# mg/2008_10_06_1338_.xml.gz
# ur/2008_10_06_6_.xml.gz


(src)="1.1"> Chili : Mpianatra namoaka lahatsary fohy momba ny " fitandrohana "
(trg)="1.1"> چائل : طلباء نے دنگا فساد کرنے والوں کے بارے میں مختصراً آگاہی دی ۔

(src)="1.2"> Namoaka andian-dahatsary fohy ny mpianatra avy amin 'ny sekoly Shiliana lahy Las Cumbres ; ary tafiditra amin 'izany ny resaka fitandrohana ( herisetra ) sy famonoantenan 'ny tanora izay mifarana amin 'izao filazana izao :
(trg)="1.2"> چیلین لاس کمبر س کے سکول برائے حضرات کے طلباء نے مختصر سے سلسلہ میں آگاہی دی ؛ جس میں درج زیل دنگا فساد کرنے والوں اور نوجوان طبقے کی خود کشیاں شامل ہیں ۔

# mg/2010_07_02_6851_.xml.gz
# ur/2010_06_26_27_.xml.gz


(src)="1.1"> Japana : Nodimandry i Kazuo Ohno , fanta-daza amin 'ny Butoh
(trg)="3.1"> انکا رقص اپنی ہی اہمیت کا حامل ہے ۔

(src)="1.2"> Kazuo Ohno , manan-talenta fanta-daza ary iray amin 'ireo ray mpamorona ny Butoh , dia nodimandry tamin 'ny 1 Jona teo amin 'ny faha-103 taonany .
(trg)="3.2"> ایک عام بوڈھاآدمی ، جو ایک شخص بن جاتا ہے ۔
(trg)="3.3"> اور دوسروں کو اختیار دیتا ہے ۔

(src)="1.3"> Ampahany amin 'ny tantaram-piainany nomen 'ny Kazuo Ohno Dance Studio :
(trg)="3.6"> کزو اہنو ایک فنکار ہے جو کہ وسیع صلاحیت رکھتا ہے

(src)="1.4"> Rehefa mandihy izy dia mampitombo hery ny tenany ihany .
(trg)="5.6"> جب جب وہ بایئس سال کا تھا ۔

(src)="1.5"> Tonga olona mpanome hery ny hafa ilay lahiantitra iray toy ny olon-drehetra ihany .
(trg)="6.1"> کئی بار انہوں نے اہنو کی کار کردگی کا مظاہرہ دیکھا ۔

(src)="1.6"> Izany no antony itiavan 'ny olona mifanerasera amin 'i Kazuo .
(trg)="6.3"> میچکو مریاما نے ٹرو کلر بلاگر پر کئ دہائ قبل ، پہلی بار لا ارجنٹائن کو دیکھا

(src)="1.7"> Niaina fotoana ela izy , ary nanohina mafy ny atifon 'ny olona .
(trg)="7.5"> سنجیدگی کی کسی بھی قسم سے غیر متصل تھا ، اور یہ بہت آزاد محسوس ہو رہا تھا

(src)="1.8"> Kazuo Ohno dia mpanakanto izay nampitombo ny fahefa-manaon 'ny olombelona .
(trg)="9.3"> جب ایک شخص تبدیلی کی پیاس رکھتا ہے ۔

(src)="1.9"> Ny Butoh dia dihy fiomanana niforona tany Japana taorian 'ny Ady Lehibe Faharoa , miavaka amin 'ny fandokoana ny vatana ho fotsy sy ireo fihetsika maneho hevitra sy fijaliana .
(trg)="9.4"> تو ڈڑ اور غیر یقینی کے احساسات کا ظاہر ہونا فطری ہے ۔

(src)="2.1"> Ity manaraka ity dia horonantsary avy amin 'ny " Beauty and Power " antsoina hoe " Talanjona manoloana an 'i La Argentina " .
(trg)="9.5"> ہمیں اسی طرح ایک دن انکی کار کردگی دیکھنے کا اتفاق ہوا ۔

(src)="2.2"> Notarihan 'ilay lehilahy iray hafa namorona ny Butoh , Tatsumi Hijikata ary naseho voalohany tamin 'ny 1977 , ity tantara ity dia fanomezam-boninahitra an 'ilay mpandihy Espaniola Antonia Mercé ( fantatra amin 'ny hoe " La Argentina " ) , izay nojeren 'i Ohno an-tsehatra tamin 'ny 1929 fony izy vao 22 taona .
(trg)="14.4"> اسے بین الاقوامی شہرت ستر سال کی عمر کےبعد ملی ، اور وہ اسّی اور نوّے سال کی عمر میں بھی رقص کرتا رہااس وقت کے دوران میں اسکی پرستار بن گئی
(trg)="14.5"> کینگونا کامورہ نے اہنو کے کچھ پُر اہتیمام شاٹس 2003میں یوکیو ناکا گاوا کی بیرونی کارکردگی کے قطعے ، ہنا گروئی ، ( پھولوں کے شگاف ) میں پیش کیے ۔

