# mg/2016_06_29_84588_.xml.gz
# tet/2016_09_10_145_.xml.gz


(src)="1.1"> Manahy Ny Hoaviny Ao Amin 'ny Fanjakana Britanika Ireo Mpiasa Avy Any Timor-Leste & # 160 ; Taorian 'ny Brexit
(trg)="1.1"> Brexit , trabalhador timoroan sira preokupadu ho sira nia futuru iha Reinu Unidu

(src)="1.2"> Tamin 'ny alàlan 'ny fitsapan-kevibahoaka , nifidy ny hiala tao amin 'ny Vondrona Eoropeana ny Fanjakana Britanika .Sary avy amin 'ny pejy fandraisana Flickr gda , CC BY-NC-SA 2.0
(trg)="1.2"> Husi referendu ida , Reinu Unidu vota sai husi Uniaun Europeia .
(trg)="1.3"> Foto husi pajina Flickr portal gda , CC BY-NC-SA 2.0

(src)="2.1"> Tamin 'ny 23 Jona 2016 , nanapa-kevitra ny hanohana ny soso-kevitra hiala ao amin 'ny Vondrona Eoropeana ny ankamaroan 'ny mpifidy tao amin 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="2.1"> Iha loron 23 fulan Juinu , maioria eleitor Reinu Unidu ( RU ) sira disidi SIM ba proposta " sai " husi Uniaun Europeia ( UE ) .

(src)="2.2"> Izay fantatra amin 'ny anarana hoe Brexit , hanana fiantraikany goavana tsy ao Eoropa ihany fa any amin 'ny faritra maro eto amin 'izao tontolo izao ihany koa ny vokatry ny fitsapan-kevibahoaka .
(trg)="2.2"> Konesidu ho Brexit , rezultadu referendu sei hetan impaktu bo 'ot la 'os deit iha Europa , maibe ba mundu tomak .

(src)="3.1"> Iray amin 'ireo zavatra tena mampanahy ireo olom-pirenena Eoropeana monina ao amin 'ny Fanjakana Britanika ny fonenany sy ny zony hiasa ao .
(trg)="3.1"> Ba sidadaun europa sira nebe hela iha RU , preokupasaun prinsipal ida refere ba uma-hela no servisu iha rai ne 'e .

(src)="3.2"> Moa ve ny governemanta Britanika hanery azy ireo hiala ao amin 'ny firenena ?
(trg)="3.2"> Serake guvernu britaniku sei obriga sira sai husi rai ne 'e ?

(src)="4.1"> Ao anatin 'izany , olona maro avy any Timor-Leste .
(trg)="4.1"> Entre sidadaun europa , iha mos timoroan barak nebe reprezenta numeru signifikante iha RU .

(src)="4.2"> Zanatany Portiogey taloha i Timor-Leste izay midika ihany koa fa ankatoavina ho teratany Portiogey , mpikambana ao amin 'ny Vondrona Eoropeana , ireo Timorey .
(trg)="4.2"> Timor-Leste ex-kolonia ida husi Portugal , signifika katak timoroan sira mos rekonesidu nudar sidadaun portuges , membru ida husi Uniaun Europeia .

(src)="5.1"> Hatramin 'ny 2002 , rehefa nahazo fahaleovantena avy amin 'i Indonezia i Timor-Leste , maro ireo Timorey no tonga tany amin 'ny Fanjakana Britanika mba hitady asa tao amin 'ny sehatry ny fanaovan-draharaha sy ny orinasa .
(trg)="5.1"> Husi tinan 2002 , wainhira Timor-Leste konsege independensia husi Indonesia , timoroan barak mak sai ba RU buka servisu .
(trg)="5.2"> Barak konsege hetan servisu semi-qualificados no iha setores oioin .

(src)="5.2"> Kely vola ny asa toy izany ao Timor- Leste , nefa midika ho fara fahakeliny 200 livra isan-kerinandro ( tokony ho 270 dolara amerikana ) na ny karama farany ambany any amin 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="5.3"> Diferensa vensimentu sira nebe sira simu iha RU ba mao-de-obra hanesan iha Timor-Leste bo 'ot , signifika katak iha RU salariu minimu mak 200 libras semana ida .

(src)="5.3"> Raha tsara tantana ny vola , dia ampy tsara hiainana sy handefasana ihany koa ho an 'ny fianakaviana any an-tanindrazana mijanona any Timor-Leste izany .
(trg)="5.4"> Se jere ho kuidadu osan ne 'e , nato 'on para moris iha RU no apoiu familia sira iha Timor-Leste .

(src)="6.1"> Manahy ny momba azy ireo ny Timorey sasany ao amin 'ny Fanjakana Britanika taorian 'ny fifidianana ny Brexit .
(trg)="6.1"> Hafoin votasaun Brexit , timoroan sira balun iha RU preokupa ho sira nia situasaun .

(src)="6.2"> Mety ho hangatahana hiala ny sata maha-mpifindra-monina azy ve izy ireo ?
(trg)="6.2"> Serake sira hetan konvite hodi husik hela sira estatutu nudar emigrante ?

(src)="6.4"> Mifandraika amin 'ny fitsapan-kevi-bahoaka tamin 'ny 23 / 06 , misy ny ahiahy tokony hojeren 'ny governemanta ao Timor-Leste momba ny hoavin 'ny olona miaina ao amin 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="6.3"> Ne 'e preokupasaun ida blog Forum Haksesuk foti hosi Celso Oliveira , timoroan ida iha RU :
(trg)="6.4"> Relasiona ho referendum 23 / 6 , mosu preokupasaun hosi governu Timor Leste konaba oinsa futuro ema Timor iha UK post-referendum .

