# am/ted2020-70.xml.gz
# mg/ted2020-70.xml.gz


(src)="1"> ይሄ ለሁለተኛ ደረጃ ተማሪዎች የሰጠሁት ገለጻ ነው በሶስት ደቂቃ አሳጥሬው ነው
(trg)="1.1"> Inty dia famelabelarana adin ’ ny roa izay nataoko ho an ’ ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(trg)="1.2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho ,

(src)="2"> ነገሩ የተጀመረው አንድ ቀን አውሮፕላን ላይ ሆኜ ወደ ቴድ እያመራሁ ሳለ ነበር ከሰባት አመት በፊት
(trg)="2"> fito taona lasa izay. nipetraka teo ankaikiko ,

(src)="3"> ከጎኔ ካለው መቀመጫ የሁለተኛ ደረጃ ተማሪ ልጅ ተቀምጣ ነበር በጣም ደሀ ከሆኑ ቤተሰቦች የተገኘች ናት
(trg)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .

(src)="4"> እናም በህይወቷ የላቀ ነገር ለማድረግ ትፈልጋለች ቀላል ጥያቄ ጠየቀችኝ
(trg)="4.1"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(trg)="4.2"> Hoy izy , « Inona no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana ?

(src)="5"> ወደ ስኬት የሚያደርሰው ምንድ ነው ?
(trg)="5.1"> » .
(trg)="5.2"> Tsy azoko ny aiko ,

(src)="6"> አለችኝ በራሴ በጣም አዘንኩ ! ምክንያቱም ጥሩ የሆነ መልስ ልሰጣት ስላልቻልኩ ነበር
(trg)="6"> satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa-po ho azy aho .

(src)="7"> ስለዚህ ከአውሮፕላን ወርጄ ወደ ቴድ መጣሁ
(trg)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .

(src)="8"> ሳስበው ስኬታማ የሆኑ ሰዎች የሞሉበት ክፍል መሀል ነው ያለሁት
(trg)="8.1"> Tonga saina aho ...
(trg)="8.2"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !

(src)="9"> ስለዚህ ምን ለስኬት እንዳበቃቸው ! ለምን አልጠይቃቸውም ? እና ያንን ለልጆች ለምን አላስተላልፍም ?
(trg)="9"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?

(src)="10"> አልኩ ይኀው ከሰባት አመታት ፣ ከ 500 ቃለ መጠይቆች በኋላ በትክክል ወደ ስኬት ምን አንደሚመራቹ እነግራቹሀለው እናም ቴድ ተናጋሪዎችን የሚነካ ነው
(trg)="10"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .

(src)="11"> የመጀመሪያው ጽኑ ፍላጎት ነው !
(trg)="11"> Ny voalohany amin ’ izy rehetra dia ny fahafinaretana

(src)="12"> ፍሪማን ቶማስ እንዳለው " የሚገፋኝ ጽኑ ፍላጎቴ ነው "
(trg)="12"> Hoy Freeman Thomas : “ izaho dia natosiky ny fahafinaretana ”

(src)="13"> ቴድ ተናጋሪዎችን ወደውት ነው የሚሰሩት ለገንዝብ ብለው አይደለም
(trg)="13"> reo mpikambana ao amin ’ ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .

(src)="14"> ካሮል ኮሌታአ እንዳለችው " እኔ የምሰራውን ለሚሰራ ሰው እከፍላለሁ "
(trg)="14"> Carol Coletta nilaza hoe : “ Mandoa vola amin ’ ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko ” .

(src)="15"> ደስ የሚለው ነገር ! ወዳችሁት የምታደርጉት ከሆነ ገንዘቡም መምጣቱ አይቀርም
(trg)="15"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am-pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .

(src)="16"> መስራት ! ሩፐርት ሙትዶች ያለኝ " ተግቶ መስራት ነው ፣
(trg)="16.1"> Miasà !
(trg)="16.2"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .

(src)="17"> ምንም ነገር በቀላሉ አይገኝም ፣ ግን በመስራት ብዙ ደስታ አገኛለሁ "
(trg)="17.1"> Tsy misy zavatra mora izany .
(trg)="17.2"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "

(src)="18"> ደስታ ነው ያለው ? ሩፐርት ! ?
(trg)="18.1"> Fahafinaretana hoy izy ?
(trg)="18.2"> I Rupert ve no nilaza izany ?

(src)="19"> አዎ ! ( ሳቅ ) ቴድ ተናጋሪዎችን በስራቸው ደስታ ያገኛሉ እናም ተግተው ይሰራሉ
(trg)="19.1"> Eny !
(trg)="19.2"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="19.3"> Ary tena miasa mafy izy ireo .

(src)="20"> ሲገባኝ ! የስራ ሱስኞች አይደሉም !
(trg)="20"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .

(src)="21"> ስራ ወዳድ ናቸው ! ( ሳቅ ) ጥሩ !
(trg)="21.1"> Mahiratra !
(trg)="21.2"> Hoy izy i Alex Garden : « Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray

(src)="22"> ( ጭብጨባ ) አሌክስ ጋርደን እንዳለው " ስኬታማ ለመሆን አንድ ነገር ውስጥ አነፍንፉና በነገሩ የተዋጣላቹ ሁኑ !
(trg)="22.1"> ary ataovy izay hampahiratra anao amin ’ io sehatra io . »
(trg)="22.2"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .

(src)="24"> ሌላው ትኩረት ነው !
(trg)="23"> Ary mila mifantoka ihany koa .

(src)="25"> ኖርማን ጄዊሰን እንዳለኝ ሳስበው ! ራስን በአንድ ነገር ላይ ትኩረት ማድረግ ነው
(trg)="24"> Hoy i Norman Jewison tamiko : « Amiko ilay izy dia miankina amin ’ ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray »

(src)="26"> እና መግፋት !
(trg)="25.1"> Ary fikirizana !
(trg)="25.2"> Hoy i David Gallo , « Mikiriza ianareo »

(src)="28"> በአካል ፣ በአምሮ ፣ እራስህ መግፋት አለብህ ! መግፋት !
(trg)="26"> Na ara-batana , na ara-tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !

(src)="29"> መግፋት ! መግፋት ! " ማፈርህን ፣ በራስ መጠራጠርን መግፋት አለብህ !
(trg)="27"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .

(src)="30"> ጎልዲ ሃውን አንዳለው " ሁሌም በራሴ ላይ ጥርጣሬ ነበረኝ
(trg)="28"> Goldie Hawn dia niteny hoe : “ Izaho dia tsy mba natoky tena firy .

(src)="31"> ብቁ አይደለሁም ፣ ጎበዝ አይደለሁም ፣
(trg)="29"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .

(src)="32"> የሚሳካልኝ አይመስለኝም ነበር "
(trg)="30"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . ”

(src)="33"> እራስን መግፋት ሁሌም ቀላል አይሆንም ! ለዛም ነው እናቶች የተፈጠሩት !
(trg)="31"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .

(src)="34"> ( ሳቅ ) ( ጭብጨባ ) ፍሬንክ ጌሪይ ምን አለኝ እናቴነች ስትገፋኝ የነበረው
(trg)="32"> LOL Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko , “ Ny reniko no namporisika ahy . ”

(src)="35"> ( ሳቅ ) ማገልገል !
(trg)="33.1"> Ny fanampiana !
(trg)="33.2"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : « Voninahitra ho ahy ny manampy amin ’ ny maha dokotera ahy »

(src)="37"> ብዙ ልጆች ሚሊየነር መሆን እንደሚፈልጉ ይነግሩኛል
(trg)="34"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam-bola be izy ireo .