(src)="3.1"> Maro ireo nahatsiaro ny fotoana nahitany an 'i Ohno mandihy sy ny nanamarika azy ireo tamin 'izany .
(trg)="16.1"> حتٰی کہ نقل وحرکت کھونے کے بعدبھی ، اہنو نے اپنے دھڑ اور بازو کو استعمال کرتے ہوے ، اپنے اپکو واضع کرنے کے رستے تلاش کیے ۔

# mg/2010_07_01_6863_.xml.gz
# ur/2010_06_29_42_.xml.gz


(src)="1.1"> Maneran-tany : Tsy matoan-dahatsoratry ny fampahalalam-baovao ny fiparitahan 'ny solitany
(trg)="1.1"> دنیا بھر میں : تیل کے اخراج جو خبر نہیں بنتے

(src)="1.2"> Misarika ny fifantohan-tsain 'izao tontolo izao ilay fiparitahan 'ny solitany tany amin 'ny Elodranon 'i Meksika , vokatr 'izay fanapotehana noho ny tsy fahaiza-mitantana ny fitrandrahana solitany .
(trg)="1.2"> میکسیکو کی خلیج میں المناک تیل بکھرنے کی بربادی دنیا بھر کی توجہ کا مرکز بنی ہوی ہے ۔

(src)="1.3"> Na izany aza , any amin 'ireo toerana sasany maneran-tany , miaina miaraka amin 'ny fandrarahana poizina toy itony ny olona , ary amin 'ny alalan 'ny horonantsary no hiezahan 'ny vahoaka hisintonana ny sain 'izao tontolo izao amin 'ny fijalian 'izy ireo .
(trg)="1.3"> جس کی وجہ بری طرح سے تیل نکالنے کا عمل ہو سکتا ہے ۔
(trg)="1.4"> تاہم ، دنیا بھر میں بعض مقامات پر ، لوگ انہیں زہریلے مادوں کے ساتھ زندگی گزار رہے ہیں ۔
(trg)="2.1"> اور یہ لوگ ویڈیوز کے زریعے دنیا بھر کی توجہ اپنی اس حالت پر دلوانے کی کوشش کرتے ہیں ۔

(src)="2.1"> Nizeria :
(trg)="3.1"> نائیجیریا :

(src)="3.1"> Ny mponina any Nizeria dia tsy maintsy niaina niaraka tamin 'ny fandotoana avy amin 'ny solitany ao amin 'ny Delta-n 'i Niger efa am-polo taonany maro izao , nefa ho fanampin 'izay , efa niainan-dry zareo ihany koa ny fanaovana zinona ny zon 'olombelona izay namoizana ny ain 'ireo mafa fo manohitra ny fandotoana ateraky ny solitany .
(trg)="4.1"> نائیجیریا میں لوگوں کو پہلے ہی کئی دہائیوں سے نائیجر ڈیلٹا میں تیل کی آلودگی کا سامنا رہا ہے ۔
(trg)="4.2"> انہیں انسانی حقوق کی خلاف ورزی سے بھی نمٹنا پڑا جو مخالف تیل کے کارکنوں کی زندگیوں کا دعوٰی کرتے ہیں .

(src)="3.2"> Nanenjika an 'i Shell ny vahoaka ( izay mitantana ny fitrandrahana solitany any amin 'ilay faritra ) ary vao haingana tamin 'ity volana ity no nanaiky handoa $ 15,5 tapitrisa ny Shell talohan 'ny fitsaràna .
(trg)="4.3"> لوگوں نے شیل کے خلاف مقدمہ دائر کیا ( جو کہ خطے میں تیل کے لکالنے کو ہینڈل کرتا ہے ) ۔

(src)="3.3"> Ho ampiasaina hanonerana ireo mafana fo mpiaro ny zon 'olombelona io vola io ary hananganana tahirim-bola azo antoka .
(trg)="4.4"> اس مہینے کے شروع اور آزمائش سے ایک دن پہلے شیل نے 15 .

(src)="3.4"> Nefa dia tsy mbola ahazoam-bokatra ny fitsaràna ny fanimbàna ara-tontolo iainana satria raha ny ambaran 'ny fikambanana , ny dikan 'ny hoe " fanadiovana " dia ny fanodinana ny tany mba tsy hahitàna soritra intsony ny solitany , fa dia mbola ao izy e , mandoto ny ambanin 'ny tany sy mahatonga ny vahoaka harary , ary tsy mbola misy ny fepetra noraisina momba ireo jiro arehitra tsy an-kiato amin 'ny solitany .
(trg)="4.5"> 5 ملین ڈالر طے کیےیہ پیسہ انسانی حقوق کے سرگرم کارکنوں کو معاوضہ دینے اور ایک ٹرسٹ فنڈ قائم کرنے کے لئے استعمال کیا جائے گاتاہم ، ماحولیاتی نقصان کے لئے قانونی مقدموں کا ہونا ابھی تک تنظیم کے مطابق سود مند ہے ۔
(trg)="4.6"> صفائی کے عمل کا مطلب مٹی کا گھُماو ہے ۔

(src)="4.1"> Egipta :
(trg)="5.1"> مصر :

(src)="6.1"> Singapore
(trg)="7.1"> سنگاپور :

(src)="7.1"> Peru
(trg)="8.1"> پیرو :

