# gv/Manx-PART.xml.gz
# plt/Malagasy.xml.gz


(src)="b.EST.1.1.1"> Nish haink eh gy-kione ayns lhing Ahasuerus ( shoh yn Ahasuerus shen ren reill voish India eer gys Ethiopia , harrish shey-feed as shiaght rheamyn )
(trg)="b.EST.1.1.1"> [ Ny fanasana lehibe nataon ' i Ahasoerosy , ary ny nanesorana an ' i Vasty vadiny ] Ary tamin ' ny andro nanjakan ' i Ahasoerosy ( ity Ahasoerosy ity ilay nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia , ka nizarazara ho fito amby roa-polo amby zato toko ny fanjakany ) ,

(src)="b.EST.1.2.1"> Ayns ny laghyn shen , tra va ree Ahasuerus ny hoie er stoyl-reeoil e reeriaght , va ayns Shushan yn phlaase reeoil ,
(trg)="b.EST.1.2.1"> dia tamin ' izany andro izany , raha nipetraka teo ambonin ' ny seza fiandrianan ' ny fanjakany , izay tany Sosana renivohitra , Ahasoerosy mpanjaka ,

(src)="b.EST.1.3.1"> Ayns y trass vlein jeh e reill , ren eh cuirraghyn da ooilley e phrinceyn , as e harvaantyn ; pooaraghyn Phersia as Media , ard gheiney as princeyn ny rheamyn ec y traa cheddin kionfenish .
(trg)="b.EST.1.3.1"> tamin ' ny taona fahatelo nanjakany , dia nanao fanasana ho an ' ny mpanapaka sy ny mpanompony rehetra izy ; ary teo anatrehany koa ny lehiben ' ny miaramilan ' i Persia sy Media sy ny mpanapaka mbamin ' ireo komandin ' ny isan-tokony amin ' ny fanjakany ;

(src)="b.EST.1.4.1"> Tra hoilshee eh magh berchys e reeriaght ghloyroil , as onnor e ard-ooashley reeoil , ymmodee laghyn , eer nuy-feed laa .
(trg)="b.EST.1.4.1"> ary nasehony andro maro , dia valo-polo amby zato andro , ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany .

(src)="b.EST.1.5.1"> As lurg da ny laghyn shoh ve harrish , ren y ree cuirraghyn da ooilley yn pobble va ry-gheddyn ayns Shushan y phlaase , chammah da ard as injil son shiaght laa , ayns cooyrtyn garey plaase y ree ,
(trg)="b.EST.1.5.1"> Ary rehefa tapitra izany andro izany , ny olona rehetra izay tany Sosana renivohitra , na lehibe na kely , dia nanaovan ' ny mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo amin ' ny kianjan ' ny tanimbolin ' ny tranon ' ny mpanjaka ;

(src)="b.EST.1.6.1"> Raad va curtanyn baney , geayney , as gorrym , sheeynt er coyrdyn dy heeidey purple , lesh loopyn argid , as pillaryn marble : as nyn ynnydyn-soie dy airh , as argid , er laare dy phurple , as gorrym , as bane , as doo ,
(trg)="b.EST.1.6.1"> ary nisy lamba fotsy sy misoratsoratra sy manga nifehy tamin ' ny kofehy rongony fotsy sy volomparasy tamin ' ny masom-bolafotsy sy tsangantsangany vato marmora fotsy ; ary nisy farafara volamena sy volafotsy teo amin ' ny lampivato alabastara sy marmora fotsy sy hara ary marmora mainty .

(src)="b.EST.1.7.1"> As hirveish ad jough orroo ayns siyn airhey ( va ny siyn jeh dagh sorch ) as palchey dy feeyn reeoil , cooie rish stayd y ree .
(trg)="b.EST.1.7.1"> Ary ny olona dia nampisotroina tamin ' ny kapoaka volamena ( samy hafa avokoa ny kapoaka , ) ary betsaka ny divain ' andriana araka ny fanomen ' ny mpanjaka .

(src)="b.EST.1.8.1"> As va ' n giu cordail rish y leigh , cha row fer erbee eginit : son shoh myr doardee yn ree da ooilley fir-oik e hie , dy row dy chooilley ghooinney dy ghoaill myr baillish .
(trg)="b.EST.1.8.1"> Ary ny nisotroan ' ny olona dia araka ny tenin ' andriana , ka tsy nisy nanery ; fa toy izany no nandidian ' ny mpanjaka ny mpitandrina ny tranony rehetra mba hanaovan ' ny olona araka izay sitrapony avy .

(src)="b.EST.1.9.1"> Ren Vashti yn ven-rein myrgeddin cuirraghyn son ny mraane , ayns thie reeoil Ahasuerus .
(trg)="b.EST.1.9.1"> Ary Vasty , vadin ' ny mpanjaka , dia mba nanao fanasana ho an ' ny vehivavy koa tao amin ' ny tranom-panjakana , izay an ' i Ahasoerosy mpanjaka .

(src)="b.EST.1.10.1"> Er y chiaghtoo laa , tra va cree yn ree gennal lesh feeyn , doardee eh Mehuman , Biztha , Harboua , Bigtha , as Abagtha , Zethar , as Carcas , ny shiaght ard fir-oik , va shirveish fenish Ahasuerus yn ree ,
(trg)="b.EST.1.10.1"> Ary tamin ' ny andro fahafito , nony faly ny fon ' ny mpanjaka azon ' ny divay , dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara ry Karkasa , tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan ' i Ahasoerosy mpanjaka , [ Heb. ionoka ]

(src)="b.EST.1.11.1"> Dy chur lhieu Vashti yn ven-rein kiongoyrt rish y ree , ceau yn attey reeoil dy yeeaghyn da ' n pobble as ny princeyn yn aalid eck , son v ' ee feer aalin dy yeeaghyn urree .
(trg)="b.EST.1.11.1"> ba hitondra an ' i Vasty , vadin ' ny mpanjaka , ho eo anatrehan ' ny mpanjaka , misatroka ny satro-boninahitry ny fanjakana , mba haseho amin ' ny olona sy ny mpanapaka ny hatsaran-tarehiny ; fa maha-te-hizaha izy .

(src)="b.EST.1.12.1"> Agh dob Vashti yn ven-rein dy heet er sarey yn ree liorish ny fir-oik : va ' n ree , er-y-fa shen , feer jymmoosagh , as ren e chorree lostey cheu-sthie jeh .
(trg)="b.EST.1.12.1"> Fa Vasty , vadin ' ny mpanjaka , nandà ny tenin ' ny mpanjaka nentin ' ny tsindranolahy ka tsy nety nankany .
(trg)="b.EST.1.12.2"> Dia tezitra loatra ny mpanjaka , ka nirehitra tao am-pony ny fahatezerany . [ Heb. ionoka ]

(src)="b.EST.1.13.1"> Eisht dooyrt y ree rish ny deiney creeney , va toiggal cooishyn ( son shoh va cliaghtey yn ree dy ghoaill y choyrle ocsyn va tushtagh ayns leigh as briwnys :
(trg)="b.EST.1.13.1"> Dia hoy ny mpanjaka tamin ' ny olon-kendry izay mpanandro ( toy izany no nanaovana ny raharahan ' ny mpanjaka teo anatrehan ' izay rehetra nahalala lalàna sy fitsarana ;

(src)="b.EST.1.14.1"> As ny ard-gheiney jeu shoh va Carshena , Shethar , Admatha , Tarshish , Meres , Marsena , as Memucan , shiaght princeyn Phersia as Media , as fir-choyrlee kinjagh y ree , as ayns ard phooar ayns y reeriaght ) .
(trg)="b.EST.1.14.1"> ary ny teo akaikiny dia Rarsena , Setara , Admata , Tarsisy , Maresa , Marsena , Memokana , mpanapaka fito tamin ' i Persia sy Media , izay nahita ny tarehin ' ny mpanjaka ka nipetraka tamin ' ny fitoerana aloha teo amin ' ny fanjakana ) :

