# mlg/Ct0tEeT9PWiY.xml.gz
# zh/Ct0tEeT9PWiY.xml.gz


(src)="1"> Ny tiako ho resahina androany dia ny lanjan´ ireo ezaka ataon 'ny mpikaroka nahatongavana amin 'ireo lohatenin- dahatsoratra hitanareo amin 'ny gazety .
(trg)="1"> 今 日 我 想 同 大 家 講 下
(trg)="2"> 要 創 造 一 篇 你 們 在 報 紙 上 看 到 的 頭 條
(trg)="3"> 所 蘊 含 的 科 研 投 入 的 程 度

(src)="2"> Toy izato ireo lohateny rehefa ny fiovan 'ny toetrandro no resahina , ary toy izatsy kosa rehefa momba ny hatsaran 'ny rivotra iainana na momba ny " smog " ( zavona arahin- tsetroka ) .
(trg)="4"> 像 這 個 關 於 氣 候 變 化 的 頭 條
(trg)="5"> 還 有 這 個 跟 空 氣 質 量 和 濃 霧 有 關 的 頭 條

(src)="3"> Samy sampana avy amin 'ny taranja siansan 'ny atmôsfera izy roa ireo .
(trg)="6"> 它 們 是 大 氣 科 學 的 不 同 分 支 研 究

(src)="4"> Vao vetivety izay no nahitana lohateny toy izao raha nanao tatitra momba ny fahazoana ny firafitra sy fiasan 'ny atmosfera ny IPCC , vondrona mpikaroka iraisam- pirenena manaraka ny fiovan 'ny toetrandro .
(trg)="7"> 近 來 的 頭 條 是 這 個 樣 子 的 , 當 政 府 間 氣 候 變 化 專 門 委 員
(trg)="8"> 簡 稱 I P C C
(trg)="9"> 提 交 對 於 大 氣 系 統 的 瞭 解 狀 況 報 告 的 時 候

(src)="5"> Mpahay siansa 620 avy amin 'ny firenena 40 no nanoratra ity tatitra ity .
(trg)="10"> 該 份 報 告 由 6 2 0 位 科 學 家 共 同 撰 寫
(trg)="11"> 它 們 來 自 4 0 個 國 家

(src)="6"> Mahatratra arivo pejy eo ho eo ity tatitra ity .
(trg)="12"> 寫 出 了 幾 近 一 千 頁 的 報 告

(src)="7"> Ary mpanitsy sy mpahay siansa maherin 'ny 400 , avy amin 'ny firenena 113 no nanitsy an' ireo takelaka ireo .
(trg)="13"> 而 每 一 頁 又 都 經 過 另 外 4 0 0 多 位
(trg)="14"> 來 自 1 1 3 個 國 家 的 科 學 家 和 審 稿 人 的 審 核 才 發 表

(src)="8"> Fivondronambe izany .
(trg)="15"> 這 是 一 個 龐 大 的 團 隊 。 事 實 上 , 它 大 到 讓

(src)="9"> Lehibe tokoa , hany ka rehefa misy ny fivoriana fanaonay isan- taona , dia io no fivondronan 'ny mpahay siansa lehibe indrindra eto an- tany .
(trg)="16"> 我 們 的 年 會 變 成 了 世 界 上 最 大 的 科 學 家 聚 會

(src)="10"> Mpahay siansa 15 . 000 mahery no mankany San Francisco isan- taona hamonjy azy io .
(trg)="17"> 每 年 有 超 過 一 萬 五 千 名 科 學 家 會 齊 聚 在 三 藩 市 參 加 年 會

(src)="11"> Ary ny tsirairay amin 'ireo mpahay siansa ireo dia ao anatin 'ny vondrom- pikaroka , ary ny vondrom- pikaroka tsirairay avy dia mikaroka lohahevitra samihafa .
(trg)="18"> 而 每 一 位 與 會 者 都 是 一 個 研 究 團 隊 的 成 員
(trg)="19"> 每 一 個 研 究 團 隊 致 力 於 一 系 列 不 同 課 題 的 研 究