(src)="8.1"> Venezoela :
(trg)="11.1"> وینزویلا :

(src)="9.1"> Etazonia :
(trg)="13.1"> امریکہ :

(src)="10.1"> Toeran-kafa , Loza hafa :
(trg)="14.1"> دوسری جگہوں پر ، دیگر آفات :

(src)="11.1"> Toa izao ny haino aman-jery vao mifantoka amin 'ny fiparitahana solitany , ary raha hiverenana ny tamin 'ny 2005 dia nahatonga ilay Taiwanais mpitoraka blaogy Munch hamporisika ireo mpamaky azy hiantso any amin 'ireo biraon 'ny hainoamanjery mba hijery ny fiparitahana solitany any akaikin 'ny nosy Lanyu any Taiwan .
(trg)="15.1"> ایسا لگتا ہے کہ اب صرف میڈیا تیل کے بکھرنے میں دلچسپی لے رہا ہے ۔
(trg)="15.2"> 2005 میں اسے ایک تائیوانی بلاگر منچ نے اپنے قارئین کو میڈیا کے دفاتر کو بلانے میں مشغول کیا ۔
(trg)="15.3"> تا کہ ان کی توجہ تائیوان میں لانیو کے جزائر کے قریب تیل گر نے پر دلائی جا سکے ۔

(src)="11.2"> Ity sary manaraka ity dia mampiseho ireo moron-drano feno solitany izay nodiovina .
(trg)="15.5"> اگلی تصویر میں تیل سے ڈھکے وہ کنارے دکھائے جا رہے ہیں ۔

(src)="12.1"> Eo am-panadiovana ny Fiparitahana Solitany any Taiwan , sarin 'i Munch
(trg)="17.4"> اور آلودگی نے جنگلات کی زندگی کو متاثر کیا ۔

(src)="13.1"> Nefa tsy ny solitany ihany no manapoizina ny tontolon 'ny an-dranomasina .
(trg)="17.5"> جسمیں ہجرت کرنے والی ویلز اور ماہی گیر شامل تھے ۔

(src)="13.2"> Tamin 'ny 2009 , nisy sambo nitatitra " phosphate " nilentika tany amin 'ny morotsirak 'i Madagascar ary nisy fiatraikany teo amin 'ny zavaboary ny fanapoizinana , anisan 'izany ireo trozona mpifindra monina sy ireo mpanjono marary noho ny rano voapoizina eny amin 'ny moron-drano .
(trg)="17.6"> جو کہ ساحلوں پر آلودہ پانی سے بیمار ہوئے تھے ۔
(trg)="18.1"> ایسا لگتا ہے کہ جیسے اب یہ معنی نہیں رکھتا کہ تیل نکالنے کے کاروبار کو کتنے سال گزر چکے ہیں ۔

(src)="14.1"> Toa na firy na firy taona lany amin 'ny asa fitrandrahana solitany , tsy mitombo manaraka ny filàna mampiasa sy mandany solitany ny fandraisana fepetra hahazoana toky fa tsy mandoto tontolo iainana manodidina ny toerana fitrandrahana na fantsona ny solika avy amin 'ny toeram-pitrandrahana .
(trg)="18.2"> مقامات کی حفاظت کے اقدامات اس بات کا یقین ہے کہ تیل کی نکاسی ارد گرد کے ماحول کو گندا نہیں کرتی ۔
(trg)="18.3"> یا پائپس کی شرح تیل کے استعمال کرنے کی ضرورت کی طرح نہیں بڑھی ۔
(trg)="18.4"> شاید ہمیں ہمارے پیٹرولیم کے استعمال کے بارے میں دوبارہ سوچنا ہوگا ۔

(src)="14.2"> Angamba tokony hamerina handinika tsara ny fampiasantsika solitany isika ary mangataka fanomezan-toky avy amin 'ireo orinasa mitrandraka izany .
(trg)="18.5"> اور ان کمپنیوں کے بارے میں جو کہ طلب کی یقینی کا اہتحصال کرتیں ہیں ۔

# mg/2010_07_28_7688_.xml.gz
# ur/2010_07_02_56_.xml.gz


(src)="1.1"> Global : Teny Grika mankany amin 'ny teny Anglisy , teny Sinoa mankany amin 'ny teny Rosiana , ary teny Espaniola mankany amin 'ny teny Masedoniana
(trg)="1.1"> عالمی : یونانی زبان کا انگریزی میں ترجمہ ، چینی زبان کا روسی میں ترجمہ ، اور ہسپانوی کا مقدونيائی میں

(src)="1.2"> Samy efa nandre ireo zava-mahatsikaiky mitranga isika rehefa lasa mampihomehy ny fandikana ireo fomba fitenin 'ny teny iray avadika amin 'ny teny hafa .
(trg)="1.3"> جب مہاوریدار اظہار کا عجیب وغریب ترجمہ ایک زبان سے دوسری زبان میں مضحکہ خیز معنی پیدا کرتا ہے ۔

