# hi/ted2020-1553.xml.gz
# mg/ted2020-1553.xml.gz


(src)="1"> ऐसे बहुत से तर के हैं ज नसे हम रे आसप स के ल ग हम र ज़ न्दग क बेहतर बन सकते हैं ।
(trg)="1"> Ireo olona manodidina antsika dia afaka manampy amin 'ny fanatsarana ny fiainatsika .

(src)="2"> हम अपने हर पड स से नह ं टकर ते , इसल ए बहुत स र ज्ञ न कभ भ आगे नह ं बढ़ प त , ह ल ंक हम सब स म न स र्वजन क व त वरण में ह ह ते हैं .
(trg)="2"> Tsy afaka hifanerasera amin 'ireo mpifanila-bodirindrina rehetra isika , ka maro noho izany ny anatra tsy voampita , na dia samy mampiasa ireo toerana faobe ary isika .

(src)="3"> इसल ए प छले कुछ स ल ं में , मैंने अपने पड़ स य ं के स थ स र्वज नक व त वरण में ज्य द सहभ ग के ल ए बहुत तर के अपन ये हैं , ज नमे मैंने स ध रण उपकरण ं जैसे stickers , stencils और chalk क इस्तेम ल क य है |
(trg)="3"> Nandritra ny taona maro dia nanandrana fomba ahafahana mifandray amin 'ireo mpiray tanàna aminà toerana faobe aho , amin 'ny alalan 'ny peta-drindrina sy ny " pochoir " ary ny tsaoka .

(src)="4"> और इन पर य जनओं क जन्म कुछ ऐसे सव ल ं से हुआ , जैसे क मेरे पड स अपने घर के ल ए क तन क र य दे रहे हैं ?
(trg)="4"> Ireo tetikasa ireo dia teraka rehefa avy nanontany tena aho hoe , toy ny hoe firy amin 'ireo mpiray tanàna amiko no mandoa hofan-trano ?

(src)="5"> ( हँस ) हम क स तरह से क स के घर पर गलत वक़्त पर दस्तक द ए ब न , ज्य द उध र ले य दे सकते हैं ?
(trg)="5"> ( Hehy ) Ahoana no ahafahantsika mampindrana na mindrana zavatra ka tsy mandondona am-baravaran 'ny hafa amin 'ny fotoana tsy mety ?

(src)="6"> हम कैसे हम र त्य ग हुई इम रत ं क य द ं क ज्य द ब ँट सकते हैं , और हम रे भुदेश्य क एक बेहतर समझ ह स ल कर सकते हैं ?
(trg)="6"> Ahoana no fomba hifampizarantsika ireo tsiahin ' ireo trano tsy misy mipetraka intsony , sy mba hanomezana endrika tsara kokoa ny tanàna ?

(src)="7"> और हम कैसे हम र ख ल दुक न ं क उम्म द ं क और ज्य द ब ँट सकते हैं , ज ससे आज हम र सम ज हम र जरूरत ं और सपन ं क प्रत ब ंब त कर सके ?
(trg)="7"> Ary ahoana koa no hifampizarantsika fanantenana ho an 'ireo trano fampirantiana goana , ka ahazoan 'ny besinimaro mitaratra ny filantsika sy ny nofintsika ankehitriny ?

(src)="8"> अब मैं New Orleans में रहत हूँ , और मुझे New Orleans से प्य र है ।
(trg)="8"> Monina ao Nouvelles-Orléans aho izao , ary tiako Nouvelles-Orléans .

(src)="9"> इन व श ल ज वंत oak के वृक्ष ं से मेर आत्म क श ंत म लत है , व भ न्न प्य र करने व ले , शर ब और सैकड़ ं स ल ं से सपने देखने व ले और मैं ऐसे शहर पर व श्व स करते हैं ज हमेश संग त के ल ए र स्त बन त है । ( हँस )
(trg)="9"> Milamina ery ny fanahiko mahita ireo hazo goavambe toy ny " chêne " , mampialoka ireo mpifankatia , ireo mamolava ary ireo mpanonofinofy efa nandritra ny zato taona izay , sady matoky kokoa ny tanàn-dehibe manome lanja ny mozika aho .

(src)="10"> मुझे ऐस महसूस ह त है जैसे , यह ँ जब भ क स क छ ंक आत है New Orleans में जलूस न कलत है । ( हँस )
(trg)="10"> ( Hehy ) Mieritreritra aho fa isaky ny misy olona mihevina , dia misy fety ao Nouvelle-Orléans .

