# plt/Malagasy.xml.gz
# shi/Tachelhit-NT.xml.gz


(src)="b.MAT.1.1.1"> Ny filazana ny razan ' i Jesosy Kristy , zanak ' i Davida zanak ' i Abrahama .
(trg)="b.MAT.1.1.1"> arra n-tlalit n-yasuɛ lmasiḥ yus n-dawd yus n-ibrahim .

(src)="b.MAT.1.2.1"> Abrahama niteraka an ' i Isaka ; ary Isaka niteraka an ' i Jakoba ; ary Jakoba niteraka an ' i Joda mirahalahy avy ;
(trg)="b.MAT.1.2.1"> ibrahim yuru isḥaq. isḥaq yuru yaɛqub. yaɛqub yuru yahuda d-aytmas .

(src)="b.MAT.1.3.1"> ary Joda niteraka an ' i Fareza sy Zara tamin ' i Tamara ; ary Fareza niteraka an ' i Hezrona ; ary Hezrona niteraka an-dRama ;
(trg)="b.MAT.1.3.1"> yahuda yuru fariṣ d-zaraḥ ( tga innatsn tamar ) . fariṣ yuru ḥaṣrun , ḥaṣrun yuru aram ,

(src)="b.MAT.1.4.1"> ary Rama niteraka an ' i Aminadaba ; ary Aminadaba niteraka an ' i Nasona ; ary Nasona niteraka an ' i Salmona ;
(trg)="b.MAT.1.4.1"> aram yuru ɛamminadab , ɛamminadab yuru naḥšun , naḥšun yuru salmun .

(src)="b.MAT.1.5.1"> ary Salmona niteraka an ' i Boaza tamin-dRahaba ; ary Boaza niteraka an ' i Obeda tamin-dRota ; ary Obeda niteraka an ' i Jese ;
(trg)="b.MAT.1.5.1"> salmun yuru buɛaz ( tga innas raḥab ) . buɛaz yuru ɛubid ( tga innas raɛut ) . ɛubid yuru yassa ,

(src)="b.MAT.1.6.1"> ary Jese niteraka an ' i Davida mpanjaka .
(src)="b.MAT.1.6.2"> Ary Davida niteraka an ' i Solomona tamin ' ny vadin ' i Oria ;
(trg)="b.MAT.1.6.1"> yassa yuru dawd agllid. dawd yuru suliman ( innas n-suliman tkka-ttin tga tamġart n-urriyya ) .

(src)="b.MAT.1.7.1"> ary Solomona niteraka an-dRehoboama ; ary Rehoboama niteraka an ' i Abia ; ary Abia niteraka an ' i Asa ;
(trg)="b.MAT.1.7.1"> suliman yuru raḥbɛam , raḥbɛam yuru abiyya , abiyya yuru asa ,

(src)="b.MAT.1.8.1"> ary Asa niteraka an ' i Josafata ; ary Josafata niteraka an ' i Jorama ; ary Jorama niteraka an ' i Ozia ;
(trg)="b.MAT.1.8.1"> asa yuru yahušafaṭ , yahušafaṭ yuru yuram , yuram yuru ɛuzziyya ,

(src)="b.MAT.1.9.1"> ary Ozia niteraka an ' i Jotama ; ary Jotama niteraka an ' i Ahaza ; ary Ahaza niteraka an ' i Hezekia ;
(trg)="b.MAT.1.9.1"> ɛuzziyya yuru yutam , yutam yuru aḥaz , aḥaz yuru ḥazqiyya ,

(src)="b.MAT.1.10.1"> ary Hezekia niteraka an ' i Manase ; ary Manase niteraka an ' i Amona ; ary Amona niteraka an ' i Josia ;
(trg)="b.MAT.1.10.1"> ḥazqiyya yuru manassa , manassa yuru amun , amun yuru yušiyya ,

(src)="b.MAT.1.11.1"> ary Josia niteraka an ' i Jekonia mirahalahy avy , tamin ' ny nifindrana tany Babylona .
(trg)="b.MAT.1.11.1"> yušiyya yuru yakuniyya d-aytmas ġakud lliġ nkrn ayt-babil awin kullu ayt-yudaya s-tmazirt n-babil .

(src)="b.MAT.1.12.1"> Ary taorian ' ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an ' i Sealtiela ; ary Sealtiela niteraka an ' i Zerobabela ;
(trg)="b.MAT.1.12.1"> tigira n-ma-tn-iwin s-babil yakuniyya yuru šaltil , šaltil yuru zarubbabil ,

(src)="b.MAT.1.13.1"> ary Zerobabela niteraka an ' i Abihoda ; ary Abihoda niteraka an ' i Eliakima ; ary Eliakima niteraka an ' i Azora ;
(trg)="b.MAT.1.13.1"> zarubbabil yuru abihuda , abihuda yuru alyaqim , alyaqim yuru ɛazur ,

(src)="b.MAT.1.14.1"> ary Azora niteraka an ' i Zadoka ; ary Zadoka niteraka an ' i Akima ; ary Akima niteraka an ' i Elihoda ;
(trg)="b.MAT.1.14.1"> ɛazur yuru ṣaduq , ṣaduq yuru ah̬im , ah̬im yuru alyud .

(src)="b.MAT.1.15.1"> ary Elihoda niteraka an ' i Eleazara ; ary Eleazara niteraka an ' i Matana ; ary Matana niteraka an i Jakoba ;
(trg)="b.MAT.1.15.1"> alyud yuru aliɛazr , aliɛazr yuru mattan , mattan yuru yaɛqub .

