16). » 8 « Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin' lzao tontolo izao mbamin' ny voninahiny, » 9 « dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » 10 « Fa hoy Jesoa taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo.
16." "Now the devil took him to a very high mountain, and showed him all the kingdoms of the world and their glory," 9 "and said to him, "I will give you all these things if you will worship me." "Jesus said to him, "Go, Satan, for it is written, 'You shall worship Yahweh your God, and he alone will be worshiped.'"


Ny fifandiankanina ataon'ny kristianina, araka ny fampianaran'ireo Aban'ny Fiangonana toa an-dry Md Augustin, dia tsy sanatria fankahalana ny zavaboarin'Andriamanitra ka ampijaliana ny vatana, fa famonoana ny fanirian-dratsy ao anaty amin'ny alalan'ny tsy fanomezana ny vatana ny filàny rehetra.
The Christian catechism, as taught by churches such as St. Augustine, is not an act of hatred of God’s creation that tortures the body, but killing evil desires by not giving the body all their needs.
VANGIANA : Tsy misy tsiny tompoko fa dia omen-dalana ianareo .
FREE: No one blames you but you are given permission.
Tondro mifolaka : rehefa mbola tsy feno ilay fepetra dia inona no atao miverimberina ?
Slow Pointer: As long as the measure is incomplete, what is repeated repeatedly?
Izao fotsiny ny fepetra : tsy mahazo misy litera ao amin'ny abidy ilay tohintsoratra.
The rules are simply: the rest of the letter does not have letters in the alphabet.
Raha tsy mbola nisy namorona ilay rakitra dia hoforonina ilay rakitra.
If not, the file would be created.
Tamin'ny andron'i Md Augustin dia nalaza mihitsy fampianaran'ny Manikeanina.
In the days of Md Augustine, the teachings of the Mauritanians were well-known.
Tovolahy iray zay no lanin'i Ndiambe sy ny vadiny ho vinanto.
Ndiambey and his wife spent a young son-in-law.
HO mora ho azy ny hizara amin'ny tsy manana izay ananany. « Nomena maimaimpoana ianareo ka manomeza maimaimpoana » (Mt 10, 8).
It’s easy for him to share with those who don’t have what he has. “You’re given free and give free” (St 10, 8).
Mila asiana dikany anefa izy ireny, mifototra amin'ny tena fitiavana tokoa.
They need to make sense, however, based on real love.
Tsy fangorahana ihany izany fa vokatry ny faharesena lahatra hoe ho an'ny mpino dia miseho sy miaina amin'ireo mahantra i Kristy.
This is not only compassion, it is the result of the conviction that Christ is present and lives in the poor.
Tsy misy dikany ny fifadiana raha atao amin'ny fihatsarambelatsihy.
Fasting does not make sense when it comes to hypocrisy.
Ova ary karazana fampahalalana (na variable) : inona ny hotahirizina ao amin'ny tahiry Kambantsoratra manara-pitsipika (na Regular exprssion) : inona no hokarohina ?
Ova and a type of information: what's to be kept in the conservative Twin Archivesion: What is the search?
Eo amin'ny parametatra faha roa izay misy ny soratra "rakitra tanjona.txt", dia ahitana ny rakitra tanjona ao amin'ny petra-drakitra misy ilay script alefa.
About the 2nd inch in which the "file contains the target file.txt" contains the target file in the script database.
Tsy lalàna tsy maintsy tandremana ny fifadiana tamin'ny andron'i Md Augustin sy ry Md Léon.
Fasting in the days of St. Augustine and Md Léon must be a law that must be observed.
Misy tsy mifady mihitsy.
Some never fast.
Ny sasany kosa rehefa karemy ihany vao mifady.
Some fast only when they are rich.
Ankehitriny mihoatra ny 1000 ny isan'ny voanteny malagasy ato !
Now there are more than 1,000 Malagasy words here!
Ireo manko no maneho ny filàna fototry ny olombelona : hihinana sy hitafy mba ho afa-miaina sy miriaria miaraka amain'ny hafa : ny voky no maharaka ny namany, izay mitaf tsy miboridana ka afaka mifanerasera.
Those expressing the basic human need: eating and dreaming so that one can live and walk with someone else: the full is supported by their friends, who are naked and can communicate.
Tandremo fotsiny fa tsy kambantsoratra intsony no ampiasaina fa 'generator'.
Just be careful that writing is no longer used as 'generor'.