(src)="12"> Ho anay ao Cambridge , dia toy ny fiovaovan 'ny El Niño izany lohahevitra izany , mahakasika ny toetrandro , ny famotopotorana ireo vokatra azo avy amin 'ny zana- bolana , hatramin 'ireo entona avy amin 'ny fambolena izao azo anaovana solika voajanahary , izay efa nanaovako fikarohana .
(trg)="20"> 對 於 我 所 在 的 劍 橋 的 團 隊 , 研 究 範 疇 包 括 從 影 響 天 氣 和 氣 候 的
(trg)="21"> 厄 爾 尼 諾 現 象
(trg)="22"> 到 衛 星 數 據 的 同 化

(src)="13"> Ary ao amin 'ireo seha- pikarohana tsirairay avy ireo , dia misy ireo mpianatra ho PhD ( dokotera ) , toa ahy , izay mandinika lohahevitra farak 'izay bitika , bitika toy ny sela vitsivitsy .
(trg)="24"> 而 在 每 一 個 研 究 領 域 之 中 有 更 多
(trg)="25"> 同 我 一 樣 的 博 士 研 究 生
(trg)="26"> 我 們 研 究 的 是 非 常 狹 小 的 課 題

(src)="14"> Ary isan 'ireo sela anaovako fikarohana ny " isoprène " , izay hitantsika eto . sela organika kely izy ity .
(trg)="28"> 而 我 所 研 究 的 其 中 一 個 分 子 是 異 戊 二 烯 ( i s o p r e n e )
(trg)="29"> 就 在 這 裡 。 它 是 一 個 很 小 的 有 機 分 子 。 你 可 能 從 未 有 聽 講 過 。

(src)="16"> Ny lanjan 'ny " trombone " iray dia mitovy lanja amin 'ny sela " isoprène " 900 zeta- illion -- faha- 10hatramin´ny faha- 21 eo ho eo .
(trg)="30"> 一 個 回 形 針 的 重 量 大 概 相 當 於
(trg)="31"> 9 0 0 × 6 × 1 0 ^ 2 3 - 約 1 0 的 2 1 次 方 個 異 戊 二 烯 分 子

(src)="17"> Saingy na maivan- danja ary izy io , dia betsaka ihany ny votsotra mankany amin 'ny atmosfera isan- taona ka mitovy amin 'ny lanjan´ny olona rehetra eto an- tany .
(trg)="32"> 雖 然 輕 若 無 物
(trg)="33"> 每 年 釋 放 到 大 氣 中 的 數 量
(trg)="34"> 卻 足 以 抵 上 地 球 上 全 人 類 的 重 量

(src)="18"> Betsaka ihany izany .
(src)="19"> Mitovy lanja lanja amin 'ny " méthane " .
(trg)="35"> 數 量 之 大 與 甲 烷 的 重 量 相 當

(src)="20"> Ary noho izy betsaka izay , dia tena misy vokany tokoa amin 'ny firafitry ny atmosfera .
(trg)="36"> 正 因 為 如 此 , 它 對 於 大 氣 系 統 有 舉 足 輕 重 的 影 響

(src)="21"> Noho izy misy vokany eo amin 'ny atmosfera izay , no nandihanay manokana ity zavatra ity .
(trg)="37"> 也 正 是 由 此
(trg)="38"> 我 們 竭 盡 全 力 去 研 究 它

(src)="22"> Nozahana akaiky izy io ary nojerena ireo singa rehetra ao aminy .
(trg)="39"> 把 它 分 解 爆 破 再 研 究 所 得 的 碎 片

(src)="23"> Ito ny EUPHORE Smog Chamber any Espana .
(trg)="40"> 这 是 位 于 西 班 牙 的 E U P H O R E 烟 雾 舱

(src)="24"> Ny fipoahan 'ny atmosfera , na ny firehetana feno , dia mitaky fotoana lava 15 . 000 heny noho ny mitranga ao amin 'ny fiaranareo .
(trg)="41"> 虽 然 这 里 大 气 爆 炸 完 全 燃 烧 要 比
(trg)="42"> 私 家 车 慢 1 . 5 萬 倍

(src)="25"> Na izany aza , mizaha ireo singa izahay .
(trg)="43"> 我 们 仍 旧 要 分 析 这 些 碎 片