(src)="b.MAT.1.16.1"> ary Jakoba niteraka an ' i Josefa , vadin ' i Maria ; ary Maria niteraka an ' i Jesosy , Izay atao hoe Kristy .
(trg)="b.MAT.1.16.1"> yaɛqub yuru yusf argaz n-maryam lli-igan innas n-yasuɛ lli-mi-ttinin lmasiḥ .

(src)="b.MAT.1.17.1"> Ary ny taranaka rehetra hatramin ' i Abrahama ka hatramin ' i Davida dia taranaka efatra ambin ' ny folo ; ary hatramin ' i Davida ka hatramin ' ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin ' ny folo ; ary hatramin ' ny nifindrana tany Babylona ka hatramin ' i Kristy dia taranaka efatra ambin ' ny folo .
(trg)="b.MAT.1.17.1"> kkuẓṭ d-mrawt n-tasut a-illan zġ-ibrahim ar dawd. kkuẓṭ d-mrawt n-tasut a-illan zġ-dawd ar akud lliġ iwin ayt-yudaya s-babil. d-kkuẓṭ d-mrawt n-tasut a-illan zġ-lliġ-tn-iwin s-babil ar akud lliġ ilul lmasiḥ .

(src)="b.MAT.1.18.1"> Ary ny nahaterahan ' i Jesosy Kristy dia toy izao : Rehefa nanaiky Maria , renin ' i Jesosy , ho fofombadin ' i Josefa , raha tsy mbola nivady izy , dia hita fa nitoe-jaza avy tamin ' ny Fanahy Masina izy .
(trg)="b.MAT.1.18.1"> ġmkad a-tga-tlalit n-yasuɛ lmasiḥ. innas maryam ttyawḍalab i-yusf , ur-ta-stt-yiwi. taf-n ih̬f-ns is-a-trbbu zġ-tḥkimt n-rruḥ lqudus n-rbbi .

(src)="b.MAT.1.19.1"> Ary Josefa vadiny , izay lehilahy marina sady tsy ta-hanala baraka azy , dia nikasa hametraka azy mangingina .
(trg)="b.MAT.1.19.1"> imma yusf lli-stt-in-iḍalbn iga wad bdda iran a-irḍu rbbi. iswangm ad-as-ifru s-tntla , ašku ur-iri a-stt-iššḥššm ġ-lgddam n-mddn .

(src)="b.MAT.1.20.1"> Fa raha mbola nisaina izany izy , indro , nisy anjelin ' ny Tompo niseho taminy tamin ' ny nofy ka nanao hoe : Ry Josefa , zanak ' i Davida , aza matahotra hampakatra an ' i Maria vadinao ; fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin ' ny Fanahy Masina ,
(trg)="b.MAT.1.20.1"> ar-sul-iswingim ġ-mayan s-as-d-iban yal-lmalak n-sidi rbbi ġ-twargit yini-as : « wa-yusf yus n-dawd , ad-ur-tiksaṭṭ a-tawit maryam a-tg tamġart-nnk , ašku nttat zġ-tḥkimt n-rruḥ lqudus ayn-s-tffuġ ar-trbbu .

(src)="b.MAT.1.21.1"> ka hiteraka Zazalahy izy , ary ny anarany hataonao hoe Jesosy ; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin ' ny fahotany .
(src)="b.MAT.1.21.2"> [ Jesosy = Jehovah no Mpamonjy ]
(trg)="b.MAT.1.21.1"> ra-taru yan-warraw , tgt-as ism ‹ yasuɛ › ašku ra-ijjnjm mddn-ns zġ-ddnub-nsn . »

(src)="b.MAT.1.22.1"> Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazain ' ny Tompo ny mpaminany hoe :
(trg)="b.MAT.1.22.1"> kullu mayad ijra baš a-yafu maylli inna sidi rbbi f-ils n-nnabi ġayd izrin inna :

(src)="b.MAT.1.23.1"> Indro , ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy ; Ary ny anarany hataon ' ny olona hoe Imanoela ( Isa .
(src)="b.MAT.1.23.2"> 7 .
(src)="b.MAT.1.23.3"> 14 ) , izany hoe , raha adika : Amintsika Andriamanitra .
(trg)="b.MAT.1.23.1"> « ha-yat-taɛyyalt ra-tffuġ ar-trbbu , taru yan-warraw. rad-as-ttinin ‹ ɛimmanuwwil › . » tga lmɛna-ns ‹ rbbi didnnġ › .

(src)="b.MAT.1.24.1"> Ary Josefa , rehefa nahatsiaro tamin ' ny torimasony , dia nanao araka izay nandidian ' ny anjelin ' ny Tompo ary ka nampakatra ny vadiny.Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy ; ary ny anarany nataony hoe Jesosy .
(trg)="b.MAT.1.24.1"> lliġ-d-ifaq yusf zġ-iṭs iskr ġmklli-as-inna lmalak n-sidi rbbi. yawi maryam a-tg tamġart-ns

(src)="b.MAT.1.25.1"> Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy ; ary ny anarany nataony hoe Jesosy .
(trg)="b.MAT.1.25.1"> walaynni ur-dids-igin aylliġ turu arraw-an. ig-as ġakudan ism ‹ yasuɛ › .