(src)="1.3"> Ny fandikana ireo teny sarotra ireo dia anisan 'ireo fifaninanana lehibe indrindra ao anatin 'ny fandikan-teny , na ho an 'ny olombelona izany na ho an 'ireo solosaina .
(trg)="1.4"> مہاورات کا ترجمہ بے شک ترجمہ میں سب سے بڑے چیلنجوں میں سے ایک ہے ، دونوں انسانوں اور مشینوں کے لیے ۔

(src)="1.4"> Ny tena olana dia mitoetra eo amin 'ny toetra / endrika ara-haintenin 'izy ireny , ary tsy afaka avoaka avy amin 'ny fitambaran 'ireo teny mandrafitra azy ny dikany .
(trg)="1.5"> اہم مشکل مہاورات کے لسانی کردار میں پیش آتی ہے .
(trg)="1.6"> جس کے معنی اتحادی الفاظ کے معنی سے حاصل نہیں کیے جا سکتے ۔

(src)="1.5"> Ohatra , ny ohatra tontan 'ny fiteny Anglisy ' to kick the bucket , ' ara-bakiteny midika hoe ' maty ' , dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin 'ny daka na amin 'ny tavin-drano .
(trg)="1.7"> مثال کے طور پر ایک بہترین انگریزی مہاورے کی گھسی ہوئی مثال یہ ہے کہ کک دا بکٹ ، کا لفظی مطلب ' مرنا ، ' ھے ۔

(src)="2.1"> WikIdioms dia loharano ao amin 'ny aterineto vaovao miezaka manampy ireo mpandika teny handresy izany olana izany .
(trg)="1.8"> اسکا لات مارنے اور بکٹ کے ساتھ کچھ لینا دینا نہیں ہے ۔

(src)="2.2"> Niresaka tamin 'ny mpamorona ity vohikala ity , Pavel Kats , sy tamin 'ny iray amin 'ireo mpanampy azy , Yasna Trandafilovska , izahay ka dia afaka izy ireo noho izany nanazava ny fiasan 'izany tamin 'ny fomba raitra .
(trg)="2.1"> وک ایڈیمز ایک نیا آن لائن وسائل ہے جسکا مقصد مترجمین کے اس چیلنج سے نمٹنے کے لئے ان کی مدد کرنا ہے ۔
(trg)="2.2"> ہم نے اس سائٹ کے تخلیق کار پاول کیٹس اور اس کے کنٹریبیوٹر میں سے ایک سے بات کی ۔

(src)="3.1"> Q : Pavel , afaka ampahafantarinao anay amin 'ny alalan 'ny fehezanteny fohifohy ve ny Wikidioms ?
(trg)="2.4"> تاکہ وہ اپنے طور پر بہترین طریقے سے اس خدمت کی وضاحت کر سکیں ۔

(src)="3.3"> Mazava ho azy , rehefa miteny aho hoe ' mandika ny oha-pitenenana iray , ' tsy midika izany hoe fandikana ara-bakiteny , fa fiteny mifandanja amin 'ity teny nadika ity , na fomba hafa hahazoana ny dikanteny mitovy aminy .
(trg)="4.4"> ظاہر ہے ، جب میں کہتا ہوں کہ مہاورات کا ترجمہ ؛ میرا مطلب اسکے لفظی معنٰی نہیں ، بلکہ مطلوبہ زبان میں ایک برابر مہاوریدار اظہار کا ہوتا ہے ۔

(src)="3.4"> Ity tetikasa ity dia hiaraha-miasa , izay no nisafidianana ny vohikala ho toerana tsara anaovana izany .
(trg)="4.6"> منصوبہ اس کے دل میں باہمی تعاون کا ساتھ ہے ، لہذا ویب اس کے لئے ایک مثالی جگہ ہے .

(src)="3.5"> Q : Ahoana ny fandaminana ny fikambanana ?
(trg)="5.1"> سوال : کمیونٹی کوکس طرح منظم کیا جاتا ہے ؟

(src)="3.6"> A : Maro amin 'ireo mpikambana amin 'ny fikambanana no mpandika teny matihanina izay manana fotoana malalaka tsy iasany ahafahany manampy anay .
(trg)="5.2"> جواب : کمیونٹی کے زیادہ تر ممبران پیشہ ور مترجمین ہیں ۔
(trg)="5.3"> جو کہ اپنی ترجمے کی نوکری کے درمیان کچھ وقت بچا کرہماری مددکرتے ہیں ۔

(src)="3.7"> Ireo olona ireo dia tena mahalala ireo olana amin 'ny fandikana ireo oha-pitenenana , satria dia mahita izany foana izy ireo .
(trg)="5.4"> یہ لوگ مہاوریدار اظہار کا ترجمہ کرنے کے چیلنجز سے خوب واقف ہوتے ہیں ، جیساکہ وہ خود بھی ہر وقت یہی کرتے ہیں ۔

(src)="3.8"> Nefa tsy mametra ny ireo mpanampy ireo mpandray anjara ho amin 'ny mpandika teny gotsiny izahay , ary dia nahita fandraisana anjara lehibe avy amin 'ireo mpankafy ny fiteny izay tsy misy ifandraisany amin 'ny asan 'ny fandikan-teny .
(trg)="5.5"> لیکن ہم کنٹریبیوٹرز کو مترجمین تک محدود نہیں کرتے ، اور ہم ایک لسانی اتساہی کی اہم شرکت دیکھ چکے ہیں ۔
(trg)="5.6"> جو کہ ترجمہ کہ کاروبار سے غیر متعلقہ ہے ۔

