# ch/Chamorro-PART.xml.gz
# plt/Malagasy.xml.gz


(src)="b.PSA.1.1.1"> DICHOSO y taotao , ni ti mamomocat gui pinagat y manaelaye , ni y ti sumasaga gui chalan manisao , ni y ti matatachong gui siyan ayo sija y manmanmofefea .
(trg)="b.PSA.1.1.1"> [ BOKY VOALOHANY ] [ Ny tsi-fitovian ' ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy ] Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin ' ny fisainan ' ny ratsy fanahy , ary tsy mijanona eo amin ' ny lalana falehan ' ny mpanota , ary tsy mipetraka eo amin ' ny fipetrahan ' ny mpaniratsira ;

(src)="b.PSA.1.2.1"> Lao guiya lay Jeova , ayo y minagofña , ya y layña jajaso , jaane yan puenge .
(trg)="b.PSA.1.2.1"> Fa ny lalàn ' i Jehovah no sitrany ; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman ' alina .

(src)="b.PSA.1.3.1"> Ya taegüijeja y trongcon jayo ni y matanme gui oriyan sadog , ya guaja tinegchaña gui tiempoña , ya y jagonña ti umalayo ; ya todo y finatinasña mumemegae .
(trg)="b.PSA.1.3.1"> Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron ' ny rano velona izy , izay mamoa amin ' ny fotoany , ny raviny koa tsy mba malazo ; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa .

(src)="b.PSA.1.4.1"> Lao ti taegüine y manaelaye ; lao parejo yan y paja ni y güinaefe ni y manglo .
(trg)="b.PSA.1.4.1"> Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin ' ny rivotra izy .

(src)="b.PSA.1.5.1"> Sa enao na ti mangajujulo y manaelaye gui sentensia ; ni y manisao gui y inetnon manunas .
(trg)="b.PSA.1.5.1"> Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin ' ny fitsarana , na ny mpanota eo amin ' ny fiangonan ' ny marina.Fa fantatr ' i Jehovah ny lalan ' ny marina , fa ny lalan ' ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin ' ny fahaverezana .

(src)="b.PSA.1.6.1"> Sa si Jeova jatungo y chalan manunas : lao y chalan manaelaye ufanmalingo .
(trg)="b.PSA.1.6.1"> Fa fantatr ' i Jehovah ny lalan ' ny marina , fa ny lalan ' ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin ' ny fahaverezana .

(src)="b.PSA.2.1.1"> SA jafa na manlalalo y nasion sija , ya y taotao sija manmanjaso y banida ?
(trg)="b.PSA.2.1.1"> [ Ny mpikomy amin ' Andriamanitra sy ny Mesiany ] Nahoana no mitabataba ny jentilisa , ary misaina anoano foana ny firenena ?

(src)="b.PSA.2.2.1"> Manotojgue y ray sija gui tano , ya y prinsipe sija manafaesen entalo sija contra si Jeova , yan contra y pinalaeña , ilegñija :
(trg)="b.PSA.2.2.1"> Ireo mpanjakan ' ny tany mitsangana , Ary ny mpanapaka miara-mioko hanohitra an ' i Jehovah sy ny Mesiany ka manao hoe :

(src)="b.PSA.2.3.1"> Nita yulang y guinideña , ya nasuja guiya jita y godeña .
(trg)="b.PSA.2.3.1"> " Aoka hotosantsika ny famatorany , ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany . "

(src)="b.PSA.2.4.1"> Ya y sumasaga gui langet uchumachaleg : ya y Señot jamofefea sija .
(trg)="b.PSA.2.4.1"> Izay mipetraka any an-danitra mihomehy , ny Tompo maneso ireo .

(src)="b.PSA.2.5.1"> Ayo nae cumuentos yan sija yan y linalaloña : ya y binibuña ninafañatsaga sija .
(trg)="b.PSA.2.5.1"> Dia hiteny azy amin ' ny fahavinirany Izy ka hampangorohoro azy amin ' ny fahatezerany hoe :

(src)="b.PSA.2.6.1"> Lao guajo japolo y rayjo gui jilo Sion , gui santos na egsojo .
(trg)="b.PSA.2.6.1"> " Izaho kosa efa nanendry ny Mpanjakako Tambonin ' i Ziona , tendrombohitro masina . "

(src)="b.PSA.2.7.1"> Guajo bae jusangan y tinagojo : si Jeova ilegña nu guajo : Lajijo jao ; ya guajo julilis jao pago na jaane .
(trg)="b.PSA.2.7.1"> " Hilaza zava-boatendry Aho ; Jehovah nilaza tamiko hoe : Zanako Hianao , Izaho niteraka anao androany .

(src)="b.PSA.2.8.1"> Gagaoyo ya guajo junaejao ni y nasion sija pot y erensiamo ya y uttimon patte y tano , uiyomo .
(trg)="b.PSA.2.8.1"> Mangataha amiko , dia homeko ho lovanao ny jentilisa ary ny faran ' ny tany ho fanananao .

