# is/Icelandic.xml.gz
# plt/Malagasy.xml.gz


(src)="b.GEN.1.1.1"> Í upphafi skapaði Guð himin og jörð .
(trg)="b.GEN.1.1.1"> [ Ny namoronan ' Andriamanitra izao tontolo izao ] Tamin ' ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany .

(src)="b.GEN.1.2.1"> Jörðin var þá auð og tóm , og myrkur grúfði yfir djúpinu , og andi Guðs sveif yfir vötnunum .
(trg)="b.GEN.1.2.1"> Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana ; ary aizina no tambonin ' ny lalina .
(trg)="b.GEN.1.2.2"> Ary ny fanahin ' Andriamanitra nanomba tambonin ' ny rano .

(src)="b.GEN.1.3.1"> Guð sagði : " Verði ljós ! "
(src)="b.GEN.1.3.2"> Og það varð ljós .
(trg)="b.GEN.1.3.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia mazava ; dia nisy mazava .

(src)="b.GEN.1.4.1"> Guð sá , að ljósið var gott , og Guð greindi ljósið frá myrkrinu .
(trg)="b.GEN.1.4.1"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara ny mazava ; ary nampisarahin ' Andriamanitra ny mazava sy ny maizina .

(src)="b.GEN.1.5.1"> Og Guð kallaði ljósið dag , en myrkrið kallaði hann nótt .
(src)="b.GEN.1.5.2"> Það varð kveld og það varð morgunn , hinn fyrsti dagur .
(trg)="b.GEN.1.5.1"> Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro ; ary ny maizina nataony hoe alina .
(trg)="b.GEN.1.5.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro voalohany izany .

(src)="b.GEN.1.6.1"> Guð sagði : " Verði festing milli vatnanna , og hún greini vötn frá vötnum . "
(trg)="b.GEN.1.6.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia habakabaka eo anelanelan ' ny rano ; ary aoka hampisaraka ny rano amin ' ny rano izy .

(src)="b.GEN.1.7.1"> Þá gjörði Guð festinguna og greindi vötnin , sem voru undir festingunni , frá þeim vötnum , sem voru yfir henni .
(src)="b.GEN.1.7.2"> Og það varð svo .
(trg)="b.GEN.1.7.1"> Ary Andriamanitra nanao ny habakabakaka ka nampisaraka ny rano ambanin ' ny habakabaka tamin ' ny rano ambonin ' ny habakabaka ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.8.1"> Og Guð kallaði festinguna himin .
(src)="b.GEN.1.8.2"> Það varð kveld og það varð morgunn , hinn annar dagur .
(trg)="b.GEN.1.8.1"> Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra .
(trg)="b.GEN.1.8.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro faharoa izany .

(src)="b.GEN.1.9.1"> Guð sagði : " Safnist vötnin undir himninum í einn stað , svo að þurrlendið sjáist . "
(src)="b.GEN.1.9.2"> Og það varð svo .
(trg)="b.GEN.1.9.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka hiangona ny rano eny ambanin ' ny lanitra ho eo amin ' ny fitoerana iray , ary aoka hiseho ny maina ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.10.1"> Guð kallaði þurrlendið jörð , en safn vatnanna kallaði hann sjó .
(src)="b.GEN.1.10.2"> Og Guð sá , að það var gott .
(trg)="b.GEN.1.10.1"> Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany ; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina .
(trg)="b.GEN.1.10.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.11.1"> Guð sagði : " Láti jörðin af sér spretta græn grös , sáðjurtir og aldintré , sem hvert beri ávöxt eftir sinni tegund með sæði í á jörðinni . "
(src)="b.GEN.1.11.2"> Og það varð svo .
(trg)="b.GEN.1.11.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny tany haniry ahitra sy anana mamoa ary hazo fihinam-boa izay mamoa , samy araka ny karazany avy , ka manam-boa ao aminy , eny ambonin ' ny tany ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.12.1"> Jörðin lét af sér spretta græn grös , jurtir með sæði í , hverja eftir sinni tegund , og aldintré með sæði í sér , hvert eftir sinni tegund .
(src)="b.GEN.1.12.2"> Og Guð sá , að það var gott .
(trg)="b.GEN.1.12.1"> Ary ny tany naniry ahitra sy anana mamoa samy araka ny karazany avy , ary hazo mamoa izay manam-boa ao aminy , samy araka ny karazany avy .
(trg)="b.GEN.1.12.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.13.1"> Það varð kveld og það varð morgunn , hinn þriðji dagur .
(trg)="b.GEN.1.13.1"> Dia nisy hariva. ary nisy maraina , andro fahatelo izany .