(src)="3.9"> Jereo , maro ireo olona te-handresy ireo olana eo amin 'ny fiteny rehefa mikasika ny tenin-drazany izany ..
(trg)="5.7"> دیکھو ، بہت سے لوگوں کو لسانی چیلنجوں کے نمٹنے سےپیار ہوتا ہے ۔

(src)="3.10"> Q : Afaka manome tahan 'isa kely anay ve ianao ?
(trg)="5.8"> جب یہ انکی آبائی زبانوں کے متعلق ہوتے ہیں ۔

(src)="3.11"> Firy ireo mpandray anjara , firy ny fiteny …
(trg)="6.2"> اور یہ بڑھ رہی ہے ۔

(src)="3.13"> Mbola vao tanora kely ity tetikasa ity , nefa amin 'izao dia afaka mirehareha ho efa namoaka fomba fiteny mihoatra ny 30.000 avy amin 'ireo teny mihoatra ny 30 .
(trg)="6.3"> منصوبہ بلکہ چھوٹا ہے ۔
(trg)="6.4"> مگر ہم پہلے ہی تیس سے زاید زبانوں میں تیس ہزار سے زاید اظہار پر فخر کرتےہیں ۔

(src)="3.14"> Ary ny lanitra no fetra …
(trg)="6.5"> اورکامیابی کی کوئی حد نہیں ہے ۔

(src)="3.15"> Q : Iza no afaka manampy ny vohikala ?
(trg)="7.1"> سوال : کون اس سائٹ میں شرکت کر سکتا ہے ؟

(src)="3.16"> A : Araka ny voalazako tery ambony dia tsy voafetra ny isan 'ny mpanampy , noho izany dia afaka manampy daholo ny rehetra .
(trg)="7.4"> جیسا کے میں نے اوپر بیان کیا ہے کہ ہم اپنے کنٹریبیوٹرز کو محدود نہیں کرتے ۔
(trg)="7.5"> تو یہ کوئی بھی کر سکتا ہے ۔

(src)="3.17"> Raha ny tokony ho izy , ny politika amin 'ny toy izao dia mitaky fahaizana mandrindra ny zavatra ao anatin 'ny fandraisana anjara ary ity fandrindràna ity dia ataon 'ireo mpikambana maro ao amin 'ny fikambananay .
(trg)="7.6"> ظاہر ہے ، ایسی پالیسی شراکت کے مواد پر کچھ اعتدال پسندی کا مطالبہ کرتی ہے ۔
(trg)="7.7"> اور یہ اعتدال ہماری کمیونٹی کے کئی اراکین کی طرف سے کیا جاتا ہے ۔

(src)="3.18"> Manasa ireo mpandika teny matihanina te-hanampy mihoatra ireo noho ireo fandraisana anjara eny antsefantsefany eny ihany koa izahay mba hifandray mivantana aminay .
(trg)="7.9"> جو کہ کبھی کبھار کی شراکت سے پرے ، ، ، ہماری مدد کےلیے ہم سے براہ راست رابطہ کرنا پسندکرینگے ۔

(src)="3.19"> Betsaka ny tetikasa manokana , mifandraika daholo amin 'ny asa fandikana teny marolafy izay volavolainay ao anatin 'ny WikIdioms , ary mitady mpanohana izahay .
(trg)="7.10"> مخصوص منصوبوں کی ایک بڑی تعداد ہے ، تمام بہزبانی ترجمہ سے منسلک ، جو کہ ہم وک ایڈیمز کے اندر تشکیل دے رہے ہیں ۔
(trg)="7.11"> اور ہم اتحادیوں کی تلاش میں ہیں .

(src)="4.1"> Q : Inona no antony ampiasàna ny vohikala ?
(trg)="7.12"> سوال : ہمیں ویب سائٹ کا استعمال کیوں کرنا چاہیئے ؟

(src)="4.2"> A : Ohatra iray tena mety tsara ity .
(trg)="8.1"> جواب : یہاں پر ایک مثال دینا بہتر ہوگا ۔

(src)="4.3"> Eritrereto hoe mandika lahatsoratry ny Global Voices amin 'ny teny Anglisy mankany amina teny hafa ianao ary ahitana fomba fiteny iray ‘ It ’ s Greek to me ! ’ izay ny tena heviny ao anatiny dia tsy mazava amin 'ilay mpiteny ny hevitra sasany ao amin 'ny lahatsoratra .
(trg)="8.2"> فرض کریں کہ آپ گلوبل وائسز کے ارٹیکلز کا ترجہ انگریزی سے دوسری زبانوں میں کر رہے ہیں ۔
(trg)="8.3"> جو کہ ایک انگریزی اظہار پر مشتمل ہے ۔
(trg)="8.4"> ' یہ میرے لئے يونانی ہے !

