# mg/2011_08_29_21441_.xml.gz
# sv/2011_08_130.xml.gz


(src)="1.1"> Costa Rica : Diabe Fanehoan-kevitry Ny Vehivavy tsy Maoty , Foto-pinoana ary Zon 'ny vehivavy
(trg)="1.1"> Reaktioner på Slutwalken i Costa Rica , religion och kvinnors rättigheter

(src)="1.2"> Ny Alahady lasa teo , 14 Aogositra 2011 , no nisy ny Diabe Fanehoan-kevitry Ny Vehivavy tsy Maoty tao San Jose renivohitra nahatonga fanoherana mahery vaika avy amin 'ny filazam-baovao sy ara-pinoana noho ireo hira sy seho an-tsehatra mahery setra lazaina ho manohitra ny fiangonana .
(trg)="1.2"> Söndagen den 14 augusti 2011 genomfördes en Slutwalk i Costa Ricas huvudstad San Jose och orsakade kraftiga motreaktioner i media och religiösa cirklar på grund av påstådda våldsamma anti-kyrkliga slagord .

(src)="1.3"> Ilay adihevitra nafana dia samy nandrakotra ny filazam-baovaom-bahoaka sy ny haino aman-jery avokoa satria ny mponina dia naneho hevitra tao amin 'ilay dikanteny Costa Ricain amin 'ity hetsi-panoherana nalaza eran-tany ity .
(trg)="1.3"> Båda medborgar- och massmedia har bevakat debatten som uppstått efter Costa Ricas version av den världsomspännande protestmarschen .

(src)="2.1"> Na dia niovaova aza ny fanehoan-kevitra momba ilay Diabe Fanehoan-kevitry Ny Vehivavy tsy Maoty , dia toa hoe ny tena fahombiazany dia ny fitarihana ny mponina hisaina ny herisetra mihatra amin 'ny zaza amam-behivavy , ny finoana ary ny fanajàna .
(trg)="2.1"> Slutwalken har gett upphov till blandade reaktioner men den verkliga framgången har varit att få folk att tänka till om genusvåld , religion och respekt .

(src)="3.1"> " Tian 'i Jesosy Ny Vehivavy tsy Maoty " nataon 'i Julia Ardón , 2011
(trg)="3.1"> " Jesus älskar slampor " av Julia Ardón , 2011

(src)="4.1"> Ny herinandro lasa teo , Global Voices dia nampakatra lahatsoratra fanavaozam-baovao momba ny antony ambadik 'io Diabe io :
(trg)="4.1"> Förra veckan publicerades en text om anledningarna till protestmarschen :

(src)="4.2"> Ilay Diabe dia ho valin 'ilay fanambarana nataonà Mpitarika fivavahana Katolika iray sy Kardinaly nitsidika nanditry ny Fety masina ny 2 Aogositra , tamin 'ny filazany fa tokony hiakanjo maotina ny vehivavy mba hisorohana ny fanambaniana sy ny fanaovana azy ho toy ny fitaovana , ary tsy hanao ny asan-dehilahy fa hikarakara ny ao an-tokantranony .
(trg)="4.2"> Marschen är ett svar på en katolsk biskops och en kardinals uttalanden när de besökte Costa Ricas skyddshelgons ceremoni den 2 augusti .
(trg)="4.3"> De bad kvinnor att klä sig anständigt , undvika att avhumaniseras eller objektifieras samt att inte utföra " manliga " sysslor och hålla sig till hus och hem .

(src)="4.3"> Arak 'i Pablex , mpanao gazety sady bilaogera izay nanokana fotoana namakiana ny kabarin 'ilay mpitondra fivavahana Ulloa ny 2 Aogositra , tsy nolazainy mihitsy ilay fehezanteny nataon 'ilay gazety La Nación ho azy izay nahatonga fitroarana ka nampahery ilay Diabe :
(trg)="4.4"> Enligt Pablex , journalist och bloggare som tagit sig an att läsa igenom hela talet som biskop Ulloa gav den 2 augusti , yttrade han dock aldrig det som dagstidningen La Nación skrivit och som utlöst indignationen och gav upphov till marschen :

# mg/2011_09_07_21419_.xml.gz
# sv/2011_08_142.xml.gz


(src)="1.1"> Oganda : Niady Ho Fiarovana Ny Ala Mando Ireo Ogande Any Anaty Aterineto
(trg)="1.1"> Ugandier tar kampen för regnskogen till Internet

(src)="1.2"> Mabira no teny nomarihan 'ny Ogande betsaka indrindra tao amin ’ ny tranokalan-tambajotra Ogande tamin ’ ny herinandro lasa .
(trg)="1.2"> Mabira är ordet som nästan alla ugandier nämnt på sociala nätverk den senaste veckan .

