# mg/ted2020-1553.xml.gz
# ur/ted2020-1553.xml.gz
(src)="1"> Ireo olona manodidina antsika dia afaka manampy amin 'ny fanatsarana ny fiainatsika .
(trg)="1"> ایسے بہت سے طریقے ہیں جن سے ہمارے اردگرد کے لوگ ہماری زندگی بہتر کرنے میں مدد کر سکتے ہیں ۔
(src)="2"> Tsy afaka hifanerasera amin 'ireo mpifanila-bodirindrina rehetra isika , ka maro noho izany ny anatra tsy voampita , na dia samy mampiasa ireo toerana faobe ary isika .
(trg)="2"> ہم ہر پڑوسی سے نہیں ملتے ، لہٰذا بہت زیادہ دانائی آگے منتقل نہیں ہو پاتی ، اگرچہ ہماری عوامی جگہیں مشترک ہوتی ہیں ۔
(src)="3"> Nandritra ny taona maro dia nanandrana fomba ahafahana mifandray amin 'ireo mpiray tanàna aminà toerana faobe aho , amin 'ny alalan 'ny peta-drindrina sy ny " pochoir " ary ny tsaoka .
(trg)="3"> تو پچھلے چند سالوں سے ، میں نے اشتراک بڑھانے کے طریقے اپنائے اپنے پڑوسیوں کے ساتھ عوامی جگہوں پر ، اسٹیکر ، سٹینسل اور چاک جیسی عام چیزیں استعمال کرتے ہوئے ۔
(src)="4"> Ireo tetikasa ireo dia teraka rehefa avy nanontany tena aho hoe , toy ny hoe firy amin 'ireo mpiray tanàna amiko no mandoa hofan-trano ?
(trg)="4"> اور یہ منصوبے میرے پاس موجود سوالات سے وجود میں آئے ، جیسے : میرے پڑوسی اپنے اپارٹمنٹس کے لیے کتنا کرایہ دیتے ہیں ؟
(src)="5"> ( Hehy ) Ahoana no ahafahantsika mampindrana na mindrana zavatra ka tsy mandondona am-baravaran 'ny hafa amin 'ny fotoana tsy mety ?
(trg)="5"> ( قہقہے ) ہم زیادہ چیزیں کیسے لے اور دے سکتے ہیں ، برے وقت میں ایک دوسرے کا دروازہ کھٹکھٹائے بغیر ؟
(src)="6"> Ahoana no fomba hifampizarantsika ireo tsiahin ' ireo trano tsy misy mipetraka intsony , sy mba hanomezana endrika tsara kokoa ny tanàna ?
(trg)="6"> ہم کیسے اپنی ترک کی گئی عمارتوں کی زیادہ یادیں بانٹ سکتے ہیں ، اور اپنے اردگرد کے ماحول کو بہتر سمجھ سکتے ہیں ؟
(src)="7"> Ary ahoana koa no hifampizarantsika fanantenana ho an 'ireo trano fampirantiana goana , ka ahazoan 'ny besinimaro mitaratra ny filantsika sy ny nofintsika ankehitriny ?
(trg)="7"> ہم کیسے خالی دوکانوں سے وابستہ اپنی خواہشات کا اظہار کر سکتے ہیں ، تاکہ ہماری اقوام ہمارے خوابوں اور ضروریات پر آج غور کر سکیں ؟
(src)="8"> Monina ao Nouvelles-Orléans aho izao , ary tiako Nouvelles-Orléans .
(trg)="8"> اب میں نیو اورلینز میں رہتی ہوں ، اور مجھے نیو اورلینز سے محبت ہو گئی ہے ۔
(src)="9"> Milamina ery ny fanahiko mahita ireo hazo goavambe toy ny " chêne " , mampialoka ireo mpifankatia , ireo mamolava ary ireo mpanonofinofy efa nandritra ny zato taona izay , sady matoky kokoa ny tanàn-dehibe manome lanja ny mozika aho .
(trg)="9"> میری روح ہمیشہ بلوط کے دیوہیکل درختوں سے پرسکون ہوتی ہے ، جو صدیوں سے محبت کرنے والوں ، شرابیوں اور خواب دیکھنے والوں پر سایہ کیے ہوئے ہیں ، اور میں ایسے شہر پر اعتبار کرتی ہوں جو ہمیشہ موسیقی کے لیے جگہ بناتا ہے ۔
(src)="10"> ( Hehy ) Mieritreritra aho fa isaky ny misy olona mihevina , dia misy fety ao Nouvelle-Orléans .
(trg)="10"> مجھے محسوس ہوتا ہے کہ جب بھی کوئی چھینکتا ہے ، نیو اورلینز میں پریڈ ہوتی ہے ۔
(src)="11"> ( Hehy ) Io tanàn-dehibe io no manana maritrano tsara indrindra eto an-tany , nefa izy koa no manana trano haolo betsaka indrindra eto Amerika .