(src)="b.PSA.2.9.1"> Ya unyulang sija ni y baran lulog ; taegüije y bason y yero unyogyog sija .
(trg)="b.PSA.2.9.1"> Hotorotoroinao amin ' ny tehim-by izy : toy ny famaky vilany tany no hanamontsamontsananao azy . "

(src)="b.PSA.2.10.1"> Ya pago , tingo , O ray sija : resibe finanagüe , jamyo man jues gui tano .
(trg)="b.PSA.2.10.1"> Ary amin ' izany dia hendre ianareo , ry mpanjaka ; minoa anatra ianareo , ry mpitsaran ' ny tany .

(src)="b.PSA.2.11.1"> Setbe si Jeova ni y minaañao , yan fanmagof ni minayengyong .
(trg)="b.PSA.2.11.1"> Manompoa an ' i Jehovah amin ' ny fahatahorana , ary mifalia amin ' ny fangovitana.Manoroha ny zanaka , fandrao ho tezitra izy , ka ho very eny an-dalana ianareo ; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany .
(trg)="b.PSA.2.11.2"> Sambatra izay rehetra mialoka aminy .

(src)="b.PSA.2.12.1"> Chico y laje , no sea ulalálalo , ya unfanmalingo jamyo gui chalan , sa gusisija y linalaloña sinenggue .
(src)="b.PSA.2.12.2"> Mandichoso todos y umangoco sija guiya güiya .
(trg)="b.PSA.2.12.1"> Manoroha ny zanaka , fandrao ho tezitra izy , ka ho very eny an-dalana ianareo ; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany .
(trg)="b.PSA.2.12.2"> Sambatra izay rehetra mialoka aminy .

(src)="b.PSA.3.1.1"> JEOVA , jafa muna manlajyan y enimigujo !
(src)="b.PSA.3.1.2"> Megae mangajulo contra guajo .
(trg)="b.PSA.3.1.1"> [ Ny fahatokian ' izay manana an ' Andriamanitra ho Mpiaro. na dia be aza ny fahavalony ] Salamo nataon ' i Davida , fony izy nandositra an ' i Absaloma zanany .
(trg)="b.PSA.3.1.2"> Jehovah ô , akory izato hamaroan ' ny mampahory ahy !
(trg)="b.PSA.3.1.3"> Maro no mitsangana hanohitra ahy .

(src)="b.PSA.3.2.1"> Megae umaalog ni y antijo : Taya inayuda para güiya , gui as Yuus .
(src)="b.PSA.3.2.2"> Sila .
(trg)="b.PSA.3.2.1"> Maro no milaza ny fanahiko hoe : tsy manam-pamonjena amin ' Andriamanitra izy .

(src)="b.PSA.3.3.1"> Lao jago , O Jeova , jago y patang gui oriyajo ; y minalagjo yan ayo ni y janacajulo y ilujo .
(trg)="b.PSA.3.3.1"> Kanjo Hianao , Jehovah ô , no ampinga manodidina ahy , Voninahitro sy mpanandratra ny lohako .

(src)="b.PSA.3.4.1"> Ya y inagangjo juagang si Jeova , ya güiyaja umopeyo gui santos na ogsoña .
(src)="b.PSA.3.4.2"> Sila .
(trg)="b.PSA.3.4.1"> Amin ' ny feoko no iantsoako an ' i Jehovah , ary any an-tendrombohiny masina no mamaly ahy Izy .

(src)="b.PSA.3.5.1"> Bae juason ya maegoyo ; ya magmatayo ; sa si Jeova gumuguutyo .
(trg)="b.PSA.3.5.1"> Izaho nandry ka natory ; nifoha aho , satria Jehovah no manohana ahy .

(src)="b.PSA.3.6.1"> Ti maañaoyo nu y dies mit na taotao , ni y mapolo sija gui oriyajo contra guajo .
(trg)="b.PSA.3.6.1"> Tsy hatahotra olona alinalina aho , izay milahatra manodidina hamely ahy .

(src)="b.PSA.3.7.1"> Cajulo , O Jeova ; nalibre yo , O Yuusso : sa jago manalamen todo y enimigujo ni y guijadas ; y nifen y manaelaye unyamag .
(trg)="b.PSA.3.7.1"> Mitsangàna , Jehovah ô ; vonjeo aho , Andriamanitro ô ; fa efa namely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Hianao ; ny nifin ' ny ratsy fanahy novakivakinao.An ' i Jehovah ny famonjena ; Ho amin ' ny olonao anie ny fitahianao . [ Na : Ho amin ' ny olonao ny fitahianao ]

(src)="b.PSA.3.8.1"> Gui as Jeova nae gaegue y satbasion : ya y taotaomo nae gaegue y bendisonmo .
(src)="b.PSA.3.8.2"> Sila .
(trg)="b.PSA.3.8.1"> An ' i Jehovah ny famonjena ; Ho amin ' ny olonao anie ny fitahianao . [ Na : Ho amin ' ny olonao ny fitahianao ]

