I Androranga dia reniranon' i Madagasikara mivarina miantsinanana ao amin' ny faritra Sava, izay mivarina ao amin' ny onin' i Bemarivo.
Андроранга — річка на Мадагаскарі, що протікає на сході регіону Сава, впадає в річку Бемаріво.


Ny onin' i Bemarivo no mamaritra ny tanin' ny Betsimisaraka avy ao avaratra.
Річка Бемаріво межує з районом Бетсімісарака на півночі.

Ny ampahany amin'ny rano avy amin' ny valan-javaboarin' i Marojejy dia mivarina ao amin' i Androranga.
Частина води з парку Марожежі впадає в Андрорангу.

Jereo koa
Посилання

I Bemarivo dia onin' i Madagasikara, any avaratra, ao amin' ny faritra Sava, ao amin' ny faritanin' Antsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao avaratr' i Sambava.
Бемаріво — річка на півночі Мадагаскару, в регіоні Сава, у провінції Анціранана, що впадає на сході в Індійський океан, на північ від Самбави.

Manondraka ny faritra amin' ny morontsiraka avaratra andrefana.
Зрошує території на північно-західному узбережжі.

Mivarina ao aminy ny ampahan-drano avy eny amin' ny ilany atsiananan' ny tangorom-bohitra Tsaratanana sy ny tapany avaratry ny tangorom-bohitra Marojejy. Mifanapaka amin' ny lalam-pirenena faha-5 izy ao akaikin' i Nosiarina. Izy no mamaritra ny faritanin' ny Betsimisaraka ao avaratra.
Частина водозбору розташована на східній частині хребта Царатанана і північній частиниі хребта Мароджі.

Misy renirano atao hoe Bemarivo koa mivarina ao amin' ny ony Sofia.
Перетинає шосе номер 5 біля Носяріни.

I Bemarivo ao akaikin'i Nosiarina
Бемаріво біля Носяріни

Antainambalana na Antenambalana dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Analanjirofo, ao amin' ny faritanin' i Toamasina, izay mivarina mankany antsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana ao amin' ny helodranon' Antongily, akaikin' i Maroantsetra.
Антаїнамбалана або Антенамбалана — річка Мадагаскару в регіоні Аналанджірофо, в провінції Туамасіна, яка впадає в Індійський океан в затоці Антонгілі, поблизу Мароанцетра на сході острова.

Isan' ireo renirano manompo azy i Amparihy.
Притока — Ампаріхі.