(src)="6.5"> Maro ireo Timorey no tonga tany amin 'ny Fanjakana Britanika nanomboka tamin 'ny nahazoan 'ny firenena fahafahana tamin 'ny Aogositra 1999 .
(trg)="6.5"> Ema Timor tama iha Reino Unido desde Timor Leste hetan liberdadi iha Agostu 1999 .

(src)="6.6"> Ankehitriny , mbola misy ireo olona Timorey no mandao ny taniny mba hivelona any amin 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="6.6"> To 'o ohin loron , Timoroan kontinua sai hosi Timor hodi buka moris iha Reino Unido .

(src)="6.7"> Ny fitadiavana fahavitan-tena ara-bola no antony lehibe indrindra mahatonga izany satria maro ny mpiasa no tsy mahazo afatsy 1 $ isan 'andro fotsiny .
(trg)="6.7"> Razaun tamba : primieru : ekonomikamente nivel moris iha Timor ema ida sei moris ho dollar ida loron ida.Segundo : Tamba razaun servisu laiha .

(src)="6.9"> Ary fahatelo , maro ny olona no te hanova ny fiainany .
(trg)="6.10"> Terseiru , ema buka mudansa iha sira ninia moris

(src)="6.10"> Mbola ampiharina amin 'izao fotoana izao ny fifanarahan 'ny Vondrona Eoropeana izay nanaiky ny fivezivezen 'ireo mpiasa malalaka ao amin 'ny Vondrona Eoropeana , nefa inona no hitranga aorian 'ny Brexit ?
(trg)="6.11"> Tratadu selebradu entre pais membru husi Uniaun Europeia nebe autoriza livre sirkulasaun entre nia trabilador sira sei aplika hela , mas-ke saida mak sei akontese depois Brexit ?

(src)="6.11"> Mbola tsy azo antoka ny momba ny mpifindra-monina Portogey avy any Timor-Leste .
(trg)="6.12"> Destinu emigrante portugues timoroan sira sei nafatin la hatene .

(src)="7.1"> Raha namaly ny ahiahin 'ireo Timorey monina ao amin 'ny Fanjakana Britanika ny governemanta Timor-Leste , dia nandrisika ny olony tsy hikoropaka izy ireo satria hisy ny fifampiraharahana eo amin 'ny Vondrona Eoropeana sy ny manam-pahefana Britanika momba ny fepetran 'ny asa ho an 'ireo olom-pirenena avy ao amin 'ny Vondrona Eoropeana efa ao amin 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="7.1"> Hatan ba preokupasaun timoroan sira hela iha Reinu Unidu , governu Timor-Leste apela atu labelef paniku bassa sei iha negosiasaun entre autoridade sira husi UE no RU kona-ba kondisaun servisu sira ba sidadaun europeia nebe hela tiha ona iha RU .

(src)="8.1"> Ny lefitry ny minisitry ny Raharaham-bahiny sy ny Fiaraha-Miasa ao Timor Leste , Roberto Sarmento de Oliveira Soares , amin 'ny fitadiavana fampitoniana ny ahiahin 'ireo mpiasa Timorey ao amin 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="8.1"> Vice-Ministru Negosiu Estranjeiru no Kooperasaun Timor-Leste nian Roberto Sarmento de Oliveira Soares buka ameniza preocupasaun husi trabalhador timoroan sira iha Reinu Unidu .

(src)="8.2"> Pikantsarin 'ny gazety Timor Post .
(trg)="8.2"> Kaptura tela husi Jornal Timor Post .

(src)="9.1"> Ho an 'ny governemanta portogey kosa dia nanoro hevitra ny olom-pireneny izay miaina ao amin 'ny Fanjakana Britanika izy mba hitaky ny karatra honina maharitra sady haka ny zom-pirenena roa sosona mba hiarovana ny zony .
(trg)="9.1"> Husi parte seluk , Governu Portugues akonseila ba nia sidadaun sira nebe hela iha RU atu solisita " cartão de residência permanente " , asegura ho simultanea dupla nasionalidade , hodi bele garante sira nia direitu .

(src)="10.1"> Mandritra izany fotoana izany , nanoro hevitra ny Vondrona Eoropeana tsy hatahotra fa hanova kosa ny zava-misy ho toy ny fahafahana " haminavina indray " ny vondrom-paritra i Jose Ramos-Horta ilay filoha an 'i Timor-Leste teo aloha sady efa nahazo ny loka Nobel-n 'ny Fandriampahalemana :
(trg)="10.1"> Entretanto , eis-presidente Timor-leste no Premiu Nobel Paz , José Ramos-Horta , hameno ona ba UE atu labele paniku no hare transforma situasaun ne 'e ba oportunidade ida hodi hanoin hikas bloku regional ne 'e :

(src)="10.2"> Ny torohevitra tsara indrindra ho an 'ireo mpitondra Eoropeana avy aty alavitra dia ... tsy misy antony tokony hatahorana ; mbola manana an 'i Alemaina , Frantsa , Italia , Polonina , ary Espaina ny Vondrona Eopropeana izay manana ny harin-karena faobe mitambatra lehibe mihoatra lavitra noho ny kely ananan 'ny Fanjakana Britanika .
(trg)="11.3"> Husi dook , hau nia konseilu diak-liu ba lider europeu sira mak : laiha motivu atu paniku ; UE sei iha Alemnha , Franca , Italia , Polonia , no Espanha , nebe PIB kombinadu , minimiza RU .

