2:11 uga wong Yahudi lan ngowahi anyar, Kréta lan wong Arab,: kita wis padha krungu wong-wong mau ngandika ing basa kita dhewe ing kasektèn-kasektèn saka Gusti Allah. "
Kretana sy Arabo - koa ahoana no andrenesantsika ireo miteny amin' ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon' Andriamanitra? na Jody na proselita, ary ny any Kreta sy ny Arabo, dia ahoana no samy mandre azy ireo milaza amin' ny fitenintsika avy ny zava-mahagaga ataon' Andriamanitra isika rehetra? tant Juifs que prosélytes, Crétois et Arabes, nous les entendons publier dans notre langue les merveilles de Dieu ! "
Jawa: Wong-wong iku njarag ora kapengin weruh, manawa marga saka sabdaning Allah wiwit biyen mula wis ana langit sarta ana bumi, kang dumadine saka banyu sarta srana banyu.
Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala fa nisy hatramin'ny ela ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano, sady rano no nanaovana azy tamin'ny tenin'Andriamanitra,
Presiden Tanzania tilar donya dina iki lan ana alesan ora resmi
Maty androany ny filohan'i Tanzania ary misy antony tsy ofisialy
Nanging ing antaramu ana sing ora percaya."
Misy aminareo anefa tsy mino."
18Padha titenana bangsa Israel kang mungguh ing daging: wong kang padha mangan kurban iku rak oleh panduman ing paladosaning misbyah, ta?
Indreo ny Isiraely araka ny nofo; moa izay mihinana ny fanatitra tsy mpiombona amin'ny alitara va?
Jawa 2006: Wong iku wis kumandel marang Allah, déné saiki karebèn Allah sing nylametaké, yèn pancèn Allah kepareng ing penggalih, sabab wong iku rak wus kandha: Aku iku Putrané Allah."
Natoky an'Andriamanitra Izy, ka raha tia Azy Andriamanitra dia aoka hanafaka Azy ankehitriny, satria Zanak'Andriamanitra Aho, hoy ny filazany.
Kaya ing Yohanes 1,18 (Terjemahan New Geneva) ditulis:
Tahaka ny ao amin'ny Jaona 1,18 (Fandikana New Geneva) dia voasoratra:
Imam Zakharia banjur dikatingali malaekating Pangeran, jumeneng ing satengahing misbyah padupan.
11 Dia niseho tamin'i Zakaria ny anjelin'i Jehovah, nitsangana teo ankavanan'ny alitaran'ny emboka manitra.+
1Sawusé ing jaman biyèn Allah ngandika marang para leluhur kita nganti marambah-rambah sarta kalawan patrap mawarna-warna lantaran para nabi,
[Fahiny tamin'ny fotoana sy ny fomba samihafa dia efa niteny tamin'ny razantsika Andriamanitra, tamin'ny vavan'ny mpaminany.
Jawa: ing dina iku uga bakal ana wong kang bisa oncat, kang teka nggawa pawarta marang sira.
eny, amin'izany andro izany dia hisy olona handositra ho tonga any aminao mba hampandre ny sofinao izany;
panunggalanmu kang ora pracaya."
Misy aminareo anefa tsy mino."
Sapa sing Mimpin lan Nuntun Umaté Yéhuwah Saiki?
Iza no Mitarika ny Vahoakan'Andriamanitra Ankehitriny?
Jawa 2006: Yésus paring wangsulan, "Kang utama yaiku: Rungokna, hé Israèl, Pangéran iku Allah kita, Pangéran iku siji.
Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;
Gusti Allah duwe cara, lan dalane luwih dhuwur tinimbang cara kita.
Manana làlana Andriamanitra, ary avo kokoa noho ny lalantsika ny lalany.
13saka wong kang padha ngungkurake dalan kang lurus lan lumaku ing dalan kang peteng;
13 Izay mahafoy ny lalan'ny fahamarinana Mba hizorany amin'ny lalan'ny fahamaizinana,
Aku ora teka arep nyirnakake, nanging supaya bisa ngrampungake.
