# mlg/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz
# uz/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz


(src)="1"> Ny zavatra tena tsy azon- tsika amin 'ny siansa ary lasa fifan- dirana mitsy aza izany izao mety tsy amin 'ny siansa irery iany fa amin 'ny fiainana an- davan 'andro koa e ! ilay hevitra hoe " evolution "
(trg)="1"> Mening fikrimcha , hozirgi kunda fandagi notog 'ri tushuncha , barchamizga ma' lum bulgan , va eng munozarali tushuncha , balkim fanda emas , ammo mashhur madaniyatimizdagi notog 'ri anglashiladigan - evolutsiya haqidagi fikrlar

(src)="2"> Evolution ary isaka isika maheno an 'io teny io ; na dia tsy amin 'ny biolgy irery iany aza dia ny zavatra tonga ao anatin 'ny sain- tsika dia misy zavatra miova ao , misy fivoarana ao . ka izany fivoarana izany ny fahazahoan 'olona an´i teny " évolution" amin 'ny fiainana an- davan 'andro eny ary e ! ao asehoko zavatra kely ianareo itanao tsara angamba ity sarina gidro ity ,, an- tsika rehetra dia samy efa nahita an' izany gidro izany tany amin' ireny " musée " na tany " Antsibazaza ! ary mivokona izy rehefa mandeha ,, ny lohany mibiloka manao izay vitako zah amin 'ny sary ity .. io izany gidro zany ,, mety manao satroka koa izy de etsy akaiky etsy indray dia misy sary anakiray maneho anazy miova tsikelikly ary miha mahitsy ka farany lasa nivadika bandy kely bogosy , ravoravo fa andeha am- piasana ka zao izy lasa mandeha mahitsy tsara ,, ary tsy aleo ve moa mandeha mahitsy tsara toa izay miondrika ,, ary tsisy rambo intsony ledala . ao esorintsika izany fa ity bandy ray ity mbola misy rambo ao amboariko tsara izany . miala tsiny amin 'ilay sary somary mapme kely efa nahita gidro daholo isika na amin 'ny fahitalavitra izany na tany Antsimbazaza . raha miha- mahitsy tsikelikely ny gidro dia lasa mivadika ho olom- belona . izany hoe afaka lazaina koa fa ny gidro dia lasa nivadika olom- belona . ary efa naheno an' izany zah t@ ny resa- dresaka mandalo ,, na amin 'ny " biology " , na anatin 'ireny fikambana siantifika ireny koa aza
(trg)="2"> Evolutsiya
(trg)="3"> Va qachonki biz bu suzni eshitsak , hatto biologiyaga oid emas vaziyatda eshitsak , biz nimadir uzgarishini , rivojlanishini tasavvur qilamiz , va odamlar evolyutsiya suzini kundalik vaziyatda ishlatganda , bu tushunchani uzgarish deb tushinishadi va bu hozir mening chizish qobilyatimni tekshirmoqchi siz maymunni kurayapsiz , egilgan , hammmiz bu suratni tabiiy muzeyda kurganmiz u bukri bulib yurayapti , shunday va uning boshi egilgan
(trg)="4"> Men qulimdan kelganini qilayapman , bu maymun , balkim , qalpoq qiyib olgan , va keyin ular bu suratda uning asta sekin tik yuruvchiga aylanishini kursatadi va nihoyat u birta uz ishiga boradigan , hursandga aylanadi va hozir u to' liq tik yurayapti , va bu erda bir qandaydir tub ma 'no bor tik yurishda , bu yurish tik yurmaslikdan yahshi , va unda endi dum bulmaydi qani buni yoqotaylik , bunda dum yuq deylik va siz menga mos kenglikda qilishimga ruxsat bering .