(src)="11"> इस शहर मैं इस व श्व के कुछ बहुत ह खूबसूरत व स्तुश ल्प हैं , परन्तु यह ँ america क अध कतर बह ष्कृत संपत्त भ हैं ।
(trg)="11"> ( Hehy ) Io tanàn-dehibe io no manana maritrano tsara indrindra eto an-tany , nefa izy koa no manana trano haolo betsaka indrindra eto Amerika .

(src)="12"> मैं इस घर के नजद क रहत हूँ और मैंने स च क मैं कैसे इसे अपने पड़ स य ं के ल ए एक बेहतर स्थ न बन सकत हूँ , और मैंने ऐस कुछ भ स च ज सने मेर ज़ न्दग क हमेश के ल ए बदल द य ।
(trg)="12"> Monina eo akaikin 'io trano io aho , dia nieritreritra aho hoe ahoana no ataoko hanatsarana io toerana io mba hanome endrika ny tanàna , ary koa nieritreritra zavatra hafa aho izay nanova ny fiainako mandrakizay .

(src)="13"> 2009 में , मैंने अपने बहुत ह प्र य व्यक्त क ख द य .
(trg)="13"> Tamin 'ny 2009 , nodimandry izay olona akaiky ahy izay .

(src)="14"> उनक न म joan थ , और व मेर म ँ क तरह थ ,
(trg)="14"> Joan no anarany , toy ny reniko no fandraisako azy ,

(src)="15"> और उनक मृत्यु अच नक और अनपेक्ष त थ ।
(trg)="15"> ary tampoka tamiko sy tsy nampoiziko ny nahafatesany .

(src)="16"> और मैंने मृत्यु के ब रे मैं बहुत स च ,
(trg)="16"> Dia lasa saina momban 'ny fahafatesana aho ,

(src)="17"> और इससे मुझे अपने गुज़रे वक़्त के ल ए बहुत कृतज्ञत महसूस हुई ,
(trg)="17"> sy ny hoe tokony hahay hisaotra noho ireo andro rehetra niainako aho ,

(src)="18"> और मुझे यह स्पष्ट हुआ क मेरे ज वन के ल ए अब क्य महत्वपूर्ण है ।
(trg)="18"> ary nampisokatra ny saiko izany momba ny zavatra manan-danja rehetra amin 'ny fiainako manomboka izao .

(src)="19"> परन्तु मैं इस दृष्ट क ण क अपने दैन क ज वन में बन ये रखने के ल ए बहुत संघर्ष करत हूँ ।
(trg)="19"> Ka miady ho an 'io tanjona io aho amin 'ny fiainako andavanandro .

(src)="20"> मुझे महसूस ह त है जैसे दैन क द नचर्य में फसन बहुत आस न है , और यह भूल ज न क आपके ल ए व स्तव में क्य महत्वपूर्ण है ।
(trg)="20"> Hitako fa mora voafangoky ny fiainana isika , ka manadino ny tena manan-danja marina .

(src)="21"> इसल ए अपने नए और पुर ने द स्त ं क मदद से , मैंने इस बह ष्कृत घर क एक तरफ क द व र क एक व श ल च क ब र्ड में बदल द य और stencil से इस पर " र क्त स्थ न भर " व क्य बन य : " अपन मृत्यु से पहले , मैं .... करन च हत हूँ । "
(trg)="21"> Noho izany , noho ny fanampian 'ireo namana tranainy sy vaovao dia novaiko ny ilan 'ilay trano io haolo ho lasa solaitra be ary tamin 'ny " pochoir " no nandokoana ireo fehezanteny manao hoe : « Alohan 'ny hahafatesako , te- ... »

(src)="22"> इसल ए अब क ई भ र हग र एक च क क टुकड़ उठ ये , अपन ज़ न्दग के ब रे में व च र करे और अपन व्यक्त गत आक ंक्ष ओं क स र्वजन क रूप से ब ँट सके ।
(trg)="22"> Ireo olona rehetra mandalo eo dia afaka mandray tsaoka , mieritreritra ny fiainany ary manoratra ireo hetahetany manokana eo amin 'io toerana io .

