# hy/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz
# mlg/FPxx70S6Q1Gz.xml.gz


(src)="1"> Կարծում եմ , որ հավանաբար ամենաչհասկացված կոնցեպտը ամբողջ գիտության մեջ , ինչպես բլոորս գիտենք , հիմա վերափոխվում է ամենահակասական կոնցեպտի : Հավանաբար ոչ թե գիտության մեջ , այլ ընդհանուր մշակույթի . դա էվոլուցիան է :
(trg)="1"> Ny zavatra tena tsy azon- tsika amin 'ny siansa ary lasa fifan- dirana mitsy aza izany izao mety tsy amin 'ny siansa irery iany fa amin 'ny fiainana an- davan 'andro koa e ! ilay hevitra hoe " evolution "

(src)="2"> Էվոլուցիա
(trg)="2"> Evolution ary isaka isika maheno an 'io teny io ; na dia tsy amin 'ny biolgy irery iany aza dia ny zavatra tonga ao anatin 'ny sain- tsika dia misy zavatra miova ao , misy fivoarana ao . ka izany fivoarana izany ny fahazahoan 'olona an´i teny " évolution" amin 'ny fiainana an- davan 'andro eny ary e ! ao asehoko zavatra kely ianareo itanao tsara angamba ity sarina gidro ity ,, an- tsika rehetra dia samy efa nahita an' izany gidro izany tany amin' ireny " musée " na tany " Antsibazaza ! ary mivokona izy rehefa mandeha ,, ny lohany mibiloka manao izay vitako zah amin 'ny sary ity .. io izany gidro zany ,, mety manao satroka koa izy de etsy akaiky etsy indray dia misy sary anakiray maneho anazy miova tsikelikly ary miha mahitsy ka farany lasa nivadika bandy kely bogosy , ravoravo fa andeha am- piasana ka zao izy lasa mandeha mahitsy tsara ,, ary tsy aleo ve moa mandeha mahitsy tsara toa izay miondrika ,, ary tsisy rambo intsony ledala . ao esorintsika izany fa ity bandy ray ity mbola misy rambo ao amboariko tsara izany . miala tsiny amin 'ilay sary somary mapme kely efa nahita gidro daholo isika na amin 'ny fahitalavitra izany na tany Antsimbazaza . raha miha- mahitsy tsikelikely ny gidro dia lasa mivadika ho olom- belona . izany hoe afaka lazaina koa fa ny gidro dia lasa nivadika olom- belona . ary efa naheno an' izany zah t@ ny resa- dresaka mandalo ,, na amin 'ny " biology " , na anatin 'ireny fikambana siantifika ireny koa aza

(src)="3"> Երբ մենք լսում ենք այս բառը : Նկատի ունեմ , անգամ եթե չենք լսում կենսաբանական ենթատեքստում մենք պատկերացնում ենք որևէ բան , որը փոխվում է , զարգանում է , և մարդիկ էվոլուցիա բառը օգտագործում են ամենօրյա կոնտեքստում , նրանք կարծում են
(trg)="3"> lazain 'izy ireo : " eh ! nivadika ho olom- belona lay gidro , na koa hoe pre- humain " efa manakaiky ny fitsan- gan' olona ny fitsangany . somary mivokona kely ilay bandy ,, mbola gidro izy fa kely sisa ny tsy hitovizany amin- tsika ; ,,,,
(trg)="4"> Tiko hazava tsara eto fa : na dia nitranga aza izany ,, ka nahita ianareo zavatra boary nisedra fihovana , satria angamba ireo razam- ben 'izy ireo mitovy bebekoa amin 'iray ito , ary izy ireo indray dia mitovy aminy ray ito . tsy misy an' izany zavatra miovaova hoazy izany ,, antsoina hoe" evolution "
(trg)="5"> Tsy hoe milaza ilay gidro hoe : " mba tiko ho lasa mitovitovy amin 'ny Rakoto na Rabe ny zanako " dia miova tokoa . tiko mba misy fiovana amin 'ny " ADN " ko mba hitovizako amin 'ity

# hy/LdHWk83FLkWd.xml.gz
# mlg/LdHWk83FLkWd.xml.gz


(src)="1"> Սա ընթացիկ աշխատանք է , որը հիմնված է երկու տարի առաջ TED- ի ընթացքում արված որոշ մեկնաբանությունների վրա´ ուղղված պատվաստանյութի պահպանման անհրաժեշտությանը :
(trg)="1"> Tetikasa an- dalam- panatanterahana izy ity izay niainga tamin 'ny fanehoan- kevitra voaray nandritra ny zaikabe TED tamin 'ny 2 taona lasa , momban 'ny fitehirizana ireo vaksiny .