(src)="1.3"> Hita ao afovoan 'i Oganda akaikin 'i Kampala renivohitra ny Alan 'i Mabira .
(trg)="1.3"> Mabiraskogen ligger i centrala Uganda nära huvudstaden Kampala .

(src)="1.4"> Iray amin 'ireo ala voajanahary vitsivitsy izay sisa tavela taorian 'ny taona maro nahapotika hektara maromaro
(trg)="1.4"> Det är en av de få naturliga regnskogar som finns kvar efter år av avverkning .

(src)="2.1"> Ny fitomboan 'ny mponina izay tena miankina amin 'ny fambolena no nahatonga ny faharipahan 'ireo rakotr 'ala an 'i Oganda , kanefa ny tolona amin 'izao fotoana dia fanoherana ny governemanta sy orinasa iray mpamokatra siramamy , Sugar Corporation of Uganda Limited ( Scoul ) , izay mikasa haka ny ampahan 'ny ala ho famokarana fary .
(trg)="2.1"> Förlusten av Ugandas skogar drivs av en stigande befolkning som i stort är beroende av jordbruk .
(trg)="2.2"> Denna gång är dock kampen mot regeringen och ett sockerplantage , Sugar Corporation of Uganda Limited ( SCOUL ) , som vill använda skogen till sockerrörsproduktion .

(src)="2.2"> Nanana velaran 'ala 5 tapitrisa hektara i Oganda ny 1990 nefa nihena ho 3,5 tapitrisa izany nanomboka ny 2005 .
(trg)="2.3"> 1990 hade Uganda 5 miljoner hektar skog men 2005 var bara 3,5 miljoner kvar .

(src)="2.3"> I Oganda dia iray amin 'ireo firenena Afrikana folo nahitana fahaverezana ala ambony indrindra .
(src)="3.1"> Fampisehoan 'i Fred Senoga Makubuya ny sarin 'ny zava-mitranga amin 'ny alan 'i Mabira .
(trg)="2.4"> Uganda är ett av de tio afrikanska länder som netto tappat mest skog .

(src)="7.1"> Adihevitra maro no mandeha amin 'izao fotoana izao .
(trg)="3.1"> Fred Senoga Makubuya beskriver historien om Mabiraskogen .

(src)="7.3"> Nahoana ny Filoha no miziriziry amin 'ny fanomezana an 'i Mabira ho an 'i Mehta ho takalon ’ ny vola an-tapitrisa dôlara sy siramamy ?
(trg)="3.2"> Med tillstånd av Fred Makubuya .

(src)="7.5"> Tokony hisy fanadihadiana atao mikasika ny hoe ohatrinona no nentin 'ny Scoul ankoatr 'ireo mpamatsy vola hafa ao amin 'ny Mehta , manana fahatsapana aho fa hahita ny valiny isika toy ny hoe nahoana ny M7 no milefitra amin 'ny fandripahana an 'i Mabira .
(src)="7.6"> Patricia Sembuse dia mankasitraka ny Fanjakana Buganda sy ny fiangonana , izay nanome tany hafa ho an 'ny orinasa mpamokatra siramamy ho hetsika fiarovana an 'i Mabira :
(trg)="4.1"> Ugandierna gick först ut på gatorna 2007 för att demonstrera mot president Musevenis regerings beslut att ge bort delar av Mabiraskogen till SCOUL .

(src)="8.1"> Mary Kelly miady hevitra ny karama zaraina sy izay misahana betsaka ny toerana ambony ao amin 'ilay orinasa :
(src)="8.2"> Ny lehiben 'ny ratsana rehetra sy ireo lehiben 'ny sampana dia indiana , ho famitinana , ao amin 'ny ambaratongam-pitantànana fotsiny dia misy indiana 36 farafahakeliny ao amin 'ny Scoul , ireo toerana ambany sasantsasany ihany koa dia tazonin 'ireo indiana : ohatra ny ao amin 'ny sampana ( fizarana ) fotsiny , ireo mpiasa tompon ’ andraikitra amin ’ ny famatsiana solika ary ireo ( contre-maitre ) any amin ’ ny saha fambolena fary dia indiana .
(trg)="4.2"> Beslutet mötte starkt motstånd och mer än tusen ugandier gick ut på gatorna i Kampala .