(src)="b.PSA.4.1.1"> ANAE juagangjao , opeyo , O Yuus y tininasso : anae chatsagayo jago munadangculoyo : maase nu guajo ya jungog y tinaetaejo .
(trg)="b.PSA.4.1.1"> [ Fivavaky ny azom-pahoriana , sy fanantenany an ' Andriamanitra ] Ho an ' ny mpiventy hira .
(trg)="b.PSA.4.1.2"> Hampiarahina amin ' ny valiha .
(trg)="b.PSA.4.1.3"> Salamo nataon ' i Davida .
(trg)="b.PSA.4.1.4"> Raha miantso aho , mamalia ahy , ry Andriamanitry ny fahamarinako ô ; Raha tao an-katerena aho , dia nohalalahinao toerana ; Mamindrà fo amiko , ka henoy ny fivavako .

(src)="b.PSA.4.2.1"> Jamyo , famaguon taotao , asta ñgaean nae innanalo y onraco gui minamajlao ?
(src)="b.PSA.4.2.2"> Asta ñgaean yanmiyo y banida ya inaliligao y dinague ?
(src)="b.PSA.4.2.3"> Sila .
(trg)="b.PSA.4.2.1"> Ry lehibe , mandra-pahoviana no hataonareo ho henatra ny voninahitro , ary ho tia zava-poana sy hamoron-dainga ianareo ?

(src)="b.PSA.4.3.1"> Tingoja , na si Jeova japolo apatte y deboto para güiya namaesa : si Jeova jajungog yo , anae juagang güe .
(trg)="b.PSA.4.3.1"> Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan ' i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy ; Jehovah hihaino , raha miantso Azy aho . [ Na : fa efa nomen ' i Jehovah voninahitra ny olo-masiny ]

(src)="b.PSA.4.4.1"> Fangalamten ya chatmiyo faniisao : fanmanjaso nu y corasonmiyo gui jilo camanmiyo , ya famacaca .
(src)="b.PSA.4.4.2"> Sila .
(trg)="b.PSA.4.4.1"> Tezera , fa aza manota ; mieritrereta eo am-pandrianareo , ka mangina . [ Na : Mangovita ]

(src)="b.PSA.4.5.1"> Nae y tunas na inefresen ya angoco si Jeova .
(trg)="b.PSA.4.5.1"> Manatera fanati-pahamarinana , ary matokia an ' i Jehovah .

(src)="b.PSA.4.6.1"> Megae umaalog : Jaye ufanuejit jafa minauleg ?
(src)="b.PSA.4.6.2"> Jatsa gui jilonmame , O Jeova , y minalag y matamo .
(trg)="b.PSA.4.6.1"> Maro no niteny hoe : iza no haneho soa antsika ?
(trg)="b.PSA.4.6.2"> Asandrato aminay ny fahazavan ' ny tavanao , Jehovah ô .

(src)="b.PSA.4.7.1"> Jago numae minagof y corasonjo , megaeña qui uguaja sija anae umemegae y maeisñija yan y binoñija .
(trg)="b.PSA.4.7.1"> Efa nasianao fifaliana ny foko mihoatra noho ny tamin ' ny taona nahabetsahan ' ny variny sy ny ranom-boalobony.Handry amin ' ny fiadanana aho , ka dia hatory miaraka amin ' izay , satria Hianao , Jehovah ô , no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy .

(src)="b.PSA.4.8.1"> Ya y pas nae umason yo ya taegüijeja maegoyo : sa jagoja Jeova , unnasagayo seguro .
(trg)="b.PSA.4.8.1"> Handry amin ' ny fiadanana aho , ka dia hatory miaraka amin ' izay , satria Hianao , Jehovah ô , no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy .

(src)="b.PSA.5.1.1"> JUNGOG , O Jeova , y sinanganjo , ecungog y jinasoco .
(trg)="b.PSA.5.1.1"> [ Salamo hatao amin ' ny maraina , milaza ny amin ' ny olona mahazo manatona an ' Andriamanitra , sy ny hitsarana ny ratsy fanahy ] Ho an ' ny mpiventy hira .
(trg)="b.PSA.5.1.2"> Hampiarahina amin ' ny sodina .
(trg)="b.PSA.5.1.3"> Salamo nataon ' i Davida .
(trg)="b.PSA.5.1.4"> Jehovah ô , henoy ny teniko ; fantaro ny eritreritro .

(src)="b.PSA.5.2.1"> Ecungog y vos y inagangjo , Ray jo , yan Yuusso : sa jago jutaetaetaye .
(trg)="b.PSA.5.2.1"> Henoy ny feon ' ny fitarainako , ry Mpanjakako sy Andriamanitro ô ; fa Hianao no ivavahako .