(trg)="11"> ( قہقہے ) یہ شہر دنیا کے خوبصورت ترین فنِ تعمیر میں سے ایک کا حامل ہے ، لیکن اس میں امریکہ کی سب سے زیادہ تعداد میں ترک کی گئی عمارات بھی موجود ہیں ۔
(src)="12"> Monina eo akaikin 'io trano io aho , dia nieritreritra aho hoe ahoana no ataoko hanatsarana io toerana io mba hanome endrika ny tanàna , ary koa nieritreritra zavatra hafa aho izay nanova ny fiainako mandrakizay .
(trg)="12"> میں اس گھر کے پاس رہتی ہوں ، اور میں نے سوچا کہ میں اس کو اپنے پڑوس کے لیے کیسے ایک بہتر جگہ بنا سکتی ہوں ، اور میں نے اس واقعے کے بارے میں بھی سوچا جس نے ہمیشہ کے لیے میری زندگی بدل دی ۔
(src)="13"> Tamin 'ny 2009 , nodimandry izay olona akaiky ahy izay .
(trg)="13"> 2009 میں میں نےکسی کو کھو دیا جس سے مجھے بہت محبت تھی ۔
(src)="14"> Joan no anarany , toy ny reniko no fandraisako azy ,
(trg)="14"> ان کا نام جون تھا ، اور وہ میرے لیے ایک ماں تھیں ۔
(src)="15"> ary tampoka tamiko sy tsy nampoiziko ny nahafatesany .
(trg)="15"> اور ان کی موت اچانک اور غیرمتوقع تھی ۔
(src)="16"> Dia lasa saina momban 'ny fahafatesana aho ,
(trg)="16"> اور میں نے موت کے متعلق بہت زیادہ سوچا ۔
(src)="17"> sy ny hoe tokony hahay hisaotra noho ireo andro rehetra niainako aho ,
(trg)="17"> اور ... اس سے مجھے بہت شکرگزاری کا احساس ہوا ، اس وقت کے لیے جو مجھے ملا ۔
(src)="18"> ary nampisokatra ny saiko izany momba ny zavatra manan-danja rehetra amin 'ny fiainako manomboka izao .
(trg)="18"> اور ... آگاہی ملی ان چیزوں کے بارے میں جو اب میری زندگی میں اہم ہیں ۔
(src)="19"> Ka miady ho an 'io tanjona io aho amin 'ny fiainako andavanandro .
(trg)="19"> مگر اس نظریے کو قائم رکھنے کے لیے میں روز جدوجہد کرتی ہوں ۔
(src)="20"> Hitako fa mora voafangoky ny fiainana isika , ka manadino ny tena manan-danja marina .
(trg)="20"> مجھے لگتا ہے آسان ہے روزمرہ میں مصروف ہو جانا ، اور بھول جانا کہ آپ کے لیے کیا اہم ہے ۔
(src)="21"> Noho izany , noho ny fanampian 'ireo namana tranainy sy vaovao dia novaiko ny ilan 'ilay trano io haolo ho lasa solaitra be ary tamin 'ny " pochoir " no nandokoana ireo fehezanteny manao hoe : « Alohan 'ny hahafatesako , te- ... »
(trg)="21"> تو نئے اور پرانے دوستوں کی مدد سے ، میں نے اس ترک کیے گئے گھر کی ایک طرف کو ایک دیوہیکل تختہ سیاہ میں تبدیل کیا ، اور اس پر ایک خالی جگہ پُر کرنے والا جملہ چھاپ دیا : " مرنے سے پہلے ، میں چاہتا / چاہتی ہوں ۔ ۔ ۔ "
(src)="22"> Ireo olona rehetra mandalo eo dia afaka mandray tsaoka , mieritreritra ny fiainany ary manoratra ireo hetahetany manokana eo amin 'io toerana io .
(trg)="22"> تو کوئی بھی راہگیر چاک کا ٹکڑا اٹھا کر ، اپنی زندگی پرغور کرے ، اور اپنی ذاتی تمنائوں کا اظہار عوامی جگہ پر کر سکے ۔
(src)="23"> Mbola tsy fantatro izay ho fivoaran 'ity andrana ity , kanefa ny ampitso ihany dia feno tanteraka ilay rindrina , ary nitohy hatrany ny famenoana azy teo .
(trg)="23"> مجھے نہیں معلوم تھا کہ اس تجربے سے کیا امید کی جانی چاہیے تھی ، مگر اگلے دن تک ، دیوار مکمل طورپر بھر چکی تھی ، اور یہ بڑھتا گیا ۔
(src)="24"> Hampiseho hafatra vitsivitsy nosoratan 'ny olona teo amin 'io rindrina io aho .
(trg)="24"> اور میں کچھ چیزیں آپ کو بتانا چاہوں گی جو لوگوں نے دیوار پر لکھیں ۔
(src)="25"> « Alohan 'ny hahafatesaka , te-hotsaraina amin 'ny asa jiolahi-tsambo aho .
