# hr/ted2020-1553.xml.gz
# mg/ted2020-1553.xml.gz


(src)="1"> Ljudi oko nas nam na mnogo načina mogu poboljšati naš život .
(trg)="1"> Ireo olona manodidina antsika dia afaka manampy amin 'ny fanatsarana ny fiainatsika .

(src)="2"> Ne sretnemo se sa svakim susjedom , tako da se mnogo mudrosti ne uspije prenijeti dalje iako dijelimo isti javni prostor .
(trg)="2"> Tsy afaka hifanerasera amin 'ireo mpifanila-bodirindrina rehetra isika , ka maro noho izany ny anatra tsy voampita , na dia samy mampiasa ireo toerana faobe ary isika .

(src)="3"> Tijekom posljednjih nekoliko godina pokušala sam podijeliti što više sa svojim susjedima u javnom prostoru , koristeći jednostavne alate poput naljepnica , šablona za crtanje i krede .
(trg)="3"> Nandritra ny taona maro dia nanandrana fomba ahafahana mifandray amin 'ireo mpiray tanàna aminà toerana faobe aho , amin 'ny alalan 'ny peta-drindrina sy ny " pochoir " ary ny tsaoka .

(src)="4"> Ti projekti proizašli su iz pitanja koja sam si postavljala , primjerice , koliku stanarinu plaćaju moji susjedi ?
(trg)="4"> Ireo tetikasa ireo dia teraka rehefa avy nanontany tena aho hoe , toy ny hoe firy amin 'ireo mpiray tanàna amiko no mandoa hofan-trano ?

(src)="5"> ( Smijeh ) Kako možemo posuditi više stvari bez kucanja na vrata u krivo vrijeme ?
(trg)="5"> ( Hehy ) Ahoana no ahafahantsika mampindrana na mindrana zavatra ka tsy mandondona am-baravaran 'ny hafa amin 'ny fotoana tsy mety ?

(src)="6"> Kako možemo podijeliti više svojih uspomena na napuštene zgrade , i bolje razumjeti svoj krajolik ?
(trg)="6"> Ahoana no fomba hifampizarantsika ireo tsiahin ' ireo trano tsy misy mipetraka intsony , sy mba hanomezana endrika tsara kokoa ny tanàna ?

(src)="7"> I kako možemo podijeliti više svojih nada na praznim pročeljima , tako da naša zajednica odražava naše potrebe i snove ?
(trg)="7"> Ary ahoana koa no hifampizarantsika fanantenana ho an 'ireo trano fampirantiana goana , ka ahazoan 'ny besinimaro mitaratra ny filantsika sy ny nofintsika ankehitriny ?

(src)="8"> Živim u New Orleansu i zaljubljena sam u taj grad .
(trg)="8"> Monina ao Nouvelles-Orléans aho izao , ary tiako Nouvelles-Orléans .

(src)="9"> Moju dušu uvijek umiruju ogromni hrastovi , koji pružaju sjenu ljubavnicima , pijancima i sanjarima već stotinama godina , a ja vjerujem gradu koji uvijek napravi mjesta za glazbu .
(trg)="9"> Milamina ery ny fanahiko mahita ireo hazo goavambe toy ny " chêne " , mampialoka ireo mpifankatia , ireo mamolava ary ireo mpanonofinofy efa nandritra ny zato taona izay , sady matoky kokoa ny tanàn-dehibe manome lanja ny mozika aho .

(src)="10"> ( Smijeh ) Imam osjećaj da svaki put kad netko kihne , New Orleans organizira paradu .
(trg)="10"> ( Hehy ) Mieritreritra aho fa isaky ny misy olona mihevina , dia misy fety ao Nouvelle-Orléans .

(src)="11"> ( Smijeh ) Taj grad ima jednu od najljepših arhitektura na svijetu , ali također ima i najveći broj napuštenih zgrada u Americi .
(trg)="11"> ( Hehy ) Io tanàn-dehibe io no manana maritrano tsara indrindra eto an-tany , nefa izy koa no manana trano haolo betsaka indrindra eto Amerika .

