<?xml version="1.0" encoding="utf-8"?> <document> <s id="1">16). » 8 « Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin' lzao tontolo izao mbamin' ny voninahiny, » 9 « dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » 10 « Fa hoy Jesoa taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo.</s> <s id="2">Ny fifandiankanina ataon'ny kristianina, araka ny fampianaran'ireo Aban'ny Fiangonana toa an-dry Md Augustin, dia tsy sanatria fankahalana ny zavaboarin'Andriamanitra ka ampijaliana ny vatana, fa famonoana ny fanirian-dratsy ao anaty amin'ny alalan'ny tsy fanomezana ny vatana ny filàny rehetra.</s> <s id="3">VANGIANA : Tsy misy tsiny tompoko fa dia omen-dalana ianareo .</s> <s id="4">Tondro mifolaka : rehefa mbola tsy feno ilay fepetra dia inona no atao miverimberina ?</s> <s id="5">Izao fotsiny ny fepetra : tsy mahazo misy litera ao amin'ny abidy ilay tohintsoratra.</s> <s id="6">Raha tsy mbola nisy namorona ilay rakitra dia hoforonina ilay rakitra.</s> <s id="7">Tamin'ny andron'i Md Augustin dia nalaza mihitsy fampianaran'ny Manikeanina.</s> <s id="8">Tovolahy iray zay no lanin'i Ndiambe sy ny vadiny ho vinanto.</s> <s id="9">HO mora ho azy ny hizara amin'ny tsy manana izay ananany. « Nomena maimaimpoana ianareo ka manomeza maimaimpoana » (Mt 10, 8).</s> <s id="10">Mila asiana dikany anefa izy ireny, mifototra amin'ny tena fitiavana tokoa.</s> <s id="11">Tsy fangorahana ihany izany fa vokatry ny faharesena lahatra hoe ho an'ny mpino dia miseho sy miaina amin'ireo mahantra i Kristy.</s> <s id="12">Tsy misy dikany ny fifadiana raha atao amin'ny fihatsarambelatsihy.</s> <s id="13">Ova ary karazana fampahalalana (na variable) : inona ny hotahirizina ao amin'ny tahiry Kambantsoratra manara-pitsipika (na Regular exprssion) : inona no hokarohina ?</s> <s id="14">Eo amin'ny parametatra faha roa izay misy ny soratra "rakitra tanjona.txt", dia ahitana ny rakitra tanjona ao amin'ny petra-drakitra misy ilay script alefa.</s> <s id="15">Tsy lalàna tsy maintsy tandremana ny fifadiana tamin'ny andron'i Md Augustin sy ry Md Léon.</s> <s id="16">Misy tsy mifady mihitsy.</s> <s id="17">Ny sasany kosa rehefa karemy ihany vao mifady.</s> <s id="18">Ankehitriny mihoatra ny 1000 ny isan'ny voanteny malagasy ato !</s> <s id="19">Ireo manko no maneho ny filàna fototry ny olombelona : hihinana sy hitafy mba ho afa-miaina sy miriaria miaraka amain'ny hafa : ny voky no maharaka ny namany, izay mitaf tsy miboridana ka afaka mifanerasera.</s> <s id="20">Tandremo fotsiny fa tsy kambantsoratra intsony no ampiasaina fa 'generator'.</s> <s id="21">Nohelohin'ny Eglizy izany fampianaran-diso izany.</s> <s id="22">Tonga et va Hianao hampijaly anay alohan' ny fotoana? » 30 « Ary nisy kisoa maro andiany iray nihinana teny lavidavitra azy teny. » 31 « Ary ny demonia nifona tamin' i Jesoa ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin' ireo kisoa andiany ireo. » 32 « Ary hoy Izy taminy: Mandehana.</s> <s id="23">Tsy nanan-tsafidy anefa razazavavy afa-tsy ny safidin-dray aman-dreniny.</s> <s id="24">Narahiny trsara avokoa ny toro-hevitra nomena azy, nefa tsy nisy vokany.</s> <s id="25">Anisan'ny olana ananan'ny rindrankajintsika, raha nanaraka ny toko ianao, dia ny fitahirizana ny fampahalalana ary ny sangan'asa.