(src)="10.3"> Tokony hampiseho ny fahatoniana ireo mpitondra Eoropeana ary hanomboka haminavina indray ny Vondrona izay mifototra kokoa amin 'ny vahoaka , mifandray mivantana indray amin 'ireo vahoaka , fa ​ ​ tsy hifantoka be loatra amin 'ny fanjakazakan 'ny mpitàna birao ao Bruxelles , ireo tena diso sy antony mahatonga ny fanaovana tsinontsinona sy ny fitsipahana ; tokony hampitombo avo roa heny ny fampiasam-bola ho an 'ny tanora sy ny asa ho an 'ny rehetra , ny fampianarana sy ny fanavaozana ihany koa ny Vondrona Eoropeana vaovao fa tsy handany vola tafahoatra amin 'ny fitantanam-panjakam-birao ao Bruxelles .
(trg)="11.4"> Lider europeu sira tenki hatudu serenidade no hahu re-imajina Uniaun ida nebe ho baze iha povu , liga hikas fali ho ema sira , menos fokadu ba burokrata sufokantes ho sede iha Bruxelas , sira mak kulpa lolos no kauza desprezo no repudio ; emvezde halo gasto excessivo ba burokrasia Bruxelas , UE foun tenki dobra investimentu sira iha juventude no emprego ba ema hotu , edukasaun no inovasaun .

# mg/2016_09_07_87335_.xml.gz
# tet/2016_09_11_217_.xml.gz


(src)="1.1"> Maoritania : Mpitoraka Bilaogy iray Voaheloka Ho Faty Noho Ny Fanakianana Ny Fankavakavahan-tsaranga Manjo ireo Manefy
(trg)="1.1"> Blog-na 'in hetan pena morte iha Mauritania tamba denunsia deskriminasaun hasoru ferreiros sira

(src)="2.1"> Ao avy amin 'ny tranonkala Ibn kafka izay nanamafisan ' ilay mpitsara hoe " raha vita amina fahoriana sy tsy fahamarinana ny tantara maoritanianina , dia vita avy amina fanoherana sy fahamendrehana azo alain-tahaka ihany koa izy "
(trg)="2.1"> Husi site Ibn Kafka , jurista afirma " se Mauritania nia istoria nakonu sofrimentu no injustisa , nia mos nakonu ho rezistensia no dignidade exemplar "

(src)="3.1"> Nohon 'ny fanoratana lahatsoratra fohy tao amin 'ny aterineto nitsikeràna ny fampiasana ny fivavahana silamo mba hanamarina ny tranga fahiny momba ny rafitra saranga , nohelohin 'ny Fitsarana Heloka Bevava ao Nouadhibou , Maoritania , ho faty ilay mpitoraka bilaogy Mohamed Cheikh Ould Mohamed Ould M 'kheitir .
(trg)="3.1"> Blog-na 'in Mohamed Ould Cheikh M ’ kheitir hetan pena morte husi Corte Criminal Nouadhibou nian , iha Mauritania , tamba publika iha internet textu ida ho kritika ba utilizasaun islamismu atu justifika fenomenu medieval iha sistema castas .

(src)="4.2"> Nanao fampakarana didy momba izany fanamelohana izany izy .
(trg)="4.2"> Nia apelu ba rekursu hasoru kondenasaun .

(src)="4.3"> Tao anatina lahatsoratra fohy nozaraina tao amin 'ny tranonkala chezvlane.com , nosoratany ny 25 desambra 2014 :
(trg)="4.3"> Iha textu ida publika iha site chezvlane.com , nia hakerek iha loron 25 fulan dezembru tinan 2014 :

(src)="5.2"> Tsy mba hanao ezaka izy ireo mba hanetsehana ny fitiavan 'ny silamo iombonana mba hanompo ny tombotsoany .
(trg)="5.2"> Ils ne ménageront aucun effort afin de mobiliser la passion du musulman commun au service de leurs intérêts .

(src)="5.3"> Toy izany no nilazan 'izy ireo fa ireo mpanefy dia niteny ratsy ny mpaminany ( fiadanana sy famonjen 'i Allah ho aminy ) tamin 'ny alalan 'ny lahatsoratra iray nosoratan 'ny iray tamin 'izy ireo , toy ny nilazany ihany fa mpanefy ilay nanintsana ny nifin 'ny mpaminany nandritra ny ady tao amin 'ny vohitra Ouhoud .
(trg)="5.3"> C ’ est ainsi qu ’ ils ont prétendu que les forgerons ont Blasphémé à l ’ encontre du prophète ( paix et salut d ’ Allah sur lui ) à travers un article écrit par un des leurs , tout comme ils avaient prétendu que celui qui avait fait tomber les dents du prophète lors de la bataille du mont Ouhoud était un forgeron .

(src)="6.1"> Anatin 'izany lohahevitra izany no tiako hanamarinana izao voalaza manaraka izao :
(trg)="6.1"> C ’ est dans ce cadre que je voudrais confirmer ici ce qui suit :

(src)="7.1"> 1 .
(trg)="7.1"> 1 .

(src)="7.2"> Na nahatsiaro tena na tsia aho , tsy niteny ratsy ny mpaminany ( fiadanana sy famonjen 'i Allah ho aminy ) ary tsy ho ataoko mihitsy izany .
(trg)="7.2"> Je n ’ ai pas , consciemment ou inconsciemment , blasphémé à l ’ encontre du prophète ( Paix et Salut d ’ Allah sur lui ) et je ne le ferai jamais .