(src)="b.EST.1.15.1"> Cre nee mayd rish Vashti yn ven-rein cordail rish y leigh , er-yn-oyr nagh vel ee er choyrt biallys da sarey yn ree Ahasuerus , liorish e hirveishee ?
(trg)="b.EST.1.15.1"> Ahoana no hanaovana an ' i Vasty , vadin ' ny mpanjaka , raha araka ny lalàna , satria tsy nankato ny didiko , izaho Ahasoerosy mpanjaka , nentin ' ny tsindranolahy izy ?
(trg)="b.EST.1.15.2"> [ Heb. ionoka ]

(src)="b.EST.1.16.1"> As dreggyr Memucan ayns fenish y ree as ny princeyn , Cha nee da ' n ree ny-lomarcan ta ' n ven-rein er n ' yannoo aggair , agh myrgeddin da ooilley ny princeyn , as da ooilley yn pobble t ' ayns slane reeriaght ree Ahasuerus .
(trg)="b.EST.1.16.1"> Dia namaly Memokana teo anatrehan ' ny mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe : Tsy tamin ' ny mpanjaka ihany no nanaovan ' i Vasty , vadin ' ny mpanjaka , izao ratsy izao , fa tamin ' ny mpanapaka rehetra koa sy ny vahoaka rehetra isan-tokony eran ' ny fanjakan ' i Ahasoerosy mpanjaka ;

(src)="b.EST.1.17.1"> Son shoh ta ' n ven-rein er n ' yannoo ayns clashtyn ooilley ny mraane , myr shen dy jean ad beg y hoiaghey jeh ny deiney oc , tra hed y skeeal magh , Doardee ree Ahasuerus Vashti yn ven-rein dy heet stiagh kiongoyrt rish , agh cha daink ee .
(trg)="b.EST.1.17.1"> fa hiely any amin ' ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon ' ny vadin ' ny mpanjaka izao , ka hanaovany ny vadiny ho tsinontsinona eo imasony , fa samy hanao hoe : Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy an ' i Vasty vadiny ho entina eo anatrehany , nefa tsy nety izy .

(src)="b.EST.1.18.1"> Yn ansoor cheddin ver ooilley mraane seyr Phersia as Media nish , da ooilley princeyn y ree , ta er chlashtyn jeh ymmyrkey yn ven-rein .
(src)="b.EST.1.18.2"> As bee shoh oyr lane mee viallys as anvea .
(trg)="b.EST.1.18.1"> Ary na dia amin ' izao andro izao aza ny andriambavin ' i Persia sy Media , izay mandre ny nataon ' ny vadin ' ny mpanjaka , dia samy hilaza izany amin ' ny mpanapaka rehetra voatendrin ' ny mpanjaka ; ka dia ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana .

(src)="b.EST.1.19.1"> My s ' gooidsave lesh y ree , lhig da jannoo sarey reeoil , as lhig da ve scruit mastey leighyn ny Persianee , as ny Medeyn , nagh bee er ny chaghlaa , nagh jig Vashti arragh ayns fenish ree Ahasuerus , as lhig da ' n ree stowal y stayd reeoil eck er unnane elley ta ny share na ish .
(trg)="b.EST.1.19.1"> Koa raha sitraky ny mpanjaka , dia aoka hisy didim-panjakana hivoaka avy eto amin ' ny mpanjaka ka hosoratana ao amin ' ny lalàn ' i Persia sy Media ka dia tsy hovana , fa tsy hahazo hankeo anatrehan ' i Ahasoerosy mpanjaka intsony Vasty ; ary ny voninahitr ' i Vasty dia aoka homen ' ny mpanjaka ho an ' izay vehivavy hafa tsara noho izy .

(src)="b.EST.1.20.1"> As tra vees sarey yn ree er ny ockley magh trooid e slane reeriaght ( son s ' mooar te ) ver ooilley ny mraane onnor da ny deiney oc , chammah ard as injil .
(trg)="b.EST.1.20.1"> Ary raha torina eran ' ny fanjakany rehetra ( fa lehibe izany ) ny lalàn ' ny mpanjaka izay hataony , dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy na lehibe na kely , ny vehivavy rehetra .

(src)="b.EST.1.21.1"> As va ' n choyrle mie ayns shilley yn ree , as ny princeyn , as ren y ree cordail rish goan Vemucan :
(trg)="b.EST.1.21.1"> Dia sitraky ny mpanjaka sy ny mpanapaka izany teny izany ; ka dia nanao araka ny tenin ' i Memokana ny mpanjaka , ka nampitondra taratasy izy ho any amin ' ny isan-tokony amin ' ny fanjakan ' ny mpanjaka , dia isan-tokony araka ny sorany avy , ary isam-pirenena araka ny fiteniny avy , mba hahatapaka ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra , ary samy hiteny araka ny fiteniny avy isam-pirenena .

(src)="b.EST.1.22.1"> Son hug eh screeunyn trooid ooilley rheamyn y ree gys dy chooilley ard cordail rish nyn aght screeuee , as gys dy chooilley phobble lurg nyn ghlare hene , dy row dy chooilley ghooinney dy ymmyrkey reill ayns e hie hene , as dy beagh shoh er ny ockley magh ayns glare dy chooilley phobble .
(trg)="b.EST.1.22.1"> ka nampitondra taratasy izy ho any amin ' ny isan-tokony amin ' ny fanjakan ' ny mpanjaka , dia isan-tokony araka ny sorany avy , ary isam-pirenena araka ny fiteniny avy , mba hahatapaka ny ao an-tranony avy ny lehilahy rehetra , ary samy hiteny araka ny fiteniny avy isam-pirenena .

(src)="b.EST.2.1.1"> Lurg ny reddyn shoh , tra va farg ree Ahasuerus er ny veeinaghey dy chooinee eh er Vashti , as ny v ' ee er n ' yannoo , as y decree hie magh noi eck .
(trg)="b.EST.2.1.1"> [ Ny nifidianana an ' i Estera ho vadin ' i Ahasoerosy ] Rehefa afaka izany , nony efa nionona ny fahatezeran ' i Ahasoerosy mpanjaka , dia nahatsiaro an ' i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy .

(src)="b.EST.2.2.1"> Eisht dooyrt fir-oik y ree va shirveish er , Lhig da moidynyn aegey as aalin v ' er ny gheddyn da ' n ree :
(trg)="b.EST.2.2.1"> Ka dia hoy ireo zatovon ' ny mpanjaka izay nanompo azy : Aoka ny mpanjaka hitadiavana zazavavy virijina tsara tarehy ;

(src)="b.EST.2.3.1"> As lhig da ' n ree pointeil fir-oik ayns ooilley rheamyn e reeriaght , dy haglym cooidjagh ooilley ny moidynyn aegey as aalin gys Shushan y phlaase , gys thie ny mraane , fo kiarail Hege shamyrlin y ree , oaseir ny mraane , as lhig da spiceyn-oonlee cour glenney v ' er ny choyrt daue :
(trg)="b.EST.2.3.1"> ary aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin ' ny isan-tokony eran ' ny ny fanjakany rehetra , dia aoka hovorin ' ireny ny zazavavy virijina tsara tarehy rehetra ho ato Sosana renivohitra ho ao an-tranom-behivavy amin ' ny fehin ' i Hegay , tsindranolahin ' 1 ny mpanjaka , mpifehy ny vehivavy ; ary aoka homena ny zavatra fidiovany izy ,

(src)="b.EST.2.4.1"> As lhig da ' n voidyn share by-haittin lesh y ree , ve yn ven-rein ayns ynnyd Vashti .
(src)="b.EST.2.4.2"> As va ' n raa cordail rish aigney yn ree , as shen myr ren eh .
(trg)="b.EST.2.4.1"> koa izay zazavavy sitraky ny mpanjaka no aoka hanjaka hisolo an ' i Vasty .
(trg)="b.EST.2.4.2"> Dia sitraky ny mpanjaka izany teny izany , ka dia nataony .