(src)="3"> lazain 'izy ireo : " eh ! nivadika ho olom- belona lay gidro , na koa hoe pre- humain " efa manakaiky ny fitsan- gan' olona ny fitsangany . somary mivokona kely ilay bandy ,, mbola gidro izy fa kely sisa ny tsy hitovizany amin- tsika ; ,,,,
(trg)="5"> Va meni chizish qobulyatim uchun uzr biz barchamiz buni kurganmiz , qachondir siz agar tabiiy tarix muzeyiga borgan bulsangiz . ular faqat tik tikroq maymun qiladi , va odamzot bulib qoladi . va bu erdagi fikr maymunlar qandaydir odam ahliga uzgargan degan . va men buni koplagan vaziyatlarda , hattoki biologiya darslarida va yana fan jamoasida ham kurganman . ular aytadi : oh , maymun odam bulib rivojlandi yoki odamdan oldingi pog' onadagi tuzumga qarab rivojlandi deb . bu yigit deyarli tik turayapti . bilasizmi , bu yigit ozgina bukraygan va ozgina maymunga o' xshagan edi va ozgina odamga o' xshagan va hakozo

(src)="4"> Tiko hazava tsara eto fa : na dia nitranga aza izany ,, ka nahita ianareo zavatra boary nisedra fihovana , satria angamba ireo razam- ben 'izy ireo mitovy bebekoa amin 'iray ito , ary izy ireo indray dia mitovy aminy ray ito . tsy misy an' izany zavatra miovaova hoazy izany ,, antsoina hoe" evolution "
(trg)="6"> Va men bu erda aniq qilib etmoqchiman
(trg)="7"> Bu jarayon bulganiga qaramay , va vaqt utishi bilan uzgarishga uchragan jonzotlar bulgan va balkim ularning ajdodlari shunga o' xshagan va natijada bunga o' xshagan
(trg)="8"> Bu erda hech qanday faol jarayon bulgan emas , evolyutsiya degan

(src)="5"> Tsy hoe milaza ilay gidro hoe : " mba tiko ho lasa mitovitovy amin 'ny Rakoto na Rabe ny zanako " dia miova tokoa . tiko mba misy fiovana amin 'ny " ADN " ko mba hitovizako amin 'ity
(trg)="9"> Bu masalan , birta maymun , voy , meni farzandlarim mana bu narsaga o' xshashini hohlayman deganday emas
(trg)="10"> Shunday qilib , men qanday qilibdir DNK imga o' zgartirishlar kiritaman bunga o' xshash uchun .

(src)="6"> Ilay " ADN " tsy mahay an' izany tsy nilaza mihitsy ilay " ADN " hoe : " Aleo ange mandeha mahitsy tsara toa izay mandeha mivokona na mandady otran 'ny gidro " . andeha hiezaka aho mba hiova mitovy an 'i Rakoto na i Rabe . ny " évolution " izany dia tsy takak 'izany . tsy hoe koa hoe : ohatra hoe misy hazo izay eto misy azo ito , ary izany manana voankazo tsara ilay hazo misy voankazo tsara sy mamy , ary matsiro be ilay hazo mety ho paoma izy io . ka misy karazana zava- boary otran 'ny aomby na afaka ataon- tsika koa hoe soavaly izy io . dia avy eo izy milaza hoe : " hmm ,, tia haka an' iretsy paoma iretsy aho " ary araka ny fantanao . satria izy ireo tia haka an' ireo paoma ireo , ary ny taranaka ao afara ... mieza ny manakatra an' ilay paoma ,, ka ny taranaka mifandimbin- dimby
(trg)="11"> Yani , bu DNK ni bilishi deganmas
(trg)="12"> DNK aytgan emas :
(trg)="13"> Ey , tik yuruvchi bulgan yahshi bukrayib yurgandan kura deb . maymunga o' xshab men qanday bo' lsayam o´zgaraman boshqa narsalarga tabiiy holda .

(src)="7"> lasa miha- lava miha - lava ny tenda n' izy ireo ka niafarany nivadika ho " Giraffe " . tsy izany mihitsy ny antsoina hoe" évolution " ary tsy misy idiran 'ny évolution mihitsy izany , amiin 'ny faiainana an- davan 'andro dia hafa mihintsy ny dikany ka mahaton- ga antsika manana fiheverana hafa .
(trg)="20"> Keyin , faqat ular olmalarni olishni hohlagani uchun , balkim kelasi avlod ... ular so' ngra o´zlarining bo' yinini cho´zishni davom ettiradi , va keyin , avloadma avlod , ularning bo' yinlari uzundan uzun buladi , va natijada ular jirafalarga aylanadi
(trg)="21"> Bu ham evolyutsiya emas , va evolyutsiya buni nazarda tutmaydi ba' zida so´zning kundalik ma' nosi shunday tuyiladi bizga

