# ko/Ct0tEeT9PWiY.xml.gz
# mlg/Ct0tEeT9PWiY.xml.gz


(src)="1"> 저는 오늘 여러분이 보시는 신문의 헤드라인을
(src)="2"> 작성하기 위해 드는 과학적 노력의
(src)="3"> 크기에 대해서 이야기하고자 합니다 .
(trg)="1"> Ny tiako ho resahina androany dia ny lanjan´ ireo ezaka ataon 'ny mpikaroka nahatongavana amin 'ireo lohatenin- dahatsoratra hitanareo amin 'ny gazety .

(src)="4"> 이와 같은 기후 변화에 관한 헤드라인에 대해서 말이죠 .
(src)="5"> 또 대기질이나 스모그에 관한 헤드라인에 대해서요 .
(trg)="2"> Toy izato ireo lohateny rehefa ny fiovan 'ny toetrandro no resahina , ary toy izatsy kosa rehefa momba ny hatsaran 'ny rivotra iainana na momba ny " smog " ( zavona arahin- tsetroka ) .

(src)="6"> 둘 다 대기과학이라는 같은 분야에 속합니다 .
(trg)="3"> Samy sampana avy amin 'ny taranja siansan 'ny atmôsfera izy roa ireo .

(src)="7"> 최근에는 ´정부간 기후변화 위원회( IPCC ) ' 가
(src)="8"> 대기시스템의 이해에 관한 보고서를
(src)="9"> 발표했을 때 이와 같은 헤드라인이 있었습니다 .
(trg)="4"> Vao vetivety izay no nahitana lohateny toy izao raha nanao tatitra momba ny fahazoana ny firafitra sy fiasan 'ny atmosfera ny IPCC , vondrona mpikaroka iraisam- pirenena manaraka ny fiovan 'ny toetrandro .

(src)="10"> 그 보고서는 40개국의
(src)="11"> 620명의 과학자들에 의해 작성되었습니다 .
(trg)="5"> Mpahay siansa 620 avy amin 'ny firenena 40 no nanoratra ity tatitra ity .

(src)="12"> 그들은 거의 1000쪽의 보고서를 작성했습니다 .
(trg)="6"> Mahatratra arivo pejy eo ho eo ity tatitra ity .

(src)="13"> 그리고 모든 페이지는 113개국의 400여명의
(src)="14"> 과학자 및 전문가들에 의해 재검토되었습니다 .
(trg)="7"> Ary mpanitsy sy mpahay siansa maherin 'ny 400 , avy amin 'ny firenena 113 no nanitsy an' ireo takelaka ireo .

(src)="15"> 이것은 큰 커뮤니티입니다 . 실제로 연례모임의 규모가
(trg)="8"> Fivondronambe izany .

(src)="16"> 세계 과학분야의 모임 중 가장 큽니다 . 매년 15, 000명의
(trg)="9"> Lehibe tokoa , hany ka rehefa misy ny fivoriana fanaonay isan- taona , dia io no fivondronan 'ny mpahay siansa lehibe indrindra eto an- tany .

(src)="17"> 과학자들이 모임을 위해 샌프란시스코로 갑니다 .
(trg)="10"> Mpahay siansa 15 . 000 mahery no mankany San Francisco isan- taona hamonjy azy io .

(src)="18"> 그 과학자들 모두는 제각각 한 연구그룹에 속해있고 ,
(src)="19"> 각 그룹은 다양한 주제에 관해 연구를 하고 있습니다 .
(trg)="11"> Ary ny tsirairay amin 'ireo mpahay siansa ireo dia ao anatin 'ny vondrom- pikaroka , ary ny vondrom- pikaroka tsirairay avy dia mikaroka lohahevitra samihafa .

(src)="20"> 케임브리지의 우리 그룹은 날씨와 기후에 영향을 주는
(src)="21"> 엘니뇨 , 위성 데이터의 비교분석 , 그리고 제가 연구하고
(src)="22"> 있는 바이오연료의 원료가 되는 곡물이 배출하는 가스와
(trg)="12"> Ho anay ao Cambridge , dia toy ny fiovaovan 'ny El Niño izany lohahevitra izany , mahakasika ny toetrandro , ny famotopotorana ireo vokatra azo avy amin 'ny zana- bolana , hatramin 'ireo entona avy amin 'ny fambolena izao azo anaovana solika voajanahary , izay efa nanaovako fikarohana .