(src)="b.EST.2.5.1"> Nish ayns Shushan y phlaase , va Hew dy row , enmyssit Mordecai , mac Jair , mac Shimei , mac Kish , ny Venjamite :
(trg)="b.EST.2.5.1"> Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra .
(trg)="b.EST.2.5.2"> Mordekay no anarany , zanak ' i Jaira , zanak ' i Simey , zanak ' i Kisy , avy tamin ' ny taranak ' i Benjamina ,

(src)="b.EST.2.6.1"> Va goit ersooyl veih Jerusalem , ayns y chappeeys marish Jeconiah ree Yudah , ren Nebuchadnezzar ree Vabylon y chur lesh ersooyl .
(trg)="b.EST.2.6.1"> izay efa nentina ho babo avy tany Jerosalema tamin ' ny babo izay nentina niaraka tamin ' i Jekonia , mpanjakan ' ny Joda , izay nobaboin ' i Nebokadnezara , mpanjakan ' i Babylona .

(src)="b.EST.2.7.1"> As va Hadassah ( ta shen Esther ) inneen e naim troggit liorish , son cha row ayr ny moir eck , as va ' n ven aeg aalin as stoamey , ee ghow Mordecai ( lurg baase yn ayr as y voir eck ) son e lhiannoo hene .
(trg)="b.EST.2.7.1"> Ary izy nitaiza an ' i Hadasa ( Estera izany ) , zanakavavin ' ny rahalahin-drainy , izay tsy nanana ray sy reny intsony ; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy , ary noraisin ' i Mordekay ho zanany izy , rehefa maty rainy sy reniny .

(src)="b.EST.2.8.1"> Myr shen haink eh gykione , tra va sarey as oardagh y ree er ny chlashtyn , as tra va ymmodee moidynyn er nyn jaglym cooidjagh gys Shushan y phlaase fo currym Hegai , dy row Esther myrgeddin er ny choyrt lh ' ee gys thie yn ree , fo kiarail Hegai ,
(trg)="b.EST.2.8.1"> Koa nony re ny tenin ' ny mpanjaka sy ny lalàny , ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho andin ' ny fehin ' i Hegay , dia mba nentina ho ao an-tranon ' ny mpanjaka koa Estera ho amin ' ny fehin ' i Hegay , mpifehy ny vehivavy .

(src)="b.EST.2.9.1"> As by-laik lesh y ven aeg , as yeeagh eh foayr jee , as hug eh jee chelleeragh spiceyn oonlee ry-hoi glenney , marish lheid ny reddyn as va cooie er e son , as shiaght mraane aegey va dy hirveish urree , ass thie yn ree , as phoint eh jeeish as da ny mraane eck , yn reih ynnyd va ayns thie ny mraane .
(trg)="b.EST.2.9.1"> Ary nahafaly azy razazavavy ka nahita fitia teo imasony ; dia nomeny faingana an-drazazavavy ny zavatra fidiovany sy ny anjara-haniny ary ny ankizivavy fito izay voafantina homena azy avy tao an-tranon ' ny mpanjaka ; ary nafindrany ho ao amin ' ny fitoerana tsara indrindra ao an-tranom-behivavy izy sy ny ankizivaviny .

(src)="b.EST.2.10.1"> Cha row Esther foast er n ' insh quoi va ' n sleih-mooinjerey , ny ' n kynney eck : son va Mordecai er choyrt currym gyere urree , nagh n ' inshagh ee eh .
(trg)="b.EST.2.10.1"> Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany , satria nopeperan ' i Mordekay mba tsy hilaza izany izy .

(src)="b.EST.2.11.1"> As huill Mordecai dy chooilley laa roish cooyrt thie ny mraane dy vriaght kys va Esther , as cre ' n erree harragh urree .
(trg)="b.EST.2.11.1"> Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan ' ny kianjan ' ny tranom-behivavy , mba hahafantarany izay toetran ' i Estera sy izay anaovana azy .

(src)="b.EST.2.12.1"> Nish tra haink shayll dagh moidyn mygeayrt , dy gholl stiagh gys ree Ahasuerus , erreish j ' ee v ' er ve daa vee jeig , cordail rish cliaghtey mraane , ( son shoh myr va nyn laghyn glennee cooilleenit , ta shen dy ghra shey meeaghyn lesh myrrh , as shey meeagh yn lesh spiceyn millish , as lesh reddyn elley cooie son mraane y ghlenney . )
(trg)="b.EST.2.12.1"> Ary nony tonga ny andro hidiran ' ny zazavavy tsirairay isan ' andro tany amin ' i Ahasoerosy mpanjaka , rehefa tapitra taminy ny roa ambin ' ny folo volana , araka ny fomba fanomanana ny vehivavy ( fa tapitra tamin ' izay ny andro fidiovany , dia enim-bolana tamin ' ny diloilo nisy miora , ary enim-bolana tamin ' ny zava-manitra sy ny zavatra sasany koa fidiovan ' ny vehivavy ) ,

(src)="b.EST.2.13.1"> Eisht er yn aght shoh haink dagh ben aeg gys y ree , va , cre-erbee hirragh ee coyrt jee , dy gholl maree ass thie ny mraane , gys plaase y ree .
(trg)="b.EST.2.13.1"> koa nony hiditra ao amin ' ny mpanjaka ny zazavavy tamin ' izany , dia nomena azy izay rehetra nilainy ho entiny avy amin ' ny tranom-behivavy ho ao an-tranon ' ny mpanjaka .

(src)="b.EST.2.14.1"> Ayns yn astyr hie ee stiagh , as er laa-ny-vairagh haink ee magh , gys yn nah hie va cour ny mraane fo currym Shaashgaz shamyrder y ree , va currym ny co-lhiabbee er : cha daink ee arragh stiagh gys y ree , mannagh ghow yn ree taitnys aynjee , as fegooish yn ennym ec ve eit .
(trg)="b.EST.2.14.1"> Tamin ' ny hariva no nandeha izy , ary nony maraina dia niverina izy ho ao an-trano faharoa nitoeran ' ny vehivavy , ho amin ' ny fehin ' i Sasegaza , tsindranolahin ' 1 ny mpanjaka , mpitandrina ny vaditsindrano ; ary tsy mba niditra tao amin ' ny mpanjaka intsony izy , raha tsy tian ' ny mpanjaka , ka voatonona ny anarany .

(src)="b.EST.2.15.1"> Nish tra va coorse Esther , inneen Abihail , naim Mordecai ( va er ghoaill ee son e lhiannoo hene ) er jeet mygeayrt dy gholl stiagh gys y ree , cha hir ee veg , agh ny ren Hegai shamyrder y ree , va currym ny mraane er phointeil : as va Esther dy mooar soit j ' ee son e aalid , ' sy chilley ocsyn ooilley honnick ee .
(trg)="b.EST.2.15.1"> Ary rehefa tonga ny anjara-andron ' i Estera , zanakavavin ' i Abihaila , rahalahin-drain ' i Mordekay izay efa nandray azy ho zananivavy , hidirany ao an-tranon ' ny mpanjaka , dia tsy nila na inona na inona izy mihoatra noho izay notononin ' i Hegay , tsindranolahin ' ny mpanjaka , mpitandrina ny vehivavy .
(trg)="b.EST.2.15.2"> Ary Estera nahita fitia teo imason ' ny olona rehetra izay nijery azy .

