fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.[Na: (ny fanekena vaovao) ]
Sunda: "ieu teh getih Kami anu neguhkeun perjangjian Allah, getih anu dikucurkeun pikeun jalma rea geusan ngahampura dosa-dosana.


Ilay manisa tsirairay ny kintana, sy miantso azy amin'ny anarany.
Bentang-bentang ku Mantenna dipasti jumlahna, sarta masing-masing dipaparinan ngaran.

tompon'izany mpanompo izany amin'ny andro izay tsy ampoiziny sy amin'ny ora
50 Waktu dununganana datang, dina poe anu teu disangka-sangka, kalakuanana jadi katohyan.

Ary hoy izay tamiko: Aza asiana tombo-kase ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity, fa antomotra ny andro.
Sunda: Saurna deui, "Ucapan nubuat dina ieu kitab ulah dirasiahkeun, sabab geus tereh pisan pijadieunana.

19 Izany no nolazainy mba hanambarana ny fomba hahafatesan'i+ Petera izay hanomezany voninahitra an'Andriamanitra.+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia niteny tamin'i Petera hoe: "Manaraha ahy mandrakariva."+
Ieu pilahir Anjeunna, ngagambarkeun carana Petrus nekanan ajalna engke sangkan Allah dimulyakeun.) "Tuturkeun Kami," saur Yesus ka Simon Petrus.

Natoky an'Andriamanitra Izy, ka raha tia Azy Andriamanitra dia aoka hanafaka Azy ankehitriny, satria Zanak'Andriamanitra Aho, hoy ny filazany.
43Iya tulah harap pada Allah; maka biarlah dilupaskan Allah akan dia, skarang jikalau direlahinya akan dia: kurna iya tulah burkata, Bahwa akulah Anak Allah.

Izany no vaovao lehibe ho an'ny mpanota.
Éta warta gede pikeun sinners.

Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin'ny fahalalana ny marina.
Sunda: anu mikahoyong supaya manusa teh kabeh salamet sarta daraek narima ka nu sayakti,

53Nandray ny lalànan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny anjely ianareo, kanefa tsy nitandrina azy.
Sunda Formal: Kalayan jalan anu aheng aranjeun dipaparin kitab Toret, katampina ti panangan para malaikat, nanging ku aranjeun teu dipake!"

Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,
Sunda: Dulur-dulur, kumaha lamun aya anu ingkar tina kayaktian, heug aya anu bisa nungtun ka nu bener deui?

mg.Fa araka ny fahamasinan'Ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa ianareo amin'ny fitondrantena rehetra,
Sabalikna masing suci kalakuan, sabab Allah anu geus nyaur aranjeun teh suci. - 1 Petrus 1:15 Usahakeun migawe nu bener, ulah migawe nu jahat, supaya bisa hirup.

Ka tsy haheno ao anatin'izany, ireo teny maloto (tsy mendrika).
manéh moal ngadenge di dinya mah nu taya gunana.

13 Ianareo mihitsy no aoka hitsara: Mety ve raha mivavaka amin'Andriamanitra ny vehivavy ka tsy misaron-doha?
13Rarasakeun bae ku aranjeun, naha pantes awewe ngadoa ka Allah teu make tiung?

fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.[Na: (ny fanekena vaovao) ]
"ieu teh getih Kami anu neguhkeun perjangjian Allah, getih anu dikucurkeun pikeun jalma rea geusan ngahampura dosa-dosana.

Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. "
Taya deui parentah anu pangutamana salian ti ieu dua parentah."

Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo."
Taya deui parentah anu pangutamana salian ti ieu dua parentah."

araka ny voasoratra ao amin' ny bokin' ny tenin' Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon' ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan' i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.
Sunda Formal: Hal ieu geus kaserat dina kitab-kitab nubuwatan Nabi Yesaya: 'Aya sora cumeluk di alas kikisik: Siapkeun jalan kangge Pangeran, lelempeng pijalaneun Anjeunna.