(src)="24"> 각각의 연구 분야에는
(src)="25"> 저와 같은 박사과정의 학생들이 있습니다 .
(src)="26"> 우리는 몇 개의 반응과정이나 몇 개의 분자 같은
(trg)="13"> Ary ao amin 'ireo seha- pikarohana tsirairay avy ireo , dia misy ireo mpianatra ho PhD ( dokotera ) , toa ahy , izay mandinika lohahevitra farak 'izay bitika , bitika toy ny sela vitsivitsy .

(src)="28"> 이 작은 유기 분자는 아이소프렌이라 불리며 , 제가
(src)="29"> 연구하는 분자 중 하나입니다 . 아마 못 들어보셨겠지요 .
(trg)="14"> Ary isan 'ireo sela anaovako fikarohana ny " isoprène " , izay hitantsika eto . sela organika kely izy ity .

(src)="30"> 클립 하나의 무게는 대략
(src)="31"> 아이소프렌 분자 900x10^21개의 무게와 비슷합니다 .
(trg)="16"> Ny lanjan 'ny " trombone " iray dia mitovy lanja amin 'ny sela " isoprène " 900 zeta- illion -- faha- 10hatramin´ny faha- 21 eo ho eo .

(src)="32"> 아이소프렌은 이렇게 가볍지만
(src)="33"> 매년 세계 총 인구의 무게만큼이
(src)="34"> 대기로 방출되고 있습니다 . 엄청난 양입니다 .
(trg)="17"> Saingy na maivan- danja ary izy io , dia betsaka ihany ny votsotra mankany amin 'ny atmosfera isan- taona ka mitovy amin 'ny lanjan´ny olona rehetra eto an- tany .

(src)="35"> 이는 방출되는 메탄의 무게와 맞먹습니다 .
(trg)="18"> Betsaka ihany izany .
(trg)="19"> Mitovy lanja lanja amin 'ny " méthane " .

(src)="36"> 이 엄청난 양 때문에 대기시스템에 중요합니다 .
(trg)="20"> Ary noho izy betsaka izay , dia tena misy vokany tokoa amin 'ny firafitry ny atmosfera .

(src)="37"> 대기시스템에 중요하기 때문에 , 저희는
(src)="38"> 이를 연구하는데 많은 노력을 기울입니다 .
(trg)="21"> Noho izy misy vokany eo amin 'ny atmosfera izay , no nandihanay manokana ity zavatra ity .

(src)="39"> 저희는 분자 하나하나를 꼼꼼하게 살펴봅니다
(trg)="22"> Nozahana akaiky izy io ary nojerena ireo singa rehetra ao aminy .

(src)="40"> 이것은 스페인에 있는 유포어 스모그 챔버입니다 .
(trg)="23"> Ito ny EUPHORE Smog Chamber any Espana .

(src)="41"> 대기중 폭발 또는 완전연소는 차에서 일어나는 것보다
(src)="42"> 15, 000배 느리게 일어납니다 .
(trg)="24"> Ny fipoahan 'ny atmosfera , na ny firehetana feno , dia mitaky fotoana lava 15 . 000 heny noho ny mitranga ao amin 'ny fiaranareo .

(src)="43"> 그래도 저희는 하나하나 살펴봅니다 .
(trg)="25"> Na izany aza , mizaha ireo singa izahay .

(src)="44"> 수퍼컴퓨터를 이용해 수많은 모델을 실험합니다 .
(src)="45"> 이것이 제가 맡은 일입니다 .
(trg)="26"> Mampiasa solosaina goavana izahay hijerena ny fiasan 'ny modely goavana ihany koa .

(src)="46"> 모델들은 , 각각 매우 짧은 시간에 수백개의 변수를
(src)="47"> 계산하는 수십만개의 격자로 이루어져 있습니다 .
(trg)="27"> Ny modely ampiasanay dia misy " mailles de grilles " aman' hetsiny izay natao hikajikajiana " variables " aman- jatony , isa- minitra .