(src)="b.GEN.1.14.1"> Guð sagði : " Verði ljós á festingu himinsins , að þau greini dag frá nóttu og séu til tákns og til að marka tíðir , daga og ár .
(trg)="b.GEN.1.14.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia fahazavana eny amin ' ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina ; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo .

(src)="b.GEN.1.15.1"> Og þau séu ljós á festingu himinsins til að lýsa jörðina . "
(src)="b.GEN.1.15.2"> Og það varð svo .
(trg)="b.GEN.1.15.1"> Ary aoka ho fanazavana eny amin ' ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin ' ny tany ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.16.1"> Guð gjörði tvö stóru ljósin : hið stærra ljósið til að ráða degi og hið minna ljósið til að ráða nóttu , svo og stjörnurnar .
(trg)="b.GEN.1.16.1"> Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe , dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana .

(src)="b.GEN.1.17.1"> Og Guð setti þau á festingu himinsins , að þau skyldu lýsa jörðinni
(trg)="b.GEN.1.17.1"> Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin ' ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin ' ny tany ,

(src)="b.GEN.1.18.1"> og ráða degi og nóttu og greina sundur ljós og myrkur .
(src)="b.GEN.1.18.2"> Og Guð sá , að það var gott .
(trg)="b.GEN.1.18.1"> sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina , ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina .
(trg)="b.GEN.1.18.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.19.1"> Það varð kveld og það varð morgunn , hinn fjórði dagur .
(trg)="b.GEN.1.19.1"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahefatra izany .

(src)="b.GEN.1.20.1"> Guð sagði : " Vötnin verði kvik af lifandi skepnum , og fuglar fljúgi yfir jörðina undir festingu himinsins . "
(trg)="b.GEN.1.20.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny rano ho be zava-manan ' aina ; ary aoka hisy vorona hanidina ambonin ' ny tany eny amin ' ny habakabaky ny lanitra .

(src)="b.GEN.1.21.1"> Þá skapaði Guð hin stóru lagardýr og allar hinar lifandi skepnur , sem hrærast og vötnin eru kvik af , eftir þeirra tegund , og alla fleyga fugla eftir þeirra tegund .
(src)="b.GEN.1.21.2"> Og Guð sá , að það var gott .
(trg)="b.GEN.1.21.1"> Ary Andriamanitra nahary ny biby vaventy anaty rano sy ny zava-manan ' aina mihetsiketsika rehetra , izay efa betsaka ao amin ' ny rano , samy araka ny karazany avy , ary ny voro-manidina rehetra , samy araka ny karazany avy .
(trg)="b.GEN.1.21.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.22.1"> Og Guð blessaði þau og sagði : " Frjóvgist og vaxið og fyllið vötn sjávarins , og fuglum fjölgi á jörðinni . "
(trg)="b.GEN.1.22.1"> Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe : Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin ' ny ranomasina ; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin ' ny tany .

(src)="b.GEN.1.23.1"> Það varð kveld og það varð morgunn , hinn fimmti dagur .
(trg)="b.GEN.1.23.1"> Dia nisy fa hariva , ary nisy maraina , andro fahadimy izany .

(src)="b.GEN.1.24.1"> Guð sagði : " Jörðin leiði fram lifandi skepnur , hverja eftir sinni tegund : fénað , skriðkvikindi og villidýr , hvert eftir sinni tegund . "
(src)="b.GEN.1.24.2"> Og það varð svo .
(trg)="b.GEN.1.24.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny tany hamoaka zava-manan ' aina samy araka ny karazany avy , dia biby fiompy sy biby mandady sy mikisaka ary bibi-dia , samy araka ny karazany avy ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.25.1"> Guð gjörði villidýrin , hvert eftir sinni tegund , fénaðinn eftir sinni tegund og alls konar skriðkvikindi jarðarinnar eftir sinni tegund .
(src)="b.GEN.1.25.2"> Og Guð sá , að það var gott .
(trg)="b.GEN.1.25.1"> Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia , samy araka ny karazany avy , sy ny biby fiompy , samy araka ny karazany avy , ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany , samy araka ny karazany avy .
(trg)="b.GEN.1.25.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.26.1"> Guð sagði : " Vér viljum gjöra manninn eftir vorri mynd , líkan oss , og hann skal drottna yfir fiskum sjávarins og yfir fuglum loftsins og yfir fénaðinum og yfir villidýrunum og yfir öllum skriðkvikindum , sem skríða á jörðinni . "
(trg)="b.GEN.1.26.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika , araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin ' ny hazandrano ao amin ' ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany .

(src)="b.GEN.1.27.1"> Og Guð skapaði manninn eftir sinni mynd , hann skapaði hann eftir Guðs mynd , hann skapaði þau karl og konu .
(trg)="b.GEN.1.27.1"> Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny ; tahaka ny endrik ' Andriamanitra no namoronany azy ; lahy sy vavy no namoronany azy .

(src)="b.GEN.1.28.1"> Og Guð blessaði þau , og Guð sagði við þau : " Verið frjósöm , margfaldist og uppfyllið jörðina og gjörið ykkur hana undirgefna og drottnið yfir fiskum sjávarins og yfir fuglum loftsins og yfir öllum dýrum , sem hrærast á jörðinni . "
(trg)="b.GEN.1.28.1"> Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe : Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany , ka mampanompoa azy ; ary manjaka amin ' ny hazandrano ao amin ' ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin ' ny tany .

(src)="b.GEN.1.29.1"> Og Guð sagði : " Sjá , ég gef ykkur alls konar sáðberandi jurtir á allri jörðinni og alls konar tré , sem bera ávöxtu með sæði í. Það sé ykkur til fæðu .
(trg)="b.GEN.1.29.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Indro , efa nomeko anareo ny anana manintsam-boa rehetra izay ambonin ' ny tany rehetra ary ny hazo rehetra izay misy voa sady manintsam-boa ; dia ho fihinana anareo ireny .

(src)="b.GEN.1.30.1"> Og öllum villidýrum og öllum fuglum loftsins og öllum skriðkvikindum á jörðinni , öllu því , sem hefir lifandi sál , gef ég öll grös og jurtir til fæðu . "
(src)="b.GEN.1.30.2"> Og það varð svo .
(trg)="b.GEN.1.30.1"> Ary ny amin ' ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan ' aina rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany , dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany ; dia nisy izany.Ary hitan ' Andriamanitra izay rehetra nataony , ary , indro , tsara indrindra izany .
(trg)="b.GEN.1.30.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahenina izany .

(src)="b.GEN.1.31.1"> Og Guð leit allt , sem hann hafði gjört , og sjá , það var harla gott .
(src)="b.GEN.1.31.2"> Það varð kveld og það varð morgunn , hinn sjötti dagur .
(trg)="b.GEN.1.31.1"> Ary hitan ' Andriamanitra izay rehetra nataony , ary , indro , tsara indrindra izany .
(trg)="b.GEN.1.31.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahenina izany .

(src)="b.GEN.10.1.1"> Þetta er ættartala Nóa sona , Sems , Kams og Jafets .
(src)="b.GEN.10.1.2"> Þeim fæddust synir eftir flóðið .
(trg)="b.GEN.10.1.1"> [ Ny taranak ' izy telo lahy zanak ' i Noa , sy ny nielezany ] Ary izao no taranaky ny zanakalahin ' i Noa , dia Sema sy Hama ary Jafeta : Samy niteraka zazalahy avy izy taorian ' ny safo-drano .

(src)="b.GEN.10.2.1"> Synir Jafets : Gómer , Magog , Madaí , Javan , Túbal , Mesek og Tíras .
(trg)="b.GEN.10.2.1"> Ny zanakalahin ' i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa .

(src)="b.GEN.10.3.1"> Og synir Gómers : Askenas , Rífat og Tógarma .
(trg)="b.GEN.10.3.1"> Ary ny zanakalahin ' i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma .

(src)="b.GEN.10.4.1"> Og synir Javans : Elísa , Tarsis , Kittar og Ródanítar .
(trg)="b.GEN.10.4.1"> Ary ny zanakalahin ' i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima sy ny Dodanita .

(src)="b.GEN.10.5.1"> Út frá þeim kvísluðust þeir , sem byggja eylönd heiðingjanna .
(src)="b.GEN.10.5.2"> Þetta eru synir Jafets eftir löndum þeirra , hver eftir sinni tungu , eftir kynþáttum þeirra og samkvæmt þjóðerni þeirra .
(trg)="b.GEN.10.5.1"> Avy tamin ' ireo no niavakavahan ' ny nosin ' ny firenena tany amin ' ny taniny , dia samy araka ny fiteniny avy , araka ny mpianakaviny avy , tamin ' ny fireneny avy .

