# mg/ted2020-70.xml.gz
# te/ted2020-70.xml.gz


(src)="1.1"> Inty dia famelabelarana adin ’ ny roa izay nataoko ho an ’ ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(src)="1.2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho ,
(trg)="1"> నేనిది స్క ల్ విద్యార్థ లక 2 గ టల చెప్తాన 3 ని . ఇక్కడ క ది చపడి ది

(src)="2"> fito taona lasa izay. nipetraka teo ankaikiko ,
(trg)="2"> ఈ ఆలోచన 7 స క్రిత TED సమావేశానికి వస్త న్నప్ప డ విమాన లో తట్టి ది

(src)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(trg)="3"> నా పక్క సీట్లో ఒక టీనేజ్ స్క ల్ అమ్మాయి క ర్చ ది ఆమె నిర పేద క ట బ న చి వచ్చి ది

(src)="4.1"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(src)="4.2"> Hoy izy , « Inona no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana ?
(trg)="4"> జీవిత లో ఏదైనా సాది చాలనే తపన కలిగిఉన్నది ఆమె నన్నో చిన్న ప్రశ్నవేసి ది

(src)="5.1"> » .
(src)="5.2"> Tsy azoko ny aiko ,
(trg)="5"> అడిగి ది , " విజయానికి మర్గమే టి ? "

(src)="6"> satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa-po ho azy aho .
(trg)="6"> అని నాక చాల బాధ వేసి ది ఒక మ చి జవాబివ్వలేక పోయిన ద క

(src)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(trg)="7"> ఆ తరవాత TEDక హాజరయ్యాన

(src)="8.1"> Tonga saina aho ...
(src)="8.2"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="8"> అప్ప డ స్ప రి చి ది , విజయవ తమైన వ్యక్త ల మధ్యలో ఉన్నానని

(src)="9"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(trg)="9"> వారి న చే గెల ప స త్రాలన తెల స క దా అన క న్నాన అలా పిల్లలక అ దిద్దామని

(src)="10"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="10"> 7 స తర్వాత 500 ఇ టర్వ్య ల అన తర మీక నేన , గెల ప క నిజమైన చిట్కా ఏమిటో చెప్తాన TEDస్టర్స్ యొక్క రహస్య

(src)="11"> Ny voalohany amin ’ izy rehetra dia ny fahafinaretana
(trg)="11"> మొదటది అభిర చి

(src)="12"> Hoy Freeman Thomas : “ izaho dia natosiky ny fahafinaretana ”
(trg)="12"> ఫ్రీమన్ థామస్ అ టార " నా అభిర చి నన్న నడిపిస్త oట ది "

(src)="13"> reo mpikambana ao amin ’ ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(trg)="13"> TEDస్టర్స్ డబ్బ ల కోస చేయర . ప్రేమ కోస చేస్తార

(src)="14"> Carol Coletta nilaza hoe : “ Mandoa vola amin ’ ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko ” .
(trg)="14"> కారల్ కాలెత్త అ టార " నా పని చేసే ద క ఇ కొరికి డబ్బిస్తాన . "

(src)="15"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am-pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(trg)="15"> అని ఆశ్చర్యకర గా ప్రేమతో శ్రమిస్తే స పద వెన్న ట త ది

(src)="16.1"> Miasà !
(src)="16.2"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(trg)="16"> శ్రమ ! ర పెర్ట్ మ ర్డోచ్ అ టార " కఠిన పరిశ్రమ

(src)="17.1"> Tsy misy zavatra mora izany .
(src)="17.2"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(trg)="17"> ఏది తేలికగా రాద . కాని నేన దానిని ఆస్వాదిస్తాన "

(src)="18.1"> Fahafinaretana hoy izy ?
(src)="18.2"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="18"> ఆస్వాదిస్తాన అన్నారా ?

(src)="19.1"> Eny !
(src)="19.2"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(src)="19.3"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(trg)="19"> అవ న ( నవ్వ ల ) TEDస్టర్స్ పనిని ప్రేమిస్తార . కఠిన గా శ్రమిస్తార

(src)="20"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(trg)="20"> నాక తెలిసి వార పని రాక్షస ల కార .

(src)="21.1"> Mahiratra !
(src)="21.2"> Hoy izy i Alex Garden : « Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray
(trg)="21"> పని ప్రేమిక ల . ( నవ్వ ల ) గ డ్ !

(src)="22.1"> ary ataovy izay hampahiratra anao amin ’ io sehatra io . »
(src)="22.2"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(trg)="22"> ( చప్పట్ల ) అలెక్స్ గార్డెన్ అ టార , " గెల పొ దాల టే మ ద ఒక ర గ లో ప్రవేశి చి అ ద లో నిష్ణత లవ్వాలి "

(src)="23"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="24"> మరియ గ రి

(src)="24"> Hoy i Norman Jewison tamiko : « Amiko ilay izy dia miankina amin ’ ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray »
(trg)="25"> నార్మన్ జేవిసన్ నాతొ అన్నార " ఒకే లక్ష్య పట్ల ద ష్టి కలిగిఉ డడ "

(src)="25.1"> Ary fikirizana !
(src)="25.2"> Hoy i David Gallo , « Mikiriza ianareo »
(trg)="26"> మరియ మ ద క వెళ్ళట !