(src)="12"> Živim blizu ove kuće i razmišljala sam kako taj prostor učiniti ugodnijim za svoje susjedstvo , a razmišljala sam i o nečemu što mi je zauvijek promijenilo život .
(trg)="12"> Monina eo akaikin 'io trano io aho , dia nieritreritra aho hoe ahoana no ataoko hanatsarana io toerana io mba hanome endrika ny tanàna , ary koa nieritreritra zavatra hafa aho izay nanova ny fiainako mandrakizay .

(src)="13"> 2009 . godine izgubila sam nekoga koga sam jako voljela .
(trg)="13"> Tamin 'ny 2009 , nodimandry izay olona akaiky ahy izay .

(src)="14"> Njezino ime bilo je Joan i bila mi je majka .
(trg)="14"> Joan no anarany , toy ny reniko no fandraisako azy ,

(src)="15"> Njezina smrt bila je iznenadna i neočekivana .
(trg)="15"> ary tampoka tamiko sy tsy nampoiziko ny nahafatesany .

(src)="16"> Mnogo sam razmišljala o smrti ,
(trg)="16"> Dia lasa saina momban 'ny fahafatesana aho ,

(src)="17"> i ... postala sam zahvalna na vremenu koje imam ,
(trg)="17"> sy ny hoe tokony hahay hisaotra noho ireo andro rehetra niainako aho ,

(src)="18"> i ... tako sam shvatila koje stvari su sada bitne u mom životu .
(trg)="18"> ary nampisokatra ny saiko izany momba ny zavatra manan-danja rehetra amin 'ny fiainako manomboka izao .

(src)="19"> Ali teško je zadržati tu perspektivu u svakodnevnom životu .
(trg)="19"> Ka miady ho an 'io tanjona io aho amin 'ny fiainako andavanandro .

(src)="20"> Lako je zapeti u svakodnevnoj rutini i zaboraviti što nam je zapravo važno .
(trg)="20"> Hitako fa mora voafangoky ny fiainana isika , ka manadino ny tena manan-danja marina .

(src)="21"> Uz pomoć starih i novih prijatelja pretvorila sam zidove te napuštene kuće u ogromnu ploču i stavila šablone s rečenicom koju je trebalo nadopuniti : ' ' Prije nego umrem , želim ... ' '
(trg)="21"> Noho izany , noho ny fanampian 'ireo namana tranainy sy vaovao dia novaiko ny ilan 'ilay trano io haolo ho lasa solaitra be ary tamin 'ny " pochoir " no nandokoana ireo fehezanteny manao hoe : « Alohan 'ny hahafatesako , te- ... »

(src)="22"> Svatko tko prolazi može uzeti komadić krede , razmisliti o svom životu i podijeliti osobne želje na javnom prostoru .
(trg)="22"> Ireo olona rehetra mandalo eo dia afaka mandray tsaoka , mieritreritra ny fiainany ary manoratra ireo hetahetany manokana eo amin 'io toerana io .

(src)="23"> Nisam znala što očekivati od ovog pokusa , ali sljedeći dan zid je bio u potpunosti ispunjen i nastavio je rasti .
(trg)="23"> Mbola tsy fantatro izay ho fivoaran 'ity andrana ity , kanefa ny ampitso ihany dia feno tanteraka ilay rindrina , ary nitohy hatrany ny famenoana azy teo .

(src)="24"> Htjela bih vam pokazati par stvari koje su ljudi napisali na zid .
(trg)="24"> Hampiseho hafatra vitsivitsy nosoratan 'ny olona teo amin 'io rindrina io aho .

(src)="25"> ' ' Prije nego umrem , želim da mi sude za piratstvo . ' '
(trg)="25"> « Alohan 'ny hahafatesaka , te-hotsaraina amin 'ny asa jiolahi-tsambo aho .

(src)="26"> ( Smijeh ) ' ' Prije nego umrem , želim prekoračiti Međunarodnu datumsku granicu . ' '
(trg)="26"> » ( Hehy ) « Alohan 'ny hahafatesako , te-hanitsaka ny tsipiky ny daty iraisampirenena aho . »

(src)="27"> ' ' Prije nego umrem , želim pjevati za milijune ljudi . ' '
(trg)="27"> « Alohan 'ny hahafatesako , hihira manoloana olona an-tapitrisany aho .

(src)="28"> ' ' Prije nego umrem , želim posaditi drvo . ' '
(trg)="28"> » « Alohan 'ny hahafatesako , tsy maintsy mamboly hazo aho .