(src)="23"> मैं नह ं ज नत थ क इस प्रय ग से क्य आश कर सकत हूँ , परन्तु अगले ह द न , व द व र पूर भर गय थ , और यह सब बढत ह गय ।
(trg)="23"> Mbola tsy fantatro izay ho fivoaran 'ity andrana ity , kanefa ny ampitso ihany dia feno tanteraka ilay rindrina , ary nitohy hatrany ny famenoana azy teo .

(src)="24"> और मैं कुछ ब तें बत न च हूंग ज ल ग ं ने उस द व र पर ल ख ।
(trg)="24"> Hampiseho hafatra vitsivitsy nosoratan 'ny olona teo amin 'io rindrina io aho .

(src)="25"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं स ह त्य क च र के ल ए दण्ड त ह न च हत हूँ । " ( हँस )
(trg)="25"> « Alohan 'ny hahafatesaka , te-hotsaraina amin 'ny asa jiolahi-tsambo aho .

(src)="26"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं अन्तर्र ष्ट्र य Date रेख पर चलन च हत हूँ । "
(trg)="26"> » ( Hehy ) « Alohan 'ny hahafatesako , te-hanitsaka ny tsipiky ny daty iraisampirenena aho . »

(src)="27"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं ल ख ं के ल ए ग न च हत हूँ " .
(trg)="27"> « Alohan 'ny hahafatesako , hihira manoloana olona an-tapitrisany aho .

(src)="28"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं एक पेड़ लग न च हत हूँ । "
(trg)="28"> » « Alohan 'ny hahafatesako , tsy maintsy mamboly hazo aho .

(src)="29"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं व्यक्त गत तर के से उत्प द त ब जल क इस्तेम ल करन च हत हूँ ।
(trg)="29"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hiaina tsy misy fifandraisana aho .

(src)="30"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं उसे एक और ब र पकड़न च हत हूँ " .
(trg)="30"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hamihina azy indray mandeha farany aho .

(src)="31"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं क स क घुड़सव र फ़ ज क ह स्स बनन च हत हूँ । "
(trg)="31"> » « Alohan 'ny hahafatesako , tsy maintsy hanavotra olona aho .

(src)="32"> " अपन मृत्यु से पहले , मैं पूर तरह से " मैं " बनन च हत हूँ ।
(trg)="32"> » « Alohan 'ny hahafatesako , te-hijanona amin 'ny maha-izaho ahy hatrany aho .

(src)="33"> इस तरह से यह उपेक्ष त स्थ न एक रचन त्मक स्थ न बन गय , और ल ग ं क उम्म द ं और सपन ं ने मुझे बेइंतह हंस य , रुल य , और मेरे मुश्क ल वक़्त में मुझे द ल स द ल य |
(trg)="33"> » Io toerana tsy misy mpiraharaha io zao lasa mampivelatra , ireo fanantenana sy nofinofin 'ny olona dia nisy nampihomehy ahy , nisy nampitomany ahy , ary koa nanambitamby ahy tamin 'ireo fotoan-tsarotra .

(src)="34"> यह आपक यह एहस स द ल त है क आप अकेले नह ं हैं । यह आपक अपने पड़ स य ं क नए और आल क त तर के से समझने में मदद करत है । आपक च ंतन और मनन करन च ह ए , और यह य द रखन च ह ए क जैसे हम आगे बढ़ रहे हैं और बदल रहे हैं , हम रे ल ए व स्तव में क्य सबसे महत्वपूर्ण है ।
(trg)="34.1"> Ny zava-dehibe dia ny fahalalana fa tsy irery isika .
(trg)="34.2"> Ahafahana mifankafantatra tamin 'ireo mpifanila-bodirindrina io tamin 'ny fomba vaovao sy mahafinaritra .
(trg)="34.3"> Fanomezana toerana ny fieritreretana sy fandinihana lalina izao , sy fitadidiana ireo tena manan-danja rehefa mitombo sy miova isika .

(src)="35"> मैंने यह प छले स ल बन य थ और मुझे ज श ले ल ग ं से सैकड़ ं सन्देश प्र प्त हुए ज अपने समुद य के स थ एक द व र बन न च हते थे ,
(trg)="35"> Tamin 'ny herintaona no nataoko io tetikasa io ary naharay hafatra an-jatony tamin 'ireo olona liana te-hanangana rindrina toa io any amin 'ny fokontaniny aho ,

(src)="36"> इसल ए मेरे नगर केंद्र के सहकर्म य ं और मैंने एक उपकरण समूह बन य , और अब यह द व रें व श्व के बहुत स रे देश ं में बन य ं गय हैं , ज न में kazakhstan , south africa , Australia , argentina और बहुत से देश श म ल हैं ।
(trg)="36"> noho izany izaho sy ireo mpiara-miasa amiko dia nanamboatra " kit " ary ankehitriny firenena maro no efa ahitana rindrina toa io toy ny any Afrika Atsimo , Kazakhstan , any Aostralia , any Argentine sy ny maro hafa .

