# ja/ted2020-1429.xml.gz
# mg/ted2020-1429.xml.gz
(src)="1"> 今日ここで都市 未来の街についてお話できる機会を いただき誠に光栄です
(trg)="2"> Voninahitra lehibe ho ahy ny fahazoako miresaka ireo tanan-dehibe , ny miresaka ny hoavin 'ireo tanan-dehibe .
(src)="2"> 市長として非常に光栄な事です
(trg)="3"> Voninahitra lehibe ho ahy ny mijoro eto amin 'ny maha ben 'ny tanana ahy .
(src)="3"> 市長は政治を通して 人々の生活を 変える事ができる役職です
(trg)="4"> Inoako tokoa fa ny ben 'ny tanana dia manana toerana politika ahafahany manova marina ny fiainan 'ny olona .
(src)="4"> ですから 私は市長になりました
(trg)="5"> Eto no tokony hijoroana .
(src)="5"> リオの市長としてこの場にいる事を嬉しく思います
(trg)="6"> Ary mahafinaritra ny mijoro eto amin 'ny maha ben 'ny tananan 'ny Rio ahy .
(src)="6"> リオは美しい街です 活気に満ちた特別な場所です
(trg)="7"> Rio dia tanan-dehibe mahafinaritra , toerana feno fiainana , toerana hafa kely
(src)="7"> そう 壇上にいるこの私は 世界最高の職業に就いているんです
(trg)="8"> Amin 'izao fotoana izao ianao dia mijery lehilahy manana ny asa tsara indrindra eran-tany .
(src)="8"> そこで今回 私の人生の特別な瞬間 そして リオの歴史を皆さんに お話ししたいと思います
(trg)="9"> Androany aho dia hizara aminareo fotoana manan-tantara tamin 'ny fiainako ary koa ny tantaran 'ny tananan 'i Rio .
(src)="9"> さぁ みなさん ! この中に結果が入っています
(trg)="10"> ( Video ) Mpanolotra : Amin 'izao fotoana izao , tompokolahy sy tompokovavy , ny valopy misy ny valiny .
(src)="10"> では発表します 第 31 回オリンピックの 開催地に選ばれたのは ・ ・ ・
(trg)="11"> Jacques Rogge : Voninahitra ho ahy ny manambara fa ny Lalao Olimpika faha- 31 dia hatao ao amin 'ny tanànan 'i Rio de Janeiro .
(src)="11"> リオデジャネイロ ! ( 歓声 ) 素晴らしい 忘れられない瞬間です
(trg)="12"> ( Tehaka mirefodrefotra ) EP : Eny , mampihetsi-po tokoa , ary tena manohina , fa tsy mora ny nahatongavana tamin 'izany .
(src)="12"> しかしこれは簡単なことではありませんでした
(trg)="13"> Eto aho dia milaza fa fanamby lehibe tokoa no nahazoana izany .
(src)="13"> ヨーロッパの都市をおさえて 栄光を手にするのには苦労しました
(trg)="14"> Nila nandresy ny fanjakan 'ny eropeanina .
(src)="14"> こちらはユアン ・ カルロス氏 スペイン国王です
(trg)="15"> Indro i Juan Carlos , mpanjakan 'i Espagne .
(src)="15"> そして技術大国 日本にも勝たなければなりませんでした
(trg)="16"> Tsy maintsy nandresy ny firenena matanjaka japoney sy ireo teknolojiany izahay .
(src)="16"> 世界で最も影響力のあるこの方にも 勝たなければなりませんでした
(trg)="17"> Tsy maintsy noresena ihany koa ny lehilahy mahery indrindra eran-tany izay miaro ny tananany
(src)="17"> これは本当に大変なことでした
(trg)="18"> Tsy azo lazaina hoe mora izany .
(src)="18"> 数年前オバマ大統領の有名なフレーズは オリンピック開催地に 選ばれたリオにぴったりです
(trg)="19"> Ary ity farany dia nilaza izao fehezan-teny izao taona vitsivitsy lasa izay izay inoako fa mifanentana tsara amin 'izao fahazoan 'i Rio ny fifidianana ny tanàna handray ny Lalao izao .
(src)="19"> 私たちはできる Yes we can
(trg)="20"> Nasehonay fa , " Yes , we can " [ Eny , Vitatsika ]
(src)="20"> その事をお話するため 今日私はここにいます
(trg)="21"> Ka indro ary ny antony maha eto ahy androany hariva .
