Le tsimihety est la tribu dans la région de l'ouest du nord de Madagascar, dans la faritan i Mahajanga.
Ny Tsimihety dia ny foko any amin'ny faritra andrefana avaratra Madagasikara, ao amin'ny faritan'i Mahajanga.


Antsohihy,Mandritsara,Befandriana-nord, Mampikony ,Boriziny et Bealanana ce sont les villes où l'ethnique jeu de Jambes, et hodidinin ny tan ny Antakarana il est du nord ; les Betsimisaraka en orient ; les Sihanaka du sud et les Sakalava de l'ouest.
Antsohihy,Mandritsara,Befandriana-avaratra, Mampikony ,Boriziny ary Bealanana ireo no tena tanàn-dehibe onenan'ny foko Tsimihety, ary hodidinin'ny tan'ny Antakarana izy avy ao avaratra ; ny Betsimisaraka avy ao atsinanana ; ny Sihanaka avy ao atsimo ary ny Sakalava avy ao andrefana.

Le razam-maire de pas de danse est le Jamaicain qui manalava les cheveux ou le soi-disant idéologie Rasta.
Ny razam-ben'ny Tsimihety izany dia ny Jamaicain izay manalava ny volony na ny antsoina hoe Rasta irony.

Il y a aussi un bronne de l'Afrique du sud, ils sont à la merci de manety cheveux.
Misy koa ny bronne avy any Afrika atsimo, izy ireo dia fady manety volo.

Madagascar ou de la République de Madagascar (nom officiel) est un pays de l' Océan Indien.
Madagasikara na Repoblikan'i Madagasikara (anarana ofisialy) dia firenena ao amin'ny Ranomasimbe Indianina.

Une collection de l'île de Madagascar, tandis que les côtés du pays sont considérées.
Fitambarana nosy i Madagasikara raha amin'ny lafin'ny firenena no jerena.

Madagascar est aussi le iantsoina l'île anglais en grande en forme de pattes de gauche.
Madagasikara ihany koa no iantsoina ilay nosy malagasy lehibe miendrika tongotra havia.

L'île, quatrième plus grand de la terre de l'île de Madagascar.
Nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany ny nosy Madagasikara.

La place est à la maison à 5% des animaux et des plantes, il existe dans le monde; et plus de 80% de l'est de Madagascar, le seul à l'avoir (ou de l'inclure ici sur la terre).
Toerana fonenan'ny 5%-n'ny biby sy zavamaniry misy eto amin'izao tontolo izao; ka mihoatra ny 80%-n'ireo dia Madagasikara irery ihany no manana azy (na ahitana azy eto an-tany).

Classé parmi les Singes et les grands Singes différents, le fosa, la famille des oiseaux de trois (3) et des plantes comme les Baobab qui comprend des catégories gamme de huit (8) qui n'est pas trouvé dans d'autres endroits de la période de six (6).
Voasokajy ao anatin'ireo ny Gidro sy ny Rajako isankarazany, ny fosa, ny fianakaviam-borona telo (3) sy zava-maniry toy ny Baobaba izay ahitana sokajy karazany valo (8) izay tsy hita amin'ny toeran-kafa ny enina (6).

En fonction de l'archéologie, de la première personne qui est venu à Madagascar arrivera dans les 300 à 500 après Jésus-Christ.
Araka ny arkeolojia, ny olona voalohany indrindra tonga tao Madagasikara dia tonga teo amin'ny 300-500 taorian'i Jesoa Kristy.

La population sans glottolog code de Bornéo, en Indonésie.
Ireo mponina ireo dia mponina aostrônezianina avy any Borneo, ao Indonesia.

Venez sept cents ans plus tard, la population Bantou franchi le canal de Mozambique, les arabes du nord, les indiens et les chinois.
Tonga fitonjato taona taty aoriana ireo mponina Bantoa niampita ny lakandranon'i Mozambika, ireo arabo avy any avaratra, ireo karana ary ireo sinoa.

