# mlg/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz
# nb/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz


(src)="1"> Ny zavatra tena tsy azon- tsika amin 'ny siansa ary lasa fifan- dirana mitsy aza izany izao mety tsy amin 'ny siansa irery iany fa amin 'ny fiainana an- davan 'andro koa e ! ilay hevitra hoe " evolution "
(trg)="1"> Jeg tror det er det mest misforståtte begrepet i all vitenskap , og mest omstridte begrep - kanskje ikke i vitenskapen , men i vår populærkultur - er ideen om evolusjon .

(src)="2"> Evolution ary isaka isika maheno an 'io teny io ; na dia tsy amin 'ny biolgy irery iany aza dia ny zavatra tonga ao anatin 'ny sain- tsika dia misy zavatra miova ao , misy fivoarana ao . ka izany fivoarana izany ny fahazahoan 'olona an´i teny " évolution" amin 'ny fiainana an- davan 'andro eny ary e ! ao asehoko zavatra kely ianareo itanao tsara angamba ity sarina gidro ity ,, an- tsika rehetra dia samy efa nahita an' izany gidro izany tany amin' ireny " musée " na tany " Antsibazaza ! ary mivokona izy rehefa mandeha ,, ny lohany mibiloka manao izay vitako zah amin 'ny sary ity .. io izany gidro zany ,, mety manao satroka koa izy de etsy akaiky etsy indray dia misy sary anakiray maneho anazy miova tsikelikly ary miha mahitsy ka farany lasa nivadika bandy kely bogosy , ravoravo fa andeha am- piasana ka zao izy lasa mandeha mahitsy tsara ,, ary tsy aleo ve moa mandeha mahitsy tsara toa izay miondrika ,, ary tsisy rambo intsony ledala . ao esorintsika izany fa ity bandy ray ity mbola misy rambo ao amboariko tsara izany . miala tsiny amin 'ilay sary somary mapme kely efa nahita gidro daholo isika na amin 'ny fahitalavitra izany na tany Antsimbazaza . raha miha- mahitsy tsikelikely ny gidro dia lasa mivadika ho olom- belona . izany hoe afaka lazaina koa fa ny gidro dia lasa nivadika olom- belona . ary efa naheno an' izany zah t@ ny resa- dresaka mandalo ,, na amin 'ny " biology " , na anatin 'ireny fikambana siantifika ireny koa aza
(trg)="2"> Evolution .
(trg)="3"> Og når vi her dette ordet - Jeg mener : selv om vi ikke hører på i den biologiske sammenheng - , vi tenker oss at noe er i endring , det er under utvikling , og så når folk bruker ordet evolusjon i sin daglige kontekst , tenker de på denne forestillingen i endring det , vet du , - dette kommer til å teste min tegning evne - , men de , vet du :
(trg)="4"> Du ser en ape , bøyd over , har vi alle sett dette bildet på naturlige museet og han går pukkelrygg sånn , og hodet er bøyd ned , og

(src)="3"> lazain 'izy ireo : " eh ! nivadika ho olom- belona lay gidro , na koa hoe pre- humain " efa manakaiky ny fitsan- gan' olona ny fitsangany . somary mivokona kely ilay bandy ,, mbola gidro izy fa kely sisa ny tsy hitovizany amin- tsika ; ,,,,
(trg)="13"> Og det er denne ideen om at apene eller annen måte forandret til et menneske . og jeg har sett dette i flere sammenhenger og til og med innsiden av biologi klasser og selv i det vitenskapelige miljøet de vil si : oh apen utviklet seg til den menneskelige eller ape utviklet seg til den pre- menneskelig : fyren som nesten stod oppreist , du vet , han som var litt krum rygg , så han litt ut som en ape og litt som et menneske og så videre og så videre .

(src)="4"> Tiko hazava tsara eto fa : na dia nitranga aza izany ,, ka nahita ianareo zavatra boary nisedra fihovana , satria angamba ireo razam- ben 'izy ireo mitovy bebekoa amin 'iray ito , ary izy ireo indray dia mitovy aminy ray ito . tsy misy an' izany zavatra miovaova hoazy izany ,, antsoina hoe" evolution "
(trg)="14"> Og jeg vil være veldig tydelig her :
(trg)="15"> Selv om denne prosessen skjedde , at du hadde skapninger som over tid akkumulert endringer , som kan være deres forfedre kan ha sett mer ut som dette , og til slutt de så mer ut som dette .
(trg)="16"> Det var ingen aktiv prosess på gang , kalt evolusjon .

(src)="5"> Tsy hoe milaza ilay gidro hoe : " mba tiko ho lasa mitovitovy amin 'ny Rakoto na Rabe ny zanako " dia miova tokoa . tiko mba misy fiovana amin 'ny " ADN " ko mba hitovizako amin 'ity
(trg)="17"> Det var ikke som den apen sa :
(trg)="18"> Gee , ønsker jeg mine barn til å se mer ut som dette dude .
(trg)="19"> Så liksom jeg skal få min DNA for å få nok endringer til å se mer ut som dette .

