# mg/ted2020-1611.xml.gz
# sq/ted2020-1611.xml.gz
(src)="1"> Tao Limpopo no nahalehibe ahy , sisin-tany manasaraka an 'i Limpopo sy Mpumalanga , tanàna kely iray antsoina hoe Motetema .
(trg)="1"> Une jam rritur ne Limpopo , ne kufij te Limpopos dhe Mpumalanga , nje qytet i vogel i quajtur Motetema .
(src)="2"> Tsy dia azo antoka izay ihany ny famatsian-drano sy jiro , toy ny toetrandro tsy mena-mivadika , ary ny niaina tao anatin 'izany toe-javatra sarotra izany , teo amin 'ny faha-17 taona , niara-nanala azy tamina namana maromaro aho , ririnina ny andro tamin 'izay , nitaninandro izahay .
(trg)="2"> Uji dhe furnizimi energjise jane po aq ta pa parashikuara sa koha , dhe duke u rritur ne keto kushte te veshtira , ne moshen 17 vjecare , po qetesohesa me disa miq te mite ne dimer , duke bere banjo dielli .
(src)="3"> Mahamay be ny masoandro any Limpopo rehefa ririnina .
(trg)="3"> Dielli i Limpopos behet shume i nxehte ne dimer .
(src)="4.1"> Teo am-pitanihana andro dia niteny tamiko ilay namako teo akaikiko .
(src)="4.2"> " O lety e , tokony mba misy olona mamorona zavatra ahosotra amin 'ny hoditra l 'ty dia tsy mila mandro intsony a ! "
(trg)="4"> Ndersa po benim banjo dielli , miku im i ngushte me thote " Shoku , perse nuk shpik dikush dicka qe te mund ta vendosesh ne lekure dhe te mos kesh nevoje per larje ? "
(src)="5"> Nipetraka aho ary namaly hoe : " tonga dia vidiako be raha misy an 'izany ! "
(trg)="5"> Dhe ashtu ulur , i them , " Une do ta blija ate apo jo ? "
(src)="6"> Nody aho rehefa avy eo , ary nanao fikarohana kely , ary nahita ireto antontan 'isa nanaitra ireto .
(trg)="6"> Keshtu u ktheva ne shtepi dhe bera nje kerkim te vogel , ku zbulova disa statistika shume shokuese .
(src)="7"> Ankehitriny dia maherin 'ny 2,5 lavitrisa ny olona eto an-tany no tsy manana rano madio sy fidiovana manara-penitra .
(trg)="7"> Mbi 2.5 miliarde njerez ne bote sot nuk kane aksesin e duhur per uje dhe higjene .
(src)="8"> 450 tapitrisa amin 'ireo no any Afrika , ary 5 tapitrisa amin 'izany ao Afrika Atsimo .
(trg)="8"> Katerqind e pesedhjete milion nga ata jane ne Afrike , dhe pese milion nga ata jane ne Afriken e Jugut .
(src)="9"> Betsaka ireo aretina miroborobo ao anatin 'ny tontolo toa izany , ny tena mampivarahontsana amin 'ireo dia ny " trachome " .
(trg)="9"> Semundje te ndryshme lulezojne ne kete mjedis , ku ajo me drastikja quhet trakome .
(src)="10.1"> Aretin 'ny maso vokatry ny loto mankany amin 'ny maso izy io .
(src)="10.2"> Mety miteraka fahajambana tanteraka ny Trachome raha mihombo be loatra .
(trg)="10.1"> Trakoma eshte nje infeksion i syrit per shkak te pisllekut qe futet ne sy .
(trg)="10.2"> Infeksione te ndryshme te trakomes mund te te lene te verber .
(src)="11.1"> 8 tapitrisa ny olona efa jamban 'ny trachome isan-taona .
(src)="11.2"> Ny tena mampivarahontsana amin 'ilay izy dia zavatra tsotra kely toy ny fanasàna tarehy no hany fisorohana ny " trachome " : tsy mila fanafody na tsindrona .
(trg)="11.1"> Kjo semundje le tete milion njerez te verber cdo vit .
(trg)="11.2"> Pjesa shokuese e kesaj eshte se per te shmangur infeksionin e trakomes , ajo cka duhet te besh eshte thjesht te lash fytyren : pa mjekime , pa ilace , pa injeksione .
