# fil/muXBGQivutS0.xml.gz
# mlg/muXBGQivutS0.xml.gz
(src)="1"> Sa totoo lang , ito ay dalawang oras na pagtalakay na binibigay ko sa mga mag- aaral ng high school na pinaikli sa tatlong minuto .
(trg)="1"> Inty dia famelabelarana adin 'ny roa izay nataoko ho an 'ny mpianatra , nofintinina telo minitra eto .
(src)="2"> Nagsimula ito isang araw sa eroplano habang papunta ako sa TED pitong taon na ang nakakalipas .
(trg)="2"> Ny tantara dia niantomboka tao anaty fiaramanidina , raha hamonjy ny TED aho , fito taona lasa izay . nipetraka teo ankaikiko ,
(src)="3"> At sa upuang katabi ko ay isang mag- aaral ng high school , isang dalaga , na nanggaling sa isang mahirap na pamilya .
(trg)="3"> Nisy mpianatra , vehivavy tanora iray , avy amina fianankaviana sahirana .
(src)="4"> At gusto niyang gumawa ng mahalaga ang buhay nya kaya tinanong niya ako .
(trg)="4"> Nanana finiavana ny hampivoatra ny fiainany izy , ary nametraka fanontaniana tsotra dia tsotra tamiko .
(src)="5"> Wika niya , " Anu- ano ang magdadala sa tagumpay ? "
(trg)="5"> Hoy izy , " Inona no mitondra ho amin 'ny fahombiazana ? " .
(src)="6"> Sumama ang loob ko , dahil wala akong maibigay na makabuluhang sagot sa kanya .
(trg)="6"> Tsy azoko ny aiko , satria tsy afaka nanome valiny tsara sy mahafa- po ho azy aho .
(src)="7"> Kaya nang makalapag ang eroplano , at makarating ako sa TED
(trg)="7"> Koa nivoaka ny fiaramanidina aho ary namonjy ny TED .
(src)="8"> Naisip ko , grabe , napalilibutan ako ng mga matagumpay na tao !
(trg)="8"> Tonga saina aho ...
(trg)="9"> Odry ! hay marina moa izaho eto anivon 'ireoto olona maro izay azo lazaina fa tafita ato amin 'ity toerana ity !
(src)="9"> Paano kung itanong ko na lang kung anu- ano ang nagtulak sa kanila upang magtagumpay , at maibahagi ko sa mga bata ?
(trg)="10"> Ka maninona moa raha mba manontany azy ireo ny anton 'ny nitondra azy ireo tamin 'ny fahombiazana , mba ahafahako mampita izany amin 'ny ankizy ?
(src)="10"> Kaya andito tayo , makalipas ang pitong taon , at limang daang pakikipanayam , sasabihin ko na sa inyo kung paano talaga magtagumpay at kung anong meron ang mga TED- sters .
(trg)="11"> Indro mifanatrika indray isika , 7 taona aty aoriana izay nahafahako nanatanteraka fanadihadihana miisa 500 , ka afahako hilaza amin 'izay ireo fepetra tena mitondra ho amin 'ny fahombiazana ary mety hampietana anareo mpikambana ao amin 'ny TED .
(src)="11"> Ang pinaka- una ay ang silakbo ng damdamin .
(trg)="12"> Ny voalohany amin 'izy rehetra dia ny fahafinaretana
(src)="12"> Sabi ni Freeman Thomas , " Mahal ko ang ginagawa ko . "
(src)="13"> Mahal ng mga TED- ster ang ginagawa nila , at hindi lang dahil sa pera .
(trg)="13"> Hoy Freeman Thomas : " izaho dia natosiky ny fahafinaretana " reo mpikambana ao amin 'ny TED dia nanantanteraka ampitiavana , fa tsy noho ny vola tsy akory .
(src)="14"> Wika nga ni Carol Coletta , " Kahit pa magbayad ako upang gawin ang ginagawa ko ngayon . "
(trg)="14"> Carol Coletta nilaza hoe :
(trg)="15"> " Mandoa vola amin 'ny olona aho mba hanantanteraka izay ataoko " .
(src)="15"> At ang maganda doon , kapag mahal mo ang ginagawa mo , susunod din naman ang pera .
(trg)="16"> Ary ny tena mahaliana indrindra dia : raha manao zavatra am- pitiavana ianao dia manaraka ho azy ny vola .