Ary ny amin'ny mihinana ny hena aterina amin'ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona akory ny sampy amin'izao tontolo izao, ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.
Sual ngadahar susuguh pikeun brahala, kieu: Urang terang brahala teh ngagambarkeun hal anu saenyana mah teu aya.

Mihoatra ny 7 taona any Thailand!
Leuwih ti 7 taun di Thailand!

Ary ny amin' ny mpaminany kosa, dia aoka ho roa na telo no hiteny, fa ny sisa kosa hamantatra.
29 Anu nepikeun nubuwatan, cukup ku dua atawa tilu urang bae; anu sejen mah, hade ngararegepkeun.

Nefa samy amin' ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an' i Kristy amin' ny fihaviany. fa manaraka ny laharany avy: ny Kristy no santatra, dia izay an' ny Kristy amin' ny andro hihaviany.
Sunda: Tapi masing-masing kudu nurutkeun giliranana: Kristus anu ti heula; engke, dina waktu Anjeunna sumping deui, kakara giliran anu aranut ka Anjeunna.

30 Koa hoy ilay anjely: "Aza matahotra, ry Maria, fa efa nankasitrahan'Andriamanitra+ ianao.
30Malaikat sasauran deui, "Ulah sieun, Maryam!

Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala fa nisy hatramin'ny ela ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano, sady rano no nanaovana azy tamin'ny tenin'Andriamanitra,
Sunda: Maranehna ngahaja pura-pura teu nyaho yen baheula langit jeung bumi jadina teh ku karana timbalan Allah, dijadikeun tina cai jeung ku cai,

Indro aho handrehitra afo eo afovoanao,
Ku kituna, Kami ngawawadian maranéh ku seuneu nu ngéntab-ngéntab.

Ary na inona na inona angatahinao amin'ny vavaka, inoana dia ho azonao.
Sunda: Nya kitu deui, neneda menta naon bae, asal hate percaya, tangtu dikabul."

32 Fenoy tanteraka àry ny famarana+ ny fahotan'ny razanareo.
32Pek geura cucudkeun takeran karuhun aranjeun teh!

7:29 Izaho no mahalala Azy.
7:29 Kuring nyaho manehna.

Nefa samy amin' ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an' i Kristy amin' ny fihaviany. fa manaraka ny laharany avy: ny Kristy no santatra, dia izay an' ny Kristy amin' ny andro hihaviany.
Sunda Formal: Tapi kudu nurutkeun giliranana: Al Masih pangheulana, nu jadi marganing lantaranana; geus kitu, giliran anu aranut ka Anjeunna; waktuna, nya eta dina wanci Anjeunna sumping deui.

7 Raha noho ny laingako anefa no nahatonga ny fahamarinan'Andriamanitra+ hisongadina kokoa ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota ihany?+
Tapi upama sim kuring teu bener, tapi matak leuwih nganyatakeun agungna kaadilan Allah, naha eta dosa sim kuring teh tetep bakal disalahkeun?

Ary manao famantarana lehibe izy, ka dia mampidina afo avy any an-danitra ho amin'ny tany eo imason'ny olona aza.
Sunda: jeung nyieun rupa-rupa mujijat, malah bisaeun nyieun hujan seuneu ti langit kasaksian ku kabehan.

izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: Tsy hisy hotapahina ny taolany
36Kitu kajadianana, supaya laksana ungel Kitab Suci anu kieu, "Tulang Anjeunna sahiji ge moal aya anu dipotongkeun."

Ary tsy nahazo nanao fahagagana akory Izy teo, fa marary vitsivitsy monja no nositraniny tamin'ny fametrahan-tanana, ary gaga Izy noho ny tsy finoan'ireo.
Sunda Formal: Di dinya mah, Anjeunna henteu kantos ngayakeun mujijat naon-naon; salian ti nyageurkeun sawatara urang anu garering ku jalan numpangkeun panangana-Na.

fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.[Na: (ny fanekena vaovao) ]
Ieu teh getih Kami; getih perjangjian anu dikucurkeun guna mangpa'at jalma rea pikeun panghampura dosa.