(src)="26"> Mampiasa solosaina goavana izahay hijerena ny fiasan 'ny modely goavana ihany koa .
(trg)="44"> 我 们 用 超 级 计 算 机 做 大 量 的 模 型 演 算
(trg)="45"> 这 个 刚 好 是 我 做 的 事

(src)="27"> Ny modely ampiasanay dia misy " mailles de grilles " aman' hetsiny izay natao hikajikajiana " variables " aman- jatony , isa- minitra .
(trg)="46"> 我 們 的 模 型 佔 據 成 千 上 萬 個 網 格 箱
(trg)="47"> 每 個 負 責 計 算 上 百 個 變 量 以 一 分 鐘 為 單 位 的 變 化

(src)="28"> Herinandro maro vao vita ny fampidirana ny vokatra . ary fampirana vokatra am- polony no atao vao azo tsara ny zava- mitranga .
(trg)="48"> 整 合 這 些 數 據 需 要 數 個 星 期 時 間
(trg)="49"> 而 我 們 要 做 幾 十 種 整 合
(trg)="50"> 來 瞭 解 正 在 發 生 的 狀 況

(src)="29"> Manao sidina ihany koa izahay eran 'izao tontolo izao , mitady azy io ihany .
(trg)="51"> 我 們 還 飛 到 世 界 各 地 去 尋 找 這 種 分 子

(src)="30"> Vao vetivety aho izay no nirotsaka an- tsehatra tany Malaysie .
(src)="31"> Ary misy hafa ihany koa .
(trg)="52"> 最 近 我 就 為 此 和 同 伴 們 去 了 馬 來 西 亞 考 察 。

(src)="32"> Nahita tilikambo fiambenana ahafahana mizaha ny atmosfera eran- tany izahay tany , tany afovoan 'ny ala mando tany , ary fitaovana ara- tsiansa manokana mitentina an- jatony dôlara any ho any no nahantona tamin 'io tilikambo be io hitadiavana ny " isoprène " , ary , mazava ho azy , hitadiavana zavatra hafa ihany koa , rehefa teo ihany .
(trg)="53"> 我 們 在 那 裡 發 現 了 一 個 全 球 大 氣 瞭 望 塔
(trg)="54"> 它 位 於 熱 帶 雨 林 的 中 央 。 我 們 在 那 裡 懸 掛 了 價 值 數 十 萬
(trg)="55"> 美 金 的 科 學 儀 器

(src)="33"> Ito ilay tilikambo be raha jerena avy ambony .
(trg)="58"> 這 是 從 上 方 觀 察 到 的 雨 林 中 的 瞭 望 塔

(src)="34"> Ary ito kosa raha avy ambany .
(trg)="59"> 這 是 由 下 至 上 的 角 度

(src)="35"> Ary nampiasa fiaramanidina mihitsy ary izahay nadritry ny ampahany tamin 'io firotsahana an- tsehatra io .
(trg)="60"> 我 們 還 為 這 次 的 實 地 考 察 配 備 了 飛 機

(src)="36"> Fiaramanidina , BA146 , izay FAAM no nanamory azy , ary mahazaka olona 120 hatramin 'ny 130 .
(trg)="61"> 型 號 為 B A 1 4 6 , 屬 於 F A A M ( 氣 測 量 飛 行 設 備 公 司 )
(trg)="62"> 通 常 可 以 運 載 1 2 0 到 1 3 0 人

(src)="37"> Mety fiaramanidina toy io ihany koa no ho raisinareo raha mankany ianareo ankehitriny .
(trg)="63"> 你 們 今 天 有 可 能 是 乘 坐 類 似 的 機 型 抵 達 這 裡

(src)="38"> Saingy tsy hoe nitaingina fotsiny izahay , fa nanidina 100 metatra ambonin 'ny tendron´ny hazo tao an' ala handrefesana io môlekiola io -- mampidi- doza ihany ilay izy .
(trg)="64"> 但 是 , 我 們 並 不 僅 僅 是 乘 客 而 已 。 我 們 的 飛 行 高 度 為 樹 冠 上 空 1 0 0 米
(trg)="65"> 這 是 爲 了 測 量 分 子 , 不 過 也 是 危 險 行 為

(src)="39"> Misy fitongilanana tsy maintsy notazomina mba ahafahana manao ny fandrefesana .
(trg)="66"> 我 們 需 要 以 特 殊 的 傾 斜 角 度 飛 行 來 進 行 測 量