(src)="b.GEN.10.6.1"> Synir Kams : Kús , Mísraím , Pút og Kanaan .
(trg)="b.GEN.10.6.1"> Ary ny zanakalahin ' i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana .

(src)="b.GEN.10.7.1"> Og synir Kúss : Seba , Havíla , Sabta , Raema og Sabteka .
(src)="b.GEN.10.7.2"> Og synir Raema : Séba og Dedan .
(trg)="b.GEN.10.7.1"> Ary ny zanakalahin ' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka ; ary ny zanakalahin ' i Ragama dia Seba sy Dedana .

(src)="b.GEN.10.8.1"> Kús gat Nimrod .
(src)="b.GEN.10.8.2"> Hann tók að gjörast voldugur á jörðinni .
(trg)="b.GEN.10.8.1"> Ary Kosy niteraka an ' i Nimroda ; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin ' ny tany .

(src)="b.GEN.10.9.1"> Hann var mikill veiðimaður fyrir Drottni .
(src)="b.GEN.10.9.2"> Því er máltækið : " Mikill veiðimaður fyrir Drottni eins og Nimrod . "
(trg)="b.GEN.10.9.1"> Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan ' i Jehovah , ka izany no nanaovan ' ny olona hoe : Tahaka an ' i Nimroda , mpihaza mahery eo anatrehan ' i Jehovah .

(src)="b.GEN.10.10.1"> Og upphaf ríkis hans var Babel , Erek , Akkad og Kalne í Sínearlandi .
(trg)="b.GEN.10.10.1"> Ary ny niandohan ' ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin ' ny tany Sinara .

(src)="b.GEN.10.11.1"> Frá þessu landi hélt hann til Assýríu og byggði Níníve , Rehóbót-Ír og Kala ,
(trg)="b.GEN.10.11.1"> Ary nivoaka avy tamin ' izany tany izany izy ka nankany Asyria , dia nanorina an ' i Ninive mbamin ' i Rehobot-ira sy Kala

(src)="b.GEN.10.12.1"> og Resen milli Níníve og Kala , það er borgin mikla .
(trg)="b.GEN.10.12.1"> ary Resena teo anelanelan ' i Ninive sy Kala , dia ilay tanàna lehibe izany .

(src)="b.GEN.10.13.1"> Mísraím gat Lúdíta , Anamíta , Lekabíta , Naftúkíta ,
(trg)="b.GEN.10.13.1"> Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita

(src)="b.GEN.10.14.1"> Patrúsíta , Kaslúkíta ( þaðan eru komnir Filistar ) og Kaftóríta .
(trg)="b.GEN.10.14.1"> sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian ' ny Filistina ary ny Kaftorita .

(src)="b.GEN.10.15.1"> Kanaan gat Sídon , frumgetning sinn , og Het
(trg)="b.GEN.10.15.1"> Ary Kanana niteraka an ' i Sidona lahimatoany sy Heta ,

(src)="b.GEN.10.16.1"> og Jebúsíta , Amoríta , Gírgasíta ,
(trg)="b.GEN.10.16.1"> ary ny Jebosita , sy ny Amorita sy ny Girgasita

(src)="b.GEN.10.17.1"> Hevíta , Arkíta , Síníta ,
(trg)="b.GEN.10.17.1"> sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita

(src)="b.GEN.10.18.1"> Arvadíta , Semaríta og Hamatíta .
(src)="b.GEN.10.18.2"> Og síðan breiddust út kynkvíslir Kanaanítanna .
(trg)="b.GEN.10.18.1"> sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita ; ary nony taoriana dia niely ny firenen ' ny Kananita .

(src)="b.GEN.10.19.1"> Landamerki Kanaanítanna eru frá Sídon um Gerar allt til Gasa , þá er stefnan til Sódómu og Gómorru og Adma og Sebóím , allt til Lasa .
(trg)="b.GEN.10.19.1"> Ary ny fari-tanin ' ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin ' i Gerara , ka hatrany Lesa ao akaikin ' i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima .

(src)="b.GEN.10.20.1"> Þetta eru synir Kams eftir kynþáttum þeirra , eftir tungum þeirra , samkvæmt löndum þeirra og þjóðerni .
(trg)="b.GEN.10.20.1"> Ireo no zanak ' i Hama , araka ny mpianakaviny , araka ny fiteniny , amin ' ny taniny , amin ' ny fireneny .

(src)="b.GEN.10.21.1"> En Sem , ættfaðir allra Ebers sona , eldri bróðir Jafets , eignaðist og sonu .
(trg)="b.GEN.10.21.1"> Dia niteraka koa Sema , rain ' ny zanak ' i Ebera rehetra rahalahin ' i Jafeta , izay zokiny .

(src)="b.GEN.10.22.1"> Synir Sems : Elam , Assúr , Arpaksad , Lúd og Aram .
(trg)="b.GEN.10.22.1"> Ny zanakalahin ' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama .

(src)="b.GEN.10.23.1"> Og synir Arams : Ús , Húl , Geter og Mas .
(trg)="b.GEN.10.23.1"> Ary ny zanakalahin ' i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy .

(src)="b.GEN.10.24.1"> Arpaksad gat Sela , og Sela gat Eber .
(trg)="b.GEN.10.24.1"> Ary Arpaksada niteraka an ' i Sela ; ary Sela niteraka an ' i Ebera .

(src)="b.GEN.10.25.1"> Og Eber fæddust tveir synir .
(src)="b.GEN.10.25.2"> Hét annar Peleg , því að á hans dögum greindist fólkið á jörðinni , en bróðir hans hét Joktan .
(trg)="b.GEN.10.25.1"> Ary Ebera niteraka roa lahy : ny anaran ' ny iray natao hoe Palega , satria tamin ' ny androny no nizarana ny tany ; ary Joktana no anaran ' ny rahalahiny .

(src)="b.GEN.10.26.1"> Og Joktan gat Almódad , Salef , Hasarmavet , Jara ,
(trg)="b.GEN.10.26.1"> Ary Joktana niteraka an ' i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera

(src)="b.GEN.10.27.1"> Hadóram , Úsal , Dikla ,
(trg)="b.GEN.10.27.1"> sy Hadorama sy Ozala sy Dikla

(src)="b.GEN.10.28.1"> Óbal , Abímael , Seba ,
(trg)="b.GEN.10.28.1"> sy Obala sy Abimaela sy Sheba

(src)="b.GEN.10.29.1"> Ófír , Havíla og Jóbab .
(src)="b.GEN.10.29.2"> Þessir allir eru synir Joktans .
(trg)="b.GEN.10.29.1"> sy Ofira sy Havila ary Jobaba ; ireo rehetra ireo no zanakalahin ' i Joktana .

(src)="b.GEN.10.30.1"> Og bústaður þeirra var frá Mesa til Sefar , til austurfjallanna .
(trg)="b.GEN.10.30.1"> Ary ny fonenan ' ireo dia hatrany Mesa ao akaikin ' i Sefara , tendrombohitra atsinanana .

(src)="b.GEN.10.31.1"> Þetta eru synir Sems , eftir ættkvíslum þeirra , eftir tungum þeirra , samkvæmt löndum þeirra , eftir þjóðerni þeirra .
(trg)="b.GEN.10.31.1"> Ireo no zanak ' i Sema , araka ny mpianakaviny , araka ny fiteniny , amin ' ny taniny , araka ny fireneny.Ireo no mpianakavin ' ny zanak ' i Noa , araka ny taranany , amin ' ny fireneny ; ary avy tamin ' ireo no niavakavahan ' ny firenena tambonin ' ny tany taorian ' ny safo-drano .

(src)="b.GEN.10.32.1"> Þetta eru ættkvíslir Nóa sona eftir ættartölum þeirra , samkvæmt þjóðerni þeirra , og frá þeim kvísluðust þjóðirnar út um jörðina eftir flóðið .
(trg)="b.GEN.10.32.1"> Ireo no mpianakavin ' ny zanak ' i Noa , araka ny taranany , amin ' ny fireneny ; ary avy tamin ' ireo no niavakavahan ' ny firenena tambonin ' ny tany taorian ' ny safo-drano .

(src)="b.GEN.11.1.1"> Öll jörðin hafði eitt tungumál og ein og sömu orð .
(trg)="b.GEN.11.1.1"> [ Ny nanaovan ' ny olona ilay tilikambo tao Babela , sy ny nanorokoroan ' Andriamanitra ny fitenin ' ny olona ] Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny .

(src)="b.GEN.11.2.1"> Og svo bar við , er þeir fóru stað úr stað í austurlöndum , að þeir fundu láglendi í Sínearlandi og settust þar að .
(trg)="b.GEN.11.2.1"> Ary raha nifindrafindra niantsinanana ny olona , dia nahita tany lemaka tany amin ' ny tany Sinara izy ka nonina teo .

(src)="b.GEN.11.3.1"> Og þeir sögðu hver við annan : " Gott og vel , vér skulum hnoða tigulsteina og herða í eldi . "
(src)="b.GEN.11.3.2"> Og þeir notuðu tigulsteina í stað grjóts og jarðbik í stað kalks .
(trg)="b.GEN.11.3.1"> Ary niresadresaka hoe izy : Andeha isika hanao biriky ka handotra azy tsara .
(trg)="b.GEN.11.3.2"> Ary ny biriky na taony solom-bato , ary ny asfalta nataony solon-drihitra .

(src)="b.GEN.11.4.1"> Og þeir sögðu : " Gott og vel , vér skulum byggja oss borg og turn , sem nái til himins , og gjörum oss minnismerki , svo að vér tvístrumst ekki um alla jörðina . "
(trg)="b.GEN.11.4.1"> Ary hoy izy : Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika , ka ny tampony hahatakatra ny lanitra , dia hanao izay hahazoantsika laza , fandrao hiely eny ambonin ' ny tany rehetra isika .

(src)="b.GEN.11.5.1"> Þá steig Drottinn niður til þess að sjá borgina og turninn , sem mannanna synir voru að byggja .
(trg)="b.GEN.11.5.1"> Dia nidina Jehovah hizaha ny tanàna sy ny tilikambo , izay nataon ' ny zanak ' olombelona .

(src)="b.GEN.11.6.1"> Og Drottinn mælti : " Sjá , þeir eru ein þjóð og hafa allir sama tungumál , og þetta er hið fyrsta fyrirtæki þeirra .
(src)="b.GEN.11.6.2"> Og nú mun þeim ekkert ófært verða , sem þeir taka sér fyrir hendur að gjöra .
(trg)="b.GEN.11.6.1"> Ary hoy Jehovah : Indro , iray foko ny olona , sady iray fanononana izy rehetra , ary ity vao fiandohan ' ny hataony ; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao .

(src)="b.GEN.11.7.1"> Gott og vel , stígum niður og ruglum þar tungumál þeirra , svo að enginn skilji framar annars mál . "
(trg)="b.GEN.11.7.1"> Aoka isika hidina , ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny , mba tsy hifankahala teny izy .

(src)="b.GEN.11.8.1"> Og Drottinn tvístraði þeim þaðan út um alla jörðina , svo að þeir urðu af að láta að byggja borgina .
(trg)="b.GEN.11.8.1"> Dia tao no nampielezan ' i Jehovah azy hiala ho eny ambonin ' ny tany rehetra ; dia nitsahatra tsy nanao ny tanàna intsony izy .

(src)="b.GEN.11.9.1"> Þess vegna heitir hún Babel , því að þar ruglaði Drottinn tungumál allrar jarðarinnar , og þaðan tvístraði hann þeim um alla jörðina .
(trg)="b.GEN.11.9.1"> Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela ; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin ' ny tany rehetra ; ary tao no nampielezan ' i Jehovah ny olona ho eny ambonin ' ny tany rehetra .

(src)="b.GEN.11.10.1"> Þetta er ættartala Sems : Sem var hundrað ára gamall , er hann gat Arpaksad , tveim árum eftir flóðið .
(trg)="b.GEN.11.10.1"> [ Ny taranak ' i Sema mandraka mby amin ' i Tera , rain ' i Abrama ] Izao no taranak ' i Sema : Rehefa zato taona Sema , dia niteraka an ' i Arpaksada izy roa taona taorian ' ny safo-drano .

(src)="b.GEN.11.11.1"> Og Sem lifði , eftir að hann gat Arpaksad , fimm hundruð ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.11.1"> Ary ny andro niainan ' i Sema taorian ' ny niterahany an ' i Arpaksada dia diman-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.12.1"> Er Arpaksad var þrjátíu og fimm ára , gat hann Sela .
(trg)="b.GEN.11.12.1"> Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan ' i Arpaksada , dia niteraka an ' i Sela izy .

