35 Ary miteny izany aho mba hahasoa anareo, fa tsy haningotra anareo amin'ny tadivavarana, fa mba hanaovanareo izay miendrika sy hitoeranareo tsara amin'ny Tompo, ka tsy hivezivezen'ny sainareo.
Ag ta kayo sesebelan; labay ko labat a maptek tan maoksuy so pambilay yo, pian diad panlingkur yod Katawan et anggapoy makaskasbel.
5 Hoy ny apostoly tamin'ny Tompo: "Ampitomboy ny finoanay."+
5 Inkuanda ray apostol ed Katawan, "Pabiskeg moy pananisia mi."
11 Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.
11 Kanyan siak man o sikara, sikato yay ipupulong mi tan sikato ya met so panisiaan yo.
Koa ataovy maty àry ny rantsam-batanareo, dia ny an'ny ety an-tany, izany hoe: ny fijangajangana, ny fahalotoana, ny fahavetavetana, ny fanirian-dratsy, ary ny filan-dratsin'ny nofo izay fanompoan-tsampy;
5 Kanyan ibantak yo la ray mangaraldalin a pilalek yo, a singa saraya: inmoralidad, kabandayan, maoges a pilalek na laman, maoges a getma, agom (ta say kinaagom et sakey a klasiy panangigalang ed talintaoy dios).
ary tsy hamonjy io firenena io ihany, fa mba hanangona ny zanak'Andriamanitra izay efa niely ho antoko iray.
52 Aliwa labat a para saray Judio, no ag ingen pian pankakasakeyen to ray akaykayat ya anak na Dios.)
3 Fa amin'ireo dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.
3 Ingen, sarayan bagat ipanunot dan tinaon-taon iray kasalanan na totoo.
anabaviny, moa tsy ety amintsika avokoa va izy ireo?"
Ag ta manaayam ira diay agagi ton bibii?"
Fa izay zatra manao ratsy dia mankahala ny mazava, sady tsy manatona ny mazava sao hibaribary ny ataony.
Ta siopaman a manggagaway mauges et bubusolen toy liwawa tan ag-onaasingger ed liwawa, pian agnipetek iray gagawaen to.
Dia nieritreritra izy ireo ka nanao anakampo hoe: Noho isika tsy nitondra mofo izay.
Inkuanda, "Imbaga to ya, ta ag itayo nambalon na tinapay."
1:12) Azo antoka fa afaka nanoratra ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny olombelona izy ireo.
1:12) No bilang, seguradon sarasarag dan isulat so mensahe na Dios ed totoo.
(Araka izay nampilazainy ny mpaminaniny masina hatramin'ny fahagola),
70Sikato yay insipan to lan abayag diad panamegley da ray masanton propita to.
nanao hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao?
Inkuanda, "Anto tay gagawaen yo?
Efa akaiky dia akaiky ny fotoana hamonoan'Andriamanitra ny mpanao ratsy.
Magano la so panaon na Dios pian deralen iray marelmeng a totoo.
Ataovy foana àry izao isan-taona mba hahatsiarovana an'ahy.'
Dapat yon gawaen iya kada taon pian nanonotan yo ak.'
Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay ety an-tany, dia fijangajangana, fahalotoana, firehetam-po, fanirian-dratsy ary fieremana, dia fanompoan-tsampy izany;
5 Kanyan ibantak yo la ray mangaraldalin a pilalek yo, a singa saraya: inmoralidad, kabandayan, maoges a pilalek na laman, maoges a getma, agom (ta say kinaagom et sakey a klasiy panangigalang ed talintaoy dios).
13 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen'ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana.
13 Inmebat si Jesus, "Nabagut so balang tanaman ya ag intanem na Amak a walad tawen.
"Tia ny rariny sy ny hitsiny izy.
"Aaroen toy inkatunong tan hustisya.
Tsy olombelona àry no rain'i Jesosy.
Kanian anggapoy ama nen Jesus ya too.
Fa haterako afo ny mandan'i Gaza, ka handevona ny tranobeny izany;
Kanyan mangyakar ak na apoy ed saray padir na siudad na Gaza tan poolan ko ran tirinsira to.
Fa niantso tamin'ny feo mafy ny olona ka nangataka hanomboana an'i Jesosy amin'ny hazo fijaliana.
Balet lalon inkasikasil dan ineyag a nepeg ya ipasak ed krus si Jesus.
Tsy niova i Satana.
Ag-anguman si Satanas.
Ary amin'izay dia haniraka ny anjely Izy, ary hanangona ny olom-boafidiny avy amin'ny vazan-tany efatra hatramin'ny faran'ny tany ka hatramin'ny faran'ny lanitra.[Gr. rivotra]
Ibaki tod apatiran suyok na mundo ray anghil to tan, manlapud amin a pasey mundo, tiponen da iray totoon piniliy Dios.
2 rehefa hitany ny fahadiovan'ny fitondran-tenanareo amin'ny fahatahorana.
Anggano ag yo la ra paliwawaan, 2 ta nanengneng da lay masimpit tan malinis a kabibilay yo.
Tsy haiko ny antony." - JANET.
Agko amta no akin." - JANET.
Efa nody atỳ Chine aho."
Sinmempet ak lad China."
Tokony hatahotra an'Andriamanitra ve isika satria mahery izy?
Kasin ontakot tayod Dios lapud pakapanyari to?
