# mg/ted2020-285.xml.gz
# tl/ted2020-285.xml.gz
(src)="1"> Tetikasa an-dalam-panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan-kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .
(trg)="1"> Ito po ay isang patuloy na proyekto hango sa mga komento na binigay sa TED noong dalawang taon na ang nakalipas patungkol sa pangangailangan ng pag-iimbak ng bakuna .
(src)="2.1"> ( Mozika ) [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1.6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]
(src)="2.2"> [ Olana lehibe izany ] [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ] [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]
(trg)="2"> ( Musika ) [ Sa planetang ito ] [ 1.6 bilyong katao ] [ ang walang kuryente ] [ refrigeration ] [ o gaas ] [ ito ay isang dagok ] [ at nakakaapekto : ] [ sa paglaganap ng sakit ] [ sa pag-iimbak ng pagkain at medisina ] [ at sa kalidad ng buhay ]
(src)="3.1"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra … ] [ … entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .
(src)="3.2"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an-tsaiko izany .
(src)="3.3"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .
(src)="3.4"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 ,
(trg)="3.1"> [ kaya ito ang mungkahi : murang refrigeration na hindi ginagamitan ng kuryente ... ] [ ... propane , gasolina , gaas , o mga consumables ] [ oras na para sa kaunting thermodynamics ] [ At ang kuwento ng Intermitent Absorption Refrigerator ] 29 na taon na ang nakalipas , may guro ako sa thermodynamics na nagbanggit tungkol sa absorption at refrigeration .
(trg)="3.2"> Iyon ang ilan sa mga bagay na tumatak sa aking isipan .
(trg)="3.3"> Tulad siya sa Stirling Engine : astig pero hindi mo alam ang paggagamitan At ito ay naimbento noong 1858 ni Ferdinand Carre ,
(src)="4"> saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .
(trg)="4"> ngunit wala siyang magawa dito dahil sa kakulangan ng kasangkapan noong panahong iyon .
(src)="5"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity ,
(trg)="5"> Isang nahihibang na Canadian sa ngalan na Powell Crosley ang nagsakomersyo ng tinatawag na Icyball noong 1928 , at iyon ay isang napakagandang ideya ,
(src)="6"> ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .
(trg)="6"> at sasabihin ko mamaya kung bakit ito 'y hindi naging posible , pero ganito ang kanyang mekanismo .
(src)="7"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .
(trg)="7"> May dalawang bilog na magkahiwalay .
(src)="8.1"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .
(src)="8.2"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .
(trg)="8.1"> Laman ng isa ay working fluid , tubig at ammonia , samantalang ang isa ay condenser .
(trg)="8.2"> Paiinitan mo ang isang bahagi , yung mainit na bahagi .
(src)="9"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .
(trg)="9"> Mag-eevaporate ang ammonia at magrerecondense sa kabilang bahagi .
(src)="10"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari-pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .
(trg)="10"> Hahayaang lumamig sa room temperature , at pagkatapos , habang nag-eevaporate ang ammonia kasabay ng tubig pabalik sa mainit na bahagi , lumilikha ito ng paglamig .
(src)="11"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .
(trg)="11"> Magandang ideya sana ngunit hindi ito naging posible : ito 'y sumasabog .
(src)="12"> Ahazoana tsindrin-drivotra mahery ny ammoniaque
(trg)="12"> Dahil sa paggamit ng ammonia , nakakalikha ng matataas na pressures
(src)="13.1"> rehefa hafanaina tsara .
(src)="13.2"> Nahatratra 400psi izany .
(src)="13.3"> Ny ammoniaque dia poizina .
(trg)="13.1"> kapag mali ang paraan ng pag-init .
(trg)="13.2"> Aabot ito ng 400 psi .
(trg)="13.3"> Nakakalason ang ammonia .
(src)="14"> Ka niparitaka be ilay izy .
(trg)="14"> Kumakalat sa paligid .
(src)="15"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .
(trg)="15"> Ngunit talagang interesante ang ideyang iyon .
(src)="16"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan 'ny haikajy .
(trg)="16"> Kaya , naging mabuti ang 2006 dahil maraming computational work ang maaring gawin .
(src)="17.1"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .
(src)="17.2"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .
(trg)="17.1"> Kaya , tinipon namin ang buong departamento ng thermodynamics sa Stanford .
(trg)="17.2"> Maraming computational fluid dynamics .
(src)="18"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .
(trg)="18"> Pinatunayan naming mali ang karamihan ng ammonia refrigeration tables .
(src)="19.1"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin-drivotra ambany .
(src)="19.2"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --
(trg)="19.1"> Nakadiskubre kami ng refrigerants na hindi nakakalason na maaring gamitin sa mabababang vapor pressures .