(src)="4.4"> Ahoana no ahafahanao mahazo ny dika mitovy aminy amin 'ireo teny hafa avy amin 'ny hevitra sahala ?
(trg)="8.5"> ' اس طرح کہ کچھ متن مکمل طور پر بولنے والے کے لیے غیر واضح ہیں .

(src)="4.5"> Amin 'izao , miaraka amin 'ny fanampian 'ny WikIdioms dia fantatrao fa manana ny fombany ihany koa ireo teny hafa ireo hanehoana hevitra sahala : Ireo Rosiana mitaratra amin 'ny Sinoa ary ireo Masedoniana … .amin 'ny Espaniola !
(trg)="8.6"> آپ کیسے ان معنٰی کو ایک ہی نرالے انداز میں دیگر زبانوں میں بیان کرینگے ؟ اب وک ایڈیمز کی مدد سے آپ جانتے ہیں کہ دوسری زبانوں کے بھی ایک ہی خیال کو ظاہر کرنے کے لئے اپنے طریقے ہیں : روسی چینیوں کا اور مسیڈونینز ۔

(src)="4.6"> Misaotra , Pavel !
(trg)="8.10"> سپینیرڈز کاحوالہ دیتے ہیں ۔

(src)="5.1"> Q : Yasna , ahoana no nahatonga anao nirotsaka tao amin 'ny Wikidioms ary ny antony ?
(trg)="9.1"> سوال : یسنا ، آپ کیوں اور کیسےوک ایڈیمز میں شامل ہوئے ؟

(src)="5.2"> A : Ny firotsahako tao amin 'ny WikIdioms dia nilatsaka avy tany an-danitra rehefa nandefa mailaka mikasika ny fitadiavan 'i Pavel mpandika teny hanampy ny WikIdioms tamiko ny namako Grika iray .
(trg)="9.5"> میں نے محسوس کیا ہے کہ جب ایسی صورتحال مقدونيائی زبان میں آتی ہے ، تو ویب پر ذرائع اور لغات کو تلاش کرنا بہت مشکل ہوتا ہے ۔

(src)="5.3"> Efa nisinisy ihany izay no niasako ho mpandika teny , ary voamariko fa rehefa avy amin 'ny teny Masedoniana , dia tena sarotra ny mahita ireo loharano sy diksionary ao amin 'ny aterineto afaka manampy ireo mpandika teny rehetra hamita ny asany haingana , madio ary tsara .
(trg)="9.6"> جو کہ تمام مترجمین کو ان کا کام تیزی سے ، مناسب اور مؤثر طریقے سےکرنے میں ان کی مدد کرے گے ۔

(src)="5.4"> Noho izany dia tonga saina aho fa tombontsoa lehibe entina hanovàna ny zava-misy izany .
(trg)="9.7"> تو میں نے محسوس کیا کہ اس صورتحال کو تبدیل کرنے کا ایک عظیم موقع ہے ۔

(src)="5.5"> Nefa , satria tsy ho vitan 'olon-tokana ny mahafantatra ny zava-drehetra ary satria miaina ny teny rehetra ary miovaova sy mivoatra hatrany , dia manasa ireo namako rehetra aho , ary indrindra indrindra fa ireo ekipan 'ny Global Voices Lingua maneran-tany , mba hitsidika anay ary hanampy anay .
(trg)="9.9"> اور کیونکہ زبانیں نامیات ہیں ۔
(trg)="9.10"> جوکہ مسلسل تبدیل ہو رہی ہیں اور ترقی کر رہی ہیں ، میں اپنے تمام ساتھیوں کو مدعو کرنا چاہوں گا ، اور خاص طور پر گلوبل وائسز میں دنیا بھر میں ، زبان کی ٹیموں کے ان لوگوں کو ، کہ وہ ہمارے ساتھ شراکت کریں اور ہم سے ملاقات کریں ۔

(src)="5.6"> Q : Mpanampy ny Global Voices amin 'ny teny Masedoniana ihany koa ianao , afaka milaza aminay ve ianao hoe ahoana no nahitanao ity tetikasa ity ary inona no nanosika anao hirotsaka tamin 'izany ?
(trg)="9.11"> سوال : آپ بھی مقدونيائی میں گلوبل وائسز کے شریک کار ہیں ۔

(src)="5.7"> A : Nipetraka tany Grece aho efa 11 taona izao .
(trg)="9.12"> کیا آپ بتا سکتے ہیں کہ کیسے آپ کو منصوبے کے بارے میں پتا چلا ۔

(src)="5.8"> Satria Grika ny vadiko , ao antrano izahay dia miteny Grika .
(trg)="9.13"> اور کس نے اس میں شامل ہونے کے لیے آپ کی حوصلہ افزائی کی ؟

(src)="5.9"> Nandeha teny ny fotoana , tonga saina aho fa toa nanomboka adinoko ny tenin-drazako ary tena nahasorena izany .
(trg)="10.1"> جواب : میں گزشتہ گیارہ سالوں سے یونان میں رہ رہا ہوں ۔

(src)="5.10"> Nanomboka nikaroka vahaolana aho ary nahita izany raha nandika lahatsoratra maromaro tao amin 'ny Global Voices .
(trg)="10.2"> کیونکہ میں نے ایک يونانی سے شادی کی ہے ، گھر میں ہم يونانی زبان ہی بولتےہیں .

