# mg/2007_09_20_20_.xml.gz
# zhs/2007_09_19_642_.xml.gz


(src)="1.1"> Tanora ary mamoy fo , vonona hiondrana
(trg)="1.4"> 此人很可能将遭遣送出境 ,

(src)="1.2"> Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan 'ny lalana any Madagasikara .
(trg)="1.5"> 该公司先前表示 ,

(src)="1.3"> Gateway Global Consultants , tarihin 'izany Steve Turmel izany , milaza fa mpanolo saina maneran-tany , dia nahazo fandrarana hialana an 'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin 'ny « West Palm Textiles and Garnments » , raha mameno fombafomba sasantsasany : maka vaksiny miady amin 'ny hepatite B , tazo mavo , maka pasipaoro ary mandoa ny vola fehin-draharaha 240 000 Ar ( eo amin 'ny $ 93 eo ho eo , vola be amin 'ny tany izay ny habetsahan 'ny mponina dia miaina amin 'ny $ 1 isan 'andro ) .
(trg)="1.6"> 要为美洲巴哈马群岛上的 “ 西棕榈纺织服饰公司 ” 招募数千名员工 ,
(trg)="1.7"> 应征的马国民众必须符合以下 几点条件 : 注射B型肝炎与黄热病疫苗 、 持有有效护照 、 缴交约93美元的手续费 ,
(trg)="1.8"> 对于许多人每日生活金额不到一美元而言 ,

(src)="2.1"> Nihoatra ny 3000 ny nirotsaka te handeha , rehefa avy nanamidy izay entana nananany ( radio , TVs , tanimbary ) mba handoavana io vola io .
(trg)="2.1"> 消息发布后 ,
(trg)="2.2"> 超过3000名马达加斯加民众前往应征 ,

(src)="2.2"> Ny sasany moa latsaka an-ketra , ny sasany niala tamin 'ny asany .
(trg)="2.4"> 有些人因此负债 ,

(src)="2.3"> Gateway Global Consultants nandray ny taratasin 'ireo te handeha tao anatin 'ny birao vonjimaika tanaty tranon-tsekoly .
(trg)="2.5"> 有些人辞 去原有工作 ,

(src)="2.4"> Ankehitriny efa mihidy io birao io .
(trg)="2.7"> 现在却已人去楼空 ,

(src)="2.5"> Nanontanian 'ny fitondrana malagasy ny fitondrana tany Bahamas ka nilaza fa tsy misy an 'izany « West Palm Textiles and Garnments » izany .
(trg)="3.1"> Harinjaka连结至 《 马达加斯加论坛报 》 网站 ,

(src)="2.6"> Ny Gateway Global Consultants company koa moa tsy mahalala an 'i Steve Turmel .
(trg)="3.2"> 呼吁民众注意此事 。

(src)="2.7"> Kanefa mbola maro ireo te handeha no mbola manantena hiainga amin 'ny elanelan 'ny volana Septambra .
(trg)="4.3"> 整天想着到海外就能过较好生活 ,

(src)="3.1"> Harinjaka miantso antsika mijery ity toe-javatra ity manisy rohy amin 'ny Tribune Madagascar , takelaka gazety malagasy .
(trg)="5.1"> 先前许多不敢提出意见的人 ,

(src)="4.1"> Jentilisa manontany tena hoe izao ve no porofon 'ny finoanoam-poanan 'ny Malagasy mamoy fo te hahazo asa sy mihevitra fa ny fiainana any andafy no tsara kokoa , na anatin 'ny fomba fiaina hafahafa ratsy indrindra ary .
(trg)="5.2"> 现在才纷纷质疑 ,
(trg)="5.3"> 当邻近的美洲国家都有无数失业劳工 ,

(src)="5.1"> “ Nahoana tokoa moa no aty amin ’ ny analiny kilaometatra ( Salay arivony ) no itadiavana mpiasa nefa ny kaontinanta lehibe eo akaiky eo aza be no tsy manana asa ?
(trg)="5.4"> 为什么巴哈马的企业得千里迢迢到马达加斯加来聘雇员工 ?

