# mg/ted2020-1429.xml.gz
# zh_tw/ted2020-1429.xml.gz


(src)="1"> Voninahitra lehibe ho ahy ny mijoro eto .
(trg)="1"> 非常榮幸能來到這裡

(src)="2"> Voninahitra lehibe ho ahy ny fahazoako miresaka ireo tanan-dehibe , ny miresaka ny hoavin 'ireo tanan-dehibe .
(trg)="2"> 也非常榮幸能夠在這裡和大家討論城市 以及城市的未來

(src)="3"> Voninahitra lehibe ho ahy ny mijoro eto amin 'ny maha ben 'ny tanana ahy .
(trg)="3"> 更難得的是作為一個市長來到這里

(src)="4"> Inoako tokoa fa ny ben 'ny tanana dia manana toerana politika ahafahany manova marina ny fiainan 'ny olona .
(trg)="4"> 我相信市長有這樣的政治能力 去真正改變人民的生活

(src)="5"> Eto no tokony hijoroana .
(trg)="5"> 這是市長應該做到的

(src)="6"> Ary mahafinaritra ny mijoro eto amin 'ny maha ben 'ny tananan 'ny Rio ahy .
(trg)="6"> 作為里約的市長來到這里很棒

(src)="7"> Rio dia tanan-dehibe mahafinaritra , toerana feno fiainana , toerana hafa kely
(trg)="7"> 里約是一個美麗的 富有生機 , 特別的地方

(src)="8"> Amin 'izao fotoana izao ianao dia mijery lehilahy manana ny asa tsara indrindra eran-tany .
(trg)="8"> 事實上 , 在你們面前的這個男人 擁有全世界最棒的工作

(src)="9"> Androany aho dia hizara aminareo fotoana manan-tantara tamin 'ny fiainako ary koa ny tantaran 'ny tananan 'i Rio .
(trg)="9"> 我也非常想跟大家分享 我生命中一個非常特別的時刻 甚至在里約城市的歷史上

(src)="10"> ( Video ) Mpanolotra : Amin 'izao fotoana izao , tompokolahy sy tompokovavy , ny valopy misy ny valiny .
(trg)="10"> ( 影片 ) 主持人 : 現在 , 女士們先生們 答案就在這個信封里

(src)="11"> Jacques Rogge : Voninahitra ho ahy ny manambara fa ny Lalao Olimpika faha- 31 dia hatao ao amin 'ny tanànan 'i Rio de Janeiro .
(trg)="11"> 雅克 · 羅格 : 我很榮幸的宣佈 第三十一屆夏季奧利匹克運動會 的主辦城市是 里約熱內盧

(src)="12"> ( Tehaka mirefodrefotra ) EP : Eny , mampihetsi-po tokoa , ary tena manohina , fa tsy mora ny nahatongavana tamin 'izany .
(trg)="12"> ( 歡呼 ) 好吧 , 那一刻非常令人感動 , 非常激動人心 但這一切來得並不容易

(src)="13"> Eto aho dia milaza fa fanamby lehibe tokoa no nahazoana izany .
(trg)="13"> 事實上這是一個艱鉅的挑戰

(src)="14"> Nila nandresy ny fanjakan 'ny eropeanina .
(trg)="14"> 我們必須擊敗歐洲的君主

(src)="15"> Indro i Juan Carlos , mpanjakan 'i Espagne .
(trg)="15"> 這是 胡安卡洛斯 , 西班牙的國王

(src)="16"> Tsy maintsy nandresy ny firenena matanjaka japoney sy ireo teknolojiany izahay .
(trg)="16"> 我們必須擊敗強大的日本人 , 以及他們強大的科技

(src)="17"> Tsy maintsy noresena ihany koa ny lehilahy mahery indrindra eran-tany izay miaro ny tananany
(trg)="17"> 我們必須擊敗這個世上最有權勢的人 以及他的城市

(src)="18"> Tsy azo lazaina hoe mora izany .
(trg)="18"> 所以 , 這一切來得一點都不容易

(src)="19"> Ary ity farany dia nilaza izao fehezan-teny izao taona vitsivitsy lasa izay izay inoako fa mifanentana tsara amin 'izao fahazoan 'i Rio ny fifidianana ny tanàna handray ny Lalao izao .
(trg)="19"> 事實上 , 畫面上最後那個人幾年前說過一段話 我認為非常符合 里約在贏得奧運主辦權過程中的處境

(src)="20"> Nasehonay fa , " Yes , we can " [ Eny , Vitatsika ]
(trg)="20"> 那就是 : 我們真正讓所有人看到 , 我們辦得到

