# am/Amharic.xml.gz
# plt/Malagasy.xml.gz


(src)="b.GEN.1.1.1"> በመጀመሪያ እግዚአብሔር ሰማይንና ምድርን ፈጠረ ።
(trg)="b.GEN.1.1.1"> [ Ny namoronan ' Andriamanitra izao tontolo izao ] Tamin ' ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany .

(src)="b.GEN.1.2.1"> ምድርም ባዶ ነበረች ፥ አንዳችም አልነበረባትም ፤ ጨለማም በጥልቁ ላይ ነበረ ፤ የእግዚአብሔርም መንፈስ በውኃ ላይ ሰፍፎ ነበር ።
(trg)="b.GEN.1.2.1"> Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana ; ary aizina no tambonin ' ny lalina .
(trg)="b.GEN.1.2.2"> Ary ny fanahin ' Andriamanitra nanomba tambonin ' ny rano .

(src)="b.GEN.1.3.1"> እግዚአብሔርም ። ብርሃን ይሁን ኣለ ፤ ብርሃንም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.3.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia mazava ; dia nisy mazava .

(src)="b.GEN.1.4.1"> እግዚአብሔርም ብርሃኑ መልካም እንደ ሆነ አየ ፤ እግዚብሔርም ብርሃንንና ጨለማን ለየ ።
(trg)="b.GEN.1.4.1"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara ny mazava ; ary nampisarahin ' Andriamanitra ny mazava sy ny maizina .

(src)="b.GEN.1.5.1"> እግዚአብሔርም ብርሃኑን ቀን ብሎ ጠራው ፥ ጨለማውንም ሌሊት አለው ። ማታም ሆነ ጥዋትም ሆነ ፥ አንድ ቀን ።
(trg)="b.GEN.1.5.1"> Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro ; ary ny maizina nataony hoe alina .
(trg)="b.GEN.1.5.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro voalohany izany .

(src)="b.GEN.1.6.1"> እግዚአብሔርም ። በውኆች መካከል ጠፈር ይሁን ፥ በውኃና በውኃ መካከልም ይክፈል አለ ።
(trg)="b.GEN.1.6.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia habakabaka eo anelanelan ' ny rano ; ary aoka hampisaraka ny rano amin ' ny rano izy .

(src)="b.GEN.1.7.1"> እግዚአብሔርም ጠፈርን አደረገ ፥ ከጠፈር በታችና ከጠፈር በላይ ያሉትንም ውኆች ለየ ፤ እንዲሁም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.7.1"> Ary Andriamanitra nanao ny habakabakaka ka nampisaraka ny rano ambanin ' ny habakabaka tamin ' ny rano ambonin ' ny habakabaka ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.8.1"> እግዚአብሔር ጠፈርን ሰማይ ብሎ ጠራው ። ማታም ሆነ ጥዋትም ሆነ ፥ ሁለተኛ ቀን ።
(trg)="b.GEN.1.8.1"> Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra .
(trg)="b.GEN.1.8.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro faharoa izany .

(src)="b.GEN.1.9.1"> እግዚአብሔርም ። ከሰማይ በታች ያለው ውኃ በአንድ ስፍራ ይሰብሰብ ፥ የብሱም ይገለጥ አለ እንዲሁም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.9.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka hiangona ny rano eny ambanin ' ny lanitra ho eo amin ' ny fitoerana iray , ary aoka hiseho ny maina ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.10.1"> እግዚአብሔርም የብሱን ምድር ብሎ ጠራው ፤ የውኃ መከማቻውንም ባሕር አለው ፤ እግዚእብሔርም ያ መልካም እንደ ሆነ አየ ።
(trg)="b.GEN.1.10.1"> Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany ; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina .
(trg)="b.GEN.1.10.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.11.1"> እግዚአብሔርም ። ምድር ዘርን የሚሰጥ ሣርንና ቡቃያን በምድርም ላይ እንደ ወገኑ ዘሩ ያለበትን ፍሬን የሚያፈራ ዛፍን ታብቅል አለ ፤ እንዲሁም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.11.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny tany haniry ahitra sy anana mamoa ary hazo fihinam-boa izay mamoa , samy araka ny karazany avy , ka manam-boa ao aminy , eny ambonin ' ny tany ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.12.1"> ምድርም ዘርን የሚሰጥ ሣርንና ቡቃያን እንደ ወገኑ ዘሩም ያለበትን ፍሬን የሚያፈራ ዛፍን እንደ ወገኑ አበቀለች ። እግዚአብሔርም ያ መልካም እንደ ሆነ አየ ።
(trg)="b.GEN.1.12.1"> Ary ny tany naniry ahitra sy anana mamoa samy araka ny karazany avy , ary hazo mamoa izay manam-boa ao aminy , samy araka ny karazany avy .
(trg)="b.GEN.1.12.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.13.1"> ማታም ሆነ ጥዋትም ሆነ ፥ ሦስተኛ ቀን ።
(trg)="b.GEN.1.13.1"> Dia nisy hariva. ary nisy maraina , andro fahatelo izany .

(src)="b.GEN.1.14.1"> እግዚአብሔርም አለ ። ቀንና ሌሊትን ይለዩ ዘንድ ብርሃናት በሰማይ ጠፈር ይሁኑ ፤ ለምልክቶች ለዘመኖች ለዕለታት ለዓመታትም ይሁኑ ፤
(trg)="b.GEN.1.14.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Misia fahazavana eny amin ' ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina ; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo .

(src)="b.GEN.1.15.1"> በምድር ላይ ያበሩ ዘንድ በሰማይ ጠፈር ብርሃናት ይሁኑ ፤ እንዲሁም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.15.1"> Ary aoka ho fanazavana eny amin ' ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin ' ny tany ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.16.1"> እግዚአብሔርም ሁለት ታላላቆች ብርሃናትን አደረገ ፤ ትልቁ ብርሃን በቀን እንዲሠለጥን ፥ ትንሹም ብርሃን በሌሊት እንዲሰለጥን ፤ ከዋክብትንም ደግሞ አደረገ ።
(trg)="b.GEN.1.16.1"> Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe , dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana .

(src)="b.GEN.1.17.1"> እግዚአብሔርም በምድር ላይ ያበሩ ዘንድ በሰማይ ጠፈር አኖራቸው ፤
(trg)="b.GEN.1.17.1"> Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin ' ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin ' ny tany ,

(src)="b.GEN.1.18.1"> በቀንም በሌሊትም እንዲሠለጥኑ ፥ ብርሃንንና ጨለማንም እንዲለዩ ፤ እግዚአብሔርም ያ መልካም እንደ ሆነ አየ ።
(trg)="b.GEN.1.18.1"> sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina , ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina .
(trg)="b.GEN.1.18.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.19.1"> ማታም ሆነ ጥዋትም ሆነ ፥ አራተኛ ቀን ።
(trg)="b.GEN.1.19.1"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahefatra izany .

(src)="b.GEN.1.20.1"> እግዚአብሔርም አለ ። ውኃ ሕያው ነፍስ ያላቸውን ተንቀሳቃሾች ታስገኝ ፥ ወፎችም ከምድር በላይ ከሰማይ ጠፈር በታች ይብረሩ ።
(trg)="b.GEN.1.20.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny rano ho be zava-manan ' aina ; ary aoka hisy vorona hanidina ambonin ' ny tany eny amin ' ny habakabaky ny lanitra .

(src)="b.GEN.1.21.1"> እግዚአብሔርም ታላላቆች አንበሪዎችን ፥ ውኃይቱ እንደ ወገኑ ያስገኘቻቸውንም ተንቀሳቃሾቹን ሕያዋን ፍጥረታት ሁሉ ፥ እንደ ወገኑ የሚበሩትንም ወፎች ሁሉ ፈጠረ ፤ እግዚአብሔርም ያ መልካም እንደ ሆነ አየ ።
(trg)="b.GEN.1.21.1"> Ary Andriamanitra nahary ny biby vaventy anaty rano sy ny zava-manan ' aina mihetsiketsika rehetra , izay efa betsaka ao amin ' ny rano , samy araka ny karazany avy , ary ny voro-manidina rehetra , samy araka ny karazany avy .
(trg)="b.GEN.1.21.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.22.1"> እግዚአብሔርም እንዲህ ብሎ ባረካቸው ። ብዙ ተባዙም የባሕርንም ውኃ ሙሉአት ፤ ወፎችም በምድር ላይ ይብዙ ።
(trg)="b.GEN.1.22.1"> Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe : Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin ' ny ranomasina ; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin ' ny tany .

(src)="b.GEN.1.23.1"> ማታም ሆነ ጥዋትም ሆነ ፥ አምስተኛ ቀን ።
(trg)="b.GEN.1.23.1"> Dia nisy fa hariva , ary nisy maraina , andro fahadimy izany .

(src)="b.GEN.1.24.1"> እግዚአብሔርም አለ ። ምድር ሕያዋን ፍጥረታትን እንደ ወገኑ ፥ እንስሳትንና ተንቀሳቃሾችን የምድር አራዊትንም እንደ ወገኑ ፥ ታውጣ ፤ እንዲሁም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.24.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka ny tany hamoaka zava-manan ' aina samy araka ny karazany avy , dia biby fiompy sy biby mandady sy mikisaka ary bibi-dia , samy araka ny karazany avy ; dia nisy izany .

(src)="b.GEN.1.25.1"> እግዚአብሔር የምድር አራዊትን እንደ ወገኑ አደረገ ፥ እንስሳውንም እንደ ወገኑ ፥ የመሬት ተንቀሳቃሾችንም እንደ ወገኑ አደረገ ፤ እግዚአብሔርም ያ መልካም እንደ ሆነ አየ ።
(trg)="b.GEN.1.25.1"> Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia , samy araka ny karazany avy , sy ny biby fiompy , samy araka ny karazany avy , ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany , samy araka ny karazany avy .
(trg)="b.GEN.1.25.2"> Ary hitan ' Andriamanitra fa tsara izany .

(src)="b.GEN.1.26.1"> እግዚአብሔርም አለ ። ሰውን በመልካችን እንደ ምሳሌአችን እንፍጠር ፤ የባሕር ዓሦችንና የሰማይ ወፎችን ፥ እንስሳትንና ምድርን ሁሉ ፥ በምድር ላይ የሚንቀሳቀሱትንም ሁሉ ይግዙ ።
(trg)="b.GEN.1.26.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika , araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin ' ny hazandrano ao amin ' ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany .

(src)="b.GEN.1.27.1"> እግዚአብሔርም ሰውን በመልኩ ፈጠረ ፤ በእግዚአብሔር መልክ ፈጠረው ፤ ወንድና ሴት አድርጎ ፈጠራቸው ።
(trg)="b.GEN.1.27.1"> Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny ; tahaka ny endrik ' Andriamanitra no namoronany azy ; lahy sy vavy no namoronany azy .

(src)="b.GEN.1.28.1"> እግዚአብሔርም ባረካቸው ፥ እንዲህም አላቸው ። ብዙ ፥ ተባዙ ፥ ምድርንም ሙሉአት ፥ ግዙአትም ፤ የባሕርን ዓሦችና የሰማይን ወፎች በምድር ላይ የሚንቀሳቀሱትንም ሁሉ ግዙአቸው ።
(trg)="b.GEN.1.28.1"> Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe : Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany , ka mampanompoa azy ; ary manjaka amin ' ny hazandrano ao amin ' ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin ' ny tany .