(src)="21"> みなさんに 「 やればできる 」 ということ また 成功を手にするのに富や権力は 必要ではない事 そして 都市が抱える課題についてお話しましょう
(trg)="22"> Tonga eto aho androany hariva hitantara aminareo fa azo atao ny zava-drehetra , tsy ilana akory ny fananana harena na ny hery ahatratrarana ny tanjona , ny filazana fa mila fanamby goavana ny tanan-dehibe .
(src)="22"> 都市には問題がつきものです しかし 独自の方法と ごく単純な取り組みによって 素晴らしい街に そして住みやすい街に
(trg)="24"> Fa misy kosa fomba miavaka hanaovan-javatra , miaraka amin 'ny fametrahana didy tsotra , afaka tokoa ianareo manova ireny tanan-dehibe ireny ho tanana maha-tamàna .
(src)="23"> 変えることができるのです 皆さんリオを思い浮かべて下さい
(trg)="25"> Tiako alainareo sary an-tsaina i Rio .
(src)="24"> おそらくみなさんは 活気に満ちた 緑あふれる街を想像されたことでしょう
(trg)="26"> Eritreretinareo angamba fa tanàna mihetsiketsika , tanàna feno fiainana ary maitso .
(src)="25"> カルロス ・ サルダンハ氏の映画 「 Rio 」 では その様子が分かりやすく伝えられています
(trg)="27"> Ary tsy nisy olona afaka nampiseho tsara izany toy i Carlos Saldanha tao amin 'ny sary mihetsika mitondra ny lohateny hoe " Rio " , tamin 'ny taona lasa .
(src)="26"> ( 音楽 )
(trg)="28"> ( Mozika ) ( Video ) Vorona : Tsy mampino
(src)="27"> 「 すごいね ! 」 ( 音楽 ) リオにはこのように素晴らしい場所もありますが 街全体がそうかというと そうではありません
(trg)="29"> ( Mozika ) EP : Eny , ny ampahany sasan-tsasany amin 'ny Rio dia toy izao fa tsy izy rehetra .
(src)="28"> このような巨大都市で
(trg)="30"> Izahay dia toy ny tanàna rehetra eran-tany .
(src)="29"> たくさんの人口を抱え 公害 車 建物 ビル郡 ・ ・ ・
(trg)="31"> Maro be ny mponina aty aminay , ny loto , ireo fiarakodia , ireo varafasy .
(src)="30"> こちらの写真をご覧下さい マドゥレイラの写真です
(trg)="32"> Ireo sary nasehoko taminareo ireo , dia sarin 'i Madureira .
(src)="31"> リオ郊外にある街です
(trg)="33"> Hoatran 'ny hoe fon 'ny zanabohitr 'i Rio .
(src)="32"> リオの例を使って この地域のマドゥレイラという地区で 私たちがどのような取り組みをすべきか考えてみましょう
(trg)="34"> Ary eto aho dia hanome ohatra misy eto Rio zavatra hataonay any Madureira , amin 'ity faritra ity ahitantsika izay ho tokony ho adidy voalohany ho raisina .
(src)="33"> このようなコンクリートジャングルの場合は まずスペースを見つけることから始めます
(trg)="35"> Isaky ny mahita ala mikitroka vita amin 'ny simenitra matevina toy itony , ny tokony atao dia mitady toerana malalaka
(src)="34"> 見つけられない場合 作ってしまえば良いんです
(trg)="36"> Raha toa ka tsy misy toerana malalaka dia mila mankany an-toerana manokatra izany .
(src)="35"> これらのオープンスペースを 市民が利用できるように していくのです
(trg)="37"> Mankanesa amin 'ireny toerana malalaka ary ataovy izay ahafan 'ny olona mankany sy mampiasa izany toerana izany .
(src)="36"> こちらは今年の 6 月には リオで 3 番目に大きい 公園になる予定です
(trg)="38"> Ho lasa toeram-pilalaovana lehibe indrindra faha-telo eto Rio amin 'ny volana Jiona hoavy izao .
(src)="37"> 人々が集う 自然豊かな場所となることでしょう
(trg)="39"> Ho toerana ahafahan 'ny olona mihaona , ho toerana hisy zavaboary .
(src)="38"> 周辺の気温は 2 ~ 3 度下がる見込みです
(trg)="40"> Hiiba roa na telo degre ny mari-pàna
(src)="39"> 今日私がお伝えする ひとつめの項目 未来の都市は 環境にやさしくあれ
(trg)="41"> Ny didy voalohany tiako hapetraka aminareo androany hariva dia ny hoe , ny tanan-dehibe hoavy dia tokony haha-tamàna eo amin 'ny lafin 'ny tontolo iainana .
