# plt/Malagasy.xml.gz
# sn/Shona.xml.gz


(src)="b.GEN.1.1.1"> [ Ny namoronan ' Andriamanitra izao tontolo izao ] Tamin ' ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany .
(trg)="b.GEN.1.1.1"> Pakutanga Mwari akasika denga nenyika .

(src)="b.GEN.1.2.1"> Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana ; ary aizina no tambonin ' ny lalina .
(src)="b.GEN.1.2.2"> Ary ny fanahin ' Andriamanitra nanomba tambonin ' ny rano .
(trg)="b.GEN.1.2.1"> Nyika yakanga isina kugadzirwa , isina chinhu ; rima rakanga riripo pamusoro pemvura yakadzika ; Mweya waMwari wakanga uchigarira pamusoro pemvura .

(src)="b.GEN.1.3.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia mazava ; dia nisy mazava .
(trg)="b.GEN.1.3.1"> Mwari akati : Chiedza ngachivepo , chiedza chikavapo .

(src)="b.GEN.1.4.1"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara ny mazava ; ary nampisarahin ' Andriamanitra ny mazava sy ny maizina .
(trg)="b.GEN.1.4.1"> Mwari akaona chiedza , kuti chakanaka ; Mwari akaparadzanisa chiedza nerima .

(src)="b.GEN.1.5.1"> Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro ; ary ny maizina nataony hoe alina .
(src)="b.GEN.1.5.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro voalohany izany .
(trg)="b.GEN.1.5.1"> Mwari akatumidza chiedza , akati Masikati , nerima akaritumidza akati Usiku .
(trg)="b.GEN.1.5.2"> Madeko akavapo , namangwanani akavapo , zuva rimwe .

(src)="b.GEN.1.6.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia habakabaka eo anelanelan ' ny rano ; ary aoka hampisaraka ny rano amin ' ny rano izy .
(trg)="b.GEN.1.6.1"> Mwari akati : Nzvimbo ngaivepo pakati pemvura , kuti iparadzanise mvura nemvura .

(src)="b.GEN.1.7.1"> Ary Andriamanitra nanao ny habakabakaka ka nampisaraka ny rano ambanin ' ny habakabaka tamin ' ny rano ambonin ' ny habakabaka ; dia nisy izany .
(trg)="b.GEN.1.7.1"> Mwari akaita nzvimbo , akaparadzanisa mvura yakanga iri pasi penzvimbo , nemvura yakanga iri pamusoro penzvimbo ; zvikaita saizvozvo .

(src)="b.GEN.1.8.1"> Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra .
(src)="b.GEN.1.8.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro faharoa izany .
(trg)="b.GEN.1.8.1"> Mwari akatumidza nzvimbo , akati Denga .
(trg)="b.GEN.1.8.2"> Madeko akavapo , namangwanani akavapo , zuva repiri .

(src)="b.GEN.1.9.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka hiangona ny rano eny ambanin ' ny lanitra ho eo amin ' ny fitoerana iray , ary aoka hiseho ny maina ; dia nisy izany .
(trg)="b.GEN.1.9.1"> Mwari akati : Mvura iri pasi pedenga ngaiungane pamwechete , kuti pasi pakaoma paonekwe ; zvikaita saizvozvo .

(src)="b.GEN.1.10.1"> Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany ; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina .
(src)="b.GEN.1.10.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .
(trg)="b.GEN.1.10.1"> Mwari akatumidza pasi pakaoma , akati Nyika ; nemvura yakaungana akaitumidza , akati Makungwa ; Mwari akaona kuti zvakanaka .

(src)="b.GEN.1.11.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny tany haniry ahitra sy anana mamoa ary hazo fihinam-boa izay mamoa , samy araka ny karazany avy , ka manam-boa ao aminy , eny ambonin ' ny tany ; dia nisy izany .
(trg)="b.GEN.1.11.1"> Mwari akati : Nyika ngaimerese uswa nemiriwo inobereka mbeu , nemiti inobereka michero inamarudzi ayo , mbeu dzayo dziri mukati mayo , panyika ; zvikaita saizvozvo .

(src)="b.GEN.1.12.1"> Ary ny tany naniry ahitra sy anana mamoa samy araka ny karazany avy , ary hazo mamoa izay manam-boa ao aminy , samy araka ny karazany avy .
(src)="b.GEN.1.12.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .
(trg)="b.GEN.1.12.1"> Nyika ikameresa uswa , nemiriwo inobereka mbeu dzina marudzi adzo , nemiti inobereka michero , mbeu dzayo dziri mukati mayo , inamarudzi ayo ; Mwari akaona kuti zvakanaka .

(src)="b.GEN.1.13.1"> Dia nisy hariva. ary nisy maraina , andro fahatelo izany .
(trg)="b.GEN.1.13.1"> Madeko akavapo namangwanani akavapo zuva retatu .