(src)="7.3"> Izaho rahateo mino koa fa eto an-tany tsy misy manaja azy indrindra noho izaho ( fiadanana sy famonjen 'i Allah ho aminy ) .
(trg)="7.3"> Je ne crois d ’ ailleurs pas qu ’ il y ait dans ce monde plus respectueux envers lui ( paix et salut d ’ Allah sur lui ) que moi .

(src)="7.4"> 2 .
(trg)="7.4"> 2 .

(src)="7.5"> Ireo zava-misy sy tantara notanisaiko tao anatin 'ny lahatsoratro teo aloha dia mitafy toetra ara-tantara sy fahamarinana .
(trg)="7.6"> Ces récits ont naturellement leurs interprétations littérales et superficielles et leurs sens visés et profonds .

(src)="7.6"> Ireo tantara ireo dia mazava ho azy fa manana ny dikany ara-bakiteny sy amin 'ny endrika ivelany fotsiny ary ny dikany kendrena sy lalina .
(trg)="7.8"> Sira sei halo saida ma 'ak bele atu mobiliza musulmanus nia paixaun atu serve sira nia hakarak .

(src)="8.1"> Ny 21 Aprily 2016 , ny Fitsarana Avo ao Nouadhibou dia nanamafy ny fanamelohana ho faty , kanefa , niaraka tamin 'ny famerenana nandinika ireo porofo .
(trg)="9.2"> Hau la insulta , konsiente ka inkonsiente kontra profeta ( paz no bensaun Ala ba nia ) no sei la halo ne 'e .

(src)="8.2"> Eny tokoa , tsy heveriny ho mpivadi-pinoana intsony izy , fa toy ny tsy mpino fotsiny .
(trg)="9.3"> Alias , hau la fiar katak iha ema ida iha mundu nebe 'e respeitosu liu ba nia ( ( paz no bensaun Ala ba nia ) ke hau .

(src)="9.1"> Miaraka amin 'io famerenana nandinika ny porofo amin 'ny fiampangana azy io , mbola misy ny fanantenana eo amin 'ireo mpitolona ho an 'ny zon 'olombelona ao Maoritania , hoe horavàn 'ny Fitsarana Avo , izay nangatahan 'ny fiarovana azy , ny fanamelohana ho faty ary hanonona sazy fanamelohana mandefitra kokoa .
(trg)="10.2"> Ho ne 'e , nai la 'os ona konsideradu renegadu maibe unikamente infiel .
(trg)="11.1"> Ho rekualifikasaun foun kona-ba akuzasaun hasoru nia , militantes husi direitu umanu Mauritania sei iha esperansa katak Suprema Corte , aksiona husi defeza , pronunsia sentensa kama 'an liu .

(src)="10.1"> Mampatsiaro ireo zava-nitranga ny tranonkala senegaley Setal :
(trg)="12.1"> Site husi Senegal fo haoin hikas :

(src)="10.2"> Ny Alakamisy teo , tsy narahan 'ny fitsarana avo dia ny fiampangana izay nangataka fanamafisana ny sazy .
(trg)="12.3"> Les avocats s 'en félicitent même si évidemment pour eux cela ne suffit pas .

(src)="10.3"> Miarahaba ny tenany ireo mpisolovava na dia mazava amin 'izy ireo aza hoe mbola tsy ampy izany .
(trg)="12.7"> Advogadu sira komemora maske ba sira , ne 'e la 'os sufisiente .

(src)="10.4"> Efa roa taona sy telo volana izao i Mohamed Cheikh ould Mkheitir no nosamborina noho ny lahatsoratra iray nozarainy tamin 'ny aterineto .
(trg)="12.8"> Iha tinan rua no fulan tolu kotuk liu ba , Mohamed Ould Cheikh M ’ kheitir dadur tamba artigu simples ida publika iha internet .

(src)="10.5"> Izany lahatsoratra izany dia noheverina fotsiny ho manompa ny mpaminany sy ny Silamo , nahatohina ny ankolafy tena mpitahiry ny nentin-drazana maoritanianina izy io , izay niarahaba ny fanamelohana azy ho faty tamin 'izay fotoana izay .
(trg)="12.9"> Artigu ne 'e konsideran hanesan insultu kontra profeta no kontra islamismu , nia halo hakfodak konservador sira nia opiniaun husi Mauritania , nebe 'e iha epoka neba husu ona pena de morte .

(src)="10.6"> Fa mety mbola hahazo sazy mafy noho ny antony politika anatiny ilay mpitoraka bilaogy .
(trg)="12.10"> Sala rekuza katak blog-nai 'n ne 'e bele simu pena severa prinsipalmente tamba razaun politika interna .

(src)="10.7"> Eny tokoa , tao anatina lahatsoratra nivoaka tao amin 'ny tranonkala Amnesty International , ny 26 Aprily 2016 , ny mpanao gazety sy mpitolona ho an 'ny zon 'ny olombelona , Sabine Cessou dia manoratra , mitanisa mpiara miasa aminy manafina ny anarany :
(trg)="12.12"> toute l ’ affaire relève « de la politique intérieure , avec un tribunal qui veut donner des gages aux salafistes – une tendance en plein essor dans notre pays , comme dans tout le monde arabo-musulman » .