(src)="b.MAT.2.1.1"> Ary rehefa teraka Jesosy tao Betlehema an ' i Jodia , tamin ' ny andron ' i Heroda mpanjaka , indreo , nisy Magy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema ka nanao hoe : [ Magy = olon-kendry ]
(trg)="b.MAT.2.1.1"> ilul yasuɛ ġ-uwssan n-ugllid hirudus ġ-tmdint n-bitlaḥm ġ-tmazirt n-yudaya. uškan-d kra n-imajusin zġ-ššrq ġ-uwssan-an s-tmdint n-urušalim

(src)="b.MAT.2.2.1"> Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan ' ny Jiosy ? fa nahita ny kintany teny atsinanana izahay ka tonga mba hiankohoka eo anatrehany .
(trg)="b.MAT.2.2.1"> ar-sqsan : « maniġ illa ġwalli-d-iluln a-ig agllid n-ayt-yudaya ? nẓra itri-ns ġ-ššrq , našk-id ad-as-nsjd . »

(src)="b.MAT.2.3.1"> Ary nony nandre izany Heroda mpanjaka , dia nangorohoro izy mbamin ' i Jerosalema rehetra .
(trg)="b.MAT.2.3.1"> lliġ isfld hirudus i-mayd nnan , ṭiyyr-as bahra ntta d-kullu ayt-urušalim .

(src)="b.MAT.2.4.1"> Dia namory ny lohan ' ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna tamin ' ny vahoaka izy ka nanontany ary hoe : Aiza mba no hahaterahan ' i Kristy ?
(trg)="b.MAT.2.4.1"> issmun-d inmġurn n-tgmmi n-rbbi d-imslmdn n-ššrɛ kullutn isqsa-tn : « maniġ ra-ilal lmasiḥ n-rbbi ? »

(src)="b.MAT.2.5.1"> Ary hoy ireo taminy : Ao Betlehema an ' i Jodia ; fa izao no voasoratry ny mpaminany :
(trg)="b.MAT.2.5.1"> inin-as : « ġ-bitlaḥm ġ-tmazirt n-yudaya , ašku ġmkad a-ityaran f-ufus n-nnabi inna :

(src)="b.MAT.2.6.1"> Ary ianao , ry Betlehema , tanin ' ny Joda , tsy dia kely indrindra ao amin ' ny andrianan ' ny Joda ianao tsy akory ; Fa avy ao aminao no hivoahan ' izay anankiray ho Mpanapaka , Ka Izy no ho Mpiandry ny Isiraely oloko ( Mik .
(src)="b.MAT.2.6.2"> 5.1 ) .
(trg)="b.MAT.2.6.1"> ‹ wa-bitlaḥm ġ-tmazirt n-yudaya , urd kmmin a-iggʷran ġ-tmdinin n-yudaya , ašku zġ-gim a-zġ-ra-d-yašk-unmġur lli-ra-iks mddn-inu n-ayt-yaɛqub . › »

(src)="b.MAT.2.7.1"> Dia nampaka ny Magy mangingina Heroda ka namototra fatratra taminy izay andro nisehoan ' ilay kintana .
(trg)="b.MAT.2.7.1"> yazn hirudus ġakudan mad-d-itawin imajusin s-dars s-tntla. isqsa-tn : « managu ad-awn-iban itri ? »

(src)="b.MAT.2.8.1"> Dia naniraka azy hankany Betlehema izy ka nanao hoe : Andeha , fotory tsara ny amin ' ilay Zazakely ; koa rehefa hitanareo Izy , dia ambarao amiko , mba hankanesako any koa hiankohoka eo anatrehany .
(trg)="b.MAT.2.8.1"> yazn-tn ilmma s-bitlaḥm yini-asn : « zaydat tsigglm s-warraw-an ġ-kraygatt mani. ġakud nna-ti-tufam tawim-iyi-d lh̬bar baš ad-dduġ ad-as-n-sjdġ ula nkki . »

(src)="b.MAT.2.9.1"> Ary rehefa nandre ny tenin ' ny mpanjaka izy ireo , dia lasa ; ary , indro , ilay kintana hitany teny atsinanana nialoha azy mandra-pijanony teo ambonin ' izay nitoeran ' ny Zazakely .
(trg)="b.MAT.2.9.1"> lliġ sfldn ntni i-mad-asn-inna-ugllid , munn-daġ d-uġaras-nsn. iban-asn-d-daġ itri lli-yadlli-ẓran ġ-ššrq , frḥn bahra s-lfrḥ iggutn. izwur-asn itri aylliġ ilkm iggi n-illiġ illa-uḥšmi , ibidd .

(src)="b.MAT.2.11.1"> Ary rehefa tafiditra tao an-trano izy , dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny ka niankohoka teo anatrehany ; ary nony efa nosokafany ny fitehirizan-drakiny , dia nanolotra zavatra ho Azy izy , dia volamena sy zava-manitra ary miora .
(trg)="b.MAT.2.11.1"> kšmn ntni s-tgmmi , s-ẓran aḥšmi d-innas maryam. ḍrn f-ifaddn-nsn , knun s-wakal ġ-lgddam-ns. rẓmn itlsan-nsn , fkn-as tiwafkiw n-uwrġ d-lbh̬ur d-tujjut l-lmurr .

(src)="b.MAT.2.12.1"> Ary rehefa notoroan ' Andriamanitra hevitra tamin ' ny nofy izy tsy hiverina any amin ' i Heroda , dia lalana hafa no nalehany nody ho any amin ' ny fonenany .
(trg)="b.MAT.2.12.1"> iml-asn rbbi ġakudan ġ-twargit a-ur-wrrin s-dar hirudus. amẓn ilmma aġaras yaḍni s-tmazirt-nsn .