(src)="40"> Mpanamory miaramila sy " pilotes d' essai " no niara- niasa taminay .
(trg)="67"> 所 以 聘 請 了 軍 事 和 測 試 飛 行 員 來 操 作 飛 機

(src)="41"> Tsy maintsy tandremana ihany koa ny elanelana aroloza .
(trg)="68"> 我 們 需 要 獲 得 特 殊 的 飛 行 許 可

(src)="42"> Rehefa manodidina ireo lohasaha izahay dia mahatratra 2G ny hery misintona .
(trg)="69"> 當 環 繞 這 些 山 谷 斜 坡 飛 行 時 , 重 力 可 達 2 G

(src)="43"> Ary tsy maintsy nampiasa " harnais de sécurité " ireo mpikaroka ahafahany manao ny fandrefesana avy ao amin 'ilay fiaramanidina .
(trg)="70"> 所 以 科 學 家 們 必 須 全 程 系 緊 安 全 帶
(trg)="71"> 才 能 在 飛 行 期 間 做 測 量 工 作

(src)="44"> Azonareo an- tsaina angamba , fa tsy mitovy amin 'ny firamanidina fitsangatsanganana mahazatra ny ao anatin 'ilay fiaramanidina nampiasanay . toy ny labôratoara manidina mihitsy no nampiasaina ahafahana mandrefy an' ilay môlekiola any amin 'ny faritra misy azy .
(trg)="72"> 正 如 你 所 想 像 的
(trg)="73"> 這 架 飛 機 的 內 部 和 你 們 度 假 是 乘 坐 的 那 些 完 全 不 一 樣
(trg)="74"> 它 是 一 個 飛 行 中 的 實 驗 室 , 我 們 用 它 來 對 該 地 區 的 這 一 分 子 進 行 測 量

(src)="45"> Izany rehetra izany no natao mba ahazoana tsara ny fiasan 'io môlekiola io .
(trg)="75"> 我 們 所 做 的 一 切 都 是 爲 了 瞭 解 一 個 分 子 的 化 學 性 質

(src)="46"> Ary rehefa misy mpianatra mpikaroka iray , toa ahy , mahita sombim- pahalalàna momba io môlekiola io , dia mamoaka lahatsotra siantifika momba izany .
(trg)="76"> 當 像 我 這 樣 的 學 生 對 一 個 分 子 有 了 某 種 想 法
(trg)="77"> 或 瞭 解 以 後
(trg)="78"> 他 們 會 以 此 寫 一 篇 科 學 論 文

(src)="47"> Ary tamin 'io firotsahana an- tsehatra io , dia lahatsotra siantifika am- polony eo ho eo , mahakasika ny endrika fiasa am- polony momba io môlekiola io no azo .
(trg)="79"> 從 那 一 次 的 實 地 考 察 裏 面 我 們 大 概 可 以
(trg)="80"> 寫 出 關 於 幾 十 個 過 程 或 分 子 的 十 來 篇 論 文

(src)="48"> Ary rehefa mitambatra ireo fahalalàna ireo , dia manome zana- pizaràna iray , na zana- pizaràna iray ao amin 'ny fanombanana toy ny IPCC , na dia misy hafa koa aza .
(trg)="81"> 而 當 知 識 量 建 立 起 來 以 後
(trg)="82"> 它 就 會 成 為 像 I P C C 這 樣 的 評 估 中 的 一 個 副 章 節 , 或 者 是 其 下 屬 的 子 部 份
(trg)="83"> 當 然 我 們 還 有 其 他 的 評 估

(src)="49"> Ary ny tsirairay amin 'ireo toko 11 ao amin 'ny IPCC dia mizara zana- pizaràna 6 .
(trg)="84"> I P C C 報 告 的 1 1 個 章 節 當 中
(trg)="85"> 每 一 章 都 有 六 到 十 個 副 章 節

(src)="50"> Hitanareo amin' izany ny haben 'ny ezaka sy asa ao ambadika .
(trg)="86"> 這 樣 你 就 可 以 想 像 其 中 需 要 付 出 的 努 力 有 多 少