(trg)="25"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا ہوں کہ میں قزاقی کی کوشش کروں ۔ "
(src)="26"> » ( Hehy ) « Alohan 'ny hahafatesako , te-hanitsaka ny tsipiky ny daty iraisampirenena aho . »
(trg)="26"> ( قہقہے ) " مرنے سے پہلے میں چاہتا / چاہتی ہوں کہ عالمی خط ِتاریخ کے دونوں طرف پاوں پھیلاوں ۔ "
(src)="27"> « Alohan 'ny hahafatesako , hihira manoloana olona an-tapitrisany aho .
(trg)="27"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا / چاہتی ہوں لاکھوں لوگوں کے لیے گانا ۔ "
(src)="28"> » « Alohan 'ny hahafatesako , tsy maintsy mamboly hazo aho .
(trg)="28"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا / چاہتی ہوں ایک پودا لگانا ۔ "
(src)="29"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hiaina tsy misy fifandraisana aho .
(trg)="29"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا / چاہتی ہوں ویرانے میں رہنا ۔ "
(src)="30"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hamihina azy indray mandeha farany aho .
(trg)="30"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا ہوں اس کو ایک اور بار بانہوں میں لینا ۔ "
(src)="31"> » « Alohan 'ny hahafatesako , tsy maintsy hanavotra olona aho .
(trg)="31"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا / چاہتی ہوں کسی کا گُھڑسوار محافظ بننا ۔ "
(src)="32"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hijanona amin 'ny maha-izaho ahy hatrany aho .
(trg)="32"> " مرنے سے پہلے میں چاہتا / چاہتی ہوں مکمل طور پر خود کو اپنانا ۔ "
(src)="33"> » Io toerana tsy misy mpiraharaha io zao lasa mampivelatra , ireo fanantenana sy nofinofin 'ny olona dia nisy nampihomehy ahy , nisy nampitomany ahy , ary koa nanambitamby ahy tamin 'ireo fotoan-tsarotra .
(trg)="33"> تو یہ نظرانداز جگہ کارآمد بن گئی ، اور لوگوں کی امیدوں اور خوابوں نے مجھے ہنسایا ، رلایا ، اور مشکل اوقات میں مجھے تسلی دی ۔
(src)="34.1"> Ny zava-dehibe dia ny fahalalana fa tsy irery isika .
(src)="34.2"> Ahafahana mifankafantatra tamin 'ireo mpifanila-bodirindrina io tamin 'ny fomba vaovao sy mahafinaritra .
(src)="34.3"> Fanomezana toerana ny fieritreretana sy fandinihana lalina izao , sy fitadidiana ireo tena manan-danja rehefa mitombo sy miova isika .
(trg)="34"> یہ اس بات کو جاننا ہے کہ آپ اکیلے نہیں ؛ یہ اپنے پڑوسیوں کو سمجھنا ہے نئے اور آشکار کرنے والے طریقوں سے ، یہ اظہار اور غور و فکر کے لیے جگہ بنانا ہے ، اور بڑھنے اور تبدیل ہونے کے ساتھ یہ یاد رکھنا کہ ہمارے لیے سب سے زیادہ اہم کیا ہے ۔
(src)="35"> Tamin 'ny herintaona no nataoko io tetikasa io ary naharay hafatra an-jatony tamin 'ireo olona liana te-hanangana rindrina toa io any amin 'ny fokontaniny aho ,
(trg)="35"> میں نے یہ پچھلے سال بنایا ، اور مجھے پرجوش لوگوں کے سینکڑوں پیغامات موصول ہونے لگے جو اپنی برادری کے لیے ایک دیوار بنانا چاہتے تھے ۔
(src)="36"> noho izany izaho sy ireo mpiara-miasa amiko dia nanamboatra " kit " ary ankehitriny firenena maro no efa ahitana rindrina toa io toy ny any Afrika Atsimo , Kazakhstan , any Aostralia , any Argentine sy ny maro hafa .
(trg)="36"> تو میں نے اور میرے بلدیاتی مرکز کے ساتھیوں نے آلات کا سیٹ بنایا ، اور اب دنیا بھر کے ممالک میں ایسی دیواریں بنائی جا چکی ہیں ، بشمول قازقستان ، جنوبی افریقہ ، آسٹریلیا ، ارجنٹینا ، اور اس سے بھی آگے ۔
(src)="37"> Isika miaraka dia afaka mampiseho fa ny toerana andalambe dia fitaovana lehibe ahafahana maneho hevitra sy mifampizara izany amin 'ny hafa .
(trg)="37"> اکٹھے ، ہم نے یہ دکھایا کہ عوامی جگہیں کتنی طاقتور ہوسکتی ہیں اگر ہمیں موقع ملے رائے دینے کا ، اور دوسروں کے ساتھ زیادہ بانٹنے کا ۔
(src)="38"> Ireo zavatra roa sarobidy ananantsika dia ny fotoana sy ny fifandraisana amin 'ny hafa .
(trg)="38"> دو سب سے زیادہ قیمتی چیزیں جو ہمارے پاس ہیں وہ وقت ، اور دوسرے لوگوں کے ساتھ ہمارے تعلقات ہیں ۔
(src)="39"> Vanimpotoana mahabetsaka ny rendrarendra izao , zava-dehibe anefa ny fitazonana tanjona sy fitadidiana hatrany fa fohy ary malemy ny fiainana .