Hoy izy ireo: "Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika."
Inkuanda, "Sinmabid pegley tayo so matalonggaring a propita!
Koa be herim-po àry isika, ka milaza hoe: "Jehovah no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho.
Diad ontan et mataletalek itayon mangikuan: 'Si Jehova so mananulong ko; agak ontakot.
Tadidio fa ny finoana an'Andriamanitra no fanafodin'ny tahotra olona.
Tandaan: Kaukolan so pananisia ed Dios pian nalabanan so takot ed too.
6 Izay rehetra tafaray+ foana aminy dia tsy zatra manota.+ Izay zatra manota dia sady tsy nahita azy no mbola tsy mahalala azy.+
6 Kanyan siopamay mansiansiad Cristo ag to ituloy so mankasalanan; balet siopamay ituloy toy mankasalanan ag ton balut anengneng o akabat si Cristo.
Avy lavitra anefa ny sasany."
Wala pa ni met iray nanlapud arawi."
(Isaia 54:17) Tsy matahotra an'ireo mpanompon'i Satana isika.
54:17) Agtayo tatakotan iray alipores o ariripen nen Satanas.
Enga anie ka mba handefitra amiko amin'ny fahadalana kely hianareo, kanefa mandefitra amiko ihany hianareo.
1Anosan yo ak komun no bilang ta singa ak makulang-kulang.
Mifalia, ary mibitaha amin'ny fifaliana, fa lehibe ny valisoanareo any an-danitra.
Manliket tan manggayaga kayo, ta balbaleg so tumang yod tawen.
Inona no ilain'ny fianakaviany kokoa noho ny vola?
Antoy mas kaukolan na pamilya to nen say kuarta?
Hoy i Jaona: "Mifalia ry lanitra sy ianareo izay monina ao aminy!"
Oniay insulat nen Juan: "Lapud saya et manliket kayo katawenan tan sikayoran manaayam ditan!"
ary hoentiny eo anatrehan'ny mpanapaka sy ny mpanjaka hianareo noho ny amiko, mba ho vavolombeloko eo aminy sy amin'ny jentily.
Iyarap da kayod saray arari tan gobernador lapud ngaran ko.+ 13 Manresulta itan ed pakapantasi yod sikara.
Voavakiko daholo ny zavatra napetrakao ary efa niandry anao aho."
Abasak ya amin iramay intilak mo tan aalagaren koy ipawil mo."
satria fantatrareo fa izay soa ataon'ny olona rehetra no horaisiny amin'ny Tompo, na andevo na tsy andevo izy.
8 Tandaan yo a say Katawan et tumangan toy balang too, aripen man o aliwan aripen, lapud maung iran gawa to.
23 Ahoana raha nanao izany izy mba hampahafantarany ny harenan'ny+ voninahiny amin'ny fanaky+ ny famindram-po, izay nomaniny mialoha hahazo voninahitra,+
23Ginawa to ya met a pangipanengneng toy ag miparan kagalangan to diad saray totoon kinasian to, saray imparaan to la ra nen saman a mangawat na kagalangan.
12 Tena misy heriny lehibe ny vavaka.
12 Baleg so nitulong na pampikasid Dios.
20 Ary nanomboka nanome tsiny an'ireo tanàna nahavitany ny ankamaroan'ny fahagagana nataony izy, satria tsy nibebaka ireo:+
20 Insan ginapoan nen Jesus a nampasnukan ira may baley a nanggagawaan toy karaklan na saray milagro to, lapud ag da ni binenegan iray kasalanan da.
Izany, raha ny marina, no tian'ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.'
Diad tua, saya so kabaliksan na Ganggan tan sulsulat na saray Propeta."
Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina." - Salamo 55:22.
Agton balot paulyan a natumba so matunong." - Salmo 55:22.
Tadidio fa nampahery sy nanampy an'i Asa i Jehovah, ary hampahery anao koa.
Tandaan mon pinabiskeg tan tinulongan nen Jehova si Asa, tan seguradon pabiskegen To ka met.
dia niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Ny famonjena anie ho an'Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy ho an'ny Zanak'ondry.
Ineyag day maksil, "Say kilalaban manlalapud Dios tayo ya akayorung ed trono, tan say Kordiro!"
29 Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny tsy mba azo avoaka na amin'inona na amin'inona, afa-tsy amin'ny fivavahana* ihany.[*Ampio hoe: sy ny fifadian-kanina].
29 Inmebat si Jesus ed sikara, "Saman a klasi na ispiritu, ag napapaway no ag dia labat ed panamegley na pikakasi."
Tsy hoatr'izany mihitsy ny ankamaroan'ny mpanana sy ny olona ambony amin'izao!
Sikatoy nidumaduma ed dakel ya maimpluensya tan mayaman ed mundo!
Tsy hitako ireo rahalahy raha tsy efa niverina izy ireo tamin'ny mangiran-dratsy."
Akapannengneng kami labat na saramay akaunan brother nen papawil la ra nen palbangon."
43Ny mpaminany rehetra koa manambara fa amin'ny anarany no ahazoan'izay rehetra mino azy famelan-keloka. >
43 Amin da ray propita nansalita ra nipaakar ed sikato, tan inkuandan siopamay manisiad sikato et napirdona ray kasalanan to diad panamegley na ngaran to nen Jesus."