(src)="8.3"> Noho izany misy mpiasa indiana 100 farafahakeliny ao amin 'ny Scoul .
(trg)="4.3"> Minst tre människor dödades .

(src)="8.4"> Amin 'izao tena loza rehefa tonga amin 'ny resaka karama : ireo mpitantana indiana dia mandray 1500 dôlara amerikana avy raha kely indrindra izay arotsaka ao amin 'ny kaontin 'izy ireo any amin 'ny taniny ka tsy misy haba izany , ambonin 'izany samy mahazo 500k ug shs ( shilling ogande ) isan-kerinandro avy izy ireo .
(trg)="5.1"> President Museveni offentliggjorde att han ändå skulle genomföra beslutet att ge bort en del av skogen på grund av sockerbristen .

(src)="8.5"> Ho an 'ireo mpitantana mainty hoditra izay ny ankamaroany dia mpanampy dia mandray 500 shs raha betsaka indrindra ..
(trg)="5.2"> Efter det så har stämningen inte förändrats .

(src)="8.7"> Mihevitra aho fa tokony handeha mihoatra ny fanoherana ny fanomezana an 'i Mabira isika .
(src)="8.8"> Ireo mpikambana ao amin ’ ny vondrona dia tokony hitarika ny fanentanana ny fambolena ala indray any amin ’ ny ampahany rava .
(src)="8.9"> Mino aho fa mety hanohana an-kitsipo ny famerenana indray an 'i mabira IREO OGANDE .
(trg)="5.3"> Mabiraskogen är ett viktigt flodområde med stor biologisk mångfald och den här gången planerar såväl miljögrupper som oppositionspartier att protestera .

(src)="8.11"> Andriamatoa Museveni dia voaterin ’ ny krizy ara-toekarena avy amin 'ny lafiny rehetra , ny ny fihenan-danjan ’ ny shilling , ny vidim-piainana izay midangana dia midangana ary ny vokatr 'ireo fitokonana amin 'ny endriny rehetra sy zavatra samy hafa , sady mitady zavatra hafa hamiliana ny sain 'ny vahoaka izy no misintona tsikelikely izay angovo mihoatra ... eh , dia tahaka ny inona tokoa moa izany ny fahombiazan 'ny fanarian-dia Mabira !
(trg)="5.4"> Medlemmar av president Musevenis parti the National Resistance Movement ( NRM ) motsatte sig också gåvan vid ett möte de hade med presidenten i veckan .

(src)="11.1"> Ny Alatsinainy , nentin 'ny governemanta tany an 'ala ny mpanao gazety kanefa tsy afaka nahita izay ampahan 'ala rava izany izy ireo .
(trg)="6.1"> På Facebook har många grupper bildats , från Ugandans Against Mabira Forest Give Away till Save Mabira Now .

(src)="12.3"> @ pjkanywa milaza ny fanolorana an 'i Mabira dia zaran raha misy natao ho amin 'ny siramamy na toekarena :
(trg)="7.1"> Det är mycket som diskuteras just nu .

(src)="12.4"> io zava-mihatra amin 'i # mabira rehetra io dia tsy momba ny siramamy na toekarena , fa toy ny jiolahim-boto izay mihevitra ny tenany ho matanjaka indrindra ao amin ’ ny tokotanin-tsekoly .
(src)="12.5"> Resaka mikasika vahoho sy fahefana tsy refesimandidy izany :
(trg)="7.2"> Den ugandiska Facebookanvändaren Osotto Denis undrar varför presidenten insisterar på att ge bort skogen och ifrågasätter om inte presidenten själv har kontakter i sockerindustrin :

# mg/2011_08_28_21426_.xml.gz
# sv/2011_08_155.xml.gz


(src)="1.1"> Filipina : Firohotana Mihàza Katsatsaka Tokay
(trg)="1.1"> Vansinnig tokaygeckojakt i Filippinerna

(src)="1.2"> Volana vitsy lasa izay , ny fihazàna ny Katsatsaka Tokay na Tuko amin 'ny fiteny Filipiana dia lasa irohotana tokoa ao Filipina , noho ny tatitra mandeha fa hoe vola be no ividianan 'ireo mpivarotra amin 'ny alalan 'ny aterineto ireo katsatsaka .
(trg)="1.2"> Sedan ett par månader har jakt på tokaygeckor eller " tuko " på filipino blivit populärt i Filippinerna eftersom det rapporteras att näthandlare köper ödlorna för stora summor pengar .