(src)="b.GEN.11.13.1"> Og Arpaksad lifði , eftir að hann gat Sela , fjögur hundruð og þrjú ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.13.1"> Ary ny andro niainan ' i Arpaksada taorian ' ny niterahany an ' i Sela dia telo amby efa-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.14.1"> Er Sela var þrjátíu ára , gat hann Eber .
(trg)="b.GEN.11.14.1"> Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan ' i Sela , dia niteraka an ' i Ebera izy .

(src)="b.GEN.11.15.1"> Og Sela lifði , eftir að hann gat Eber , fjögur hundruð og þrjú ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.15.1"> Ary ny andro niainan ' i Sela taorian ' ny niterahany an ' i Ebera dia telo amby efa-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.16.1"> Er Eber var þrjátíu og fjögurra ára , gat hann Peleg .
(trg)="b.GEN.11.16.1"> Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan ' i Ebera , dia niteraka an ' i Palega izy .

(src)="b.GEN.11.17.1"> Og Eber lifði , eftir að hann gat Peleg , fjögur hundruð og þrjátíu ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.17.1"> Ary ny andro niainan ' i Ebera taorian ' ny niterahany an ' i Palega dia telo-polo amby efa-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.18.1"> Er Peleg var þrjátíu ára , gat hann Reú .
(trg)="b.GEN.11.18.1"> Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan ' i Palega , dia niteraka an-dReo izy ,

(src)="b.GEN.11.19.1"> Og Peleg lifði , eftir að hann gat Reú , tvö hundruð og níu ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.19.1"> Ary ny andro niainan ' i Palega taorian ' ny niterahany an-dReo dia sivy amby roan-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.20.1"> Er Reú var þrjátíu og tveggja ára , gat hann Serúg .
(trg)="b.GEN.11.20.1"> Ary rehefa roa amby telo-polo , taona ny andro niainan-dReo , dia niteraka an ' i Seroga izy .

(src)="b.GEN.11.21.1"> Og Reú lifði , eftir að hann gat Serúg , tvö hundruð og sjö ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.21.1"> Ary ny andro niainan-dReo taorian ' ny niterahany an ' i Seroga dia fito amby roan-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.22.1"> Er Serúg var þrjátíu ára , gat hann Nahor .
(trg)="b.GEN.11.22.1"> Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan ' i Seroga , dia niteraka an ' i Nahora izy ,

(src)="b.GEN.11.23.1"> Og Serúg lifði , eftir að hann gat Nahor , tvö hundruð ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.23.1"> Ary ny andro niainan ' i Seroga taorian ' ny niterahany an ' i Nahora dia roan-jato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.24.1"> Er Nahor var tuttugu og níu ára , gat hann Tara .
(trg)="b.GEN.11.24.1"> Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan ' i Nahora , dia niteraka an ' i Tera izy .

(src)="b.GEN.11.25.1"> Og Nahor lifði , eftir að hann gat Tara , hundrað og nítján ár og gat sonu og dætur .
(trg)="b.GEN.11.25.1"> Ary ny andro niainan ' i Nahora taorian ' ny niterahany an ' i Tera dia sivy ambin ' ny folo amby zato taona ; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy .

(src)="b.GEN.11.26.1"> Er Tara var sjötíu ára , gat hann Abram , Nahor og Haran .
(trg)="b.GEN.11.26.1"> Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan ' i Tera , dia niteraka an ' i Abrama sy Nahora ary Harana izy :

(src)="b.GEN.11.27.1"> Þetta er saga Tara : Tara gat Abram , Nahor og Haran , en Haran gat Lot .
(trg)="b.GEN.11.27.1"> [ Ny taranak ' i Tera , sy ny nifindrany nankany Harana ] Ary izao no taranak ' i Tera : Tera niteraka an ' i Abrama sy Nahora ary Harana ; ary Harana niteraka an ' i Lota .

(src)="b.GEN.11.28.1"> Og Haran dó á undan Tara föður sínum í ættlandi sínu , í Úr í Kaldeu .
(trg)="b.GEN.11.28.1"> Ary maty Harana , raha mbola teo anatrehan ' i Tera rainy tany amin ' ny tany nahaterahany , dia tao Oran ' ny Kaldeana .