(src)="5.11"> Mihevitra aho fa mamporsika izany satria tsy misy fe-potoana amin 'izany , tsy misy rarin-tsaina , tsy misy hazakazaka ary mihevitra aho fa rehefa manao zavatra ianao noho ny fitiavanao izany fotsiny ihany , ny vokany dia tena tsara , tena tsara lavitra mihitsy .
(trg)="10.3"> وقت کے ساتھ ساتھ ، میں نے محسوس کیا کہ مجھے اپنی مادری زبان کے الفاظ بھولنا شروع ہو گئے ہیں ۔
(trg)="10.4"> اور یہ بہت تکلیف دہ تھا .

(src)="5.12"> Yasna Trandafilovska dia nanampy tamin 'ny fanoratana ity lahatsoratra ity .
(trg)="10.5"> میں نے ایک حل تلاش کرنا شروع کر دیا .

# mg/2010_07_16_7182_.xml.gz
# ur/2010_07_13_103_.xml.gz


(src)="1.1"> Oganda : Maneho hevitra momba ireo baomba nipoaka ny mpitoraka blaogy
(trg)="1.1"> یوگنڈا : بلاگرز کا دھماکوں پر ردعمل

(src)="1.2"> Nifamory tany amin 'ireo trano fisotroana sy trano fisakafoanana ireo mpankafy baolina kitra manerana an 'izao tontolo izao mba hijery ny lalao farany amin 'ny Fiadiana ny Amboara Eran-tany omaly alina .
(trg)="1.2"> فٹ بال کے پرستار کل رات کو ورلڈ کپ کا فائنل کھیل دیکھنے کے لئے بار اور دنیا بھرکے ہوٹلوں میں جمع تھے ۔

(src)="1.3"> Any Oganda , niato ireo fankalazana ireo rehefa nipoaka ny baomba tamin 'ireo toerana roa malaza amin 'ny fivoahana amin 'ny alina ao Kampala , renivohitry ny firenena .
(trg)="1.3"> یوگنڈا میں ، ان تقریبات میں رکاوٹ پیدا ہو گئی جب ملک کے دارالحکومت کمپالا میں دو مقبول نائٹ لائف جگہوں پر دھماکے ہوئے ۔

(src)="2.1"> Mitatitra ireo haino aman-jery Ogande fa mihoatra lavitra ny 40 ny olona maty , miampy ampolony any ho any naratra tamin 'ireo fipoahana .
(trg)="2.1"> یوگنڈن میڈیا دھماکے میں مزید درجن زخمیوں کے ساتھ چالیس سے زیادہ کی اموات پر ابھی تک رپورٹ کر رہا ہے ۔

(src)="2.2"> Nihevitra ireo polisy Ougande fa ny milisy Somaliana avy amin 'ny vondrona al-Shabab no tao ambadiky ny fanafihana .
(trg)="2.2"> یوگنڈا کی پولیس نے یہ تجویز پیش کی کہ صومالی عسکریت پسند گروپ القاعدہ شباب - ان حملوں کے پیچھے تھا ۔

(src)="2.3"> Ny iray amin 'ireo mpibaiko ilay vondrona dia niantso tsy ela akory izay fanafihana an 'i Oganda , izay mandray anjara amin 'ny fanmpandian-tany ataon 'ny Tafiky ny Firaisambe Afrikana any Somalia .
(trg)="2.3"> گروپ کے کمانڈروں میں سے ایک کو حال ہی میں یوگنڈا کے خلاف حملوں کے لئے بلایا گیا ، جو کہ صومالیہ میں افریقی یونین کی امن فوج کے لئے فوجیوں کو کنٹربیوٹ کرتا ہے ۔

(src)="2.4"> Nidera ireo fanafihana ilay vondrona fa tsy nilaza kosa ho tompon 'andraikitra .
(trg)="3.1"> گروپ نے ان حملوں کو سراہا لیکن ان کی ذمہ داری قبول نہیں کی ۔

(src)="4.1"> Ireo olona niharan 'nyfipoahan 'ireo baomba roa nahafaty tany Kampala miandry ny fitsaboana ao amin 'ny hopitalin 'i Mulago .
(trg)="4.1"> کمپالا میں دو مہلک بم دھماکوں کے متاثرین ملاگو ہسپتال میں علاج کے لئے انتظار کررہے ہیں ۔

(src)="4.2"> Sary avy amin 'i Trevor Snapp .
(trg)="4.2"> ٹریور سنیپ کی طرف سے فوٹو ۔

(src)="4.3"> Nampiasaina nahazoana fanomezan-dàlan 'ny mpaka sary .
(trg)="4.3"> جو کہ فوٹوگرافر کی اجازت سے استعمال کی گئی ۔

(src)="5.1"> Manoratra i Gay Uganda , mpitoraka bilaogy Ogande iray :
(trg)="5.1"> یوگنڈا کے بلاگر گے یوگنڈا لکھتے ہیں ۔