(src)="b.EST.2.16.1"> Myr shoh va Esther goit stiagh liorish ree Ahasuerus , gys e phlaase reeoil , ayns y jeihoo vee ( ta shen yn vee Tebeth ) ' sy chiaghtoo vlein jeh e reill .
(trg)="b.EST.2.16.1"> Dia nentina ho ao amin ' i Ahasoerosy mpanjaka Estera , ho ao an-tranon ' ny fanjakana , tamin ' ny volana fahafolo ( volana Tebeta izany ) tamin ' ny taona fahafito nanjakany .

(src)="b.EST.2.17.1"> As bynney lesh y ree Esther , erskyn ooilley ny mraane , as hooar ee foayr as aigney mie ayns e hilley , erskyn ooilley ny moidynyn ; myr shen dy hoie eh yn crown reeoil er y chione eck , as ren eh ee yn ven-rein , ayns ynnyd Vashti :
(trg)="b.EST.2.17.1"> Ary tian ' ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra Estera , ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijina rehetra izy , ka dia nosatrohany ny satro-boninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an ' i Vasty .

(src)="b.EST.2.18.1"> Eisht ren y ree cuirraghyn mooar da ooilley e phrinceyn , as e ir-oik , eer cuirraghyn Esther , as ren eh mial keeshyn ny rheamyn , as hug eh giootyn , cordail rish stayd y ree .
(trg)="b.EST.2.18.1"> Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an ' ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony , dia fanasan ' i Estera izany ; ary nanendry andro fifaliana ho an ' ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen ' ny mpanjaka .

(src)="b.EST.2.19.1"> As tra va ny moidynyn er nyn jaglym cooidjagh yn nah cheayrt , eisht hoie Mordecai ayns giat y ree .
(trg)="b.EST.2.19.1"> Ary raha nisy virijina novorina fanindroany , dia nipetraka teo am-bavahadin ' ny mpanjaka Mordekay .

(src)="b.EST.2.20.1"> Cha hoilshee Esther foast yn sleih mooinjerey , ny yn kynney eck ; myr va Mordecai er harey ee : son ren Esther er raa
(trg)="b.EST.2.20.1"> Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny , araka ilay nameperan ' i Mordekay azy ihany ; fa ny tenin ' i Mordekay dia nankatoavin ' i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany .

(src)="b.EST.2.21.1"> Ayns ny laghyn shen ( choud as va Mordecai ny hoie ayns giat y ree ) va jees jeh shamyrderyn y ree , Bigthan as Teresh jeusyn va freayll yn dorrys , lhieent lesh farg , as fieau er caa dy stroie ree Ahasuerus :
(trg)="b.EST.2.21.1"> Tamin ' izany andro izany , raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin ' ny mpanjaka , dia tezitra Bigtana sy Taresy , roa lahy isan ' ny tsindranolahin ' 1 ny mpanjaka , dia ilay mpiambina teo am-baravarana , ka nitady hamono an ' i Ahasoerosy mpanjaka izy .

(src)="b.EST.2.22.1"> As hooar Mordecai fys er shoh , as dinsh eshyn eh da Esther yn ven-rein , as ren Esther y chooish y hoilshaghey da ' n ree , ayns ennym Vordecai .
(trg)="b.EST.2.22.1"> Ary fantatr ' i Mordekay izany ka nambarany tamin ' i Estera , vadin ' ny mpanjaka ; dia nambaran ' i Estera tamin ' ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain ' i Mordekay azy.Atỳ rehefa nodinihina izany zavatra izany , dia , indro , marina ; ka dia nahantona tamin ' ny hazo izy roa lahy ; ary nosoratana tao amin ' ny bokin ' ny tantara teo anatrehan ' ny mpanjaka izany .

(src)="b.EST.2.23.1"> As tra va briaght jeant ' sy chooish , ve er ny gheddyn magh ; v ' ad ny-neesht , er-y-fa shen , croghit er billey : as ve scruit ayns lioar ny recortyssyn fenish y ree .
(trg)="b.EST.2.23.1"> Atỳ rehefa nodinihina izany zavatra izany , dia , indro , marina ; ka dia nahantona tamin ' ny hazo izy roa lahy ; ary nosoratana tao amin ' ny bokin ' ny tantara teo anatrehan ' ny mpanjaka izany .

(src)="b.EST.3.1.1"> Lurg ny reddyn shoh , ren ree Ahasuerus soiaghey seose Haman mac Hammedatha yn Agagite , as hrog eh gys ard-olk eh , as hoie eh eh erskyn ooilley ny princeyn va marish .
(trg)="b.EST.3.1.1"> [ Ny fahasosoran ' i Hamana tamin ' i Mordekay , sy ny hevitra nataony handringanana ny Jiosy ] Rehefa afaka izany zavatra izany , dia nasandratr ' i Ahasoerosy mpanjaka Hamana , zanak ' i Hamedota Agagita , ka nomeny voninahitra , ary ny sezany nataony teo alohan ' ny an ' ny mpanapaka rehetra izay teo aminy .

(src)="b.EST.3.2.1"> As ren ooilley sharvaantyn y ree , va ayns giat y ree , croymmey as ooashley choyrt da Haman , son shen myr doardee yn ree mychione echey : agh cha chroym Mordecai , chamoo hug eh ooashley da .
(trg)="b.EST.3.2.1"> Ary ny mpanompon ' ny mpanjaka rehetra izay teo am-bavahadin ' ny mpanjaka dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehan ' i Hamana ; fa izany no didin ' ny mpanjaka .
(trg)="b.EST.3.2.2"> Fa Mordekay kosa tsy mba nety nandohalika na niankohoka .

(src)="b.EST.3.3.1"> Eisht dooyrt sharvaantyn y ree , va ayns giat y ree , rish Mordecai , Cre ' n-fa t ' ou brishey sarey yn ree ?
(trg)="b.EST.3.3.1"> Dia hoy ny mpanompon ' ny mpanjaka izay teo am-bavahadin ' ny mpanjaka tamin ' i Mordekay : Nahoana ianao no mandika ny didin ' ny mpanjaka ?

(src)="b.EST.3.4.1"> Nish haink eh gy-kione , tra loayr ad rish gagh-laa , as nagh dug eh geill daue , dy dinsh ad da Haman , dy yeeaghyn cre ' n erree harragh er Mordecai , as e chooish , son v ' eh er n ' insh daue , dy row eh ny Hew .
(trg)="b.EST.3.4.1"> Nefa na dia niteny taminy isan ' andro aza ireo , dia tsy mba nihaino azy izy , ka nolazain ' Ireo tamin ' i Hamana , mba hizahany na haharitra amin ' ny teniny ihany Mordekay , na tsia ; fa efa nilaza tamin ' ireo izy fa Jiosy .

(src)="b.EST.3.5.1"> As tra honnick Haman , nagh chroym Mordecai huggey , as nagh dug eh ooashley da , eisht va Haman lane dy sproght .
(trg)="b.EST.3.5.1"> Ary rehefa hitan ' i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany , dia tezitra loatra izy .

(src)="b.EST.3.6.1"> As cha beeagh lesh e laueyn y choyrt er Mordecai ny-lomarcan , son v ' ad er n ' insh da mychione pobble Vordecai : hir Haman er-y-fa shen , caa dy stroie ooilley ny Hewnyn va trooid magh slane reeriaght Ahasuerus , eer pobble Vordecai .
(trg)="b.EST.3.6.1"> Ary nataon ' i Hamana ho zavatra kely loatra ny haninji-tanana hamely an ' i Mordekay irery ihany ( fa efa nambara azy ny firenen ' i Mordekay ) , ka dia nitady handringana ny Jiosy rehetra eran ' ny fanjakan ' i Ahasoerosy koa izy , dia ny firenen ' i Mordekay .