</s> <s id="26">Raha izany no nitiavany antsika dia tsy maintsy mahafoy ny aintsika ho an'ny namantsika koa isika » (1 Jo 3, 16).</s> <s id="27">Fanolorana : fametrahana an'i Python eo amin'ny solosainao.</s> <s id="28">Izay ireo dia, raha amin'ny resaka elektrônika : 1, 0 na tsy misy izany hoe tsifisian'ilay voaka.</s> <s id="29">Ary ny isa dia tsy azo akambana miaraka amin'ny tohintsoratra.</s> <s id="30">Avy eo dia arotsahy ihany koa ny akoho.</s> <s id="31">Rehefa mitia dia tsy araka ny fomba fitiavantsika fa araka ny ohatra sy ny fomba nitiavan'i Kristy : tia tsy misy kajikajy fa tia maimaimpoana, tia tsy miandry valim-pitia.</s> <s id="32">Ny hazofijaliana dia fitiavana, ny fitiavana mahavonjy.</s> <s id="33">Mba rehefa lasa ny aiko otran'ny masoandro mody, makany aminao aho.</s> <s id="34">Ataovy vavaka ho an'isam-baton'olona satria ny Andriamanitra Izay inoantsika dia maheno ny vavaka ataontsika, eny na dia amin'ny mangingina aza.</s> <s id="35">Tsy dia tokony hitranga loatra izany amin'ny teny malagasy, fa noho ny fampiasana ny liter à, ò ary ñ amin'ny teny malagasy, tsara ihany no mametraka azy.</s> <s id="36">Rehefa tsy ny tena intsony no tiavina dia resy ny fototry ny fahotana : rafiavonavonana.</s> <s id="37">Io no Fanjakan'Andriamanitra tôrin'i Kristy.Mila fanovana famindra ny fidirana amin'izany.</s> <s id="38">Antso ankapobeny miantefa amin'ny rehetra io.</s> <s id="39">Anefa izy io dia sarotra ary manana fomba firafitra manakaiky ny fitenin'ny milina.</s> <s id="40">Ny C dia firafitra ara-teny atao amisavisana ny fihetsiky ny rindrankajy.</s> <s id="41">Maro dia maro ireo rindrankajy ibaikoana misy amin'izao fotoana izao, ary samy manana ny mahamora ary ny mahasarotra azy izy ireo.</s> <s id="42">Ataovy ao anaty fitatavanana ary fafao amin'ny lamba madio ho tena maina.</s> <s id="43">Tsy izany no fifadiana.</s> <s id="44">Tsy izay tia antsika na mahavaly ny ataontsika no tiavina fa tiavitsika hatramin'ny tsy mahatehotia, na ireo mankahala sy manenjika natsika, ny fahavalo koa aza.</s> <s id="45">Rakitra : zavatra itahirizana ny ova sy ireo fampahalalana azo avy amin'ny fampiasana ny rindrankajy.</s> <s id="46">Tsy maintsy tonga iray amin'ireo mahantra mihitsy ilay manao asa fiantrana.</s> <s id="47">Ny fisokafana mankamin'ny hafa, ny fanadinoana ny tena, ny fitiavana, ny fizarana.</s> <s id="48">Koa amin' izany dia mety ny manao soa amin' ny Sabata. » 13 « Dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tànanao.</s> <s id="49">Io fiainana tarihin'ny didim-pitiavana roa tsy misaraka io dia tokony hiseho lalandava amin'ny atao, amin'ny asa. « Raha tsy manana ny fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany rehetra izany (...) » (1 Co 13, 3).</s> <s id="50">Mba mifona amin'ny zareo.</s> <s id="51">Ny baiko famakiana ilay rakitra dia mandeha, raha hamaky ilay rakitra no ho tanjona.</s> <s id="52">Ny tohintsoratra dia izay litera rehefa eo amin'ny abidy, na isa.</s> <s id="53">Ao koa ireo manangona ny vokatry ny fitsitsiana ka manolotra ny vola azo ho an'ireo any am-ponja, ireo fitaizana zaza kamboty, amin'ireo marary faradiranovana any amin'ny hopitaly, na manome ny voangony ho an'ny faritra niharana loza voajanahary.