Nohelohin'ny Eglizy izany fampianaran-diso izany.
The Church has condemned these false teachings.
Tonga et va Hianao hampijaly anay alohan' ny fotoana? » 30 « Ary nisy kisoa maro andiany iray nihinana teny lavidavitra azy teny. » 31 « Ary ny demonia nifona tamin' i Jesoa ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin' ireo kisoa andiany ireo. » 32 « Ary hoy Izy taminy: Mandehana.
Did you come and torment us before time?" 30 "And there was a herd of pigs eating from afar." "And the demons begged Jesus, saying, "If you release us, send us into the herd of pigs." "And he said to him, 'Go your way.'
Tsy nanan-tsafidy anefa razazavavy afa-tsy ny safidin-dray aman-dreniny.
The girl, however, had no choice but her parents' choice.
Narahiny trsara avokoa ny toro-hevitra nomena azy, nefa tsy nisy vokany.
He followed all the tips, but they had no effect.
Anisan'ny olana ananan'ny rindrankajintsika, raha nanaraka ny toko ianao, dia ny fitahirizana ny fampahalalana ary ny sangan'asa.
Among the problems our application has, if you follow the chapter, the storage of information and the work.
Raha izany no nitiavany antsika dia tsy maintsy mahafoy ny aintsika ho an'ny namantsika koa isika » (1 Jo 3, 16).
If he loved us then we must also surrender our lives to our friends" ( Jo 3, 16).
Fanolorana : fametrahana an'i Python eo amin'ny solosainao.
Presentation: installation of Python on your computer.
Izay ireo dia, raha amin'ny resaka elektrônika : 1, 0 na tsy misy izany hoe tsifisian'ilay voaka.
These are, in terms of electronic: 1,0 or none of them are missing.
Ary ny isa dia tsy azo akambana miaraka amin'ny tohintsoratra.
And the number cannot be combined with the rest of the text.
Avy eo dia arotsahy ihany koa ny akoho.
Then add chickens.
Rehefa mitia dia tsy araka ny fomba fitiavantsika fa araka ny ohatra sy ny fomba nitiavan'i Kristy : tia tsy misy kajikajy fa tia maimaimpoana, tia tsy miandry valim-pitia.
Love isn't our own way but according to Christ's example and style: love without calculateing that he loves, loves without a reward.
Ny hazofijaliana dia fitiavana, ny fitiavana mahavonjy.
A cross is love, a love of salvation.
Mba rehefa lasa ny aiko otran'ny masoandro mody, makany aminao aho.
That when the sun goes down upon me, he taketh me away from thee.
Ataovy vavaka ho an'isam-baton'olona satria ny Andriamanitra Izay inoantsika dia maheno ny vavaka ataontsika, eny na dia amin'ny mangingina aza.
Pray for the vote, because the God whom we believe hear our prayers, even in secret.
Tsy dia tokony hitranga loatra izany amin'ny teny malagasy, fa noho ny fampiasana ny liter à, ò ary ñ amin'ny teny malagasy, tsara ihany no mametraka azy.
This should not happen so much in Malagasy, but with the use of liter à à , ò and ñ in Malagasy, it is good to put it down.
Rehefa tsy ny tena intsony no tiavina dia resy ny fototry ny fahotana : rafiavonavonana.
When one is no longer loved, the root of sin is overcome: a haughty system.
Io no Fanjakan'Andriamanitra tôrin'i Kristy.Mila fanovana famindra ny fidirana amin'izany.
This is the Kingdom of God by Christ.The entrance needs a change.
Antso ankapobeny miantefa amin'ny rehetra io.
This is a general call to public attention.
Anefa izy io dia sarotra ary manana fomba firafitra manakaiky ny fitenin'ny milina.
But it is difficult and has a system of structure closer to the machine language.
Ny C dia firafitra ara-teny atao amisavisana ny fihetsiky ny rindrankajy.
C is a linguistic structure for software behavior.
Maro dia maro ireo rindrankajy ibaikoana misy amin'izao fotoana izao, ary samy manana ny mahamora ary ny mahasarotra azy izy ireo.
There are so many software available today, and they both have the cheapness and the difficulty.
Ataovy ao anaty fitatavanana ary fafao amin'ny lamba madio ho tena maina.
Put it in a filter and lay it on clean clothes very dry.
Tsy izany no fifadiana.
This is not the fast.