(src)="5.2"> Ankehitriny vao betsaka no nahasahy niteny fa teo aloha mbola nangina sao voampanga ho mpanatsatso eo . ”
(trg)="6.1"> 尽管后来事实一步步揭露 ,

(src)="6.1"> “ Hany ka na dia nivoaka tsikelikely aza nmarina mbola nisy ny nahasahy niteny fa aleony mijaly any an-tanin ’ olona fa tsy izy intsony ny fiainana eto . ”
(trg)="6.2"> 还是有人表示宁愿到外国过苦日子 ,

(src)="6.2"> “ Eo no nampanontany tena hoe raha samy hijaly ihany ; mijaly eto an-tanindrazana no azo ihafiana kokoa sa ny mijaly any an-tanin ’ olona ?
(trg)="7.4"> 有些人认为马达加斯加人在国内历经太多苦日子 ,

(src)="6.3"> Nisy manko ireo nasiaka mihitsy hoe tena fadiranovana loatra ny malagasy eto an-tanindrazana ka izany no mampibabababa azy hitady lalana hivoaka .
(trg)="7.6"> 而且我们的教材总把外国描述为天堂 ,

(src)="6.4"> Moa ny fitaizana natao teto amintsika mihitsy no nampanao paradisa ny any ivelany hany ka be loatra ny manofinofy ny hivoaka na dia ireo tsy mahay teny vahiny akory aza . ”
(trg)="7.7"> 让很多人就算不会说外语也想出国 。

# mg/2007_09_12_6_.xml.gz
# zhs/2007_09_19_643_.xml.gz


# mg/2007_09_24_25_.xml.gz
# zhs/2007_09_23_648_.xml.gz


(src)="1.1"> Korea : Ny toetra araka ny sokajindra
(trg)="1.1"> 韩国 : 从血型看个性

(src)="2.1"> Manambara ny mpikaroka ao amin ’ ny Oniversiten ’ Yonsei fa vao nahatontosa fikarohana manaporofo fa samihafa araka ny sokajin-dra ny toetra manokana mahaizy ny olona iray ( personality ) .
(trg)="1.2"> 韩国延世大学 ( Yonsei University ) 研究所宣布完成一项血型影响性格的研究计划 ,

(src)="2.2"> Niorina tamina volavolam-pikarohana 50 mikasika ny karazana sokajin-dran ’ ny mpianatra teratany sy vahiny , noraisin-dry zareo hanampy ( isa ) ny valim-pikarohana ihany koa ny tranga hafa re sy ny traika efa niainana tamin ’ ny ankapobeny ( na fitsarana ivelany ) teo amin ’ ny kolontsaim-bahoaka ary noesorina ( na nanesorana isa ) kosa ireo tranga manohitra ilay fifandraisan ’ ny sokajin-dra sy ny toetra manokana mahaizy ny olona iray .
(trg)="10.9"> 内在-6 、 逻辑思考能力-7 、 性情稳定程度-7 、 领袖气质-7 、 关心体贴-3 ,

(src)="2.3"> Izany hoe araka ny fahazoan ’ ny mpandika teny malagasy azy dia notefena tsikelikely araka ny zavanisy hitandry zareo aloha vao tonga tamin ’ ny valim-pikarohana nanaovan-dry zareo fanambarana io .
(trg)="10.10"> B型不但拙于逻辑思考 、 个性不稳定 、 不具领袖气质 ,

(src)="4.1"> Nofehezin ’ i Skillyou ilay valim-pikarohana :
(trg)="15.4"> A型 ,

(src)="5.1"> … 논문에는 아주 경악할 만한 결과가 있습니다 … 바로 … 저주받은 B형이죠 … 사람들사이에는 B형이 성격 안좋다고 널리 알려져있습니다 . 논문으로 쐐기를 박는군요.ㅎㅎ ;
(trg)="18.1"> B型老大十分享受人生 ,

(src)="6.1"> 혈액형 내향성 논리성 안정성 리더쉽 사려성
(trg)="18.3"> 个性浪漫 ,

(src)="7.1"> A 14 10 10 -4 2
(trg)="19.1"> 0型 ,

(src)="8.1"> B -6 -7 -7 -1 -3
(trg)="20.2"> 善良个性人畜无害 ;