(src)="b.GEN.1.29.1"> እግዚአብሔርም አለ ። እነሆ መብል ይሆናችሁ ዘንድ በምድር ፊት ሁሉ ላይ ዘሩ በእርሱ ያለውን ሐመልማል ሁሉ ፥ የዛፍን ፍሬ የሚያፈራውንና ዘር ያለውንም ዛፍ ሁሉ ሰጠኋችሁ ፤
(trg)="b.GEN.1.29.1"> Ary Andriamanitra nanao hoe : Indro , efa nomeko anareo ny anana manintsam-boa rehetra izay ambonin ' ny tany rehetra ary ny hazo rehetra izay misy voa sady manintsam-boa ; dia ho fihinana anareo ireny .

(src)="b.GEN.1.30.1"> ለምድርም አራዊት ሁሉ ፥ ለሰማይም ወፎች ሁሉ ፥ ሕያው ነፍስ ላላቸው ለምድር ተንቀሳቃሾችም ሁሉ የሚበቅለው ሐመልማል ሁሉ መብል ይሁንላቸው ፤ እንዲሁም ሆነ ።
(trg)="b.GEN.1.30.1"> Ary ny amin ' ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan ' aina rehetra izay mandady na mikisaka amin ' ny tany , dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany ; dia nisy izany.Ary hitan ' Andriamanitra izay rehetra nataony , ary , indro , tsara indrindra izany .
(trg)="b.GEN.1.30.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahenina izany .

(src)="b.GEN.1.31.1"> እግዚአብሔርም ያደረገውን ሁሉ አየ ፥ እነሆም እጅግ መልካም ነበረ ። ማታም ሆነ ጥዋትም ሆነ ፥ ስድስተኛ ቀን ።
(trg)="b.GEN.1.31.1"> Ary hitan ' Andriamanitra izay rehetra nataony , ary , indro , tsara indrindra izany .
(trg)="b.GEN.1.31.2"> Dia nisy hariva , ary nisy maraina , andro fahenina izany .

(src)="b.GEN.2.1.1"> ሰማይና ምድር ሠራዊታቸውም ሁሉ ተፈጸሙ ።
(trg)="b.GEN.2.1.1"> Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy .

(src)="b.GEN.2.2.1"> እግዚአብሔርም የሠራውን ሥራ በሰባተኛው ቀን ፈጸመ ፤ በሰባተኛውም ቀን ከሠራው ሥራ ሁሉ ዐረፈ ።
(trg)="b.GEN.2.2.1"> Ary tamin ' ny andro fahafito dia vitan ' Andriamanitra ny asa efa nataony ; ary dia nitsahatra tamin ' ny andro fahafito Izy tamin ' ny asany rehetra izay efa nataony .

(src)="b.GEN.2.3.1"> እግዚአብሔርም ሰባተኛውን ቀን ባረከው ቀደሰውም ፤ እግዚአብሔር ሊያደርገው ከፈጠረው ሥራ ሁሉ በእርሱ ዐርፎአልና ።
(trg)="b.GEN.2.3.1"> Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy , satria tamin ' izany no nitsaharan ' Andriamanitra tamin ' ny asany rehetra izay noforoniny tamin ' ny nanaovany azy .

(src)="b.GEN.2.4.1"> እግዚአብሔር አምላክ ሰማይንና ምድርን ባደረገ አምላክ ሰማይንና ምድርን ቀን ፥ በተፈጠሩ ጊዜ የሰማይና የምድር ልደት ይህ ነው ።
(trg)="b.GEN.2.4.1"> [ Ny saha tao Edena , sy ny toetry ny olombelona fony tsy mbola nanota izy ] Ary izao no tantaran ' ny lanitra sy ny tany tamin ' ny namoronana azy , dia tamin ' ny nanaovan ' i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra :

(src)="b.GEN.2.5.1"> የሜዳ ቁጥቋጦ ሁሉ በምድር ላይ ገና አልነበረም ፤ የሜዳውም ቡቃያ ሁሉ ገና አልበቀለም ነበር ፤ እግዚአብሔር አምላክ ምድር ላይ አላዘነበም ነበርና ፥ ምድርንም የሚሠራባት ሰው አልነበረም ፤
(trg)="b.GEN.2.5.1"> Ny hazo madinika famboly dia tsy mbola nisy teo amin ' ny tany , ary ny anana famboly tsy mbola nisy naniry ; fa tsy mbola nampilatsaka ranonorana tambonin ' ny tany Jehovah Andriamanitra , ary nisy olona hiasa ny tany ;

(src)="b.GEN.2.6.1"> ነገር ግን ጉም ከምድር ትወጣ ነበር ፥ የምድርንም ፊት ሁሉ ታጠጣ ነበር ።
(trg)="b.GEN.2.6.1"> nefa nisy zavona niakatra avy tamin ' ny tany ka nandena ny tany rehetra .

(src)="b.GEN.2.7.1"> እግዚአብሔር አምላክም ሰውን ከምድር አፈር አበጀው ፤ በአፍንጫውም የሕይወት እስትንፋስን እፍ አለበት ፤ ሰውም ሕያው ነፍስ ያለው ሆነ ።
(trg)="b.GEN.2.7.1"> Ary vovo-tany no namoronan ' i Jehovah Andriamanitra ny olona , ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony ; dia tonga olombelona izy .

(src)="b.GEN.2.8.1"> እግዚአብሔር አምላክም በምሥራቅ በዔድን ገነትን ተከለ የፈጠረውንም ሰው ከዚያው አኖረው ።
(trg)="b.GEN.2.8.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana , ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny .

(src)="b.GEN.2.9.1"> እግዚአብሔር አምላክም ለማየት ደስ የሚያሰኘውን ፥ ለመብላትም መልካም የሆነውን ዛፍ ሁሉ ከምድር አበቀለ ፤ በገነትም መካከል የሕይወትን ዛፍ ፥ መልካምንና ክፉን የሚያስታውቀውንም ዛፍ አበቀለ ።
(trg)="b.GEN.2.9.1"> Ary nampanirin ' i Jehovah Andriamanitra teo amin ' ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana , ary ny hazon ' aina teo afovoan ' ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy .

(src)="b.GEN.2.10.1"> ወንዝም ገነትን ያጠጣ ዘንድ ከዔድን ይወጣ ነበር ፤ ከዚያም ለአራት ክፍል ይከፈል ነበር ።
(trg)="b.GEN.2.10.1"> Ary nisy ony nivoaka avy tao Edena handena ny saha ; hatreo izy dia nizara ka nisampana efatra :

(src)="b.GEN.2.11.1"> የአንደኛው ወንዝ ስም ፊሶን ነው ፤ እርሱም ወርቅ የሚገኝበትን የኤውላጥ ምድርን ይከብባል ፤ የዚያም ምድር ወርቅ ጥሩ ነው ፤
(trg)="b.GEN.2.11.1"> Ny anaran ' ny voalohany dia Pisona ; io no mandeha manodidina ny tany Havila rehetra , izay misy ny volamena ;

(src)="b.GEN.2.12.1"> ከዚያም ሉልና የከበረ ድንጋይ ይገኛል ።
(trg)="b.GEN.2.12.1"> ary tsara ny volamena amin ' izany tany izany ; any ny bedola sy ny vato beryla .

(src)="b.GEN.2.13.1"> የሁለተኛውም ወንዝ ስም ግዮን ነው ፤ እርሱም የኢትዮጵያን ምድር ሁሉ ይከብባል ።
(trg)="b.GEN.2.13.1"> Ary ny anaran ' ny ony faha dia Gihona ; io no mandeha manodidina ny tany Kosy rehetra .

(src)="b.GEN.2.14.1"> የሦስተኛውም ወንዝ ስም ጤግሮስ ነው ፤ እርሱም በአሦር ምሥራቅ የሚሄድ ነው ።
(trg)="b.GEN.2.14.1"> Ary ny anaran ' ny ony fahatelo dia Hidekela ; io no mandeha tandrifin ' i Asyria .
(trg)="b.GEN.2.14.2"> Ary ny ony fahefatra dia Eofrata .

(src)="b.GEN.2.15.1"> አራተኛውም ወንዝ ኤፍራጥስ ነው ። እግዚአብሔር አምላክም ሰውን ወስዶ ያበጃትም ይጠብቃትም ዘንድ በዔድን ገነት አኖረው ።
(trg)="b.GEN.2.15.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin ' ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy .

(src)="b.GEN.2.16.1"> እግዚአብሔር አምላክም ሰውን እንዲህ ብሎ አዘዘው ። ከገነት ዛፍ ሁሉ ትበላለህ ፤
(trg)="b.GEN.2.16.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy ka nanao hoe : Ny hazo rehetra eo amin ' ny saha dia azonao ihinanana ihany ;

(src)="b.GEN.2.17.1"> ነገር ግን መልካምንና ክፉን ከሚያስታውቀው ዛፍ አትብላ ፤ ከእርሱ በበላህ ቀን ሞትን ትሞታለህና ።
(trg)="b.GEN.2.17.1"> fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana ; fa amin ' ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao .

(src)="b.GEN.2.18.1"> እግዚአብሔር አምላክም አለ ። ሰው ብቻውን ይሆን ዘንድ መልካም አይደለም ፤ የሚመቸውን ረዳት እንፍጠርለት ።
(trg)="b.GEN.2.18.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe : Tsy tsara raha irery ralehilahy ; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy .

(src)="b.GEN.2.19.1"> እግዚአብሔር አምላክም የምድር አራዊትንና የሰማይ ወፎችን ሁሉ ከመሬት አደረገ ፤ በምን ስም እንደሚጠራቸውም ያይ ዘንድ ወደ አዳም አመጣቸው ፤ አዳምም ሕያው ነፍስ ላለው ሁሉ በስሙ እንደ ጠራው ስሙ ያው ሆነ ።
(trg)="b.GEN.2.19.1"> Ary tany no namoronan ' i Jehovah Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ; dia nentiny tany amin-dralehilahy ireny hahitany izay hanononany azy avy ; ary izay rehetra nanononan-dralehilahy ny zava-manan ' aina rehetra , dia izany no anarany .

(src)="b.GEN.2.20.1"> አዳምም ለእንስሳት ሁሉ ፥ ለሰማይ ወፎችም ሁሉ ፥ ለምድር አራዊትም ሁሉ ስም አወጣላቸው ፤ ነገር ግን ለአዳም እንደ እርሱ ያለ ረዳት አልተገኘለትም ነበር ።
(trg)="b.GEN.2.20.1"> Dia nomen-dralehilahy anarana ny biby fiompy rehetra sy ny ny voro-manidina mbamin ' ny bibi-dia rehetra ; nefa tsy hita izay vady sahaza ho an-dralehilahy .

(src)="b.GEN.2.21.1"> እግዚአብሔር አምላክም በአዳም ከባድ እንቅልፍን ጣለበት ፥ አንቀላፋም ፤ ከጎኑም አንዲት አጥንትን ወስዶ ስፍራውን በሥጋ ዘጋው ።
(trg)="b.GEN.2.21.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy , ka dia natory izy ; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony .

(src)="b.GEN.2.22.1"> እግዚአብሔር አምላክም ከአዳም የወሰዳትን አጥንት ሴት አድርጎ ሠራት ፤ ወደ አዳምም አመጣት ።
(trg)="b.GEN.2.22.1"> Ary ny taolan-tehezana izay nalain ' i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy .

(src)="b.GEN.2.23.1"> አዳምም አለ ። ይህች አጥንት ከአጥንቴ ናት ፥ ሥጋም ከሥጋዬ ናት ፤ እርስዋ ከወንድ ተገኝታለችና ሴት ትባል ።
(trg)="b.GEN.2.23.1"> Ary hoy ralehilahy : Ankehitriny dia taolana avy amin ' ny taolako sy nofo avy amin ' ny nofoko ity ; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy .

(src)="b.GEN.2.24.1"> ስለዚህ ሰው አባቱንና እናቱን ይተዋል ፥ በሚስቱም ይጣበቃል ፤ ሁለቱም አንድ ሥጋ ይሆናሉ ።
(trg)="b.GEN.2.24.1"> Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin ' ny vadiny ; dia ho nofo iray ihany ireo.Ary nitanjaka izy mivady , dia ralehilahy sy ny vadiny , nefa tsy nahalala henatra izy .

(src)="b.GEN.2.25.1"> አዳምና ሚስቱ ሁለቱም ዕራቁታቸውን ነበሩ ፥ አይተፋፈሩም ነበር ።
(trg)="b.GEN.2.25.1"> Ary nitanjaka izy mivady , dia ralehilahy sy ny vadiny , nefa tsy nahalala henatra izy .

(src)="b.GEN.3.1.1"> እባብም እግዚአብሔር አምላክ ከፈጠረው ከምድር አውሬ ሁሉ ይልቅ ተንኰለኛ ነበረ ። ሴቲቱንም ። በውኑ እግዚአብሔር ከገነት ዛፍ ሁሉ እንዳትበሉ አዝዞአልን ? አላት ።
(trg)="b.GEN.3.1.1"> [ Ny nanotan ' i Adama sy Eva , sy izay nataon ' Andriamanitra taminy ] Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon ' i Jehovah Andriamanitra .
(trg)="b.GEN.3.1.2"> Ary hoy izy tamin-dravehivavy : Hanky ! efa nataon ' Andriamanitra hoe : Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin ' ny saha ?

(src)="b.GEN.3.2.1"> ሴቲቱም ለእባቡ አለችው ። በገነት ካለው ከዛፍ ፍሬ እንበላለን ፤
(trg)="b.GEN.3.2.1"> Fa hoy ravehivavy tamin ' ny menarana : Ny voan ' ny hazo eo amin ' ny saha dia azonay ihinanana ihany ;

(src)="b.GEN.3.3.1"> ነገር ግን በገነት መካከል ካለው ከዛፉ ፍሬ ፥ እግዚአብሔር አለ ። እንዳትሞቱ ከእርሱ አትብሉ አትንኩትም ።
(trg)="b.GEN.3.3.1"> fa ny voan ' ny hazo eo afovoan ' ny saha kosa no efa nataon ' Andriamanitra hoe : Aza hihinanareo na tendrenareo izany , fandrao maty ianareo .

(src)="b.GEN.3.4.1"> እባብም ለሴቲቱ አላት ። ሞትን አትሞቱም ፤
(trg)="b.GEN.3.4.1"> Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy : Tsy ho faty tsy akory ianareo ;

(src)="b.GEN.3.5.1"> ከእርስዋ በበላችሁ ቀን ዓይኖቻችሁ እንዲከፈቱ እንደ እግዚአብሔርም መልካምንና ክፉን የምታውቁ እንድትሆኑ እግዚአብሔር ስለሚያውቅ ነው እንጂ ።
(trg)="b.GEN.3.5.1"> fa fantatr ' Andriamanitra fa na amin ' izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo , ka ho tahaka an ' Andriamanitra ianareo , hahalala ny ny tsara sy ny ratsy .

(src)="b.GEN.3.6.1"> ሴቲቱም ዛፉ ለመብላት ያማረ እንደ ሆነ ፥ ለዓይንም እንደሚያስጎመጅ ፥ ለጥበብም መልካም እንደ ሆነ አየች ፤ ከፍሬውም ወሰደችና በላች ፤ ለባልዋም ደግሞ ሰጠችው እርሱም ከእርስዋ ጋር በላ ።
(trg)="b.GEN.3.6.1"> Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry , dia nanotazany ny voany ka nihinanany ; ary nomeny koa ny vadiny ; ka dia nihinana izy .

(src)="b.GEN.3.7.1"> የሁለቱም ዓይኖች ተከፈቱ ፥ እነርሱም ዕራቁታቸውን እንደ ሆኑ አወቁ ፤ የበለስንም ቅጠሎች ሰፍተው ለእነርሱ ለራሳቸው ግልድም አደረጉ ።
(trg)="b.GEN.3.7.1"> Dia nahiratra ny mason ' izy mivady , ka fantany fa mitanjaka izy ; ary nanjaitra ravin ' aviavy izy , ka nataony sikina ho azy .

(src)="b.GEN.3.8.1"> እነርሱም ቀኑ በመሸ ጊዜ የእግዚአብሔርን የአምላክን ድምፅ ከገነት ውስጥ ሲመላለስ ሰሙ ፤ አዳምና ሚስቱም ከእግዚአብሔር ከአምላክ ፊት በገነት ዛፎች መካከል ተሸሸጉ ።
(trg)="b.GEN.3.8.1"> Ary nandre an ' i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin ' ny saha izy , rehefa ho hariva ny andro ; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan ' i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin ' ny saha .

(src)="b.GEN.3.9.1"> እግዚአብሔር አምላክም አዳምን ጠርቶ ። ወዴት ነህ ? አለው ።
(trg)="b.GEN.3.9.1"> Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe : Aiza moa ianao ?