(src)="8"> Ny tena marina ny " évolution " ,, ny teny " séléction naturel " moa ny tena ankifiziko kokoa ah
(trg)="22"> Evolyusiya esa , haqiqatda , men ishlatishni afzal biladigan so 'z , bu tabiiy tanlanish

(src)="9"> " séléction naturelle " ao soratako izany séléction naturelle ny dikany ara- bakiteny dia isakin 'ny zava- manan 'aina rehetra " organismes vivants " dia tsy maintsy hisedra fiova ka manan- danja be io teny io eto .. ny fiova " variation " dia : jereo ange ,, fa misy fiovana kely raha mijery an' ireo zaza iray kilasy aminao ao ampianarana ianao ,, misy fiovana ao . misy ny sasany lava, sasany fohy, sasany manana lokom- bolo fotsy, sasany mainty sns, tsy voatanisa . misy fiovana foana ao ary ny " séléction naturelle dia ,, io fizotra io , izany hoe indraindray ireo zavatra manodidina no misafidy ny fiovana ny fiovana sasany dia mety tsy dia ampaninona loatra ,, fa ny sasany kosa dia misy vokany ohatra anakiray izay hita anatin 'ireo boky biolojika rehetra ,
(trg)="23"> Tabbiy tanlanish , bu suzni yo' zishimga ijozat bering . tabiiy tanlanish
(trg)="24"> Asl ma' noda , bu so 'z har qanday tirik organizmlar jamoasida turli hil hilma hillik bo' ladi .
(trg)="25"> Va shu so 'z muhim bu erda .

(src)="10"> " la phalène de bouleau " anarana lolo io ka talohan 'ny " révolution industrielle " tany Angletera dia ireto lolo ,, ny sasany tamin 'ireo lolo dia ,,,, ao amboariko eto ny sarin 'ny ilay lolo mba ahafan- taranareo azy ireo ,, ao ampiako vitsivitsy izy ireo ao ampiako kely ny isany misy antokona lolo zao etsy ,, ao ampiako anakiray indray . ka ny ankamaroan 'ny lolo tany tamin 'izany dia ity karazany ity ,
(trg)="32"> Bir misol , ko' pincha biologiya kitoblarida beriladigan , va juda qiziq biri , men ishonamanki ular

# mlg/LdHWk83FLkWd.xml.gz
# uz/LdHWk83FLkWd.xml.gz


(src)="1"> Tetikasa an- dalam- panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan- kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .
(src)="2"> ( Mozika )
(src)="3"> [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1 . 6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]
(trg)="1"> Ikki yil oldin TED da emlash mahsulotlarini saqlash ehtiyoji haqida qilingan fikrlarga asoslangan holda hozirda biz bu ish ustida ishlayapmiz ( Musiqa ) 1 . 6 milliard kishi elektr ta' minotisiz muzlatish yoki yoqilg 'i saqlash muammodir .

(src)="4"> [ Olana lehibe izany ]
(trg)="2"> Va buning natijasida

(src)="5"> [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ]
(trg)="3"> Kasalliklar .

(src)="6"> [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]
(trg)="4"> ovqat va dorilarni saqlash muammosi , sifatsiz hayot tarzi kelib chiqadi va mana sizga yechim : qimmat bo' lmagan elektr ta' minotsiz muzlatish ... propan , gaz , kerosin yoki kerakli moddalar termodinamika bilan o' tkazilgan vaqt

(src)="7"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra ... ] [ ... entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .
(trg)="5"> Qisqasi , 29 yil oldin , mening Termokimiyo ustozim absorbsiya ( singdirish ) va muzlatish haqida gapirgan edi
(trg)="6"> Va uning gaplari haqida ko 'p o´yladim .
(trg)="7"> U ko' proq Stilring dvigateliga o' hshardi

(src)="8"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an- tsaiko izany .
(trg)="8"> - judayam qiziqarli lekin u bilan nima qilishningni bilmaysan .