(src)="b.GEN.11.29.1"> Og Abram og Nahor tóku sér konur .
(src)="b.GEN.11.29.2"> Kona Abrams hét Saraí , en kona Nahors Milka , dóttir Harans , föður Milku og föður Ísku .
(trg)="b.GEN.11.29.1"> Ary Abrama sy Nahora dia samy naka vady ho azy : ny anaran ' ny vadin ' i Abrama dia Saray ; ary ny anaran ' ny vadin ' i Nahora dia Milka , zanakavavin ' i Harana , rain ' i Milka sy rain ' Iska .

(src)="b.GEN.11.30.1"> En Saraí var óbyrja , hún átti eigi börn .
(trg)="b.GEN.11.30.1"> Ary momba Saray ; tsy nanan-janaka izy .

(src)="b.GEN.11.31.1"> Þá tók Tara Abram son sinn og Lot Haransson , sonarson sinn , og Saraí tengdadóttur sína , konu Abrams sonar síns , og lagði af stað með þau frá Úr í Kaldeu áleiðis til Kanaanlands , og þau komu til Harran og settust þar að .
(trg)="b.GEN.11.31.1"> Ary Tera nitondra an ' i Abrama zanany sy Lota zafiny , zanak ' i Harana , ary Saray vinantoni-vavy , vadin ' i Abrama zanany ; dia niaraka taminy ireo ka niala tao Oran ' ny Kaldeana hankany amin ' ny tany Kanana ; dia tonga tao Harana izy ka nonina tao.Ary dimy amby roan-jato taona ny andro niainan ' i Tera ; dia maty tao Harana izy .

(src)="b.GEN.11.32.1"> Og dagar Tara voru tvö hundruð og fimm ár .
(src)="b.GEN.11.32.2"> Þá andaðist Tara í Harran . / Abraham , Ísak og Jakob /
(trg)="b.GEN.11.32.1"> Ary dimy amby roan-jato taona ny andro niainan ' i Tera ; dia maty tao Harana izy .

(src)="b.GEN.12.1.1"> Drottinn sagði við Abram : " Far þú burt úr landi þínu og frá ættfólki þínu og úr húsi föður þíns , til landsins , sem ég mun vísa þér á.
(trg)="b.GEN.12.1.1"> [ Ny niantsoan ' Andriamanitra an ' i Abrama sy ny nivahinianay tany Kanana sy Egypta ] Ary hoy Jehovah tamin ' i Abrama : Mandehana miala amin ' ny taninao sy ny havanao ary ny tranon ' ny rainao hankany amin ' ny tany izay hasehoko anao ;

(src)="b.GEN.12.2.1"> Ég mun gjöra þig að mikilli þjóð og blessa þig og gjöra nafn þitt mikið , og blessun skalt þú vera .
(trg)="b.GEN.12.2.1"> dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao ; ary ho fitahiana tokoa ianao ;

(src)="b.GEN.12.3.1"> Ég mun blessa þá , sem þig blessa , en bölva þeim , sem þér formælir , og af þér skulu allar ættkvíslir jarðarinnar blessun hljóta . "
(trg)="b.GEN.12.3.1"> ary hitahy izay manisy soa anao Aho , fa hanozona izay manozona anao ; ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin ' ny tany .

(src)="b.GEN.12.4.1"> Þá lagði Abram af stað , eins og Drottinn hafði sagt honum , og Lot fór með honum .
(src)="b.GEN.12.4.2"> En Abram var sjötíu og fimm ára að aldri , er hann fór úr Harran .
(trg)="b.GEN.12.4.1"> Dia nandeha Abrama araka izay efa nolazain ' i Jehovah taminy , ary Lota koa mba niaraka taminy .
(trg)="b.GEN.12.4.2"> Ary efa dimy amby fito-polo taona Abrama , raha niala tao Harana izy .

(src)="b.GEN.12.5.1"> Abram tók Saraí konu sína og Lot bróðurson sinn og alla fjárhluti , sem þeir höfðu eignast , og þær sálir , er þeir höfðu fengið í Harran .
(src)="b.GEN.12.5.2"> Og þeir lögðu af stað og héldu til Kanaanlands .
(src)="b.GEN.12.5.3"> Þeir komu til Kanaanlands .
(trg)="b.GEN.12.5.1"> Ary Abrama nitondra an ' i Saray vadiny sy Lota zana-drahalahiny mbamin ' ny fananan ' izy rehetra izay efa nohariny sy ny olona izay efa azony tao Harana ; dia niainga izy ireo hankany amin ' ny tany Kanana , ka tonga tany amin ' ny tany Kanana izy .