(src)="1.3"> Nanomboka ny fihazana rehefa niely ny tsaho fa afaka manampy amin 'ny fitsaboana ny aretin 'ny fahasemporana sy ny VIH / SIDA ny katsatsaka .
(src)="2.1"> Ny Sampan-draharahan 'ny Fahasalamana dia efa namoaka fanambarana izay mampahatsiahy ny vahoaka fa tsy marim-pototra ilay tsaho momba ny lanja ara-pahasalamanan 'ny katsatsaka :
(trg)="1.3"> Jakten påbörjades när rykten spreds om att ödlorna kan hjälpa mot astma och HIV / AIDS .

(src)="3.11"> Antony an-davitrisany maro no nahatonga ity varotra katsatsaka ity ho hosoka tahaka izany- hosoka fotsiny tsotra izao .
(src)="3.12"> Indrisy anefa , fa ny ankamaroan 'ireo vahoaka Filipiana dia tena mbola tsy mahalala mihitsy hoe toy ny ahoana ny fomba fiasan 'ny mpanao hosoka .
(src)="3.13"> Nampiseho ny pejy iray manontolon 'ilay tranonkala ihany koa ny mpitoraka bilaogy izay ahitàna ny fandefasana tolo-bidy tena tsy nampino ho an 'ny katsatsaka velona :
(trg)="2.1"> Hälsodepartementet har uttalat sig och påmint befolkningen om att det inte finns något stöd för detta :

# mg/2011_08_28_21489_.xml.gz
# sv/2011_08_171.xml.gz


(src)="1.1"> Libia : Tànan-Kavanan 'i Gaddafi , Abdessalem Jalloud Niondrana Nankany Italia
(trg)="1.1"> Libyen : Gaddafis högra hand Abdessalem Jalloud flyr till Italien

(src)="1.2"> Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin 'ny tatitra manokana ataonay momba ny Fikomian 'i Libia 2011 .
(trg)="1.2"> Det här är en artikel från vår specialbevakning av Revolten i Libyen 2011 .

(src)="2.1"> Ny vaovao avy any Libia dia miparitaka erak 'izao tontolo izao , noho ny nahazoan 'ireo mpihoko tsikelikely ny tanàna .
(trg)="2.1"> Nyheter från Libyen regnar över världen i takt med att stad efter stad tas av rebellerna .

(src)="2.2"> Ny vaovao lehibe iray nalaza , dia ny fitsoahan ' ny olo-maventy faharoan 'i Libia teo aloha , Abdessalem Jalloud nankany Italia tamin 'ny fiaramanidin 'ny zotram-pitateran 'i Malta nandalo tany Tonizia , araka ny nambaran 'ny olona ambony iray ao amin 'ny Governemanta Toniziana ankehitriny .
(trg)="2.2"> En stor nyhet var att Abdessalem Jalloud , Libyens förre number two lämnade landet och åkte till Italien på ett maltesiskt plan via Tunisien .
(trg)="2.3"> Detta bekräftas av en högt uppsatt tjänsteman i den tunisiska regeringen .

(src)="2.3"> Noraisin 'ny olona maro ho marika tsaran 'ny fahalavoan 'i Gaddafi ny fialàn 'i Jalloud .
(trg)="2.4"> Många ser Jallouds avhopp som ett gått tecken som förebådar slutet för Gaddafi .

(src)="2.4"> Kanefa , mbola maro no tsy nanadino ka nanambara tamin 'ny haino aman-jery ara-tsosialy fa i Jalloud dia mpamono olona foana tao amin 'ny fitondrana Libiana ary tokony hiatrika fitsaràna .
(trg)="2.5"> Många har dock inte glömt bort att förmedla via sociala medier att Jalloud fortfarande är en av den libyska regimens brottslingar och borde ställas inför rätta .

(src)="2.5"> Ny hafa nankasitraka ny fialàny ary nilaza fa efa nanandrana nanohitra an 'i Gaddafi izy taloha .
(src)="2.6"> Ireto ny sasantsasany amin 'ireo resaka maro avy amin 'ny Twitter .
(trg)="2.6"> Ett fåtal har välkomnat hans avhopp och sagt att han tidigare försökt opponera sig mot Gaddafi .