Tsy izay tia antsika na mahavaly ny ataontsika no tiavina fa tiavitsika hatramin'ny tsy mahatehotia, na ireo mankahala sy manenjika natsika, ny fahavalo koa aza.
It is not the one who loves us or can answer our deeds that we love, but also those who hate and persecute us, even the enemy.
Rakitra : zavatra itahirizana ny ova sy ireo fampahalalana azo avy amin'ny fampiasana ny rindrankajy.
File: archive of ova and information obtained from the use of software.
Tsy maintsy tonga iray amin'ireo mahantra mihitsy ilay manao asa fiantrana.
The charity must become one of the poor.
Ny fisokafana mankamin'ny hafa, ny fanadinoana ny tena, ny fitiavana, ny fizarana.
Open opening to others, forgetting oneself, love, sharing.
Koa amin' izany dia mety ny manao soa amin' ny Sabata. » 13 « Dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tànanao.
Therefore it is good to do good on the Sabbath." "Then he said to the man, 'Stretch out your hand.'
Io fiainana tarihin'ny didim-pitiavana roa tsy misaraka io dia tokony hiseho lalandava amin'ny atao, amin'ny asa. « Raha tsy manana ny fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany rehetra izany (...) » (1 Co 13, 3).
“If I don’t have love, all of this is not good for me” ( Co 13, 3).
Mba mifona amin'ny zareo.
Please ask them.
Ny baiko famakiana ilay rakitra dia mandeha, raha hamaky ilay rakitra no ho tanjona.
The command to read the file is enabled if the file is to read it.
Ny tohintsoratra dia izay litera rehefa eo amin'ny abidy, na isa.
The text is the letter in the alphabet, or number.
Ao koa ireo manangona ny vokatry ny fitsitsiana ka manolotra ny vola azo ho an'ireo any am-ponja, ireo fitaizana zaza kamboty, amin'ireo marary faradiranovana any amin'ny hopitaly, na manome ny voangony ho an'ny faritra niharana loza voajanahary.
There are also those who collect the cost of austerity and donate money to those in prison, orphanages, hospital patients, or give their seeds to disaster-hit areas.
Sady manandrana ny fiainam-pijaliana aho amin'izany no no manome hafaliana ny mahantra mba hihinana koa.
I'm trying to live a life of misery and I'm happy for the poor to eat too.
Ataovy malefadefaka mba ho masaka tsara hatrany anaty.
Keep warm so that you can stay thoroughly cooked.
Asafa.] » 8 « ary Asa* niteraka an' i Josafata; ary Josafata niteraka an' i Jorama; ary Jorama niteraka an' i Ozia; [*Gr.
Asaph.) 'And Asa* became the father of Jehoshaphat; and Jehoshaphat became the father of Joram; and Joram became the father of Uzziah;
Ny fisian'i Kristy ao amin'ny tsirairay mihitsy no mitarika amin'izany fihetsika izany. « Raha misy tsy manana ny fanahin'i Kristy dia tsy azy izy » (Rm 8, 9).
The presence of Christ in each of us leads to this act. "If anyone doesn't have the spirit of Christ, he isn't his." (Rm 8, 9).
Manjaka Andriamanitra rehefa tsy ny soa ho an'ny tena ihany no tadiavin'ny olombelona fa izay mahasoa sy ilain'ny namany ihany koa.
God governs when humans seek what is good not only for themselves but also for the well-being and needs of their friends.
Ny fitiavantena no miteraka ny fahotana rehetra, raha fintinina.
In short, all sins result from selfishness.
Arama.] » 5 « ary Salmona niteraka an' i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an' i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an' i Jese; » 6 « ary Jese niteraka an' i Davida mpanjaka.
Aram. '' 'And Salmon became the father of Boaz by Rahab; and Boaz became the father of Obed of Ruth; and Obed became the father of Jesse;'" 6 "and Jesse became the father of king David.
3). » 5 « Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin' ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly, » 6 « dia nanao taminy hoe: Raha Zanak' Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran' ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin' ny vato ny tongotrao (Sal.
3) "The devil took him to the holy city, and set him on the top of the temple," 6 said to him, "If you are the Son of God, cast yourself down to the ground; for it is written, 'He will command his angels over you. In their hand they will lead you, so that your feet won't stumble on a stone.'"
Ny Python dia rindrankajy fanamboarana rindrankajy.
Python is a software developer.