(trg)="39"> خلفشار کے بڑھتے ہوئے ہمارے اس دور میں ، نظریے کو قائم رکھنے کے طریقے ڈھونڈنا پہلے سے کہیں زیادہ اہم ہے ، اور یاد رکھنا کہ زندگی مختصر اور نازک ہے ۔
(src)="40"> Matahotra hiresaka momban 'ny fahafatesana isika , na tsy te-hieritreritra izany mihitsy aza , kanefa mahatsapa aho fa ny fiomanana amin 'ny fahafatesana dia isan 'ny fandraisana andraikitra lehibe afaka ataontsika .
(trg)="40"> ہماری اکثر حوصلہ شکنی کی جاتی ہے موت کے بارے میں بات کرنے سے ، حتٰی کہ سوچنے پر بھی ، مگر مجھے احساس ہوا ہے کہ موت کی تیاری کرنا سب سے زیادہ بااختیار بنانے والی چیزوں میں سے ایک ہے جو آپ کر سکتے ہیں ۔
(src)="41"> Ny fieritreretana ny fahafatesana vao mainka manazava ny fiainana .
(trg)="41"> موت کے بارے میں سوچنا آپ کی زندگی کو واضح کرتا ہے ۔
(src)="42.1"> Ireo toerana hifandraisantsika dia ahafahana mitaratra ny zava-dehibe amin 'ny maha-singan 'olona sy amin 'ny fiaraha-monina koa .
(src)="42.2"> Misy fitaovana maro ahafahana mizara fanantenana , ahiahy ary tantara , afaka manampy antsika ireo olona manodidina antsika amin 'ny fanavaozana ireo toerana tsizarizary ahafahana manatsara ny fiainana .
(trg)="42"> ہمارے لیے کیا اہم ہے ، مشترکہ جگہیں اس کی بہترعکاسی کرسکتی ہیں ، انفرادی اور برادری کے طور پر ، اور ہماری امیدیں ، خوف اور کہانیاں بانٹنے کے زیادہ طریقے ہونے کے ساتھ ، ہمارے اردگرد کے لوگ نہ صرف بہتر جگہیں بنانے میں ہماری مدد کرسکتے ہیں ، وہ بہتر زندگی گزارنے میں ہماری مدد کرسکتے ہیں ۔
(src)="43"> Misaotra indrindra .
(trg)="43"> شکریہ ۔
(src)="44"> ( Tehaka ) ( Tehaka ) Misaotra .
(trg)="44"> ( تالیاں ) شکریہ ۔
(src)="45"> ( Tehaka ) ( Tehaka )
(trg)="45"> ( تالیاں )
# mg/ted2020-1611.xml.gz
# ur/ted2020-1611.xml.gz
(src)="1"> Tao Limpopo no nahalehibe ahy , sisin-tany manasaraka an 'i Limpopo sy Mpumalanga , tanàna kely iray antsoina hoe Motetema .
(trg)="1"> میں Motetema نامی ایک چھوٹے سے Limpopo کے قصبے میں بڑا ہوا جو کے Limpopo اور Mpumalanga کی سرحد پر واقعہ ہے
(src)="2"> Tsy dia azo antoka izay ihany ny famatsian-drano sy jiro , toy ny toetrandro tsy mena-mivadika , ary ny niaina tao anatin 'izany toe-javatra sarotra izany , teo amin 'ny faha-17 taona , niara-nanala azy tamina namana maromaro aho , ririnina ny andro tamin 'izay , nitaninandro izahay .
(trg)="2"> جہاں پانی اور بجلی کی فراہمی بہت غیر یقینی ہے جیسے کے موسم , اور ان حالات میں بڑا ھونا بہت مشکل ہے ایک دفع 17 سال کی عمر میں ، میں دوستوں کے ساتھ موسم سرما میں دھوپ میں لیٹے ہوے آرام کر رہا تھا
(src)="3"> Mahamay be ny masoandro any Limpopo rehefa ririnina .
(trg)="3"> موسم سرما میں limpopo کا سورج بہت گرم ہوتا ہے .
(src)="4.1"> Teo am-pitanihana andro dia niteny tamiko ilay namako teo akaikiko .
(src)="4.2"> " O lety e , tokony mba misy olona mamorona zavatra ahosotra amin 'ny hoditra l 'ty dia tsy mila mandro intsony a ! "
(trg)="4"> اور جیسے کے میں دھوپ میں آرام کر رہا تھا ، میرے بہترین دوست نے کہا ، " یار , کوئی ایسی چیز کیوں نہیں ایجاد کرتا جس کو صرف جلد پر لگاؤ اور آپ کو غسل نہ کرنا پڑے ؟ "
(src)="5"> Nipetraka aho ary namaly hoe : " tonga dia vidiako be raha misy an 'izany ! "
(trg)="5"> میں بیٹھا ہوا تھا , اور میں فوراً بولا " یار ، میں یہ ضرور خریدؤنگا "
(src)="6"> Nody aho rehefa avy eo , ary nanao fikarohana kely , ary nahita ireto antontan 'isa nanaitra ireto .