(src)="21"> Ka indro ary ny antony maha eto ahy androany hariva .
(trg)="21"> 這也是今天我來到這裡的原因

(src)="22"> Tonga eto aho androany hariva hitantara aminareo fa azo atao ny zava-drehetra , tsy ilana akory ny fananana harena na ny hery ahatratrarana ny tanjona , ny filazana fa mila fanamby goavana ny tanan-dehibe .
(trg)="22"> 我來到這裡是想告訴你 夢想是可以去完成的 而你並不一定需要非常有金錢或者有權勢 去完成它 而且城市對我們而言是個偉大的挑戰

(src)="23"> Sarotra ny miasa ho an 'ny tanan-dehibe .
(trg)="23"> 管理城市總是困難的

(src)="24"> Fa misy kosa fomba miavaka hanaovan-javatra , miaraka amin 'ny fametrahana didy tsotra , afaka tokoa ianareo manova ireny tanan-dehibe ireny ho tanana maha-tamàna .
(trg)="24"> 但是通過利用 獨創的解決方案 輔以一些基本的原則 你真的能夠讓城市 變成一個非常適宜居住的地方

(src)="25"> Tiako alainareo sary an-tsaina i Rio .
(trg)="25"> 煩請大家都想像一下里約

(src)="26"> Eritreretinareo angamba fa tanàna mihetsiketsika , tanàna feno fiainana ary maitso .
(trg)="26"> 你或許想到了一個充滿激情的城市 一個四季常青生機勃勃的城市

(src)="27"> Ary tsy nisy olona afaka nampiseho tsara izany toy i Carlos Saldanha tao amin 'ny sary mihetsika mitondra ny lohateny hoe " Rio " , tamin 'ny taona lasa .
(trg)="27"> 沒人比它描述得更好 凱羅斯 · 山達哈的電影 《 里約大冒險 》

(src)="28"> ( Mozika ) ( Video ) Vorona : Tsy mampino
(trg)="28"> 音樂 ( 影片 ) 這簡直難以置信

(src)="29"> ( Mozika ) EP : Eny , ny ampahany sasan-tsasany amin 'ny Rio dia toy izao fa tsy izy rehetra .
(trg)="29"> ( 音樂 ) 里約的某些區域的確是這樣的 但並不是全部

(src)="30"> Izahay dia toy ny tanàna rehetra eran-tany .
(trg)="30"> 和世界上其他大城市一樣

(src)="31"> Maro be ny mponina aty aminay , ny loto , ireo fiarakodia , ireo varafasy .
(trg)="31"> 我們有龐大的人口 污染 , 汽車 , 建築 , 非常非常多的建築

(src)="32"> Ireo sary nasehoko taminareo ireo , dia sarin 'i Madureira .
(trg)="32"> 這些圖片展示的 是瑪多里拉

(src)="33"> Hoatran 'ny hoe fon 'ny zanabohitr 'i Rio .
(trg)="33"> 它是里約郊區的心臟

(src)="34"> Ary eto aho dia hanome ohatra misy eto Rio zavatra hataonay any Madureira , amin 'ity faritra ity ahitantsika izay ho tokony ho adidy voalohany ho raisina .
(trg)="34"> 我想展示一下里約 通過瑪多裡拉的例子 來談談我們的第一個城市原則

(src)="35"> Isaky ny mahita ala mikitroka vita amin 'ny simenitra matevina toy itony , ny tokony atao dia mitady toerana malalaka
(trg)="35"> 每當你看到一座混凝土森林 你應該做的是找到一片開放的空間

(src)="36"> Raha toa ka tsy misy toerana malalaka dia mila mankany an-toerana manokatra izany .
(trg)="36"> 如果那裡沒有開放的空間 那就創造出一片出來

(src)="37"> Mankanesa amin 'ireny toerana malalaka ary ataovy izay ahafan 'ny olona mankany sy mampiasa izany toerana izany .
(trg)="37"> 讓我們走進這片開放的區域 使之成為允許人們自由進出 使用的地方

(src)="38"> Ho lasa toeram-pilalaovana lehibe indrindra faha-telo eto Rio amin 'ny volana Jiona hoavy izao .
(trg)="38"> 到今年的六月份時 這裡將成為里約第三大的公園

(src)="39"> Ho toerana ahafahan 'ny olona mihaona , ho toerana hisy zavaboary .
(trg)="39"> 這將是一個人們可以相互認識的地方 也可以將自然植入其中