(src)="2"> ( Երաժշտություն ) [ Այս մոլորակում ]
(trg)="2"> ( Mozika )

(src)="3"> [ 1 . 6 միլիարդ մարդ ]
(src)="4"> [ էլեկտրաէներգիայից օգտվելու հնարավորություն չունի ] [ հետևաբար նաև սառնարաններից ] [ և ոչ էլ պահեստավորված վառելիքից ]
(trg)="3"> [ Eto amin 'ity planeta ity ] [ izay misy olona 1 . 6 lavitrisa ] [ tsy manana herinaratra ] [ tsy manana vata fampangatsiahana ] [ na koa angovo tahiry . ]

(src)="5"> [ սա խնդիր է . ]
(trg)="4"> [ Olana lehibe izany ]

(src)="6"> [ այն ազդում է ]
(trg)="5"> [ Misy fiantraikany ratsy amin 'ny : ]

(src)="7"> [ հիվանդությունների տարածման , ] [ սննդամթերքի և դեղորայքի պահպանման ] [ և կյանքի որակի վրա ]
(trg)="6"> [ fihanak 'ireo aretina maro ] [ fitahirizana sakafo sy fanafody ] [ ary hatsaran 'ny fiainana . ]

(src)="8"> [ ուստի ահա և լուծումը´ մատչելի սառնարաններ , որոնք գործում են առանց էլէկտրաէներգիայի . ] [ պրոպանով , գազով , նավթով կամ վառելանյութով ] [ մի քիչ ջերմադինամիկա կիրառելու ] [ և " Ընդհատուն կլանող սառնարանի " պատմության ժամանակն է ]
(src)="9"> Այսպիսով , 29 տարի առաջ ես ունեի թերմոդինամիկայի ուսուցիչ , որը խոսում էր կլանման և սառեցման մասին :
(trg)="7"> [ Ito ary ny tetika : fampangatsiahana tsy lafo sady tsy mampiasa herinaratra ... ] [ ... entona fandrehitra na karazana fandoro hafa ] [ Fotoana hanomezako fampianarana kely momban 'ny " thermodynamique " ] [ sy ny tantaran 'ny vata fampangatsiahana mitroka sy mihodina mitsitapitapy izao . ] 29 taona lasa , nisy mpampianatra thermo anay niresaka fitrohana sy fampangatsiahana .

(src)="10"> Եվ ահա , դրանցից մեկը մտավ գլուխս :
(trg)="8"> Isan 'ireo zavatra mbola miraikitra ato an- tsaiko izany .

(src)="11"> Դա շատ նման էր Ստիրլինգի շարժիչին . դա չտեսնված էր , բայց չգիտեիր´ ինչ անել դրա հետ :
(trg)="9"> Mitovitovy be amin 'ny motera Stirling ilay izy : nahafinaritra saingy tsy hainay hoe afaka anaovana inona ilay izy .

(src)="12"> Եվ Ֆերդինանտ Քարին 1858 թվականին ստեղծեց դա , բայց նա իրականում ոչինչ չկարողացավ դրանից պատրաստել այդ ժամանակաշրջանում առկա գործիքների պատճառով :
(trg)="10"> I Ferdinand Carre no namorona azy io tamin 'ny 1858 , saingy tsy afaka nanamboatra zavatra avy amin 'io izy noho ireo fitaovana tamin 'izany vanimpotoana izany .

(src)="13"> Խենթ կանադացի Փաուել Քրոզլին 1928 թվականին " Սառցե գունդ " կոչվածը վերածեց եկամտի աղբյուրի , և դա իսկապես վատ գաղափար չէր , ու ես կմեկնաբանեմ , թե ինչու դա չաշխատեց , բայց ահա , թե ինչպես այն պետք է աշխատի :
(trg)="11"> Ilay kanadiana jorery , Power Crosley dia nivarotra ity zavatra antsoina hoe Icyball ity tamin 'ny 1928 , hevitra tena maranitra izy ity , ka hazavaiko anareo ny antony tsy nahatafita azy , kanefa asehoko etoana aloha ny fomba fiasany .