(src)="9.1"> O -15 1 6 3 0
(trg)="20.10"> 一旦失败 ,

(src)="10.1"> AB 5 -4 3 -7 0
(trg)="21.1"> AB型 ,

(src)="11.1"> A형은 내성적이지만 논리적으로 안정적이며 생각이 깊다 … 오 … 좋군요 .
(trg)="21.2"> 持之以恒 ,

(src)="11.2"> O형은 외향적이고 안정적이며 리더쉽이 강하다 ! 지도자 타입이군요 .
(trg)="22.1"> AB型老大耐心十足 ,

(src)="11.3"> AB형은 튀지않는 무난한 성격이군요 .
(trg)="22.2"> 专注过人 ,

(src)="13.1"> 비논리적이고 불안정하며 리더쉽이 부족하고 생각이 짧다 … .ㅜㅜ
(trg)="22.8"> 旁人相形见绌 ,

# mg/2007_09_26_31_.xml.gz
# zhs/2007_09_24_651_.xml.gz


(src)="1.1"> Mibilaogy amin 'ny teny vaovao ( Patwa )
(trg)="1.1"> 以新混合语书写部落格

(src)="1.2"> Hatramin ’ ny nanombohan ’ ny global online conversation no efa niadian-kevitra izay mety ho vokatsoa sy vokadratsy azo avy amin ’ ny fivoaran ’ ny haitaom-pampitam-baovao misy ankehitriny manoloana ny karazam-pitenenana rehetra misy .
(trg)="1.4"> 究竟现代资讯科技对全球语言多样性是好是坏 : 就益处而言 ,

(src)="1.3"> Amin ’ ny lafiny tsara , ahafahana mifandray sy mifanakalo hevitra hampiroboroboana sy hiarovana ny teny manokana ananan ’ ny vondrom-bahoakam-paritra ny aterineto .
(trg)="1.5"> 互联网不断演变以符合区域族群需求 ,

(src)="1.4"> Ny mety haharatsy azy kosa indray dia noho ny fanatontoloana indrindra , mihamiroborobo kokoa ny fiteny lazaina hoe « lingua franca » teny ifandraisana ao an-toerana sady mifaoka tenim-paritra anarivony tsy dia fantatra loatra eo akaikiny .
(trg)="1.6"> 让人民拥有发展与保护固有语言的平台 ;

(src)="1.5"> Fangaronteny no mipoitra avy eo fa tsy misy fiteny madiorano intsony .
(trg)="1.9"> 让少数几种 “ 通用语言 ” 更加快速普及 ,

(src)="1.6"> Porofo mivaingana ny karazam-pitenenana any anaty blaogin ’ ny rehetra any , amporisihana kokoa ny fampiasana teny vahiny ( teny anglisy amin ’ ny ankapobeny ) raha te-hiresaka amin ’ ny olona hafa fitenenana amin ’ ny zava-mitranga iray eo an-toerana isika .
(trg)="1.10"> 也让数千种人口较少的语言被巨大全球融炉所吞没 。

(src)="1.7"> Fa inona kosa moa no hitranga raha te-hifandray amin ’ ny olon-kafa amin ’ ny teny fampiasantsika andavanandro isika ?
(trg)="2.1"> 全球博客圈也突显语言多样性的问题 ,

(src)="1.8"> Ahoana raha mba misy teny tsotra kokoa , azo roritina ka ifampizarana amin ’ ny mponina manerantany asolo ny teny anglisy be feo sarotra tononina , be tsy manaja fitsipi-pitenenana ?
(trg)="2.2"> 当人们希望向区域以外的民众散播讯息时 ,

(src)="2.1"> Izay fanontaniana izay no niaingan ’ ny fanorenana ny Neo Patwa , fangaronteny nosainina mpibilaogy mipetraka any Japana Atoa Jens Wilkinson ary ary soratany isam-potoana ao amin ’ ny blaoginy , ary dia nanara-dia ihany koa I Jack Parsons .
(trg)="3.2"> 他也在自己的博客里固定教授这种混杂语言 ,

(src)="2.2"> Niresadresaka tamin ’ I Jens aho ny amin ’ ny fihaviana , ny antom-pampirisihana ary ny ho avin ’ ny Neo Patwa .
(trg)="4.1"> 最初让你想要创造新混合语的动机为何 ?

