Congratulations!
Arahabaina!


Thank you very much!
Misaotra betsaka!

What's new?
Inona ny vaovao?

Wrong.
Diso.

Louder.
Mafimafy.

Butter is made from milk.
Dibera dia vita amin'ny ronono.

What?
Inona?

Why?
Maninona?

Sorry...
Azafady...

Good night and sweet dreams.
Tsara mandry dia manaova nofy tsara.

What is your name?
Iza moa kay no anaranao?

Welcome.
Tonga soa e!

I can do the job right!
Afaka ataoko tsara ny asa!

Unbelievable!
Tsy mampino!

Certainly.
Izay mihitsy.

Nonsense!
Tsy misy dikany!

Good morning!
Manao ahoana ianao!

Happy New Year!
Tratry ny taona!

How are you?
Fahasalamana?

You're welcome.
Tsy misy fisaorana.

I missed you.
Nalahelo anao aho.

What's your name?
Iza ny anaranao?

One, two, three, four, five, six, seven, eight, nine, ten.
Iray, roa, telo, efatra, dimy, enina, fito, valo, sivy, folo.

Good night!
Tsara mandry o!

Good night!
Tsara mandry!

Wonderful!
Milay!

Thanks!
Misaotra!

And you?
Ary ianao?

Good day!
Manao ahoana e!

Come in!
Mandrosoa tompoko ô!

Long time no see!
Ela tsy nihaonana!

Burj Khalifa is currently the tallest building in the world.
Ny Burj Khalifa ankehitriny no tena trano avo indrindra amin'izao tontolo izay.

Hello, my friend!
Faly miarahaba anao, ra-namana!

Hello and how are you?
Manao ahoana ny fahasalamanao?

I'm fine, thank you!
Tsara fa, misaotra!

I'm good!
Tsara ka!

Not so well.
Tsy dia tsara.

I'm not doing well.
Tsy dia tena tsara loatra.

Nothing new.
Tsy misy.

It could be fatal.
Mety hahafaty izany.

I'm happy.
Faly aho.

Don't be scared to meet new people.
Aza matahotra ny hihaona amin'ny olona vaovao.

I hate winter.
Alako ny ririnina.

I wasn't the one who wrote that letter.
Tsy izaho irery no nanoratra iny taratasy iny.

The horse is not white.
Tsy fotsy ny soavaly.

There are islands in the sea.
Misy nosy ao anaty ranomasina.

Do you love your mother?
Moa tia ny reninao?

Mary finally persuaded Tom with these words.
Mary nihayet bu sözlerle Tom'u ikna etti.

Turtles don't have teeth.
Ny sokatra dia tsy manana nify.

Turtles don't have teeth.
Ny sokatra dia tsy misy nify.