(trg)="6"> میں گھر گیا , اور مینے کچھ تحقیق کی اور مجھے کچھ حیران کن اعداد و شمار ملے
(src)="7"> Ankehitriny dia maherin 'ny 2,5 lavitrisa ny olona eto an-tany no tsy manana rano madio sy fidiovana manara-penitra .
(trg)="7"> آج دنیا میں 2.5 ارب سے زیادہ لوگوں کے پاس پانی اور حفظان صحت تک مناسب رسائی نہیں ہے .
(src)="8"> 450 tapitrisa amin 'ireo no any Afrika , ary 5 tapitrisa amin 'izany ao Afrika Atsimo .
(trg)="8"> ان میں سے چار سو پچاس لاکھ افریقہ میں ہیں ، اور پچاس لاکھ صرف جنوبی افریقہ میں ہیں .
(src)="9"> Betsaka ireo aretina miroborobo ao anatin 'ny tontolo toa izany , ny tena mampivarahontsana amin 'ireo dia ny " trachome " .
(trg)="9"> مختلف بیماریاں اس ماحول میں جنم لیتی ہے جن میں سے سب سے زیادہ خطرناک trachoma کہلاتی ہے .
(src)="10.1"> Aretin 'ny maso vokatry ny loto mankany amin 'ny maso izy io .
(src)="10.2"> Mety miteraka fahajambana tanteraka ny Trachome raha mihombo be loatra .
(trg)="10"> Trachoma آنکھ میں گندگی جانے کی وجہ سے ہونے والا ایک انفیکشن ہے trachoma کے ایک سے زیادہ انفیکشن ہونے سے آپ مستقل طور پر اندھے ہو سکتے ہیں .
(src)="11.1"> 8 tapitrisa ny olona efa jamban 'ny trachome isan-taona .
(src)="11.2"> Ny tena mampivarahontsana amin 'ilay izy dia zavatra tsotra kely toy ny fanasàna tarehy no hany fisorohana ny " trachome " : tsy mila fanafody na tsindrona .
(trg)="11"> یہ بیماری ہر سال آٹھ لاکھ افراد کو مستقل طور پر اندھا کر دیتی ہے سب سے زیادہ چونکانے والی بات یہ ہے کے trachoma سے بچنے کے لئے آپ کو صرف اپنا منہ دھونا ہوتا ہے : کوئی دوا نہیں ، کوئی گولیاں نہیں ، کوئی انجیکشن نہیں .
(src)="12.1"> Rehefa nahita ireo antontan 'isa ireo aho , dia nieritreritra , " Na dia hoe tsy ho ahy aza , sy ny hoe izaho tsy tia mandro , farafaharatsiny mba tokony hanao zavatra aho hanavotana an 'izao tontolo izao . "
(src)="12.2"> ( Hehy ) Nampiasaiko ny Nokia 6234-ko -- Tsy nanana solosaina portable aho , tsy dia mbola afaka nigalabona tamin 'ny aterineto ihany koa , ankoatran 'ilay cybercafé andoavana 20 rand isan 'ora eo an-tanàna -- nanao fikarohana tamin 'ny Wikipedia , Google aho momba ireo fanafody ahosotra , herotra fanosotra , ireo taharo , ny mari-pàna mampitsonika azy , ny heriny sy ny loza mety aterany -- Nianatra siansa aho teny amin 'ny Anjerimanontolo -- ary namorona raikipohy ( formule ) kely , nataoko an-taratasy , ary toy ila sakay kely mampiavaka ny akoho nendasina KFC ilay izy , azonareo angamba ny tiako hambara .
(trg)="12"> ان افسوسناک اعداد و شمار کو دیکھنے کے بعد ، میں نے سوچا ، " ٹھیک ہے , میں نہ یہ صرف اپنے لئے کر رہا ہوں اورنہ یہ کہ میں غسل کرنا نہیں چاہتا , بلکہ میں یہ کام کم از کم اس لئے کر رہا ہوں کیونکہ میں دنیا کو بچانا چاہتا ہوں " ( ہنسی ) پھر مہینے اپنے بھروسے مند nokia 6234 موبائل فون سے -- کیونکہ میرے پاس لیپ ٹاپ نہیں تھا , نہ ہی انٹرنیٹ تھا سواے 20 rand فی گھنٹہ انٹرنیٹ کیفے کے میں نے Wikipedia اور Google پرتحقیق کی , لوشن کے بارے میں کریم , ترکیب , پگھلنے کا درجہ , زہریلے پن کے بارے میں , مہینے ہائی اسکول میں سائنس پڑھی تھی اور میں نے کاغذ کےایک ٹکڑا پر ایک چھوٹا سا فارمولا لکھا , اور دیکھنے میں یہ kfc کے ایک خصوصی مسالہ کی طرح تھا ,
(src)="13"> Vonona ity ny " formule " .