(src)="38"> መጀመሪያ የምላቸው ነገር " እሺ ፣ እራሳችሁን ማገልገል አትችሉም በሆነ ዋጋ ባለው ነገር ሌላውን መጥቀም አለባችሁ
(trg)="35"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : « Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan-danja ho an ’ ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .

(src)="39"> ምክንያቱም ሰዎች ሀብታም የሚሆኑት በዚህ መንገድ ነው "
(trg)="36"> Toy izany no maha mpanakarena ny olona . »

(src)="40"> ሀሳብ !
(trg)="37"> Ny Hevitra ! i Bill Gates izay mpikambana ato amin ’ ny TED dia nanambara hoe : « manana hevitra aho ,

(src)="41"> ቴድ ተናጋሪ ቢል ጌትስ እንዳለው " አንድ ሀሳብ ነበረኝ ፣ የመጀመሪያውን የማይክሮ ኮምፒውተር ሶፍትዌር ካምፓኒ የማቋቋም ሀሳብ
(trg)="38"> ‘ ndeha hanorina ny orinasa voalohany mamokatra “ logiciel ” ho an ’ ireo solon-tsaina aho » .

(src)="42"> በጣም ምርጥ ሀሳብ ነበር
(trg)="39"> Afaka milaza aminareo aho fa hevitra tsara tokoa izany .

(src)="43"> ሀሳብ ማፍለቅ ተአምር የለውም ቀላል ነገር እንደማድረግ ነው
(trg)="40"> Ary tsy misy fahagagana ny amin ’ ny fanantaterahana izany , ny fanaovana zavatra tsotra ihany no vaha-olana .

(src)="44"> ለዚህም ብዙ ማስረጃ ማቅረብ እችላለሁ "
(trg)="41"> Ary efa maro ireo porofo efa voalazako .

(src)="45"> መጽናት !
(trg)="42"> Ary farany , manana FAHARETANA !

(src)="46"> ጆይ ክራውስ እንዳለው መጽናት ለስኬታችን ቁጥር አንድ ምክንያት ነው
(trg)="43"> Hoy i Joe Kraus , « Ny faharetana no antony voalohany iankinanan ’ ny fahombiazana .

(src)="47"> በውድቀት መሀል መጽናት አለባቹ በችግር ውስጥ መጽናት አለባቹ
(trg)="44.1"> » Tsy maintsy manana faharetana isika na dia ao anatin ’ ny faharesena tanteraka aza . .
(trg)="44.2"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia tafiditra anaty K.I.Z.O aza

(src)="48"> ያ ማለት ትችት ፤ ተቃውሞ ፣ አይረቤ ሰዎችና ግፊት
(trg)="45"> izany hoe : voa -Kiana , voa-Ilika , voa-Zimba , Voa-Ory . »

(src)="49"> ( ሳቅ ) የዚህ ትልቅ ጥያቄ መልስ ቀላል ነው 4 ሺ ክፍሎ ወደ ቴድ መምጣት
(trg)="46"> LOL Koa araka izany , ny valiny lehibe ho an ’ io fanontaniana io dia tsotra ihany : Mandoava 4,000 $ ( vidim-pidirana ) ary tongava aty amin ’ i TED .

(src)="50"> ( ሳቅ ) ያ ካልሆነላቹ ! እነዚህን ስምንት ነገሮች አድርጉ ደግሞም እመኑኝ ! እነዚህ ስምንት ታላቅ ነገሮች ናቸው ወደ ስኬት የሚመሩት
(trg)="47"> Na raha tsy mety izany dia ampiharo ireo zavatra valo ireo -- ary matokisa ahy , ireo zavatra valo ireo no mitondra ho amin ’ ny fahombiazana .

(src)="51"> ቴድ ተናጋሪዎችን ለሰጣችሁን ቃለመጠይቅ ሁሉ አመሰግናለሁ !
(trg)="48"> Misaotra ny mpikambana ao amin ’ ny TED aho ho an ’ ireo fanadihadihana rehetra natao .