(src)="12.1"> Rehefa nahita ireo antontan 'isa ireo aho , dia nieritreritra , " Na dia hoe tsy ho ahy aza , sy ny hoe izaho tsy tia mandro , farafaharatsiny mba tokony hanao zavatra aho hanavotana an 'izao tontolo izao . "
(src)="12.2"> ( Hehy ) Nampiasaiko ny Nokia 6234-ko -- Tsy nanana solosaina portable aho , tsy dia mbola afaka nigalabona tamin 'ny aterineto ihany koa , ankoatran 'ilay cybercafé andoavana 20 rand isan 'ora eo an-tanàna -- nanao fikarohana tamin 'ny Wikipedia , Google aho momba ireo fanafody ahosotra , herotra fanosotra , ireo taharo , ny mari-pàna mampitsonika azy , ny heriny sy ny loza mety aterany -- Nianatra siansa aho teny amin 'ny Anjerimanontolo -- ary namorona raikipohy ( formule ) kely , nataoko an-taratasy , ary toy ila sakay kely mampiavaka ny akoho nendasina KFC ilay izy , azonareo angamba ny tiako hambara .
(trg)="12.1"> Pra , pasi pash keto statistika shokuese , mendova " Ne rregull , nese nuk do e bej per veten time dhe per faktin se nuk dua te lahem , me duhet te pakten ta bej per tu perpjekur te shpetoj boten . ' '
(trg)="12.2"> ( Te qeshura ) Pra me celularin tim te vogel dhe te besueshem , Nokia 6234 -- Nuk kisha laptop , nuk kisha shume internet , pervec 20 rand per nje ore internet kafe -- Bera disa kerkime ne Wikipedia , ne Google , per locione , kremra , perzierje , pikat e shkrirjes , helmushmerite -- shkence si ajo qe benim ne gjimnaze -- dhe shkrujta nje fomule te vogel ne nje cop leter , e cila ngjnte me nje erez speciale te KFC ( zinxhir fast food ne USA ) , e keni parasysh ?
(src)="13"> Vonona ity ny " formule " .
(trg)="13"> Dhe aty thashe , ne rregull , kemi fomulen gati .
(src)="14"> Mila fampiharana sisa .
(trg)="14"> Tani na duhet ta vendosim ne praktike .
(src)="15.1"> Efatra taona taty aoriana , rehefa vita ny drafitra tetikasa 40 pejy natao tamin 'ny finday , vita koa ny brevet , izaho no zandriny indrindra amin 'ireo manana brevet d 'invention ao amin 'ny firenena , ary -- ( " Tsy mila mandro intsony ! " ) -- Izany ihany no azoko lazaina .
(src)="15.2"> ( Hehy ) Namorona ny DryBath aho , fanosotra voalohany eto an-tany mahasolo ny fandroana amin 'ny rano .
(trg)="15.1"> Pas kater vitesh , pasi kisha shkruar nje plan biznesi 40-faqesh ne celular , pasi kisha shkruar patenten time ne celular , Une jam mbajtesi me i ri i nje patente ne vend , dhe -- ( " Nuk ka me dush ! " ) -- Nuk mund te them me shume se kaq .
(trg)="15.2"> ( Te qeshura ) Kisha shpikur DryBath , i pari locion zevendesues dushi ne bote .
(src)="16"> Ahosotra amin 'y hoditra izy io , dia tsy mila mandro intsony avy eo .
(trg)="16"> Vertet e vendos ate ne lekure , dhe nuk ke nevoje te lahesh .
(src)="17.1"> ( Hehy ) Rehefa nezahana izay nampety azy teny amin 'ny Anjerimanontolo , niaraka tamin 'ny enti-manana kely nananana , dia niakatra fianarana ambony aho , nahafantatra olona vitsivitsy , nampihatra azy , ary niafarany dia nahavita ity vokatra mahomby izay vonona ny hamidy eny an-tsena .
(src)="17.2"> Efa azo vidiana eny amin 'ny tsena io izao .
(trg)="17.1"> ( Te qeshura ) Pra pasi u perpoqa ta beja te funksionoje ne gjimnaz me ato burime te limituara qe kisha , vajta ne universitet , takova disa njerez , e vura ne praktike , dhe kemi nje produkt funksionali cili eshte gati per te dal ne treg .
(trg)="17.2"> Eshte aktualisht i disponueshem ne treg .