(src)="29"> ' ' Prije nego umrem , želim živjeti bez struje . ' '
(trg)="29"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hiaina tsy misy fifandraisana aho .

(src)="30"> ' ' Prije nego umrem , želim je još jednom zagrliti . ' '
(trg)="30"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hamihina azy indray mandeha farany aho .

(src)="31"> ' ' Prije nego umrem , želim nekome biti podrška . ' '
(trg)="31"> » « Alohan 'ny hahafatesako , tsy maintsy hanavotra olona aho .

(src)="32"> ' ' Prije nego umrem , želim u potpunosti biti ja . ' '
(trg)="32"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hijanona amin 'ny maha-izaho ahy hatrany aho .

(src)="33"> Tako je zanemaren prostor postao konstruktivan , a nade i snovi ljudi nasmijali su me , rasplakali i utješili me kad mi je bilo teško .
(trg)="33"> » Io toerana tsy misy mpiraharaha io zao lasa mampivelatra , ireo fanantenana sy nofinofin 'ny olona dia nisy nampihomehy ahy , nisy nampitomany ahy , ary koa nanambitamby ahy tamin 'ireo fotoan-tsarotra .

(src)="34.1"> Stvar je u tome da znamo da nismo sami , da razumijemo svoje susjede na nov način koji će nas prosvijetliti .
(src)="34.2"> Da napravimo prostor za promišljanje i kontemplaciju i da zapamtimo što je nam je najbitnije dok rastemo i mijenjamo se .
(trg)="34.1"> Ny zava-dehibe dia ny fahalalana fa tsy irery isika .
(trg)="34.2"> Ahafahana mifankafantatra tamin 'ireo mpifanila-bodirindrina io tamin 'ny fomba vaovao sy mahafinaritra .
(trg)="34.3"> Fanomezana toerana ny fieritreretana sy fandinihana lalina izao , sy fitadidiana ireo tena manan-danja rehefa mitombo sy miova isika .

(src)="35"> Ovo sam napravila prošle godine i počela sam dobivati stotine poruka strastvenih ljudi koji su sa svojom zajednicom također željeli napraviti zid .
(trg)="35"> Tamin 'ny herintaona no nataoko io tetikasa io ary naharay hafatra an-jatony tamin 'ireo olona liana te-hanangana rindrina toa io any amin 'ny fokontaniny aho ,

(src)="36"> Moji kolege iz gradskog centra i ja napravili smo kutiju s alatom i sad su takvi zidovi su napravljeni u državama širom svijeta , uključujući Kazakstan , Južnu Afriku , Australiju , Argentinu i još mnogo njih .
(trg)="36"> noho izany izaho sy ireo mpiara-miasa amiko dia nanamboatra " kit " ary ankehitriny firenena maro no efa ahitana rindrina toa io toy ny any Afrika Atsimo , Kazakhstan , any Aostralia , any Argentine sy ny maro hafa .

(src)="37"> Zajedno smo pokazali kako snažni naši javni prostori mogu biti ako imamo mogućnost izraziti se i podijeliti više jedni s drugima .
(trg)="37"> Isika miaraka dia afaka mampiseho fa ny toerana andalambe dia fitaovana lehibe ahafahana maneho hevitra sy mifampizara izany amin 'ny hafa .

(src)="38"> Dvije najvrednije stvari koje imamo jesu vrijeme i naši odnosi s drugim ljudima .
(trg)="38"> Ireo zavatra roa sarobidy ananantsika dia ny fotoana sy ny fifandraisana amin 'ny hafa .

(src)="39"> U vremenu sve veće otuđenosti , važnije je no ikad da nađemo način za očuvanje perspektive i zapamtimo kako je život kratak i krhak .
(trg)="39"> Vanimpotoana mahabetsaka ny rendrarendra izao , zava-dehibe anefa ny fitazonana tanjona sy fitadidiana hatrany fa fohy ary malemy ny fiainana .

(src)="40"> Smrt je često nepopularna tema , o tome se ne govori i čak ni ne razmišlja , ali shvatila sam da je priprema za smrt jedna od stvari koje će nas najviše osnažiti .
(trg)="40"> Matahotra hiresaka momban 'ny fahafatesana isika , na tsy te-hieritreritra izany mihitsy aza , kanefa mahatsapa aho fa ny fiomanana amin 'ny fahafatesana dia isan 'ny fandraisana andraikitra lehibe afaka ataontsika .