(src)="40"> 都市づくりを進める上では 緑化について考えねばなりません
(trg)="42"> Isaky ny mieritreritra tanàn-dehibe ianareo , dia tokony ho zava-maitso ny ao an-tsaina .
(src)="41"> 緑 そして緑地
(trg)="43"> Mila mieritreritra zava-maitso ary zava-maintso hatrany .
(src)="42"> ふたつめの項目に移りましょう
(trg)="44"> Hiroso amin 'ny fanapahan-kevitra faharoa izay tiako haseho aminareo aho .
(src)="43"> 都市は多くの人が共存し 成り立っています
(trg)="45"> Eritrereto hoe ny tanàn-dehibe dia nohon 'ny mponina ao aminy , olona maro an 'isa .
(src)="44"> 人で溢れているんですね
(trg)="46"> Ny tanàn-dehibe dia feno olona .
(src)="45"> ではどうすれば人の移動を効率化できるのか ?
(trg)="47"> Arak 'izany , ahoana ny fomba hifaneraseran 'ireny olona ireny ?
(src)="46"> 現在 世界の都市人口は 35 億人で 2050 年には 60 億人になると言われています
(trg)="48"> Raha fantatra fa telo faingo dimy lavitr 'isa no isan 'ny olona miaina an-tanàn-dehibe -- amin 'ny taona 2050 , dia ho 6 lavitrisa izany .
(src)="47"> ですから 人々の移動手段として
(trg)="49"> Ka , isaky ny mieritreritra ny fivezivezen 'ireo olona ireo ianareo , dia mila fomba fifamoivohizana mahazaka olona maro .
(src)="48"> 大容量の交通網が必要になります しかし問題がひとつ
(trg)="50"> Nefa misy olana .
(src)="49"> 大容量の交通網には たくさんのお金がかかります
(trg)="51"> Ny fananana ireo fitaovam-pifamoivoizana mahazaka olona maro ireo dia midika fandaniam-bola lehibe .
(src)="50"> そこで今日皆様にお示しするのは 前クリティバ市長の ジェイミーラーナー氏がブラジルで作り上げ
(trg)="52"> Ny ho asehoko anareo eto dia zavatra efa naseho teto amin 'ny TED ihany , nasehon 'ny ben 'ny tanànan 'i Curitiba teo aloha izay namorona ity , tanàna iray eto brésil , Jaime Lerner .
(src)="51"> 以前このTEDでご紹介したものです
(trg)="53"> Io zavatra io ihany no averinay eto Rio .
(src)="52"> リオにはこれがたくさんあります 「 BRT 」 バス高速輸送システムです
(trg)="54"> Io no antsoina hoe BRT , na koa " Bus Rapid Transit " .
(src)="53"> これは誰もがご存知の いわゆるバスですが
(trg)="55.1"> Misy Bus any aminareo .
(trg)="55.2"> Izy ity dia toy ny bus rehetra izay efa fantatry ny olona rehetra .
(src)="54"> 車両の内部を電車のように作り変え
(trg)="56"> Ny ao anatiny dia ovaina ho kalesin-dalamby .
(src)="55"> 隔離された専用レーンを走ります
(trg)="57"> Mampiasa zotra misaraka , zotra izay efa voatokana .
(src)="56"> 建設業者はあまり喜びません 地下深く穴を掘る必要はありませんから
(trg)="59"> Tsy dia mila mangady lalina loatra .
(src)="57"> これはリオに建設中の駅です
(trg)="61"> Ity ohatra dia misy toerana fiantsonana izay amboarinay ao Rio .
(src)="58"> よろしいですか 駅を作るために 地下深く掘り下げる必要はないのです
(trg)="62"> Averiko indray mandeha , tsy dia ilaina ny mangady lalina loatra raha hanao toerana fiantsonana toy itony .
(src)="59"> この駅は地下鉄の駅と変わらない快適性と 設備を備えています
(trg)="63"> Ity fiantsonana ity dia mitovy hatsarana , mitovy zava-bita amin 'ny fiantsonana " métro "
(src)="60"> 1km あたりのコストは地下鉄の 10 分の 1 で済みます
(trg)="64"> Iray kilometatra amin 'io anefa dia am-pahafolon 'ny vidin 'ny métro .
(src)="61"> ですからより少ないコストでより早く 移動手段を確立することができるのです
(trg)="65"> Tsy dia mandany vola betsaka , kanefa mahavita haingana kokoa , afaka manova marina ny fivezivezen 'ny olona .
(src)="62"> これはリオの地図です この色のついた線が 我々の大容量交通網です
(trg)="67"> Ireo làlana rehetra , ny làlana rehetra miloko hitanao eto , dia tamba-jotra fitanterana mahazaka olona maro .