Izay ananantsika fahasahiana sy fanatonana amin'ny fahatokiana noho ny finoana Azy.
Ku percaya ka Kristus sarta satunggal jeung Anjeunna, urang jadi meunang jalan pikeun ngadeuheus ka payuneun Allah reujeung hate anu yakin.

Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo. na ny andriamanitra izay
Ya Allah pilih lah hamba-Mu yang hina dina ini..

Raha teraka tao amin'ny vondrom-piarahamonina Native American ianao, iza no anaranao?
Upami anjeun lahir di komunitas Asli Amérika, naon nami anjeun?

mg."Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin'Andriamanitra velona;"
Sing ati-ati, ulah aya anu boga hate jahat jeung teu percayaan kawas kitu nepi ka nukangan Allah anu jumeneng.

24:32 Ary hoy ireo olona hafa, "Tsy nangorakoraka ny fontsika antsika, raha mbola niteny izy teny an-dalana, ary rehefa nosokafany ny Soratra Masina tamintsika?"
24:32 Sarta aranjeunna nyarios ka karana, "Teu haté urang ngaduruk dina urang, bari anjeunna diomongkeun di jalan, jeung lamun anjeunna dibuka Kitab Suci ka urang?"

Ao Okraina ve izany fahalalahana izany? "
Naha kabébasan ieu di Ukraina? "

36 Nitranga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe: "Tsy hisy ho torotoro ny taolany."+
36Kitu kajadianana, supaya laksana ungel Kitab Suci anu kieu, "Tulang Anjeunna sahiji ge moal aya anu dipotongkeun."

Ary ny mpianany nanontany Azy hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va, sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?
Murid-murid naranya ka Anjeunna, "Pa Guru, dosa saha dugi ka eta jalmi teh lolong bawa ngajadi?

Ny ampahany amin'ny fifanakalozana antsika amin'Andriamanitra dia maka ny endriky ny vavaka.
Bagian kaseukeuran urang sareng Gusti Allah nyandak bentuk doa.

izy ireo hanontany anao momba Ny fiainana manokana.
maranehna menta tulung ka anjeun dina (urusan pertahanan) agama, mangka anjeun

Fantaro fa Izaho no naniraka anao. "
Nyaho yén kuring geus dikirim anjeun. "

Fa misy teny ao amin'ny Soratra Masina manao hoe: "Indro, mametraka fehizoro ao Ziona Aho, dia vato voafidy sady tsara; Ary izay mino Azy tsy ho menatra" (Isa.
Éta sababna diserat: "Lah, kuring neundeun batu permata anu terpilih, berharga di Sion; sareng saha waé anu percaya ka Anjeunna, teu kedah isin."

19 Dia hoy ilay anjely: "Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan'Andriamanitra.
19Waler malaikat, "Kami teh Jibril, anu salawasna aya di payuneun Allah.

Mandritra ny fito andro, aoka ho amin-dreniny; amin'ny andro fahavalo no handoa izany ho ahy.
Cikal jaluna ingkeun heula di indungna tujuh poe, dina kadalapan poena sanggakeun ka Kami.

9 tahaka ny tsy fantatra, nefa fantatra tsara ihany; tahaka ny efa ho faty, nefa, indro, velona ihany; tahaka ny faizana, nefa tsy atao maty;
Sunda: dianggap taya nu wawuh, tapi kabeh ge wawuheun; dianggap jelema geus paeh, padahal ku aranjeun ge kanyahoan hirup keneh; dikaniaya tapi teu dipaehan,

Ary izany no tonga dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: Tsy hisy hotapahina ny taolany, na dia iray aza.
36Kitu kajadianana, supaya laksana ungel Kitab Suci anu kieu, "Tulang Anjeunna sahiji ge moal aya anu dipotongkeun."

3 Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny fanamasinana anareo, hifady ny fijangajangana:
3Allah mundut, sangkan lampah aranjeun teh kudu sapuk jeung pangersa-Na, nya eta suci beresih: Sipat cawokah kudu dijauhan ku aranjeun.