(src)="b.EST.3.7.1"> Ayns y chied vee ( ta shen yn vee Nisan ) ayns y nah vlein yeig jeh reill Ahasuerus , hilg ad Pur , ta shen , yn lot , fenish Haman , laa lurg laa , as veih mee dy mee , gys y nah vee yeig , ta shen , yn vee Adar .
(trg)="b.EST.3.7.1"> Tamin ' ny volana voalohany ( volana Nisana izany ) tamin ' ny taona faharoa ambin ' ny folo nanjakan ' i Ahasoerosy mpanjaka , nisy nanao pora ( filokana izany ) teo anatrehan ' i Hamana ny amin ' ny isan ' andro isan ' andro sy ny isam-bolana isam-bolana hatramin ' ny volana faharoa ambin ' ny folo ( volana Adara izany )

(src)="b.EST.3.8.1"> As dooyrt Haman rish ree Ahasuerus , Ta ashoon dy leih t ' er skeayley dy lhean mastey dty phobble , ayns dy chooilley ard jeh dty reeriaght , as ta leighyn oc er-lheh noi leighyn dy chooilley phobble , chamoo t ' ad freayll leighyn y ree , er-y-fa shen cha vel eh son vondeish y ree dy chur raad daue .
(trg)="b.EST.3.8.1"> Ary hoy Hamana tamin ' i Ahasoerosy mpanjaka : tsisy firenena iray efa miely sy mihahaka eny amin ' ny firenena samy hafa isan-tokony eran ' ny fanjakanao ; ary hafa lalàna noho ny firenena rehetra ireny sady tsy mba mankatò ny lalàn ' ny mpanjaka ; ary tsy mendrika amin ' ny mpanjaka ny hamela azy ho eny ;

(src)="b.EST.3.9.1"> My s ' gooidsave lesh y ree , lhig da oardagh ve jeant , dy bee ad er nyn stroie : as eeck-yms jeih thousane talent dy argid gys tashtaghyn y ree , liorish ny laueyn ocsyn vees currym yn obbyr shoh orroo .
(trg)="b.EST.3.9.1"> koa raha sitraky ny mpanjaka , aoka hosoratana mba haringana ireny , dia handoa talenta volafotsy iray alina ho eo an-tànan ' ny mpanao raharaha aho ho entina ao an-trano firaketan ' ny mpanjaka .

(src)="b.EST.3.10.1"> As ghow yn ree fainey jeh e laue , as hug eh eh da Haman mac Hammedatha yn Agagite , noid ny Hewnyn .
(trg)="b.EST.3.10.1"> Dia nesorin ' ny mpanjaka tamin ' ny tànany ny peratra fanombohany ka nomeny an ' i Hamana , zanak ' i Hamedota Agagita , fahavalon ' ny Jiosy .

(src)="b.EST.3.11.1"> As dooyrt y ree rish Haman , Lhiat hene yn argid , as y sleih myrgeddin , dy yannoo roo lurg dty aigney hene .
(trg)="b.EST.3.11.1"> Ary hoy ny mpanjaka tamin ' i Hamana : Homena anao ihany ny volafotsy sy ny olona koa hanaovanao azy araka izay sitrakao .

(src)="b.EST.3.12.1"> Eisht va scrudeyryn y ree er ny eam yn trass laa yeig jeh yn chied vee , as ve scruit cordail rish ooilley ny doardee Haman dauesyn v ' ayns pooar fo yn ree , gys ny kiannoortyn va harrish dy chooilley heer , as fir reill dagh pobble , cordail rish yn aght screeuee oc hene , as gys dy chooilley ashoon lurg nyn ghlare ; ayns ennym ree Ahasuerus hie eh er scrieu , as ve sealit lesh fainey
(trg)="b.EST.3.12.1"> Dia nantsoina ny mpanoratry ny mpanjaka tamin ' ny andro fahatelo ambin ' ny folo tamin ' ny volana voalohany , ka nosoratana izany araka izay rehetra nandidian ' i Hamana ho an ' ny solo-mpanjaka sy ny governora tamin ' ny isan-tokony ary ny mpanapaka ny firenena rehetra , ho any amin ' ny isan-tokony araka ny sorany avy , ary ho amin ' ny isam-pirenena araka ny fiteniny avy ; dia tamin ' ny anaran ' i Ahasoerosy mpanjaka no nanoratany azy ka notombohiny tamin ' ny peratra fanombohan ' ny mpanjaka .

(src)="b.EST.3.13.1"> As hie ny screeunyn lesh postyn gys ooilley cheeraghyn y ree , dy choyrt mow , dy varroo , as dy stroie ooilley ny Hewnyn , chammah aeg as shenn , cloan aegey as mraane ' syn un laa , eer y trass laa yeig jeh ' n nah vee yeig ( ta shen yn vee Adar ) as dy ghoaill y chooid oc son spooilley .
(trg)="b.EST.3.13.1"> Ary ny taratasy dia nampitondrainy ny tsimandoa ho any amin ' ny isan-tokony amin ' ny fanjakan ' ny mpanjaka mba hampandringana sy hampamono ary hampandripaka ny Jiosy rehetra , na tanora na antitra hatramin ' ny zaza amim-behivavy aza , amin ' ny indray andro monja , dia tamin ' ny andro fahatelo ambin ' ny folo tamin ' ny volana faharoa ambin ' ny folo ( volana Adara izany ) , ary handroba ny fananany .

(src)="b.EST.3.14.1"> Va copy yn order son dagh cheer , er ny ockley magh da dy chooilley phobble , ad dy ve aarloo er y laa shen .
(trg)="b.EST.3.14.1"> Ny kopen ' ny teny izay natao didy ho amin ' ny isan-tokony amin ' ny fanjakana dia nisokatra mba ho hitan ' ny olona rehetra hampiomana azy ho amin ' izany andro izany . [ Na : dia novakina tamin ' ] Dia nivoaka ny tsimandoa , ka nododonan ' ny tenin ' ny mpanjaka ; ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna .
(trg)="b.EST.3.14.2"> Ary ny mpanjaka sy Hamana nipetraka hisotro ; fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra .

(src)="b.EST.3.15.1"> Hie ny postyn magh ayns fiyr , liorish sarey yn ree , as va ' n oardagh jeant ayns Shushan y phlaase : as hoie yn ree as Haman sheese dy iu , agh va ( ny Hewnyn ayns ) ard-valley Shushan dy mooar seaghnit .
(trg)="b.EST.3.15.1"> Dia nivoaka ny tsimandoa , ka nododonan ' ny tenin ' ny mpanjaka ; ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna .
(trg)="b.EST.3.15.2"> Ary ny mpanjaka sy Hamana nipetraka hisotro ; fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra .

(src)="b.EST.4.1.1"> Tra cheayll Mordecai kys myr ve kiarit , raip Mordecai e choamrey as hug eh er aanrit-sack lesh leoie , as hie eh magh gys mean yn ard-valley , as cheayn eh lesh coraa ard as sharroo .
(trg)="b.EST.4.1.1"> [ Ny alahelon ' ny Jiosy , ary ny nataon ' i Mordekay sy Estera mba tsy hahatanterahan ' i Hamana izay nokasainy ] Nony fantatr ' i Mordekay izay rehetra efa natao , dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana sady nihosin-davenona , dia nankeo afovoan ' ny tanàna ka nitaraina sy nidradradradra mafy ;

(src)="b.EST.4.2.1"> As haink eh roish giat y ree : son cha row unnane erbee dy gholl stiagh er giat y ree ayns aanrit-sack .
(trg)="b.EST.4.2.1"> ary tonga teo anoloan ' ny vavahadin ' ny mpanjaka aza izy ; nefa tsy nisy nahazo niditra teo amin ' ny vavahadin ' ny mpanjaka , raha nitafy lamba fisaonana .