(src)="14"> Կան երկու ոլորտներ , որոնք առանձնացված են հեռավորությամբ :
(trg)="12"> Misy bola roa mifampihataka lavitra .

(src)="15"> Մեկում կա գործող հեղուկ´ ջրի և ամոնիակի խարնուրդ , իսկ մյուս ոլորտը նախատեսված է կոնդենսացման համար :
(trg)="13"> Ny iray dia ranoka miasa izay ahitana rano sy " ammoniaque " ary ny ilany hafa kosa dia kadobo ( condensateur ) .

(src)="16"> Մի կողմը´ գործող կողմը , տաքացնելիս ամոնիակը ցնդում է և կրկին կոնդենսանում է մյուս կողմում :
(trg)="14"> Hafanaina ny ilany , ilay ilany mafana .
(trg)="15"> Mietona ny " ammoniaque " ary mifampifanizina ny andaniny .

(src)="17"> Բավական է , որ այն սառչի սենյակային ջերմաստիճանում , և հետո , երբ ամոնիակը կրկին ցնդում է ու ձուլվում ջրի հետ´ մյուս կողմում , այն առաջացնում է հզոր սառեցում :
(trg)="16"> Avela hangatsiaka amin 'ny mari- pana tsotra , avy eo , mandritra ny fientonan 'ny ammoniaque sy ny fifangaroany amin 'ny rano amin 'ilay ilany nafana teo aloha iny , manome vokatra mampangatsiaka tena mahery ilay izy .

(src)="18"> Ուստի , դա հիասքանչ միտք էր , որը բոլորովին չաշխատեց . այն պայթում էր :
(trg)="17"> Hevitra tena tsara izay tsy nandeha akory : nipoaka mihitsy ary .

(src)="19"> Քանի որ ամոնիակն օգտագործելիս հսկայական բարձր ճնշում էր գոյանում սխալ տաքացման դեպքում :
(trg)="18"> Ahazoana tsindrin- drivotra mahery ny ammoniaque rehefa hafanaina tsara .

(src)="20"> Ճնշումը գերազանցում էր 400 ֆ/ մ :
(trg)="19"> Nahatratra 400psi izany .

(src)="21"> Ամոնյակը թունավոր էր , և այն ցողվում էր ամենուր :
(trg)="20"> Ny ammoniaque dia poizina .
(trg)="21"> Ka niparitaka be ilay izy .

(src)="22"> Բայց դա հետաքրքիր միտք էր :
(trg)="22"> Saingy lazaiko hatrany fa hevitra mahaliana ilay izy .

(src)="23"> Ուստի 2006 թվականին նշանակալին այն էր , որ իսկապես կարելի էր հսկայական համակարգչային աշխատանք անել :
(trg)="23"> Tamin 'ny taona 2006 , afaka miroso amin 'izay ny andrana vokatrin 'ny fandrosoan´ny haikajy .

(src)="24"> Այսպիսով , մենք ներգրավվեցին Ստենֆորդի ջերմադինամիկայի ողջ ամբիոնը :
(trg)="24"> Nasaina nandray anjara ny sampana thermodynamique rehetra tao Stanford .

(src)="25"> Մեծ քանակությամբ համակարգչային աշխատանք հիդրոդինամիկայի համար :
(trg)="25"> Niasa be momban 'ny " dynamique des fluides " tamin 'ny solosaina izahay .

(src)="26"> Մենք ապացուցեցինք , որ ամոնյակի միջոցով սառեցման աղյուսակների մեծամասնությունը սխալ է :
(trg)="26"> Voaporofonay fa ny ankamaroan 'ny teknika fampangatsiahana ny ammoniaque dia diso .

(src)="27"> Մենք գտանք որոշ ոչ թունավոր սառեցնող միջոցներ , որոնք աշխատում էին ցածր ճնշման ներքո :
(trg)="27"> Nahita singa fampangatsihana tsy poiziny izahay ka afaka miasa amin 'ny tsindrin- drivotra ambany .