(src)="2.3"> Inona no tena nahaliana anao hieritreritra ny hamorona ny Neo Patwa , inona moa no mahasamihafa azy amin ’ ny teny noforonina hafa ? Hatramin ’ izay ny teny noforonina rehetra dia nifototra tamin ’ ny teny Eoropeana vao miitatra amin ’ ny hafa tsikelikely .
(trg)="4.2"> 你觉得它与其他人造语言有何不同 ?
(trg)="5.1"> 现今几乎所有人造语言大都以欧洲语言为基础 ,

(src)="2.4"> Izaho kosa mitady teny tena avy amin ’ ny kolontsaina samihafa mihitsy .
(trg)="5.2"> 我希望创造一种真正揉合多样文化的语言 ,

(src)="2.5"> Mety kokoa raha manandrana miresaka amin ’ ny teny iraisana isika raha tafiditra avokoa ny singa avy amin ’ ny kolontsaina manerana izao tontolo izao.Fa inona ny olana amin ’ ny teny anglisy ho teny iraisampirenena ?
(trg)="5.4"> 就该加入世界不同文化特质才公平 。
(trg)="6.1"> 以英语作为国际语言有什么不好吗 ?

(src)="4.1"> Marina tokoa fa tena be mpiteny tokoa ny teny anglisy .
(trg)="7.1"> 全球英语人口确实众多 ,

(src)="4.2"> Saingy tsy azo ekena noho ny
(trg)="7.3"> 不仅母音太多 ,

(src)="5.1"> antony roa lehibe .
(trg)="8.1"> 其二 ,

(src)="5.2"> Voalohany , sarotra ho an ’ ny karazan ’ olona betsaka manana fiteny hafa ny miteny anglisy .
(trg)="8.2"> 若以英语为国际语言 ,

(src)="5.3"> Be loatra ny zanatsoratra , ary misy teny manahirana be tahaka ny teny hoe “ sixths ” ( renintsoratra efatra mifanaraka be izao ! ) .
(trg)="8.3"> 以英语为母语的人士便占尽优势 ,

(src)="5.4"> Izaho aza sahirana dia sahirana manonona io teny io .
(trg)="8.4"> 就社会现象而言 ,

(src)="5.5"> Betsaka ny teny anglisy no tsy manaja rafipitenenana ary be “ tenim-paritra ” ihany koa ny teny anglisy.Ny
(trg)="8.5"> 也好似一种文化优于其他 。

(src)="6.1"> antony faharoa indray dia manome vahana loatra ny efa mpiteny azy ny fametrahana ny teny anglisy ho teny iraisampirenena .
(trg)="9.1"> 所以我们能做些什么呢 ?

(src)="6.2"> Ka na lamaody aza ny miteny azy dia teraka ho azy ao an-tsaina fa misy kolontsaina iray ambony noho ny kolontsaina hafa .
(trg)="9.2"> 我觉得当人们开始使用新混合语 ,

(src)="6.3"> Ankehitriny ary , afaka manao ny zavatra rehetra aminy ve isika ?
(trg)="9.3"> 纵然只是小众 ,

(src)="6.5"> Izay indrindra no tokony nataon ’ ny teny iraisampirenena .
(trg)="12.1"> 你目前以新混合语书写博客的感想如何 ?

(src)="6.6"> Ohatra , mpivarotra Arabo niezaka niresaka tamin ’ ny mpiteny bantou no niteraka ny Swahili .
(trg)="13.2"> 所以才以此书写博客 ,

(src)="6.7"> Ny teny Malay ihany koa dia teny ifanakalozana ara-barotra teo amin ’ ny samy manana fiteny maro .
(trg)="13.3"> 虽然新混合语已可使用 ,

(src)="6.8"> Dia niezaka koa aho nampiditra teny avy amin ’ ny teny be mpiteny indrindra manerantany , ny teny anglisy ampiarahana amin ’ ny teny mandarin ohatra .
(trg)="13.5"> 我希望和会说其他语言的人们合作 。

(src)="6.9"> Dia nakako ihany koa ny Singlish fiteny mifangaro betsaka avy amin ’ ny teny anglisy , shinoa ary malay.Hatraiza ary izao ny zavatra hitanao rehefa nibilaogy teny Neo Patwa ianao ? Niezaka araka izay tratrako tokoa aho nibilaogy tamin ’ ny teny Neo Patwa .
(trg)="14.1"> 你觉得新混合语的下一步是什么 ?