(src)="b.EST.4.3.1"> As ayns dy chooilley heer , raad erbee dy daink oardagh y ree , va dobberan trome mastey ny Hewnyn , as trostey , as keayney , as yllaghey , as lhie ymmodee ayns aanrit sack as leoie .
(trg)="b.EST.4.3.1"> Ary tany amin ' ny isan-tokony tamin ' ny fanjakana rehetra nalehan ' ny tenin ' ny mpanjaka sy ny didiny dia nalahelo mafy ny Jiosy ka nifady hanina sy nitomany ary nidradradradra , sady maro no nandry tamin ' ny lamba fisaonana aman-davenona .

(src)="b.EST.4.4.1"> Er shoh haink sharvaantyn Esther , as ny shamyrderyn eck , as dinsh ad shoh jee : eisht va ' n ven-rein erskyn towse seaghnit , as hug ee coamrey dy chur er Mordecai , as dy ghoaill jeh yn aanrit-sack : agh cha ghow eh eh .
(trg)="b.EST.4.4.1"> Ary niditra ny ankizivavin ' i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy .
(trg)="b.EST.4.4.2"> Dia nalahelo indrindra ny vadin ' ny mpanjaka , ka nampanatitra lamba hitafin ' i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy ; nefa tsy nety nandray izy . [ Heb. ionoka ]

(src)="b.EST.4.5.1"> Eisht deie Esther son Hatach fer jeh shamyrderyn y ree , va pointit dy hirveish urree , as hug ee lesh chaghteraght gys Mordecai , dy gheddyn fys kys va shoh , as cre ' n-fa ve .
(trg)="b.EST.4.5.1"> Ary Estera niantso an ' i Hatàka , tsindranolahin ' ny mpanjaka , izay notendreny hanompo azy , ka nampitondra teny azy ho any amin ' i Mordekay , mba hahafantarany izay anton ' izany .

(src)="b.EST.4.6.1"> Er shoh hie Hatach magh gys Mordecai , ayns straid yn ard-valley , va roish giat y ree .
(trg)="b.EST.4.6.1"> Dia nivoaka Hatàka nankany amin ' i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna , dia ilay eo anoloan ' ny vavahadin ' ny mpanjaka ;

(src)="b.EST.4.7.1"> As dinsh Mordecai dasyn ooilley ny v ' er daghyrt da , as mychione yn sym dy argid yiall Haman dy eeck stiagh gys tashtaghyn y ree , son kied dy stroie ny Hewnyn .
(trg)="b.EST.4.7.1"> dia nambaran ' i Mordekay taminy izay rehetra efa nanjo azy sy ny isan ' ny vola izay nokasain ' i Hamana haloa ho ao an-trano firaketan ' ny mpanjaka noho ny handringanana ny Jiosy .

(src)="b.EST.4.8.1"> Hug eh da myrgeddin copy jeh ' n oardagh v ' er ny choyrt ec Shushan dy stroie ad dy yeeaghyn eh da Esther , as dy choyrt jee toiggal jeh , as dy churmal ee dy gholl stiagh gys y ree , dy yannoo aghin huggey , as dy ghuee son foayr ayns lieh yn pobble eck .
(trg)="b.EST.4.8.1"> Ary nomeny azy koa ny kopen ' ny lalàna , izay nantsoina tany Sosana handringanana azy , mba haseho amin ' i Estera hampahafantatra azy izany sy handidy azy hiditra ao amin ' ny mpanjaka mba hifona aminy sy hangataka eo anatrehany ho an ' ny fireneny .

(src)="b.EST.4.9.1"> As haink Hatach , as dinsh eh da Esther goan Vordecai .
(trg)="b.EST.4.9.1"> Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin ' i Mordekay tamin ' i Estera .

(src)="b.EST.4.10.1"> Reesht loayr Esther rish Hatach , as hug ee eh er chaghteraght gys Mordecai ;
(trg)="b.EST.4.10.1"> Fa Estera naniraka an ' i Hatàka indray hanao amin ' i Mordekay hoe :

(src)="b.EST.4.11.1"> Ta fys ec ooilley sharvaantyn y ree , as pobble cheeraghyn y ree , quoi-erbee , lhig da ve dooinney ny ben , hig fenish y ree gys y chooyrt sodjey-stiagh , gyn ad veeit , ta un leigh ayn dy chur ad gy-baase , er-lhimmey jeusyn huc nee yn ree sheeyney magh yn lorg airh reeoil , dy choyrt e vioys da : agh cha vel mish er ve eit dy heet fenish y ree rish jeih laghyn as feed .
(trg)="b.EST.4.11.1"> Ny mpanompon ' ny mpanjaka rehetra sy ny olona isan-tokony eran ' ny fanjakany dia samy mahalala fa na iza na iza mankeo amin ' ny mpanjaka ho eo an-kianja anatiny , na lehilahy na vehivavy , nefa tsy nantsoina , dia misy lalàna iray ihany hahafaty azy , afa-tsy izay hotondroin ' ny mpanjaka amin ' ny tehim-bolamena hahavelona azy ; ary izaho anefa dia tsy mbola nantsoina hiditra ao amin ' ny mpanjaka intsony telo-polo andro izay .

(src)="b.EST.4.12.1"> As dinsh ad da Mordecai goan Esther .
(trg)="b.EST.4.12.1"> Dia nolazaina tamin ' i Mordekay ny tenin ' i Estera .

(src)="b.EST.4.13.1"> Eisht doardee Mordecai dy ansoor Esther , Ny smooinee rhyt hene , dy jean uss scapail ayns thie yn ree veg share na ooilley ny Hewnyn .
(trg)="b.EST.4.13.1"> Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin ' i Estera hoe : Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao , saingy ao an-tranon ' ny mpanjaka ;

(src)="b.EST.4.14.1"> Son my vees oo ooilley cooidjagh dty host ec y traa shoh , eisht nee feaysley as livrey-ys da ny Hewnyn troggal veih boayl elley , agh bee uss as thie dty ayrey er nyn stroie : as quoi ec ta fys , nagh vel oo er jeet gys y reeriaght , cour lheid y traa shoh ?
(trg)="b.EST.4.14.1"> fa raha hangina mihitsy ianao amin ' izao andro izao , dia hisy fahafahana sy famonjena hiseho avy amin ' ny fitoerana hafa ho an ' ny Jiosy , fa ianao sy ny mpianakavin-drainao kosa dia haringana ; ary iza no mahalala , fa angamba ho amin ' izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin ' ny fanjakana ?

(src)="b.EST.4.15.1"> Eisht doardee Esther daue dy chur yn ansoor shoh da Mordecai .
(trg)="b.EST.4.15.1"> Dia nampitondra valiny ho any amin ' i Mordekay indray Estera ka nanao hoe :

(src)="b.EST.4.16.1"> Immee as chaggil cooidjagh ooilley ny Hewnyn t ' ayns Shushan , as trosht-jee er my hon ' s , as ny jean-jee gee ny giu son three laa , oie ny laa : neem ' s as my vraane aegey myr geddyn trostey , as eisht hem stiagh gys y ree , red nagh vel cordail rish y leigh : as my ta mee kiarit son cherraghtyn , lhig dou cherraghtyn .
(trg)="b.EST.4.16.1"> Mandehana ary , vorio ny Jiosy rehetra izay mba ato Sosana ary mifadia hanina noho ny amiko , ka aza mihinana na misotro hateloana na andro na alina ; ary izaho sy ny ankizivaviko hifady toy izany koa , ary amin ' izany no hidirako ao amin ' ny mpanjaka , na dia tsy araka ny lalàna aza ; koa raha tàhiny maty aho , dia maty.Dia lasa Mordekay ka nanao araka izay rehetra nandidian ' i Estera azy .