(src)="41"> Razmišljanje o smrti rasvjetljuje život .
(trg)="41"> Ny fieritreretana ny fahafatesana vao mainka manazava ny fiainana .

(src)="42"> Prostor koji dijelimo može bolje reflektirati što nam je bitno kao pojedincima i kao zajednici i s više načina da podijelimo svoje nade , strahove i priče , ljudi oko nas mogu nam pomoći da imamo ljepši prostor i da vodimo ljepši život .
(trg)="42.1"> Ireo toerana hifandraisantsika dia ahafahana mitaratra ny zava-dehibe amin 'ny maha-singan 'olona sy amin 'ny fiaraha-monina koa .
(trg)="42.2"> Misy fitaovana maro ahafahana mizara fanantenana , ahiahy ary tantara , afaka manampy antsika ireo olona manodidina antsika amin 'ny fanavaozana ireo toerana tsizarizary ahafahana manatsara ny fiainana .

(src)="43"> Hvala vam .
(trg)="43"> Misaotra indrindra .

(src)="44"> ( Pljesak ) ( Pljesak ) Hvala vam .
(trg)="44"> ( Tehaka ) ( Tehaka ) Misaotra .

(src)="45"> ( Pljesak ) ( Pljesak )
(trg)="45"> ( Tehaka ) ( Tehaka )

# hr/ted2020-1611.xml.gz
# mg/ted2020-1611.xml.gz


(src)="1"> Odrastao sam u Limpopou , na granici Limpopoa i Mpumalange , u gradiću zvanom Motetema .
(trg)="1"> Tao Limpopo no nahalehibe ahy , sisin-tany manasaraka an 'i Limpopo sy Mpumalanga , tanàna kely iray antsoina hoe Motetema .

(src)="2.1"> Opskrba vodom i strujom nepredvidiva je poput vremenskih prilika .
(src)="2.2"> Odrastajući u tako teškoj situaciji , kad sam imao 17 godina , opuštao sam se s nekolicinom prijatelja .
(src)="2.3"> Bila je zima i sunčali smo se .
(trg)="2"> Tsy dia azo antoka izay ihany ny famatsian-drano sy jiro , toy ny toetrandro tsy mena-mivadika , ary ny niaina tao anatin 'izany toe-javatra sarotra izany , teo amin 'ny faha-17 taona , niara-nanala azy tamina namana maromaro aho , ririnina ny andro tamin 'izay , nitaninandro izahay .

(src)="3"> Sunce u Limpopou zimi postane vrlo jako .
(trg)="3"> Mahamay be ny masoandro any Limpopo rehefa ririnina .

(src)="4"> Dok smo se tako sunčali , moj je najbolji prijatelj rekao : " Zašto netko ne izumi nešto što možeš samo nanijeti na kožu i onda se ne moraš kupati ? "
(trg)="4.1"> Teo am-pitanihana andro dia niteny tamiko ilay namako teo akaikiko .
(trg)="4.2"> " O lety e , tokony mba misy olona mamorona zavatra ahosotra amin 'ny hoditra l 'ty dia tsy mila mandro intsony a ! "

(src)="5"> Sjedio sam i pomislio : " Čovječe , kupio bih to . "
(trg)="5"> Nipetraka aho ary namaly hoe : " tonga dia vidiako be raha misy an 'izany ! "

(src)="6.1"> Otišao sam kući i malo istraživao .
(src)="6.2"> Otkrio sam neke vrlo šokatne statistike .
(trg)="6"> Nody aho rehefa avy eo , ary nanao fikarohana kely , ary nahita ireto antontan 'isa nanaitra ireto .

(src)="7"> Više od 2,5 milijarde ljudi danas nema pravi pristup vodi i sanitarnim uređajima .
(trg)="7"> Ankehitriny dia maherin 'ny 2,5 lavitrisa ny olona eto an-tany no tsy manana rano madio sy fidiovana manara-penitra .

(src)="8"> 450 milijuna njih nalazi se u Africi , a 5 milijuna u Južnoafričkoj Republici .
(trg)="8"> 450 tapitrisa amin 'ireo no any Afrika , ary 5 tapitrisa amin 'izany ao Afrika Atsimo .