(src)="18"> Betsaka ireo lesona azo tamin 'ny fivarotana sy famatsiana ny DryBath .
(trg)="18"> Mesuam disa leksione mbi reklamimin dhe si te mundemi ta bejme DryBath te disponueshem .
(src)="19"> Ny iray tamin 'ireo dia ny olona avy amin 'ny fiaraha-monina sahirana dia tsy mividy vokatra ambongadiny .
(trg)="19"> Nje nga gjerat qe mesuam ishte se ne komunitet e varfra nuk blejne produkte ne shumice .
(src)="20.1"> Mividy an-tsinjarany no ataony .
(src)="20.2"> Ny olona any Alex dia tsy mividy sigara amin 'ny fonosany .
(src)="20.3"> Sigara iray no vidiany isan 'andro , na dia lafolafo kokoa ary izany .
(trg)="20.1"> Ata blejne produkte ne nevoje .
(trg)="20.2"> Nje person ne Alex nuk blen nje kuti me cigare .
(trg)="20.3"> Blen nje cigare cdo dite , edhe pse eshte shume me e shtrenjte .
(src)="21"> Noho izany dia natao tamin 'ny fonosany madinika ny DryBath .
(trg)="21"> Keshtu e paketuam DryBath ne disa qese te vogla inovative .
(src)="22"> Tatahana ilay fonosany dia potserina hivoaka ny ao anatiny .
(trg)="22"> Thjesht e ndan ate ne gjysem , dhe e shtrydh jashte .
(src)="23"> ary ny milay aminilay izy , dia ny iray fonosana dia mahasolo fandroana iray ary andoavana 5 rand .
(trg)="23"> Pjesa interesante eshte , se nje qese zevendeson nje dush per pese rand .
(src)="24"> Rehefa vita io modely io , dia betsaka koa ireo lesona azo momba ny famatsina ilay vokatra .
(trg)="24"> Pasi krijuam ate model , mesuam gjithashtu termat e zbatimit te produktit .
(src)="25.1"> Hitanay fa na ireo zanaky ny mpanana avy any amin 'ny sisin-tanàna aza dia nila ny DryBath .
(src)="25.2"> ( Hehy ) Na dia hoe indray mandeha isan-kerinandro fotsiny aza .
(trg)="25.1"> Zbuluam se dhe femijet e pasur nga periferite e donin vertet DryBath .
(trg)="25.2"> ( Te qeshura ) Te pakten nje here ne jave .
(src)="26"> Na dia izany aza , tsapanay fa afaka mitsitsy rano 80 tapitrisa litatra izahay isaky ny tsy mampiasa rano handroana ny olona ary ora roa isan 'andro ihany koa no tombony azon 'ny ankizy any amin 'ireo faritra mbanivolo , mitombo adiny roa izany ny ora any an-tsekoly , adiny roa fanampiny hanaovana enti-mody , ary adiny roa tsotra izao hilalaovany amin 'ny maha-zaza azy .
(trg)="26"> Gjithsesi , zbuluam se mund te shpetonim 80 milion litra uje mesatarisht per cdo here qe ata i shpetonin dushit , dhe do kursenim gjithashtu dy ore per femijet te cilet jetojne ne zonat bujqesore , dy ore me shume per ne shkolle , dy ore me shume per detyrat e shtepise , dy ore me shume per te qene thjesht femije .
(src)="27"> Rehefa hita ireo vokany isan-karazany ireo dia natao izay hifantohany amin 'ny hevi-dehibe ijoroany , dia ny fahadiovana sy ny fanamorana ny fiainana .
(trg)="27"> Pasi pam kete ndikim global , e kufizuam ne vleren tone thelbesore , e cila ishte pastertia dhe lehtesia .
(src)="28"> Manamora ny fiainan 'ny mpanana ny DryBath ary mamonjy ny sahirana ihany koa .
(trg)="28"> DryBath eshte lehtesi per nje njeri te pasur dhe shpetues jete per nje njeri te varfer .
(src)="29"> Rehefa vita ny fampiharana rehetra , dia eo an-dàlana hivarota azy amina orinsa lehibe maneran-tany iray izahay hivarotra azy amin 'ny mpaninjara , ary fanontaniako aminareo androany dia ny hoe , Avy amin 'ireo làlana vatovato any Limpopo , 50r and isan-kerinandro no vatsy , Into aho ankehitriny nahita fomba iray hialàna amin 'ny fandroana .