(src)="b.EST.4.17.1"> Er shoh hie Mordecai roish , as ren eh cordail rish ooilley ny va Esther er harey eh .
(trg)="b.EST.4.17.1"> Dia lasa Mordekay ka nanao araka izay rehetra nandidian ' i Estera azy .

(src)="b.EST.5.1.1"> Nish haink eh gy-kione er y trass laa , dy dug Esther urree e coamrey reeoil , as hass ee ayns y chooyrt sodjey stiagh jeh thie yn ree , jeeragh er thie yn ree : as va ' n ree ny hoie er e stoyl-reeoil ayns thie yn ree , jeeragh er giat y thie .
(trg)="b.EST.5.1.1"> [ Ny naneken ' ny mpanjaka ny tenin ' i Estera , sy ny fahasosoran ' i Hamana tamin ' i Mordekay ] Ary nony tamin ' ny andro fahatelo , dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin ' ny kianja anatiny amin ' ny tranon ' ny mpanjaka , dia teo anoloan ' ny tranon ' ny mpanjaka , ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin ' ny seza fiandrianan ' ny fanjakana tao an-dapa , tandrifin ' ny vavahadin ' ny trano .

(src)="b.EST.5.2.1"> As ve myr shen , tra honnick y ree Esther yn ven-rein shassoo ayns y chooyrt , dy dooar ee foayr ayns e hilley : as heeyn y ree magh da Esther yn lorg airh reeoil v ' ayns e laue : myr shen hayrn Esther er gerrey , as venn ee rish kione y lorg-reeoil .
(trg)="b.EST.5.2.1"> Ary nony hitan ' ny mpanjaka fa , indro , Estera , vadin ' ny mpanjaka nitsangana teo an-kianja , dia nahita fitia teo imasony izy ; ary ny mpanjaka nanondro an ' i Estera tamin ' ny tehim-bolamena izay teny an-tànany .
(trg)="b.EST.5.2.2"> Dia nanatona kosa Estera ka nanendry ny loha-tehina .

(src)="b.EST.5.3.1"> Eisht dooyrt y ree , Cre ta dty yeearree , ven-rein Esther ? as cre ta dty aghin ? bee eh eer er ny choyrt dhyt , gys derrey lieh yn reeriaght .
(trg)="b.EST.5.3.1"> Dia hoy ny mpanjaka taminy : Inona no angatahinao , ry Estera , vadin ' ny mpanjaka , ary inona no tadiavinao ?
(trg)="b.EST.5.3.2"> Fa na dia hatramin ' ny antsasaky ny fanjakana aza , dia homena anao izany .

(src)="b.EST.5.4.1"> As dreggyr Esther , My s ' gooidsave lesh y ree , lhig da ' n ree as Haman cheet yn laa jiu gys ny cuirraghyn ta mec er chiarail er e hon .
(trg)="b.EST.5.4.1"> Dia namaly Estera ka nanao hoe : Raha sitraky ny mpanjaka aoka , ny mpanjaka sy Hamana hankao anio amin ' ny fanasana izay efa namboariko ho azy .

(src)="b.EST.5.5.1"> Eisht dooyrt y ree , ny lhig da Haman lhiggey shaghey dy yannoo myr ta Esther er ghra : myr shen haink y ree as Haman gys ny cuirraghyn , va Esther er n ' aarlaghey .
(trg)="b.EST.5.5.1"> Dia hoy ny mpanjaka : Asaovy avy faingana Hamana mba hanao araka ny tenin ' i Estera .
(trg)="b.EST.5.5.2"> Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankeo amin ' ny fanasana izay efa namboarin ' i Estera .

(src)="b.EST.5.6.1"> As dooyrt y ree rish Esther , ec y yien feeyney , Cre ta dty accan ? as bee eh giallit dhyt : as cre ta dty yeearree ? gys eer y derrey lieh jeh ' n reeriaght , vees eh cooilleenit .
(trg)="b.EST.5.6.1"> Ary hoy ny mpanjaka tamin ' i Estera teo am-pisotroan-divay : Inona no angatahinao ?
(trg)="b.EST.5.6.2"> Fa homena anao izany .
(trg)="b.EST.5.6.3"> Ary inona no tadiavinao ?
(trg)="b.EST.5.6.4"> Fa na dia hatramin ' ny antsasaky ny fanjakana aza , dia homena Izany .

(src)="b.EST.5.7.1"> Eisht dreggyr Esther , as dooyrt ee , My accan , as my yeearree te ;
(trg)="b.EST.5.7.1"> Dia namaly Estera ka nanao hoe : Izao no angatahiko sy tadiaviko :

(src)="b.EST.5.8.1"> My ta mee er gheddyn foayr ayns shilley yn ree , as my s ' gooidsave lesh y ree dy yialdyn dou my accan , as dy chooilleeney my yeearree , lhig da ' n ree as Haman cheet gys y yien ta mee kiarail er nyn son , as neem ' s mairagh myr ta ' n ree er ghra .
(trg)="b.EST.5.8.1"> Raha mahita fitia eto imason ' ny mpanjaka aho , ka sitraky ny mpanjaka ny hanome izay angatahiko sy hanome izay tadiaviko , dia aoka ny mpanjaka sy Hamana hankao amin ' ny fanasana izay hamboariko ho azy indray ; ary rahampitso dia hanao araka ny tenin ' ny mpanjaka ihany aho .

(src)="b.EST.5.9.1"> Eisht hie Haman magh yn laa shen ayns ard-voggey , as gennallys e chree : agh tra honnick Haman Mordecai ayns giat y ree , nagh hass eh seose , as nagh chroym eh huggey , v ' eh ayns farg dewil noi Mordecai .
(trg)="b.EST.5.9.1"> Dia nivoaka tamin ' izany andro izany Hamana , sady faly sy ravoravo ny fony ; fa raha nahita an ' i Mordekay teo am-bavahadin ' ny mpanjaka izy , fa , indro , tsy mba nitsangana na nihetsika hitsaoka azy akory dia feno fahatezerana taminy izy .

(src)="b.EST.5.10.1"> Ny-yeih , chum Haman er hene , as tra haink eh thie , hug eh fys er e chaarjyn , as Zeresh e ven .
(trg)="b.EST.5.10.1"> Kanefa nanindry fo ihany Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha ; dia naniraka naka ny sakaizany sy Zaresy vadiny izy .

(src)="b.EST.5.11.1"> As dinsh Haman daue mychione gloyr e verchys , as earroo mooar e chloan , as ooilley yn ooashley va ' n ree stowal er , as kys v ' eh er hoiaghey seose eh erskyn ny princeyn , as ard-gheiney yn ree .
(trg)="b.EST.5.11.1"> Ary nambaran ' i Hamana tamin ' ireo ny voninahitry ny hareny sy ny hamaroan ' ny zanany mbamin ' Izay voninahitra rehetra nomen ' ny mpanjaka azy sy ny nanandratany azy ho ambony noho ny mpanapaka sy ny mpanompon ' ny mpanjaka .

(src)="b.EST.5.12.1"> Dooyrt Haman ny sodjey , Cha ren Esther y ven-rein cuirrey dooinney erbee marish y ree gys y yien v ' ee er n ' aarlaghey agh mee hene , as mairagh myrgeddin t ' ee er m ' y chuirrey dy ve marish y ree .
(trg)="b.EST.5.12.1"> Ary hoy koa Hamana : He !
(trg)="b.EST.5.12.2"> Estera , vadin ' ny mpanjaka , aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin ' ny mpanjaka ho amin ' ny fanasana izay efa namboariny ; fa nasainy hiaraka amin ' ny mpanjaka aho koa rahampitso .