(src)="48"> 계산에는 몇 주가 소요되는 데 ,
(src)="49"> 저희는 현상을 이해하기 위해서
(src)="50"> 수십 번의 계산을 실행합니다 .
(trg)="28"> Herinandro maro vao vita ny fampidirana ny vokatra . ary fampirana vokatra am- polony no atao vao azo tsara ny zava- mitranga .

(src)="51"> 저희는 또한 아이소프렌을 따라 전세계를 다닙니다 .
(trg)="29"> Manao sidina ihany koa izahay eran 'izao tontolo izao , mitady azy io ihany .

(src)="52"> 저는 최근에 말레이시아의 현지 조사에 참여하였습니다 .
(trg)="30"> Vao vetivety aho izay no nirotsaka an- tsehatra tany Malaysie .
(trg)="31"> Ary misy hafa ihany koa .

(src)="53"> 그곳의 열대림에는 세계 대기 관측탑이 있었는데 ,
(src)="54"> 저희는 아이소프렌을 연구하기 위해 탑에
(src)="55"> 수십만 달러에 이르는 과학장비를 설치하였습니다 .
(trg)="32"> Nahita tilikambo fiambenana ahafahana mizaha ny atmosfera eran- tany izahay tany , tany afovoan 'ny ala mando tany , ary fitaovana ara- tsiansa manokana mitentina an- jatony dôlara any ho any no nahantona tamin 'io tilikambo be io hitadiavana ny " isoprène " , ary , mazava ho azy , hitadiavana zavatra hafa ihany koa , rehefa teo ihany .

(src)="58"> 이 사진은 열대림의 관찰타워를 위에서 찍은 것이고 ,
(trg)="33"> Ito ilay tilikambo be raha jerena avy ambony .

(src)="59"> 이 사진은 아래서 찍은 것입니다 .
(trg)="34"> Ary ito kosa raha avy ambany .

(src)="60"> 저희는 현지 조사을 위해 비행기까지 동원하였습니다 .
(trg)="35"> Ary nampiasa fiaramanidina mihitsy ary izahay nadritry ny ampahany tamin 'io firotsahana an- tsehatra io .

(src)="61"> FAM이 운영하는 BA146 모델의 이 비행기는
(src)="62"> 120에서 130명의 승객이 탑승할 수 있습니다 .
(trg)="36"> Fiaramanidina , BA146 , izay FAAM no nanamory azy , ary mahazaka olona 120 hatramin 'ny 130 .

(src)="63"> 아마 오늘 타고 오신 비행기와 비슷한 크기일 것입니다 .
(trg)="37"> Mety fiaramanidina toy io ihany koa no ho raisinareo raha mankany ianareo ankehitriny .

(src)="64"> 저희는 단지 비행한 것이 아니라 , 분자의 측정을 위해
(src)="65"> 열대림 100m 상공을 날았습니다 . 매우 위험한 일이었죠 .
(trg)="38"> Saingy tsy hoe nitaingina fotsiny izahay , fa nanidina 100 metatra ambonin 'ny tendron´ny hazo tao an' ala handrefesana io môlekiola io -- mampidi- doza ihany ilay izy .

(src)="66"> 측정을 위해서는 특정한 기울기로 비행해야만 했기에 ,
(trg)="39"> Misy fitongilanana tsy maintsy notazomina mba ahafahana manao ny fandrefesana .

(src)="67"> 이 어려운 비행을 수행할 검증된 비행사를 고용했습니다 .
(trg)="40"> Mpanamory miaramila sy " pilotes d' essai " no niara- niasa taminay .

(src)="68"> 또한 특별 비행허가를 받아야만 했습니다 .
(trg)="41"> Tsy maintsy tandremana ihany koa ny elanelana aroloza .

(src)="69"> 골짜기의 기슭을 돌아 비행할 때는 2G의 힘을 받습니다 .
(trg)="42"> Rehefa manodidina ireo lohasaha izahay dia mahatratra 2G ny hery misintona .

(src)="70"> 측정을 하기 위해서는 벨트를 단단히 매고
(src)="71"> 좌석에 몸을 바짝 붙여야만 했습니다 .
(trg)="43"> Ary tsy maintsy nampiasa " harnais de sécurité " ireo mpikaroka ahafahany manao ny fandrefesana avy ao amin 'ilay fiaramanidina .