(src)="b.GEN.1.14.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia fahazavana eny amin ' ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina ; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo .
(trg)="b.GEN.1.14.1"> Mwari akati : Zviedza ngazvivepo panzvimbo yedenga , kuti zviparadzanise masikati nousiku ; kuti zvive zviratidzo , nenguva , namazuva , namakore ;

(src)="b.GEN.1.15.1"> Ary aoka ho fanazavana eny amin ' ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin ' ny tany ; dia nisy izany .
(trg)="b.GEN.1.15.1"> ngazvive zviedza panzvimbo yedenga , kuti zvivhenekere panyika ; zvikaita saizvozvo .

(src)="b.GEN.1.16.1"> Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe , dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana .
(trg)="b.GEN.1.16.1"> Mwari akaita zviedza zvikuru zviviri ; chiedza chikuru kuti chibate ushe masikati , nechiedza chiduku , kuti chibate ushe usiku , nenyeredziwo .

(src)="b.GEN.1.17.1"> Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin ' ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin ' ny tany ,
(trg)="b.GEN.1.17.1"> Mwari akazviisa pasi penzvimbo yedenga , kuti zvivhenekere panyika ,

(src)="b.GEN.1.18.1"> sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina , ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina .
(src)="b.GEN.1.18.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .
(trg)="b.GEN.1.18.1"> zvibate ushe masikati nousiku , nokuparadzanisa chiedza nerima ; Mwari akaona kuti zvakanaka .

(src)="b.GEN.1.19.1"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahefatra izany .
(trg)="b.GEN.1.19.1"> Madeko akavapo , namangwanani akavapo , zuva rechina .

(src)="b.GEN.1.20.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny rano ho be zava-manan ' aina ; ary aoka hisy vorona hanidina ambonin ' ny tany eny amin ' ny habakabaky ny lanitra .
(trg)="b.GEN.1.20.1"> Mwari akati : Mvura ngaizare nezvipenyu zvizhinji , neshiri dzibhururuke pamusoro penyika munzvimbo yedenga .

(src)="b.GEN.1.21.1"> Ary Andriamanitra nahary ny biby vaventy anaty rano sy ny zava-manan ' aina mihetsiketsika rehetra , izay efa betsaka ao amin ' ny rano , samy araka ny karazany avy , ary ny voro-manidina rehetra , samy araka ny karazany avy .
(src)="b.GEN.1.21.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .
(trg)="b.GEN.1.21.1"> Mwari akasika mhuka huru dzegungwa , nezvipenyu zvose zvinokambaira , izvo mvura yakanga izere nazvo , zvina marudzi azvo , neshiri dzose dzina mapapiro , dzina marudzi adzo ; Mwari akaona kuti zvakanaka .

(src)="b.GEN.1.22.1"> Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe : Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin ' ny ranomasina ; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin ' ny tany .
(trg)="b.GEN.1.22.1"> Mwari akazviropafadza , akati : Berekai , muwande , muzadze mvura iri mumakungwa ; neshiri ngadziwande panyika .

(src)="b.GEN.1.23.1"> Dia nisy fa hariva , ary nisy maraina , andro fahadimy izany .
(trg)="b.GEN.1.23.1"> Madeko akavapo , namangwanani akavapo , zuva reshanu .

(src)="b.GEN.1.24.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny tany hamoaka zava-manan ' aina samy araka ny karazany avy , dia biby fiompy sy biby mandady sy mikisaka ary bibi-dia , samy araka ny karazany avy ; dia nisy izany .
(trg)="b.GEN.1.24.1"> Mwari akati : Nyika ngaibereke zvipenyu zvina marudzi azvo , nezvipfuwo , nezvinokambaira , nemhuka dzenyika , zvina marudzi azvo ; zvikaita saizvozvo .

(src)="b.GEN.1.25.1"> Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia , samy araka ny karazany avy , sy ny biby fiompy , samy araka ny karazany avy , ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany , samy araka ny karazany avy .
(src)="b.GEN.1.25.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .
(trg)="b.GEN.1.25.1"> Mwari akaita mhuka dzenyika dzina marudzi adzo , nezvipfuwo zvina marudzi azvo , nezvinhu zvose zvinokambaira panyika zvina marudzi azvo ; Mwari akaona kuti zvakanaka .

(src)="b.GEN.1.26.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika , araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin ' ny hazandrano ao amin ' ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany .
(trg)="b.GEN.1.26.1"> Mwari akati : Ngatiite munhu nomufananidzo wedu , akafanana nesu ; ngaave nesimba pamusoro pehove dzegungwa , napamusoro peshiri dzedenga , napamusoro pezvipfuwo , napamusoro penyika yose , napamusoro pezvipenyu zvose zvinokambaira panyika .

(src)="b.GEN.1.27.1"> Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny ; tahaka ny endrik ' Andriamanitra no namoronany azy ; lahy sy vavy no namoronany azy .
(trg)="b.GEN.1.27.1"> Mwari akasika munhu nomufananidzo waMwari ; akavasika murume nomukadzi .