Noho izany, raha mifady tsy hihinana karazan-tsakafo sasantsasany ny kristinaina, tahaka ny hena, dia tsy araka ny fiheverana diso voalazan'ny Manikeanina fa mba hamonoana ny fanirian-dratsy.
Therefore, when Christians abstain from eating certain kinds of food, such as meat, it is not according to Manikean's false belief that they will kill wrong desires.
Alaina ihany ilay renifango noforonintsika tamin'ilay fizarana nialoha teo.
The recyclable we created in the previous episode was taken away.
Hanendy sy hitono amin'izay ianao Tandremo tsy hafana be mihitsy ny afo.
So be careful not to burn the fire at all.
Fa ny fahendrena dia hamarinin ny asany.*[*Na: (ny zanany)] » 20 « Ary tamin' izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan' ny asany lehibe Izy, satria tsy nibebaka ireo, ka nanao hoe: » 21 « Lozanao, ry Korazina!
For wisdom is justified by his work.* [*] (his own son) 20th time he rebuked the city in which he did most of his mighty deeds, because they didn't repent, saying, "Woe to you, Quran!"
Tsy maintsy mandray lalam-baovao.
We have to take a new path.
Tsy mamokatra ny tsy fihinanana na tsy fisotroana an'izao sy izao raha tsy ahazon'ny mahantra fanampiana sy vonjy avy amin'izany.
This and this doesn't produce food or drinking without help and help from the poor.
Ny olona mahay manadino ny tena no misokatra amin'Andriamanitra sy ny hafa ary ny zavaboary.
A man who can forget the body is open to God, to others, and to nature.
Manjaka Andriamanitra rehefa manao asam-pahamarinana sy asam-pahamasinana ny olombelona.
God reigns when humans perform acts of righteousness and sacred service.
Avelao hilona adiny iray farafahakeliny.
Let go for at least one hour.
[1] Tsy mila tahirizana anaty ova iray ilay baiko.
[1] The command doesn't need to be stored in a single process.
Fa na zovy na zovy no mankato sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin' ny fanjakan' ny lanitra. » 20 « Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an' ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin' ny fanjakan' ny lanitra mihitsy hianareo. » 21 « Efa renareo fa voalaza tamin' ny ntaolo hoe: Aza mamono olona (Eks.
But whosoever shall obey and teach them shall be called great in the kingdom of heaven.
Ny endin'akoho na tonon'akoho dia sakafo gasy amin'akoho.
A chicken or chicken poultry is food for chickens.
Toetra roa no iavahan'ny fitiavana tena kristianina : rehefa mitia ny kristianina dia mipetraka amin'ny toeran'ilay olona, mahazo izay manjo azy, tsy mipetraka amin'ny toerana ambony kokoa noho ilay hafa fa milahatra hitovy aminy ( Fil 2, 7).
True Christian love distinguishes between two characteristics: when we love Christians, they sit in the same place as the person, get what is going on, don't sit in a higher position than the other (Fin 2, 7).
Ezaka mifanandrify amin'ny asa sy ny mahaizy ny tsirairay no takîna amin'izay te hibebaka tokoa.
It is an effort in accordance with the work and identity of everyone who really wants to repent.
Tsy hoe zanapeo misosona avokoa akory ny kambana zanapeo rehetra : misy ny zanapeon'ny tovona ary zanapeon'ny fototeny miaraka.
Not all the twins are batons: there is a sound of prefixes and a sound of the basics.
Aroaroy tsara.
Protect yourself.
Noforonina tamin'ny 1970 miaraka amin'i UNIX, izy io dia ampiasaina amin'ny fibaikoana ny rafitra.
Created in 1970 with UNIX, it is used in control of the system.
Na mitandrina ny fifadian-kanina sy tsy mihinana sakafo sasantsasany aza ny kristianina katôlika amin'ny karemy, dia mety ho samihafa ny oitra anaty manosika hanao izany.
Although Christians in the Catholic economy observe fast and don't eat certain foods, there may be different motivations to do so.
Tsy ny rehetra no nifadihanina fa misy ireo« ascètes » izay maro tokoa tamin'izany, manao fifadiana lava sy mitohy mihitsy.
Not everyone was talking about the fact that there were "scètes" who were so many of them, holding long and continuous fasts.
Raha misy fitiavana an'i Kristy dia tsy hotadiavina any lavitra izy fa avy hatrany dia hita mora foana amin'ireo mahantra.
If any man love Christ, he shall not be sought afar off, but be easily found among the poor.