(src)="6"> Ilay " ADN " tsy mahay an' izany tsy nilaza mihitsy ilay " ADN " hoe : " Aleo ange mandeha mahitsy tsara toa izay mandeha mivokona na mandady otran 'ny gidro " . andeha hiezaka aho mba hiova mitovy an 'i Rakoto na i Rabe . ny " évolution " izany dia tsy takak 'izany . tsy hoe koa hoe : ohatra hoe misy hazo izay eto misy azo ito , ary izany manana voankazo tsara ilay hazo misy voankazo tsara sy mamy , ary matsiro be ilay hazo mety ho paoma izy io . ka misy karazana zava- boary otran 'ny aomby na afaka ataon- tsika koa hoe soavaly izy io . dia avy eo izy milaza hoe : " hmm ,, tia haka an' iretsy paoma iretsy aho " ary araka ny fantanao . satria izy ireo tia haka an' ireo paoma ireo , ary ny taranaka ao afara ... mieza ny manakatra an' ilay paoma ,, ka ny taranaka mifandimbin- dimby
(trg)="20"> Det er ikke som de DNA visste .
(trg)="21"> Den DNA did 'nt sier :
(trg)="22"> Hei , er det bedre å være gange enn å være slags pukkelrygg som en ape , og du vet derfor jeg skal prøve å liksom spontant endre til denne dude .

(src)="7"> lasa miha- lava miha - lava ny tenda n' izy ireo ka niafarany nivadika ho " Giraffe " . tsy izany mihitsy ny antsoina hoe" évolution " ary tsy misy idiran 'ny évolution mihitsy izany , amiin 'ny faiainana an- davan 'andro dia hafa mihintsy ny dikany ka mahaton- ga antsika manana fiheverana hafa .
(trg)="33"> De prøver å heve sin hals , og deretter etter generasjon etter generasjon , nakken blir lengre og lengre og til slutt de slår inn sjiraffer .
(trg)="34"> Det er ikke hva evolusjon er , og det er ikke hva evolusjon innebærer , men noen ganger den daglige forestillingen om ordet synes å gjøre oss tenke på den måten .

(src)="8"> Ny tena marina ny " évolution " ,, ny teny " séléction naturel " moa ny tena ankifiziko kokoa ah
(trg)="35"> Hva er evolusjon , og faktisk er dette ordet som jeg foretrekker å bruke , er det naturlig utvalg .

(src)="9"> " séléction naturelle " ao soratako izany séléction naturelle ny dikany ara- bakiteny dia isakin 'ny zava- manan 'aina rehetra " organismes vivants " dia tsy maintsy hisedra fiova ka manan- danja be io teny io eto .. ny fiova " variation " dia : jereo ange ,, fa misy fiovana kely raha mijery an' ireo zaza iray kilasy aminao ao ampianarana ianao ,, misy fiovana ao . misy ny sasany lava, sasany fohy, sasany manana lokom- bolo fotsy, sasany mainty sns, tsy voatanisa . misy fiovana foana ao ary ny " séléction naturelle dia ,, io fizotra io , izany hoe indraindray ireo zavatra manodidina no misafidy ny fiovana ny fiovana sasany dia mety tsy dia ampaninona loatra ,, fa ny sasany kosa dia misy vokany ohatra anakiray izay hita anatin 'ireo boky biolojika rehetra ,
(trg)="36"> Naturlig seleksjon , la meg skrive det ordet ned .
(trg)="37"> Naturlig utvalg .
(trg)="38"> Og bokstavelig talt hva det betyr er at i enhver populasjon av levende organismer du skal ha litt variasjon .

(src)="10"> " la phalène de bouleau " anarana lolo io ka talohan 'ny " révolution industrielle " tany Angletera dia ireto lolo ,, ny sasany tamin 'ireo lolo dia ,,,, ao amboariko eto ny sarin 'ny ilay lolo mba ahafan- taranareo azy ireo ,, ao ampiako vitsivitsy izy ireo ao ampiako kely ny isany misy antokona lolo zao etsy ,, ao ampiako anakiray indray . ka ny ankamaroan 'ny lolo tany tamin 'izany dia ity karazany ity ,
(trg)="48"> Jeg tror de kalles bjørkemåleren , og dette var i pre- industrielle revolusjon i England , at disse møll , at noen av møll var - la meg se om jeg kan tegne en sommerfugl å gi deg den ideen , du vet , la meg trekke et par av dem ,
(trg)="49"> La meg trekke noen pepret møll .
(trg)="50"> Et par pepret møll der .