(src)="72"> 예 , 여러분께서 상상하시는 것처럼
(src)="73"> 이 비행기의 내부는 휴가 때 타는 비행기와는 다릅니다 .
(src)="74"> 이는 아이소프렌을 측정하기 위한 비행 실험실입니다 .
(trg)="44"> Azonareo an- tsaina angamba , fa tsy mitovy amin 'ny firamanidina fitsangatsanganana mahazatra ny ao anatin 'ilay fiaramanidina nampiasanay . toy ny labôratoara manidina mihitsy no nampiasaina ahafahana mandrefy an' ilay môlekiola any amin 'ny faritra misy azy .

(src)="75"> 이 모든 것이 단 하나의 분자를 이해하기 위한 것입니다 .
(trg)="45"> Izany rehetra izany no natao mba ahazoana tsara ny fiasan 'io môlekiola io .

(src)="76"> 그리고 저와 같은 학생이 그 분자에 대해 관심이 있거나
(src)="77"> 이해를 하고 있는 경우에
(src)="78"> 그 주제에 관해 하나의 논문을 작성합니다 .
(trg)="46"> Ary rehefa misy mpianatra mpikaroka iray , toa ahy , mahita sombim- pahalalàna momba io môlekiola io , dia mamoaka lahatsotra siantifika momba izany .

(src)="79"> 그 현지 조사를 통해 우리는 수십개의 프로세스나
(src)="80"> 분자에 대한 수십개의 논문을 얻을 수 있습니다 .
(trg)="47"> Ary tamin 'io firotsahana an- tsehatra io , dia lahatsotra siantifika am- polony eo ho eo , mahakasika ny endrika fiasa am- polony momba io môlekiola io no azo .

(src)="81"> 이런 지식들이 틀을 갖추면 ,
(src)="82"> IPCC나 다른 조직의 보고서의
(src)="83"> 한 서브섹션 , 또는 서브섹션의 일부분이 됩니다 .
(trg)="48"> Ary rehefa mitambatra ireo fahalalàna ireo , dia manome zana- pizaràna iray , na zana- pizaràna iray ao amin 'ny fanombanana toy ny IPCC , na dia misy hafa koa aza .

(src)="84"> IPCC의 11개 챕터는 각각
(src)="85"> 6개에서 10개의 서브섹션으로 구성됩니다 .
(trg)="49"> Ary ny tsirairay amin 'ireo toko 11 ao amin 'ny IPCC dia mizara zana- pizaràna 6 .

(src)="86"> 이제 노력이 얼마나 되는지 상상하실 수 있으시겠죠 ?
(trg)="50"> Hitanareo amin' izany ny haben 'ny ezaka sy asa ao ambadika .

(src)="87"> 작성하는 각각의 보고서들에는 항상
(src)="88"> 요약을 첨부합니다 .
(src)="89"> 이 요약은 일반대중을 위해 쓰여지는 것입니다 .
(trg)="51"> Ao amin 'ny tsirairay amin 'ireo fanombanana soratanay , dia asianay marika foana ny famintinana , ary natokana ho an 'ny mpamaky tsotra io famintinana io .

(src)="90"> 저희가 이 요약을 언론인과 정책입안자들에게 전달하면
(src)="91"> 이와 같은 헤드라인들이 만들어지는 것입니다 .
(trg)="52"> Ary atolotray mpanao gazety sy mpamoron- dalàna io famintinana io , ahafahana mamoaka lohatenin- dahatsoratra toa itony .

(src)="92"> 감사합니다 .
(trg)="53"> Misaotra betsaka .

(src)="93"> ( 박수 )
(trg)="54"> ( Tehaka Mirefodreafotra )

# ko/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz
# mlg/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz


(src)="1"> 제 생각에는 통상적으로 과학에서 가장 크게 잘못 인식되어 있는 개념이자
(src)="2"> 가장 논쟁적인 개념은 - 과학적으로는 몰라도 적어도 대중문화에서는 - 바로 진화론입니다 .
(trg)="1"> Ny zavatra tena tsy azon- tsika amin 'ny siansa ary lasa fifan- dirana mitsy aza izany izao mety tsy amin 'ny siansa irery iany fa amin 'ny fiainana an- davan 'andro koa e ! ilay hevitra hoe " evolution "