(src)="b.PSA.5.3.1"> O Jeova , y egaan unjungog y vosso ; y egaan juguaguato y tinaetaejo guiya jago , ya jubébela .
(trg)="b.PSA.5.3.1"> Jehovah ô , maraina no handrenesanao ny feoko ; maraina no hivavahako aminao , ka hanandrandra aho . [ Heb : handaharako ]

(src)="b.PSA.5.4.1"> Sa ti jago na Yuus ni y gumaeya y tinaelaye : y taelaye ti usaga guiya jago .
(trg)="b.PSA.5.4.1"> Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Hianao ; tsy hitoetra aminao ny ratsy .

(src)="b.PSA.5.5.1"> Ti manasaga y mangaduco gui menan matamo : ya ti yamo todo y fumatitinas y taelaye .
(trg)="b.PSA.5.5.1"> Tsy hahazo mijanona eo imasonao ny mpirehareha ; halanao ny mpanao ratsy rehetra .

(src)="b.PSA.5.6.1"> Jago yumulang y manguecuentos mandague : ya y taotao cajâgâ yan y dinague , si Jeova jaguefchatlie .
(trg)="b.PSA.5.6.1"> Haringanao ny mpiteny lainga ; ny olona mpandatsa-drà sy mpamitaka dia ataon ' i Jehovah ho zava-betaveta .

(src)="b.PSA.5.7.1"> Ya guajoja , yan y megagae y minaasemo , bae jalom gui guimamo : ya juadora anae juatan y santo templomo ni y ninamaañaomo .
(trg)="b.PSA.5.7.1"> Fa izaho kosa noho ny haben ' ny famindram-ponao dia hiditra ao an-tranonao ; hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin ' ny fahatahorana anao aho .

(src)="b.PSA.5.8.1"> O Jeova , esgaejonyo gui tininasmo , pot causa ya enimigujo ; natunas gui menajo y chalanmo .
(trg)="b.PSA.5.8.1"> Jehovah ô , tariho amin ' ny fahamarinanao aho noho ny amin ' ny mpampahory ahy ; ataovy marina eo anoloako ny lalanao .

(src)="b.PSA.5.9.1"> Sa taya finitme gui pachotñija ; ya sanjalomñija senmanaelaye : naftan mababa y agagañija ; yan y jilañija finande :
(trg)="b.PSA.5.9.1"> Fa tsy misy azo itokiana ny aloaky ny vavany ; ny ao anatiny dia tena faharatsiana ; fasana misokatra ny tendany .
(trg)="b.PSA.5.9.2"> Mandambolambo ny lelany izy . [ Na : lavaka mitanatana ]

(src)="b.PSA.5.10.1"> Condena sija , O Yuus , polo y ufamodong pot y pinagatñija : gui minegae y isaoñija nasuja sija sa managuaguat contra jago .
(trg)="b.PSA.5.10.1"> Helohy izy , Andriamanitra ô ; Aoka ho lavon ' ny saina ataony izy ; Roahy izy noho ny haben ' ny fahotany , satria efa niodina taminao .

(src)="b.PSA.5.11.1"> Nafanmagof todos y umangngocojao , polo para taejinecog ya ufanagang pot y minagofñija sa undefiende sija , polo ya ufanmagof ni jago , y gumaeya y naanmo .
(trg)="b.PSA.5.11.1"> Dia hifaly izay rehetra mialoka aminao , hihoby mandrakariva izy , koa miarova azy Hianao ; ka dia ho ravoravo aminao izay tia ny anaranao.Fa Hianao , Jehovah ô , mitahy ny marina ; fankasitrahana no ataonao manodidina azy toy ny ampinga lehibe .

(src)="b.PSA.5.12.1"> Sa jago bumendise y manunas ; O Jeova , parejoja yan un patang unpolo gui oriyaña y finaborese .
(trg)="b.PSA.5.12.1"> Fa Hianao , Jehovah ô , mitahy ny marina ; fankasitrahana no ataonao manodidina azy toy ny ampinga lehibe .

(src)="b.PSA.6.1.1"> JEOVA chamoyo lumalalatde ni y binibumo : chamoyo cumastitiga nu y dangculo na linalalomo .
(trg)="b.PSA.6.1.1"> [ Fivavaky ny olona anarin ' Andriamanitra ] Ho an ' ny mpiventy hira .
(trg)="b.PSA.6.1.2"> Nampiarahina amin ' ny valiha .
(trg)="b.PSA.6.1.3"> Al-hasheminith .
(trg)="b.PSA.6.1.4"> Salamo nataon ' i Davida .
(trg)="b.PSA.6.1.5"> Jehovah ô , aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy , ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy .

(src)="b.PSA.6.2.1"> Gaease nu guajo , O Jeova , sa estagüe yo namasogsog : amte yo , O Jeova , sa y tolangjo esta mananatchatsaga .
(trg)="b.PSA.6.2.1"> Mamindrà fo amiko , Jehovah ô , fa reraka aho ; sitrano aho , Jehovah ô , fa mihozohozo ny taolako .