(trg)="13"> تو مہینے کہا صحیح ہے , ہمارا فارمولا تیار ہو گیا ہے
(src)="14"> Mila fampiharana sisa .
(trg)="14"> اب ہمیں اس چیز کوعمل میں لانے کی ضرورت ہے .
(src)="15.1"> Efatra taona taty aoriana , rehefa vita ny drafitra tetikasa 40 pejy natao tamin 'ny finday , vita koa ny brevet , izaho no zandriny indrindra amin 'ireo manana brevet d 'invention ao amin 'ny firenena , ary -- ( " Tsy mila mandro intsony ! " ) -- Izany ihany no azoko lazaina .
(src)="15.2"> ( Hehy ) Namorona ny DryBath aho , fanosotra voalohany eto an-tany mahasolo ny fandroana amin 'ny rano .
(trg)="15"> چار سال بعد , اورموبائل فون پر 40 صفحہ پر مشتمل کاروبار کی منصوبہ بندی موبائل فون پر میرا patent لکھنے کے بعد , میں ملک میں سب سے چھوٹا patent ہولڈر ہوں اور -- ( " اب اور غسل نہیں ! " ) -- میں اس سے زیادہ نہیں کہہ سکتا . ( ہنسی ) میں نے DryBath ایجاد کیا تھا , دنیا کا پہلا غسل کا متبادل لوشن .
(src)="16"> Ahosotra amin 'y hoditra izy io , dia tsy mila mandro intsony avy eo .
(trg)="16"> آپ صرف یہ اپنی جلد پر لگاے , اور آپ کو غسل کی ضرورت نہیں ہے
(src)="17.1"> ( Hehy ) Rehefa nezahana izay nampety azy teny amin 'ny Anjerimanontolo , niaraka tamin 'ny enti-manana kely nananana , dia niakatra fianarana ambony aho , nahafantatra olona vitsivitsy , nampihatra azy , ary niafarany dia nahavita ity vokatra mahomby izay vonona ny hamidy eny an-tsena .
(src)="17.2"> Efa azo vidiana eny amin 'ny tsena io izao .
(trg)="17"> ( ہنسی ) تو ہائی اسکول میں اس کو موثر بنانے کی کوشش کے بعد اور محدود وسائل میں ، جو میرے پاس تھے , مہینے یونیورسٹی می داخلہ لیا کچھ نئے لوگوں سے ملا , مزید اس پرکام کیا , اور اب ہمارے پاس مکمل طور پر با اثر پراڈکٹ ہے , جو کے بازار میں بکنے کے لئے تیار ہے , بلکے اب بازار میں دستیاب ہے .
(src)="18"> Betsaka ireo lesona azo tamin 'ny fivarotana sy famatsiana ny DryBath .
(trg)="18"> ہم نے کچھ سبق سیکھے DryBath کو commercialize اور لوگوں تک دستیاب کرتے ہوے
(src)="19"> Ny iray tamin 'ireo dia ny olona avy amin 'ny fiaraha-monina sahirana dia tsy mividy vokatra ambongadiny .
(trg)="19"> ایک چیز جو ہم نے سیکھی وہ یہ تھی کے غریب لوگ بڑی مقدار میں مصنوعات نہیں خریدتے ہیں .
(src)="20.1"> Mividy an-tsinjarany no ataony .
(src)="20.2"> Ny olona any Alex dia tsy mividy sigara amin 'ny fonosany .
(src)="20.3"> Sigara iray no vidiany isan 'andro , na dia lafolafo kokoa ary izany .
(trg)="20"> وہ صرف ضرورت کے تحت ہی خریدتے ہے . ایک شخص Alex میں سگریٹ کا ایک ڈبہ نہیں خریدتا . وہ ایک سگریٹ خریدتا ہے روزانہ , حالاںکہ اس طرح زیادہ مہنگا پڑتا ہے .
(src)="21"> Noho izany dia natao tamin 'ny fonosany madinika ny DryBath .
(trg)="21"> تو ہم نے DryBath کو ان تخلیقی چھوٹے ساشے میں پیک کیا
(src)="22"> Tatahana ilay fonosany dia potserina hivoaka ny ao anatiny .
(trg)="22"> آپ بس اس کو درمیان سےدبایں اور باہر نچوڑ دے .
(src)="23"> ary ny milay aminilay izy , dia ny iray fonosana dia mahasolo fandroana iray ary andoavana 5 rand .
(trg)="23"> اور سب سے اچھی بات یہ ہے کے , ایک ساشہ ایک غسل کا متبادل ہے وہ بھی صرف 5 rand میں .
(src)="24"> Rehefa vita io modely io , dia betsaka koa ireo lesona azo momba ny famatsina ilay vokatra .
(trg)="24"> اس ماڈل کی تخلیق کے بعد , ہم نے اور بہت کچھ سیکھا ہے مصنوعات کے نفاذ کے معاملے میں .
(src)="25.1"> Hitanay fa na ireo zanaky ny mpanana avy any amin 'ny sisin-tanàna aza dia nila ny DryBath .