(src)="3"> 진화론 .
(src)="4"> 생물학적인 학문적 단어로 듣지 않더라도 진화라는 단어를 들으면
(src)="5"> 뭔가 바뀌고 새로운 형태로 변화하는 것을 상상합니다 그래서 일상생활에서 사람들이 진화라는 단어를 사용할 때
(trg)="2"> Evolution ary isaka isika maheno an 'io teny io ; na dia tsy amin 'ny biolgy irery iany aza dia ny zavatra tonga ao anatin 'ny sain- tsika dia misy zavatra miova ao , misy fivoarana ao . ka izany fivoarana izany ny fahazahoan 'olona an´i teny " évolution" amin 'ny fiainana an- davan 'andro eny ary e ! ao asehoko zavatra kely ianareo itanao tsara angamba ity sarina gidro ity ,, an- tsika rehetra dia samy efa nahita an' izany gidro izany tany amin' ireny " musée " na tany " Antsibazaza ! ary mivokona izy rehefa mandeha ,, ny lohany mibiloka manao izay vitako zah amin 'ny sary ity .. io izany gidro zany ,, mety manao satroka koa izy de etsy akaiky etsy indray dia misy sary anakiray maneho anazy miova tsikelikly ary miha mahitsy ka farany lasa nivadika bandy kely bogosy , ravoravo fa andeha am- piasana ka zao izy lasa mandeha mahitsy tsara ,, ary tsy aleo ve moa mandeha mahitsy tsara toa izay miondrika ,, ary tsisy rambo intsony ledala . ao esorintsika izany fa ity bandy ray ity mbola misy rambo ao amboariko tsara izany . miala tsiny amin 'ilay sary somary mapme kely efa nahita gidro daholo isika na amin 'ny fahitalavitra izany na tany Antsimbazaza . raha miha- mahitsy tsikelikely ny gidro dia lasa mivadika ho olom- belona . izany hoe afaka lazaina koa fa ny gidro dia lasa nivadika olom- belona . ary efa naheno an' izany zah t@ ny resa- dresaka mandalo ,, na amin 'ny " biology " , na anatin 'ireny fikambana siantifika ireny koa aza

(src)="21"> 그들은 이렇게 얘기합니다 .. " 유인원이 사람으로 진화하거나 원시적 사람으로 진화했다 ; 둘중에 하나다 . "
(src)="22"> 자 이제 이 친구는 거의 곧게 서게 됬군요 ,
(src)="23"> 이 친구가 조금 굽어 있고 또 조금 유인원처럼 생겨도
(trg)="3"> lazain 'izy ireo : " eh ! nivadika ho olom- belona lay gidro , na koa hoe pre- humain " efa manakaiky ny fitsan- gan' olona ny fitsangany . somary mivokona kely ilay bandy ,, mbola gidro izy fa kely sisa ny tsy hitovizany amin- tsika ; ,,,,

(src)="25"> 하지만 여기서 저는 좀 명확히 하고 싶습니다 .
(src)="26"> 설사 이 과정이 실제로 일어났다 해도 , 생물들이 세월에 따른 변화들을 축적해 나간다고 해도 ,
(src)="27"> 그건 그들의 조상이 어떤 특징을 가지고 있을 때 , 그들 또한 그 특징을 더 닮아간 것 뿐입니다 .
(trg)="4"> Tiko hazava tsara eto fa : na dia nitranga aza izany ,, ka nahita ianareo zavatra boary nisedra fihovana , satria angamba ireo razam- ben 'izy ireo mitovy bebekoa amin 'iray ito , ary izy ireo indray dia mitovy aminy ray ito . tsy misy an' izany zavatra miovaova hoazy izany ,, antsoina hoe" evolution "

(src)="29"> 유인원이 이렇게 할순 없죠 , " 흠 , 나는 내 자식들이 이런 녀석처럼 닳으면 좋겠어 .
(src)="30"> 그러니까 난 내 DNA를 조작해서 이 녀석처럼 닳게 해야지 . "
(trg)="5"> Tsy hoe milaza ilay gidro hoe : " mba tiko ho lasa mitovitovy amin 'ny Rakoto na Rabe ny zanako " dia miova tokoa . tiko mba misy fiovana amin 'ny " ADN " ko mba hitovizako amin 'ity