(src)="26"> Na ara-batana , na ara-tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !
(trg)="28"> శారీరిక గా , మానసిక గా హద్ద ల్ని దాటడానికి నిర్విరామ గా

(src)="27"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .
(trg)="29"> క షి చేయ డి . బిడియాన్ని , ఆత్మ న్య నతన వదిలేయాలి

(src)="28"> Goldie Hawn dia niteny hoe : “ Izaho dia tsy mba natoky tena firy .
(trg)="30"> గోల్డీ హవన్ అ టార " నాక ఆత్మ న్య నతా భావ ఉ డేది

(src)="29"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .
(trg)="31"> నేన తగనేమో నేన చ ర కైన వాడ్ని కానేమో

(src)="30"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . ”
(trg)="32"> నేన ఏదైనా సాధిస్తాన అన కోలేద "

(src)="31"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(trg)="33"> నిర్విరామ గా క షి చేయడ అ త స ల వ కాద అ ద కే అమ్మలన కన క న్నార

(src)="32"> LOL Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko , “ Ny reniko no namporisika ahy . ”
(trg)="34"> ( నవ్వ ల ) ( చప్పట్ల ) ఫ్రా క్ గెహ్రీ నాతొ అన్నార " మా అమ్మ నన్న తోసార "

(src)="33.1"> Ny fanampiana !
(src)="33.2"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : « Voninahitra ho ahy ny manampy amin ’ ny maha dokotera ahy »
(trg)="35"> ( నవ్వ ల ) సేవ !

(src)="34"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam-bola be izy ireo .
(trg)="37"> మ ది పిల్లల లక్షాధికార్ల కావాలన క టార

(src)="35"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : « Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan-danja ho an ’ ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .
(trg)="38"> మొదటగా నేన చెప్పేది " స్వయ సేవ కాద ప్రధాన ఇతర లక విల వైన సేవన మన మ ద చేయాలి

(src)="36"> Toy izany no maha mpanakarena ny olona . »
(trg)="39"> అలా సేవా మార్గ లో స పన్న ల అవ తార . "

(src)="37"> Ny Hevitra ! i Bill Gates izay mpikambana ato amin ’ ny TED dia nanambara hoe : « manana hevitra aho ,
(trg)="40"> ఆలోచనల !

(src)="38"> ‘ ndeha hanorina ny orinasa voalohany mamokatra “ logiciel ” ho an ’ ireo solon-tsaina aho » .
(trg)="41"> TEDస్టర్ బిల్ గేట్స్ అ టార , " నాకో ఆలోచన ఉ డేది ఒక డెస్క్ టాప్ క ప్య టర్ సాఫ్ట్ వేర్ క పెనీ స్థాపి చాలని "

(src)="39"> Afaka milaza aminareo aho fa hevitra tsara tokoa izany .
(trg)="42"> అదో మ చి ఆలోచన అ టాన

(src)="40"> Ary tsy misy fahagagana ny amin ’ ny fanantaterahana izany , ny fanaovana zavatra tsotra ihany no vaha-olana .
(trg)="43"> స జనాత్మక గా ఆలోచి చడానికి మర్మమేమి లేద అవి చిన్న చిన్న పన ల చేయట లో ఉ ది

(src)="41"> Ary efa maro ireo porofo efa voalazako .
(trg)="44"> నేన ఎన్నో ఉదాహరణల చ పగలన

(src)="42"> Ary farany , manana FAHARETANA !
(trg)="45"> ఓర్ప !

(src)="43"> Hoy i Joe Kraus , « Ny faharetana no antony voalohany iankinanan ’ ny fahombiazana .
(trg)="46"> జో క్రౌస్ అ టార " ఓర్ప గెల ప క అతి పెద్ద రహస్య

(src)="44.1"> » Tsy maintsy manana faharetana isika na dia ao anatin ’ ny faharesena tanteraka aza . .
(src)="44.2"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia tafiditra anaty K.I.Z.O aza
(trg)="47"> ఓటమ లన , ఒడిద డ క లన ఓర్చ కోవాలి

(src)="45"> izany hoe : voa -Kiana , voa-Ilika , voa-Zimba , Voa-Ory . »
(trg)="48"> అవి అవమానాల , తిరస్కరణ , ఒత్తిడి , విమర్శక ల కావొచ్చ "

(src)="46"> LOL Koa araka izany , ny valiny lehibe ho an ’ io fanontaniana io dia tsotra ihany : Mandoava 4,000 $ ( vidim-pidirana ) ary tongava aty amin ’ i TED .
(trg)="49"> ( నవ్వ ల ) ఈ ప్రశ్నక సమాధాన స ల వైనదే 4,000 $ ఇచ్చి TEDకి ర డి

(src)="47"> Na raha tsy mety izany dia ampiharo ireo zavatra valo ireo -- ary matokisa ahy , ireo zavatra valo ireo no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana .
(trg)="50"> ( నవ్వ ల ) లేదా ఈ 8 స త్రాలన పాటి చ డి నన్న నమ్మ డి , ఈ 8 స త్రాల విజయానికి మెట్ల

(src)="48"> Misaotra ny mpikambana ao amin ’ ny TED aho ho an ’ ireo fanadihadihana rehetra natao .
(trg)="51"> TEDస్టర్స్ క ఇ టర్వ్య ల ఇచ్చిన ద క ధన్యవాదాల