(src)="b.EST.5.13.1"> Ny-yeih cha vel ooilley shoh jannoo ven y vie dou , choud as ta mee fakin Mordecai yn Ew ny hoie ec giat y ree .
(trg)="b.EST.5.13.1"> Nefa na dia izany rehetra izany aza , dia tsy mbola mahafa-po ahy ihany , raha mbola mahita an ' i Mordekay Jiosy mipetraka eo am-bavahadin ' ny mpanjaka aho.Dia hoy Zaresy vadiny sy ny sakaizany rehetra taminy : Aoka hanaovana hazo , dimam-polo hakiho ny hahavony , ary raha maraina dia lazao amin ' ny mpanjaka mba hahantona eo Mordekay ; fa mandehana miaraka amin ' ny mpanjaka amin ' ny hafaliana ho any amin ' ny fanasana ianao .
(trg)="b.EST.5.13.2"> Ary sitrak ' i Hamana izany zavatra izany , ka dia nampanao ilay hazo izy .

(src)="b.EST.5.14.1"> Eisht dooyrt Zeresh e ven , as ooilley e chaarjyn rish , Lhig da criy ve troggit jeih cubityn as da-eed er yrjid , as mairagh loayr uss rish y ree , son Mordecai dy ve croghit er : eisht immee uss dy gennal marish y ree gys y yien .
(src)="b.EST.5.14.2"> As by-laik lesh Haman y choyrle shoh , as doardee eh criy dy ve jeant .
(trg)="b.EST.5.14.1"> Dia hoy Zaresy vadiny sy ny sakaizany rehetra taminy : Aoka hanaovana hazo , dimam-polo hakiho ny hahavony , ary raha maraina dia lazao amin ' ny mpanjaka mba hahantona eo Mordekay ; fa mandehana miaraka amin ' ny mpanjaka amin ' ny hafaliana ho any amin ' ny fanasana ianao .
(trg)="b.EST.5.14.2"> Ary sitrak ' i Hamana izany zavatra izany , ka dia nampanao ilay hazo izy .

(src)="b.EST.6.1.1"> Er yn oie shen cha daink cadley er y ree , as doardee eh lioar recortyssyn y reeriaght dy ve er ny choyrt , lesh huggey , as v ' ad lhaiht ayns clashtyn y ree .
(trg)="b.EST.6.1.1"> [ Ny nanandratana an ' i Mordekay , sy ny alahelon ' i Hamana noho izany ] Ary tamin ' iny alina iny tsy nahita torimaso ny mpanjaka ka nampaka ny boky fitadidiana ny tantara ; ary novakina teo anatrehan ' ny mpanjaka izany .

(src)="b.EST.6.2.1"> As ve er ny gheddyn scruit , dy row Mordecai er hoilshaghey mychione Bigthana as Teresh , jees jeh shamyrderyn y ree , va currym y dorrys orroo , hug nyn goyrle dy cheilley dy chur ree Ahasuerus gy-baase .
(trg)="b.EST.6.2.1"> Ka , indro , voasoratra fa Mordekay no niampanga an ' i Bigtana sy Taresy , roa lahy isan ' ny tsindranolahin ' 1 ny mpanjaka , dia ireo mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an ' i Ahasoerosy mpanjaka .

(src)="b.EST.6.3.1"> As dooyrt y ree , Lesh cre ' n ooashley as onnor ta Mordecai er ny ve cooilleenit son shoh ?
(src)="b.EST.6.3.2"> Eisht dooyrt fir-oik y ree va mygeayrt-y-mysh , Cha vel veg jeant er e hon .
(trg)="b.EST.6.3.1"> Ary hoy ny mpanjaka : Inona moa no fisandratana sy voninahitra mba efa nomena an ' i Mordekay noho izany ?
(trg)="b.EST.6.3.2"> Fa hoy ny zatovon ' ny mpanjaka Izay nanompo azy : Tsy mbola nisy nomena azy .

(src)="b.EST.6.4.1"> As dooyrt y ree , Quoi t ' ayns y chooyrt ? ( nish va Haman er jeet gys y chooyrt mooie jeh thie yn ree , dy loayrt rish y ree , son Mordecai dy ve croghit er y chriy v ' eh er chiarail ny chour .
(trg)="b.EST.6.4.1"> Ary hoy ny mpanjaka : Iza no ao an-kianja ao ?
(trg)="b.EST.6.4.2"> Ary Hamana kosa efa sendra tonga tao an-kianja ivelan ' ny tranon ' ny mpanjaka tamin ' izay hiteny amin ' ny mpanjaka ny amin ' ny hanantonana an ' i Mordekay amin ' ilay hazo efa natsangany hanantonana azy .

(src)="b.EST.6.5.1"> As dooyrt fir-oik y ree rish , Cur-my-ner ta Haman ny hassoo ' sy chooyrt .
(src)="b.EST.6.5.2"> As dooyrt y ree , Lhig da cheet stiagh .
(trg)="b.EST.6.5.1"> Ka hoy ny zatovon ' ny mpanjaka taminy : Indro , Hamana no mitsangana ao an-kianja .
(trg)="b.EST.6.5.2"> Ary hoy ny mpanjaka : Asaovy miditra izy .

(src)="b.EST.6.6.1"> Er shoh haink Haman stiagh : as dooyrt y ree rish , Cre vees jeant rish y dooinney , s ' gooidsave lesh y ree dy hroggal gys y stayd smoo dy ard-ooashley ? ( nish smooinee Haman ayns e chree , Quoi ayns smoo ghoghe y ree taitnys dy hroggal gys ard-ooashley syrjey na mee hene ? )
(trg)="b.EST.6.6.1"> Dia niditra Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy : Inona no mendrika hatao amin ' izay lehilahy tian ' ny mpanjaka homem-boninahitra ?
(trg)="b.EST.6.6.2"> Ary Hamana nanao anakampo hoe : Koa iza indray moa no ho tian ' ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho ?

(src)="b.EST.6.7.1"> As dreggyr Haman y ree , Da ' n dooinney ta ' n ree aggindagh dy hoilshaghey yn onnor shoh ,
(trg)="b.EST.6.7.1"> Ka dia hoy Hamana tamin ' ny mpanjaka : Ny amin ' izay lehilahy tian ' ny mpanjaka homem-boninahitra ,

(src)="b.EST.6.8.1"> Lhig da ' n coamrey reeoil , lheid as ta ' n ree cliaghtey ceau , ve er ny choyrt lesh , as cabbyl-markiagh y ree , as y crown reeoil t ' er e chione :
(trg)="b.EST.6.8.1"> aoka halaina izay akanjo fiandrianana efa niakanjoan ' ny mpanjaka sy soavaly izay efa nitaingenan ' ny mpanjaka sady voaisy satro-boninahitra ny lohany ;

(src)="b.EST.6.9.1"> As lhig da ' n coamrey shoh , as y cabbyl ve livreit da fer jeh princeyn s ' ooasle y ree , dy choamrey yn dooinney lesh , ayn ta ' n ree er ghoaill taitnys dy hroggal gys yn ard-ooashley shoh , as cur-jee lhieu eh markiagh trooid straidyn yn ard-valley , as fockley magh roishyn , Shoh myr vees jeant son y dooinney s ' gooidsave lesh y ree dy choamrey lesh ooashley .
(trg)="b.EST.6.9.1"> dia aoka izany fitafiana sy soavaly izany no hatolotra eo an-tànan ' ny anankiray izay malaza indrindra amin ' ny mpanapaka voatendrin ' ny mpanjaka , ary aoka izay lehilahy tian ' ny mpanjaka homem-boninahitra no hampiakanjoina izany ka hampitaingenina amin ' ny soavaly , dia ho entina eny an-kalalahana eto an-tanàna , ary aoka hisy hiantso eo alohany hoe : Izao no hatao amin ' ny lehilahy izay tian ' ny mpanjaka homem-boninahitra .