(src)="40"> Hiiba roa na telo degre ny mari-pàna
(trg)="40"> 周圍的氣溫也將下降兩三度

(src)="41"> Ny didy voalohany tiako hapetraka aminareo androany hariva dia ny hoe , ny tanan-dehibe hoavy dia tokony haha-tamàna eo amin 'ny lafin 'ny tontolo iainana .
(trg)="41"> 所以今晚我想和大家分享的 第一個城市原則是 未來的城市 必須是環境友好型的

(src)="42"> Isaky ny mieritreritra tanàn-dehibe ianareo , dia tokony ho zava-maitso ny ao an-tsaina .
(trg)="42"> 每當你想到一座城市 你應該想它是綠色的

(src)="43"> Mila mieritreritra zava-maitso ary zava-maintso hatrany .
(trg)="43"> 而且必須是綠色和綠色

(src)="44"> Hiroso amin 'ny fanapahan-kevitra faharoa izay tiako haseho aminareo aho .
(trg)="44"> 下面我們來說一說城市的第二個原則

(src)="45"> Eritrereto hoe ny tanàn-dehibe dia nohon 'ny mponina ao aminy , olona maro an 'isa .
(trg)="45"> 城市是由人組成的 非常非常多的人聚集在一起

(src)="46"> Ny tanàn-dehibe dia feno olona .
(trg)="46"> 城市被人塞滿

(src)="47"> Arak 'izany , ahoana ny fomba hifaneraseran 'ireny olona ireny ?
(trg)="47"> 但是我們要怎樣去規劃這些人呢 ?

(src)="48"> Raha fantatra fa telo faingo dimy lavitr 'isa no isan 'ny olona miaina an-tanàn-dehibe -- amin 'ny taona 2050 , dia ho 6 lavitrisa izany .
(trg)="48"> 現在有 35 億人居住在城市中 到 2050 年 , 這個數字將達到 60 億

(src)="49"> Ka , isaky ny mieritreritra ny fivezivezen 'ireo olona ireo ianareo , dia mila fomba fifamoivohizana mahazaka olona maro .
(trg)="49"> 每當我們考慮大量的人口流動 我們必然會想起能容量許多人的交通運輸工具

(src)="50"> Nefa misy olana .
(trg)="50"> 但這裡存在着一个矛盾

(src)="51"> Ny fananana ireo fitaovam-pifamoivoizana mahazaka olona maro ireo dia midika fandaniam-bola lehibe .
(trg)="51"> 那就是能容量許多人的交通運輸工具意味著 巨額的金錢投入

(src)="52"> Ny ho asehoko anareo eto dia zavatra efa naseho teto amin 'ny TED ihany , nasehon 'ny ben 'ny tanànan 'i Curitiba teo aloha izay namorona ity , tanàna iray eto brésil , Jaime Lerner .
(trg)="52"> 所以我下面將要展示的内容 以前曾經在TED演講裡出現過 來自庫里奇巴的前市長Jaime Lerner的演講 他在巴西的一個城市裡創造出來的

(src)="53"> Io zavatra io ihany no averinay eto Rio .
(trg)="53"> 同樣也在里約被大量使用的

(src)="54"> Io no antsoina hoe BRT , na koa " Bus Rapid Transit " .
(trg)="54"> 它是BRT , 也就是快速巴士運輸

(src)="55.1"> Misy Bus any aminareo .
(src)="55.2"> Izy ity dia toy ny bus rehetra izay efa fantatry ny olona rehetra .
(trg)="55"> 這是個大家都見過的普普通通的巴士

(src)="56"> Ny ao anatiny dia ovaina ho kalesin-dalamby .
(trg)="56"> 將它的內部改造成火車的模樣

(src)="57"> Mampiasa zotra misaraka , zotra izay efa voatokana .
(trg)="57"> 使用單獨的車道 , 專用車道

(src)="58"> Ny mpandraharaha , tsy dia tia loatra azy ity .
(trg)="58"> 建築承包商可能不喜歡這樣

(src)="59"> Tsy dia mila mangady lalina loatra .
(trg)="59"> 你不必去挖掘地下隧道

(src)="60"> Afaka manamboatra fiantsonana mahafinaritra .
(trg)="60"> 你可以建造漂亮的車站

(src)="61"> Ity ohatra dia misy toerana fiantsonana izay amboarinay ao Rio .
(trg)="61"> 這是一個真實的車站 , 就在里約

(src)="62"> Averiko indray mandeha , tsy dia ilaina ny mangady lalina loatra raha hanao toerana fiantsonana toy itony .
(trg)="62"> 再講一遍 , 你不必去挖掘地下隧道 去建造這樣的車站

(src)="63"> Ity fiantsonana ity dia mitovy hatsarana , mitovy zava-bita amin 'ny fiantsonana " métro "
(trg)="63"> 這個車站擁有相同的舒適性 , 同樣的特徵 和地鐵站一樣