(trg)="19.2"> Humingi kami ng tulong sa isang grupo mula UK --
(src)="20"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .
(trg)="20"> maraming eksperto sa refrigeration , napag-alaman namin , mula sa UK -- bumuo ng test rig , at pinatunayan na maaring makagawa ng low pressure , non-toxic regfrigerator .
(src)="21"> Toy izao ny fiasany .
(trg)="21"> Ganito ang kanyang paggamit .
(src)="22.1"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .
(src)="22.2"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana ,
(trg)="22.1"> Ilalagay mo siya sa ibabaw ng pinaglutuang apoy .
(trg)="22.2"> Kahit sino sa mundo may pinaglulutuang apoy ,
(src)="23"> na avy amin 'ny tain-drameva na kitay io .
(trg)="23"> yari man sa dumi ng kamelyo or sa kahoy .
(src)="24"> Avela hafana mandritra ny 30 minitra ka avela hangatsika adiny iray avy eo .
(trg)="24"> Paiinitan ito sa loob ng 30 minuto , at palalamigin ng isang oras .
(src)="25"> Apetraka ao anaty tavy ary avela hangatsiaka mandritra ny 24 ora .
(trg)="25"> Ipapasok sa isang lagayan at maari na itong gamiting refrigerator sa loob ng 24 oras .
(src)="26"> Ohatran 'ity ilay izy .
(trg)="26"> Ganito ang itsura niya .
(src)="27.1"> Ito zao no santiona fahadimy .
(src)="27.2"> Mbola tsy vita tanteraka ito .
(trg)="27.1"> Ito ang panlimang prototype .
(trg)="27.2"> Hindi pa siya gaanong tapos .
(src)="28"> Milanga 3,6 kg ary toy izao indray ny fiasany :
(trg)="28"> Ito ay may bigat na 8 pounds , at ang paraan ng paggamit ay ganito .
(src)="29.1"> Apetraka ao anaty tavy 15 litatra , ary mangatsiaka ho azy hatramin 'ny mari-pàna miteraka ranomandry ilay izy , ventin-drefy telo miiba ny aotra .
(src)="29.2"> Atao mandritra ny 24 ora sy ao anaty tontolo 30 ventin-drefy Celsius .
(trg)="29"> Ilalagay mo siya sa 15-litro na lalagyan , katumbas ng tatlong galon , at ito ay lalamig malapit sa freezing point , tatlong baitang na mas mataas sa freezing point , sa loob ng 24 oras at 30 degree Celsius .
(src)="30.1"> Tena mora vidy izy ity .
(src)="30.2"> Mieritreritra hamokatra betsaka izahay izay hamidy 25 dolara ,
(trg)="30.1"> Ito ay napakamura .
(trg)="30.2"> Sa tingin namin , puwedeng bumuo nito ng maramihan sa halagang 25 dolyar bawat isa ,
(src)="31.1"> ary karazany hafa amin 'ny vidiny 40 dolara .
(src)="31.2"> Ny tanjonay dia afaka hampangatsiaka
(trg)="31.1"> at kapag kaunti lang , aabot ng 40 dolyar .
(trg)="31.2"> At sa tingin namin magagawa nating
(src)="32"> ny olona rehetra tsy ankanavaka .
(trg)="32"> abot-kaya ang refrigeration para sa lahat .
(src)="33.1"> Misaotra indrindra .
(src)="33.2"> ( Tehaka mirefodrefotra )
(trg)="33.1"> Salamat po !
(trg)="33.2"> ( Palakpakan )
# mg/ted2020-70.xml.gz
# tl/ted2020-70.xml.gz
(src)="1.1"> Inty dia famelabelarana adin ’ ny roa izay nataoko ho an ’ ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(src)="1.2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho ,
(trg)="1.1"> Madalas ay dalawang oras ang haba ng presentasyon na ito pag ibinigay ko sa mga mag-aaral ng high school pinaikli ko ito sa tatlong minuto lang .
(trg)="1.2"> Nagsimula ang lahat habang ako 'y nasa eroplano papuntang TED
(src)="2"> fito taona lasa izay. nipetraka teo ankaikiko ,
(trg)="2.1"> pitong taon na ang nakalilipas .
(trg)="2.2"> At nakaupo sa tabi ko
(src)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(trg)="3"> ay isang mag-aaral ng high school , isang teenager at mula siya sa isang talagang mahirap na pamilya .
(src)="4.1"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(src)="4.2"> Hoy izy , « Inona no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana ?
(trg)="4.1"> Nais niyang maging makabuluhan ang buhay niya , kaya 't tinanong niya ako .
(trg)="4.2"> Sabi niya , " Ano ang kailangan ko gawin para magtagumpay sa buhay ?