(src)="b.PSA.6.3.1"> Ya y antijo esta senchatsaga : Ya jago , O Jeova , asta ngaean ?
(trg)="b.PSA.6.3.1"> Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra ; fa Hianao , Jehovah ô , mandra-pahoviana ?

(src)="b.PSA.6.4.1"> Nanalo , O Jeova , nalibre y antijo : satbayo pot causa y minaasemo .
(trg)="b.PSA.6.4.1"> Miverena , Jehovah ô , afaho ny fanahiko ; Vonjeo aho noho ny famindram-ponao .

(src)="b.PSA.6.5.1"> Sa y finatae nae taya jinaso guiya jago : ya y naftan nae jaye numannae jao grasias ?
(trg)="b.PSA.6.5.1"> Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin ' ny fahafatesana , any amin ' ny fiainan-tsi-hita iza no hidera Anao ? [ Heb .
(trg)="b.PSA.6.5.2"> Sheola ]

(src)="b.PSA.6.6.1"> Yayasyo nu y todo y siningonjo : todo y puenge junamamaya y camajo ni lagojo : junafotgon y catreco nu y lagojo .
(trg)="b.PSA.6.6.1"> Efa sasatry ny misento aho ; mampitsinkafona ny farafarako isan ' alina aho sady mahampo-dranomaso ny fandriako .

(src)="b.PSA.6.7.1"> Y atadogjo esta magasta nu y pinite : ninafanbijo pot todo ayo y munachachatsaga yo .
(trg)="b.PSA.6.7.1"> Lanin ' alahelo ny masoko ; efa pahina izy amin ' ny ataon ' ny mpampahory ahy rehetra .

(src)="b.PSA.6.8.1"> Nafanjanao guiya guajo todo ayo y fumatitinas y taelaye : sa si Jeova jajungog y vos y casaojo .
(trg)="b.PSA.6.8.1"> Mialà amiko , ianareo mpanao ratsy rehetra ; fa Jehovah efa nandre ny feon ' ny fitomaniako .

(src)="b.PSA.6.9.1"> Si Jeova jajungog y guinagaojo : si Jeova uresibe y tinaetaejo .
(trg)="b.PSA.6.9.1"> Jehovah efa nandre ny fangatahako ; Jehovah no handray ny fivavahako.Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra ; hihodina izy ka ho menatra tampoka .

(src)="b.PSA.6.10.1"> Manmamajlao ya ninafañatsaga megae , todo y enimigujo : sija manalo , sija manmamajlao gusise .
(trg)="b.PSA.6.10.1"> Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra ; hihodina izy ka ho menatra tampoka .

(src)="b.PSA.7.1.1"> O Jeova , Yuusso , yya jago nae gaegue y inangococo : Satbayo todo gui pumetsisigue yo , ya nalibre yo .
(trg)="b.PSA.7.1.1"> [ Fiantsoana an ' Andriamanitra , Mpitsara marina ] Sigaiona nataon ' i Davida , izay nohirainy ho an ' i Jehovah noho ny tenin ' i Kosy Benjamita .
(trg)="b.PSA.7.1.2"> Jehovah Andriamanitro ô , Hianao no ialofako ; vonjeo aho amin ' izay rehetra manenjika ahy , ka afaho ;

(src)="b.PSA.7.2.1"> Para chaña pumedasitos y antijo taegüije y leon , ni jayulang , anae taya jaye uninalibre .
(trg)="b.PSA.7.2.1"> Fandrao ny fanahiko viravirainy tahaka ny fanaon ' ny liona , ary kepokepohiny , ka tsy misy mamonjy .

(src)="b.PSA.7.3.1"> O Jeova , Yuusso , yaguin jufatinas este : yaguin guaja gui canaejo taelaye ;
(trg)="b.PSA.7.3.1"> Jehovah Andriamanitro ô , raha nanao izany aho ; raha misy heloka eto an-tanako ;

(src)="b.PSA.7.4.1"> Yan juapase taelaye y sumaga guiya guajo yan pas , ( magajet na junalibre y pumetsisigue yo pot taya causa : )
(trg)="b.PSA.7.4.1"> Raha namaly ratsy izay tsara fihavanana tamiko aho , novonjeko aza izay nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana [ Na : Ka nandroba izay nampahory ahy tsy ahoan-tsy ahoana ]

(src)="b.PSA.7.5.1"> Japetsisigue y enimigujo y antijo , ya jachule ; magajet , na jagacha gui tano y jaanijo : ya y onraco japolo gui eda .
(src)="b.PSA.7.5.2"> Sila .
(trg)="b.PSA.7.5.1"> Dia aoka ny fahavalo hanenjika ny fanahiko ka hahatratra azy ; eny , aoka izy hanitsaka ny aiko amin ' ny tany , ary hampandry ny voninahitro amin ' ny vovoka .