(src)="16"> Pagsisikap !
(trg)="17"> Miasà !
(src)="17"> Sabi ni Rupert Murdoch sa akin , " Nasa pagsisikap yan .
(trg)="18"> Hoy i Rupert Murdoch tamiko , " Fikelezan 'aina no tena izy .
(src)="18"> Walang madali sa buhay .
(trg)="19"> Tsy misy zavatra mora izany .
(src)="19"> Pero masaya naman ako . "
(trg)="20"> Nefa tena mahita fahafinaretana ihany koa aho . "
(src)="20"> " Masaya " ba ang sinabi ni Rupert ?
(trg)="21"> Fahafinaretana hoy izy ?
(trg)="22"> I Rupert ve no nilaza izany ?
(src)="21"> Oo !
(trg)="23"> Eny !
(src)="22"> Masaya ang mga TED- sters sa kanilang pagsisikap .
(trg)="24"> Sady miasa no mahita fahafinaretana ny mpikambana ao amin 'ny TED .
(src)="23"> At nagtratrabaho sila ng maigi .
(trg)="25"> Ary tena miasa mafy izy ireo .
(src)="24"> Sa tingin ko , hindi naman sila workaholics .
(src)="25"> Sila ay workafrolics .
(trg)="26"> Azoko ihany tamin 'ny farany fa tsy ny asa no mangeja azy ireo , fa ny fahitana fahafinaretana .
(src)="26"> Kahusayan !
(trg)="27"> Mahiratra !
(src)="27"> Sabi ni Alex Garden , " Para magtagumpay , pumili ka ng pagkakaabalahan at paghusayan mo . "
(trg)="28"> Hoy izy i Alex Garden : " Mba hahombiazana dia mifantoha amina zavatra iray ary ataovy izay hampahiratra anao amin 'io sehatra io . "
(src)="28"> Walang salamangka , praktis , praktis , at praktis lang yan .
(trg)="29"> Tsy misy fahagagana ; fa fihezahana , fihezahana , fihezahana hatrany .
(src)="29"> At ang pagtuon ng pansin .
(trg)="30"> Ary mila mifantoka ihany koa .
(src)="30"> Wika ni Norman Jewison sa akin ,
(src)="31"> " Palagay ko , ang pinakamahalaga ay ang pagtutok ng sarili sa iisang bagay "
(trg)="31"> Hoy i Norman Jewison tamiko : " Amiko ilay izy dia miankina amin 'ny fahaizanao mifantoka amina zavatra iray "
(src)="32"> At paghamon !
(trg)="32"> Ary fikirizana !
(src)="33"> Ayon kay David Gallo , " Hamunin ang sarili . sa gawa , sa isip , hamunin mo ng lubos . "
(trg)="33"> Hoy i David Gallo , " Mikiriza ianareo "
(trg)="34"> Na ara- batana , na ara- tsaina dia tokony hiezaka sy hikiry hatrany ianareo !
(src)="34"> Lagpasan mo ang pagkamahiyain at pagdududa sa sarili .
(trg)="35"> Aza menamenatra , tohero koa ny fisalalasalana misy ao aminareo .
(src)="35"> Sabi ni Goldie Hawn , " Noon lagi akong may pagdududa sa sarili .
(trg)="36"> Goldie Hawn dia niteny hoe :
(trg)="37"> " Izaho dia tsy mba natoky tena firy .
(src)="36"> Di sapat ang galing ko , di sapat ang talino ko .
(trg)="38"> Sady tsy dia nahomby tsara aho no tsy dia natsilo saina tsara .
(src)="37"> Hindi ko naisip na magagawa ko . "
(trg)="39"> Tsy nihevitra mihitsy aho hoe hahavita inona . "
(src)="38"> Gayunman , hindi madaling hamunin ang sarili , kaya nandiyan ang mga nanay .
(trg)="40"> Eny e , tsy moramora ange zany mamporisika ny tena izany e ! ! ary izany indrindra no antony mampisy ny reny .
(src)="39"> ( Tawanan )
(trg)="41"> LOL
(src)="40"> Frank Gehry -- Sabi ni Frank Gehry sa akin ,
(trg)="42"> Frank Gehry -- Hoy I Frank Gehry tamiko ,
(src)="41"> " Ang nanay ko ang nagtulak sa akin . "
(trg)="43"> " Ny reniko no namporisika ahy . "
(src)="42"> Magsilbi !