(src)="b.GEN.1.28.1"> Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe : Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany , ka mampanompoa azy ; ary manjaka amin ' ny hazandrano ao amin ' ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin ' ny tany .
(trg)="b.GEN.1.28.1"> Mwari akavaropafadza , Mwari akati kwavari : Berekai , muwande , muzadze nyika , mubate ushe pairi ; muve nesimba pamusoro pehove dzegungwa , napamusoro peshiri dzedenga , napamusoro pezvipenyu zvose zvinokambaira panyika .

(src)="b.GEN.1.29.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Indro , efa nomeko anareo ny anana manintsam-boa rehetra izay ambonin ' ny tany rehetra ary ny hazo rehetra izay misy voa sady manintsam-boa ; dia ho fihinana anareo ireny .
(trg)="b.GEN.1.29.1"> Mwari akati : Tarirai , ndakakupai miriwo yose inobereka mbeu , iri panyika yose , nemiti yose ine michero yemiti inobereka mbeu , kuti zvive zvokudya zvenyu .

(src)="b.GEN.1.30.1"> Ary ny amin ' ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan ' aina rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany , dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany ; dia nisy izany.Ary hitan ' Andriamanitra izay rehetra nataony , ary , indro , tsara indrindra izany .
(src)="b.GEN.1.30.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahenina izany .
(trg)="b.GEN.1.30.1"> Mhuka dzose dzenyika , neshiri dzose dzedenga , nezvipenyu zvose zvinokambaira panyika , zvinemweya woupenyu , ndakazvipa miriwo yose minyoro , kuti zvive zvokudya zvazvo ; zvikaita saizvozvo .

(src)="b.GEN.1.31.1"> Ary hitan ' Andriamanitra izay rehetra nataony , ary , indro , tsara indrindra izany .
(src)="b.GEN.1.31.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahenina izany .
(trg)="b.GEN.1.31.1"> Mwari akaona zvose zvaakaita , onei zvakanaka kwazvo .
(trg)="b.GEN.1.31.2"> Madeko akavapo , namangwanani akavapo , zuva retanhatu .

(src)="b.GEN.2.1.1"> Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy .
(trg)="b.GEN.2.1.1"> Denga nenyika zvikapera saizvozvo , nouzhinji hwazvo .

(src)="b.GEN.2.2.1"> Ary tamin ' ny andro fahafito dia vitan ' Andriamanitra ny asa efa nataony ; ary dia nitsahatra tamin ' ny andro fahafito Izy tamin ' ny asany rehetra izay efa nataony .
(trg)="b.GEN.2.2.1"> Mwari akapedza basa rake raakaita nomusi wechinomwe ; akazorora nomusi wechinomwe pabasa rake rose raakaita .

(src)="b.GEN.2.3.1"> Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy , satria tamin ' izany no nitsaharan ' Andriamanitra tamin ' ny asany rehetra izay noforoniny tamin ' ny nanaovany azy .
(trg)="b.GEN.2.3.1"> Mwari akaropafadza musi wechinomwe , akauita mutsvene ; nokuti akazorora nawo pabasa rake rose , raakanga asika nokuita iye Mwari .
(trg)="b.GEN.2.3.2"> Kusikwa kwavanhu vokutanga nokuiswa kwavo muEdheni

(src)="b.GEN.2.4.1"> [ Ny saha tao Edena , sy ny toetry ny olombelona fony tsy mbola nanota izy ] Ary izao no tantaran ' ny lanitra sy ny tany tamin ' ny namoronana azy , dia tamin ' ny nanaovan ' i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra :
(trg)="b.GEN.2.4.1"> Ndiko kuvamba kwedenga nenyika , musi wazvakasikwa : Nezuva iroro Jehovha Mwari raakasika naro nyika nedenga ,

(src)="b.GEN.2.5.1"> Ny hazo madinika famboly dia tsy mbola nisy teo amin ' ny tany , ary ny anana famboly tsy mbola nisy naniry ; fa tsy mbola nampilatsaka ranonorana tambonin ' ny tany Jehovah Andriamanitra , ary nisy olona hiasa ny tany ;
(trg)="b.GEN.2.5.1"> makwenzi esango akanga achigere kuvapo panyika , nemiriwo yesango yakanga ichigere kumera ; nokuti Jehovha Mwari akanga asati anaisa mvura panyika , uye kwakanga kusina munhu kuzorima pasi ;

(src)="b.GEN.2.6.1"> nefa nisy zavona niakatra avy tamin ' ny tany ka nandena ny tany rehetra .
(trg)="b.GEN.2.6.1"> asi mhute yaisikwira ichibva panyika ichinyorevesa nyika yose .

(src)="b.GEN.2.7.1"> Ary vovo-tany no namoronan ' i Jehovah Andriamanitra ny olona , ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony ; dia tonga olombelona izy .
(trg)="b.GEN.2.7.1"> Jehovha Mwari akaumba munhu neguruva revhu , akafuridzira mweya woupenyu mumhino dzake ; munhu akava mweya mupenyu .

(src)="b.GEN.2.8.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana , ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny .
(trg)="b.GEN.2.8.1"> Jehovha Mwari akasima munda muEdheni , kumabvazuva , akaisapo munhu waakanga aumba .