(src)="6.10"> Na dia azo atao tahaka ny pidgin aza ny Neo Patwa dia mbola betsaka ihany ny singa mbola mila fivoarana .
(trg)="15.1"> 此刻我正努力搜寻有兴趣实验的人 ,

(src)="6.11"> Manantena ny fiaraha-miasa amin ’ izay rehetra manana ny fiteniny aho amin ’ izany.Inona indray ary ny dingana manaraka ho an ’ ny Neo Patwa ? Amin ’ izo fotoana izao aloha dia mitady izay olona vonona hanandrana sy hampiasa aho hanome soso-kevitra hahatsara azy kokoa .
(trg)="15.2"> 并希望听取他们的改善建议 ,
(trg)="15.3"> 我真心希望与通晓非欧洲语言的人们合作 ,

(src)="6.12"> Olona tsy mpiteny Eoropeana no tena tadiaviko hialana araka izay azo atao ny teny Eoropeana .
(trg)="15.4"> 以避免产生偏见 。

# mg/2007_09_22_22_.xml.gz
# zhs/2007_09_24_653_.xml.gz


(src)="1.1"> Goatemala : Ireo Vahoaka Hafavolokoditra
(trg)="1.1"> 危地马拉 : 对原住民的观感

(src)="1.2"> Taranaky ny teratany ( hataontsika hoe hafavolokoditra eto ) efa teto talohan ’ ny nahatongavan ’ ny Eoropeana ny maro an ’ isa amin ’ ny mponina eto Goatemala .
(trg)="1.2"> 多数危地马拉民众或多或少都有原住民血统 ,
(trg)="1.3"> 只有少部份源于其他种族 ,

(src)="1.3"> Tena ankavitsiana no mba hafa volonkoditra monina eto .
(trg)="1.5"> 与危地马拉息息相关 ,

(src)="1.4"> Noho izany zavamisy izany no tena nandraisan ’ ny eto amin ’ ny firenena ho zavadehibe nandrasana hatry ny ela ny Fanambaran ’ ny Firenena Mikambana ho fiarovana ny Zon ’ ny vahoaka hafavolokoditra ( peuples indigènes ) nivoaka tamin ’ ny 13 septambra lasa teo .
(trg)="1.6"> 不过国内博客比较关切对 “ 原住民 ” 的观感及种族主义 。

(src)="1.5"> Fa ny tena mahaliana dia ny teny sy ny fijerin ’ ny matrobolokoditra ary ny momba ny fanavakavahana eto an-toerana izay soratan ’ ny mpibilaogy Goatemalteka .
(trg)="3.2"> 但人们的言与行之间常有巨大鸿沟 ,

(src)="1.6"> Nivoaka tao amin ’ ny Democracia Multicultural ohatra ny lahatsoratry Lucia Escobar izay nilaza fa :
(trg)="3.3"> 我非常乐见联合国发表原住民权宣言 。

(src)="2.1"> Aunque el papel todo lo aguanta y del dicho al hecho hay un gran trecho , celebro
(trg)="3.4"> 究竟得花多少时间 ,

(src)="4.1"> Na dia afa-manoratra izay tianao hosoratana amin ’ ny taratasy aza ianao dia hita ihany fa misy elanelana be ao amin ’ ny lazaina sy izay atao .
(trg)="3.5"> 才 能让各 国瞭解原住民并非发展迟缓或野蛮人 ,

(src)="4.2"> Faly aho rehefa nivoaka ny Fanambaran ’ ny Firenena Mikambana ho fiarovana ny Zon ’ ny vahoaka hafavolokoditra .
(trg)="3.6"> 只是与主流文化不同 ?