(src)="51"> Ao amin 'ny tsirairay amin 'ireo fanombanana soratanay , dia asianay marika foana ny famintinana , ary natokana ho an 'ny mpamaky tsotra io famintinana io .
(trg)="87"> 在 我 們 撰 寫 的 每 一 份 評 估 當 中
(trg)="88"> 都 會 包 含 一 個 摘 要
(trg)="89"> 摘 要 是 寫 給 沒 有 科 學 背 景 的 讀 者 的

(src)="52"> Ary atolotray mpanao gazety sy mpamoron- dalàna io famintinana io , ahafahana mamoaka lohatenin- dahatsoratra toa itony .
(trg)="90"> 我 們 把 摘 要 提 供 給 記 者 和 決 策 者
(trg)="91"> 用 來 製 作 這 樣 的 頭 條

(src)="53"> Misaotra betsaka .
(trg)="92"> 謝 謝

(src)="54"> ( Tehaka Mirefodreafotra )
(trg)="93"> ( 掌 聲 )

# mlg/fEcUA5jDX5hb.xml.gz
# zh/fEcUA5jDX5hb.xml.gz


(src)="1"> Hambarako raha efa ainao ianao
(src)="2"> Ny fiainana dia tsy masoandro isanandro
(trg)="1"> 讓 我 告 訴 一 些 你 已 經 知 道 的 事 。 這 個 世 界 不 全 都 是 陽 光 和 彩 虹 。 它 是 個 相 當 下 流 齷 齰 的 地 方 , 而 且 我 不 在 乎 你 有 多 強 悍 , 它 會 將 你 擊 倒 並 且 讓 你 永 遠 無 法 再 次 振 作 。 你 、 我 、 任 何 人 可 以 攻 擊 地 像 人 生 考 驗 一 樣 地 殘 酷 。 但 重 點 不 是 你 出 拳 多 有 力 , 而 是 在 於 你 能 承 受 多 重 的 打 擊 , 而 且 繼 續 的 走 下 去 , 在 於 你 能 程 受 更 多 的 打 擊 並 且 繼 續 向 前 。 這 才 叫 做 勝 利 !

(src)="8"> Ny fijaliana dia tsy maharitra .
(trg)="2"> 痛 苦 是 短 暫 的 。 它 可 能 持 續 一 分 鐘 , 或 者 一 小 時 , 或 一 天 , 甚 至 一 年 。 但 是 最 終 它 會 消 失 的 , 而 且 某 些 東 西 會 取 代 他 的 位 置 。 但 是 如 果 我 放 棄 了 , 然 而 , 痛 苦 將 永 遠 地 持 續 下 去 。

(src)="12"> kely fotsiny ny hadisonana azonao atao , ny tiako ho lazaina dia hoe : ra tonga aloha kely fotsiny , na taraiky kely fotsiny , dia mety tsy ho vitan 'lah . atsasaka segondra mora loatra na aingana loatra , dia tsy ho azona ny centimetatra ilaintsika dia manodidina antsika ,
(trg)="3"> 我 們 能 犯 錯 的 空 間 是 如 此 的 小 , 跨 出 半 步 太 晚 或 太 早 , 你 就 功 虧 一 簣 ; 而 在 這 半 秒 內 你 快 一 點 或 慢 一 點 , 你 就 失 去 機 會 。 這 些 我 們 僅 需 的 分 寸 充 滿 著 我 們 人 生 。 他 們 就 在 每 個 人 生 競 賽 中 的 每 次 休 息 , 每 分 , 每 秒 。
(trg)="4"> 你 有 了 一 個 夢 想 , 你 要 保 護 好 它 。 那 些 人 做 不 到 的 , 他 們 就 會 跟 你 說 你 也 做 不 到 。 如 果 你 想 要 什 麼 , 就 努 力 去 追 求 。 沒 什 麼 好 說 的 。
(trg)="5"> 不 要 害 怕 失 敗 。 你 不 可 能 總 是 成 功 , 但 是 不 要 害 怕 下 決 定 。 你 必 須 相 信 某 些 不 一 樣 的 事 情 會 發 生 。 那 些 說 他 一 定 能 做 到 的 , 跟 那 些 說 他 一 定 做 不 到 的 人 們 , 這 兩 者 通 常 都 是 對 的 。