I Jesoa, nanao soa tamin'ny tany rehetra nandalovany, noho ny fitiavana, dia novonoina fa nitsangan-ko velona, ka mila mibebaka mba hovonoina ny heloka ary handray ny Fanahy Masina.
Jesus, doing good in all the land which he passed through for love, was slain, and required to repent, that the iniquity should be blotted out, and receive the Holy Ghost.
Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin' ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. » 22 « Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin' i Tyro sy Sidona amin' ny andro fitsarana noho ny ho aminareo. » 23 « Ary hianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va hianao?
Woe to you, Bethsaida! For if the mighty works that were done in Tyre and Sidon were done in you, they would have repented many times in sackcloth and ashes. "For I tell you, it would be easier for Tyre and Sidon in the day of judgment than for you." "You, Capernaum, you will be exalted to heaven?"
Ny zanapeo amin'ny teny malagasy dia a, e, i ary o.
The podcast in Malagasy is a, e, i and o.
VANGIANA : Efa zava- dehibe loatra , tompoko ny fahatongavanareo miara-miory miombina alahelo aminay.
VANGIANS: It's too important, sir, to come to our condolences.
Ny fibebahana dia fiverenana amin'ny fitiavana.
Repentance is a return to love.
Amosa] » 11 « ary Josia niteraka an' i Jekonia mirahalahy avy, tamin ny nifindrana tany Babylona. » 12 « Ary taorian' ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an' i Sealtiela;* ary Sealtiela* niteraka an' i Zerobabela; [*Gr.
Amos" 11 , "and Josiah became the father of Jeconiah our brother, when he was transferred to Babylon." 12 "And after he had traveled to Babylon Jeconiah became the father of Shealtiel;* and Shealtiel* gave birth to Zerubbabel.
Ho azy ireo : izay rehetra momba ny nofo dia avy amin'ny Demony hany ka fahotana hatramin'ny fanambadiana sy ny fihinanan-kena satria zavatry ny nofo ireo.
For them: All flesh is of Demony to sin from marriage and meat to flesh because they are the things of the flesh.
Ny fitiavana no fototra mibaiko ny fiainana kristianina araka ny didy vaovao nomen'i Kristy.
Love is the foundation of the Christian life according to the new commandment of Christ.
Rehefa tonga amin'izay toe-po izay ny olona dia hiova koa ny fomba ampiasany sy itantanany izay eo ampelantanany.
When people come to that heart, they will also change how they use and manage what is in their hands.
Izao ny fomba fanantsoana azy : ova = file('rakitra tanjona.txt','r') Ny dikan'ilay teny file dia famoronana ny zavatra file, satria zavatra (objet) daholo ny baiko ao amin'i Python.
Here's how to get it out: change = file (files.txt', 'r') The word file means creating the file, because all the Python's orders are (objet).
Rehefa avy milaza izany izy dia mandray ohatra.
After saying that, he takes an example.
Ny tanjony dia manangona boky niomerika malalaka azo ovina ary azo tsidihana eo amin'ny Aterineto amin'ny alàlan'ny mpitety tranonkala tsotra.
Its aim is to collect an endless and accessible digital book online through simple web browsers.
Tapahontsika aminy hatramin'ny azontsika omena azy aza.
Let's even put it on him as we can give him.
Izany no fahantrana ara-panahy ilazan'i Jesoa izay manana izany toetra izany hoe sambatra.
This is the spiritual poverty that Jesus describes as having this quality of happiness.
Fa I Kristy nirahin'Andriamanitra hamonjy ny olombelona mpanota mihitsy no miantso hoe : « Tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny Fanjakan'Andriamanitra, mibebaha ianareo ary minoa ny Vaovao Mahafaly » (Mk 1, 15).
For Christ himself, sent by God to save sinful mankind, cried out, "The time has come, and the Kingdom of God is near, repent and believe the Good News."
Ny zanapeo misosona miasa indrindra dia ay, ai, ao.
The most active children are ay, ai, there.
11, 12). » 7 « Hoy Jesoa taminy: Voasoratra hoe koa: Aza maka fanahy an' i Jehovah Andriamanitrao (Deo.
11, 12. » "Jesus said to him, "It is also written, 'You shall not tempt Yahweh your God.'"
Izany toetra izany no andrasana amin'ny mpino manao ezaka karemy.
That kind of attitude is expected of believers who are trying to make ends meet.