(src)="37"> म लजुल कर , हमने यह दर्श य हैं क हम रे स र्वजन क स्थ न क तने प्रभ वश ल ह सकते हैं , यद हमें आव ज उठ ने क और एक दुसरे से ब ंटने क म क द य ज ए ।
(trg)="37"> Isika miaraka dia afaka mampiseho fa ny toerana andalambe dia fitaovana lehibe ahafahana maneho hevitra sy mifampizara izany amin 'ny hafa .

(src)="38"> हम रे प स ज द सबसे ज्य द अनम ल च ज़ें हैं , व हैं , समय और हम रे अन्य ल ग ं के स थ सम्बन्ध ।
(trg)="38"> Ireo zavatra roa sarobidy ananantsika dia ny fotoana sy ny fifandraisana amin 'ny hafa .

(src)="39"> हम रे इस ज़म ने में ज स में व कर्षण बढ़ते ज रहे हैं , यह पहले से बहुत ज्य द महत्वपूर्ण ह गय क हम यह दृष्ट क ण बन ये रखें और यह य द रखें क ज़ न्दग संक्ष प्त और न ज़ुक है ।
(trg)="39"> Vanimpotoana mahabetsaka ny rendrarendra izao , zava-dehibe anefa ny fitazonana tanjona sy fitadidiana hatrany fa fohy ary malemy ny fiainana .

(src)="40"> मृत्यु के ब रे में ब त करने य स चने के ब रे में हम अक्सर हत त्स ह त ह ते हैं , परन्तु मैंने यह समझ है क मृत्यु क तैय र करके आप अपने आपक बहुत ज्य द शक्त श ल बन सकते हैं ।
(trg)="40"> Matahotra hiresaka momban 'ny fahafatesana isika , na tsy te-hieritreritra izany mihitsy aza , kanefa mahatsapa aho fa ny fiomanana amin 'ny fahafatesana dia isan 'ny fandraisana andraikitra lehibe afaka ataontsika .

(src)="41"> मृत्यु के ब रे में स चने से आपक ज़ न्दग क स्पष्ट करत है ।
(trg)="41"> Ny fieritreretana ny fahafatesana vao mainka manazava ny fiainana .

(src)="42"> हम रे सहभ ज स्थ न ज्य द बेहतर रूप से प्रत ब ंब त कर सकते हैं क हम रे ल ए व्यक्त गत और एक समुद य क तरह क्य महत्वपूर्ण हैं , और अपने उम्म द ं , डर और कह न य ं क ब ंटने के नए तर क ं क इस्तेम ल करने से हम रे आस प स के ल ग हमें स र्फ बेहतर जगह बन ने में ह नह ं , यह हमें बेहतर ज़ न्दग ज ने में मदद कर सकते हैं ।
(trg)="42.1"> Ireo toerana hifandraisantsika dia ahafahana mitaratra ny zava-dehibe amin 'ny maha-singan 'olona sy amin 'ny fiaraha-monina koa .
(trg)="42.2"> Misy fitaovana maro ahafahana mizara fanantenana , ahiahy ary tantara , afaka manampy antsika ireo olona manodidina antsika amin 'ny fanavaozana ireo toerana tsizarizary ahafahana manatsara ny fiainana .

(src)="43"> धन्यव द् .
(trg)="43"> Misaotra indrindra .

(src)="44"> ( त ल य ँ ) ( त ल य ँ ) धन्यव द् .
(trg)="44"> ( Tehaka ) ( Tehaka ) Misaotra .

(src)="45"> ( त ल य ँ ) ( त ल य ँ )
(trg)="45"> ( Tehaka ) ( Tehaka )

# hi/ted2020-285.xml.gz
# mg/ted2020-285.xml.gz


(src)="1"> यह क म अभ प्रक्र य में है कुछ उन ट प्पण य ं पर आध र त ज TED में द स ल पहले क गय थ ट के के भण्ड रण क ज़रुरत के ब रे में .
(trg)="1"> Tetikasa an-dalam-panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan-kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .

(src)="2"> ( संग त ) [ इस ग्रह पर ] [ १.६ अरब ल ग ] [ ब जल क उपय ग नह ं कर सकते है ] [ प्रश तन ] [ य संग्रह त ईंधन ] [ यह एक समस्य है ] [ यह प्रभ व त करत है ] [ ब म र के प्रस र ] [ ख द्य और दव के भंड रण ] [ और ज वन क गुणवत्त क ]
(trg)="2.1"> ( Mozika ) [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1.6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]
(trg)="2.2"> [ Olana lehibe izany ] [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ] [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]

(src)="3"> [ त य जन यह है : सस्त प्रश तन ज ब जल क उपय ग नह ं करत है ..... ] [ .... प्र पेन , गैस , म ट्ट क तेल , य उपभ ग्य स मग्र य ं क भ नह ं ] [ अब कुछ ऊष्मप्रवैग क के ल ए समय ] [ और आंतर य क अवश षण रेफ्र जरेटर ं क कह न ] त २९ स ल पहले , मेरे ऊष्मप्रवैग क श क्षक ने अवश षण और प्रश तन के ब रे में ब त क थ । यह उन च ज ं है ज मेरे स र में फँस गय । यह स्टर्ल ंग इंजन जैसे थ : यह अच्छ थ लेक न तुम्हें इसके स थ क्य करन है पत नह ं थ । और यह 1858 में फर्ड नेंड क र द्व र आव ष्क र क य गय थ ,
(trg)="3.1"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra … ] [ … entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .
(trg)="3.2"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an-tsaiko izany .
(trg)="3.3"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .
(trg)="3.4"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 ,

(src)="4"> लेक न वह व स्तव में उसके स थ कुछ भ नह ं बन सकते थे क्य ंक समय के उपकरण ं के स थ यह कुछ भ नह ं बन सक
(trg)="4"> saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .

(src)="5"> इस द व ने कन ड यन प वल क्र स्ले ने आईस ब ल ( Icyball ) क १९२८ में व ण ज्य क क य , और यह एक बहुत बध य व च र थ ,
(trg)="5"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity ,

(src)="6"> और यह क्य ं क म नह ं क य मैं बत ने ज रह हूँ , लेक न यह इस प्रक र क म करत है .
(trg)="6"> ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .

(src)="7"> वह ँ द क्षेत्र ं है और वे एक दूर से अलग ह ते है .
(trg)="7"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .

(src)="8"> एक मैं तरल पद र्थ , प न , और अम न य है , और दूसरे मैं संघन त्र है . अगर आप एक तरफ गरम करें , त गर्म पक्ष .
(trg)="8.1"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .
(trg)="8.2"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .

(src)="9"> अम न य उड ज त है , और वह फ र दूसरे पक्ष में ग ढ़ ह ज त है
(trg)="9"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .

(src)="10"> इसे कमरे के त पम न तक ठंड करे और फ र , जैसे ह अम न य फ र से उड ज त है और प न के स थ जुड़ ज त है व पस पूर्व गर्म कक्ष क ओर , यह एक शक्त श ल श तलन प्रभ व पैद करत है .
(trg)="10"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari-pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .

(src)="11"> त यह एक अच्छ व च र है , लेक न यह ब ल्कुल क म नह ं क य
(trg)="11"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .

(src)="12"> क्य ंक अम न य से तुम्हें बेहद उच्च दब व म लेग
(trg)="12"> Ahazoana tsindrin-drivotra mahery ny ammoniaque

(src)="13"> अगर तुम उन्हें गलत से गरम क य हुआ ह . यह ४०० psi तक गय . अम न य व ष क्त थ .
(trg)="13.1"> rehefa hafanaina tsara .
(trg)="13.2"> Nahatratra 400psi izany .
(trg)="13.3"> Ny ammoniaque dia poizina .

(src)="14"> यह हर जगह छ ड़क व क य .
(trg)="14"> Ka niparitaka be ilay izy .

(src)="15"> लेक न यह एक द लचस्प व च र क तरह थ .
(trg)="15"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .

(src)="16"> त , २००६ के ब रे में मह न ब त यह है क यह ँ सचमुच मह न कम्प्यूटेशनल क म आप कर सकते हैं .
(trg)="16"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan 'ny haikajy .