(src)="63"> 現段階では 人口の 18 % を この大容量交通網で運んでいます
(trg)="68"> Amin 'izao fotoana izao , dia mitatitra 18 % n 'ny mponina misy ao aminay izahay amin 'ny alalan 'ireo fomba fitanterana mahazaka olona maro ireo
(src)="64"> このBRTは 最も安くそして最も早い交通手段です 今後は人口の 63 % を この大容量交通で運ぶことになります
(trg)="69"> Miaraka amin 'ny BRT izay ataonay , marihiko eto indray , fa mora vidy sy haingam-pandeha , hisondrotra 63 % ny mponina ho tanterina amin 'itony fomba fitanterana mahazaka olona maro itony .
(src)="65"> 私が言いたいのは このような交通網を確立するためには決して たくさんのお金や労働力は必要ないということです
(trg)="70"> Tadidio ny teniko teo : Tsy ilaina akory ny manan-karena sy matanjaka ahavitana zavatra .
(src)="66"> 目的を達成するために独自のやり方を見つけるのです
(trg)="71"> Afaka mahita fomba hafa ianao hanaovan-javatra .
(src)="67"> 今日のふたつめの項目 未来の都市は 人々の機動性と統合に 配慮すべし ということです
(trg)="72"> Ny didy faharoa homeko anareo androany hariva dia , ny tanànan 'ny ampitso dia mila miatrika ny fitanterana ny olona rehetra monina ao aminy .
(src)="68"> 3 つめの項目に移りましょう
(trg)="73"> Hojerentsika ny didy fahatelo .
(src)="69"> ここが今日のポイントです
(trg)="74"> Izy ity no miteraka ny ady hevitra betsaka indrindra .
(src)="70"> ファヴェーラ スラム街 国によって 呼び方はいろいろとあると思います
(trg)="75"> ary mahakasika ny faritra iva , ireo fokontany mahantra antsoy amin 'izay tianareo iantsoana azy , omena anarana isan-karazany izy ireny eran-tany .
(src)="71"> しかし今日お伝えしたいのは ファヴェーラが常に問題になるわけではないということです
(trg)="76"> Fa ny tiana hotsipihina eto androany dia : tsy voatery ho olana ireny faritra iva ireny .
(src)="72"> つまり ファヴェーラに ちゃんとした公共政策を 投じていけば 問題は解決するのです
(trg)="77"> Ny tiako ho lazaina dia izao , ny faritra iva ihany koa dia mety ho vaha-olana , raha toa ka karakaraintsika izy ireny , raha toa ka asiana mpitandro ny filaminana amin 'ireny faritra iva ireny .
(src)="73"> もう一度リオの地図を見てみましょう
(trg)="78"> Aleo asehoko anareo amin 'ny sarintany .
(src)="74"> リオには 630 万人の住民がいます その 20 % 以上 140 万人がファヴェーラに住んでいます
(trg)="79"> Rio dia misy mponina 6,3 tapitrisa -- Maherin 'ny 20 % , 1,4 tapitrisa , dia miaina amin 'izany faritra iva izany .
(src)="75"> 赤いエリアは全てファヴェーラです
(trg)="80"> Ireny faritra menamena ireny dia faritra iva avokoa .
(src)="76"> 市の全域に存在していることがわかります
(trg)="81"> Raha jerenareo , dia miparitaka manerana ny renivohitra izy ireny .
(src)="77"> これはリオにある典型的なファヴェーラです
(trg)="82"> Toy izao ohatra izany faritra iva ao Rio izany raha jerena .
(src)="78"> 富裕層と貧困層の差が見て取れると思います
(trg)="83"> Hita miavaka tokoa ny mpanan-karena sy ny mahantra .
(src)="79"> ファヴェーラについて二つのポイントをお示しします
(trg)="84"> Anio dia zavatra roa no tiako hasongadina mikasika ny faritra iva .
(src)="80"> ひとつめは いわゆる悪いサークルを 実際のサークルに変えることができるということです
(trg)="85"> Ny voalohany dia ity , afaka ovany avy amin 'ny olana tsy misy fetra ho vahaolana tsy manam-petra izy ireny .
(src)="81"> しかしやるべきことは ファヴェーラの中に 基本的なサービスを提供すること 主に教育と医療です ハイクオリティな
(trg)="86"> Mba hatongavana amin 'izany kosa dia mila miditra any anatin 'ireny faritra iva ireny , mitondra ireo filàna fototra -- indrindra indrindra fa ny fanabeazana , ny fahasalamana -- manara-penitra .
(src)="82"> こちらをご覧ください
(trg)="87"> Omeko ohatra maimaika ianareo .