(src)="b.GEN.3.10.1"> እርሱም አለ ። በገነት ድምፅህን ሰማሁ ፤ ዕራቁቴንም ስለ ሆንሁ ፈራሁ ፥ ተሸሸግሁም ።
(trg)="b.GEN.3.10.1"> Dia hoy izy : Nandre Anao tao amin ' ny saha aho ; dia natahotra aho , satria mitanjaka , ka dia niery .

(src)="b.GEN.3.11.1"> እግዚአብሔርም አለው ። ዕራቁትህን እንደ ሆንህ ማን ነገረህ ? ከእርሱ እንዳትበላ ካዘዝሁህ ዛፍ በውኑ በላህን ?
(trg)="b.GEN.3.11.1"> Ary hoy Izy : Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao ?
(trg)="b.GEN.3.11.2"> Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao ?

(src)="b.GEN.3.12.1"> አዳምም አለ ። ከእኔ ጋር እንድትሆን የሰጠኸኝ ሴት እርስዋ ከዛፉ ሰጠችኝና በላሁ ።
(trg)="b.GEN.3.12.1"> Dia hoy ralehilahy : Ny vehivavy izay nomenao ho namako , izy no nanome ahy ny voankazo , ka dia nihinana aho .

(src)="b.GEN.3.13.1"> እግዚአብሔር አምላክም ሴቲቱን ። ይህ ያደረግሽው ምንድር ነው ? አላት ። ሴቲቱም አለች ። እባብ አሳተኝና በላሁ ።
(trg)="b.GEN.3.13.1"> Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy : Inona izao nataonao izao ?
(trg)="b.GEN.3.13.2"> Dia hoy ravehivavy : Ny menarana no namitaka ahy , ka dia nihinana aho .

(src)="b.GEN.3.14.1"> እግዚአብሔር አምላክም እባቡን አለው ። ይህን ስላደረግህ ከእንስሳት ከምድር አራዊትም ሁሉ ተለይተህ አንተ የተረገምህ ትሆናለህ ፤ በሆድህም ትሄዳለህ ፥ አፈርንም በሕይወትህ ዘመን ሁሉ ትበላለህ ።
(trg)="b.GEN.3.14.1"> Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin ' ny menarana : Satria nanao izany ianao , koa amin ' ny biby fiompy rehetra sy ny bibi-dia rehetra dia ianao no voaozona : ny kibonao no handehananao , ary vovo-tany no hohaninao amin ' ny andro rehetra hiainanao .

(src)="b.GEN.3.15.1"> በአንተና በሴቲቱ መካከል ፥ በዘርህና በዘርዋም መካከል ጠላትነትን አደርጋለሁ ፤ እርሱ ራስህን ይቀጠቅጣል ፥ አንተም ሰኰናውን ትቀጠቅጣለህ ።
(trg)="b.GEN.3.15.1"> Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany : izy hanorotoro ny lohanao , ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony .

(src)="b.GEN.3.16.1"> ለሴቲቱም አለ ። በፀነስሽ ጊዜ ጭንቅሽን እጅግ አበዛለሁ ፤ በጭንቅ ትወልጃለሽ ፤ ፈቃድሽም ወደ ባልሽ ይሆናል ፥ እርሱም ገዥሽ ይሆናል ።
(trg)="b.GEN.3.16.1"> Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy : Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho , indrindra fa raha manan ' anaka ianao ; ary fahoriana no hiterahanao zanaka ; ary ny vadinao no hianteheran ' ny fanirianao , ka izy no hanapaka anao .

(src)="b.GEN.3.17.1"> አዳምንም አለው ። የሚስትህን ቃል ሰምተሃልና ፥ ከእርሱ እንዳትበላ ካዘዝሁህ ዛፍም በልተሃልና ምድር ከአንተ የተነሣ የተረገመች ትሁን ፤ በሕይወት ዘመንህም ሁሉ በድካም ከእርስዋ ትበላለህ ፤
(trg)="b.GEN.3.17.1"> Ary hoy koa Izy tamin ' i Adama : Satria efa nihaino ny feon ' ny vadinao ianao , ka nihinananao ny hazo , izay nandrarako anao hoe : Aza ihinananao izany , dia voaozona ny tany noho izay nataonao ; fahoriana no hihinanao ny vokany amin ' ny andro rehetra hiainanao .

(src)="b.GEN.3.18.1"> እሾህንና አሜከላን ታበቅልብሃለች ፤ የምድርንም ቡቃያ ትበላለህ ።
(trg)="b.GEN.3.18.1"> Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy ; ary hohaninao ny anana famboly .

(src)="b.GEN.3.19.1"> ወደ ወጣህበት መሬት እስክትመለስ ድረስ በፊትህ ወዝ እንጀራን ትበላለህ ፤ አፈር ነህና ፥ ወደ አፈርም ትመለሳለህና ።
(trg)="b.GEN.3.19.1"> Ny fahatsembohan ' ny tavanao no hahazoanao hanina mandra-piverinao any amin ' ny tany ; fa ny tany no nanalana anao ; fa vovoka ianao , ary hiverina ho amin ' ny vovoka indray ianao .

(src)="b.GEN.3.20.1"> አዳምም ለሚስቱ ሔዋን ብሎ ስም አወጣ ፥ የሕያዋን ሁሉ እናት ናትና ።
(trg)="b.GEN.3.20.1"> Ary ralehilahy nanao ny anaran ' ny vadiny hoe Eva , satria izy no renin ' ny olombelona rehetra .

(src)="b.GEN.3.21.1"> እግዚአብሔር አምላክም ለአዳምና ለሚስቱ የቁርበትን ልብስ አደረገላቸው ፥ አለበሳቸውም ።
(trg)="b.GEN.3.21.1"> Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an ' i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy .

(src)="b.GEN.3.22.1"> እግዚአብሔር አምላክም አለ ። እነሆ አዳም መልካምንና ክፉን ለማወቅ ከእኛ እንደ አንዱ ሆነ ፤ አሁንም እጁን እንዳይዘረጋ ፥ ደግሞም ከሕይወት ዛፍ ወስዶ እንዳይበላ ፥ ለዘላለምም ሕያው ሆኖ እንዳይኖር ፤
(trg)="b.GEN.3.22.1"> Ary hoy Jehovah Andriamanitra : Indro , ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy ; ary ankehitriny , andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon ' aina , ary hohaniny , ka ho velona mandrakizay izy ;

(src)="b.GEN.3.23.1"> ስለዚህ እግዚአብሔር አምላክ ከዔድን ገነት አስወጣው ፥ የተገኘባትን መሬት ያርስ ዘንድ ።
(trg)="b.GEN.3.23.1"> ka dia nesorin ' i Jehovah Andriamanitra tamin ' ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy.Eny , noroahiny ny olona ; ary nampitoeriny tany atsinanan ' ny saha Edena ny kerobima sy ny lelafon ' ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin ' ny hazon ' aina .

(src)="b.GEN.3.24.1"> አዳምንም አስወጣው ፥ ወደ ሕይወት ዛፍ የሚወስደውንም መንገድ ለመጠበቅ ኪሩቤልንና የምትገለባበጥ የነበልባል ሰይፍን በዔድን ገነት ምሥራቅ አስቀመጠ ።
(trg)="b.GEN.3.24.1"> Eny , noroahiny ny olona ; ary nampitoeriny tany atsinanan ' ny saha Edena ny kerobima sy ny lelafon ' ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin ' ny hazon ' aina .

(src)="b.GEN.4.1.1"> አዳምም ሚስቱን ሔዋንን አወቀ ፤ ፀነሰችም ፥ ቃየንንም ወለደች ። እርስዋም ። ወንድ ልጅ ከእግዚአብሔር አገኘሁ አለች ።
(trg)="b.GEN.4.1.1"> [ Ny amin ' i Kaina sy Abela ] Ary Adama nahalala an ' i Eva vadiny ; dia nanan ' anaka Eva ka niteraka an ' i Kaina , ary hoy izy : Efa nahazo zazalahy tamin ' i Jehovah aho .

(src)="b.GEN.4.2.1"> ደግሞም ወንድሙን አቤልን ወለደች ። አቤልም በግ ጠባቂ ነበረ ፤ ቃየንም ምድርን የሚያርስ ነበረ ።
(trg)="b.GEN.4.2.1"> Ary niteraka an ' i Abela rahalahiny koa izy .
(trg)="b.GEN.4.2.2"> Ary Abela dia mpiandry ondry , fa Kaina kosa mpiasa tany .

(src)="b.GEN.4.3.1"> ከብዙ ቀን በኋላም ቃየን ከምድር ፍሬ ለእግዚአብሔር መሥዋዕትን አቀረበ ፤
(trg)="b.GEN.4.3.1"> Ary rehefa afaka elaela , dia nitondran ' i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an ' i Jehovah ;

(src)="b.GEN.4.4.1"> አቤልም ደግሞ ከበጎቹ በኵራትና ከስቡ አቀረበ ። እግዚአብሔርም ወደ አቤልና ወደ መሥዋዕቱ ተመለከተ ፤
(trg)="b.GEN.4.4.1"> fa nitondran ' i Abela kosa ny voalohan-terak ' ondriny , dia izay matavy .
(trg)="b.GEN.4.4.2"> Ary Jehovah nankasitraka an ' i Abela mbamin ' ny fanatiny ;

(src)="b.GEN.4.5.1"> ወደ ቃየንና ወደ መሥዋዕቱ ግን አልተመለከተም ። ቃየንም እጅግ ተናደደ ፊቱም ጠቆረ ።
(trg)="b.GEN.4.5.1"> fa Kaina mbamin ' ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany .
(trg)="b.GEN.4.5.2"> Dia tezitra indrindra Kaina , sady nanjombona ny tarehiny .

(src)="b.GEN.4.6.1"> እግዚአብሔርም ቃየንን አለው ። ለምን ተናደድህ ? ለምንስ ፊትህ ጠቆረ ?
(trg)="b.GEN.4.6.1"> Ary hoy Jehovah tamin ' i Kaina : Nahoana no tezitra ianao ?
(trg)="b.GEN.4.6.2"> Ary nahoana no manjombona ny tarehinao ?

(src)="b.GEN.4.7.1"> መልካም ብታደርግ ፊትህ የሚበራ አይደለምን ? መልካም ባታደርግ ግን ኃጢአት በደጅ ታደባለች ፤ ፈቃድዋም ወደ አንተ ነው ፥ አንተ ግን በእርስዋ ንገሥባት ።
(trg)="b.GEN.4.7.1"> Raha tsara toetra ianao , moa tsy ho miramirana va ?
(trg)="b.GEN.4.7.2"> Fa raha tsy tsara toetra kosa ianao , dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota ; ary ianao no kendren ' ny faniriany , kanefa ianao no tokony hanapaka azy .

(src)="b.GEN.4.8.1"> ቃየንም ወንድሙን አቤልን ። ና ወደ ሜዳ እንሂድ አለው ። በሜዳም ሳሉ ቃየን በወንድሙ በአቤል ላይ ተነሣበት ፥ ገደለውም ።
(trg)="b.GEN.4.8.1"> Ary Kaina niteny tamin ' i Abela rahalahiny ; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy , dia nitsangana Kaina nanatona an ' i Abela rahalahiny , ka namono azy .

(src)="b.GEN.4.9.1"> እግዚአብሔርም ቃየንን አለው ። ወንድምህ አቤል ወዴት ነው ? እርሱም አለ ። አላውቅም ፤ የወንድሜ ጠባቂው እኔ ነኝን ?
(trg)="b.GEN.4.9.1"> Ary hoy Jehovah tamin ' i Kaina : Aiza Abela rahalahinao ?
(trg)="b.GEN.4.9.2"> Fa hoy izy : Asa ; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho ?

(src)="b.GEN.4.10.1"> አለውም ። ምን አደረግህ ? የወንድምህ የደሙ ድምፅ ከምድር ወደ እኔ ይጮኻል ።
(trg)="b.GEN.4.10.1"> Ary hoy Izy : Inona no nataonao ?
(trg)="b.GEN.4.10.2"> Ny feon ' ny ran ' ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin ' ny tany .

(src)="b.GEN.4.11.1"> አሁንም የወንድምህን ደም ከእጅህ ለመቀበል አፍዋን በከፈተች በምድር ላይ አንተ የተረገምህ ነህ ።
(trg)="b.GEN.4.11.1"> Ary ankehitriny dia voaozona ianao hiala amin ' ny tany onenana , izay nivava hitelina ny ran ' ny rahalahinao nalatsaky ny tananao .

(src)="b.GEN.4.12.1"> ምድርንም ባረስህ ጊዜ እንግዲህ ኃይልዋን አትሰጥህም ፤ በምድርም ላይ ኰብላይና ተቅበዝባዥ ትሆናለህ ።
(trg)="b.GEN.4.12.1"> Raha miasa ny tany ianao , tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy ; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin ' ny tany ianao .

(src)="b.GEN.4.13.1"> ቃየንም እግዚአብሔርን አለው ። ኃጢአቴ ልሸከማት የማልችላት ታላቅ ናት ።
(trg)="b.GEN.4.13.1"> Dia hoy Kaina tamin ' i Jehovah : Lehibe ny valin ' ny heloko mihoatra noho izay zakako .

(src)="b.GEN.4.14.1"> እነሆ ዛሬ ከምድር ፊት አሳደድኸኝ ፤ ከፊትህም እሰወራለሁ ፤ በምድርም ላይ ኰብላይና ተቅበዝባዥ እሆናለሁ ፤ የሚያገኘኝም ሁሉ ይገድለኛል ።
(trg)="b.GEN.4.14.1"> Indro , efa noroahinao hiala amin ' ny tany onenana aho androany ; dia hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin ' ny tany ; koa na iza na iza hahita ahy dia hamono ahy .

(src)="b.GEN.4.15.1"> እግዚአብሔርም እርሱን አለው ። እንግዲህ ቃየንን የገደለ ሁሉ ሰባት እጥፍ ይበቀልበታል ። እግዚአብሔርም ቃየንን ያገኘው ሁሉ እንዳይገድለው ምልክት አደረገለት ።
(trg)="b.GEN.4.15.1"> Ary hoy Jehovah taminy : Noho izany na iza na iza hamono an ' i Kaina , dia hovaliana fito eny izy .
(trg)="b.GEN.4.15.2"> Ary Jehovah nanao famantarana ho an ' i Kaina ; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy .

(src)="b.GEN.4.16.1"> ቃየንም ከእግዚአብሔር ፊት ወጣ ፤ ከዔድንም ወደ ምሥራቅ በኖድ ምድር ተቀመጠ ።
(trg)="b.GEN.4.16.1"> Ary Kaina dia niala teo anatrehan ' i Jehovah ka nonina tao amin ' ny tany Noda tandrifin ' i Edena .

(src)="b.GEN.4.17.1"> ቃየንም ሚስቱን አወቀ ፤ ፀነሰችም ፥ ሄኖሕንም ወለደች ። ከተማም ሠራ ፥ የከተማይቱንም ስም በልጁ ስም ሄኖሕ አላት ።
(trg)="b.GEN.4.17.1"> [ Ny taranak ' i Kaina , sy ny nahaterahan ' i Seta ] Ary Kaina nahalala ny vadiny , dia nanan ' anaka ravehivavy ka niteraka an ' i Enoka ; ary nanorina vohitra Kaina , ka ny anaran ' ny vohitra dia nataony hoe Enoka , araka ny anaran ' ny zananilahy .

(src)="b.GEN.4.18.1"> ሄኖሕም ጋይዳድን ወለደ ፤ ጋይዳድም ሜኤልን ወለደ ፤ ሜኤልም ማቱሣኤልን ወለደ ፤ ማቱሣኤልም ላሜሕን ወለደ ።
(trg)="b.GEN.4.18.1"> Ary Enoka niteraka an ' Irada ; ary Irada niteraka an ' i Mehojaela ; ary Mehojaela niteraka an ' i Metosaela ; ary Metosaela niteraka an ' i Lameka .

(src)="b.GEN.4.19.1"> ላሜሕም ለራሱ ሁለት ሚስቶችን አገባ ፤ የአንዲቱ ስም ዓዳ ፥ የሁለተኛይቱ ስም ሴላ ነበረ ።
(trg)="b.GEN.4.19.1"> Ary Lameka nampirafy roa : ny anaran ' ny anankiray Ada , ary ny anaran ' ny anankiray Zila .

(src)="b.GEN.4.20.1"> ዓዳም ያባልን ወለደች ፤ እርሱም በድንኳን የሚቀመጡት የዘላኖች አባት ነበረ ።
(trg)="b.GEN.4.20.1"> Ary Ada niteraka an ' i Jabala ; izy no rain ' ny mpitoetra an-day , mpiandry omby aman ' ondry .