(src)="9"> Različite bolesti bujaju u takvoj okolini , a najdrastičnija od njih zove se trahom .
(trg)="9"> Betsaka ireo aretina miroborobo ao anatin 'ny tontolo toa izany , ny tena mampivarahontsana amin 'ireo dia ny " trachome " .

(src)="10.1"> Trahom je infekcija oka zbog prljavštine koja uđe u oko .
(src)="10.2"> Višestruke infekcije trahomom mogu vas trajno oslijepiti .
(trg)="10.1"> Aretin 'ny maso vokatry ny loto mankany amin 'ny maso izy io .
(trg)="10.2"> Mety miteraka fahajambana tanteraka ny Trachome raha mihombo be loatra .

(src)="11.1"> Bolest trajno osljepljuje 8 milijuna ljudi svake godine .
(src)="11.2"> Šokantno je to što , da biste izbjegli infekciju trahomom , morate samo oprati lice : nikakav lijek , tablete ili injekcije .
(trg)="11.1"> 8 tapitrisa ny olona efa jamban 'ny trachome isan-taona .
(trg)="11.2"> Ny tena mampivarahontsana amin 'ilay izy dia zavatra tsotra kely toy ny fanasàna tarehy no hany fisorohana ny " trachome " : tsy mila fanafody na tsindrona .

(src)="12.1"> Nakon što sam vidio te šokantne statistike , pomislio sam : " Čak i ako to ne činim samo zbog sebe i toga što se ne želim kupati , barem bih to trebao učiniti da pokušam spasiti svijet . "
(src)="12.2"> ( Smijeh ) .
(src)="12.3"> Uz pomoć svoje male konjanice , mobitela Nokia 6234 , jer nisam imao laptop , a ni internet , osim u internet kafiću za 20 randa po satu -- istraživao sam na Wikipediji i Googleu o losionima , kremama , sastavima , talištima , toksičnosti .
(src)="12.4"> Bila je to znanost na razini srednje škole .
(src)="12.5"> Zapisao sam malu formulu na komadić papira i izgledala je poput posebnog začina u fast foodu .
(trg)="12.1"> Rehefa nahita ireo antontan 'isa ireo aho , dia nieritreritra , " Na dia hoe tsy ho ahy aza , sy ny hoe izaho tsy tia mandro , farafaharatsiny mba tokony hanao zavatra aho hanavotana an 'izao tontolo izao . "
(trg)="12.2"> ( Hehy ) Nampiasaiko ny Nokia 6234-ko -- Tsy nanana solosaina portable aho , tsy dia mbola afaka nigalabona tamin 'ny aterineto ihany koa , ankoatran 'ilay cybercafé andoavana 20 rand isan 'ora eo an-tanàna -- nanao fikarohana tamin 'ny Wikipedia , Google aho momba ireo fanafody ahosotra , herotra fanosotra , ireo taharo , ny mari-pàna mampitsonika azy , ny heriny sy ny loza mety aterany -- Nianatra siansa aho teny amin 'ny Anjerimanontolo -- ary namorona raikipohy ( formule ) kely , nataoko an-taratasy , ary toy ila sakay kely mampiavaka ny akoho nendasina KFC ilay izy , azonareo angamba ny tiako hambara .

(src)="13"> Pomislio sam kako imamo spremnu formulu .
(trg)="13"> Vonona ity ny " formule " .

(src)="14"> Sad je treba provesti u djelo .
(trg)="14"> Mila fampiharana sisa .

(src)="15.1"> Četiri godine kasnije , nakon što sam napisao poslovni plan od 40 stranica na mobitelu , kao i patent , najmlađi sam vlasnik patenta u državi , i ...
(src)="15.2"> ( " Nema više kupanja ! " )
(src)="15.3"> Ne mogu reći više od toga .
(src)="15.4"> ( Smijeh ) .
(src)="15.5"> Izumio sam DryBath , prvi losion na svijetu koji zamjenjuje kupanje .
(trg)="15.1"> Efatra taona taty aoriana , rehefa vita ny drafitra tetikasa 40 pejy natao tamin 'ny finday , vita koa ny brevet , izaho no zandriny indrindra amin 'ireo manana brevet d 'invention ao amin 'ny firenena , ary -- ( " Tsy mila mandro intsony ! " ) -- Izany ihany no azoko lazaina .
(trg)="15.2"> ( Hehy ) Namorona ny DryBath aho , fanosotra voalohany eto an-tany mahasolo ny fandroana amin 'ny rano .

