Kinsa ba kaninyoy maalam ug masinabuton?
Iza eo aminareo no hendry sy manan-tsaina?


Ug wala kini sa tabok sa dagat aron nga magaingon ka: Kinsa ba ang motabok alang kanato sa dagat, ug magadala niini dinhi kanato, ug magapapatalinghug niini kanato aron atong pagatumanon?
Ary tsy any an-dafin'ny ranomasina izany ka hanaovanao hoe: Iza no hankany an-dafin'ny ranomasina haka azy ho antsika mba hohenointsika ka harahintsika?

Sa unsang paagi masundog nimo si Jose kon dili patas ang pagtratar kanimo?
Ahoana no azonao anahafana an'i Josefa raha nisy nanao ny tsy rariny taminao?

Nganong nakaseguro si Moises nga siya pagagantihan?
Nahoana i Mosesy no natoky fa hovalian-tsoa izy?

10 Busa kamo, usab, sa dihang mabuhat na ninyo ang tanang butang nga gipabuhat kaninyo, isulti ninyo, 'Kami maoy walay-silbi nga mga ulipon.+ Ang among nabuhat mao ang angay namong pagabuhaton.'"
10 Toy izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nasaina nataonareo, dia lazao hoe: 'Mpanompo tsy mahasoa izahay,+ fa izay tokony ho nataonay no nataonay.'"

32 Kay bisan siya nagpaguol, apan siya malooy sumala sa gidaghanon sa iyang mga mahigugmaong-kalolot.
32 Fa na dia nahatonga fahoriana aza izy,+ dia hamindra fo tokoa araka ny haben'ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

Ang Propeta ug uban sa daghan nga mga kauban nabilanggo sa pipila ka mga bulan.
Efa am-bolana no tao am-ponja ny Mpaminany sy ireo namany maro.

3 kay kamo mga unodnon pa man.+ Kay samtang adunay pangabugho ug panag-away taliwala ninyo,+ dili ba kamo mga unodnon ug dili ba kamo nagalakaw ingon sa mga tawo?+
Fa raha misy fialonana sy fifamaliana eo aminareo,+ tsy araka ny nofo ve ianareo sady mitondra tena toy ny olona eo amin'izao tontolo izao?+

Ba ninyo ang inyong kaugalingon sa mga alagad sa mga tawo nga nagkinahanglan nga makadungog sa Maayong Balita?
Manao ny tenanao ve ianao ny mpanompon'ny ireo izay mila mandre ny vaovao tsara?

Sultihi ang imong anak nga maghulat o magbaton og laing dulaan.
Lazao ny zanakao hiandry na hanana kilalao hafa.

Ang imo panumbungon yara na sa iya atubangan, gani maghulat ka sa iya.+
dia efa mby eo anatrehany ny momba anao, ka andraso ny fitsarany.

Solon Solomon,
Solomona izany zavatra izany;

Ang bug-os nga ngalan sa estado - ang Republika sa Pransiya.
Ny anarana feno an'ny fanjakana - ny Repoblika frantsay.

Ug ako nagmaya tungod ug alang kaninyo nga ako wala didto, sa tuyo nga kamo motoo; bisan pa niana mangadto kita kaniya."
ary faly Aho noho ny aminareo, satria tsy teo Aho, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy.

JA: Ganahan kong moadto sa Vancouver o London.
JA: Tiako ny mandeha any Vancouver na any Londres.

3:20 ¶ sa diha nga pagasudyaan kita sa atong mga kasingkasing; kay ang Dios labaw pa sa atong mga kasingkasing, ug siya nahibalo sa tanan.
Andriamanitra lehibe noho ny fontsika ka mahalala ny zavatra rehetra.

matarung magatan-aw sa iyang nawong.
Ny mahitsy no hahita ny tavany.

Sila miatubang kang Jose, apan wala sila makaila kaniya.
Tonga teo anatrehan'i Josefa izy ireo, nefa tsy nahafantatra azy.

[Oktubre 20, 2021] Gutom ang Taliban - o ang katawhang Afghanistan?
[20 Oktobra 2021] Mosarena ny Taliban - sa ny vahoaka Afgana?

Hopper _ Magtrabaho kita sa Japan.
Hopper _ Andao hiasa any Japon.

Ug sa diha nga mosulod na ang principe, siya mosulod nga moagi sa alagianan sa ganghaan, ug siya mogula nga moagi niana.
Ary raha miditra ny mpanjaka, dia amin'ny lalana mankamin'ny lavarangan'ny vavahady no hidirany ary amin'ny lalana nalehany ihany koa no hivoahany.

* Paggamit mga kaso gikan sa mga industriya sama kanimo. [sumpay]
* Mampiasà tranga avy amin'ny indostria toa anao.

Mahimo ba ako adunay unyon sibil sa akong hamster; Sa akong hunahuna kinahanglan siya masakup sa akong plano sa kahimsog.
Afaka mahazo sendika sivily amin'ny hamster ve aho; Heveriko fa tokony hosaronan'ny drafitry ny fahasalamako izy.

3:10) - Gikan sa among archives sa Britain.
3:10) - Avy any amin'ny tahirintsika any Grande-Bretagne.

20 Ang tanan nga saad sang Dios nangin "huo" paagi kay Jesus.+ Gani paagi sa iya ngalan nagasiling kami "Amen" sa Dios,+ para himayaon ang Dios.
Fa na firy na firy fampanantenana avy amin' Andriamanitra, dia tao amin' i Jeso ihany ny "eny," ka dia amin' ny alalany sy amin' ny asanay koa no anaovana "Amena," mba ho voninahitr' Andriamanitra.

11 Ug sila nanagpatalinghug kaniya, tungod kay sa hataas nga panahon sila gipahibulong man ugod niya pinaagi sa iyang salamangka.
Ary nihaino azy ny olona, satria efa ela no talanjona tamin'ny odiny.

Gani, ang doktrina sang Trinidad nagapugong sa aton nga makilala kag mahigugma ang Dios.
Misakana anao tsy hahalala sy ho tia an' Andriamanitra ny fampianarana hoe telo izay iray izy.

Gibuhat ka sa Diyos alang sa kini nga katuyoan!
Andriamanitra no namorona anao ho amin'izany tanjona izany!

Sa pipila ka mga adlaw mahibal-an nimo ang tanan nga nahibal-an bahin sa lungsod.
Afaka andro vitsivitsy dia ho afaka hahafantatra izay rehetra fantatra momba ny tanàna ianao.

Kay samtang anaa pa kaninyo ang kasina ug ang panaglalisay, dili ba kalibutanon kamo ug nanaggawi ingon nga mga tawo nga lawasnon?
Fa raha misy fialonana sy fifamaliana eo aminareo,+ tsy araka ny nofo ve ianareo sady mitondra tena toy ny olona eo amin'izao tontolo izao?+

Wala pong masakit sa inyo?
Misy marary ve eo aminareo?

Ug ang ngalan niadtong dapita mao ang Kibroth-hataaba, tungod kay didto gilubong nila ang katawohan nga nanagkaibug.
Ary ny anaran' izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.

11 Pangayo og usa ka atimailhan sa Ginoo nga imong Dios; pangayoa kini bisan gikan sa mga kinahiladman, o gikan sa mga kinatas-an.
11 Mangataha famantarana amin'i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin'ny lalina ambany, na ho avy amin'ny avo ambony.

Kinsa ang "hari" diin gidala ang pangasaw-onon, ug unsay gisul-ob sa pangasaw-onon?
Iza ilay "mpanjaka" itondrana an'ilay ampakarina, ary manao ahoana ny fitafian'ilay ampakarina?

28 Ug sanglit sila wala mouyon nga ilhon ang Diyos sumala sa tukmang kahibalo,+ ang Diyos nagtugyan kanila ngadto sa dili-inuyonan nga kahimtang sa panghunahuna,+ sa pagbuhat sa mga butang nga dili angay,+
Ary araka ny nanaovany ny fahalalana marina an'Andriamanitra ho tsy mendrika hotanany, dia araka izany kosa no nanoloran'Andriamanitra azy ho amin'ny fisainana tsy mahamendrika hanao izay zavatra tsy tokony hatao,

(Nagsunod ka ba me ug ang Martech Zone?).
(Manaraka ve ianao me ary ny Martech Zone?).

18 Maingon nga siguro gayud nga ang Dios kasaligan, ang among pulong kaninyo dili "Oo" ug unya "Dili."
Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;

Kung naa ka sa Facebook, nakakuha ka og FPAM, dili ba?
Raha ao amin'ny Facebook ianao dia mahazo FPAM'd, sa tsy izany?

"Adunay tinudlong panahon alang sa tanang butang." - ECCL.
"Ny zava-drehetra dia samy misy fotoana voatondro ho azy avy." - MPITO.

Nagapaabot ako sa pagkabanhaw sa mga minatay;/
Raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin'ny maty na manao ahoana na manao ahoana.

31:44 Umari kamo, busa, kita mosulod ngadto sa usa ka kasabutan, aron kini mahimo nga usa ka pagpamatuod sa taliwala kanako ug kanimo. "
31:44 Avia, noho izany, aoka isika hiditra ao amin'ny fifanarahana, dia mba ho fijoroana ho vavolombelona amiko sy aminao. "

Ako lang pag-ampo alang sa kalinaw ug hustisya sa tawo.. #CrazyWorld
Fotsiny aho nivavaka ho fiadanana sy ny rariny ny olona.. #CrazyWorld

9, 10. (a) Unsang mensahe ang imantala sa katawhan sa Diyos nianang panahona? (b) Unsay reaksiyon sa mga kaaway sa katawhan sa Diyos?
9, 10. a) Inona no didim-pitsarana hambaran'ny vahoakan'Andriamanitra? b) Inona no hataon'ny fahavalon'izy ireo?

Tungod kay 2008 Jana ang imong kaugalingon nga produksyon.
Koa satria 2008 Jana manana famokarana anao manokana.

Apan kong siya mao ang usa ka anak nga lalake, nan siya usab usa ka manununod, pinaagi sa Dios.
Fa raha izy dia zanak'i, dia ihany koa ny mpandova, ny alalan 'Andriamanitra.

Ang akong ngalan kay Kate ug ganahan ako magluto.
Kate no anarako ary tiako ny mahandro.

43 Siya misalig sa Diyos; ipaluwas+ siya karon Kaniya kon Siya buot kaniya, kay siya miingon, 'Ako mao ang Anak sa Diyos.'"+
Natoky an'Andriamanitra Izy, ka raha tia Azy Andriamanitra dia aoka hanafaka Azy ankehitriny, satria Zanak'Andriamanitra Aho, hoy ny filazany.

Kinahanglan nimo nga higugmaon ang "Weird Al."
Tsy maintsy tianao ny "Weird Al."

Los Angeles: Dili namon malimtan ang Los Angeles.
Los Angeles: Tsy afaka nanadino an'i Los Angeles izahay.

Wala ba ako makakita kang Cristo Jesus nga atong Ginoo?
Tsy efa nahita an'i Jesosy Tompontsika va aho?