(src)="5.5"> Mandehana any amin 'ny afobe .
(trg)="2.7"> Här kommer fler Twitter-konversationer :

(src)="5.18"> Mpampiasa Twitter hafa nitsikera ny tafatafa nataon 'i Jalloud ho an 'ny Al-Jazeera sy ny toetra nasehony :
(trg)="3.1"> Den palestinska Twitter-användaren Nour ( @ nourj48 ) skrev :

# mg/2011_09_03_22038_.xml.gz
# sv/2011_09_234.xml.gz


(src)="1.1"> Ejypta : Mampiasa Twitter Hanampiana Fokontany Mahantra ao Kairo
(trg)="1.1"> Egypten : Använda Twitter till att hjälpa ett fattigt område i Kairo

(src)="1.2"> Rehefa hita ny herin 'ny valantserasera tamin 'ny revolisiona Ejipsiana , dia nanapa-kevitra hiara-hiasa amin 'ny fikambanana manao asa soa ao an-toerana ilay bilaogera Ejipsiana sady mpisiokantserasera Mahmoud Salem ( @ SandMonkey ) , mba hanampy azy ireo amin 'ny fanangonam-bola amin 'ny alalan 'ny fampiasana ny herin 'ny Twitter ka hanangana fotodrafitrasa amina faritra mahantra ao Kairo .
(trg)="1.2"> Det här inlägget är en del av vår specialbevakning Egypt Revolution 2011 ( Demonstrationerna i Egypten 2011 ) .
(trg)="2.1"> Efter att ha sett den enorma inverkan sociala medier haft på demonstrationerna i Egypten , bestämde sig den egyptiske Twitter- och blogganvändaren Mahmoud Salem ( @ SandMonkey ) för att sammarbeta med lokala ideella organisationer .

(src)="2.1"> Ezbet Khairalla , no iray amin 'ny faribohitry ny mahantra midadasika indrindra ao Ejipta , ahitana vahoaka manakaiky ny 650.000 .
(trg)="2.2"> Syftet var att hjälpa dem samla in pengar , genom att utnyttja Twitters inflytande , för att kunna erbjuda grundläggande samhällstjänster i ett utarmat bostadsområde i Kairo .

(src)="2.2"> Faribohitra izay manana velarantany 12 km toradroa eo ho eo ary miorina amin 'ny lembalembam-bato amin 'ny ilany atsimo ao Kairo .
(trg)="3.1"> Ezbet Khairalla är ett av de största oplanerade bostadsområdena i Kairo , med ett invånarantal på nära 650,000 .

(src)="2.3"> Na dia ao anatin 'ny fivondronan 'i Kairo aza i Ezbet Khairalla dia maro ny foto-drafitrasa tsy hita ao ; tsy ny lakan-drano fanariana rano maloto sy ny fanariam-pako ihany , fa eo ihany koa ny tsy fahatomombanan 'ny fampianarana , ny faharatsian 'ny tobim-pahasalamana ary ny fikarakarana ara-tsosialy .
(trg)="3.3"> Trots att Ezbet Khairalla befinner sig inom Kairos stadsgräns saknas de flesta grundläggande samhällstjänster ; inte bara avloppsunderhåll och sopphämtning , men fullvärdig utbildning , sjukvård och socialtjänster .

(src)="2.4"> Araka izany dia heverina ho toy ny taninketsen 'ny fandikan-dalàna sy ny rotaka ara-tsosialy ity faritra be mponina ity .
(trg)="3.4"> Följdaktligen betraktas detta tätbebodda område som bördig jord för brottslighet och socialt missnöje .

(src)="3.1"> Mpi-tweet nitsidika sekolin 'ankizy tao Ezbet Khairallah , Kairo .
(trg)="4.1"> Tweeps besökte ett dagis i Ezbet Khairallah , Kairo .