(src)="b.PSA.7.6.1"> Cajulo , O Jeova , yan y linalalomo ; jatsa namaesa contra y binibon y munachachatsagayo : ya magmata pot guajo untago y sentensia .
(trg)="b.PSA.7.6.1"> Jehovah ô , mitsangàna amin ' ny fahatezeranao ; misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy ; ary mifohaza hanampy ahy , fa didy marina no navoakanao ;

(src)="b.PSA.7.7.1"> Polo ya y inetnon taotao unineriyaye jao : ya gui san jiloñija natalo jao guato gui san jilo .
(trg)="b.PSA.7.7.1"> Aoka ny firenena maro hivory manodidina Anao ; ary miverena ho any amin ' ny avo eo amboniny Hianao ,

(src)="b.PSA.7.8.1"> Si Jeova jajusga y taotao : jusgayo , O Jeova , taemanoja y tininasso : taemanoja y minaulegmo ni y gaegue guiya guajo .
(trg)="b.PSA.7.8.1"> Jehovah hitsara ny firenena ; Jehovah ô , tsarao aho araka ny fahamarinako sy ny tsi-fananako tsiny .

(src)="b.PSA.7.9.1"> Polo ya ujocog y taelayen manaelaye , lao nafitme y manunas : sa si Yuus , ni tinas , jachachague y corason yan y jinaso gui sanjalom .
(trg)="b.PSA.7.9.1"> Aoka ho tapaka ny ratsy ataon ' ny ratsy fanahy , fa ampitoero kosa ny marina ; fa Andriamanitra marina no mamantatra ny fo sy ny voa .

(src)="b.PSA.7.10.1"> Y patangjo gaegue gui as Yuus , güiya munalibre y manunas gui corason .
(trg)="b.PSA.7.10.1"> Ny ampingako dia ao amin ' Andriamanitra , Mpamonjy ny mahitsy fo .

(src)="b.PSA.7.11.1"> Si Yuus y tinas na jues : magajet na si Yuus lalalalo todo na jaane .
(trg)="b.PSA.7.11.1"> Mpitsara marina Andriamanitra , eny Andriamanitra Izay tezitra isan ' andro .

(src)="b.PSA.7.12.1"> Yaguin y taotao ti jabira güe , güiya janamalagtos y espadaña : janaregla y atcosña ya janalisto .
(trg)="b.PSA.7.12.1"> Raha tsy ibebahana Izy , dia hanasa ny sabany ; efa manenjana ny tsipìkany Izy ka manamboatra azy , [ Na : iverenana ]

(src)="b.PSA.7.13.1"> Ya jafatinas para güiya y atmas y finatae : janafañila y flechaña .
(trg)="b.PSA.7.13.1"> Ary ireo dia kendreny amin ' ny fiadiana mahafaty ; ny zana-tsipìkany ataony mirehitra .

(src)="b.PSA.7.14.1"> Estagüe na uguaja piniten mañago tinaelaye : magajet na mapotgue y inacacha ya mañago dinague .
(trg)="b.PSA.7.14.1"> Indro , efa marary hiteraka zava-poana ireo ; eny , torontoronina fampahoriana izy ary mitera-doza ; [ Heb : lainga ]

(src)="b.PSA.7.15.1"> Jaguadog y tipo , ya janatadong : ya esta podong gui joyo na y finatinasñaja .
(trg)="b.PSA.7.15.1"> Mihady lavaka izy ka manalalaka izany , dia latsaka ao anatin ' ny longoa nataony ihany izy ;

(src)="b.PSA.7.16.1"> Polo ya y inacachaña ubira güi jilo y iluña : ya y binibuña upodong gui jilo cácagongña .
(trg)="b.PSA.7.16.1"> Mitsingerina ho eo an-dohany ihany ny fampahoriany ; ary eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran ' ny loza nataony.Hidera an ' i Jehovah araka ny fahamarinany aho , ary hankalaza ny anaran ' i Jehovah Avo Indrindra .

(src)="b.PSA.7.17.1"> Bae junae si Jeova gracias taemanoja y tininasña : ya jucantaye ni y tinina y naan Jeova Gueftaquilo .
(trg)="b.PSA.7.17.1"> Hidera an ' i Jehovah araka ny fahamarinany aho , ary hankalaza ny anaran ' i Jehovah Avo Indrindra .

(src)="b.PSA.8.1.1"> O Jeova , Señotmame , jafa muna mauleg y naanmo gui todo y tano : ni y unpolo y minalagmo gui jilo y langet .
(trg)="b.PSA.8.1.1"> [ Ny voninahitr ' Andriamanitra , sy ny voninahitra nomeny ny olombelona ] Ho an ' ny mpiventy hira Al-hagitith .
(trg)="b.PSA.8.1.2"> Salamo nataon ' i Davida .
(trg)="b.PSA.8.1.3"> Jehovah , Tomponay ô , endrey ny voninahitry ny anaranao amin ' ny tany rehetra ! nataonao eny amin ' ny lanitra ny voninahitrao .