(src)="10.8"> ilay raharaha manontolo dia resaka " politika anatiny , miaraka amina tribonaly maniry ny hanome sazy ho an 'ireo salafista — fironana manomboka mitombo ao amin 'ny firenenay , toy ny any amin 'ny tontolo arabo-silamo rehetra " .
(trg)="12.13"> prosesu hotu depende ba " politika interna , ho tribunal nebe 'e hakarak fo prova ba " salafista " sira - tendensia ida komun liu ona iha ita nia rain no iha mundu arabe musulmanu tomak

(src)="10.9"> Anatin 'ny fanambarana iray momba ilay raharaha , ny Federasiona Iraisam-pirenenan 'ny zon 'ny Olombelona ( FIDH ) dia mitanisa an 'i Me Fatimata Mbaye , filohan 'ny Fikambanana Maoritaniana miaro ny zon 'olombelona ( AMDH ) , filoha lefitra fahiny tao amin 'ny FIDH ary mpisolo vava ireo mpitolona manohitra ny fanandevozana :
(trg)="12.14"> Iha komunikadu kona ba assuntu refere , Federasaun Internasional ba Direitu Umanu ( FIDU ) temin Fatimata Mbaye , prezidente Asosiasaun maurituania ba direitu umanu ( AMDU ) , ex-vise-prezidente FIDU no advogada ba militantes anti-eskravidaun :

(src)="10.10"> Io fanamelohana io , ny voalohany ho amina " fivadiham-pinoana " ao Maoritania nanomboka tamin 'ny fahaleovantena , dia midika fihemoran 'ny fandeferana ary mampiseho hoe hatraiza no maha-fady ao Maoritania ny resaka saranga , fivavahana , fanandevozana ary demokrasia .
(trg)="12.17"> Kondenasaun ne 'e , da-huluk husi " apostasia " iha Mauritania desde independensia , konstitui hakiduk ida ba toleransia no demonstra oinsa kestaun husi castas , religiaun , eskravidaun no demokrasia sai tabu iha Mauritania .

(src)="10.12"> Taorian 'ny famoahana ilay lahatsoratra , ireo mpino mahery fihetsika dia namporisika ny hevi-bahoaka mba hangataka ny hanantonana an-tady ilay bilaogera .
(trg)="12.19"> Hafoin publikasaun refere , extremista religiosu sira temin opiniaun publika husu tara blog-na 'in ne 'e .

(src)="10.13"> Faritan 'ny tranonkala senegaley Leral ny rivo-piainana niforona tao amin 'ny firenena nanohitra ilay voampanga :
(trg)="12.20"> Siete senegal hakerek atmosfera hahu iha rain ne 'e hasoru akuzadu .

(src)="10.14"> Nikapoka ny rarivato ireo Maoritanina an 'arivony tao Nouakchott , Nouadhibou , ary tany an-kafa , izay ny ankamaroany namaky , ny sasany tsy namaky mihitsy ilay lahatsoratra voampanga , mba hitaky an-kitsirano ny fanantonana tsotra izao fotsiny ny tenany , herintaona lasa izay ... filohampirenena , nanoloana ireo olna marobe nanao fihetsehana nivory teo ivelan 'ny vavahadin 'ny lapa nilaza hoe : " Misaotra anareo rehetra amin 'ny foko aho tamin 'ny fivondronanareo goavana eto amin 'ity toerana ity mba hanamelohana ilay nanao heloka bevava tamin 'ny finoana silamo , ny finoan 'ny vahoakantsika , ny firenentsika , ny Repoblika Islamikan 'i Maoritania , toy ny efa tsy maintsy nohazavaiko teo aloha ary mbola hamafisiko indray androany , dia tsy laika ary tsy ho izany na oviana na oviana ...
(trg)="12.23"> Mauritania rihun - nebe 'e balun sani , balun lae artigu inkriminadu- la 'o iha Nouakchott , iha Nouadhibou no sidade seluk eziji blog-na 'ain nia tara-an puro no simples , tinan kotuk liu ba ...
(trg)="12.24"> Prezidente da Republika , ba manifestante sira iha palasio nia portaun , deklara : " Hau agradese ho fuan laran imi nia prezensa iha ne 'e atu kondena krime husi ema ida hasoru islaun , relijiaun povu nian , ita nia rain nian ; Republika Islam Mauritania nian , hanesan hau presija ona iha passadu , ohin hau dehan fali , la 'os no sei nunka sai influensidau ....
(trg)="12.25"> Hau garante , katak , governu no hau sei halo buat hotu atu proteje no defende relijiaun ne 'e no nia simbolu sagradu ... " .

(src)="10.15"> Lazaiko aminareo fa ny Fanjakana sy izaho tenako dia tsy hitandro hasasarana hanao ezaka mba hiarovana io fivavahana io ary ireo mari-pamantarana masina ... "
(trg)="12.26"> Deklarasaun ne 'e husi prezidente no seluk husi partidu politiku seluk , asosia manifestasaun no posisaun manan hasoru blog-na 'in .

(src)="10.16"> Manenjika azy ankehitriny izany tenin 'ny Filoha izany , sy ny an 'ireo avy amin 'ny antoko politika isan-karazany ampiarahana amin 'ireo fihetsiketsehana sy ny fatwas .
(trg)="12.27"> Apoiu ba blog-na 'in atrai ho odiu extremista sira hasoru laureada Premiu Direitu Umanu Fransa 2006 , no vensedora medalha Cavaleiru Legiaun Honra 2010 , Aminetou Mint Moctar .

(src)="10.18"> Nisy fatwa navoaka mba hanenjehana ity olona ity , izay , toy ny navoakan 'ny tranonkala Africa News , vehivavy maoritanianina voalohany natolotra hahazo ny Loka Nobel ho an 'ny fandriampahalemana noho ny firotsahany hiasa ho an 'ny zon 'olombelona .
(trg)="12.28"> Fatua ida sai kontra personalidade feton ne 'e. site Africa News hatudu , katak nia ma 'ak primeira feto mauritania nia temin atu simu Nobel da Paz tamba nia aktua kona ba luta direitu umanu .