Siècle dix-sept ans, ont commencé à coloniser Madagascar, le français (Fort-Dauphin, Diego-Saurez).
Tamin'ny taonjato faha fito ambin'ny folo, nanomboka nanjanaka an'i Madagasikara ny frantsay (Fort-Dauphin, Diego-Suarez).

Les deux ont leur part dans la vie culturelle de l'anglais maintenant, la population a vécu et vit à Madagascar.
Samy manana ny anjarany ao amin'ny fiainana ara-kolontsaina malagasy ankehitriny ireo mponina nipetraka ary mipetraka tao Madagasikara ireo.

Pendant le 19ème siècle, l'île de Madagascar est voazakan ny État de Madagascar, majunga dans l'invasion des français en 1895.
Nandritry ny taonjato faha 19, ny nosin'i Madagasikara dia voazakan'ny Fanjakan'i Madagasikara, nihongana tamin'ny fanafihan'ny frantsay tamin'ny 1895.

Le Gouvernement malgache premier était le 10 octobre 1958 et en 1960, a remporté l'indépendance de Madagascar, après une lutte de l'amour de la patrie.
Ny Governemanta malagasy voalohany dia tamin'ny 10 Oktobra 1958 ary tamin'ny 1960, nahazo ny fahaleovantenany Madagasikara tao aorian'ny tolon'ny tia-tanindrazana.

Madagascar est un des pays d'abord acquis de l'indépendance dans la région de l'Océan Indien et l'un des premiers dans la région sud de l'Afrique.
Madagasikara no anisan'ny firenena voalohany nahazo fahaleovantena tao amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indianina ary anisan'ny voalohany indrindra tao amin'ny faritra atsimon' Afrika.

Mentionné historiquement que Madagascar est la partie de l'ouest de tan ny Gondwana, et nitriatra en Afrique de 160 millions d'années.
Voalaza ara-tantara fa i Madagasikara dia isan'ny ilabolan-tan'ny Gondwana, ary nitriatra tamin'ny Afrika 160 tapitrisa taona lasa izay.

Depuis cette partition est formé par les Îles de la tan i Madagascar après séparée de l'Inde , de 80 à 100 millions d'années.
Nanomboka teo amin'io fivakisana io no niforona ny Nosin-tan'i Madagasikara rehefa avy nisaraka tamin'ny India 80 na 100 tapitrisa taona lasa izay.

De nombreux chercheurs et historiens prétendent que, dans les 200 ans de la T. J. K. (après Jésus-Christ) est venu à Madagascar, la population des immigrants de première.
Maro ny mpikaroka sy mpahay tantara no milaza fa teo ho eo amin'ny 200 taona T.J.K. (taorian'i Jesosy Kristy) no tonga teto madagasikara ny olona mpifindra monina voalohany.

Comme il est mentionné qu'à partir de l'Asie Orientale (Indonésie) est fiavian'ireo immigrants.
Araka izany dia voalaza fa avy any Azia Atsinana (indonezia) no fiavian'ireo mpifindra monina ireo.

Il y a aussi l'arrivée des Arabes de la famille de Mohamed, les Indiens et les Juifs en captivité à partir de la terre de Babilona.
Teo koa ny fahatongavan'ny Arabo avy amin'ny fianakavian'i Mohameda, ny Indianina ary ny Jiosy babo avy tany Babilona.

Et aussi (peut-être), selon l'examinateur, un peu de la fifindran'ireo Africains qui sont encore en Arabe (Mozilmana) corps.
Ary teo koa (angamba) araka ny voalazan'ny mpandinika vitsivitsy ny fifindran'ireo Afrikanina izay mbola Arabo (Mozilmana) razana ihany koa.

