# mlg/muXBGQivutS0.xml.gz
# tt/muXBGQivutS0.xml.gz


(src)="1"> Inty dia famelabelarana adin 'ny roa izay nataoko ho an 'ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(trg)="1"> Мин бу чыгышымны 2 сәгать дәвамында мәктәптә ясадым .
(trg)="2"> Хәзер аны 3 минутка кыскарттым .

(src)="2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho , fito taona lasa izay . nipetraka teo ankaikiko ,
(trg)="3"> Барысы да бер көнне TED- ка юл тоткан хәлдә , очкычта башланды .
(trg)="4"> Җиде ел элек .
(trg)="5"> Минем янымда

(src)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(trg)="6"> Яшүсмер , мәктәп укучысы утырды .
(trg)="7"> Ул бик факыйрь гаиләдән иде .

(src)="4"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(trg)="8"> Ул тормышында нәрсәгәдер ирешергә теләгән иде ,
(trg)="9"> Һәм ул миңа кечкенә гади сорау бирде .

(src)="5"> Hoy izy , " Inona no mitondra ho amin 'ny fahombiazana ? " .
(trg)="10"> " Уңышка нәрсә китерә ? " , диде ул .

(src)="6"> Tsy azoko ny aiko , satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa- po ho azy aho .
(trg)="11"> Мин югалып калдым .
(trg)="12"> Аңа җавап бирә алмадым .

(src)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(trg)="13"> Очкычтан төшкәч , мин TED- ка килдем .

(src)="8"> Tonga saina aho ...
(src)="9"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="14"> Һәм мин уйлап куйдым : мин бит уңышлы кешеләр тулган бүлмә уртасында !

(src)="10"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(trg)="15"> Нигә алардан уңыш серен сорамаска ? !
(trg)="16"> Һәм аны балаларга ачмаска ?

(src)="11"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="17"> Димәк , җиде ел узган , 500 әңгәмә ясалган .
(trg)="18"> Һәм мин сезгә уңышка илткән серләрне ачам .
(trg)="19"> TED- чыларны нәрсә илһамландыра ?

(src)="12"> Ny voalohany amin 'izy rehetra dia ny fahafinaretana
(trg)="20"> Беренче әйбер - дәрт .

(src)="13"> Hoy Freeman Thomas : " izaho dia natosiky ny fahafinaretana " reo mpikambana ao amin 'ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(trg)="21"> Фримен Томас сүзләренчә , " Мине дәртем алып барды " .
(trg)="22"> TED- чылар эшләрен яратып эшли , алар акча өчен эшләми .

(src)="14"> Carol Coletta nilaza hoe :
(src)="15"> " Mandoa vola amin 'ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko " .
(trg)="23"> Кэрол Колетта сүзләренчә , " Миңа эшемне эшләр өчен , мин башкаларга түләргә әзермен " .

(src)="16"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am- pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(trg)="24"> Иң кызыгы шунда :
(trg)="25"> Эшне яратып эшләсәң , акча барыбер килер .

(src)="17"> Miasà !
(trg)="26"> Эшлә !

(src)="18"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(trg)="27"> Руперт Мэрдок әйткәнчә , " күп эшләргә кирәк " !

(src)="19"> Tsy misy zavatra mora izany .
(src)="20"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(trg)="28"> " Җиңел генә уңышка ирешеп булмый .

(src)="21"> Fahafinaretana hoy izy ?
(trg)="29"> Эштән ләззәт алырга кирәк " .

(src)="22"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="30"> " Ләззәт " сүзен Руперт әйттеме ?

(src)="23"> Eny !
(trg)="31"> Әйе !

(src)="24"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="32"> Тед- чылар эшеннән ләззәт алалар .

(src)="25"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(trg)="33"> Һәм алар күп эшлиләр .

(src)="26"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(trg)="34"> Алар авыр эшләүчеләр түгел , алар эш яратучылар .

(src)="27"> Mahiratra !
(trg)="35"> Белгеч булу !

(src)="28"> Hoy izy i Alex Garden : " Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray ary ataovy izay hampahiratra anao amin 'io sehatra io . "
(trg)="36"> Алекс Гарден сүзләренчә , уңышлы булыр өчен берәр нәрсә сайлагыз , һәм ул эштә иң яхшы булыгыз .

(src)="29"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(trg)="37"> Тылсымга урын юк , барысы да практика , практика , практика .

(src)="30"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="38"> Игътибарны бер өлкәдә тупларга кирәк .

(src)="31"> Hoy i Norman Jewison tamiko : " Amiko ilay izy dia miankina amin 'ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray "
(trg)="39"> Норман Джуисон :
(trg)="40"> " Иң мөһиме - игътибарны бер әйбердә туплауда " , ди .

(src)="32"> Ary fikirizana !
(trg)="41"> Үзеңне җиңәргә !

(src)="33"> Hoy i David Gallo , " Mikiriza ianareo "
(trg)="42"> Дэвид Галло :
(trg)="43"> " Үзеңне җиң " , дип әйтә .

(src)="34"> Na ara- batana , na ara- tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !
(trg)="44"> Физик яктан һәм рухи яктан җиңәргә .

