Fayard, 1979.
Yuto Satō dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Japana teraka ny 12 Martsa 1982 Biôgrafia


Mosquée du cheikh Ibrahim (en azéri : Şeyx İbrahim məscidi).
I Kosama-Riseataima, mpanjakan'i Arama no nifanandrina taminy.

Ils appartenaient aux Kénites, qui accompagnèrent les Enfants d'Israël en terre d'Israël, et se fixèrent parmi eux.
I Ahaza (na Okoziasa) mpanjakan'i Israely dia anadahin-drenin'i Ahazia (na Okoziasa) mpanjakan'i Jodà.

Il aidait les orphelins, et nourrissait les pauvres.
Nanampy ny kamboty izy, ary nanome sakafo ny mahantra.

Yûki a un don (celui de ressentir la douleur des autres en les touchant).
Namporisika an'i Ahaba hanao fitondrana jadona i Jezebela.

Plus de 420 000 personnes visitèrent le site le mois suivant.
Maherin'ny 420,000 olona noho izany no nitsidika ilay tranokala ny volana manaraka iny.

D’où Pierre pouvait-il savoir cela?
Fomba ahoana no nahalalan'i Petera an'izany?

À cette époque il n’y avait pas beaucoup de livres.
Tamin'izany fotoana izany dia tsy dia nisy boky firy loatra.

Je suis guéri.
Ny renivohiny dia Guéret.

C'est le début de la période classique indonésienne.
Teo no fanombohan'ny taona klasika indonezianina.

La mise en place de ses institutions (Commission, Parlement panafricain et Conseil de paix et de sécurité) a eu lieu en juillet 2003 au sommet de Maputo au Mozambique.
Ny fametrahana ny andrim-panjakana (antenimiera panafrikana sy ny fivorian'ny fandriampahalemana sy ny fiarovana) dia nitranga tamin'ny Jolay 2003 tamin'ny fivoriana tany Maputo tany Mozambika.

En deuxième lieu, dans ce livre il y a beaucoup de références aux anges.
Misy amin’ireo boky ireo ny miresaka betsaka ny amin’ny anjely.

Article troisième.
Andininy fahatelon'ny lalampanorenana

Il n'est pas dans le Tanakh ni dans d'autres sources juives.
Tsy hita ao amin'ny Tanakh na ao amin'ireo loharano jiosy hafa izy.

Le premier financement majeur pour l'éducation internationale était de 1966 Loi Internationale de l'éducation aux États-Unis.
Ny famatsiam-bola voalohany lehibe ho an’ny fanabeazana ny firaisam-pirenena dia ny Lalàna mikasika ny Fampianarana Iraisam-pirenena any Etazonia ny taona 1966.

C'est également un participant actif de l'APEC (Coopération économique pour l'Asie-Pacifique), un membre du G-24 et l'un des 51 États fondateurs des Nations unies le 24 octobre 1945.
Izy koa dia mpandray anjara mavitrika amin'ny fiaraha-miasa ara-toekarena Asia-Pacific (APEC), mpikambana ao amin'ny Vondrona 24 ary iray amin'ireo mpikambana mpanorina 51 ao amin'ny Firenena Mikambana tamin'ny 24 Oktobra 1945.

Le 15 mai 2009, il a rejoint le Centre Nord-Sud du Conseil de l'Europe.
Tamin'ny 15 Mey 2009, niditra tamin'ny Centre Nord-Sud du Conseil de l'Europe ny Maroka.

N°88.
Ny laharam-pokontaniny dia 88.

Le 14 mars 2012, Thomas Lubanga est reconnu coupable de crimes de guerre.
Ny 14 Martsa 2012 dia hita fa meloka ny heloka bevava amin’ny ady i Thomas Lubanga.

C'est une idée pour ajouter une petite capacité supplémentaire à Nupedia.
Misy hevitra hanampy zavatra kely amin'i Nupedia.

Il admet de lui-même boire beaucoup.
Kanefa betsaka ny mpisotro toaka ny ny mamono tena.

Chapitre 67 : Le nom des anges condamnés est donné ainsi que les secrets qu'ils ont laissés aux hommes.
Toko faha-67: Nambara ny anaran'ireo anjely voaheloka sy ny tsiambaratelo navelan'izy ireo ho an'ny olombelona.

Cette réforme aurait permis d'éliminer les différences de dates entre églises occidentales et orientales ; elle devait entrer en application en 2001, mais elle échoua.
Izany fanovàna izany dia voalaza fa afaka manafoanana ny fahasamihafan’ny daty eo amin’ny Fiangonana tandrefana sy tasinanana; izany koa dia tokony nampiharina nanomboka tamin’ny 2001, nefa tsy nahomby izany.

Certains, dont la Chine et l’Inde, émettent des critiques au sujet de la Cour et n’ont pas signé le Statut.
Ny sasany, anisan’izany ny an’i Sina sy India dia manatsikera ny mikasika ny fitsarana ka ty nanao sonia ny lalàna.

Ils forment l'Assemblée annuelle britannique.
Izy ireo no mamorona ny atao hoe Fivoriana isan-taona britanika.

Sa capitale est Victoria de Durango.
Ny renivohiny dia Victoria de Durango.

Ce programme vise à accroître la compréhension du développement et les questions internationales parmi les étudiants australiens.
Io fandaharan'asa io dia mikendry ny hampitombo ny fahazoana ny fampandrosoana sy ny disadisa iraisam-pirenena ho an’ny mpianatra Aostraliana.

Le Fantôme 2040.
Ny isan'omby dia 2040.

Le système solaire.
Rafitry ny masoandro

Ils sont utilisés en République populaire de Chine et à Singapour.
Izy ireo dia ampiasaina ao amin'ny Repoblika entim-bahoakan'i Sina sy any Singapaoro.

Le Pew Research Center est connu pour ses statistiques démographiques religieuses mondiales.
Ny Pew Research Center dia fantatra noho ireo antontanisa omeny momba ny zava-misy ara-pivavahana maneran-tany.

Ne soyez pas désolés pour moi.
Aza malahelo amin'izay ataony.

Après une longue période de discussion et d’expérimentation, ses fondations furent établies par la publication en 1998 de The Complete Lojban Language.
Taorian'ny fotoan'ny nanaovana ny adihevitra sy ny traikefa, natsangana tamin'ny taona 1998 ny fototry ny fiteny lojban ao amin'ny The Complete Lojban Language.

Chapitre 7 : Isaac raconte son rêve.
Toko faha-7: Nitantara ny nofiny i Isaka.

Voix d'un ange qui montre ceux qui ont enseigné l'iniquité.
Feon'ny anjely izay mampiseho ireo nampianatra tsy fahamarinana.

Et il dit : Laisse la 10e part d’entre eux demeurer devant lui et laisse 9 parts descendre dans la place de condamnation.
Ary hoy izy: Avelao ny ampahafolon'izy ireo hitoetra eo anatrehany sady avelao ny ampahany sivy hidina any amin'ny toeran'ny sazim-panozonana.

L'écriture de l'est est plus proche encore de l'estrangelo.
Ny fomba fanoratra any antsinanana dia manakaiky kokoa ny estrangelo.

Elle est devenue une langue officielle de l'Union européenne le 13 juin 2005 et cette décision est entrée en vigueur le 1er janvier 2007.
Lasa fiteny ofisialy ao amin'ny Vondrona Eoropeana izy tamin'ny 13 Jona 2005 ary izany fanapahan-kevitra izany dia nanomboka nanan-kery tamin'ny 01 Janoary 2007.

Ces visages sont souvent en contraste avec ceux d'un guerrier.
Ireo tarehy ireo matetika dia ampifanoherana amin'ny an'ny mpiady.

Son père travaillait pour le gouvernement du shah d’Iran.
Niasa tao amin'ny governoran'ny shah ao Iràna ny rainy.

In : Eleanor of Aquitaine.
Ny vadiny dia Eleanor of Aquitaine.

Les 9 étoiles les plus brillantes de l'amas tirent leur nom des 7 sœurs et de leurs parents.
Ireo kintana sivy mangirana indrindra ao amin'ny tangorona dia mitondra ny anaran'ireo mpirahavavy fito ary ny ray aman-dreniny.

Dakelh (Porteur) 28.
Dakelh (Fantatra koa amin'i Carrier) 28.

La romanisation Yale correspond aux quatre systèmes créés pendant la Seconde Guerre mondiale pour le personnel militaire des États-Unis.
Ny Rômanizasiona Yale indray dia ny sistema efatra noforonina nandritry ny Ady lehibe faharoa ho an'ny olona militera amerikana.

Pratiqué en 2006 par environ 264 millions de joueurs à travers le monde, le football possède le statut de sport numéro un dans la majorité des pays.
Tamin'ny 2006, olona 264 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpilalao baolina kitra manerana ny tany, ary izy no fanatanjahantena voalohany ao amin'ny ankabeazan'ny firenena.

Car on ne peut tout de même pas se laisser mourir de faim.
Na koa tsy hanala ny hanoanana.

Madagascar a signé de multiples conventions de protection de l'enfance.
Fifanarahana maro mikasika ny fiarovana ny ankizy no efa nosoniavin'i Madagasikara.

Il n'y avait pas de ville, ici.
Tamin'izany dia mbola tsy nisy tanàna teo.

Disponible dans plus de 426 millions de foyers à travers 158 pays, Euronews est regardée chaque jour par 4,2 millions d'européens, faisant d'elle la première chaîne d'information internationale d'Europe.
Misy amin'ny trano maherin'ny 426 tapitrisa any amin'ny firenena 158, ny Euronews dia mijery ireo Eoropeana 4,2 tapitrisa isanandro, ka mahatonga azy ireo ho loharanom-baovao iraisam-pirenena lehibe indrindra any Eoropa.

Dans certains cas.
Anatin'ny tranga sasany.