Et plus tard, il y avait des gens y Viennent sont arrivés sur l'île aux anglais.
Ary taty aoriana no nisy olona avy any Tonga no tonga tao amin'ny nosy malagasy.

pain français
Mofo frantsay

le pain est une des aliments que les plusieurs quotidiens le consomme ,il est fabriquer a partie de la farine ,du sel,et de l' eau
Ny mofo dia ny sakafo ho an'ny fiaraha-monina maro : Vita koba, sira sy rano izy.

lorsque le pâte
Rehefa manampy ny holatra kavingy, ilay paty dia lasa mibontsina amin'ilay fivadihana ho mavingy. Lasa roatra mafy ilay izy.

Tonio Nabary est né le 04 mars 1998 à Andoharanofotsy.Il viens d'Antalaha, mais a Antsiranana I lui preferer d'habitué..Son vrai nom est Zazafidy Tonio.Vous pouvez CEPE 2010 dans le EP La Source Claire (Andoharanofotsy).Peut BEPC de l'Année 2015 dans le CEG Tanjombato.
Tonio Nabary dia teraka tamin'ny 04 martsa 1998 tao Andoharanofotsy.Izy dia avy any Antalaha saingy any Antsiranana I no nahazatra azy.Ny tena anarany dia Zazafidy Tonio.Afaka CEPE ny taona 2010 tao amin'ny EP La Source Claire (Andoharanofotsy).Afaka BEPC ny Taona 2015 tao amin'ny CEG Tanjombato.

Tonio Nabary
Tonio nabary

Ambohidrabiby est un village de Madagascarsitué au sommet d'une montagne.
Ambohidrabiby dia tanàna miorina eo antampon'ny tendrombohitra ny vohitr'Ambohidrabiby.

Il est situé dans la commune d'Ambohidrabiby, le district du Nord, la région d'Analamanga et la province d'Antananarivo.
Ara-panjakana, ao anatin'ny Kaominina Ambohidrabiby, distrika Avaradrano, faritra Analamanga ary faritanin'Antananarivo io tanàna io. Tao anatin'ny Kaominina Talata Volonondry izy talohan'ny volana aprily 2015.

Les montagnes qui l'entourent sont Ambohimanga du côté ouest, Ambohitrandriananahary au nord, Ilafy et Antananarivo sont situées au sud.
Ireo tendrombohitra manodidina azy dia Ambohimanga no eroa ampita andrefany, Ambohitrandriananahary no eroa ampita avaratra antsinanany, Ilafy sy Antananarivo no eroa ampita atsimony. Raha mitaha amin'ireo tendrombohitra 12 masina ao Imerina kosa dia Ambohidrabiby no eo amin'ny zoro avaratra-antsinanana.

Ambohidrabiby se situe au nord-est entre les 12 montagnes sacrées de l'Imerina.
Raha ho any Ambohidrabiby dia eo amin'ny PK 22 Km mahery manaraka ny lalampirenena faha-3 mihazo an'Anjozorobe no misy azy ary eo amin'ny tobin'ny fiaram-pitaterana Ambodivona, fiara mankeny Talata Volonondry no raisina.

I
Imerina-Ambaniandro

Les origines d'Andriamangarira
Ny loharano nipoiran'Andriamangarira

Ayant construit et régnant à Antsahadinta vers 1725, Andriamangarira mourut à Antsahadinta en 1775; sa durée de vie est estimée à 80 ans.
Nanorina sy nanjaka tao Antsahadinta tokony ho tamin'ny taona 1725 Andriamangarira, niamboho sy nafenina tao Antsahadinta tamin'ny taona 1775; heverina ho 80 taona ny andro niainany.

Andriamangarira eut plusieurs femme mais Ratoeboangy, veuve d' Andriamalama de Soanangano fut son épouse légitime et ensemble ils eurent 3 enfants:
Nanambady maro Andriamangarira fa Ratoeboahangy vady navelan'Andriamalama tao Soanangano, izay maty tanora, sady vady loloha no niterahany 3 mianadahy:

Ramakilahy le fils aîné vivant à Ankadinanahary; Andriambolamena, lui succéda à Antsahadinta; Rahanivofotsimanjaka qui épousa Rabibilahy à Ambohimahamanina.
Ramakilahy, lahimatoa nipetraka tao Ankadinanahary; Andriambolamena, lahiaivo, nandimby fanjakana an-drainy tao Antsahadinta; Rahanivofotsimanjaka izay nanambady an-dRabibilahy tao Ambohimahamanina.