(src)="16"> Doslovce ga nanesete na kožu i ne morate se kupati .
(trg)="16"> Ahosotra amin 'y hoditra izy io , dia tsy mila mandro intsony avy eo .

(src)="17.1"> ( Smijeh ) Nakon što sam to pokušao primijeniti u srednjoj školi , uz ograničena sredstva , otišao sam na studij , upoznao nekoliko ljudi , praktično ga primijenio i imamo potpuno funkcionalan proizvod spreman za izlazak na tržište .
(src)="17.2"> Dostupan je na tržištu .
(trg)="17.1"> ( Hehy ) Rehefa nezahana izay nampety azy teny amin 'ny Anjerimanontolo , niaraka tamin 'ny enti-manana kely nananana , dia niakatra fianarana ambony aho , nahafantatra olona vitsivitsy , nampihatra azy , ary niafarany dia nahavita ity vokatra mahomby izay vonona ny hamidy eny an-tsena .
(trg)="17.2"> Efa azo vidiana eny amin 'ny tsena io izao .

(src)="18"> Naučili smo nekoliko lekcija iz komercijalizacije i nastojanja da DryBath učinimo dostupnim .
(trg)="18"> Betsaka ireo lesona azo tamin 'ny fivarotana sy famatsiana ny DryBath .

(src)="19"> Jedna od stvari koje smo naučili bila je da siromašne zajednice ne kupuju proizvode na veliko .
(trg)="19"> Ny iray tamin 'ireo dia ny olona avy amin 'ny fiaraha-monina sahirana dia tsy mividy vokatra ambongadiny .

(src)="20.1"> Kupuju ih prema potrebi .
(src)="20.2"> Osoba u Alexu neće kupiti kutiju cigareta .
(src)="20.3"> Kupit će jednu cigaretu svaki dan , iako je tako skuplje .
(trg)="20.1"> Mividy an-tsinjarany no ataony .
(trg)="20.2"> Ny olona any Alex dia tsy mividy sigara amin 'ny fonosany .
(trg)="20.3"> Sigara iray no vidiany isan 'andro , na dia lafolafo kokoa ary izany .

(src)="21"> Zato smo DryBath pakirali u inovativne male vrećice .
(trg)="21"> Noho izany dia natao tamin 'ny fonosany madinika ny DryBath .

(src)="22"> Pretrgnete ih napola i istisnete ga .
(trg)="22"> Tatahana ilay fonosany dia potserina hivoaka ny ao anatiny .

(src)="23"> Super je to što jedna vrećica zamjenjuje jedno kupanje po cijeni od pet randa .
(trg)="23"> ary ny milay aminilay izy , dia ny iray fonosana dia mahasolo fandroana iray ary andoavana 5 rand .

(src)="24"> Nakon stvaranja tog modela , puno smo naučili i o primjeni proizvoda .
(trg)="24"> Rehefa vita io modely io , dia betsaka koa ireo lesona azo momba ny famatsina ilay vokatra .

(src)="25.1"> Shvatili smo da i bogata djeca iz predgrađa stvarno žele DryBath .
(src)="25.2"> ( Smijeh ) .
(src)="25.3"> Barem jednom tjedno .
(trg)="25.1"> Hitanay fa na ireo zanaky ny mpanana avy any amin 'ny sisin-tanàna aza dia nila ny DryBath .
(trg)="25.2"> ( Hehy ) Na dia hoe indray mandeha isan-kerinandro fotsiny aza .

(src)="26"> Shvatili smo da možemo uštedjeti 80 milijuna litara vode svaki put kad oni preskoče kupanje , a uštedjeli bismo i dva sata na dan djeci koja žive u ruralnim područjima , dva sata više za školu , dva sata više za zadaću , dva sata više da samo budu djeca .
(trg)="26"> Na dia izany aza , tsapanay fa afaka mitsitsy rano 80 tapitrisa litatra izahay isaky ny tsy mampiasa rano handroana ny olona ary ora roa isan 'andro ihany koa no tombony azon 'ny ankizy any amin 'ireo faritra mbanivolo , mitombo adiny roa izany ny ora any an-tsekoly , adiny roa fanampiny hanaovana enti-mody , ary adiny roa tsotra izao hilalaovany amin 'ny maha-zaza azy .