(src)="b.GEN.2.9.1"> Ary nampanirin ' i Jehovah Andriamanitra teo amin ' ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana , ary ny hazon ' aina teo afovoan ' ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy .
(trg)="b.GEN.2.9.1"> Jehovha Mwari akameresa pasi miti yose inofadza meso , neyakanaka kudya ; uye muti woupenyu pakati pomunda , nomuti wokuziva zvakanaka nezvakaipa .

(src)="b.GEN.2.10.1"> Ary nisy ony nivoaka avy tao Edena handena ny saha ; hatreo izy dia nizara ka nisampana efatra :
(trg)="b.GEN.2.10.1"> MuEdheni mukabuda rwizi kuzodiridza munda uyo , rukaparadzana ipapo , dzikaita hova ina .

(src)="b.GEN.2.11.1"> Ny anaran ' ny voalohany dia Pisona ; io no mandeha manodidina ny tany Havila rehetra , izay misy ny volamena ;
(trg)="b.GEN.2.11.1"> Zita rorwokutanga ndiPishoni ; ndirwo runopoteredza nyika yose yeHavhira , pane ndarama ipapo ;

(src)="b.GEN.2.12.1"> ary tsara ny volamena amin ' izany tany izany ; any ny bedola sy ny vato beryla .
(trg)="b.GEN.2.12.1"> ndarama yenyika iyoyo yakanaka ; uyewo pane dheriumu nebwe reonikisi .

(src)="b.GEN.2.13.1"> Ary ny anaran ' ny ony faha dia Gihona ; io no mandeha manodidina ny tany Kosy rehetra .
(trg)="b.GEN.2.13.1"> Zita rorwizi rwechipiri ndiGihoni ; ndirwo runopoteredza nyika yose yeKushi .

(src)="b.GEN.2.14.1"> Ary ny anaran ' ny ony fahatelo dia Hidekela ; io no mandeha tandrifin ' i Asyria .
(src)="b.GEN.2.14.2"> Ary ny ony fahefatra dia Eofrata .
(trg)="b.GEN.2.14.1"> Zita rorwizi rwechitatu ndiHedhekeri , ndirwo runoyerera kumabvazuva kweAsiria .
(trg)="b.GEN.2.14.2"> Rwizi rwechina ndiYufuratesi .

(src)="b.GEN.2.15.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin ' ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy .
(trg)="b.GEN.2.15.1"> Jehovha Mwari akatora munhu , akamuisa mumunda weEdheni , kuti aurime nokuuchengeta .

(src)="b.GEN.2.16.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy ka nanao hoe : Ny hazo rehetra eo amin ' ny saha dia azonao ihinanana ihany ;
(trg)="b.GEN.2.16.1"> Jehovha Mwari akaraira munhu achiti , Ungadya hako miti yose yomunda ,

(src)="b.GEN.2.17.1"> fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana ; fa amin ' ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao .
(trg)="b.GEN.2.17.1"> asi muti wokuziva zvakanaka nezvakaipa usaudya ; nokuti nomusi waunoudya , uchafa zvirokwazvo .

(src)="b.GEN.2.18.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe : Tsy tsara raha irery ralehilahy ; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy .
(trg)="b.GEN.2.18.1"> Jehovha Mwari akatizve , Hazvina kunaka kuti munhu agare ari woga ; ndichamuitira mubatsiri akamukwanira .

(src)="b.GEN.2.19.1"> Ary tany no namoronan ' i Jehovah Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ; dia nentiny tany amin-dralehilahy ireny hahitany izay hanononany azy avy ; ary izay rehetra nanononan-dralehilahy ny zava-manan ' aina rehetra , dia izany no anarany .
(trg)="b.GEN.2.19.1"> Jehovha Mwari akaumba nevhu mhuka dzose dzesango , neshiri dzose dzedenga , akadziisa kumunhu kuti aone kuti achadzitumidza mazita api ; zvipenyu zvose sezvazvakatumidzwa nomunhu , ndiwo akava mazita azvo .

(src)="b.GEN.2.20.1"> Dia nomen-dralehilahy anarana ny biby fiompy rehetra sy ny ny voro-manidina mbamin ' ny bibi-dia rehetra ; nefa tsy hita izay vady sahaza ho an-dralehilahy .
(trg)="b.GEN.2.20.1"> Munhu akatumidza zvipfuwo zvose mazita , neshiri dzedenga , nemhuka dzose dzesango ; asi kwakashaikwa mubatsiri akamukwanira iye munhu .

(src)="b.GEN.2.21.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy , ka dia natory izy ; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony .
(trg)="b.GEN.2.21.1"> Ipapo Jehovha Mwari akavatisa munhu hope huru , akavata ; akatora rumbabvu rwake rumwe , akadzivira nyama panzvimbo yarwo .

(src)="b.GEN.2.22.1"> Ary ny taolan-tehezana izay nalain ' i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy .
(trg)="b.GEN.2.22.1"> Norumbabvu urwo Jehovha Mwari rwaakatora pamunhu , akaita mukadzi narwo , akamuisa kumunhu .