Il se peut qu'il eut d'autres enfants, mais ces derniers sont ceux retenus par l'Histoire.
Angamba mbola nisy koa zanak'Andriamangarira hafa reny any ho any saingy tsy voarain'ny tantara.

Andriamangarira était le premier roi d'Antsahadinta, l'extrémité sud de Vatobe, coupée par une tranchée et transformée en cercle; Il était couvert de forêts denses car Andriamangarira n'a jamais permis que les arbres soient abattus,ainsi les arbres peuvent encore y être trouvés de nos jours.
Andriamangarira no mpanjaka tompomenakely voalohany teo Antsahadinta, vodivona farany atsimo amin'ny Vatobe, notapahan'ny hady ka lasa boribory; rakotry ny ala maitso izy satria tsy navelan'Andriamangarira ho tapahina na kapaina mihitsy ny hazo, ka mbola hita ao ny karazan-kazo an'ala.

Il a fait deux entrée au village: à l'avant du village et sur la place du village.
Nataony roa ny vavahady miditra amin'ny tanànany: dia eo amin'ny alahamadin'ny vohitra sy eo amin'ny adijadin'ny tanàna.

Au niveau du village, il y a mis une Hady fetsy à l'extérieur du village même lorsque les entrées étaient fermées.
Eo amin'ny asorontanin'ny vohitra dia nasiany hady fetsy misy zohy mivoaka any ivelan'ny tanàna na dia mihidy aza ny vavahady.

Autrefois, des roues hautes étaient ouvertes le matin jusque dans la soirée au village d'Andriamangarira.
Fahiny, fony mbola niady an-trano dia kodiaram-bato avo rindrina no mivoha maraina mirindrina hariva teo amin'ny vohitr'Andriamangarira.

CE LIEN CONTIENT D'AUTRES INFORMATIONS
ITY MISY ROHY AHITANA FILAZANA HAFA

L'appropriation d'Antsahadinta par Andrianampoinimerina
Ny nakan'Andrianampoinimerina an'Antsahadinta

Cette histoire parle des événements de l'époque d ' Andriamasinavalona (1675-1710) à Ankibonimerina.
Ity fehezan-tantara ity dia mikasika ny zava-niseho nanomboka tamin'ny andro nanjakan' Andriamasinavalona (1675-1710) teto Ankibonimerina.

Second fils du roi Andriatsimitoviaminandriandehibe (1650 -1670), ayant beaucoup de sœurs et un frère, du même parents.
Zanaka lahiaivon'ny Mpanjaka Andriatsimitoviaminandriandehibe (1650 -1670) izy, ary nanana anabavy maro sy rahalahy iray ray sy reny aminy.

Une des sœurs nommée Rampanambonitany avait eu deux filles Ravololondrenitrimo Ambohimiakoja et Rangorinimerina dans Ambohitrontsy à Ambodirano Imerinatsimo.
Ny anabavy iray atao hoe Rampanambonitany dia niteraka mirahavavy Ravololondrenitrimo tao Ambohimiakoja sy Rangorinimerina tao Ambohitrontsy, samy amin'ny faritr'Ambodirano-Imerinatsimo iny izany.

Selon l'histoire du pasteur Rabenjamina [1] (Andravokely), il y avait eu un homme nommé Andriamifonozozoro (ou Raimazozoro, selon P. Callet [2] ), qui était roi de Vatobe, Androhibe, Ambohitrontsy et les environs.
Araka ny filazana tantara nataon'ny Pasitera Rabenjamina[1] (Andravokely) dia nisy izany andriandahy atao hoe Andriamifonozozoro (na Rafonozozoro, hoy P. Callet[2]), izay mpanjaka tao Vatobe, Androhibe, Ambohitrontsy sy ny manodidina.