(src)="9"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .
(trg)="9"> Va u 2858chi yili Ferdinand Carre tomonidan o' ylab topilgan ediyu ,

(src)="10"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 , saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .
(trg)="10"> lekin u , dvigatel bilan hech narsa yarata olmadi , sababi u vaqtda , yetarli asboblar bo' lmagandi .
(trg)="11"> Va bir ajoyib Kanadalik , Povel Crosli 1928 yili muz- shari degan narsani reklama qildi , va bu judayam yahshi fikr edi ,

(src)="11"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity , ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .
(trg)="12"> lekin men hozir bu nima cuhun ishlashga qo 'l kelmaganini aytaman .
(trg)="13"> Lekin avval uning qanday ishlashini tushuntirib o' tay .

(src)="12"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .
(trg)="14"> Hullas unda ikkita shar , orasida masofa bilan ajratilgan . bittasida ishlatiladigan suyuqilik , suv va ammonia va ikkinchisi esa kondensator .

(src)="13"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .
(trg)="15"> Issiq tomoni yanada isitiladi .

(src)="14"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .
(src)="15"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .
(src)="16"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari- pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .
(trg)="16"> Va ammoniya bug' lanadi va ikkinchi tomonida esa u to' planib boradi . va uni hona temperaturasigacha sovishini kutamiz , undan keyin , ammoniya qayta bug' lanib suv bilan qo' shiladi . ilgarigi issiq tomonida esa juda katta sovitish ta' sirini beradi .

(src)="17"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .
(trg)="18"> Chunki , ammoniya ishlatish bilan juda yuqori bosim paydo bo' ladi agarda siz uni noto 'g' ri isitsangiz .

(src)="18"> Ahazoana tsindrin- drivotra mahery ny ammoniaque rehefa hafanaina tsara .
(trg)="19"> Bosim 400 pikseldan oshib ketgandi .
(trg)="20"> Ammoniya esa zaharli modda .
(trg)="21"> Va u hamma yoqqa sochilib ketgandi .

(src)="19"> Nahatratra 400psi izany .
(src)="20"> Ny ammoniaque dia poizina .
(src)="21"> Ka niparitaka be ilay izy .
(trg)="23"> Hullas , 2006 yildning nimasi zo 'r

(src)="22"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .
(trg)="24"> - komyuterlashtirilgan hizoblash usuli bor .

(src)="23"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan´ny haikajy .
(trg)="25"> Biz , Standfordagi Termodinamika bo' limidaglar birga shu ish ustida ishlashga yig' ildik

(src)="24"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .
(trg)="26"> Juda ko 'p harakatdagi suyuqilklar ustidagi hisoblashlardan keyin ko' pchilik ammoniya muzlatish jadvallar hato ekanligini asoslab berdik .

(src)="25"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .
(src)="26"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .
(trg)="27"> Biz bi necha zaharli bo' lmagan va past bosimda ishlatsa bo' ladigan muzlatadigan moddalrni topdik .

(src)="27"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin- drivotra ambany .
(trg)="28"> Britaniya birlashgan Qirolligidan bir guruh muzlatgichlar bilan ishlay oladigan ajoyib odamlar kelishdi

(src)="28"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --
(trg)="29"> Britaniyda ular bor- da ! va biz sinov uchun apapratni qurdik , va chindanham , past bosimli , zaharsiz muzlatgiz ishlab chiqara oldik .

(src)="29"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .
(trg)="30"> Men sizga bu qanday ishlashini aytay endi

(src)="30"> Toy izao ny fiasany .
(src)="31"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .
(src)="32"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana , na avy amin 'ny tain- drameva na kitay io .
(trg)="31"> Siz uni oddiy gulhan ustiga qo' yasiz va bilamizki , dunyodagi ko 'p odamlarda ovqat qilish uchun gulhan- o 't yoqisha oladi , o' tinning nima bo' lishidan qattiy nazar - tuyaning ahlatimi yoki otinmi , hullas 30 daqiqa davomida isitib , bir soat davomida sovitiladi va buni biror bi konteinerga , idishga solib qo' ysa 24 soat davomida muzlatgiz rolini o' ynaydi .

(src)="34"> Apetraka ao anaty tavy ary avela hangatsiaka mandritra ny 24 ora .
(trg)="32"> Va uning ko' rinishi man bunday bo' ladi .
(trg)="33"> Bu beshinchi turi .
(trg)="34"> Hali butunlay ishlab tugatilmagan .