(src)="11.1"> M. Yehdhih Ould Dahi , lehiben 'ny hetsika islamista ifotony " " Ahbab Errassoul " ( ireo naman 'ny mpaminany ) dia nilaza araky ny tranonkala w41k.com :
(trg)="13.4"> C ’ est une infidèle , dont il est légitime de s ’ emparer de son sang et de ses biens .

(src)="11.2"> « Io ramatoa ratsy saina miaro an 'i Mkheitir io amin 'ny filazana azy ho toy ny gadra noho ny fihevitra , ary nangataka ny famotsorana azy mba haverina amin 'ny vadiny , io vehivavy io izay mamaritra ireo naman 'ny mpaminany ho toy ireo Boko Haram sy Takfiris fotsiny satria mangataka ny fanajana ny voninahitry ny mpaminany izy ireo , ho helohin 'i Allah , ireo anjely ary ny olona rehetra anie izy .
(trg)="13.6"> Feton a 'at nebe 'e defende Mkheitir ho liafuan katak nia prisioneiru ho konsiensia no husu nia libertasaun atu nia bele fila fali ba nia fen ; feton ne 'e nebe 'e kompara Profeta nia maluk ho Boko Haram no Takfiris tamba deit sira husu respeitu ba Profeta nia onra , feton ne 'e tenki hetan kondenasaun husi Ala , anju sira iha mundu tomak .

(src)="11.3"> Ankehitriny , lazaiko aminareo miaraka amin 'ny fahasoavan 'i Allah , ny fivadiham-pinoany tamin 'ny fanaovany tsinontsinona ny voninahitry ny Mpaminany .
(trg)="13.7"> Ohin hau anunsia ho Ala nia bensaun , ninia renunsia tamba nia minimiza ofensa ba Profeta nia onra .

(src)="11.4"> Jentilisa io , izay azo atao ny mandatsaka ny ràny sy ny maka ny fananany .
(trg)="13.8"> Feton ne 'e infiel , nebe 'e merese ema hasai nia ran no sasan .

(src)="11.5"> Izay mamono azy na manala ny masony dia hahazo valim-pitia avy amin 'Allah » .
(trg)="13.9"> Ema nebe ma 'ak oho nia no halo ko 'a nia matan sei hetan rekompensa husi Ala

(src)="11.6"> Ny rivotra iainana manodidina ity raharaha ity dia toa manome toky , fa ny azo antoka aloha dia mbola manan-kery ny fanamelohana ho faty an 'ilay mpitoraka bilaogy , Mohamed Cheikh Ould Mohamed Ould M ’ kheitir , ary izy dia mbola miforitra ao am-ponja .
(trg)="13.10"> Atmosfera ne 'be envolve kazu ne 'e parese kalmu oituan , maibe kondenasaun pena morte ba blog-na 'in Mohamed Ould Cheikh M ’ kheitir sidauk muda no nia sei iha kadeia .

# mg/2016_09_14_88292_.xml.gz
# tet/2016_09_15_84_.xml.gz


(src)="1.1"> Tsy Nahazo Medaily Ny Atleta Timorey Nandray Anjara Lalao Olaimpika Fa Mbola Nanentanentana Ny Fireneny Izy Ireo
(trg)="1.1"> Atleta Olimpiku Timoroan sira nia mensajen ba Timor-Leste

(src)="1.2"> Delegasionan 'i Timor Leste nandritra ny lanonana fanokafana ny Lalao Olaimpika 2016 tao Rio de Janeiro .
(trg)="1.2"> Delegasaun Timor-Leste iha serimonia abertura Jogu Olimpiku iha Brazil , Rio de Janeiro 2016 .

(src)="1.3"> Sary avy amin 'i Francelina Cabral
(trg)="1.3"> Foto / Imajen Francelina Cabral

(src)="2.1"> Tsy nahazo medaily tamin 'ny Lalao Olaimpika 2016 tany Rio de Janeiro i Timor Leste saingy mbola nahavita nizara hafatra manentana ho an 'ireo mpanohana azy sy ireo Timorey mpiray tanindrazana ireo atleta .
(trg)="2.1"> Timor-Leste la manan medalha iha Olimpiada Rio de Janeiro 2016 nian , maibe atleta timoroan sira aproveita biban nebe iha hodi haruka mensajen inspirasaun ba timoroan sira hotu liu husi Global Voices ( GV ) .

(src)="3.1"> Nandray anjara tamin 'ny atletisma ho an 'ny vehivavy sy ny lehilahy i Timor-Leste , ao koa ny fitaingenana bisikileta an-tendrombohitra manerana ny firenena ho an 'ny vehivavy .
(trg)="3.1"> Ba Olimpiada nebe hahu iha Brasil , Rio de Janeiro tinan ne 'e nian , entre loron 5 to 'o 21 fulan Agostu , Timor-Leste mos hetan fatin hodi partisipa ho modalidade atletismu femininu ho Nelia Martins , maskulinu ho Augusto Soares no modalidade siklismu femininu , cross country mountain bike ho Francelina Cabral .

(src)="4.1"> Rehefa nahazo fahaleovantena tamin 'i Indonezia tamin 'ny 2002 , dia nandray anjara voalohany tamin 'ny lalao Olaimpika i Timor Leste , firenena ahitana mponina latsaky ny 1,5 tapitrisa , tamin 'ny taona 2004 .
(trg)="4.1"> Nelia Marins iha Estadiu Olimpiku Rio de Janeiro .
(trg)="4.2"> Foto / imajen Francelina Cabral Facebook

(src)="5.1"> Nelia Martins , atleta 18-taona , no solontena zandriny indrindra avy ao Timor-Leste nandray anjara tamin 'ny lalao tany Rio de Janeiro .
(trg)="5.1"> Nelia Martins , tinan 18 , atleta otas foin-sa 'e husi delegasaun Timor-Leste iha Jogu Olimpiku .