(src)="64"> Iray kilometatra amin 'io anefa dia am-pahafolon 'ny vidin 'ny métro .
(trg)="64"> 這種交通的成本只有地鐵的十分之一

(src)="65"> Tsy dia mandany vola betsaka , kanefa mahavita haingana kokoa , afaka manova marina ny fivezivezen 'ny olona .
(trg)="65"> 通過花少少的錢 , 使公共交通變快 你能夠改變人們的交通方式

(src)="66"> Indro misy sarintanin 'i Rio .
(trg)="66"> 這是一張里約的地圖

(src)="67"> Ireo làlana rehetra , ny làlana rehetra miloko hitanao eto , dia tamba-jotra fitanterana mahazaka olona maro .
(trg)="67"> 所有這些線 , 也就是有顏色的線 代表我們的大容量運輸網

(src)="68"> Amin 'izao fotoana izao , dia mitatitra 18 % n 'ny mponina misy ao aminay izahay amin 'ny alalan 'ireo fomba fitanterana mahazaka olona maro ireo
(trg)="68"> 到現在為止 我們只能為百分之十八的里約人口 提供大容量的交通服務

(src)="69"> Miaraka amin 'ny BRT izay ataonay , marihiko eto indray , fa mora vidy sy haingam-pandeha , hisondrotra 63 % ny mponina ho tanterina amin 'itony fomba fitanterana mahazaka olona maro itony .
(trg)="69"> 通過BRT建設 就是剛才提到的那個廉價的 , 迅速的交通方式 我們將允許百分之六十三的人口 使用大容量交通

(src)="70"> Tadidio ny teniko teo : Tsy ilaina akory ny manan-karena sy matanjaka ahavitana zavatra .
(trg)="70"> 記住我說的 你不必非常有錢或者有權勢 去完成一件事情

(src)="71"> Afaka mahita fomba hafa ianao hanaovan-javatra .
(trg)="71"> 你可以通過獨創的方式完成它

(src)="72"> Ny didy faharoa homeko anareo androany hariva dia , ny tanànan 'ny ampitso dia mila miatrika ny fitanterana ny olona rehetra monina ao aminy .
(trg)="72"> 所以今晚我想給大家的第二個城市原則 是 , 一個未來的城市 必須解決 人口的流動和聚合

(src)="73"> Hojerentsika ny didy fahatelo .
(trg)="73"> 下面討論第三個原則

(src)="74"> Izy ity no miteraka ny ady hevitra betsaka indrindra .
(trg)="74"> 這是最富爭議的一個

(src)="75"> ary mahakasika ny faritra iva , ireo fokontany mahantra antsoy amin 'izay tianareo iantsoana azy , omena anarana isan-karazany izy ireny eran-tany .
(trg)="75"> 城市必須面對棚戶區 , 或者說是貧民窟 隨你們怎麼叫 , 在全世界各地對它有著不同的稱呼

(src)="76"> Fa ny tiana hotsipihina eto androany dia : tsy voatery ho olana ireny faritra iva ireny .
(trg)="76"> 我今天想要說的是 棚戶區並不總是一個問題

(src)="77"> Ny tiako ho lazaina dia izao , ny faritra iva ihany koa dia mety ho vaha-olana , raha toa ka karakaraintsika izy ireny , raha toa ka asiana mpitandro ny filaminana amin 'ireny faritra iva ireny .
(trg)="77"> 換句話說 , 棚戶區有些時候可以 是一個解決方案 只要你正視它 只要你使公共政策在棚戶區得到貫徹

(src)="78"> Aleo asehoko anareo amin 'ny sarintany .
(trg)="78"> 讓我再次展示一下里約地圖

(src)="79"> Rio dia misy mponina 6,3 tapitrisa -- Maherin 'ny 20 % , 1,4 tapitrisa , dia miaina amin 'izany faritra iva izany .
(trg)="79"> 里約擁有 630 萬居民 其中超過百分之二十 , 也就是 140 萬人生活在棚戶區

(src)="80"> Ireny faritra menamena ireny dia faritra iva avokoa .
(trg)="80"> 圖上這些紅色部份就是棚戶區

(src)="81"> Raha jerenareo , dia miparitaka manerana ny renivohitra izy ireny .
(trg)="81"> 如你所見 , 它遍佈整個城市

(src)="82"> Toy izao ohatra izany faritra iva ao Rio izany raha jerena .
(trg)="82"> 這是典型的里約棚戶區的樣子