(trg)="29"> Pasi e kemi hedhur produktin ne praktike , aktualisht jemi ne prag te shitjes se produktit ne shumekombeshmeri per ta marr ne treg ta pakices , dhe pyetja qe kam per ju sot eshte , ne rruget me zhavorr te Limpopos , dhe duke pasur 50rand ne jave , zbulova nje menyre per boten per te mos u lare .
(src)="30.1"> Inona no manakana anareo ?
(src)="30.2"> ( Tehaka ) Mbola tsy vita.Mbola tsy vita .
(trg)="30.1"> Cfare po ju ndalon ju ?
(trg)="30.2"> ( Duartrokitje ) Nuk kam mbaruar ende .
(src)="31"> Ary ny lesona lehibe iray ihany koa nadritra io tantara rehetra io , dia voahosotry Google ho anisan 'ireo saina mahiratra indrindra eto an-tany aho .
(trg)="31"> Dhe dicka tjeter thelbesore qe eshte se kam mesuar shume gjate ketij procesi , vitin e kaluar , Google me quajti nje nga mendjet me te zgjuara , nder te rinjte , ne bote .
(src)="32.1"> Izaho ihany koa no mpianatra sady mpandraharaha mahay indrindra eto an-tany , Afrikanina voalohany nahazo izay fankasitrahana izay ary ny zavatra tena mba nahagaga ahy dia ny tsy fitiavako mandro no nahavitako an 'izany rehetra izany .
(src)="32.2"> Misaotra tompoko .
(trg)="32.1"> Gjithastu jam aktualisht studenti me i mire sipermarres ne bote , Afrikani i pare qe ka marre titullin e kaloresit , dhe ajo cka me ngatarron mua eshte , e bera gjithe kete thjesht sepse nuk doja te lahesha .
(trg)="32.2"> Faleminderit .
# mg/ted2020-285.xml.gz
# sq/ted2020-285.xml.gz
(src)="1"> Tetikasa an-dalam-panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan-kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .
(trg)="1"> Ky është një projekt akoma në zhvillim që bazohet në disa komente që u bënë në TED dy vite më parë mbi nevojën e arkivimit të vaksinave .
(src)="2.1"> ( Mozika ) [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1.6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]
(src)="2.2"> [ Olana lehibe izany ] [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ] [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]
(trg)="2"> ( Muzikë ) [ Në këtë planet ] [ 1.6 bilion njerëz ] [ nuk kanë qasje tek rryma elektrike ] [ sistem ftohje ] [ ose lëndë djegëse ] [ kjo është problem ] [ që ndikon në : ] [ shpërndarjen e sëmundjeve ] [ ruajtjen e ushqimit dhe medikamenteve ] [ dhe kualitetin e jetës ]
(src)="3.1"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra … ] [ … entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .
(src)="3.2"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an-tsaiko izany .
(src)="3.3"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .
(src)="3.4"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 ,
(trg)="3.1"> [ kështu që ky është plani : një frigorifer i lirë që punon pa rrymë elektrike ... ] [ pa propan , gaz , vajguri ose ndonjë lëndë tjetër djegëse ] [ koha për pak termodinamikë ] [ Dhe tregimin e Frigoriferit me Absorbim të Ndërprerë ] Rreth 29 vjet më parë , mbaj mend kur mësuesi i termodinamikës na shpjegonte absorbimin dhe ngrirjen .
(trg)="3.2"> Që atëherë ky process më ngeli në mendje .
(trg)="3.3"> Është shumë i ngjashëm në Motorin e Stirling : gjë shumë e bukur , por që asnjë nuk dinte për se mund të përdorej .
(trg)="3.4"> Që ishte zbuluar më 1858 nga Ferdinand Carre
(src)="4"> saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .
(trg)="4"> por ky s 'mundi ta përdorte idenë në praktikë për shkak të mungesës së mjeteve në atë kohë .
(src)="5"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity ,
(trg)="5"> Një Kanadez ekstravagant , Powell Crosley nxori në shitje një implementim të quajtur Icyball më 1928 , dhe ishte një ide e shkëlqyeshme ,
(src)="6"> ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .
(trg)="6"> dhe do t 'ju them më vonë pse nuk funksionoi , por ja se si punonte .
(src)="7"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .
(trg)="7"> Kishte dy sfera larg njëra-tjetrës .
(src)="8.1"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .
(src)="8.2"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .
(trg)="8.1"> Njëra përmbante fluid , ujë dhe amoniak , ndërsa tjetra shërben si kondensator .
(trg)="8.2"> Në fillim , një sferë , asaj nga ana e nxehtë , i jepet nxehtësi
(src)="9"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .
(trg)="9"> Amoniaku avullon dhe kondenzon në sferën nga ana tjetër .
(src)="10"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari-pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .
(trg)="10"> Më pas lihet të ftohet në temperaturë ambienti , dhe atëherë , amoniaku fillon të ri-avullojë dhe në të njejtën kohë përzihet me ujin aty ku ishte në anën e nxehtë , ky proces krijon një efekt freskues / ngrirës mjaftë të fuqishëm .
(src)="11"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .
(trg)="11"> Me pak fjalë , si ide ishte shumë e bukur vetëm që nuk funksionoi : shpërtheu .
(src)="12"> Ahazoana tsindrin-drivotra mahery ny ammoniaque
(trg)="12"> Kjo ndodhi ngaqë amoniaku arrin presion shumë të lartë
(src)="13.1"> rehefa hafanaina tsara .
(src)="13.2"> Nahatratra 400psi izany .
(src)="13.3"> Ny ammoniaque dia poizina .
(trg)="13.1"> kur nxehet në mënyrë të gabuar .
(trg)="13.2"> Presioni arriti deri në 400 psi .
(trg)="13.3"> Amoniaku ishte helmues .
(src)="14"> Ka niparitaka be ilay izy .
(trg)="14"> U shpërnda gjithandej .
(src)="15"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .
(trg)="15"> Sidoqoftë , ishte interesante si ide .
(src)="16"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan 'ny haikajy .
(trg)="16"> Ashtu që gjëja e mirë e 2006s është se egziston një potencial i lartë kompjuterik që mund të përdoret .
(src)="17.1"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .
(src)="17.2"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .
(trg)="17.1"> Kështuqë në futem në punë tërë departamentin e termodinamikës në Stanford .
(trg)="17.2"> Llogaritje të shumta mbi dinamikën e fluideve .
(src)="18"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .
(trg)="18"> Në fund vërtetuam që shumica e tabelave mbi ngirjen e amoniakut ishin të gabuara .
(src)="19.1"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin-drivotra ambany .
(src)="19.2"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --
(trg)="19.1"> Gjetëm disa gazra ngrirës jo helmues që mund të punonin në shtypje të ulët të avullit .
(trg)="19.2"> Sollëm një team nga Britania --
(src)="20"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .
(trg)="20"> me sa duket ka shumë ekspertë mbi ngrirjen në Britani -- dhe ndërtuam një model , që vërtetoi se është e mundur të ndërtohet një frigorifer që punon me gazra jo helmues në shtypje të ulta .
(src)="21"> Toy izao ny fiasany .
(trg)="21"> Ja si punon .
(src)="22.1"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .
(src)="22.2"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana ,
(trg)="22.1"> Vihet të nxehet në zjarrë të kuzhinës .
(trg)="22.2"> Në shumicën e vendeve nëpër botë zjarri i kuzhinës nuk mungon ,
(src)="23"> na avy amin 'ny tain-drameva na kitay io .
(trg)="23"> qoftë jashtëqitje deveje qoftë dru për djegie .
(src)="24"> Avela hafana mandritra ny 30 minitra ka avela hangatsika adiny iray avy eo .
(trg)="24"> Lihet të nxehet për rreth 30 minuta , dhe të ftohet për rreth një orë .
(src)="25"> Apetraka ao anaty tavy ary avela hangatsiaka mandritra ny 24 ora .
(trg)="25"> Futet në një enë dhe ky do rrijë i ftohtë per 24 orë .
(src)="26"> Ohatran 'ity ilay izy .
(trg)="26.1"> Ja si duket .
(trg)="26.2"> Ky është prototipi i pestë .
(src)="27.1"> Ito zao no santiona fahadimy .
(src)="27.2"> Mbola tsy vita tanteraka ito .
(trg)="27"> S 'është përfunduar akoma .
(src)="28"> Milanga 3,6 kg ary toy izao indray ny fiasany :
(trg)="28"> Peshon rreth 8 paunda ( 3.6 Kg ) , dhe punon kështu .