(src)="6.1"> Tamin 'ny 2014 , nifaninana izy ary nahazo laharana fahefatra tamin 'ny atletisma vehivavy 5000m Lalaon 'ny mpiteny Portiogey tao India .
(src)="6.2"> Tamin 'ny 2015 , nifaninana tamin 'ny Lalao Azia Atsimo Atsinanana tao Singapaoro i Nelia .
(trg)="5.2"> Iha tinan 2014 nia kompete iha atletismu femininu 5000m jogu Luzufonia iha India no hetan IV lugar no iha 2015 nia tuir mos kompetisaun Jogu Azia nian ( Southeast Asian Games 2015 ) iha Singapura .

(src)="6.3"> Tamin 'ity taona ity , nahazo laharana faha-13 tamin 'ny hazakazaka atletisma vehivavy 1500m tao Rio de Janeiro izy .
(trg)="5.3"> Tinan ida ne 'e iha Rio de Janeiro Nelia hetan 13º lugar iha atletismu femininu 1500m nian .

(src)="7.1"> Nizara ny fihetseham-pony tamin 'ny Global Voices i Nelia taorian 'ny fiafaran 'ny lalao :
(trg)="6.1"> Koalia ho Global Voices , Nelia hato 'o nia mensajen :

(src)="7.2"> Mahatsiaro faly aho sambany tonga eto Brezila mba hifaninana amin 'ny Lalao Olaimpika eto Rio de Janeiro ( ... ) amin 'ny maha atleta ahy , voninahitra ho ahy ny misolo tena ny sainam-pirenena RDTL " Repoblika Demôkratikan 'i Timor-Leste " , misolo tena ny vahoaka Timorey sy ny Federasiona .
(src)="7.3"> Tena mahatsiaro faly aho satria na dia vao 18-taona monja aza , dia afaka misolo tena ny sainan 'ny firenena amin 'ny Lalao Olaimpika .
(trg)="6.2"> " Hau Sente kontente wainhra hau evento boot iha brasil primeira vez tuir olimpiade iha Rio De Janeiro ( ... ) hau nudar atleta hau Sente kontenti wainhra hau representa hw nia Bandeira RDTL representa hau povu TIMOR LESTE no mos hau nia federation hau Sente kontenti wainhra ho idade 18 anos bele represents hau nia Bandeira Timor leste ba mundo tomak .

(src)="7.4"> Izay no tiako ambara .
(trg)="6.3"> Hau liafuan mk dt .

(src)="7.5"> Misaotra Anao Timor !
(trg)="6.4"> Obrigada Timor ! "

(src)="7.6"> Augusto Soares tamin 'ny lalao olaimpika 2016 tao Rio de Janeiro .
(trg)="6.5"> Augusto Soares , iha loron halai-taru , Estadiu Olimpiku Rio de Janeiro .

(src)="7.7"> Sary tao amin 'ny pejy Facebook-n 'i Francelina Cabral
(trg)="6.6"> Foto / imajen Francelina Cabral Facebook .

(src)="8.1"> Augusto Soares no atleta zokiny indrindra tamin 'ny delegasionan 'i Timor tamin 'ny Lalao Olaimpika .
(trg)="7.1"> Augusto Soares , atleta senior husi delegasaun Olimpika Timor-Leste .

(src)="9.1"> Tamin 'ny 2007 , nifaninana tamin 'ny Lalao Aziatika Anaty trano 3000m tao Makaô izy .
(trg)="7.2"> Iha 2007 tuir kompetisaun atletismu Asian Indoor Games 3000m iha Macau .

(src)="9.2"> Tamin 'ny 2009 , nandray anjara tamin 'ny fifaninanana hazakazaka fifaninanana tamin 'ny lalao Aziatika Atsimo Atsinanana tao Vientiane , Laos izy .
(trg)="7.3"> Iha tinan 2009 Augusto tuir maratona iha Southeast Asian Games iha Vietnam , Laos .

(src)="9.3"> Tamin 'ny 2010 , nandray anjara tamin 'ny Hazakazaka Atsasaka Marathon tao Dili Timor Atsinanana izy .
(trg)="7.4"> Iha 2010 halai-taru mos iha Dili Half Marathon Timor-Leste , no iha 2011 tama iha 5000m Kampeonatu Asia iha Koba , Japaun .

(src)="9.5"> Nandray anjara tamin 'ny lalao olaimpikan 'ity taona ity tao Rio de Janeiro , Athletisma sokajy lehilahy 1500m , fifaninanana dingana voalohany izy , ary tonga faha-12 i Augusto .
(trg)="7.5"> Tinan ida ne 'e iha Jogu Olimpiku Rio de Janeiro , Augusto tuir atletismu maskulinu 1500m nian nebe remata iha 12º lugar .

(src)="10.1"> Niresaka tamin 'ny Global Voices ihany koa i Augusto taorian 'ny lalao :
(trg)="8.1"> Augusto mos koalia ho Global Voices hafoin hotu nia halai-taru :

(src)="10.2"> Voalohany indrindra , misaotra an 'Andriamanitra aho noho ny soa rehetra avy Aminy ... ary misaotra koa ny fianakaviana , ny mpanazatrako voalohany izay nitari-dalana ahy tamin 'ity lalana ity , Ramatoa Aguida Amaral sy ireo mpanazatra sy mpiara-miasa rehetra .
(trg)="9.1"> " Primeiro hw hkrak fo obrigado ba maromk tan buat kmanek tomak mai husi Nia ... No Mos ba Familia Treinador nebe uluk hnorin no htudu dalan ida ne mai hau sr Aguida Amaral no mos ba treinador no kolega sra hotu .