(src)="35"> Ohatran 'ity ilay izy .
(src)="36"> Ito zao no santiona fahadimy .
(src)="37"> Mbola tsy vita tanteraka ito .
(trg)="35"> Og' riligi 3 . 7 kg , va ishlash mehanismi bunday : siz buni 15 literli ( tahmiman 3 gallon ) sig 'im ichiga qo' yasiz va u muzlash darajasidan 3 daraja yuqorigacha sovitadi .

(src)="39"> Apetraka ao anaty tavy 15 litatra , ary mangatsiaka ho azy hatramin 'ny mari- pàna miteraka ranomandry ilay izy , ventin- drefy telo miiba ny aotra .
(trg)="36"> 24 sota davomida , 30 daraja bo' lgan joy uchun bu juda arzon usul .

(src)="40"> Atao mandritra ny 24 ora sy ao anaty tontolo 30 ventin- drefy Celsius .
(src)="41"> Tena mora vidy izy ity .
(trg)="37"> Biz bunday kattalikdagi muzlatgichlarni 25 dollar atrofida harajat qilib qura olamiz ... kichikroq hajmdagilarini esa 40 dollar desa bo' ladi .

(src)="42"> Mieritreritra hamokatra betsaka izahay izay hamidy 25 dolara , ary karazany hafa amin 'ny vidiny 40 dolara .
(trg)="38"> Va biz hamma ishlata oladigan muzlatgiz ishlab chiqara olamiz deb o' ylaymiz .

(src)="43"> Ny tanjonay dia afaka hampangatsiaka ny olona rehetra tsy ankanavaka .
(trg)="39"> Rahmat .
(trg)="40"> ( Qarsaklar )

# mlg/muXBGQivutS0.xml.gz
# uz/muXBGQivutS0.xml.gz


(src)="1"> Inty dia famelabelarana adin 'ny roa izay nataoko ho an 'ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(trg)="1"> Haqiqtdan ham , men bu ikki soatli nutqni yuqori sinf maktab o' quvchilariga gapirganman , endi esa uni qisqartirib , 3 daqiqali nutq qildim .

(src)="2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho , fito taona lasa izay . nipetraka teo ankaikiko ,
(trg)="2"> Buning hammasi 7 yil oldin , TED ga ketayotganimda , samoletda , bir kunda boshlandi .

(src)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(trg)="3"> Mening yonimda yuqori sinf maktab o' quvchisi o´tirar edi va u juda kambag 'al oiladan edi .

(src)="4"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(trg)="4"> U hayotida biror yutuqqa erishmoqni xohlardi va mendan bitta soddagina savol so' radi .

(src)="5"> Hoy izy , " Inona no mitondra ho amin 'ny fahombiazana ? " .
(trg)="5"> " Muvaffaqiyatga etaklovchi nima ? " deb so' radi u .

(src)="6"> Tsy azoko ny aiko , satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa- po ho azy aho .
(trg)="6"> Men unga yahshi javob bera olmaganim sababli , o' zimni juda yomon his qildim .

(src)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(trg)="7"> Hullas , men samoletdan tushib , TED ga keldim .

(src)="8"> Tonga saina aho ...
(src)="9"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="8"> Men o' yladim , ahir men muvaffaqiyatli insonlarga to 'la bo´lgan xonaning o' rtasidamanku !

(src)="10"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(trg)="9"> Nimaga men ulardan muvaffqiyatga erishishlari uchun nima yordam berganligini so' ramasligim va
(trg)="10"> Va nima uchun bu fikrlarni yosh bolalarga yetkazmasligim kerak ?

(src)="11"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="11"> Mana endi , yetti yilu 500 intervyulardan keyin , men sizlarga muvaffaqiyatga nima sabab bo' lishini va TED jamiyatining faollarini harakatga keltiradigan sabablarni aytib bermoqchiman .

(src)="12"> Ny voalohany amin 'izy rehetra dia ny fahafinaretana
(trg)="12"> Birinchi narsa - chanqoqlik .