(src)="29.1"> Apetraka ao anaty tavy 15 litatra , ary mangatsiaka ho azy hatramin 'ny mari-pàna miteraka ranomandry ilay izy , ventin-drefy telo miiba ny aotra .
(src)="29.2"> Atao mandritra ny 24 ora sy ao anaty tontolo 30 ventin-drefy Celsius .
(trg)="29"> Futet në një enë 15 litrash , dhe e ftohë gati në temperaturë ngrirjeje rreth 3 gradë mbi ngrirje për rreth 24 orë në një dhomë me temperaturë 30 gradë Celsius .
(src)="30.1"> Tena mora vidy izy ity .
(src)="30.2"> Mieritreritra hamokatra betsaka izahay izay hamidy 25 dolara ,
(trg)="30.1"> Është shumë ekonomik .
(trg)="30.2"> Mendojmë se mund të ndërtojmë më shumë prej këtyre për rreth 25 dollarë ,
(src)="31.1"> ary karazany hafa amin 'ny vidiny 40 dolara .
(src)="31.2"> Ny tanjonay dia afaka hampangatsiaka
(trg)="31.1"> dhe në numër të vogël për rreth 40 dollarë .
(trg)="31.2"> Kështu mendojmë se mund të bëjmë një lloj frigoriferi
(src)="32"> ny olona rehetra tsy ankanavaka .
(trg)="32"> një komoditet që gjithkush mund ta përballojë .
(src)="33.1"> Misaotra indrindra .
(src)="33.2"> ( Tehaka mirefodrefotra )
(trg)="33.1"> Ju faleminderit .
(trg)="33.2"> ( Duartrokitje )
# mg/ted2020-70.xml.gz
# sq/ted2020-70.xml.gz
(src)="1.1"> Inty dia famelabelarana adin ’ ny roa izay nataoko ho an ’ ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(src)="1.2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho ,
(trg)="1.1"> Ky në të vërtetë është një prezantim dy-orësh që bëj para studentëve te shkollave të mesme , i shkurtuar në tre minuta .
(trg)="1.2"> Dhe e gjitha filloi një ditë ne aeroplan , duke shkuar në TED ,
(src)="2"> fito taona lasa izay. nipetraka teo ankaikiko ,
(trg)="2.1"> shtatë vjet më parë .
(trg)="2.2"> Në ndenjësen pranë meje
(src)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(trg)="3"> ishte një studente e shkollës së mesme , një adoleshente , dhe ajo vinte nga një familje shumë e varfër .
(src)="4.1"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(src)="4.2"> Hoy izy , « Inona no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana ?
(trg)="4.1"> Ajo donte që jeta e saj të kishte kuptim , dhe më bëri një pyetje të thjeshtë .
(trg)="4.2"> Ajo tha , " Çka të shpie drejt suksesit ? "
(src)="5.1"> » .
(src)="5.2"> Tsy azoko ny aiko ,
(trg)="5"> Unë u ndjeva shumë keq ,
(src)="6"> satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa-po ho azy aho .
(trg)="6"> sepse nuk mund ti jepja një përgjigje të saktë .
(src)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(trg)="7"> Kështu që zbres nga aeroplani dhe mbërrij në TED .
(src)="8.1"> Tonga saina aho ...
(src)="8.2"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="8"> Dhe mendoj , zot , jam në mes të një salle me njerëz të suksesshëm !
(src)="9"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(trg)="9"> Pse nuk i pyes se çfarë i ndihmoi ata të kenë sukses , dhe pastaj t 'ia përcjell këtë fëmijëve ?
(src)="10"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="10"> Pra ja ku jemi , shtatë vjet , 500 intervista më vonë , dhe do të ju tregoj se çfarë në të vërtetë ju çon drejt suksesit dhe i bën TED-istëd të lëvizin .
(src)="11"> Ny voalohany amin ’ izy rehetra dia ny fahafinaretana
(trg)="11"> Gjëja e parë është pasioni .
(src)="12"> Hoy Freeman Thomas : “ izaho dia natosiky ny fahafinaretana ”
(trg)="12"> Freeman Thomas thotë , " Unë nxitem nga passioni im . "
(src)="13"> reo mpikambana ao amin ’ ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(trg)="13"> TEDistëd e bëjnë per kënaqësi , nuk e bëjnë për para .