(src)="28"> Ներգրավվեցինք անձնակազմ Մեծ Բրիտանիայից . այնտեղ շատ են լավ մասնագետները , ինչպես պարզվեց , մենք պատրաստեցինք փորձնական սարքավորումը և ապացուցեցինք , որ իրականում մենք կարող ենք սարքել ոչ թունավոր սառնարան , որն աշխատում է ցածր ճնշման ներքո :
(trg)="28"> Niantso ekipa avy any Englandy izahay --
(trg)="29"> Tany tsinona no ahitana olona mahay io resaka fampangatsiahana io -- ary nanamboatra toera fanaovana andrana izahay ary nanaporofo fa azo atao ny manamboatra vata fampatsiahana tsy misy poizina amin 'ny tsindry ambany .

(src)="29"> Այն աշխատում է հետևյալ կերպ . դուք ընտրում եք կրակի ռեժիմը :
(trg)="30"> Toy izao ny fiasany .
(trg)="31"> Apetraka eo amin 'ny afo ketrika .

(src)="30"> Շատերն են կրակի վրա պատրաստում , լինի դա ուղտի թրիքով թե փայտով :
(trg)="32"> Ny ankamaroan 'ny olona izao dia mampiasa afo fahandroana , na avy amin 'ny tain- drameva na kitay io .

(src)="31"> Այն տաքանում է մոտավորապես 30 րոպեի ընթացքում և սառչում´ մեկ ժամում :
(trg)="33"> Avela hafana mandritra ny 30 minitra ka avela hangatsika adiny iray avy eo .

(src)="32"> Դնում եք այն անոթի մեջ , և այն կսառեցնի 24 ժամվա ընթացքում :
(trg)="34"> Apetraka ao anaty tavy ary avela hangatsiaka mandritra ny 24 ora .

(src)="33"> Այն այսպիսի տեսք ունի :
(trg)="35"> Ohatran 'ity ilay izy .

(src)="34"> Սա հինգերորդ նախատիպն է :
(trg)="36"> Ito zao no santiona fahadimy .

(src)="35"> Այն լիովին ավարտված չէ :
(trg)="37"> Mbola tsy vita tanteraka ito .

(src)="36"> Կշռում է մոտավորապես ութ ֆունտ , և ահա , թե ինչպես է աշխատում :
(trg)="38"> Milanga 3, 6 kg ary toy izao indray ny fiasany :

(src)="37"> Դուք այն տեղադրում եք 15- լիտրանոց տարայի մեջ´ մոտավորապես երեք գալոն , և այն կսառեցնի տարան անգամ սառցակալելու աստիճանի´ երեք աստիճան Ցելսիուս 0- ից բարձր , քսանչորս ժամվա ընթացքում , մինչդեռ շրջակա օդի ջերմաստիճանը կարող է հասնել 30 աստիճան Ցելսիուսի :
(trg)="39"> Apetraka ao anaty tavy 15 litatra , ary mangatsiaka ho azy hatramin 'ny mari- pàna miteraka ranomandry ilay izy , ventin- drefy telo miiba ny aotra .
(trg)="40"> Atao mandritra ny 24 ora sy ao anaty tontolo 30 ventin- drefy Celsius .
(trg)="41"> Tena mora vidy izy ity .

(src)="39"> Մենք կարծում ենք , որ կարող ենք այն արտադրել մեծ քանակությամբ մոտավորապես 25 դոլար արժողությամբ , փոքր քանակությամբ´ մոտավորապես 40 դոլար արժողությամբ :
(trg)="42"> Mieritreritra hamokatra betsaka izahay izay hamidy 25 dolara , ary karazany hafa amin 'ny vidiny 40 dolara .

(src)="40"> Եվ մենք գտնում ենք , որ կարող ենք դարձնել սառնարանը մի բան , որը կարող է ունենալ յուրաքանչյուրը :
(trg)="43"> Ny tanjonay dia afaka hampangatsiaka ny olona rehetra tsy ankanavaka .

(src)="41"> Շնորհակալություն :
(trg)="44"> Misaotra indrindra .

(src)="42"> ( Ծափահարություններ )
(trg)="45"> ( Tehaka mirefodrefotra )

# hy/muXBGQivutS0.xml.gz
# mlg/muXBGQivutS0.xml.gz


(src)="1"> Սա 2- ժամյա ներկայացում էր , որը ես սովորաբար մատուցում եմ բարձր դասարանի աշակերտներին , որը հիմա ամփոփել եմ 3 րոպեների մեջ :
(trg)="1"> Inty dia famelabelarana adin 'ny roa izay nataoko ho an 'ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .

(src)="2"> Ամեն ինչ սկսեց մի օր , երբ ես ինքնաթիռում նստած գալիս էի TED- ի համաժողովին , դա 7 տարի առաջ էր :
(trg)="2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho , fito taona lasa izay . nipetraka teo ankaikiko ,

(src)="3"> Եվ կողքիս նստած էր բարձր դասարանի մի աշակերտ , մի դեռահաս աղջիկ , նա իսկապես անապահով ընտանիքում էր ապրում :
(trg)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .

(src)="4"> Նա ցանկանում էր որևէ բանի հասաներ իր կյանքում , և նա մի պարզ հարց տվեց ինձ .
(trg)="4"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .

(src)="5"> - Ո՞ րն է հաջողության գրավականը , - հարցրեց նա :
(trg)="5"> Hoy izy , " Inona no mitondra ho amin 'ny fahombiazana ? " .

(src)="6"> Եվ այդ պահին ես ինձ իսկապես շատ վատ զգացի , որովհետև չկարողացա նրան լավ պատասխան տալ :
(trg)="6"> Tsy azoko ny aiko , satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa- po ho azy aho .

(src)="7"> Մենք վայրէջք կատարեցինք , և ես եկա TED- ի համաժողովին :
(trg)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .

(src)="8"> Եվ ես մտածում էի ՝ Աստված իմ , ես գտնվում եմ մի սենյակում շրջապատված հաջողակ մարդկանցով , ապա ի՞ նչու չպարզեմ , թե ինչն է օգնել նրանց հասնել հաջողության , և այնուհետև կիսվեմ դրա մասին երեխաների հետ :
(trg)="8"> Tonga saina aho ...
(trg)="9"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(trg)="10"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?

(src)="9"> Եվ ահա այսօր ես էլի այստեղ եմ , 7 տարվա ընթացքում կատարված 500 հարցազրույցներից հավաքված արդյունքները ձեռքիս , և ես կպատմեմ ձեզ , թե ո՞ րոնք են հաջողության գաղտնիքները , որոնք նշվում են TED- ի մասկանիցիների կողմից :
(trg)="11"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .

(src)="10"> Առաջինը ՝ դա կիրքն է ։
(trg)="12"> Ny voalohany amin 'izy rehetra dia ny fahafinaretana

(src)="11"> Ֆրիման Թոմասը ասում է . " Ես առաջնորդվում եմ իմ կրքով " ։
(src)="12"> TED- ի մասնակիցները անում են դա հանուն սիրո , այլ ոչ հանուն փողի ։
(trg)="13"> Hoy Freeman Thomas : " izaho dia natosiky ny fahafinaretana " reo mpikambana ao amin 'ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .

(src)="13"> Քերոլ Կոլետտան ասում է . & lt ; & lt; Ես կվճարեի որևէ մեկին , որպեսզի անեմ այն , ինչ ես եմ հիմա անում& gt ; & gt ; ։
(trg)="14"> Carol Coletta nilaza hoe :
(trg)="15"> " Mandoa vola amin 'ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko " .

(src)="14"> Եվ ամենահետաքրքիրը այն է , որ , եթե դու մի բան անում ես սիրով՝ ապա փողը ինքնըստինքյան գալիս է ։
(trg)="16"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am- pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .

(src)="15"> Աշխատանք ։ Ռուպերտ Մուրդոչը մի անգամ ասաց ինձ . & lt ; & lt; Այս ամենը քրտնաջան աշխատանքի շնորհիվ է ։
(trg)="17"> Miasà !
(trg)="18"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .

(src)="16"> Ոչինչ հեշտ չի տրվում ։ Բայց ես ահագին բավականություն եմ ստանում& gt ; & gt ; ։
(trg)="19"> Tsy misy zavatra mora izany .
(trg)="20"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "

(src)="17"> Մի՞ թե Ռուպերտը նկատի ուներ բավականություն ստանալը ։ Այո ՛ ։
(trg)="21"> Fahafinaretana hoy izy ?
(trg)="22"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(trg)="23"> Eny !

(src)="18"> TED- ի մասնակիցները իսկապես բավականություն են ստանում աշխատելիս ։ Եվ իրենք քրտնաջան են աշխատում ։
(trg)="24"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(trg)="25"> Ary tena miasa mafy izy ireo .

(src)="19"> Ես պարզել եմ . նրանք " workaholic " / մոլի աշխատողներ / չեն ։ Նրանք աշխատասեր են ։
(trg)="26"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .

(src)="20"> Ալեքս Գարդենը ասում է . & lt ; & lt ; Եղեք լավագույնը ։ Որպեսզի հասնես հաջողության , ընտրեք մի բնագավառ և եղե՛ ք լավագույնը այդ ոլորտում& gt ; & gt ; ։
(trg)="27"> Mahiratra !
(trg)="28"> Hoy izy i Alex Garden : " Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray ary ataovy izay hampahiratra anao amin 'io sehatra io . "

(src)="21"> Այստեղ ոչ մի հրաշք չկա . միայն գործնական փորձ , փորձ , փորձ ։
(trg)="29"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .

(src)="22"> Եվ կենտրոնացում ։ Ինչպես Նորման Ջյուիսոնը ասաց ինձ . & lt ; & lt; Կարծում եմ , ամենակարևորը այն է , որ կենտրոնանաս մի բանի վրա& gt ; & gt ; ։
(trg)="30"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(trg)="31"> Hoy i Norman Jewison tamiko : " Amiko ilay izy dia miankina amin 'ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray "

(src)="23"> Եվ խրախուսում ։ Դեվիդ Գալլոն ասում է . & lt ; & lt; Խրախուսիր ինքդ քեզ ։
(trg)="32"> Ary fikirizana !
(trg)="33"> Hoy i David Gallo , " Mikiriza ianareo "

(src)="24"> Խրախուսիր ՝ ֆիզիկապես , հոգեպես ։ Անընդհատ խրախուսիր ինքդ քեզ& gt ; & gt ; :
(trg)="34"> Na ara- batana , na ara- tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !

(src)="25"> Դուք պե՛ տք է հաղթահարեք ամաչկոտությունն ու անվստահությունը ։
(trg)="35"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .

(src)="26"> Գոլդի Հոունն ասում է . & lt ; & lt; Ես միշտ անվստահ էի ինքս իմ մեջ ։
(trg)="36"> Goldie Hawn dia niteny hoe :
(trg)="37"> " Izaho dia tsy mba natoky tena firy .

(src)="27"> Մտածում էի , որ ես բավականաչափ լավը չեմ , ես բավականաչափ խելացի չեմ ։
(trg)="38"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .

(src)="28"> Ես երբեք ձեմ մտածել , որ ինձ մոտ կստացվի& gt ; & gt ; ։
(trg)="39"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . "

(src)="29"> Այդքան էլ հեշտ չի հաղթահարել ինքներս մեզ , և այդ իսկ նպատակով կան մայրիկները ։ / Ծիծաղ /
(trg)="40"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(trg)="41"> LOL

(src)="30"> Ֆրանկ Գիրին պատմեց ինձ . & lt ; & lt; Իմ մայրն է խրախուսել ինձ& gt ; & gt ; ։
(trg)="42"> Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko ,
(trg)="43"> " Ny reniko no namporisika ahy . "

(src)="31"> Ծառայի՛ ր ուրիշներին ։ Շերվին Նուլանդը ասում է . & lt ; & lt; Ինձ համար պատիվ էր ծառայել հանրությանը որպես բժիշկ& gt ; & gt ; ։
(trg)="44"> Ny fanampiana !
(trg)="45"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : " Voninahitra ho ahy ny manampy amin 'ny maha dokotera ahy "

(src)="32"> Հիմա շատ երեխաներ ասում են ինձ , որ ցանկանում են դառնալ միլիոնատերեր ։
(trg)="46"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam- bola be izy ireo .

(src)="33"> Եվ առաջին բանը , ինչ ես ասում եմ նրանց . & lt ; & lt; Լավ , բարի , բայց դուք չեք կարող ծառայել միայն ինքներդ ձեզ , դուք պետք է ուրիշների հետ կիսվեք որևէ արժեքավոր բանով ։
(trg)="47"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : " Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan- danja ho an 'ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .

(src)="34"> Որովհետև միայն ասդես է , որ մարդիկ իսկապես հարուստ են դառնում :
(trg)="48"> Toy izany no maha mpanakarena ny olona . "

(src)="35"> Մտահղացումներ ։ TED- ի մասնակից , Բիլ Գեյտսը ասում է . & lt ; & lt; Ես ունեի մի մտահղացում ՝ հիմնադրել առաջին միկրո- համակարգչային ծրագրավորման ընկերությունը& gt ; & gt ;
(trg)="49"> Ny Hevitra ! i Bill Gates izay mpikambana ato amin 'ny TED dia nanambara hoe : " manana hevitra aho ,
(trg)="50"> " ndeha hanorina ny orinasa voalohany mamokatra " logiciel " ho an' ireo solon- tsaina aho " .