(src)="83"> これはリオにあるファヴェーラの古いビルです ( ファヴェーラの名前 ) これが小学校に変わりました しかも ハイクオリティな
(trg)="88"> Ity dia trano avo antitrantitra amin 'ny faritra iva iray ao Rio -- [ tsy dia mazava ny anaran 'ilay toerana ] izay novainay ho sekoly ambaratonga fototra , manara-penitra .
(src)="84"> これはファヴェーラの中に作った 診療所です これもハイクオリティな施設です
(trg)="89"> Ity dia toeram-piandraiketana ara-pahasalamana ifotony izay naorinay tamina faritra iva iray , manara-penitra ihany koa .
(src)="85"> 名前をファミリークリニックと言います
(trg)="90"> Toera-pitsaboana hoan 'ny fianakaviana no iantsoanay azy .
(src)="86"> ひとつめのポイントはファヴェーラの中に 基本的なサービスを ハイクオリティで提供するということです
(trg)="91"> Ny tokony atao voalohany dia ny fitondrana ny filàna fototra amin 'ireny faritra iva ireny ary manara-penitra izany .
(src)="87"> ファヴェーラを変えるふたつめのポイントは ファヴェーラの中にオープンスペースを作ったことです
(trg)="92"> Ny teboka faharoa tiako hapetraka dia izao , mila anokafana sehatra malalaka amin 'ireny faritra iva ireny .
(src)="88"> インフラを ファヴェーラへ スラム街へ どこへでも
(trg)="93"> Manorena fotodrafitrasa any amin 'ny faritra iva , any amin 'ny fokontany mahantra , n 'aiza n 'aiza misy anareo .
(src)="89"> リオは 2020 年までに 全てのファヴェーラを都市化することを目標としています
(trg)="94"> Rio dia manana tanjona tratrarina amin 'ny 2020 , dia ny mba ho tanàn-dehibe tanteraka ny faritra iva ao aminy .
(src)="90"> もうひとつの例です こちらは完全に住宅で囲まれています 私たちはここにナレッジスクエアという建物を作りました
(trg)="95"> Ohatra iray hafa , ity toerana ity taloha dia feno trano , avy eo izahay nanangana an 'ity , izay antsoinay hoe toeran 'ny fahalalàna .
(src)="91"> ここは高度な技術を使っていて すぐ隣の貧しい家に住んでいる子供でも ここへ来て全てのテクノロジーに触れることができます
(trg)="96"> Toerana misy ny teknolojia farany ny ankizy mipetraka amin 'ny trano manodidina ity toerana ity dia miditra ao ary mampiasa ireo teknolojia farany izay misy ao .
(src)="92"> 3D ムービーシアターもあります
(trg)="97"> Nasianay trano fijerena sary mihetsika mihitsy ary tao -- ary sary mihetsika 3D .
(src)="93"> これが変化をもたらします
(trg)="98"> Ary toy izany ny fiovana azonao amin 'izany .
(src)="94"> 一日いればこのTEDよりも素晴らしい経験ができます ファヴェーラに住む子供たちから たくさんの笑顔がこぼれています
(trg)="99"> Ary mandra-pahariva ny andro dia betsaka nohon 'ny loka " TED prize " no ho azonao amin 'izany , dia ny tsiky feno hafaliana atolotry ny ankizy miaina amin 'ireny faritra iva ireny .
(src)="95"> 今日の 3 つめの項目 未来の都市は 社会的に統治されるべし
(trg)="100"> Ny didy fahatelo apetrako aminareo anio dia : ny tanàn-dehibe ho avy dia tokony hampidirana ny resaka sosialy .
(src)="96"> もし都市が社会的に統治されていなければ
(trg)="101"> Tsy tokony hisy tanàn-dehibe izay tsy manana ny lafiny sosialy mifampiditra aminy .
(src)="97"> 何もすることはできません しかし 4 つめの項目 これがなければ 私は今ここにいなかったでしょう
(trg)="102"> Mba ahafahako miampita amin 'ny didy faha efatra , Raha ny tokony ho izy dia tsy tokony ho eto aho androany .
(src)="98"> 11 月から 5 月までリオは非常に込み合います
(trg)="103"> Ny vola novambra sy may , dia feno olona i Rio
(src)="99"> 先週カーニバルが開催されていました
(trg)="104"> Tamin 'ny herin 'andro ambony izahay dia tao anatin 'ny Carnaval .
(src)="100"> 素晴らしく 最高に楽しいものでした
(trg)="105.1"> Nahafinaritra tokoa .
(trg)="105.2"> Ary tena nampiala voly .