(src)="14"> Carol Coletta nilaza hoe : “ Mandoa vola amin ’ ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko ” .
(trg)="14"> Carol Coletta thotë , " Unë do të paguaja dikë të bëjë atë që bëj unë . "
(src)="15"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am-pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(trg)="15"> Dhe gjëja interesante është , nëse e bën për qejf , parat vijnë gjithsesi .
(src)="16.1"> Miasà !
(src)="16.2"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(trg)="16.1"> Punë !
(trg)="16.2"> Më tha , Rupert Murdoch .
(trg)="16.3"> " E gjitha është punë e madhe .
(src)="17.1"> Tsy misy zavatra mora izany .
(src)="17.2"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(trg)="17.1"> Asgjë nuk vjen lehtë .
(trg)="17.2"> Por kam shumë kënaqësi . "
(src)="18.1"> Fahafinaretana hoy izy ?
(src)="18.2"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="18.1"> A tha kënaqësi ?
(trg)="18.2"> Rupert ?
(src)="19.1"> Eny !
(src)="19.2"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(src)="19.3"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(trg)="19.1"> Po !
(trg)="19.2"> TED-istëd bëjnë qejf duke punuar .
(trg)="19.3"> Dhe ata punojnë shumë .
(src)="20"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(trg)="20"> E kuptova , që ata nuk janë maniakë të punës .
(src)="21.1"> Mahiratra !
(src)="21.2"> Hoy izy i Alex Garden : « Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray
(trg)="21.1"> Ata kënaqen duke punuar .
(trg)="21.2"> Mirë !
(trg)="21.3"> Alex Garden thotë , " Për të qenë i suksesshëm përkushtohu ndaj një gjëje
(src)="22.1"> ary ataovy izay hampahiratra anao amin ’ io sehatra io . »
(src)="22.2"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(trg)="22.1"> dhe zotëroje atë . "
(trg)="22.2"> Nuk ka magji , është praktikë , praktikë , praktikë .
(src)="23"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="23"> Dhe është përqëndrim .
(src)="24"> Hoy i Norman Jewison tamiko : « Amiko ilay izy dia miankina amin ’ ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray »
(trg)="24"> Norman Jewison më tha , " Mendoj se e gjitha ka të bëjë me fokusimin e vetëvetes në një gjë "
(src)="25.1"> Ary fikirizana !
(src)="25.2"> Hoy i David Gallo , « Mikiriza ianareo »
(trg)="25.1"> Dhe shty !
(trg)="25.2"> David Gallo thotë , " Shtyje vetëveten .
(src)="26"> Na ara-batana , na ara-tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !
(trg)="26"> Fizikisht , mendërisht , duhesh të shtysh , shtysh , shtysh . "
(src)="27"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .
(trg)="27"> Duhet të tejkalosh përmes drojes dhe pasigurisë
(src)="28"> Goldie Hawn dia niteny hoe : “ Izaho dia tsy mba natoky tena firy .
(trg)="28"> Goldie Hawn thotë , " Gjithmonë kam pasur pasiguri .
(src)="29"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .
(trg)="29"> Nuk isha e mirë sa duhej , e zgjuar sa duhej .
(src)="30"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . ”
(trg)="30"> Nuk mendoja se mund t 'ia dilja mbanë . "
(src)="31"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(trg)="31"> Tani nuk është gjithmonë e lehtë të shtysh veten , ja pse janë shpikur nënat .
(src)="32"> LOL Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko , “ Ny reniko no namporisika ahy . ”
(trg)="32"> ( Të qeshura ) Frank Gehry -- Frank Gehry më tha , " Nëna ime më shtyu . "
(src)="33.1"> Ny fanampiana !
(src)="33.2"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : « Voninahitra ho ahy ny manampy amin ’ ny maha dokotera ahy »
(trg)="33.1"> Shërbe !
(trg)="33.2"> Sherwin Nuland thotë , " Ishte një privilegj për të shërbyer si një mjek . "
(src)="34"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam-bola be izy ireo .
(trg)="34"> Shumë fëmijë më thonë se duan të bëhen milionerë .
(src)="35"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : « Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan-danja ho an ’ ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .
(trg)="35"> Dhe gjëja e parë që ju them është , " OK , ju nuk mund t 'i shërbeni vetes , ju duhet t 'i shërbeni të tjerëve diçka me vlerë .