(src)="b.GEN.2.23.1"> Ary hoy ralehilahy : Ankehitriny dia taolana avy amin ' ny taolako sy nofo avy amin ' ny nofoko ity ; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy .
(trg)="b.GEN.2.23.1"> Munhu akati , Zvino uyu ipfupa ramapfupa angu , nenyama yenyama yangu , uchatumidzwa Mukadzi , nokuti wakabviswa paMurume .

(src)="b.GEN.2.24.1"> Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin ' ny vadiny ; dia ho nofo iray ihany ireo.Ary nitanjaka izy mivady , dia ralehilahy sy ny vadiny , nefa tsy nahalala henatra izy .
(trg)="b.GEN.2.24.1"> Naizvozvo munhu anofanira kusiya baba vake namai vake , anamatire mukadzi wake , vave nyama imwe .

(src)="b.GEN.2.25.1"> Ary nitanjaka izy mivady , dia ralehilahy sy ny vadiny , nefa tsy nahalala henatra izy .
(trg)="b.GEN.2.25.1"> Vose vari vaviri vakanga vasina kusimira , munhu nomukadzi wake , asi havana kunyara .

(src)="b.GEN.3.1.1"> [ Ny nanotan ' i Adama sy Eva , sy izay nataon ' Andriamanitra taminy ] Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon ' i Jehovah Andriamanitra .
(src)="b.GEN.3.1.2"> Ary hoy izy tamin-dravehivavy : Hanky ! efa nataon ' Andriamanitra hoe : Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin ' ny saha ?
(trg)="b.GEN.3.1.1"> Zvino nyoka yakanga ina mano kupfuura mhuka dzose dzesango dzakanga dzaitwa naJehovha Mwari .
(trg)="b.GEN.3.1.2"> Ikati kumukadzi , Nhai , ndizvo here kuti Mwari akati , Regai kudya miti yose yomunda ?

(src)="b.GEN.3.2.1"> Fa hoy ravehivavy tamin ' ny menarana : Ny voan ' ny hazo eo amin ' ny saha dia azonay ihinanana ihany ;
(trg)="b.GEN.3.2.1"> Mukadzi akati kunyoka , Tingadya hedu michero yemiti pamunda ,

(src)="b.GEN.3.3.1"> fa ny voan ' ny hazo eo afovoan ' ny saha kosa no efa nataon ' Andriamanitra hoe : Aza hihinanareo na tendrenareo izany , fandrao maty ianareo .
(trg)="b.GEN.3.3.1"> asi kana iri michero yomuti uri pakati pomunda , Mwari akati , Regai kuudya , kana kuubata , kuti murege kufa .

(src)="b.GEN.3.4.1"> Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy : Tsy ho faty tsy akory ianareo ;
(trg)="b.GEN.3.4.1"> Nyoka ikati kumukadzi , Hamungafi zviro kwazvo ,

(src)="b.GEN.3.5.1"> fa fantatr ' Andriamanitra fa na amin ' izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo , ka ho tahaka an ' Andriamanitra ianareo , hahalala ny ny tsara sy ny ratsy .
(trg)="b.GEN.3.5.1"> nokuti Mwari anoziva kuti nomusi wamunoudya nawo , meso enyu achasvinudzwa , mukava saMwari , muchiziva zvakanaka nezvakaipa .

(src)="b.GEN.3.6.1"> Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry , dia nanotazany ny voany ka nihinanany ; ary nomeny koa ny vadiny ; ka dia nihinana izy .
(trg)="b.GEN.3.6.1"> Zvino mukadzi akati achiona kuti muti wakanaka kudyiwa , uye kuti unofadza meso , uye kuti muti unodikanwa kungwadza munhu , akatora muchero yawo , akadya , akapawo murume wake , akadya naiyewo .

(src)="b.GEN.3.7.1"> Dia nahiratra ny mason ' izy mivady , ka fantany fa mitanjaka izy ; ary nanjaitra ravin ' aviavy izy , ka nataony sikina ho azy .
(trg)="b.GEN.3.7.1"> Ipapo meso avo , ivo vaviri , akasvinudzwa , vakaziva kuti havana kusimira ; vakasonanidza mashizha omuonde , vakazviitira nguvo .

(src)="b.GEN.3.8.1"> Ary nandre an ' i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin ' ny saha izy , rehefa ho hariva ny andro ; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan ' i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin ' ny saha .
(trg)="b.GEN.3.8.1"> Vakanzwa inzwi raJehovha Mwari achifamba mumunda kwotonhorera madekwana , munhu nomukadzi wake ndokundohwanda pamberi paJehovha Mwari pakati pemiti yomunda .

(src)="b.GEN.3.9.1"> Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe : Aiza moa ianao ?
(trg)="b.GEN.3.9.1"> Jehovha Mwari akadana munhu , akati kwaari , Uripiko ?

(src)="b.GEN.3.10.1"> Dia hoy izy : Nandre Anao tao amin ' ny saha aho ; dia natahotra aho , satria mitanjaka , ka dia niery .
(trg)="b.GEN.3.10.1"> Iye akati , Ndakanzwa inzwi renyu mumunda , ndikatya , nokuti ndakanga ndisina kusimira , ndikahwanda .