(src)="25.2"> ( Hehy ) Na dia hoe indray mandeha isan-kerinandro fotsiny aza .
(trg)="25"> ہمیں یہاں تک احساس ہوا کے کے مضافات کے امیر بچے بھی DryBath چاہتے ہیں ( ہنسی ) کم از کم ہفتے میں ایک بار .
(src)="26"> Na dia izany aza , tsapanay fa afaka mitsitsy rano 80 tapitrisa litatra izahay isaky ny tsy mampiasa rano handroana ny olona ary ora roa isan 'andro ihany koa no tombony azon 'ny ankizy any amin 'ireo faritra mbanivolo , mitombo adiny roa izany ny ora any an-tsekoly , adiny roa fanampiny hanaovana enti-mody , ary adiny roa tsotra izao hilalaovany amin 'ny maha-zaza azy .
(trg)="26"> بہر حال , ہم نے محسوس کیا ہے کہ ہم 80 لاکھ لیٹر پانی بچا سکتے ہیں اوسط , جب بھی وہ غسل چھوڑ دے اور ہم بچوں کے لئے دو گھنٹے بھی بچا سکتے ہیں , جو دیہی علاقوں میں ہیں , یعنی کے دو گھنٹے ، اسکول کے لئے زیادہ ہوم ورک کے لئے مزید دو گھنٹے . مزید دو گھنٹے صرف بچے ہونے کے لئے .
(src)="27"> Rehefa hita ireo vokany isan-karazany ireo dia natao izay hifantohany amin 'ny hevi-dehibe ijoroany , dia ny fahadiovana sy ny fanamorana ny fiainana .
(trg)="27"> یہ عالمی اثرات دیکھنے کے بعد ، ہم نے اسسے اخذ کیا کے ہمارے کلیدی قدر تجاویز , صفائی اور سہولت ہے .
(src)="28"> Manamora ny fiainan 'ny mpanana ny DryBath ary mamonjy ny sahirana ihany koa .
(trg)="28"> DryBath ایک امیر آدمی کی سہولت ہے اور ایک غریب آدمی کی زندگی کا محافظ .
(src)="29"> Rehefa vita ny fampiharana rehetra , dia eo an-dàlana hivarota azy amina orinsa lehibe maneran-tany iray izahay hivarotra azy amin 'ny mpaninjara , ary fanontaniako aminareo androany dia ny hoe , Avy amin 'ireo làlana vatovato any Limpopo , 50r and isan-kerinandro no vatsy , Into aho ankehitriny nahita fomba iray hialàna amin 'ny fandroana .
(trg)="29"> اس پروڈکٹ کو عمل میں لاتے ہوے , اب ہم در حقیقت اس کو ایک multinational کو فروخت کرنے کے مرحلے میں داخل ہو رہے ہیں جو کے اس کو retail مارکیٹ میں لے کر جا سکے , اور ایک سوال میرا آج سامعین کے لئے ہے کے , Limpopo کی کنکر سڑکوں پر , ، ایک ہفتے میں 50 rand کے ایک الاؤنس کے ساتھ مہینے ایک طریقہ متعارف کرایا جس سے دنیا کو غسل نہیں کرنا پڑیگا .
(src)="30.1"> Inona no manakana anareo ?
(src)="30.2"> ( Tehaka ) Mbola tsy vita.Mbola tsy vita .
(trg)="30"> تمہیں کیا روک رہا ہے ؟ ( تالیاں ) میں نے ابھی تک ختم نہیں کیا ہے , میں نے ابھی تک ختم نہیں کیا ہے .
(src)="31"> Ary ny lesona lehibe iray ihany koa nadritra io tantara rehetra io , dia voahosotry Google ho anisan 'ireo saina mahiratra indrindra eto an-tany aho .
(trg)="31"> اور ایک اور اہم بات یہ ہے کہ میں نے بہت کچھ سیکھا اس پورے عمل کے دوران ، گزشتہ سال Google نے مجھے دنیا کے زہین ترین نوجوان کے طور پر نامزد کیا گیا تھا ,
(src)="32.1"> Izaho ihany koa no mpianatra sady mpandraharaha mahay indrindra eto an-tany , Afrikanina voalohany nahazo izay fankasitrahana izay ary ny zavatra tena mba nahagaga ahy dia ny tsy fitiavako mandro no nahavitako an 'izany rehetra izany .
(src)="32.2"> Misaotra tompoko .
(trg)="32"> میں ابھی اس وقت دنیا کا سب سے بہترین طالب علم entrepreneur بھی ہوں پہلا افریقی جس کو یہ accolade ملا ہے , اور ایک چیز جو مجھے بہت حیران کرتی ہے ، کے یہ سب مہینے اس لئے کیا کیوں کے می غسل نہیں کرنا چاہتا تھا . شکریہ .