(src)="35"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .
(trg)="45"> Сез оялучанлыкны һәм икеләнүне җиңәргә тиеш .

(src)="36"> Goldie Hawn dia niteny hoe :
(src)="37"> " Izaho dia tsy mba natoky tena firy .
(trg)="46"> Голди Һаун : " мин үземннән һәрвакыт шикләнә идем " , ди .

(src)="38"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .
(trg)="47"> " Мин җитәрлек яхшы һәм акыллы түгел идем " .

(src)="39"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . "
(trg)="48"> " Миннән нәрсәдер чыгар дип уйламаган идем " .

(src)="40"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(trg)="49"> Үзеңне җиңеп чыгу җиңел түгел , шуңа күрә Аллаһ әниләрне уйлап чыгарган .

(src)="41"> LOL
(trg)="50"> ( Көлү )

(src)="42"> Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko ,
(trg)="51"> Фрэнк Һири шулай дигән :

(src)="43"> " Ny reniko no namporisika ahy . "
(trg)="52"> " Мине әнием алга этте "

(src)="44"> Ny fanampiana !
(trg)="53"> Хезмәт итү !

(src)="45"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : " Voninahitra ho ahy ny manampy amin 'ny maha dokotera ahy "
(trg)="54"> Шервин Нуланд :
(trg)="55"> " Табиб булып хезмәт итү минем өчен намус эше иде " ди .

(src)="46"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam- bola be izy ireo .
(trg)="56"> Хәзер күп кенә бала миллионер булырга хыяллана .

(src)="47"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : " Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan- danja ho an 'ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .
(trg)="57"> Мин аларга әйткән беренче әйбер :
(trg)="58"> " Сез үзегез өчен генә яши алмыйсыз "
(trg)="59"> " Сез башкаларга да хезмәт итәргә тиеш " .

(src)="48"> Toy izany no maha mpanakarena ny olona . "
(trg)="60"> " Чөнки кешеләр шул юл белән генә бай була ала " .

(src)="49"> Ny Hevitra ! i Bill Gates izay mpikambana ato amin 'ny TED dia nanambara hoe : " manana hevitra aho ,
(trg)="61"> Идеяләр !
(trg)="62"> ТЕД- чы Бил Гейтс :

(src)="50"> " ndeha hanorina ny orinasa voalohany mamokatra " logiciel " ho an' ireo solon- tsaina aho " .
(trg)="63"> " Минем идеям булган " , ди . " микрокомпьютерлар өчен программалар язган беренче компания ачу " .

(src)="51"> Afaka milaza aminareo aho fa hevitra tsara tokoa izany .
(trg)="64"> Бу шактый яхшы идея булган .

(src)="52"> Ary tsy misy fahagagana ny amin 'ny fanantaterahana izany , ny fanaovana zavatra tsotra ihany no vaha- olana .
(trg)="65"> Идеяләр тууда бернинди тылсым юк .
(trg)="66"> Бу бары тик гади адымнар гына ясау .

(src)="53"> Ary efa maro ireo porofo efa voalazako .
(trg)="67"> Һәм мин моны дәлилли алам .

(src)="54"> Ary farany , manana FAHARETANA !
(trg)="68"> Үзсүзлелек !

(src)="55"> Hoy i Joe Kraus ,
(trg)="69"> Джо Краус шулай ди :

(src)="56"> " Ny faharetana no antony voalohany iankinanan 'ny fahombiazana . "
(trg)="70"> " Уңышның беренче сәбәбе - үзсүзле булу "

(src)="57"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia ao anatin 'ny faharesena tanteraka aza . .
(trg)="71"> Сез уңышсызлыклар аша , " CRAP " аша үтәргә тиеш .

(src)="58"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia tafiditra anaty K . I . Z . O aza izany hoe : voa - Kiana , voa- Ilika , voa- Zimba , Voa- Ory . "
(trg)="72"> Бу " Тәнкыйть , Кыек карау , Аңгыралар һәм Басым " дигәнне аңлата .

(src)="59"> LOL
(trg)="73"> ( Көлү )

(src)="60"> Koa araka izany , ny valiny lehibe ho an 'io fanontaniana io dia tsotra ihany :
(trg)="74"> Димәк , безнең сорауга җавап бик гади :

(src)="61"> Mandoava 4, 000 $ ( vidim- pidirana ) ary tongava aty amin " i TED .
(trg)="75"> 4 мең доллар түләгез һәм ТЕД- ка килегез .

(src)="62"> Na raha tsy mety izany dia ampiharo ireo zavatra valo ireo -- ary matokisa ahy , ireo zavatra valo ireo no mitondra ho amin 'ny fahombiazana .
(trg)="76"> Яки , теләмәсәгез , бу 8 әйберне эшләгез , һәм , ышаныгыз , бу сезне уңышка китерәчәк .

(src)="63"> Misaotra ny mpikambana ao amin 'ny TED aho ho an' ireo fanadihadihana rehetra natao .
(trg)="77"> ТЕД- чыларга әңгәмәләр өчен рәхмәт !