</s> <s id="54">Sady manandrana ny fiainam-pijaliana aho amin'izany no no manome hafaliana ny mahantra mba hihinana koa.</s> <s id="55">Ataovy malefadefaka mba ho masaka tsara hatrany anaty.</s> <s id="56">Asafa.] » 8 « ary Asa* niteraka an' i Josafata; ary Josafata niteraka an' i Jorama; ary Jorama niteraka an' i Ozia; [*Gr.</s> <s id="57">Ny fisian'i Kristy ao amin'ny tsirairay mihitsy no mitarika amin'izany fihetsika izany. « Raha misy tsy manana ny fanahin'i Kristy dia tsy azy izy » (Rm 8, 9).</s> <s id="58">Manjaka Andriamanitra rehefa tsy ny soa ho an'ny tena ihany no tadiavin'ny olombelona fa izay mahasoa sy ilain'ny namany ihany koa.</s> <s id="59">Ny fitiavantena no miteraka ny fahotana rehetra, raha fintinina.</s> <s id="60">Arama.] » 5 « ary Salmona niteraka an' i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an' i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an' i Jese; » 6 « ary Jese niteraka an' i Davida mpanjaka.</s> <s id="61">3). » 5 « Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin' ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly, » 6 « dia nanao taminy hoe: Raha Zanak' Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran' ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin' ny vato ny tongotrao (Sal.</s> <s id="62">Ny Python dia rindrankajy fanamboarana rindrankajy.</s> <s id="63">Noho izany, raha mifady tsy hihinana karazan-tsakafo sasantsasany ny kristinaina, tahaka ny hena, dia tsy araka ny fiheverana diso voalazan'ny Manikeanina fa mba hamonoana ny fanirian-dratsy.</s> <s id="64">Alaina ihany ilay renifango noforonintsika tamin'ilay fizarana nialoha teo.</s> <s id="65">Hanendy sy hitono amin'izay ianao Tandremo tsy hafana be mihitsy ny afo.</s> <s id="66">Fa ny fahendrena dia hamarinin ny asany.*[*Na: (ny zanany)] » 20 « Ary tamin' izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan' ny asany lehibe Izy, satria tsy nibebaka ireo, ka nanao hoe: » 21 « Lozanao, ry Korazina!</s> <s id="67">Tsy maintsy mandray lalam-baovao.</s> <s id="68">Tsy mamokatra ny tsy fihinanana na tsy fisotroana an'izao sy izao raha tsy ahazon'ny mahantra fanampiana sy vonjy avy amin'izany.</s> <s id="69">Ny olona mahay manadino ny tena no misokatra amin'Andriamanitra sy ny hafa ary ny zavaboary.</s> <s id="70">Manjaka Andriamanitra rehefa manao asam-pahamarinana sy asam-pahamasinana ny olombelona.</s> <s id="71">Avelao hilona adiny iray farafahakeliny.</s> <s id="72">[1] Tsy mila tahirizana anaty ova iray ilay baiko.</s> <s id="73">Fa na zovy na zovy no mankato sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin' ny fanjakan' ny lanitra. » 20 « Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an' ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin' ny fanjakan' ny lanitra mihitsy hianareo. » 21 « Efa renareo fa voalaza tamin' ny ntaolo hoe: Aza mamono olona (Eks.</s> <s id="74">Ny endin'akoho na tonon'akoho dia sakafo gasy amin'akoho.</s> <s id="75">Toetra roa no iavahan'ny fitiavana tena kristianina : rehefa mitia ny kristianina dia mipetraka amin'ny toeran'ilay olona, mahazo izay manjo azy, tsy mipetraka amin'ny toerana ambony kokoa noho ilay hafa fa milahatra hitovy aminy ( Fil 2, 7).