(src)="b.GEN.3.11.1"> Ary hoy Izy : Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao ?
(src)="b.GEN.3.11.2"> Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao ?
(trg)="b.GEN.3.11.1"> Iye akati , Ndianiko akakuudza kuti hauna kusimira ?
(trg)="b.GEN.3.11.2"> Wakadya kanhi muti wandakakuraira kuti urege kuudya ?

(src)="b.GEN.3.12.1"> Dia hoy ralehilahy : Ny vehivavy izay nomenao ho namako , izy no nanome ahy ny voankazo , ka dia nihinana aho .
(trg)="b.GEN.3.12.1"> Munhu akati , Mukadzi wamakandipa kuti ave neni , ndiye wakandipa zvomuti ndikadya .

(src)="b.GEN.3.13.1"> Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy : Inona izao nataonao izao ?
(src)="b.GEN.3.13.2"> Dia hoy ravehivavy : Ny menarana no namitaka ahy , ka dia nihinana aho .
(trg)="b.GEN.3.13.1"> Jehovha Mwari akati kumukadzi , Chiiko icho chawakaita ?
(trg)="b.GEN.3.13.2"> Mukadzi akati , Nyoka yakandinyengera , ndikadya .

(src)="b.GEN.3.14.1"> Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin ' ny menarana : Satria nanao izany ianao , koa amin ' ny biby fiompy rehetra sy ny bibi-dia rehetra dia ianao no voaozona : ny kibonao no handehananao , ary vovo-tany no hohaninao amin ' ny andro rehetra hiainanao .
(trg)="b.GEN.3.14.1"> Jehovha Mwari akati kunyoka , Zvawaita izvozvo , watukwa kupfuura mhuka dzose dzesango ; uchafamba nedumbu rako , uchadya guruva mazuva ose oupenyu hwako .

(src)="b.GEN.3.15.1"> Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany : izy hanorotoro ny lohanao , ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony .
(trg)="b.GEN.3.15.1"> Ndichaisa ruvengo pakati pako nomukadzi , napakati porudzi rwako norudzi rwake , irwo rwuchapwanya musoro wako , newe uchapwanya chitsitsinho charwo .

(src)="b.GEN.3.16.1"> Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy : Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho , indrindra fa raha manan ' anaka ianao ; ary fahoriana no hiterahanao zanaka ; ary ny vadinao no hianteheran ' ny fanirianao , ka izy no hanapaka anao .
(trg)="b.GEN.3.16.1"> Kumukadzi akati , Ndichawanza zvikuru kurwadziwa kwako nokutora mimba kwako , uchabereka vana uchirwadziwa ; kuda kwako kuchava kumurume wako , iye achava ishe wako .

(src)="b.GEN.3.17.1"> Ary hoy koa Izy tamin ' i Adama : Satria efa nihaino ny feon ' ny vadinao ianao , ka nihinananao ny hazo , izay nandrarako anao hoe : Aza ihinananao izany , dia voaozona ny tany noho izay nataonao ; fahoriana no hihinanao ny vokany amin ' ny andro rehetra hiainanao .
(trg)="b.GEN.3.17.1"> Kumunhu akati , Zvawakateerera inzwi romukadzi wako , ukadya muti wandakakuraira ndichiti , Usaudya , zvino nyika yatukwa nemhosva yako , uchadya zvibereko zvayo nokutambudzika mazuva ose oupenyu hwako ;

(src)="b.GEN.3.18.1"> Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy ; ary hohaninao ny anana famboly .
(trg)="b.GEN.3.18.1"> ichakuberekera minzwa norukato , iwe uchadya miriwo yomusango ;

(src)="b.GEN.3.19.1"> Ny fahatsembohan ' ny tavanao no hahazoanao hanina mandra-piverinao any amin ' ny tany ; fa ny tany no nanalana anao ; fa vovoka ianao , ary hiverina ho amin ' ny vovoka indray ianao .
(trg)="b.GEN.3.19.1"> uchadya zvokudya zvako neziya rechiso chako kusvikira wadzokera kuvhu ; nokuti wakatorwa kwariri .
(trg)="b.GEN.3.19.2"> Zvauri guruva , uchadzokerazve kuguruva .

(src)="b.GEN.3.20.1"> Ary ralehilahy nanao ny anaran ' ny vadiny hoe Eva , satria izy no renin ' ny olombelona rehetra .
(trg)="b.GEN.3.20.1"> Munhu akatumidza mukadzi wake zita rinonzi Evha ; nokuti ndiye mai vavapenyu vose .

(src)="b.GEN.3.21.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an ' i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy .
(trg)="b.GEN.3.21.1"> Jehovha Mwari akaitira munhu nomukadzi wake nguvo dzamatehwe , akavafukidza nadzo .

(src)="b.GEN.3.22.1"> Ary hoy Jehovah Andriamanitra : Indro , ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy ; ary ankehitriny , andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon ' aina , ary hohaniny , ka ho velona mandrakizay izy ;
(trg)="b.GEN.3.22.1"> Zvino Jehovha Mwari akati , Tarirai , munhu ava somumwe wedu zvaanoziva zvakanaka nezvakaipa ; zvino zvimwe angatambanudza ruoko rwake akatorawo zvomuti woupenyu , akadya , akararama nokusingaperi .

