# mg/ted2020-682.xml.gz
# zh/ted2020-682.xml.gz


(src)="1"> Ny tiako ho resahina androany dia ny lanjan ' ireo ezaka ataon 'ny mpikaroka nahatongavana amin 'ireo lohatenin-dahatsoratra hitanareo amin 'ny gazety .
(trg)="1"> 今日我想同大家講下 你哋喺報紙上見到嘅頭條 背後所投入嘅科研程度

(src)="2"> Toy izato ireo lohateny rehefa ny fiovan 'ny toetrandro no resahina , ary toy izatsy kosa rehefa momba ny hatsaran 'ny rivotra iainana na momba ny " smog " ( zavona arahin-tsetroka ) .
(trg)="2"> 好似呢個氣候變化嘅頭條 仲有呢個同空氣質量 或者霞氣有關嘅頭條

(src)="3"> Samy sampana avy amin 'ny taranja siansan 'ny atmôsfera izy roa ireo .
(trg)="3"> 佢哋係大氣科學嘅唔同分支

(src)="4"> Vao vetivety izay no nahitana lohateny toy izao raha nanao tatitra momba ny fahazoana ny firafitra sy fiasan 'ny atmosfera ny IPCC , vondrona mpikaroka iraisam-pirenena manaraka ny fiovan 'ny toetrandro .
(trg)="4"> 近排嘅頭條就好似呢個 當政府個氣候變化專門委員會 簡稱 IPCC 提交對大氣系統了解程度嘅報告 呢份報告由來自 40 個國家 620 位科學家共同撰寫

(src)="6.1"> Mahatratra arivo pejy eo ho eo ity tatitra ity .
(src)="6.2"> Ary mpanitsy sy mpahay siansa maherin 'ny 400 , avy amin 'ny firenena 113 no nanitsy an 'ireo takelaka ireo .
(trg)="5"> 寫咗近一千頁嘅報告 而每一頁又經過另外 400 幾位 來自 113 個國家嘅科學家 同審稿人審核先至發表

(src)="7.1"> Fivondronambe izany .
(src)="7.2"> Lehibe tokoa , hany ka rehefa misy ny fivoriana fanaonay isan-taona , dia io no fivondronan 'ny mpahay siansa lehibe indrindra eto an-tany .
(trg)="6"> 呢一個係龐大嘅團隊嚟 事實上 , 佢大到令我哋嘅年會 變成咗世界上最大嘅科學家會議

(src)="8"> Mpahay siansa 15.000 mahery no mankany San Francisco isan-taona hamonjy azy io .
(trg)="7"> 其中每年有超過 15,000 名科學家 會去三藩市參加年會

(src)="9"> Ary ny tsirairay amin 'ireo mpahay siansa ireo dia ao anatin 'ny vondrom-pikaroka , ary ny vondrom-pikaroka tsirairay avy dia mikaroka lohahevitra samihafa .
(trg)="8"> 而每一位與會者都嚟自 其中一組研究團隊 每一組研究團隊致力研究 一系列不同課題

(src)="10"> Ho anay ao Cambridge , dia toy ny fiovaovan 'ny El Niño izany lohahevitra izany , mahakasika ny toetrandro , ny famotopotorana ireo vokatra azo avy amin 'ny zana-bolana , hatramin 'ireo entona avy amin 'ny fambolena izao azo anaovana solika voajanahary , izay efa nanaovako fikarohana .
(trg)="9"> 對於我所在嘅劍橋團隊 研究範疇從影響天氣同氣候嘅 厄爾尼諾現象 到衛星數據嘅同化 以至製造生物燃料嘅農作物嘅氣體排放 — — 亦係我嘅研究內容

(src)="11"> Ary ao amin 'ireo seha-pikarohana tsirairay avy ireo , dia misy ireo mpianatra ho PhD ( dokotera ) , toa ahy , izay mandinika lohahevitra farak 'izay bitika , bitika toy ny sela vitsivitsy .
(trg)="10"> 而喺每一個研究領域之中有好多 我同其他博士研究生 都係研究非常狹小嘅課題 專門到一小部分進程或者某幾個分子

(src)="12"> Ary isan 'ireo sela anaovako fikarohana ny " isoprène " ,
(trg)="11"> 而我研究嘅其中一個分子係異戊二烯

(src)="13.1"> izay hitantsika eto. sela organika kely izy ity .
(src)="13.2"> Mety mbola tsy henonareo akory ny momba azy .
(trg)="12"> 就喺呢度 。 佢係一個好細嘅有機分子 你可能從來未聽過

(src)="14"> Ny lanjan 'ny " trombone " iray dia mitovy lanja amin 'ny sela " isoprène " 900 zeta-illion -- faha-10hatramin 'ny faha-21 eo ho eo .
(trg)="13"> 一個曲別針嘅重量大概相當於 900 × 10 ^ 21 大約 10 嘅 21 次方個異戊二烯分子