(src)="5.1"> » .
(src)="5.2"> Tsy azoko ny aiko ,
(trg)="5"> At sumama ang loob ko ,
(src)="6"> satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa-po ho azy aho .
(trg)="6"> dahil wala akong mahusay na sagot na maibibigay sa kanya .
(src)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(trg)="7"> Kaya sa pagbaba ko mula sa eroplano , at pagpunta ko sa TED ,
(src)="8.1"> Tonga saina aho ...
(src)="8.2"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="8"> naisip ko , onga pala , ako 'y napaliligiran ng mga taong nagtagumpay na sa buhay !
(src)="9"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(trg)="9"> Bakit hindi ko kaya sila tanungin kung ano ang nakatulong sa kanilang pagtagumpay , at ituro ito sa kabataan ?
(src)="10"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="10"> So narito tayo , pagkatapos ng pitong taon at limang daan na interview , at sasabihin ko sa inyo kung ano ang patungo sa tagumpay at kung ano ang nagpapatakbo sa mga TED-sters .
(src)="11"> Ny voalohany amin ’ izy rehetra dia ny fahafinaretana
(trg)="11"> Ang pinakauna ay ang pusok ng damdamin .
(src)="12"> Hoy Freeman Thomas : “ izaho dia natosiky ny fahafinaretana ”
(trg)="12"> Sabi ni Freeman Thomas , " Pinatatakbo ako ng pusok ng aking damdamin . "
(src)="13"> reo mpikambana ao amin ’ ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(trg)="13"> Nagpapatuloy ang mga TED-sters sa ginagawa nila dahil sa pagmamahal , hindi dahil sa pera .
(src)="14"> Carol Coletta nilaza hoe : “ Mandoa vola amin ’ ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko ” .
(trg)="14"> Sabi ni Carol Coletta , " Handa akong bayaran ang taong kaya ang trabaho ko . "
(src)="15"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am-pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(trg)="15"> At ang pinakanakatatawag pansin ay , kung ginawa mo ang isang bagay dahil mahal mo ito , darating din ang pera .
(src)="16.1"> Miasà !
(src)="16.2"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(trg)="16.1"> Sipag !
(trg)="16.2"> Sabi ni Rupert Murdoch sa akin , " Puro sipag ang kailangan . "
(src)="17.1"> Tsy misy zavatra mora izany .
(src)="17.2"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(trg)="17.1"> Walang madali .
(trg)="17.2"> Pero nasisiyahan ako .
(src)="18.1"> Fahafinaretana hoy izy ?
(src)="18.2"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="18.1"> Sinabi niya bang nasisiyahan ?
(trg)="18.2"> Rupert ?
(src)="19.1"> Eny !
(src)="19.2"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(src)="19.3"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(trg)="19.1"> Oo !
(trg)="19.2"> Nasisiyahan ang mga TED-sters sa trabaho nila .
(trg)="19.3"> At masipag sila .
(src)="20"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(trg)="20"> Naisip ko , hindi sila lulong sa pagtrabaho , pinaghahalo nila ang trabaho at laro
(src)="21.1"> Mahiratra !
(src)="21.2"> Hoy izy i Alex Garden : « Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray
(trg)="21.1"> Okey !
(trg)="21.2"> " Kung gusto mong magtagumpay , pag-igihan mo ang pansin sa isang bagay
(src)="22.1"> ary ataovy izay hampahiratra anao amin ’ io sehatra io . »
(src)="22.2"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(trg)="22.1"> at sobrang galingan mo . "
(trg)="22.2"> Walang magik , puro ensayo , ensayo , ensayo .
(src)="23"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="23"> At mahalaga rin ang pokus .
(src)="24"> Hoy i Norman Jewison tamiko : « Amiko ilay izy dia miankina amin ’ ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray »
(trg)="24"> Sabi ni Norman Jewison sa akin , " Kailangangang i-pokus mo ang sarili mo sa isang bagay . "
(src)="25.1"> Ary fikirizana !
(src)="25.2"> Hoy i David Gallo , « Mikiriza ianareo »
(trg)="25.1"> At magsumikap !
(trg)="25.2"> Sabi ni David Gallo , " Magsumikap ka
(src)="26"> Na ara-batana , na ara-tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !
(trg)="26"> sa pisikal at mental na aspeto , kailangangang magsumikap , magsumikap , magsumikap . "
(src)="27"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .
(trg)="27"> Kailangan lamapasan mo ang pagkamahiyain at pagduda sa sarili .
(src)="28"> Goldie Hawn dia niteny hoe : “ Izaho dia tsy mba natoky tena firy .
(trg)="28.1"> Sabi ni Goldie Hawn .