Tsy tonga handrava Aho, fa hanatanteraka.
Wedi-asih marang Sang Yehuwah iku ndawakake umur,nanging taun-taune wong duraka iku dicendhakake.
Ny fahatahorana an' i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan' ny ratsy fanahy hohafohezina.
24Anggonmu ngukumi aja manut apa kang katon, nanging ngukumana kanthi adil."
Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina.
(Yokanan 8:44) Dhèwèké dadi tukang ngapusi, lan mbrontak nglawan Gusti Allah.
(Jaona 8:44) Lasa mpandainga sy nikomy tamin'Andriamanitra izy.
2:24 lan supaya saos kurban sing, miturut apa wis ngandika ing angger-anggering Pangéran, "Pasangan sajodho utawa piyik dara loro."
ary mba hanatitra fanatitra araka izay voalaza ao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: domohina roa, na zana-boromailala roa (Lev.
Anadene kang dadi paseksene: Kita wus padha kaparingan urip langgeng dening Gusti Allah, lan urip iku dumunung ana ing Kang Putra.
Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany.
Mulane ana ing kono Panjenengane ora bisa nindakake pangeram-eram babar pisan, kajaba mung marasake wong lara sawatara sarana katumpangan asta.
Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy.
Allah nikel-nikelake (ganjaran) tumrap sapa wae kang dikersakake Allah.
Dia izay sitrak'Andriamanitra no mitondrany tany, na ho iza izay, na ho iza.
Wong-wong wadon mau yakuwi Maryam, sing karan Magdaléna, sing wis ditundhung dhemité pitu.
8:2 niaraka tamin'ny vehivavy sasany, izay nositraniny tamin'ny fanahy ratsy sy ny aretina: Mary, Izay atao hoe Magdalena, avy izay efa lasa demonia fito,,
Piyé imané Abraham isa kuwat merga sinau lan kekancan karo Yéhuwah?
Nahoana no nanatanjaka ny finoan'i Abrahama ny zavatra fantany sy niainany?
Allah nikel-nikelake (ganjaran) tumrap sapa wae kang dikersakake Allah.
nomen'Andriamanitra azy izay niriny.
5Sakabehing tindak-tanduke iku mung supaya bisaa katon ing wong; nganggo tali sembahyang amba, nganggo gombyok dawa-dawa.
Ary ny asany rehetra dia ataony mba ho hitan'ny. olona; fa ataony lehibe ny fylakiterany, ary ataony vaventy ny somotraviaviny.
17 Nanging aku kabèh, para Sadulur, kang sawatara mangsa pisah karo kowé, adoh ing pandulu, nanging ora adoh ing ati, temen-temen kalawan kangen banget wis mbudi-daya bisané ketemu adu-arep karo kowé.
17 Fa izahay kosa, ry rahalahy, rehefa tafasaraka vetivety monja taminareo ny tenanay, fa tsy ny fonay, dia niezaka mafy mihoatra lavitra noho ny efa fanaonay izahay mba hahita ny endrikareo, fa naniry mafy ny hahita izany.+
ya kaula kapayungan guna gugah ing allah.
raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin'ny maty.
Sabab aku ora nglirwakaké ing bab martakaké karsaning Allah kabèh marang kowé."
Fa tsy nafeniko anareo, fa notoriko taminareo avokoa ny saina rehetra natolotr'Andriamanitra.
Doktrin iki uga nolak hubungan internal utawa eksternal karo Gusti Allah.
Io foto-pampianarana io dia mandà ny fifandraisany anatiny na ivelany na an'Andriamanitra.
Lan manawa putra slamet ana, tentrem-rahayu bakal urip maneh; manawa ora, bakal bali maneh.
Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany. ka raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia ho ao aminy ny fiadanana lazainareo; fa raha tsy misy kosa, dia hiverina aminareo ihany izany.
28Sabab iki getihku, getihing prajanjian kang kawutahaké kanggo wong akèh, murih apuraning dosa.
Fa ity no rako, dia 'ny ran'ny fifanekena' izay halatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka.
Jawa: Marga iya Panjenengane iku tentrem-rahayu kita, kang wus manunggalake sakaro-karone dadi siji lan kang wus ngrubuhake tembok singgetan, yaiku sesatron,
14 Izy mantsy no nampihavana antsika,+ eny, izy izay nampiray+ antsika roa tonta+ sy nandrava an'ilay rindrina+ teo anelanelany izay nanasaraka+ antsika.
Langit lan Bumi ora bisa ngemot Dheweke amarga dheweke luwih gedhe tinimbang kabeh sing kita deleng lan ngerti.
Ny lanitra sy ny tany dia tsy afaka hitoetra Aminy satria Izy dia lehibe noho izay rehetra hitantsika sy fantatra.
Wong-wong kuwi terus mbengok nganggo swara seru, "Aku kabèh nampa keslametan saka Gusti Allahku sing lungguh ing tahta, lan saka Sang Cempé."
dia niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Ny famonjena anie ho an'Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy ho an'ny Zanak'ondry.
Lan anggonmu padha Puasa iku luwih becik tumraping sira, manawa sira pancen padha mangerti.
Izay no tsara indrindra ho anao, fa raha nahalala."
mangkéné, "Apa Iku dudu anaké Yusuf?"
Ary hoy izy ireo:, "Tsy io ve ny zanak'i Josefa?"
Jawa: Dadine wong-wong mau bakal katitik saka wohe.
Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy.
Distilasi: pungkasane kita bisa ngobrol babagan rum!
Distillation: farany afaka miresaka momba rum isika!
Cilaka sing kapisan wis liwat, rong cilaka liyané isih bakal teka (12)
Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao.
"Kita ora ngetung amarga kita saka Afghanistan.
"Tsy manisa izahay satria avy any Afghanistan.
Nanging manawa setya tuhune Gusti Allah iku marga saka gorohku malah sangsaya cetha banget temah njalari kaluhurane, yagene aku kok isih diadili maneh padha kaya wong dosa?
7 Raha noho ny laingako anefa no nahatonga ny fahamarinan'Andriamanitra+ hisongadina kokoa ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota ihany?+
Jawa 2006: "supaya sira slamet lan dawa umurira ana ing donya."
Tsahivin'ny apostoly eto ny teny fampanantenana: ..." mba hahita soa ianao sy ho maro andro eto ambonin'ny tany."
11Berkahe wong jujur ndadekake mekaring kutha, nanging cangkeme wong duraka njalari gempure.
11 Ny fisaoran*'ny marina no isandratan'ny tanàna; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy no aharavany.
sarta iku padha ngucap: "Gusti nyata yen wis wungu lan wis ngatingal marang Simon."
sady nilaza hoe: Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo ka efa niseho tamin'i Simona.
Dheweke dadi Juruwilujeng, Juruwilujeng lan Penebus tumrap kabeh wong, utamane para wong sing percaya.
Izy no Mpamonjy, Mpamonjy sy Mpanavotra ny olona rehetra, indrindra fa ny mino.
Sebab yèn Gusti Allah ora adil, kepriyé bisané Panjenengané ngadili jagad iki?
Raha manao ny tsy rariny Andriamanitra, hataony ahoana no fitsara izao tontolo izao?+
yaiku kabeneran Gusti Allah amarga iman marang Yesus Kristus kanggo kabeh wong sing percaya.
amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy* ho an'izay rehetra mino; fa tsy misy hafa,
Sambilanga ngenjuhan laklak pesu masih ortané Meén Sudri.
Ry zareo niely tamin'izay, dia nitety tany nitory ny tenin'Andriamanitra.