(src)="15"> Saingy na maivan-danja ary izy io , dia betsaka ihany ny votsotra mankany amin 'ny atmosfera isan-taona ka mitovy amin 'ny lanjan 'ny olona rehetra eto an-tany .
(trg)="14"> 雖然輕若無物 每年釋放到大氣中嘅數量 卻足以抵得上全人類嘅重量

(src)="16.1"> Betsaka ihany izany .
(src)="16.2"> Mitovy lanja lanja amin 'ny " méthane " .
(trg)="15"> 數量之大同甲烷嘅重量相當

(src)="17.1"> Ary noho izy betsaka izay , dia tena misy vokany tokoa amin 'ny firafitry ny atmosfera .
(src)="17.2"> Noho izy misy vokany eo amin 'ny atmosfera izay ,
(trg)="16"> 正因為咁 佢對大氣系統有舉足輕重嘅影響 亦係呢個嘅影響

(src)="18.1"> no nandihanay manokana ity zavatra ity .
(src)="18.2"> Nozahana akaiky izy io ary nojerena ireo singa rehetra ao aminy .
(trg)="17"> 我哋竭盡全力去研究佢 我哋將佢分解爆破再研究所得嘅碎片

(src)="19"> Ito ny EUPHORE Smog Chamber any Espana .
(trg)="18"> 呢個係位於西班牙嘅 EUPHORE 煙霧艙

(src)="20"> Ny fipoahan 'ny atmosfera , na ny firehetana feno ,
(trg)="19"> 雖然呢度大氣爆炸或者完全燃燒要比

(src)="21"> dia mitaky fotoana lava 15.000 heny noho ny mitranga ao amin 'ny fiaranareo .
(trg)="20"> 私家車慢 1.5 萬倍

(src)="22"> Na izany aza , mizaha ireo singa izahay .
(trg)="21"> 但我哋仍然會分析呢啲碎片

(src)="23"> Mampiasa solosaina goavana izahay hijerena ny fiasan 'ny modely goavana ihany koa .
(trg)="22"> 我哋用超级電腦做大量嘅模型演算 呢個係我做嘅嘢

(src)="24"> Ny modely ampiasanay dia misy " mailles de grilles " aman 'hetsiny izay natao hikajikajiana " variables " aman-jatony , isa-minitra .
(trg)="23"> 我哋嘅模型用上成千上萬個 超級電腦嘅櫃 每個負責計算幾百個 以一分鐘為單位嘅變量

(src)="25"> Herinandro maro vao vita ny fampidirana ny vokatra. ary fampirana vokatra am-polony no atao vao azo tsara ny zava-mitranga .
(trg)="24"> 整合呢啲數據需要幾個星期時間 而我哋要做幾十種整合 來了解發生緊嘅情況

(src)="26"> Manao sidina ihany koa izahay eran 'izao tontolo izao , mitady azy io ihany .
(trg)="25"> 我哋仲飛到世界各地去搵呢種分子

(src)="27"> Vao vetivety aho izay no nirotsaka an-tsehatra tany Malaysie .
(trg)="26"> 最近我就同其他人去咗馬來西亞考察

(src)="28.1"> Ary misy hafa ihany koa .
(src)="28.2"> Nahita tilikambo fiambenana ahafahana mizaha ny atmosfera eran-tany izahay tany , tany afovoan 'ny ala mando tany , ary fitaovana ara-tsiansa manokana mitentina an-jatony dôlara any ho any no nahantona tamin 'io tilikambo be io hitadiavana ny " isoprène " , ary , mazava ho azy , hitadiavana zavatra hafa ihany koa , rehefa teo ihany .
(src)="28.3"> Ito ilay tilikambo be raha jerena avy ambony .
(trg)="27"> 我哋喺嗰度設立咗一個 「 全球大氣瞭望塔 」 佢位於熱帶雨林嘅中央 我哋喺嗰度懸掛咗 價錢高昂嘅嘅科學儀器 用來尋找異戊二烯同其他嘢 呢個係從天空望落雨林中間嘅瞭望塔

(src)="29.1"> Ary ito kosa raha avy ambany .
(src)="29.2"> Ary nampiasa fiaramanidina mihitsy ary izahay nadritry ny ampahany tamin 'io firotsahana an-tsehatra io .
(trg)="28"> 呢個係由下至上嘅角度 我哋仲為呢次嘅考察配備咗飛機

(src)="30"> Fiaramanidina , BA146 , izay FAAM no nanamory azy ,
(trg)="29"> 型號係 BA146 屬於 FAAM ( 氣測量飛行設備公司 )

(src)="31.1"> ary mahazaka olona 120 hatramin 'ny 130 .
(src)="31.2"> Mety fiaramanidina toy io ihany koa no ho raisinareo raha mankany ianareo ankehitriny .
(trg)="30"> 通常可以運載 120 到 130 人 你哋今天可能係坐類似嘅機型嚟呢度