(src)="31"> DNA는 아무 상관도 없습니다 .
(src)="32"> DNA가 이렇게 할순 없습니다 . 야 , 허리를 펴고 걷는게
(src)="33"> 유인원처럼 꼽추가 되는 것보다 훨씬 나아 . 그래서 이 녀석처럼 되기 위해 자발적 변화를 하겠어 .
(trg)="6"> Ilay " ADN " tsy mahay an' izany tsy nilaza mihitsy ilay " ADN " hoe : " Aleo ange mandeha mahitsy tsara toa izay mandeha mivokona na mandady otran 'ny gidro " . andeha hiezaka aho mba hiova mitovy an 'i Rakoto na i Rabe . ny " évolution " izany dia tsy takak 'izany . tsy hoe koa hoe : ohatra hoe misy hazo izay eto misy azo ito , ary izany manana voankazo tsara ilay hazo misy voankazo tsara sy mamy , ary matsiro be ilay hazo mety ho paoma izy io . ka misy karazana zava- boary otran 'ny aomby na afaka ataon- tsika koa hoe soavaly izy io . dia avy eo izy milaza hoe : " hmm ,, tia haka an' iretsy paoma iretsy aho " ary araka ny fantanao . satria izy ireo tia haka an' ireo paoma ireo , ary ny taranaka ao afara ... mieza ny manakatra an' ilay paoma ,, ka ny taranaka mifandimbin- dimby

(src)="43"> 결국에는 그 동물들은 긴 목을 가진 기린이 되었다고 말입니다 .
(src)="44"> 하지만 이 생각은 진화론이 절대로 아닙니다 .
(src)="45"> 우리가 일상생활에서 사용하는 단어로 인해 이런 착오를 만들죠 .
(trg)="7"> lasa miha- lava miha - lava ny tenda n' izy ireo ka niafarany nivadika ho " Giraffe " . tsy izany mihitsy ny antsoina hoe" évolution " ary tsy misy idiran 'ny évolution mihitsy izany , amiin 'ny faiainana an- davan 'andro dia hafa mihintsy ny dikany ka mahaton- ga antsika manana fiheverana hafa .

(src)="46"> 실제로 진화론은 자연선택입니다 .
(trg)="8"> Ny tena marina ny " évolution " ,, ny teny " séléction naturel " moa ny tena ankifiziko kokoa ah

(src)="47"> 자연선택 , 제가 이 단어를 써보죠 .
(src)="48"> 자연선택 .
(src)="49"> 글자 그대로 , 자연선택이란 모든 개체군에는 변이가 있다는 것입니다 .
(trg)="9"> " séléction naturelle " ao soratako izany séléction naturelle ny dikany ara- bakiteny dia isakin 'ny zava- manan 'aina rehetra " organismes vivants " dia tsy maintsy hisedra fiova ka manan- danja be io teny io eto .. ny fiova " variation " dia : jereo ange ,, fa misy fiovana kely raha mijery an' ireo zaza iray kilasy aminao ao ampianarana ianao ,, misy fiovana ao . misy ny sasany lava, sasany fohy, sasany manana lokom- bolo fotsy, sasany mainty sns, tsy voatanisa . misy fiovana foana ao ary ny " séléction naturelle dia ,, io fizotra io , izany hoe indraindray ireo zavatra manodidina no misafidy ny fiovana ny fiovana sasany dia mety tsy dia ampaninona loatra ,, fa ny sasany kosa dia misy vokany ohatra anakiray izay hita anatin 'ireo boky biolojika rehetra ,

(src)="58"> 회색가지나방입니다
(src)="59"> 산업혁명이 시작하기 전 영국에서
(src)="60"> 이 나방들은
(trg)="10"> " la phalène de bouleau " anarana lolo io ka talohan 'ny " révolution industrielle " tany Angletera dia ireto lolo ,, ny sasany tamin 'ireo lolo dia ,,,, ao amboariko eto ny sarin 'ny ilay lolo mba ahafan- taranareo azy ireo ,, ao ampiako vitsivitsy izy ireo ao ampiako kely ny isany misy antokona lolo zao etsy ,, ao ampiako anakiray indray . ka ny ankamaroan 'ny lolo tany tamin 'izany dia ity karazany ity ,