</s> <s id="76">Ezaka mifanandrify amin'ny asa sy ny mahaizy ny tsirairay no takîna amin'izay te hibebaka tokoa.</s> <s id="77">Tsy hoe zanapeo misosona avokoa akory ny kambana zanapeo rehetra : misy ny zanapeon'ny tovona ary zanapeon'ny fototeny miaraka.</s> <s id="78">Aroaroy tsara.</s> <s id="79">Noforonina tamin'ny 1970 miaraka amin'i UNIX, izy io dia ampiasaina amin'ny fibaikoana ny rafitra.</s> <s id="80">Na mitandrina ny fifadian-kanina sy tsy mihinana sakafo sasantsasany aza ny kristianina katôlika amin'ny karemy, dia mety ho samihafa ny oitra anaty manosika hanao izany.</s> <s id="81">Tsy ny rehetra no nifadihanina fa misy ireo« ascètes » izay maro tokoa tamin'izany, manao fifadiana lava sy mitohy mihitsy.</s> <s id="82">Raha misy fitiavana an'i Kristy dia tsy hotadiavina any lavitra izy fa avy hatrany dia hita mora foana amin'ireo mahantra.</s> <s id="83">I Jesoa, nanao soa tamin'ny tany rehetra nandalovany, noho ny fitiavana, dia novonoina fa nitsangan-ko velona, ka mila mibebaka mba hovonoina ny heloka ary handray ny Fanahy Masina.</s> <s id="84">Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin' ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. » 22 « Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin' i Tyro sy Sidona amin' ny andro fitsarana noho ny ho aminareo. » 23 « Ary hianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va hianao?</s> <s id="85">Ny zanapeo amin'ny teny malagasy dia a, e, i ary o.</s> <s id="86">VANGIANA : Efa zava- dehibe loatra , tompoko ny fahatongavanareo miara-miory miombina alahelo aminay.</s> <s id="87">Ny fibebahana dia fiverenana amin'ny fitiavana.</s> <s id="88">Amosa] » 11 « ary Josia niteraka an' i Jekonia mirahalahy avy, tamin ny nifindrana tany Babylona. » 12 « Ary taorian' ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an' i Sealtiela;* ary Sealtiela* niteraka an' i Zerobabela; [*Gr.</s> <s id="89">Ho azy ireo : izay rehetra momba ny nofo dia avy amin'ny Demony hany ka fahotana hatramin'ny fanambadiana sy ny fihinanan-kena satria zavatry ny nofo ireo.</s> <s id="90">Ny fitiavana no fototra mibaiko ny fiainana kristianina araka ny didy vaovao nomen'i Kristy.</s> <s id="91">Rehefa tonga amin'izay toe-po izay ny olona dia hiova koa ny fomba ampiasany sy itantanany izay eo ampelantanany.</s> <s id="92">Izao ny fomba fanantsoana azy : ova = file('rakitra tanjona.txt','r') Ny dikan'ilay teny file dia famoronana ny zavatra file, satria zavatra (objet) daholo ny baiko ao amin'i Python.</s> <s id="93">Rehefa avy milaza izany izy dia mandray ohatra.</s> <s id="94">Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo ovina ary azo tsidihana eo amin'ny Aterineto amin'ny alàlan'ny mpitety tranonkala tsotra.</s> <s id="95">Tapahontsika aminy hatramin'ny azontsika omena azy aza.</s> <s id="96">Izany no fahantrana ara-panahy ilazan'i Jesoa izay manana izany toetra izany hoe sambatra.</s> <s id="97">Fa I Kristy nirahin'Andriamanitra hamonjy ny olombelona mpanota mihitsy no miantso hoe : « Tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny Fanjakan'Andriamanitra, mibebaha ianareo ary minoa ny Vaovao Mahafaly » (Mk 1, 15).</s> <s id="98">Ny zanapeo misosona miasa indrindra dia ay, ai, ao.</s>