(trg)="44"> Ny fanampiana !
(src)="43"> Sabi ni Sherwin Nuland , " Isang karangalan ang magsilbi bilang doktor . "
(trg)="45"> Hoy i Sherwin Nuland tamiko hoe : " Voninahitra ho ahy ny manampy amin 'ny maha dokotera ahy "
(src)="44"> Gayunman , maraming bata ang nagsasabi sa akin na gusto nilang maging milyonaryo .
(trg)="46"> Mazava ho azy , maro ny ankizy milaza amiko hoe any aoriana any , te hanam- bola be izy ireo .
(src)="45"> At ang una kong sinasabi sa kanila ay ,
(src)="46"> " OK , ngunit hindi naman maaring pagsilbihan ang sarili , kaya 't marapat lang na magbigay ng pagpapahalaga sa iba .
(trg)="47"> Ary ny zavatra voalohany avaliko azy ireo dia : " Eny , tsy tokony ny tenanareo aloha no karakarainareo ; fa tokony hitondra zavatra manan- danja ho an 'ny hafa hanampiana azy aloha ianareo .
(src)="47"> Dahil iyon ang tunay na yaman . "
(trg)="48"> Toy izany no maha mpanakarena ny olona . "
(src)="48"> Ideya .
(src)="49"> Sabi ni TED- ster Bill Gates , " May naisip akong ideya -- na simulan ang pinaka- unang kumpanya ng micro- computer software . "
(trg)="49"> Ny Hevitra ! i Bill Gates izay mpikambana ato amin 'ny TED dia nanambara hoe : " manana hevitra aho ,
(src)="50"> Masasabi kong napakaganda ng ideyang iyon .
(trg)="51"> Afaka milaza aminareo aho fa hevitra tsara tokoa izany .
(src)="51"> At walang salamangka sa paglikha ng mga ideya ,
(src)="52"> Kinakailangan lang na gumawa ng mga madadaling bagay .
(trg)="52"> Ary tsy misy fahagagana ny amin 'ny fanantaterahana izany , ny fanaovana zavatra tsotra ihany no vaha- olana .
(src)="53"> At marami akong binibigay na halimbawa .
(trg)="53"> Ary efa maro ireo porofo efa voalazako .
(src)="54"> Magtiyaga .
(trg)="54"> Ary farany , manana FAHARETANA !
(src)="55"> Sabi ni Joe Kraus ,
(trg)="55"> Hoy i Joe Kraus ,
(src)="56"> " Pagtitiyaga ang pangunahing dahilan ng aming tagumpay . "
(trg)="56"> " Ny faharetana no antony voalohany iankinanan 'ny fahombiazana . "
(src)="57"> Magtiyaga ka kahit mabigo man .
(trg)="57"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia ao anatin 'ny faharesena tanteraka aza . .
(src)="58"> Magtiyaga ka , kahit ito ay CRAP( basura ) ! na ang ibig sabihin ay " Criticism ( panlalait ) , Rejection ( pagtakwil ) , Assholes ( mga gago ) , at Pressure ( sapilitan ) . "
(trg)="58"> Tsy maintsy manana faharetana isika na dia tafiditra anaty K . I . Z . O aza izany hoe : voa - Kiana , voa- Ilika , voa- Zimba , Voa- Ory . "
(src)="59"> ( Tawanan )
(trg)="59"> LOL
(src)="60"> Kung kaya , ang malaking sagot sa ating tanong ay simple lang :
(trg)="60"> Koa araka izany , ny valiny lehibe ho an 'io fanontaniana io dia tsotra ihany :
(src)="61"> Magbayad ka ng apat na libong dolyar at dumalo sa TED .
(trg)="61"> Mandoava 4, 000 $ ( vidim- pidirana ) ary tongava aty amin " i TED .
(src)="62"> Kung hindi man , gawin mo ang walong ito -- at maniwala ka sa akin , ito ang walong malalaking bagay na magdadala ng tagumpay .
(trg)="62"> Na raha tsy mety izany dia ampiharo ireo zavatra valo ireo -- ary matokisa ahy , ireo zavatra valo ireo no mitondra ho amin 'ny fahombiazana .
(src)="63"> Salamat mga TED- ster sa lahat ng pakikipanayam !
(trg)="63"> Misaotra ny mpikambana ao amin 'ny TED aho ho an' ireo fanadihadihana rehetra natao .