# mg/ted2020-70.xml.gz
# ur/ted2020-70.xml.gz
(src)="1.1"> Inty dia famelabelarana adin ’ ny roa izay nataoko ho an ’ ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(src)="1.2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho ,
(trg)="1"> یہ اصل میں دو گھنٹے کی پریزنٹیشن ہے جو میں ہائی اسکول کے طالب علموں کو دیتا ہوں ، تین منٹ تک کم کردی گئی ہے . اور یہ سب ایک دن ہوائی جہاز پر شروع ہوا ، TED جاتے ہوئے ،
(src)="2"> fito taona lasa izay. nipetraka teo ankaikiko ,
(trg)="2"> سات سال پہلے . اور میرے ساتھ والی سیٹ میں
(src)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(trg)="3"> ایک ہائی اسکول کی طالبہ ، ایک نوجوان تھی ، اور وہ بہت ہی غریب خاندان سے تھی .
(src)="4.1"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(src)="4.2"> Hoy izy , « Inona no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana ?
(trg)="4"> اور وہ اپنی زندگی میں کچھ کرنا چاہتی تھی ، اور اس نے مجھ سے ایک سادہ سا چھوٹا سوال پوچھا تھا . اس نے کہا کہ ، " کیا چیز کامیابی کی طرف لے جاتی ہے ؟ "
(src)="5.1"> » .
(src)="5.2"> Tsy azoko ny aiko ,
(trg)="5"> اور مجھے واقعی بری طرح محسوس ہوا ،
(src)="6"> satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa-po ho azy aho .
(trg)="6"> کیونکہ میں اسے ایک اچھا جواب نہیں دے سکا .
(src)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(trg)="7"> تو میں ہوائی جہاز سے اترا ، اور میں TED آگیا .
(src)="8.1"> Tonga saina aho ...
(src)="8.2"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="8"> اور مجھے لگتا ہے کہ ، میں کامیاب لوگوں کے کمرے کے وسط میں ہوں !
(src)="9"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(trg)="9"> تو میں ان سے کیوں نہیں پوچھتا کہ کس چیز نے انکے کامیاب ہونے میں مدد کی ، اور اسے بچوں کو منتقل کروں ؟
(src)="10"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="10"> تو ہم یہاں ہیں ، سات سال ، 500 انٹرویوز کے بعد ، اور میں آپکو بتاوگا کہ کیا چیز واقعی میں کامیابی کی طرف رہنمائی کرتی ہے اور TED-sters کردیتا ہے .
(src)="11"> Ny voalohany amin ’ izy rehetra dia ny fahafinaretana
(trg)="11"> اور پہلی چیز جنون ہے .
(src)="12"> Hoy Freeman Thomas : “ izaho dia natosiky ny fahafinaretana ”
(trg)="12"> فریمین تھامس کہتے ہیں ، " میں نے اپنے جنون سے حوصلہ افزائی پائی ہے . "
(src)="13"> reo mpikambana ao amin ’ ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(trg)="13"> TED-sters اسے پیار کے لئے کرتے ہیں ، وہ اسے پیسے کے لئے نہیں کرتے .
(src)="14"> Carol Coletta nilaza hoe : “ Mandoa vola amin ’ ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko ” .
(trg)="14"> کیرول کولیٹا کہتی ہیں ، " میں کسی کو ادائیگی کرسکتی ہوں جو وہی کرے جیسا میں کرتی ہوں . "
(src)="15"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am-pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(trg)="15"> اور دلچسپ بات یہ ہے کہ ، اگر آپ اسے پیار کے لئے کرتے ہیں ، تو پیسے بھی آہی جاتے ہیں .
(src)="16.1"> Miasà !
(src)="16.2"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(trg)="16"> کام ! روپرٹ مرڈوک نے مجھ سے کہا ، " یہ سب سخت محنت ہی ہے .
(src)="17.1"> Tsy misy zavatra mora izany .
(src)="17.2"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(trg)="17"> کچھ بھی آسانی سے نہیں آتا . لیکن میں نے بہت لطف اٹھایا ہے . "
(src)="18.1"> Fahafinaretana hoy izy ?
(src)="18.2"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="18"> کیا کہا اس نے ، لطف ؟ روپرٹ ؟ جی ہاں !
(src)="19.1"> Eny !
(src)="19.2"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(src)="19.3"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(trg)="19"> TED-sters کام میں لطف اٹھاتے ہیں . اور وہ سخت محنت کرتے ہیں .
(src)="20"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(trg)="20"> میں نے اندازہ لگایا کہ ، وہ workaholics نہیں ہیں .
(src)="21.1"> Mahiratra !
(src)="21.2"> Hoy izy i Alex Garden : « Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray
(trg)="21"> وہ workafrolics ہیں . اچھا ! ایلکس گارڈن کا کہنا ہے ، " کامیاب ہونے کے لئے کسی چیز میں گھس جاؤ
(src)="22.1"> ary ataovy izay hampahiratra anao amin ’ io sehatra io . »
(src)="22.2"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(trg)="22"> اور اس میں بہت اچھا ہوجاؤ . " یہ کوئی جادو نہیں ہے ، یہ مشق ، مشق ، مشق ہے .
(src)="23"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="23"> اور ہے توجہ مرکوز کرنا .