(src)="4.3"> Naharitra hafiriana moa ho an ’ ny firenena maro vao manaiky fa olonkafa fotsiny fa tsy hoe olon-dia ( = mpihetraketraka ) na tsy tia fivoarana ny vahoaka hafavolokoditra ?
(trg)="3.7"> 究竟得要多久 ,
(trg)="3.8"> 人们才懂得尊重个别差异 ?

(src)="4.4"> Haharitra hafiriana izao vao hajaina ny fahasamihafana ?
(trg)="3.9"> 究竟得要多少年 ,

(src)="4.5"> Haharitra firy taona indray vao homena lanja ny hay , ny zavakanto , ny fahalalana ho fampanajana ny tontolo iainana , ny fanajana ny rariny , ny fitandroam-pahamasinana ary ny raokandro efa nomeny nihoatra ny zato taona izay , ary hatramin ’ izao dia mbola mampahalala ho an ’ ny planeta ny fahendrena efa nananany anarivony taona izay ?
(trg)="3.10"> 众人才能理解原住民在过去数百年对司 法 、 科学 、 艺术 、 生态 、 精神与医药的贡献 ?

(src)="5.1"> Vao niadian-kevitra vao haingana tamin ’ ny blaogy Goatemalteka ihany koa ny resaka fanavakavaham-bolokoditra sy ny zon ’ ny vahoaka hafavolokoditra , indrindra noho ny laharana fahafito azon-dRigoberta Menchu , ilay hany hafavolokoditra nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena .
(trg)="4.1"> 尤其在最近的总统大选中 ,
(trg)="4.2"> 唯一的原住民候选人曼朱 ( Rigoberta Menchú ) 得票名列第七 ,

(src)="5.2"> Araka an ’ i Carpe Diem tao amin ’ ny Preguntas que hay que hacer dia : En Uspantán , Quiché , la tierra de Rigoberta Menchú , sólo 268 de 9655 votos válidos fueron para
(trg)="4.3"> 让危地马拉许多博客持续讨论种族主义与原住民权议题 ,
(trg)="4.4"> Carpe Diem在文章 “ Preguntas que hay que hacer ” 内指出 :
(trg)="5.1"> 曼朱出生于基切省 ( Quiché ) 的Uspantán ,

(src)="6.1"> la Premio Nobel de a Paz y dirigente indigenista .
(trg)="5.4"> 这算是种族主义吗 ?

(src)="6.2"> ¿ Será que allá son racistas ?
(trg)="6.1"> 但是某些博客认为 ,

(src)="7.1"> Tany Uspantán , Quiché , toerana nahaterahan-dRigoberta Menchu , mpifidy 268 amin ’ ny 9655 ihany no nandrotsa-bato ho an ’ ny Loka Nobel ho amin ’ ny fandriam-pahalemana sady mpitarika ny hafavolokoditra .
(trg)="6.2"> 光是有原住民候选人出现便具正面意义 ,

(src)="7.2"> ¿ Mpanavakavaka ve ry zareo amin ’ izany toe-javatra izany ?
(trg)="7.1"> 结果或许令人难过 ,

(src)="8.1"> Amin ’ ny lafiny ilany indray , mba hafa kokoa izany hoe misy hafavolokoditra mirotsaka ho kandidà izany ho an ’ ny mpibilaogy sasany .
(trg)="7.2"> 但我认为有原住民候选人便是好事 ,

(src)="8.2"> Nanadihady ny fiantraikan ’ ny fsian ’ io tranga io ao amin ’ ny blaoginy i Jorge Cabrera :
(trg)="7.4"> 也有人以批判 、 谣言与玩笑表达对于原住民的观感 ,

(src)="9.1"> Esto puede parecer negativo pero a mi criterio es incluso bueno , por años ha habido gente que en Menchú han ido a descargar en voz baja con críticas , rumores y chistes de salón sus sentimientos hacia el indígena y con estas elecciones han aprovechado para decirlo un poco mas alto … .
(trg)="7.5"> 人们也透过选举更大声表达意见 ,
(trg)="7.6"> … 各位在网路上可以看到许多类似言论 。
(trg)="8.1"> 对于曼朱得票低落 ,