(src)="b.GEN.3.23.1"> ka dia nesorin ' i Jehovah Andriamanitra tamin ' ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy.Eny , noroahiny ny olona ; ary nampitoeriny tany atsinanan ' ny saha Edena ny kerobima sy ny lelafon ' ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin ' ny hazon ' aina .
(trg)="b.GEN.3.23.1"> Naizvozvo Jehovha Mwari akamubudisa mumunda weEdheni , kuti arime ivhu raakatorwa kwariri .

(src)="b.GEN.3.24.1"> Eny , noroahiny ny olona ; ary nampitoeriny tany atsinanan ' ny saha Edena ny kerobima sy ny lelafon ' ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin ' ny hazon ' aina .
(trg)="b.GEN.3.24.1"> Naizvozvo akadzinga munhu , akaisa makerubhi kurutivi rwamabvazuva rwomunda weEdheni , nomurazvo womunondo waimonereka kumativi ose , kurindira nzira yomuti woupenyu .

(src)="b.GEN.4.1.1"> [ Ny amin ' i Kaina sy Abela ] Ary Adama nahalala an ' i Eva vadiny ; dia nanan ' anaka Eva ka niteraka an ' i Kaina , ary hoy izy : Efa nahazo zazalahy tamin ' i Jehovah aho .
(trg)="b.GEN.4.1.1"> Zvino Adhamu wakaziva mukadzi wake Evha ; iye ndokutora mimba , akapona Kaini , akati , Ndawana munhu , ndichibatsirwa naJehovha .

(src)="b.GEN.4.2.1"> Ary niteraka an ' i Abela rahalahiny koa izy .
(src)="b.GEN.4.2.2"> Ary Abela dia mpiandry ondry , fa Kaina kosa mpiasa tany .
(trg)="b.GEN.4.2.1"> Akazoponazve munununa wake Abhero .
(trg)="b.GEN.4.2.2"> Abhero wakanga ari mufudzi wamakwai , Kaini wakanga ari murimi wevhu .

(src)="b.GEN.4.3.1"> Ary rehefa afaka elaela , dia nitondran ' i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an ' i Jehovah ;
(trg)="b.GEN.4.3.1"> Zvino nguva yakati yapfuura , Kaini akauya nezvibereko zvevhu , chive chipo kuna Jehovha .

(src)="b.GEN.4.4.1"> fa nitondran ' i Abela kosa ny voalohan-terak ' ondriny , dia izay matavy .
(src)="b.GEN.4.4.2"> Ary Jehovah nankasitraka an ' i Abela mbamin ' ny fanatiny ;
(trg)="b.GEN.4.4.1"> NaAbherowo akauya namakwayana ake ematangwe akakorawo .
(trg)="b.GEN.4.4.2"> Jehovha ndokugamuchira Abhero nechipiriso chake ;

(src)="b.GEN.4.5.1"> fa Kaina mbamin ' ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany .
(src)="b.GEN.4.5.2"> Dia tezitra indrindra Kaina , sady nanjombona ny tarehiny .
(trg)="b.GEN.4.5.1"> asi Kaini nechipiriso chake haana kumugamuchira .
(trg)="b.GEN.4.5.2"> Ipapo Kaini akatsamwa kwazvo , chiso chake chikaunyana .

(src)="b.GEN.4.6.1"> Ary hoy Jehovah tamin ' i Kaina : Nahoana no tezitra ianao ?
(src)="b.GEN.4.6.2"> Ary nahoana no manjombona ny tarehinao ?
(trg)="b.GEN.4.6.1"> Ipapo Jehovha akati kuna Kaini , Watsamwireiko ?
(trg)="b.GEN.4.6.2"> Chiso chako chakaunyana nei ?

(src)="b.GEN.4.7.1"> Raha tsara toetra ianao , moa tsy ho miramirana va ?
(src)="b.GEN.4.7.2"> Fa raha tsy tsara toetra kosa ianao , dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota ; ary ianao no kendren ' ny faniriany , kanefa ianao no tokony hanapaka azy .
(trg)="b.GEN.4.7.1"> Kana ukaita zvakanaka , haungafari here pachiso chako ?
(trg)="b.GEN.4.7.2"> Kana usingaiti zvakanaka , zvivi zvinokuhwandira pamusuo ; zvichakutsvaka , asi iwe unofanira kuzvikunda .

(src)="b.GEN.4.8.1"> Ary Kaina niteny tamin ' i Abela rahalahiny ; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy , dia nitsangana Kaina nanatona an ' i Abela rahalahiny , ka namono azy .
(trg)="b.GEN.4.8.1"> Zvino Kaini wakataurirana nomunununa wake Abhero ; vakati vari kusango , Kaini ndokumukira Abhero munununa wake , akamuuraya .