(src)="27"> Nakon što smo vidjeli taj globalni učinak , suzili smo ga na našu ključnu vrijednosnu pretpostavku , što je čistoća i praktičnost .
(trg)="27"> Rehefa hita ireo vokany isan-karazany ireo dia natao izay hifantohany amin 'ny hevi-dehibe ijoroany , dia ny fahadiovana sy ny fanamorana ny fiainana .

(src)="28"> DryBath je praktičan za bogate , a siromašnima spašava živote .
(trg)="28"> Manamora ny fiainan 'ny mpanana ny DryBath ary mamonjy ny sahirana ihany koa .

(src)="29.1"> Nakon što smo proizvod primijenili u praksi , sad smo na rubu toga da ga prodamo multinacionalnoj kompaniji koja će ga lansirati na maloprodajno tržište .
(src)="29.2"> Pitanje koje danas imam za publiku glasi : na šljunčanim cestama Limpopoa , sa džeparcem od 50 randa tjedno , smislio sam način da se svijet ne kupa .
(trg)="29"> Rehefa vita ny fampiharana rehetra , dia eo an-dàlana hivarota azy amina orinsa lehibe maneran-tany iray izahay hivarotra azy amin 'ny mpaninjara , ary fanontaniako aminareo androany dia ny hoe , Avy amin 'ireo làlana vatovato any Limpopo , 50r and isan-kerinandro no vatsy , Into aho ankehitriny nahita fomba iray hialàna amin 'ny fandroana .

(src)="30.1"> Što sprečava vas ?
(src)="30.2"> ( Pljesak ) Još nisam gotov .
(trg)="30.1"> Inona no manakana anareo ?
(trg)="30.2"> ( Tehaka ) Mbola tsy vita.Mbola tsy vita .

(src)="31"> Naučio sam još jednu ključnu stvar tijekom čitavog ovog procesa , a to je da me prošle godine Google imenovao jednim od najbistrijih mladih umova na svijetu .
(trg)="31"> Ary ny lesona lehibe iray ihany koa nadritra io tantara rehetra io , dia voahosotry Google ho anisan 'ireo saina mahiratra indrindra eto an-tany aho .

(src)="32.1"> Također sam trenutno i najbolji student poduzetnik na svijetu , prvi Afrikanac koji je primio to priznanje , a ono što me stvarno zbunjuje jest to što sam sve to učinio samo zato što se nisam želio kupati .
(src)="32.2"> Hvala .
(trg)="32.1"> Izaho ihany koa no mpianatra sady mpandraharaha mahay indrindra eto an-tany , Afrikanina voalohany nahazo izay fankasitrahana izay ary ny zavatra tena mba nahagaga ahy dia ny tsy fitiavako mandro no nahavitako an 'izany rehetra izany .
(trg)="32.2"> Misaotra tompoko .

# hr/ted2020-285.xml.gz
# mg/ted2020-285.xml.gz


(src)="1"> Ovo je nešto na čemu još radimo a temelji se na pojedinim komentarima danim na TED-u prije dvije godine o potrebi za spremištem za cjepivo
(trg)="1"> Tetikasa an-dalam-panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan-kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .

(src)="2"> ( Glazba ) [ Na ovom planetu ] [ 1.6 milijardi ljudi ] [ nemaju pristup električnoj energiji ] [ rashladnim sustavima ] [ ili pohranjenim gorivima ] [ to je problem ] [ koji utječe na : ] [ širenje bolesti ] [ skladištenje hrane i lijekova ] [ i kvalitetu života ]
(trg)="2.1"> ( Mozika ) [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1.6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]
(trg)="2.2"> [ Olana lehibe izany ] [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ] [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]