(src)="b.PSA.8.2.1"> Guinin pachot y mandiquique yan y mañususo nae unpolo y minetgot ?
(src)="b.PSA.8.2.2"> Pot y enimigumo sija : sa para unnasuja y enimigo yan y umeemog .
(trg)="b.PSA.8.2.1"> Avy amin ' ny vavan ' ny ankizy madinika sy ny minono no nanorenanao hery noho ny mpandrafy Anao , mba hampanginanao ny fahavalo sy izay ta-hamaly ratsy .

(src)="b.PSA.8.3.1"> Anae julie y langetmo , ni y checho y calolotmo , y pilan yan y pution , ni jago pumolo ;
(trg)="b.PSA.8.3.1"> Raha jereko ny lanitrao , izay asan ' ny rantsan-tananao , sy ny volana aman-kintana , izay noforoninao ,

(src)="b.PSA.8.4.1"> Jaye y taotao , para uguaja guiya güiya jinaso ? yan lajin taotao para ubinesita güe .
(trg)="b.PSA.8.4.1"> Inona moa ny olona , no ahatsiarovanao azy ?
(trg)="b.PSA.8.4.2"> Ary ny zanak ' olombelona , no amangianao azy ?

(src)="b.PSA.8.5.1"> Sa unfatinas didide diquiqueña qui y angjeles , ya uncorona güe ni y minalag yan inenra .
(trg)="b.PSA.8.5.1"> Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy , ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana .

(src)="b.PSA.8.6.1"> Unnafanmagas todo ni checho y canaemo : todo unpolo gui papa y adengña .
(trg)="b.PSA.8.6.1"> Efa nampanjakainao amin ' ny asan ' ny tananao izy ; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin ' ny tongony ,

(src)="b.PSA.8.7.1"> Y quinilo yan y nobiyo todo ayo : taegüenaoja y gâgâ ni gaegue gui fangualuan .
(trg)="b.PSA.8.7.1"> Dia ny ondry aman ' osy sy ny omby rehetra , ary ny bibidia koa ,

(src)="b.PSA.8.8.1"> Y pajaro gui langet , yan y güijan gui tase : ya jafaja ni manmalolofan gui chalan y tase .
(trg)="b.PSA.8.8.1"> Mbamin ' ny voro-manidina sy ny hazandrano any an-dranomasina , izay mandeha amin ' ny lalan-dranomasina.Jehovah Tomponay ô , endrey ny voninahitry ny anaranao amin ' ny tany rehetra !

(src)="b.PSA.8.9.1"> O Jeova , Señotmame : jafa muna mauleg y naanmo gui todo y tano .
(trg)="b.PSA.8.9.1"> Jehovah Tomponay ô , endrey ny voninahitry ny anaranao amin ' ny tany rehetra !

(src)="b.PSA.9.1.1"> BAE junae grasias si Jeova contodo y corasonjo : bae jufanue todo ni ninamanman na chechomo .
(trg)="b.PSA.9.1.1"> [ Salamo abidy .
(trg)="b.PSA.9.1.2"> Fiderana an ' Andriamanitra , Mpitsara marina , sy fahatokiana Azy ] Ho an ' ny mpiventy hira , Almoth-laben .
(trg)="b.PSA.9.1.3"> Salamo nataon ' i Davida .
(trg)="b.PSA.9.1.4"> Hidera an ' i Jehovah amin ' ny foko rehetra aho ; hanambara ny fahagaganao rehetra aho .

(src)="b.PSA.9.2.1"> Bae jumagof , ya unnasenmagofyo guiya jago : jucantaye ni y tinina y naanmo O jago Gueftaquilo .
(trg)="b.PSA.9.2.1"> Ho faly sy ho ravoravo aminao aho ; hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô ,

(src)="b.PSA.9.3.1"> Anae y enimiguja unnabira sija tate : manbasnag , ya manmalingo gui menamo .
(trg)="b.PSA.9.3.1"> Satria lasa nihodina ny fahavaloko , nirepirepy izy ka ringana tsy ho eo anatrehanao .

(src)="b.PSA.9.4.1"> Sa jago fumatinas y jinasoco yan y causaco : unfatachong gui trono , ya unjusga y tinas .
(trg)="b.PSA.9.4.1"> Fa efa nitsara ahy Hianao ka nanome ahy ny rariny ; mipetraka eo amin ' ny seza fitsaranao Hianao ho Mpitsara marina .

(src)="b.PSA.9.5.1"> Guinin unlalatde y nasion sija , guinin unyulang y manaelaye , guinin unfunas y naanñija para siempre taejinecog .
(trg)="b.PSA.9.5.1"> Efa nanarinao mafy ny jentilisa , efa naringanao ny ratsy fanahy , ny anarany efa nokosehinao ho faty mandrakizay doria .