(src)="17"> त हमने पूर स्टैनफ र्ड के ऊष्मप्रवैग क व भ ग क श म ल क य . कम्प्यूटेशनल तरल गत क क पुर उपय ग क य .
(trg)="17.1"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .
(trg)="17.2"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .

(src)="18"> हम ल ग ने अम न य प्रश तन स रण क गलत स ब त क य .
(trg)="18"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .

(src)="19"> हमने कुछ गैर व षैले सर्द ढूंढे ज बहुत कम भ प के दब व में क म करते है ब्र टेन क एक ट म क ल य गय --
(trg)="19.1"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin-drivotra ambany .
(trg)="19.2"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --

(src)="20"> वह ँ बहुत से मह न प्रश तन ल ग है , ब्र टेन में -- वह ँ एक टेस्ट र ग क न र्म ण क य , और स ब त कर द य क हम एक कम दब व , गैर व षैले रेफ्र जरेटर बन सकते हैं .
(trg)="20"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .

(src)="21"> त यह इस तरह क म करत है .
(trg)="21"> Toy izao ny fiasany .

(src)="22"> तुम इसे ख न पक ने क आग पर ड ल सकते है . दुन य में ज्य द तर ल ग आग में ख न पक ते है ,
(trg)="22.1"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .
(trg)="22.2"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana ,

(src)="23"> च हे व ऊंट ग बर य लकड़ ह
(trg)="23"> na avy amin 'ny tain-drameva na kitay io .

(src)="24"> यह लगभग ३० म नट तक गरम ह त है , फ र एक घंटे के ल ए ठंड ह त है .
(trg)="24"> Avela hafana mandritra ny 30 minitra ka avela hangatsika adiny iray avy eo .

(src)="25"> इसे एक कंटेनर में ड ल द ज ए और यह 24 घंटे के ल ए ठंड रहेग .
(trg)="25"> Apetraka ao anaty tavy ary avela hangatsiaka mandritra ny 24 ora .

(src)="26"> यह इस तरह द खत है .
(trg)="26"> Ohatran 'ity ilay izy .

(src)="27"> यह प ंचव ं प्र ट ट इप है . यह पूर नह बन है .
(trg)="27.1"> Ito zao no santiona fahadimy .
(trg)="27.2"> Mbola tsy vita tanteraka ito .

(src)="28"> इसक वजन ८ प ंड है , और यह इस तरह क म करत है .
(trg)="28"> Milanga 3,6 kg ary toy izao indray ny fiasany :

(src)="29"> आप इसे एक १५ ल टर बर्तन में ड ल ए , लगबग ३ गैलन , और यह इसे ठंड के न चे रखेग , शून्य के ऊपर त न ड ग्र , २४ घंटे तक ३० ड ग्र के म ह ल में .
(trg)="29.1"> Apetraka ao anaty tavy 15 litatra , ary mangatsiaka ho azy hatramin 'ny mari-pàna miteraka ranomandry ilay izy , ventin-drefy telo miiba ny aotra .
(trg)="29.2"> Atao mandritra ny 24 ora sy ao anaty tontolo 30 ventin-drefy Celsius .

(src)="30"> यह व स्तव में सस्त है . हमें लगत है क हम उच्च म त्र में लगभग 25 ड लर के ल ए इन क न र्म ण कर सकते हैं ,
(trg)="30.1"> Tena mora vidy izy ity .
(trg)="30.2"> Mieritreritra hamokatra betsaka izahay izay hamidy 25 dolara ,

(src)="31"> कम म त्र में लगभग 40 ड लर के ल ए . और हमें लगत है क हम प्रश तन बन सकते हैं
(trg)="31.1"> ary karazany hafa amin 'ny vidiny 40 dolara .
(trg)="31.2"> Ny tanjonay dia afaka hampangatsiaka

(src)="32"> ज हर क ई खर द सकत है .
(trg)="32"> ny olona rehetra tsy ankanavaka .

(src)="33"> धन्यव द । त ल य ँ
(trg)="33.1"> Misaotra indrindra .
(trg)="33.2"> ( Tehaka mirefodrefotra )

# hi/ted2020-70.xml.gz
# mg/ted2020-70.xml.gz


(src)="1"> यह व स्तव में द घंटे क प्रदर्शन है ज मैं व द्य र्थ य ं क देत हूँ , ज से त न म नट क य गय है ।
(trg)="1.1"> Inty dia famelabelarana adin ’ ny roa izay nataoko ho an ’ ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(trg)="1.2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho ,

(src)="2"> और यह शुरू हुआ जब एक द न मैं व म न से टेड आ रह थ , स त वर्ष पहले ।
(trg)="2"> fito taona lasa izay. nipetraka teo ankaikiko ,

(src)="3"> मेर स थ क स ट पर ह ई स्कूल क क श र छ त्र बैठ थ , और वह सच में एक गर ब पर व र से थ ।
(trg)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .

(src)="4"> वह अपने ज वन मे कुछ बनन च हत थ । और उसने मुझसे एक छ ट स स ध रण प्रश्न पूछ ।
(trg)="4.1"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(trg)="4.2"> Hoy izy , « Inona no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana ?

(src)="5"> उसने कह , " सफलत क क रण क्य है ? "
(trg)="5.1"> » .
(trg)="5.2"> Tsy azoko ny aiko ,

(src)="6"> और मुझे बहुत बुर लग , क्य ंक मै उसक उच त जव ब नह ं दे प य ।
(trg)="6"> satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa-po ho azy aho .

(src)="7"> त मै व म न से उतर कर टेड आत हूँ ।
(trg)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .

(src)="8"> और स चत हूँ क मैं एक कमरे में सफल ल ग ं के ब च हूँ !
(trg)="8.1"> Tonga saina aho ...
(trg)="8.2"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !

(src)="9"> त उनसे ह पूछत हूँ क क सने सफल ह ने में उनक मदद क , और फ र बच्च ं क बत य ज ये ?
(trg)="9"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?

(src)="10"> त 7 वर्ष और 500 स क्ष त्क र ं के ब द , मै आपक बत ने ज रह हूँ क सफलत क क्य क रण है , टेड से जुड़े ल ग ं क ।
(trg)="10"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .

(src)="11"> पहल क रण है जुनून ।
(trg)="11"> Ny voalohany amin ’ izy rehetra dia ny fahafinaretana

(src)="12"> फ्र मैन थ मस कहते हैं , " मैं अपने जुनून से प्रेर त हूँ " ।
(trg)="12"> Hoy Freeman Thomas : “ izaho dia natosiky ny fahafinaretana ”

(src)="13"> टेड से जुड़े ल ग इसे प्य र से न क पैसे हेतु करते हैं ।
(trg)="13"> reo mpikambana ao amin ’ ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .

(src)="14"> कैर ल क लेट कहते हैं , " ज मैं करत हूँ उसे करने के ल ए पैसे भ दे दूंग । "
(trg)="14"> Carol Coletta nilaza hoe : “ Mandoa vola amin ’ ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko ” .

(src)="15"> और र चक ब त यह है क अगर आप इसे प्य र हेतु करते हैं पैस त आत ह है ।
(trg)="15"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am-pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .

(src)="16"> क म ! रूपर्ट मर्ड क ने मुझे बत य , " यह कठ न पर श्रम है ।
(trg)="16.1"> Miasà !
(trg)="16.2"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .

(src)="17"> कुछ भ आस न से नह ं म लत , पर , मुझे इसमें बहुत मज़ आत है । "
(trg)="17.1"> Tsy misy zavatra mora izany .
(trg)="17.2"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "

(src)="18"> क्य उसने मज़ कह ? रुपर्ट ?
(trg)="18.1"> Fahafinaretana hoy izy ?
(trg)="18.2"> I Rupert ve no nilaza izany ?

(src)="19"> ह ँ ! ( ह स्य ) टेड से जुड़े ल ग क म क मज़ लेते हैं व कठ न पर श्रम करते हैं ।
(trg)="19.1"> Eny !
(trg)="19.2"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="19.3"> Ary tena miasa mafy izy ireo .

(src)="20"> मैंने देख वे बहुत क र्यग्रस्त नह ं हैं । वे क म से खेलते हैं ।
(trg)="20"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .

(src)="21"> ( ह स्य ) अच्छ है !
(trg)="21.1"> Mahiratra !
(trg)="21.2"> Hoy izy i Alex Garden : « Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray

(src)="22"> ( सर हन ) एलेक्स ग र्डन कहते हैं , " सफल ह ने के ल ए , शुरू त क ज ए और इसमें न पुण बनें । "
(trg)="22.1"> ary ataovy izay hampahiratra anao amin ’ io sehatra io . »
(trg)="22.2"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .