# gl/ted2020-285.xml.gz
# mg/ted2020-285.xml.gz
(src)="1"> Este é un traballo en desenvolvemento basado en comentarios que se fixeron en TED hai 2 anos sobre a necesidade de almacenar vacinas .
(trg)="1"> Tetikasa an-dalam-panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan-kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .
(src)="2"> ( Música ) [ Neste planeta ] [ 1.600 millóns de persoas ] [ non teñen acceso a electricidade ] [ refrixeración ] [ ou combustibles almacenados ] [ isto é un problema ] [ e ten un impacto : ] [ na propagación de enfermidades ] [ no almacenamento de comida e medicinas ] [ e na calidade de vida ]
(trg)="2.1"> ( Mozika ) [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1.6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]
(trg)="2.2"> [ Olana lehibe izany ] [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ] [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]
(src)="3.1"> [ este é o plan : refrixeración barata sen electricidade ... ] [ ... propano , gas , queroseno ou consumibles ] [ hora de falar de termodinámica ] [ E a historia da Neveira de Absorción Intermitente ] Hai 29 anos , tiña un mestre de termo que falaba de absorción e refrixeración .
(src)="3.2"> Nunca o esquecín .
(src)="3.3"> Era moi parecido ao Motor Stirling : xenial , pero non sabías que facer con él .
(src)="3.4"> O inventou este tío , Ferdinand Carre , en 1858
(trg)="3.1"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra … ] [ … entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .
(trg)="3.2"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an-tsaiko izany .
(trg)="3.3"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .
(trg)="3.4"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 ,
(src)="4"> pero non puido construir nada con él polas ferramentas da época .
(trg)="4"> saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .
(src)="5"> Un canadense tolo chamado Powel Crosley comercializou unha cousa chamada Icyball en 1928 , e era unha idea moi boa ,
(trg)="5"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity ,
(src)="6"> aínda que non funcionou , pero así é cómo funciona .
(trg)="6"> ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .
(src)="7"> Hai dous esferas que están separadas .
(trg)="7"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .
(src)="8.1"> Unha ten auga e amoníaco , e a outra é un condendador .
(src)="8.2"> Quentas un lado .
(trg)="8.1"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .
(trg)="8.2"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .
(src)="9"> O amoníaco evapórase e recondénsase noutro lado .
(trg)="9"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .
(src)="10"> O deixas arrefriar ata chegar a temperatura ambiente e logo , ao re-evaporarse o amoníaco e combinarse coa auga na parte quente anterior , crea un potente efecto de arrefriado .
(trg)="10"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari-pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .
(src)="11"> Foi unha gran idea que non funcionou : explotou .
(trg)="11"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .
(src)="12"> Ao usar amoníaco , se crean presións moi altas
(trg)="12"> Ahazoana tsindrin-drivotra mahery ny ammoniaque
(src)="13.1"> se o quentas mal .
(src)="13.2"> Chegou a 28 Bar .
(src)="13.3"> O amoníaco era tóxico .
(trg)="13.1"> rehefa hafanaina tsara .
(trg)="13.2"> Nahatratra 400psi izany .
(trg)="13.3"> Ny ammoniaque dia poizina .
(src)="14"> Se asperxía por todas partes .
(trg)="14"> Ka niparitaka be ilay izy .
(src)="15"> Pero foi unha idea interesante .
(trg)="15"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .
(src)="16"> Entón , o bo de 2006 é que temos moitos recursos computacionais .
(trg)="16"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan 'ny haikajy .
(src)="17.1"> Tivemos ao departamento de termodinámica de Stanford involucrado .
(src)="17.2"> Moita dinámica de fluidos computacional .
(trg)="17.1"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .
(trg)="17.2"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .
(src)="18"> Probamos que a maioría das táboas de refrixeración por amoníaco están mal .
(trg)="18"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .
(src)="19.1"> Atopamos algúns refrixerantes non tóxicos que funcionaban a presións moi baixas .
(src)="19.2"> Trouxemos un equipo do Reino Unido
(trg)="19.1"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin-drivotra ambany .
(trg)="19.2"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --
(src)="20"> ( hai moita xente boa en refrixeración no Reino Unido ) e fixemos probas e vimos que podíamos facer unha neveira de baixa presión non tóxica .
(trg)="20"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .
(src)="21"> Así é como funciona .
(trg)="21"> Toy izao ny fiasany .
(src)="22.1"> O pos nunha fogueira .
(src)="22.2"> A maioría das persoas teñen fogueiras .
(trg)="22.1"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .
(trg)="22.2"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana ,
(src)="23"> xa sexa bosta de camelo ou madeira .
(trg)="23"> na avy amin 'ny tain-drameva na kitay io .
(src)="24"> Se quenta 30 minutos , e se arrefría unha hora .
(trg)="24"> Avela hafana mandritra ny 30 minitra ka avela hangatsika adiny iray avy eo .
(src)="25"> O pos nun recipiente e refrixerará durante 24 horas .
(trg)="25"> Apetraka ao anaty tavy ary avela hangatsiaka mandritra ny 24 ora .
(src)="26.1"> É algo así .
(src)="26.2"> Este é o quinto prototipo , non está rematado .
(trg)="26"> Ohatran 'ity ilay izy .
(src)="27"> Pesa 3 kilos e medio e funciona así .
(trg)="28"> Milanga 3,6 kg ary toy izao indray ny fiasany :
(src)="28"> O pores nun recipiente de 15 litros , e o arrefriará ao punto de conxelación , tres graos por riba , durante 24 horas nun ambiente a 30 ºC .
(trg)="29.1"> Apetraka ao anaty tavy 15 litatra , ary mangatsiaka ho azy hatramin 'ny mari-pàna miteraka ranomandry ilay izy , ventin-drefy telo miiba ny aotra .
(trg)="29.2"> Atao mandritra ny 24 ora sy ao anaty tontolo 30 ventin-drefy Celsius .
(src)="29.1"> É moi barato .
(src)="29.2"> Cremos que podemos fabricalos a gran escala por 25 dólares ,
(trg)="30.1"> Tena mora vidy izy ity .
(trg)="30.2"> Mieritreritra hamokatra betsaka izahay izay hamidy 25 dolara ,
(src)="30.1"> en menores cantidades a 40 dólares .
(src)="30.2"> E cremos que podemos facer que todo o mundo
(trg)="31.1"> ary karazany hafa amin 'ny vidiny 40 dolara .
(trg)="31.2"> Ny tanjonay dia afaka hampangatsiaka
(src)="31"> teña refrixeración .
(trg)="32"> ny olona rehetra tsy ankanavaka .
(src)="32.1"> Grazas .
(src)="32.2"> ( Aplausos )
(trg)="33.1"> Misaotra indrindra .
(trg)="33.2"> ( Tehaka mirefodrefotra )