(src)="83"> Hita miavaka tokoa ny mpanan-karena sy ny mahantra .
(trg)="83"> 你能看到富裕與貧窮的對比

(src)="84"> Anio dia zavatra roa no tiako hasongadina mikasika ny faritra iva .
(trg)="84"> 對此 , 今天我想講兩點一件

(src)="85"> Ny voalohany dia ity , afaka ovany avy amin 'ny olana tsy misy fetra ho vahaolana tsy manam-petra izy ireny .
(trg)="85"> 第一點是 你可以完成從惡性循環 到良性循環的轉變

(src)="86"> Mba hatongavana amin 'izany kosa dia mila miditra any anatin 'ireny faritra iva ireny , mitondra ireo filàna fototra -- indrindra indrindra fa ny fanabeazana , ny fahasalamana -- manara-penitra .
(trg)="86"> 但是要做到這點 就必須走進棚戶區 去提供基本的服務 提供高品質基礎教育和醫療

(src)="87"> Omeko ohatra maimaika ianareo .
(trg)="87"> 這裡我有一個簡短的例子

(src)="88"> Ity dia trano avo antitrantitra amin 'ny faritra iva iray ao Rio -- [ tsy dia mazava ny anaran 'ilay toerana ] izay novainay ho sekoly ambaratonga fototra , manara-penitra .
(trg)="88"> 這是一棟坐落於棚戶區的老房子 [ 不明棚戶區的名稱 ] 我們剛剛將其改造成一座小學 高品質的小學

(src)="89"> Ity dia toeram-piandraiketana ara-pahasalamana ifotony izay naorinay tamina faritra iva iray , manara-penitra ihany koa .
(trg)="89"> 這是基層衛生站 我們將其建造在棚戶區 同樣 , 它很優質

(src)="90"> Toera-pitsaboana hoan 'ny fianakaviana no iantsoanay azy .
(trg)="90"> 我們稱之為家庭診所

(src)="91"> Ny tokony atao voalohany dia ny fitondrana ny filàna fototra amin 'ireny faritra iva ireny ary manara-penitra izany .
(trg)="91"> 所以第一點是將基礎服務 帶進棚戶區 并保證其質量

(src)="92"> Ny teboka faharoa tiako hapetraka dia izao , mila anokafana sehatra malalaka amin 'ireny faritra iva ireny .
(trg)="92"> 關於棚戶區我想說的第二點是 在棚戶區創造開放空間

(src)="93"> Manorena fotodrafitrasa any amin 'ny faritra iva , any amin 'ny fokontany mahantra , n 'aiza n 'aiza misy anareo .
(trg)="93"> 將基礎設施 建造在棚戶區 , 或者貧民窟內

(src)="94"> Rio dia manana tanjona tratrarina amin 'ny 2020 , dia ny mba ho tanàn-dehibe tanteraka ny faritra iva ao aminy .
(trg)="94"> 里約有個長遠目標 , 到 2020 年時 完成所有棚戶區的都市化

(src)="95"> Ohatra iray hafa , ity toerana ity taloha dia feno trano , avy eo izahay nanangana an 'ity , izay antsoinay hoe toeran 'ny fahalalàna .
(trg)="95"> 另一個例子 , 這裡曾幾擠滿了房子 但我們建造它 , 我們稱之為知識廣場

(src)="96"> Toerana misy ny teknolojia farany ny ankizy mipetraka amin 'ny trano manodidina ity toerana ity dia miditra ao ary mampiasa ireo teknolojia farany izay misy ao .
(trg)="96"> 這是個充滿高科技的地方 住在隔壁貧窮社區的孩子 可以走入其中去接觸所有的科技

(src)="97"> Nasianay trano fijerena sary mihetsika mihitsy ary tao -- ary sary mihetsika 3D .
(trg)="97"> 我們甚至建造了一個戲院 , 播放 3D 電影

(src)="98"> Ary toy izany ny fiovana azonao amin 'izany .
(trg)="98"> 這都是些你所能看到的改變

(src)="99"> Ary mandra-pahariva ny andro dia betsaka nohon 'ny loka " TED prize " no ho azonao amin 'izany , dia ny tsiky feno hafaliana atolotry ny ankizy miaina amin 'ireny faritra iva ireny .
(trg)="99"> 最後我們能得到比TED大獎還要珍貴的東西 大大的笑容 來自一個住在棚戶區的孩子

(src)="100"> Ny didy fahatelo apetrako aminareo anio dia : ny tanàn-dehibe ho avy dia tokony hampidirana ny resaka sosialy .
(trg)="100"> 所以今天我想說的第三個城市原則是 未來的城市 必須實現社會的融合