(src)="32"> Saingy tsy hoe nitaingina fotsiny izahay , fa nanidina 100 metatra ambonin 'ny tendron 'ny hazo tao an 'ala
(trg)="31"> 但係 , 我哋唔單止飛 我哋仲喺樹冠上空 100 米飛

(src)="33"> handrefesana io môlekiola io -- mampidi-doza ihany ilay izy .
(trg)="32"> 就係爲咗測量分子 , 不過亦係危險行為

(src)="34.1"> Misy fitongilanana tsy maintsy notazomina mba ahafahana manao ny fandrefesana .
(src)="34.2"> Mpanamory miaramila sy " pilotes d 'essai " no niara-niasa taminay .
(src)="34.3"> Tsy maintsy tandremana ihany koa ny elanelana aroloza .
(src)="34.4"> Rehefa manodidina ireo lohasaha izahay dia mahatratra 2G ny hery misintona .
(trg)="33"> 我哋需要以特殊嘅傾斜角度飛行 來進行測量 所以聘請咗軍事飛行員 同測試飛行員來操作飛機 我哋需要獲得特殊飛行許可 當環繞呢啲山谷彎位飛行時 重力可達 2G

(src)="35.1"> Ary tsy maintsy nampiasa " harnais de sécurité " ireo mpikaroka ahafahany manao ny fandrefesana avy ao amin 'ilay fiaramanidina .
(src)="35.2"> Azonareo an-tsaina angamba ,
(trg)="34"> 所以科學家必須全程扣上安全帶 先至能夠喺飛行期間做測量工作 正如你所想像嘅

(src)="36"> fa tsy mitovy amin 'ny firamanidina fitsangatsanganana mahazatra ny ao anatin 'ilay fiaramanidina nampiasanay. toy ny labôratoara manidina mihitsy no nampiasaina ahafahana mandrefy an 'ilay môlekiola any amin 'ny faritra misy azy .
(trg)="35"> 呢架飛機嘅內部 同你哋度假坐嘅嗰啲完全唔一樣 佢係一個飛行中嘅實驗室

(src)="37"> Izany rehetra izany no natao mba ahazoana tsara ny fiasan 'io môlekiola io .
(trg)="37"> 我哋所做嘅一切都係爲咗 了解個分子嘅化學性質

(src)="38.1"> Ary rehefa misy mpianatra mpikaroka iray , toa ahy , mahita sombim-pahalalàna momba io môlekiola io , dia mamoaka lahatsotra siantifika momba izany .
(src)="38.2"> Ary tamin 'io firotsahana an-tsehatra io ,
(trg)="38"> 當好似我咁樣嘅學生對個分子 有咗某種想法或者了解之後 佢哋會以此為題寫一篇科學論文 從嗰次考察裏面我哋大概可以

(src)="39.1"> dia lahatsotra siantifika am-polony eo ho eo , mahakasika ny endrika fiasa am-polony momba io môlekiola io no azo .
(src)="39.2"> Ary rehefa mitambatra ireo fahalalàna ireo ,
(trg)="39"> 就住幾個過程或者分子 而去寫幾十篇論文 而當知識量建立起

(src)="40"> dia manome zana-pizaràna iray , na zana-pizaràna iray ao amin 'ny fanombanana toy ny IPCC , na dia misy hafa koa aza .
(trg)="40"> 佢就會成為好似 IPCC 評估嘅 一個副章節 , 或者副副章節

(src)="41"> Ary ny tsirairay amin 'ireo toko 11 ao amin 'ny IPCC dia mizara zana-pizaràna 6 .
(trg)="41"> 當然我哋仲有其他評估 喺 IPCC 報告嘅 11 個章節當中 每一章都有 6 到 10 個副章節

(src)="42"> Hitanareo amin 'izany ny haben 'ny ezaka sy asa ao ambadika .
(trg)="42"> 咁樣你就可以想像 其中需要付出嘅努力有幾多

(src)="43"> Ao amin 'ny tsirairay amin 'ireo fanombanana soratanay , dia asianay marika foana ny famintinana , ary natokana ho an 'ny mpamaky tsotra io famintinana io .
(trg)="43"> 喺我哋撰寫嘅每一份評估當中 都會包含一個摘要 摘要係寫畀冇科學背景嘅讀者嘅

(src)="44.1"> Ary atolotray mpanao gazety sy mpamoron-dalàna io famintinana io , ahafahana mamoaka lohatenin-dahatsoratra toa itony .
(src)="44.2"> Misaotra betsaka .
(trg)="44"> 我哋將摘要提供畀記者同決策者 用來做咁樣嘅頭條

(src)="45"> ( Tehaka Mirefodreafotra )
(trg)="45"> 多謝 ( 掌聲 )