(src)="b.MAT.2.13.1"> Ary nony efa lasa nandeha ireo , indro , nisy anjelin ' ny Tompo niseho tamin ' i Josefa tamin ' ny nofy ka nanan hoe : Mifohaza ianao , ka ento ny Zazakely sy ny reniny , dia mandosira any Egypta , ary mitoera any ambara-pilazako aminao ; fa Heroda efa hitady ny Zazakely hovonoiny .
(trg)="b.MAT.2.13.1"> lliġ ddan ntni iban-d yal-lmalak n-sidi rbbi i-yusf ġ-twargit yini-as : « nkr tawit aḥšmi d-innas trwlm s-tmazirt n-miṣr , tqamam-n ġin ard-ak-iniġ a-di-twrrim , ašku hirudus ra-isiggil s-uḥšmi-ad a-t-inġ . »

(src)="b.MAT.2.14.1"> Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny , raha mbola alina , dia lasa nankany Egypta ;
(trg)="b.MAT.2.14.1"> inkr yusf ġ-iḍ-an yawi aḥšmi d-innas ftun s-miṣr .

(src)="b.MAT.2.15.1"> ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin ' i Heroda , mba hahatanteraka izay nampilazain ' i Jehovah ny mpaminany hoe : Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako ( Hos .
(src)="b.MAT.2.15.2"> 11 .
(src)="b.MAT.2.15.3"> 1 ) .
(trg)="b.MAT.2.15.1"> qaman ġin aylliġ immut hirudus. ġmkad a-s-yuwfa maylli inna sidi rbbi f-ils n-nnabi ġayd izrin : « zġ-miṣr a-zġ-d-ġriġ i-iwi . »

(src)="b.MAT.2.16.1"> Ary nony efa fantatr ' i Heroda fa voafitaky ny Magy izy , dia tezitra indrindra izy ka naniraka namono ny zazalahy rehetra hatramin ' ny roa taona no ho midina , izay tao Betlehema sy tamin ' ny manodidina rehetra , araka ny andro izay nofotorany fatratra tamin ' ny Magy .
(trg)="b.MAT.2.16.1"> imma hirudus , lliġ issn is-t-ġḍrn imajusin , nkrn-d gis iriyn. yazn s-bitlaḥm inġ kullu iḥšmin ġ-tsgiw-an zġ-sin isggʷasn d-ma-ikkan ddawatsn , ašku issn zġ-imajusin managu ad-asn-iban itri .

(src)="b.MAT.2.17.1"> Dia tanteraka izay nampilazaina an ' i Jeremia mpaminany hoe :
(trg)="b.MAT.2.17.1"> ġakudan a-yuwfa ma-inna nnabi irmiyya ġayd izrin :

(src)="b.MAT.2.18.1"> Nisy feo re tao Rama , dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra ; Rahely nitomany ny zanany , Ary tsy azo nampiononina izy , satria lany ritra ireny ( Jer .
(src)="b.MAT.2.18.2"> 31 .
(src)="b.MAT.2.18.3"> 15 ) .
(trg)="b.MAT.2.18.1"> « taġuyyit a-mi-n-nsfld ġ-tmdint n-rama , ar-ssġuyyun ar-tnuwwaḥn. ar-talla raḥil f-tarwa-ns , ur-tẓḍar a-tṣbr ašku ur-sul-llin . »

(src)="b.MAT.2.19.1"> Ary rehefa maty Heroda , indro , nisy anjelin ' ny Tompo niseho tamin ' i Josefa tany Egypta tamin ' ny nofy ka nanao hoe :
(trg)="b.MAT.2.19.1"> lliġ immut hirudus iban yal-lmalak n-sidi rbbi ġ-twargit i-yusf ġ-miṣr yini-as :

(src)="b.MAT.2.20.1"> Mifohaza ianao , ka ento ny Zazakely sy ny reniny , dia mankanesa any amin ' ny tanin ' ny Isiraely ; fa efa maty izay nitady ny ain ' ny Zazakely .
(trg)="b.MAT.2.20.1"> « nkr tawit aḥšmi d-innas twrrim s-tmazirt n-ayt-rbbi. ašku ġwilli ranin ad-nġn aḥšmi , hatnin mmutn . »

(src)="b.MAT.2.21.1"> Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny , dia tonga tany amin ' ny tanin ' ny Isiraely .
(trg)="b.MAT.2.21.1"> inkr ilmma yawi aḥšmi d-innas s-tmazirt n-ayt-rbbi .

(src)="b.MAT.2.22.1"> Fa rehefa reny fa Arkelaosy no nanjaka tany Jodia nandimby an ' i Heroda rainy , dia natahotra hankany izy ; ary rehefa notoroan ' Andriamanitra hevitra tamin ' ny nofy izy , dia lasa nankany amin ' ny tany Galilia.Ary nony tonga tany izy , dia nonina tao amin ' ny tanàna atao hoe Nazareta , mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe : Hatao hoe Nazarena Izy .
(trg)="b.MAT.2.22.1"> walaynni lliġ isfld yusf is-iwrri arh̬ilaws iġli s-tgldit n-babas hirudus ġ-tsgiw n-yudaya , yiksaḍ ur-iẓḍar a-iddu s-ġin. iml-as rbbi ġ-twargit is-t-id-iqqan a-izri s-tsgiw n-jalil ,

(src)="b.MAT.2.23.1"> Ary nony tonga tany izy , dia nonina tao amin ' ny tanàna atao hoe Nazareta , mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe : Hatao hoe Nazarena Izy .
(trg)="b.MAT.2.23.1"> iddu izdġ ġ-tmdint n-naṣira. ġmkad a-s-yuwfa maylli nnan lanbiya : « rad-as-ttinin i-lmasiḥ ‹ gu-naṣira › . »

(src)="b.MAT.3.1.1"> Ary tamin ' izany andro izany dia niseho Jaona Mpanao batisa , nitory tany an-efitr ' i Jodia nanao hoe :
(trg)="b.MAT.3.1.1"> tiġurdin n-mayan a-d-iban yuḥanna amsddam ġ-lh̬la n-yudaya ar-itbrraḥ ar-ittini :

(src)="b.MAT.3.2.1"> Mibebaha ianareo ; fa efa akaiky ny fanjakan ' ny lanitra .
(trg)="b.MAT.3.2.1"> « flat kullu ma-tskarm yʷh̬šn , ašku takmur-d-tgldit n-ignna . »

(src)="b.MAT.3.3.1"> Fa izy no ilay nampilazaina an ' Isaia mpaminany hoe : Injany ! misy feon ' ny miantso mafy any an-efitra hoe : Amboary ny lalan ' i Jehovah , Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany ( Isa .
(src)="b.MAT.3.3.2"> 40 .
(src)="b.MAT.3.3.3"> 3 ) .
(trg)="b.MAT.3.3.1"> ġwad a-f-inna nnabi išaɛya ġayd izrin yini : « ha-yan-wawal ar-itbrraḥ ġ-lh̬la ar-ittini ‹ jjujadat aġaras n-siditnnġ , tssnmm tiġarasin-ns . › »

(src)="b.MAT.3.4.1"> Ary ny fitafian ' izany Jaona izany dia lamba volon-drameva , ary fehin-kibo hoditra no tamin ' ny valahany ; ary ny fihinany dia valala sy tantely remby .
(trg)="b.MAT.3.4.1"> ar-ilssa yuḥanna taḍut n-irɛaman ar-yaggs s-ubkkas n-ilm , ar-ištta tamurġi d-tammnt l-lh̬la .

(src)="b.MAT.3.5.1"> Ary Jerosalema sy Jodia rehetra mbamin ' ny tany rehetra amoron ' i i Jordana dia nivoaka nankany amin ' i Jaona ,
(trg)="b.MAT.3.5.1"> ffuġn-d dars mddn ggutnin zġ-tmdint n-urušalim ula tamazirt n-yudaya kullutt ula kullu tisgiw n-wasif n-urdun .

(src)="b.MAT.3.6.1"> ka nataony batisa tao amin ' ny ony Jordana ireny , rehefa niaiky ny fahotany .
(trg)="b.MAT.3.6.1"> ar-tqrran s-ddnub-nsn , ar-tn-issddam ġ-wasif n-urdun .

(src)="b.MAT.3.7.1"> Fa nony nahita ny Fariseo sy ny Sadoseo maro nanatona ny batisany izy , dia hoy izy taminy : Ry taranaky ny menarana , iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy ?
(trg)="b.MAT.3.7.1"> aškin-d dars mddn ggutnin l-lmdhb n-ifarisin d-win iṣadduqin , irin ula ntni ad-ddmn ġ-waman f-ufus-ns. imma ntta lliġ-tn-iẓra , isawl srsn yini-asn : « wa-tarwa n-ifaġrn , mad-awn-innan izd ġmkad a-s-ra-tanfm i-lɛqubit lli-ra-ittut f-ddunit ?

(src)="b.MAT.3.8.1"> Koa mamoaza voa miendrika ny fibebahana ianareo ;
(trg)="b.MAT.3.8.1"> skarat afulki baš a-iban is-tflm ma-yʷh̬šnn .

(src)="b.MAT.3.9.1"> ary aza manao anakampo hoe : Manana an ' i Abrahama ho rainay izahay ; fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra mahay manangana zanaka ho an ' i Abrahama avy amin ' ireto vato ireto .
(trg)="b.MAT.3.9.1"> a-ur-ttinim i-ngratun ‹ nkkʷni nga tarwa n-ibrahim , › ašku rad-awn-iniġ , rbbi iẓḍar a-d-issnkr tarwa i-ibrahim ula zġ-iẓran-ad .

(src)="b.MAT.3.10.1"> Ary , indro , efa mipetraka eo amin ' ny fototry ny hazo sahady ny famaky ; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo .
(trg)="b.MAT.3.10.1"> hay-aglzim ittrs f-uggja n-usġar. kud tasġart nna-ur-yakkan lġllt imimn , ra-stt-ibbi iluḥ-tt-in ġ-lɛafit .

(src)="b.MAT.3.11.1"> Izaho dia manao batisa anareo amin ' ny rano ho amin ' ny fibebahana ; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho , ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho ; Izy no hanao batisa anareo amin ' ny Fanahy Masina sy ny afo ;
(trg)="b.MAT.3.11.1"> nkki ar-kʷn-ssddamġ ġ-waman baš a-tmlm is-tflm lh̬ʷšant-nnun , walaynni yugʷr-iyi ġwalli ra-d-yašk tigira-nu , ur-sthllaġ ad-asiġ turẓiyin-ns. ra-kʷn-issddm ntta s-rruḥ lqudus d-lɛafit .

(src)="b.MAT.3.12.1"> eny an-tànany ny fikororohany , ary Izy hanadio tsara ny eo am-pamoloany ka hanangona ny variny ho any an-tsompitra ; fa ny akofa sy ny mololo hodorany amin ' ny afo tsy mety maty .
(trg)="b.MAT.3.12.1"> yasi tazzrt a-izuzzr , issmun-d irdn-ns ġ-uḥanu , ijdr alim s-lɛafit lli-ur-sar-ih̬sin . »

(src)="b.MAT.3.13.1"> Ary tamin ' izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron ' i Jordana , dia nanatona an ' i Jaona Izy mba hataony batisa .
(trg)="b.MAT.3.13.1"> ġ-uwssan-an a-ġ-d-yuška yasuɛ zġ-tmazirt n-jalil s-wasif n-urdun baš a-iddm f-ufus n-yuḥanna .

(src)="b.MAT.3.14.1"> Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe : Izaho no tokony hataonao batisa , ka Hianao indray va no mankaty amiko ?
(trg)="b.MAT.3.14.1"> ur-iri yuḥanna a-t-issddm. yini-as : « ma-s-d-dari-tuškit a-k-ssddmġ ? nkkin a-iḥtajjan ad-ddmġ f-ufus-nnk . »

(src)="b.MAT.3.15.1"> Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe : Ekeo ihany ankehitriny , fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra .
(src)="b.MAT.3.15.2"> Ka dia nekeny Izy .
(trg)="b.MAT.3.15.1"> imma yasuɛ inna-yas : « a-yili ġilad ġmklli nniġ , ašku ġmkad a-s-ra-nssafu kullu ma-irḍan rbbi . » ġakudan iqbl yuḥanna awal-ns

(src)="b.MAT.3.16.1"> Ary raha vao natao batisa Jesosy , dia niakatra avy teo amin ' ny rano niaraka tamin ' izay Izy ; ary , indro , nisokatra taminy ny lanitra , ary hitany ny Fanahin ' Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.Ary , injao ! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe : Ity no Zanako malalako Izay sitrako .
(trg)="b.MAT.3.16.1"> issddm-t ġ-wasif. ġir inkr-d yasuɛ zġ-waman s-rẓmn ignwan , iẓr rruḥ n-rbbi igguz-d zund yan-utbir ittrs-d fllas .

(src)="b.MAT.3.17.1"> Ary , injao ! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe : Ity no Zanako malalako Izay sitrako .
(trg)="b.MAT.3.17.1"> isawl-d yan-wawal zġ-ignwan yini : « ġwad iga iwi iɛzzan. frḥġ srs bahra . »

(src)="b.MAT.4.1.1"> Ary Jesosy dia nentin ' ny Fanahy nankany an-efitra , mba halain ' ny devoly fanahy . [ Devoly = mpiampanga , na mpanendrikendrika ]
(trg)="b.MAT.4.1.1"> iddu yasuɛ ġakudan , yawi-t rruḥ lqudus s-lh̬la a-t-itarm iblis .

(src)="b.MAT.4.2.1"> Ary nifady hanina efa-polo andro sy efa-polo alina Izy , koa nony afaka izany , dia noana .
(trg)="b.MAT.4.2.1"> kkuẓ id-mraw n-wass a-yaẓum ġ-iyḍ ula azal , aylliġ iwrri yaġ-t laẓ bahra .

(src)="b.MAT.4.3.1"> Dia nanatona ny mpaka fanahy ka nanao taminy hoe : Raha Zanak ' Andriamanitra Hianao , dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto .
(trg)="b.MAT.4.3.1"> yašk-id srs ilmma iblis , yini-as : « iġ-tgit yus n-rbbi , ini i-iẓran-ad ad-wrrin gn aġrum . »

(src)="b.MAT.4.4.1"> Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe : Voasoratra hoe : Tsy mofo ihany no hiveloman ' ny olona , fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan ' Andriamanitra ( Deo .
(src)="b.MAT.4.4.2"> 8 .
(src)="b.MAT.4.4.3"> 3 ) .
(trg)="b.MAT.4.4.1"> irar-as yasuɛ : « han ityara ġ-warra n-rbbi ‹ urd aġrum ka-s-a-itddr bnadm , walaynni s-kraygatt awal nna-d-yuškan zġ-dar rbbi . › »

(src)="b.MAT.4.5.1"> Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin ' ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly ,
(trg)="b.MAT.4.5.1"> yawi-t ilmma iblis s-tmdint n-urušalim , issbidd-t f-iggi n-ukfaf n-tgmmi n-rbbi

(src)="b.MAT.4.6.1"> dia nanao taminy hoe : Raha Zanak ' Andriamanitra Hianao , mianjerà any ambany any ; fa voasoratra hoe : Izy handidy ny anjeliny ny aminao ; Ary eny an-tànany no hitondran ' ireo Anao , fandrao ho tafintohina amin ' ny vato ny tongotrao ( Sal .
(src)="b.MAT.4.6.2"> 91 .
(src)="b.MAT.4.6.3"> 11 , 12 ) .
(trg)="b.MAT.4.6.1"> yini-as : « iġ-tgit yus n-rbbi luḥ-n ih̬f-nnk s-iyzdar , ašku ityara ‹ ra-d-yazn lmalayka-ns a-k-gabln. ra-k-asin f-ifassn-nsn baš a-ur-ilkm-uḍar-nnk kra n-uẓru . › »

(src)="b.MAT.4.7.1"> Hoy Jesosy taminy : Voasoratra hoe koa : Aza maka fanahy an ' i Jehovah Andriamanitrao ( Deo .
(src)="b.MAT.4.7.2"> 6 .
(src)="b.MAT.4.7.3"> 16 ) .
(trg)="b.MAT.4.7.1"> irar-as yasuɛ : « han ityara ‹ a-ur-tarmt rbbi sidik . › »

(src)="b.MAT.4.8.1"> Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin ' izao tontolo izao mbamin ' ny voninahiny ,
(trg)="b.MAT.4.8.1"> yawi-t ilmma iblis issġli-t s-yan-udrar yattuyn , iml-as kullu tiglday n-ddunit ula lmjd-nsnt ,

(src)="b.MAT.4.9.1"> dia nanao taminy hoe : Izao rehetra izao dia homeko Anao , raha hiankohoka eto anatrehako Hianao .
(trg)="b.MAT.4.9.1"> yini-as : « rad-ak-fkġ kullu mayad iġ-tḍrt f-ifaddn-nnk tsjdt-iyi . »

(src)="b.MAT.4.10.1"> Fa hoy Jesosy taminy : Mandehana ianao , ry Satana : fa voasoratra hoe ; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao , ary Izy irery ihany no hotompoinao ( Deo .
(src)="b.MAT.4.10.2"> 6 .
(src)="b.MAT.4.10.3"> 13 ) .
(trg)="b.MAT.4.10.1"> irar-as yasuɛ : « itti-n zġ-gigi a-šiṭan , ašku ityara ‹ rbbi sidik a-mi-ttsjadt , d-nttan waḥdut a-ttɛbadt . › »

(src)="b.MAT.4.11.1"> Dia nandao Azy ny devoly , ary indreo , nisy anjely tonga ka nanompo Azy .
(trg)="b.MAT.4.11.1"> ifl-t iblis ġakudan , aškin-d dars lmalayka ar-ti-tɛawann .

(src)="b.MAT.4.12.1"> Ary nony ren ' i Jesosy fa efa voasambotra Jaona , dia lasa nankany Galilia Izy .
(trg)="b.MAT.4.12.1"> lliġ isfld yasuɛ is-ityamaẓ yuḥanna amsddam ġ-lḥbs , iwrri s-tmazirt n-jalil .

(src)="b.MAT.4.13.1"> Ary nony niala tany Nazareta Izy , dia nankany Kapernaomy , izay ao amoron-dranomasina , ao amin ' ny zara-tanin ' ny Zebolona sy ny Naftaly , ka nonina tao Izy ,
(trg)="b.MAT.4.13.1"> lliġ-n-ilkm ur-iqama ġ-naṣira walaynni izri izdġ ġ-tmdint n-kafrnaḥum , tlla ġ-tama n-umda ġ-tsga n-zabulun ula naftali .

(src)="b.MAT.4.14.1"> mba hahatanteraka izay nampilazaina an ' Isaia mpaminany hoe :
(trg)="b.MAT.4.14.1"> ġmkan a-s-yuwfa-wawal n-nnabi išaɛya inna :

(src)="b.MAT.4.15.1"> Ny tanin ' ny Zebolona sy ny tanin ' ny Naftaly , Ao amin ' ny tany amoron-dranomasina , any an-dafin ' i Jordana , Galilia , tanin ' ny jentilisa ,
(trg)="b.MAT.4.15.1"> « way-akal n-zabulun d-wakal n-naftali lli-iwalan amda ġ-tsga yaḍni n-urdun. wa-tamazirt n-jalil tazdġt n-ibrraniyn .

(src)="b.MAT.4.16.1"> Ny olona izay nitoetra tao amin ' ny maizina dia nahita mazava lehibe ; Ary izay nitoetra tao amin ' ny tany aloky ny fahafatesana no niposahan ' ny fahazavana ( Isa .
(src)="b.MAT.4.16.2"> 8 .
(src)="b.MAT.4.16.3"> 23 ; 9 .
(src)="b.MAT.4.16.4"> 1 ) .
(trg)="b.MAT.4.16.1"> han ġwin gawrnin ġ-tillas a-iẓran tifawt iggutn. ġwin zdġnin ġ-tmazirt n-umalu l-lmut , ntni a-f-tsfaw tifawt . »

(src)="b.MAT.4.17.1"> Ary tamin ' izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao hoe : Mibebaha ianareo , fa efa akaiky ny fanjakan ' ny lanitra .
(trg)="b.MAT.4.17.1"> ġakudan a-igra yasuɛ ar-itbrraḥ ar-ittini : « flat kullu ma-tskarm yʷh̬šn , ašku takmur-d-tgldit n-ignna . »

(src)="b.MAT.4.18.1"> Ary nony nitsangantsangana teny amoron ' ny Ranomasin ' i Galilia Jesosy , dia nahita olona mirahalahy , dia Simona , izay atao hoe Petera , sy Andrea rahalahiny , nanarato teny amin ' ny ranomasina ; fa mpanarato izy .
(trg)="b.MAT.4.18.1"> iftu yasuɛ ġ-tama n-umda n-jalil , iẓr sin aytmatn , simɛan lli-mi-ttinin bṭrus d-gʷmas andraws. ingʷmarn n-islman ad-gan , grn-in ššbkt ġ-umda .

(src)="b.MAT.4.19.1"> Dia hoy Jesosy taminy : Andeha hanaraka Ahy , fa hataoko mpanarato olona ianareo .
(trg)="b.MAT.4.19.1"> isawl srsn yasuɛ yini-asn : « aškad-d munat didi , rarġ-kʷn a-tgm ingʷmarn n-mddn . »

(src)="b.MAT.4.20.1"> Dia nandao ny harato niaraka tamin ' izay izy ka nanaraka Azy .
(trg)="b.MAT.4.20.1"> ġakudan fln ššbayk-nsn , munn dids .

(src)="b.MAT.4.21.1"> Ary raha mbola nandroso Izy , dia nahita olona mirahalahy hafa koa , dia Jakoba zanak ' i Zebedio , sy Jaona rahalahiny , izay niara-nipetraka tamin ' i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony ; ary niantso azy mirahalahy Izy .
(trg)="b.MAT.4.21.1"> izayd iftu yan imikk s-n-iẓra sin aytmatn yaḍni , yaɛqub yus n-zabdi d-gʷmas yuḥanna. llan ġ-tanawt ntni d-babatsn zabdi ar-tɛdaln ššbayk. iġr-asn yasuɛ ,

(src)="b.MAT.4.22.1"> Dia nandao ny sambokely sy ny rainy niaraka tamin ' izay izy ka nanaraka Azy .
(trg)="b.MAT.4.22.1"> fln-in tanawt ula babatsn ġakudan , munn dids .