(src)="36"> Ես ասացի , որ դա շատ լավ միտք էր ։
(trg)="51"> Afaka milaza aminareo aho fa hevitra tsara tokoa izany .

(src)="37"> Եվ ոչ մի զարմանալի բան չկա նրանում , թե ինչպես են ծագում մտքերը , ամեն ինչ սկսվում է պարզ բաներ անելով :
(trg)="52"> Ary tsy misy fahagagana ny amin 'ny fanantaterahana izany , ny fanaovana zavatra tsotra ihany no vaha- olana .

(src)="38"> Եվ ես բազմաթիվ ապացույցներ ունեմ այս կապակցությամբ :
(trg)="53"> Ary efa maro ireo porofo efa voalazako .

(src)="44"> C - քննադատություն , R - մերժում , A - ապուշներ , P - ճնշում : / Ծիծաղ /
(trg)="54"> Ary farany , manana FAHARETANA !

(src)="40"> Ջո Կրաուսը ասում է . & lt ; & lt; Հաջողության գրավականներից մեկը դա հաստատակամությունն է& gt ; & gt ; :
(trg)="55"> Hoy i Joe Kraus ,
(trg)="56"> " Ny faharetana no antony voalohany iankinanan 'ny fahombiazana . "

(src)="41"> Դուք պետք է համառությամբ հաղթահարեք ձախողումը :
(trg)="57"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia ao anatin 'ny faharesena tanteraka aza . .

(src)="42"> Համառ լինելով դուք պետք է դուրս գաք ցեխի միջից : / crap - ցեխ / :
(src)="43"> Որը , իհարկե , նշանակում է .
(trg)="58"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia tafiditra anaty K . I . Z . O aza izany hoe : voa - Kiana , voa- Ilika , voa- Zimba , Voa- Ory . "

(src)="45"> Այսպիսով՝ մեր այս հարցին գլխավոր պատասխանը շատ պարզ է . վճարեք 4000 դոլլար և եկեք TED- ի համաժողովին :
(trg)="60"> Koa araka izany , ny valiny lehibe ho an 'io fanontaniana io dia tsotra ihany :
(trg)="61"> Mandoava 4, 000 $ ( vidim- pidirana ) ary tongava aty amin " i TED .

(src)="46"> Եթե դա ձեզ ձեռք չի տալիս , ապա ի կատար ածեք վերին նշված 8 սկզբունքները , և հավատացեք ինձ ՝ սրանք են հաջողության 8 կարևոր գրավականները :
(trg)="62"> Na raha tsy mety izany dia ampiharo ireo zavatra valo ireo -- ary matokisa ahy , ireo zavatra valo ireo no mitondra ho amin 'ny fahombiazana .

(src)="47"> Շնորհակալություն եմ հայտնում բոլոր TED- ի մասնակիցներին հարցազրույցների համար :
(trg)="63"> Misaotra ny mpikambana ao amin 'ny TED aho ho an' ireo fanadihadihana rehetra natao .

# hy/xXUczyRxEElm.xml.gz
# mlg/xXUczyRxEElm.xml.gz


(src)="4"> Ես ուզում եմ քայլել ավազե ժամանակով
(trg)="3"> Te- hamela ny diako eo amin 'ny fasiky ny fotoana aho

(src)="5"> Իմանալ , որ կա ինչ որ մի բան , ինչ որ մի բան , որ ես թողել եմ հետևում
(src)="6"> Ես չեմ զղջա , երբ հեռանամ այս աշխարհից
(trg)="4"> Fantaro fa nisy zavatra , ary misy zavatra navelako rehefa mandao ity tontolo ity aho , handao tsy misy fanenenana

(src)="7"> Կթողնեմ մի բան , որ ինձ հիշեն ու չմոռանան
(trg)="5"> Hamela zavatra ho tsarovana , mba tsy hanenenan 'izy ireo

(src)="8"> Ես այստեղ եղել եմ
(trg)="6"> Teto aho

(src)="9"> Ես ապրել եմ , ես սիրել եմ
(trg)="7"> Niaina aho , nitia aho