(trg)="28.2"> " Lagi akong may pag-aalinlangan .
(src)="29"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .
(trg)="29"> Hindi sapat ang galing ko , hindi sapat ang talino ko .
(src)="30"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . ”
(trg)="30"> Hindi ko inakalang kakayanin ko . "
(src)="31"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(trg)="31"> Hindi laging madaling magsumikap , kaya naimbento ang mga nanay .
(src)="32"> LOL Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko , “ Ny reniko no namporisika ahy . ”
(trg)="32"> ( Tawanan ) Frank Gehry – Sabi ni Frank Gehry sa akin , " Tinulak ako ng nanay ko . "
(src)="33.1"> Ny fanampiana !
(src)="33.2"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : « Voninahitra ho ahy ny manampy amin ’ ny maha dokotera ahy »
(trg)="33.1"> Magsilbi !
(trg)="33.2"> Sabi ni Sherwin Nulang , " Isang pribilehiyo ang magsilbi bilang duktor . "
(src)="34"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam-bola be izy ireo .
(trg)="34"> Ngayon , marami sa kabataan ang nagsasabi sa akin na nais nila maging milyonaryo .
(src)="35"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : « Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan-danja ho an ’ ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .
(trg)="35"> At ang unang sinasabi ko sa kanila ay , OK , hindi mo maaring pagsilbihan ang sarili mo , kailangan may halaga kang maibahagi sa iba .
(src)="36"> Toy izany no maha mpanakarena ny olona . »
(trg)="36"> Sa ganoong paraan yumayaman ang tao . "
(src)="37"> Ny Hevitra ! i Bill Gates izay mpikambana ato amin ’ ny TED dia nanambara hoe : « manana hevitra aho ,
(trg)="37.1"> Mga ideya .
(trg)="37.2"> Sabi ni TED-ster Bill Gates , " Nagkaroon ako ng ideya –
(src)="38"> ‘ ndeha hanorina ny orinasa voalohany mamokatra “ logiciel ” ho an ’ ireo solon-tsaina aho » .
(trg)="38"> ang pagtatag ng unang kumpanya ng micro-computer software . '
(src)="39"> Afaka milaza aminareo aho fa hevitra tsara tokoa izany .
(trg)="39"> Masasabi kong maganda ang ideya niya .
(src)="40"> Ary tsy misy fahagagana ny amin ’ ny fanantaterahana izany , ny fanaovana zavatra tsotra ihany no vaha-olana .
(trg)="40"> at walang magik sa pagiging malikhain sa pag-iisip ng mga ideya , nasa paggawa ito ng mga simpleng bagay-bagay .
(src)="41"> Ary efa maro ireo porofo efa voalazako .
(trg)="41"> At marami akong binibigay na katibayan .
(src)="42"> Ary farany , manana FAHARETANA !
(trg)="42.1"> Magtiyaga .
(trg)="42.2"> Sabi ni Joe Kraus ,
(src)="43"> Hoy i Joe Kraus , « Ny faharetana no antony voalohany iankinanan ’ ny fahombiazana .
(trg)="43"> Ang pagtitiyaga ang unang dahilan ng aming tagumpay . "
(src)="44.1"> » Tsy maintsy manana faharetana isika na dia ao anatin ’ ny faharesena tanteraka aza . .
(src)="44.2"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia tafiditra anaty K.I.Z.O aza
(trg)="44.1"> Kailangan kang magtiyaga kahit na mabigo .
(trg)="44.2"> Kailangan magtiyaga para malampasan ang hirap !
(src)="45"> izany hoe : voa -Kiana , voa-Ilika , voa-Zimba , Voa-Ory . »
(trg)="45"> Ibig sabihin " Pagpuna , Pagtanggi , mga Gago at Pighati . "
(src)="46"> LOL Koa araka izany , ny valiny lehibe ho an ’ io fanontaniana io dia tsotra ihany : Mandoava 4,000 $ ( vidim-pidirana ) ary tongava aty amin ’ i TED .
(trg)="46"> ( Tawanan ) Kaya , simple lang ang sagot sa tanong na ito : Magbayad ng apat na libong dolyar at pumunta sa TED .
(src)="47"> Na raha tsy mety izany dia ampiharo ireo zavatra valo ireo -- ary matokisa ahy , ireo zavatra valo ireo no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana .
(trg)="47"> O , kung hindi maaari , gawin ang walong bagay – at maniwala ka , ito ang walong malaking mga bagay na tutungo sa tagumpay .
(src)="48"> Misaotra ny mpikambana ao amin ’ ny TED aho ho an ’ ireo fanadihadihana rehetra natao .
(trg)="48"> Maraming salamat mga TED-sters para sa lahat ng inyong interview !