(src)="b.MAT.4.23.1"> Ary Jesosy nandeha eran ' i Galilia ka nampianatra tao amin ' ny synagogan ' ny olona teo sy nitory ny filazantsaran ' ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin ' ny rofy rehetra tamin ' ny olona .
(trg)="b.MAT.4.23.1"> izayd yasuɛ ar-itkka tamazirt n-jalil kullutt , ar-isslmad ġ-tgʷmma n-tẓallit , ar-itbrraḥ s-lh̬bar ifulkin n-tgldit n-ignna , ar-ijjujji mddn zġ-kraygatt tamaḍunt ula kraygatt aṭṭan nna-gisn-illan .

(src)="b.MAT.4.24.1"> Ary niely eran ' i Syria ny lazany , ka dia nentin ' ny olona tany aminy ny marary rehetra , izay azon ' ny aretina maro samy hafa sy ny fangirifiriana , dia ny demoniaka sy izay mararin ' ny androbe ary ny mararin ' ny paralysisa , ka nahasitrana ireny Izy . [ Demoniaka = olona nidiran ' ny demonia ; izahao Mat.7.22 ] Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin ' i Jordana .
(trg)="b.MAT.4.24.1"> sfldn fllas kullu mddn ġ-tmazirt n-suriyya , awin-as-d kullu ma-ihršn s-mknna tga-tmaḍunt ula aṭṭan , gn-iyt ikušamn nġd imjnan nġd ġwilli issṭar-uslay , ijjujji-tn kullutn .

(src)="b.MAT.4.25.1"> Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin ' i Jordana .
(trg)="b.MAT.4.25.1"> ḍfurn-t mddn ggutnin , uškan-d zġ-tsgiw n-jalil d-tmazirt n-mrawt-tmdinin d-urušalim d-tmazirt n-yudaya ula zġ-tsga yaḍni n-wasif n-urdun .

(src)="b.MAT.5.1.1"> Ary Jesosy , nony nahita ny vahoaka , dia niakatra teo an-tendrombohitra ; ary rehefa tafapetraka Izy , dia nanatona Azy ny mpianany .
(trg)="b.MAT.5.1.1"> lliġ iẓra yasuɛ mddn ggutnin uškan-d s-dars , iġli s-yan-uwrir iskiws , munn-d fllas imḥḍarn-ns .

(src)="b.MAT.5.2.1"> Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe :
(trg)="b.MAT.5.2.1"> ibdu ar-tn-isslmad yini :

(src)="b.MAT.5.3.1"> Sambatra ny malahelo am-panahy ; fa azy ny fanjakan ' ny lanitra .
(trg)="b.MAT.5.3.1"> « imbarkin ad-gan ġwilli ssḥssanin is-ur-gin yat , ašku ntni a-mi-tlla-tgldit n-ignna .

(src)="b.MAT.5.4.1"> Sambatra ny ory ; fa izy no hampifalina .
(trg)="b.MAT.5.4.1"> imbarkin ad-gan ġwilli allanin , ašku ntni a-mi-ra-isfiḍ rbbi imṭṭawn-nsn .

(src)="b.MAT.5.5.1"> Sambatra ny malemy fanahy ; fa izy no handova ny tany ( Sal .
(src)="b.MAT.5.5.2"> 37 .
(src)="b.MAT.5.5.3"> 11 ) .
(trg)="b.MAT.5.5.1"> imbarkin ad-gan ġwilli tṣbarnin , ašku ntni a-ra-išškšm rbbi s-kullu timih̬ar-ns .

(src)="b.MAT.5.6.1"> Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana ; fa izy no hovokisana .
(trg)="b.MAT.5.6.1"> imbarkin ad-gan ġwilli yaġ laẓ ula irifi i-ma-irḍan rbbi , ašku ntni a-ra-išbɛ .

(src)="b.MAT.5.7.1"> Sambatra ny miantra ; fa izy no hiantrana .
(trg)="b.MAT.5.7.1"> imbarkin ad-gan ġwilli tḥnnunin ġ-wiyyaḍ , ašku ntni a-f-ra-d-iḥnnu rbbi .

(src)="b.MAT.5.8.1"> Sambatra ny madio am-po ; fa izy no hahita an ' Andriamanitra ,
(trg)="b.MAT.5.8.1"> imbarkin ad-gan ġwilli dar ul iġusn , ašku ntni a-ra-iẓr rbbi .

(src)="b.MAT.5.9.1"> Sambatra ny mpampihavana ; fa izy no hatao hoe zanak ' Andriamanitra .
(trg)="b.MAT.5.9.1"> imbarkin ad-gan ġwilli skarnin sslamt , ašku ntni a-ra-ig rbbi d-tarwa-ns .

(src)="b.MAT.5.10.1"> Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana ; fa azy ny fanjakan ' ny lanitra .
(trg)="b.MAT.5.10.1"> imbarkin ad-gan ġwilli trfufunnin f-ssibt n-ma-irḍan rbbi , ašku ntni a-mi-tlla-tgldit n-ignna .

(src)="b.MAT.5.11.1"> Sambatra ianareo , raha haratsin ' ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko .
(trg)="b.MAT.5.11.1"> imbarkin a-tgam iġ-kʷn-rgmn mddn ssrfufnn-kʷn inin fllawn kullu ma-yʷh̬šnn s-tkrkas f-ssibt n-ma-tgam winu .