(src)="b.GEN.4.9.1"> Ary hoy Jehovah tamin ' i Kaina : Aiza Abela rahalahinao ?
(src)="b.GEN.4.9.2"> Fa hoy izy : Asa ; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho ?
(trg)="b.GEN.4.9.1"> Ipapo Jehovha akati kuna Kaini , Arikupiko Abhero , munununa wako ?
(trg)="b.GEN.4.9.2"> Iye akati , Handizivi , ndini mufudzi womunununa wangu here ?

(src)="b.GEN.4.10.1"> Ary hoy Izy : Inona no nataonao ?
(src)="b.GEN.4.10.2"> Ny feon ' ny ran ' ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin ' ny tany .
(trg)="b.GEN.4.10.1"> Akati , Waiteiko ?
(trg)="b.GEN.4.10.2"> Inzwi reropa romunununa wako rinodaidzira kwandiri panyika .

(src)="b.GEN.4.11.1"> Ary ankehitriny dia voaozona ianao hiala amin ' ny tany onenana , izay nivava hitelina ny ran ' ny rahalahinao nalatsaky ny tananao .
(trg)="b.GEN.4.11.1"> Zvino watukwa , wadzingwa panyika , iyo yakashamisa muromo wayo kugamuchira ropa romunununa wako paruoko rwako ;

(src)="b.GEN.4.12.1"> Raha miasa ny tany ianao , tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy ; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin ' ny tany ianao .
(trg)="b.GEN.4.12.1"> kana uchirima ivhu , haringakupi simba raro ; uchava mutizi nomudzungairi panyika .

(src)="b.GEN.4.13.1"> Dia hoy Kaina tamin ' i Jehovah : Lehibe ny valin ' ny heloko mihoatra noho izay zakako .
(trg)="b.GEN.4.13.1"> Ipapo Kaini akati kuna Jehovha , Kurohwa kwangu kukuru , handingakutakuri .

(src)="b.GEN.4.14.1"> Indro , efa noroahinao hiala amin ' ny tany onenana aho androany ; dia hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin ' ny tany ; koa na iza na iza hahita ahy dia hamono ahy .
(trg)="b.GEN.4.14.1"> Tarirai , mandidzinga nhasi panyika ino , ndichavanda pamberi penyu ; ndichava mutizi nomudzungairi panyika ; ani naani anondiwana achandiuraya .

(src)="b.GEN.4.15.1"> Ary hoy Jehovah taminy : Noho izany na iza na iza hamono an ' i Kaina , dia hovaliana fito eny izy .
(src)="b.GEN.4.15.2"> Ary Jehovah nanao famantarana ho an ' i Kaina ; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy .
(trg)="b.GEN.4.15.1"> Jehovha akati kwaari , Naizvozvo ani naani anouraya Kaini achatsiviwa kanomwe .
(trg)="b.GEN.4.15.2"> Jehovha ndokuisira Kaini chiratidzo , kuti munhu anozomuwana arege kumuuraya .

(src)="b.GEN.4.16.1"> Ary Kaina dia niala teo anatrehan ' i Jehovah ka nonina tao amin ' ny tany Noda tandrifin ' i Edena .
(trg)="b.GEN.4.16.1"> Ipapo Kaini wakabva pamberi paJehovha , akandogara panyika yeNodhi , kumabvazuva kweEdheni .
(trg)="b.GEN.4.16.2"> Vana vaKaini

(src)="b.GEN.4.17.1"> [ Ny taranak ' i Kaina , sy ny nahaterahan ' i Seta ] Ary Kaina nahalala ny vadiny , dia nanan ' anaka ravehivavy ka niteraka an ' i Enoka ; ary nanorina vohitra Kaina , ka ny anaran ' ny vohitra dia nataony hoe Enoka , araka ny anaran ' ny zananilahy .
(trg)="b.GEN.4.17.1"> Kaini akaziva mukadzi wake , akatora mimba , akapona Enoki ; akavaka guta , akatumidza guta zita romwanakomana wake Enoki .

(src)="b.GEN.4.18.1"> Ary Enoka niteraka an ' Irada ; ary Irada niteraka an ' i Mehojaela ; ary Mehojaela niteraka an ' i Metosaela ; ary Metosaela niteraka an ' i Lameka .
(trg)="b.GEN.4.18.1"> Enoki akaberekerwa Iradhi ; Iradhi akabereka Mehujaeri ; Mehujaeri akabereka Metushaeri ; Metushaeri akabereka Rameki ;

(src)="b.GEN.4.19.1"> Ary Lameka nampirafy roa : ny anaran ' ny anankiray Ada , ary ny anaran ' ny anankiray Zila .
(trg)="b.GEN.4.19.1"> Rameki akawana vakadzi vaviri , zita romumwe rainzi Adha , zita romumwe rainzi Zira .

(src)="b.GEN.4.20.1"> Ary Ada niteraka an ' i Jabala ; izy no rain ' ny mpitoetra an-day , mpiandry omby aman ' ondry .
(trg)="b.GEN.4.20.1"> Adha akapona Jabhari ; iye waiva baba vavanhu vanogara mumatende vane zvipfuwo .