(src)="9.2"> Muestras de estos comentarios pueden encontrar muchas en internet
(trg)="8.4"> 不过部分人士认为 ,

(src)="11.1"> Mety hihifikifi-doha ny sasany saingy tsara ny nirotsahany amiko .
(trg)="8.5"> 在选举时 ,

(src)="11.2"> Menchu , nahafahan ’ ny sasany nibitsika ny tsikera , ny tantara ary ny vazivazy nandritra ny taona maro , no mba nahalalana izay mba eritreritra sy fomba fijerin ’ ny vahoaka hafavolokoditra .
(trg)="8.6"> 各种族的人似乎必须投票给同样血统背景的人 ,

(src)="11.3"> Ny fifidianana kosa no nanararaotan ’ izy ireo hitabatabany izay tiany lazaina … afaka mijery ohatra be dia be isika amin ’ ny aterineto .
(trg)="9.1"> “ 危地马拉历史 ” 博客的作者表示 :

(src)="12.1"> Misy milaza fa noho ny fanavakavahana , ny hafa milaza fa noho izy vehivavy sy ny tsy fahampiambola nampiasaina no naharatsy ny vokatra azon ’ i Menchu .
(trg)="10.1"> 危地马拉国内确实存在种族主义与对原住民的种族歧视 ,

(src)="12.2"> Ny azo heverina ho mety ho antony tokana dia ny noho ny foko nihaviana , misy ireo izay mifidy ny mpiray fihaviana aminy ihany .
(trg)="10.2"> 但各种族之间并未爆发冲突 ,

(src)="12.3"> Moa fomba fijery manavakavaka izany ?
(trg)="10.3"> 原住民也未歧视非原住民 ,

(src)="14.1"> Misy fanavakavahana sy fanilikilihana ny hafavolokoditra eto Goatemala , fa tsy fifanandrinana eo amin ’ ny samihafa foko na fanilikilihana ireo teratany izay tsy indios no hita fa noho ny foto-kevitra iainana , efa lalimpaka , misy ifandraisana amin ’ ny sarangam-pananana sy vondron ’ asa sy mifandray akaiky
(trg)="11.2"> 博客便常会论及种族主义与社会阶级等话题 ,
(trg)="11.3"> 例如Antología del Desengaño博客的文章 “ 阶层状的危地马拉 ” 指出 :

(src)="14.2"> Ny fanavakavahana sy ny saranga sosialy , lohahevitra mandeha hatrany ao amin ’ ny blaogy any amin ’ ny fiaraha-monina anjakan ’ ny fizarazarana .
(trg)="12.1"> 危地马拉仍是个充满阶级意识的社会 ,

(src)="14.3"> Ohatra azo itarafana izany ny ao amin ’ ny blaogy Antología del Desengaño misy ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe Guatemala de clase :
(src)="15.1"> Guatemala todavía es un país clasista .
(trg)="12.2"> 有各种不符现实的刻板印象与奇异偏见 ,

(src)="15.3"> Claro que en este país , se debe encajar dentro de un molde para pertenecer a él .
(src)="15.4"> De allí que se crea que todas las personas que estén tatuadas sean delincuentes .
(trg)="12.4"> 才算是这个国家的一份子 ,

(src)="15.5"> O que los canchitos son más inteligentes que cualquiera .
(trg)="12.6"> 或是金发者较聪明等 。

(src)="16.3"> Mazava fa eto tsy maintsy mifanaraka tsara amin ’ ny saranga na tadiavin ’ ny vondrona vao tafiditra anatiny .
(trg)="13.1"> 相对于投票意向充满地域意识 、 或是言论充满种族意识 ,

(src)="16.4"> Amin ’ ny vondrona sasany , ny olona mitondra tombokavatsa dia olo-meloka .
(trg)="13.2"> 最近瓜国民众却因某件事情而团结一心 ,

(src)="16.5"> Any amin ’ ny sasany indray izay menasofina ( dika bontolo : mavo volo ) dia heverina ho mahay kokoa noho ny hafa .
(trg)="13.3"> 人们此次投票的对象不是为了选总统 ,