(src)="b.PSA.9.6.1"> Esta malachae y enimigo ; esta mayulang para siempre : yan y siuda ni y inyilang , y jinasoñija manachamalingo yan sija .
(trg)="b.PSA.9.6.1"> Ny amin ' ny fahavalo , dia tanteraka ho mandrakizay ny fandravàna azy ; ary izay tanàna efa noravanao , dia very na dia ny fahatsiarovana azy aza . [ Na : Ry fahavalo tanteraka ho mandrakizay ny fandravana ]

(src)="b.PSA.9.7.1"> Ya si Jeova sumaga calang ray para siempre , ya janalisto y tronuña para usentensia .
(trg)="b.PSA.9.7.1"> Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay , efa nametraka ny sezany hitsarany Izy ,

(src)="b.PSA.9.8.1"> Ya güiya jumusga y tano ni tininas , ujajusga y taotao sija yan y minagajet .
(trg)="b.PSA.9.8.1"> Ary Izy hitsara izao tontolo izao amin ' ny fahamarinana , eny hitsara ny firenena amin ' ny fahitsiana Izy .

(src)="b.PSA.9.9.1"> Ya si Jeova locue y taquilo na tore para y manmachiguit , y taquilo na tore gui tiempon chinatsaga .
(trg)="b.PSA.9.9.1"> Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an ' ny mahantra , ho fiarovana avo amin ' ny andro fahoriana Izy .

(src)="b.PSA.9.10.1"> Ya jaangoco sija guiya jago y tumungo y naanmo ; sa jago , Jeova , ti unyute ayo y umaliligao jao .
(trg)="b.PSA.9.10.1"> Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao ; fa tsy foinao izay mitady Anao , Jehovah ô .

(src)="b.PSA.9.11.1"> Cantaye si Jeova ni y tinina ni sumasaga gui Sion : namatungo gui entalo taotao sija y checoña .
(trg)="b.PSA.9.11.1"> Mankalazà an ' i Jehovah , Izay mitoetra any Ziona ; ambarao any amin ' ny firenena ny asany .

(src)="b.PSA.9.12.1"> Sa anae jacocobla y jâgâ jajaso sija : ya ti malefa ni inagang y mamoble .
(trg)="b.PSA.9.12.1"> Fa izay manadin-drà dia mahatsiaro ny ory ; tsy manadino ny fitarainany Izy .

(src)="b.PSA.9.13.1"> Gaease nu guajo , O Jeova ; atan y pinitejo ni jususungonja y chumatlie yo , jago y munacajulo yo gui pettan finatae :
(trg)="b.PSA.9.13.1"> Mamindrà fo amiko , Jehovah ô ; mitsinjova ny fahoriako avy amin ' izay mankahala ahy , Ry Mpanandratra ahy ho afaka amin ' ny vavahadin ' ny fahafatesana ,

(src)="b.PSA.9.14.1"> Para jufamanue todo ni y tininamo gui trangcan y jagan Sion : ya umagof yo gui satbasionmo .
(trg)="b.PSA.9.14.1"> Mba holazaiko avokoa ny fideràna Anao rehetra ; eo am-bavahadin ' i Ziona zanakavavy no hifaliako amin ' ny famonjenao .

(src)="b.PSA.9.15.1"> Unnafanmafondo y nasion gui joyo ni y finatinasñija : ya y casiyas nae ni janaaatog , y patasñija esta mangodon .
(trg)="b.PSA.9.15.1"> Ny jentilisa efa latsaka tamin ' ny lavaka izay nohadiny , ny fandrika harato izay nafeniny efa nahazo ny tongony ,

(src)="b.PSA.9.16.1"> Si Jeova janamatungo güe ni y sentensia ni jafatinas ; ya jalaso y taelaye ni y checho y canaena : Jinaso .
(src)="b.PSA.9.16.2"> Sila .
(trg)="b.PSA.9.16.1"> Jehovah efa nanao izay mampiseho ny tenany ho Mpitsara ; namandrika ny ratsy fanahy tamin ' ny asan ' ny tànany Izy .

(src)="b.PSA.9.17.1"> Ufanmanalo guato y manaelaye gui sasalaguan : yan todo y taotao ni manmalefa as Yuus .
(trg)="b.PSA.9.17.1"> Hiverina ho any amin ' ny fiainan-tsi-hita ny ratsy fanahy , dia ny jentilisa rehetra izay manadino an ' Andriamanitra . [ Heb .
(trg)="b.PSA.9.17.2"> Sheola ]

(src)="b.PSA.9.18.1"> Sa ti para siempre umamalefanñaejon y nesesitao : ni y ninanggan y mamoble ufanmalingo para siempre .
(trg)="b.PSA.9.18.1"> Fa tsy ho mandrakizay no hanadinoana ny malahelo ; ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan ' ny mahantra .