(src)="13"> Hoy Freeman Thomas : " izaho dia natosiky ny fahafinaretana " reo mpikambana ao amin 'ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(trg)="13"> Freeman Thomas aytgan :
(trg)="14"> " Meni chanqoqligim boshqaradi . "
(trg)="15"> TED faollari biror ishni muhabbat uchun bajaradi , pul uchun bajarmaydi .

(src)="14"> Carol Coletta nilaza hoe :
(trg)="16"> Carol Coletta aytgan :

(src)="15"> " Mandoa vola amin 'ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko " .
(trg)="17"> " Man o' zim bajaradigan ishni boshqalar bajarishi uchun ularga pul to' lashga ham tayyorman . "

(src)="16"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am- pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(trg)="18"> Qiziqarlisi shuki , agar siz biror ishni muhabbat bilan bajarsangiz , pul baribir keladi .

(src)="17"> Miasà !
(trg)="19"> Ishlang !

(src)="18"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(trg)="20"> Rupert Murdoch menga aytdi , " Buning hammasi tirishqoqlik sabablidir .

(src)="19"> Tsy misy zavatra mora izany .
(trg)="21"> Hech narsa osonlik bilan kelmaydi .

(src)="20"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(trg)="22"> Lekin men bajargan ishimdan juda ko 'p lazzat olaman .

(src)="21"> Fahafinaretana hoy izy ?
(trg)="23"> U lazzat dedimi ?

(src)="22"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="24"> Rupert- a ?

(src)="23"> Eny !
(trg)="25"> Ha !

(src)="24"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="26"> TED faollari ishlab rohatlanadilar .

(src)="25"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(trg)="27"> Ular tirishqoqlik bilan ishlaydilar .

(src)="26"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(trg)="28"> Men anglashimcha ular ishga mukkasidan ketganlar emas .
(trg)="29"> Ular mehnatsevarlar .

(src)="27"> Mahiratra !
(trg)="30"> Yahshi !

(src)="28"> Hoy izy i Alex Garden : " Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray ary ataovy izay hampahiratra anao amin 'io sehatra io . "
(trg)="32"> " Muvaffaqiyatli bo' lish uchun biror ishni tanlab , shu ishda eng zo 'r inson bo' ling . "

(src)="29"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(trg)="33"> Hech narsada sehr yo 'q , bu mashq , mashq , mashq .

(src)="30"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="34"> Va bu diqqat - e' tibor .

(src)="31"> Hoy i Norman Jewison tamiko : " Amiko ilay izy dia miankina amin 'ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray "
(trg)="35"> Norman Jewison menga aytdi ,
(trg)="36"> " Mening fikrimcha , buning hammasi diqqat- e' tiboringizni bir narsaga qaratish sabablidir "

(src)="32"> Ary fikirizana !
(trg)="37"> Va Olg 'a !

(src)="33"> Hoy i David Gallo , " Mikiriza ianareo "
(trg)="38"> David Gallo aytadi , " Olg 'a harakat qiling .

(src)="34"> Na ara- batana , na ara- tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !
(trg)="39"> Jismonan , aqlan , olg 'a harakat qiling , olg 'a , olg 'a . "

(src)="35"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .
(trg)="40"> Uyalish va o' zingizga bo´lgan shubhadan chiqib ketishingiz kerak .

(src)="36"> Goldie Hawn dia niteny hoe :
(src)="37"> " Izaho dia tsy mba natoky tena firy .
(trg)="41"> Goldie Hawn aytadi , " Men har doim o' zimga shubha bilan qarardim .

(src)="38"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .
(trg)="42"> Men yetarli darajada biror ishni bajarishda yahshi emas edim , yetarli darajada aqlli emas edim .

(src)="39"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . "
(trg)="43"> Men biror ishni uddalay olaman deb o' ylamas edim . "

(src)="40"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(trg)="44"> Hozirgi paytda , har doim ham o' zini biror narsaga majburlab undash oson emas , shu sababli onalar yaratilgan .

(src)="41"> LOL
(trg)="45"> ( Kulgi )

(src)="42"> Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko ,
(trg)="46"> Frank Gehry - Frank Gehry menga aytdi ,

(src)="43"> " Ny reniko no namporisika ahy . "
(trg)="47"> " Mening onam meni ishga undar edi . "

(src)="44"> Ny fanampiana !
(trg)="48"> Hizmat qiling !