(src)="10.3"> Mirehareha izahay misolo tena ny firenena sy ny saina RDTL amin 'ity lalao Lalao Olaimpika ao Rio de Janeiro ity .
(trg)="9.2"> Ami orgulho tamba ble Lori nasaun no Bandeira RDTL mai participa ih jogos olympico Rio de Janeiro ba dala xxI liu husi evento ne Maske ami la manan buat ruma .

(src)="10.4"> Na dia tsy nahazo na inona na inona aza izahay , dia nahazo traikefa tamin 'ny alalan 'ny fifaninanana tamin 'ireo atleta hafa ivelan 'ny firenentsika .
(src)="10.5"> Tamin 'ity traikefa azonay ity , ho ampitainay amin 'ny tanora izany .
(trg)="10.1"> Husu ba maluk joven sira atu hakribi problema husi ita nia an ato fo ita nia an at participa iha mundu Desportivas atu ble desenvolve ita nia an no mos ble fo mos kontribuisaun ba ita nia nasaun hnesan dalan nebe uluk ita asuwain sira htudu nanis ona durante iha sira nia luta ... mak ne dt bin Ikus hw la haluhan ... VIVA TIMOR LESTE ...... "

(src)="10.10"> Ho ela velona i Timor-Leste ...
(src)="10.11"> Delegasionan 'i Timor Leste tamin 'ny lalao Olaimpika miaraka amin 'ireo atleta avy ao Paortiogaly ( faharoa avy eo ankavanana ) .
(src)="10.12"> Sary avy amin 'i Francelina Cabral
(trg)="10.2"> Francelina Cabral , ma 'ak siklista dahuluk feto timoroan nebe 'e tuir kompetisaun Cross Country Mountain Bike iha Olimpiada Rio2016 .

(src)="11.1"> Francelina Cabral no vehivavy Timorey voalohany nifaninana tamin 'ny fandehanana am-bisikileta an-tendrombohitra tamin 'ny lalao fanatanjahan-tena Olaimpika .
(src)="11.2"> Vehivavy matihanina amin 'ny hazakazaka am-bisikileta izy izay efa nifaninana tamin 'ny faritra maro tao Timor Atsinanana nanomboka tamin 'ny 2009 .
(trg)="10.3"> Francelina ka Anche Cabral nudar siklista profissional nebe 'e tuir ona kompetisaun barak iha sirkuitu oinoin iha Timor-Leste nomos Azia husi kedas iha tinan 2009 .

(src)="12.1"> Tamin 'ny tafatafa niarahana tamin 'ny Global Voices , namariparitra ny fifaninanana hazakazaka am-bisikileta an-tendrombohitra tamin 'ny Lalao Olaimpika ho toy ny " mafy loatra " noho ny fitaingenana bisikileta mahazatra i Cabral :
(trg)="11.1"> Iha dada-lia ho Global Voices Francelina Cabral dehan katak " Cross Country Mountain Bike agora ne 'e " extremu " tebes .

(src)="12.2"> Matihanina avokoa ireo atleta nifaninana tamin 'ny lalao , tahaka izao no nataon 'izy ireo , manao fampiharana , misakafo , maka aina ary manao fanazarana indray ( ... ) fantatro ihany koa fa na inona na inona , tena henjana indrindra ny hazakazaka am-bisikileta an-tendrombohitra .
(trg)="11.2"> Ema sira nebe tuir kompetisaun iha evetu ne 'e laos ema baibain , maibe ema professional , nebe sira nia serviso mak loroloron ne 'e , sira , treinu , han , descansa no treino ( ... )

(src)="14.1"> Nandray anjara tamin 'ny Lalao ParaOlaimpika ihany koa i Timor-Leste .
(trg)="11.3"> Hau Mos bele hatene katak afinal Cross Country Agora ne 'e , iha Mundo Moderno , ema extreme liu tan .

(src)="14.2"> Hisolotena amin 'izany ireo atleta vehivavy sy lehilahy amin 'ny fifaninanana atletisma 400m .
(trg)="11.4"> Rona entrevista ho Francelina Cabral iha ne 'e :

(src)="15.1"> Sary mampiseho ny sainam-pirenen 'i Timor Leste tao amin 'ny tranonkala ofisialin 'ny Lalao Olaimpikan 'i Rio 2016
(trg)="14.1"> Timor-Leste mos sei tuir kompetisaun iha Paralympic Games , nebe 'e hahu tia ona iha loron 7 to 'o loron 18 fulan Setembru nian iha Rio de Janeiro , Brazil .

# mg/2016_09_21_88768_.xml.gz
# tet/2016_09_20_224_.xml.gz


(src)="1.1"> Nahazo Ny Medailiny Voalohany i Mozambika , Ary Tamin 'ny Lalao Paralaimpika
(trg)="1.1"> Mosambike konkista ninia primeira medalha iha jogu paralimpiku

(src)="1.2"> Famaranana 400m vehivavy - T12 .
(trg)="1.2"> Final 400m feminino - T12 .

(src)="1.3"> Saripika : Edmilsa Governo ( nahazoana alalana )
(trg)="1.3"> Foto : Edmilsa Governo ( uza ho permisaun )