(src)="3.1"> [ evo što predlažemo : jeftin rashladni sustav koji ne koristi struju ... ] [ ... propan , benzin , kerozin ili potrošnu robu ] [ vrijeme je za malo termodinamike ] [ I priču o hladnjaku koji se bazira na povremenoj apsorpciji ] Prije 29 godina slušao sam profesora termodinamike koji je govorio o apsorpciji i rashlađivanju .
(src)="3.2"> Bila je to jedna od stvari koje su mi se urezale u pamćenje .
(src)="3.3"> Prilično je nalikovala Stirlingovom stroju : bila je fora , ali niste znali što biste s time .
(src)="3.4"> Izmislio ju je Ferdinand Carre 1858 . godine ,
(trg)="3.1"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra … ] [ … entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .
(trg)="3.2"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an-tsaiko izany .
(trg)="3.3"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .
(trg)="3.4"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 ,

(src)="4"> ali nije mogao ništa izgraditi s njom zbog alata koje je imao tada na raspolaganju .
(trg)="4"> saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .

(src)="5"> Onda je ludi Kanađanin po imenu Powell Crosley 1928 . godine komercijalizirao nešto što je nazvao Icyball , i to je bila zbilja sjajna ideja ,
(trg)="5"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity ,

(src)="6"> objasnit ću kasnije zašto nije funkcionirala , no , evo o čemu se radi .
(trg)="6"> ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .

(src)="7"> Postoje dvije sfere , odvojene i udaljene jedna od druge .
(trg)="7"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .

(src)="8.1"> U jednoj je radna tekućina , voda i amonijak , a u drugoj je kondenzator .
(src)="8.2"> Zagrijete jednu stranu , vrelu stranu .
(trg)="8.1"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .
(trg)="8.2"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .

(src)="9"> Amonijak ispari i ponovno se kondenzira s druge strane .
(trg)="9"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .

(src)="10"> Pustite neka se ohladi na sobnu temperaturu , i tada , dok amonijak ponovno isparava i miješa se s vodom na ranije vreloj strani , stvara moćan učinak rashlađivanja .
(trg)="10"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari-pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .

(src)="11"> Odlična ideja , ali nije funkcionirala .
(trg)="11"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .

(src)="12.1"> Sve je eksplodiralo .
(src)="12.2"> Zato što korištenjem amonijaka dobivate jako visoke tlakove
(trg)="12"> Ahazoana tsindrin-drivotra mahery ny ammoniaque

(src)="13.1"> zagrijete li ga na krivi način .
(src)="13.2"> Tlak je bio veći od 27 bara .
(src)="13.3"> Amonijak je bio otrovan .
(trg)="13.1"> rehefa hafanaina tsara .
(trg)="13.2"> Nahatratra 400psi izany .
(trg)="13.3"> Ny ammoniaque dia poizina .

(src)="14"> Špricao je posvuda .
(trg)="14"> Ka niparitaka be ilay izy .

(src)="15"> Ipak , bila je to zanimljiva zamisao .
(trg)="15"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .

(src)="16"> I tako , dobro je što je 2006 . godina i što možemo puno toga napraviti računalima .
(trg)="16"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan 'ny haikajy .

(src)="17.1"> Pa smo uključili čitav Odjel za termodinamiku sa Sveučilišta Stanford .
(src)="17.2"> Puno računanja dinamike fluida .
(trg)="17.1"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .
(trg)="17.2"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .

(src)="18"> Dokazali smo da je većina tablica o rashlađivanjem amonijakom pogrešno .
(trg)="18"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .

(src)="19"> Našli smo neke neotrovne rashlađivače koji su funkcionirali na vrlo niskoj razini tlaka Doveli smo i tim iz Velike Britanije
(trg)="19.1"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin-drivotra ambany .
(trg)="19.2"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --

(src)="20"> ima puno stručnjaka za rashlađivanje , pokazalo se , u Velikoj Britaniji -- sagradili smo probni model i dokazali kako , u stvari , možemo proizvesti niskotlačni , neotrovni hladnjak .
(trg)="20"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .

(src)="21"> Evo kako funkcionira .
(trg)="21"> Toy izao ny fiasany .

(src)="22.1"> Stavite ga na vatru .
(src)="22.2"> Većina ljudi u svijetu imaju vatru za kuhanje ,
(trg)="22.1"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .
(trg)="22.2"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana ,

(src)="23"> bilo da koriste izmet deve ili drvo kao gorivo .
(trg)="23"> na avy amin 'ny tain-drameva na kitay io .