(src)="6.1"> Voatafika i Oganda .
(trg)="6.1"> یوگنڈا پر حملہ ہوا ۔

(src)="6.2"> Marina e , tena fanafihana ny maha-olombelona izy ity .
(trg)="6.2"> واقعی ، اس پر حملہ کیا انسانیت ہے ۔

(src)="6.3"> Iza no mbola sahy ho faly amin 'ity zavatra mahatsiravina ity ?
(src)="6.4"> Raha ny fahitàna azy , ireo mpihoko Somaliana no faly .
(trg)="6.3"> کس کی ایسے ظلم پر خوش ہو نے کی ہمت ہے ؟ ظاہری طور پر ، صومالی عسکریت پسند خوش ہیں ۔

(src)="6.5"> Satria miady amin 'ireo tafiky ny Firaisambe Afrikana any Somalia ry zareo , izay nakana azy ireo tamin 'ny fametrahany ny fanjakana Silamo fehezin 'ny lalàna Sharia . ....
(trg)="7.1"> کیونکہ وہ صومالیہ میں افریقی یونین کے فوجیوں سے لڑ رہے ہیں ، جنہوں نے شرعی قوانین کے تحت ایک اسلامی ریاست کے قیام سے انہیں روک دیا ۔

(src)="6.6"> Ireo mpiray tanindrazana amiko no hitako , olombelona izay tsy manao zavatra ratsy mihoatra ny mijery baolina kitra no novonoina sy nanjary kilemaina , amin 'ny anaran 'ireo ' idéaux ' mety tsy ho takatry ny sain-dry zareo , hetsika izay tsy ho vitan 'izy ireo akory ny hifehy izay kely indrindra aminy .
(trg)="7.2"> میں نے ملک کے ساتھیوں کو دیکھا ، انسان جو کچھ برا نہیں دیکھ رہے تھے سوائے ایک فٹبال میچ کے ۔
(trg)="7.3"> جو کے مارے گئے اور معذور ہو گئے ، آدرشوں کے نام پر ، جسکے بارے ، میں انہوں نے سوچا بھی نہیں تھا ۔

(src)="6.7"> Mampitandrina i Ernest Bazanye mba tsy hitsambikinana aloha loatra hankamina tsoa-kevitra an-kamehana mikasika ireo izay nametraka ireo baomba :
(trg)="7.4"> ان کاموں پر جن پر وہ کم سے کم کنٹرول نہیں کر سکتے ہیں .

(src)="6.8"> Aloha loatra raha izao dia hiteny hoe iza no tompon 'andraikitra ary inona no antony , ary na dia re manako any ivelany aza fa karazana fanaovana vivery ny aina tamin 'ny baomba nataon 'i Al-Shahab , fikambanan 'ny mpampihorohoro Somaliana izany .
(trg)="8.1"> یہ کہنا جلدی ہوگا کہ کون زمہ دار ہے اور کیوں ، اور اگرچہ غیر ملکیوں کا خیال یہ ہے کہ یہ خود کش امام شہاب ، کی طرف سے پیش کیا گیا بم دھماکوں کا ایک جوڑا تھا ، صومالیہ کی دہشت گرد تنظیم ۔

(src)="6.9"> Tokony ho fantatsika manombok 'izao fa tsy hipoitra vetivety ny marina ary lasa aloha loatra ireo tsoa-kevitra raha amin 'izao fotona izao .
(trg)="8.3"> کہ جلد ہی اور یہ کہ کوئی بھی نتیجہ اب وقت سے پہلے ہوگا ۔

(src)="6.10"> Tany amin 'ny hopitalin 'i Mulago i Trevor Snapp , mpaka sary fanadihadiana mipetraka any Kampala , izay nandraisana ireo niharam-boina , taorian 'ny fanapoahana baomba .
(trg)="9.1"> ٹریور سنیپ ، کمپالا میں رہنے والا ایک دستاویزی فلم فوٹوگرافر ، بم دھماکوں کے بعد مولاگہ ہسپتال میں تھا ، جہاں متاثرین کو لے جایا گیا وہ لکھتے ہیں ۔

(src)="6.11"> Nanoratra izy :
(trg)="10.1"> خاندان کے اراکین ریسیپشن ایریا کے سامنے کھڑے تھے ۔

(src)="6.12"> Nihazakazaka nanodidina ny teo anoloan 'ny toerana fandraisana ireo fianakaviana raha toa kosa ka mivoaka miditra amin 'ny tranom-pandidiana ireo mpitsabo sy ireo niharam-boina mihoson-drà .
(trg)="10.2"> جبکہ ڈاکٹروں اور خون میں لت پت جسموں کو اندر اور سرجری سے باہر لایا گیا ۔

(src)="6.13"> Eo an-dalantsaran 'ny trano fandidiana , mivalampatra eo amin 'ny tany no matory ny lehilahy iray , mandeha ra hatrany amin 'ny lohany , ary tena tsy hay fantarina mihitsy na velona izy na maty .
(trg)="10.3"> سرجری کے دالان میں منزل پر ایک شخص کی بوڈی رکھی تھی اس کے سر سے خون بہہ رہا تھا ، یہ جاننا مشکل تھا کہ وہ زندہ ہے یا مر گیا ۔