(src)="3.2"> Sary avy amin 'ny @ pakinamamer ( July 30 , 2011 )
(trg)="4.2"> Foto : @ pakinamamer ( 30 : e juli , 2011 )

(src)="4.1"> Sarina làlana ao EZbet Khairallah nalain 'i @ pakinamamer tamin 'ny Yfrog
(trg)="5.1"> Foto från gata i Ezbet Khairallah taget av @ pakinamamer på Yfrog

(src)="5.1"> Mba hanampiana amin 'ny fanatsarana ny fari-piainana ao Ezbet Khairalla , Khair Wa Baraka ( Peace and Plenty ) na ( Filaminana sy Fahabetsahana ) , fikambanana niorina tamin 'ny taona 2004 , no nanomboka niasa amina tetikasa momba ny fanabeazana , ny fahasalamana ary ny tontolo iainana , indrindra taorian 'ny fanadihadihana nataon 'izy ireo izay nampiseho fa ny olana lehibe indrindra ao amin 'io faritra io dia ny fitantanana ny fakofako matevina sy mitsiranoka ( rano maloto ) .
(trg)="6.1"> För att hjälpa till med att förbättra livskvaliteten för invånarna i Ezbet Khairalla började Khair Wa Baraka ( Peace and Plenty på engelska ) , en organisation som grundades 2004 , arbeta med utbildnings- , sjukvårds- och miljöprogram .
(trg)="6.2"> Detta särskilt efter att deras efterforskningar fann att det problem som bostadsområdet ansåg som viktigast att ta itu med var solitt och flytande avfall ( avlopp ) .

(src)="5.2"> Nanolotra fiara mpivezivezy momba ny fitsaboana sy ivom-pampianarana fitaratra ny fikambanana .
(trg)="6.3"> De tillhandahåller även medicinska karavaner och har utbildingscentrum i pilotstadiet .

(src)="6.1"> Noho ny fanohanan 'ny vahoaka ao amin 'ny Twitter , nahangona vola 2 tapitrisa Livre Ejipsiana ( maherin 'ny 330,000 dolara US ) ny fikambanana " Peace and Plenty " , ao ihany koa ny fanentanana natao tao amin 'ny faritra .
(trg)="7.1"> Med Twitters hjälp samlade Peace and Plenty in 2 miljoner egyptiska pund ( 2,400,000 svenska kronor ) och gjorde på köpet allmänheten medveten om bostadsområdet .

(src)="6.2"> Nantsoin 'i Salem hoe " tweetback " ( @ tweetbackevent ) ny fandraisana antanana nataony , nampiasaina tamin 'izany ny renivola sosialy avy amina mpisionkatserasera manintona izay nahavory mpanaraka manodidina ny 250 000 eo eo .
(trg)="7.2"> Salem kallade initiativet " tweetback " ( @ tweetbackevent ) och det hängde på 20 inflytelserika Twitter-användares sociala kapital , vilka sammanlagt har runt en kvarts miljon " followers " .

(src)="6.3"> Samy nahazo vola avy amin 'ny malalatanana ry zareo ka ny takalony dia fanaovana dokambarotra ny orinasa nanome amin 'ny mpanaraka azy .
(trg)="7.3"> Var och en av användarna samlade in pengar från donatorer , och i gengäld fick de företag som bidragit till insamlingen reklam spridd bland dessa " followers " .

(src)="6.4"> Nanao izay hampalaza ity fandraisana an-tanana ity koa ry zareo ary manazava amin 'ny olona ny fomba fandraisany anjara .
(trg)="7.4"> De skapade också ett surr runt initiativet och förklarade för människor hur de själva kan hjälpa till .

(src)="7.1"> M-Tweet nandrita ny hetsika Tweetback .
(trg)="8.1"> Twittrar från Tweetback-eventet .

(src)="7.2"> Sary avy amin 'i Rania Helmy , anisan 'ny mpikarakara .
(trg)="8.2"> Foto : Rania Helmy , en medorganisatör .

(src)="8.1"> Ny 26 Jolay 2011 , nikarakara hetsika fitadiavam-bola ny " Peace and Plenty " izay notontosaina tao amin 'ny hotely Marriott ao Kairo , izay nanambaran 'izy ireo fa vola 1,349,000 Livre Ejypsiana ( $ 226,600 ) no efa voaangona .
(trg)="9.1"> Peace and Plenty höll en insamling den 26 : e juli , 2011 på Marriott Hotel i Kairo där de tillkännagav att 1,349,000 EGP ( 1,615,000 SEK ) redan blivit insamlade .

(src)="9.1"> Ireo mpisiokantserasera izay nanatrika ny hetsika ihany koa dia ni-tweet momba ireo malala-tanana sy ny sandan 'ny vola nomeny , na orinasa mpanao zava-pisotro , na mpandraharaha ny fifandraisan-davitra , na koa mety malala-tanana mandà hilaza ny mombamomba azy .
(trg)="10.1"> De närvarande Twitter-användarna twittrade också om varje donator och hur mycket de gav , antingen det var ett dryckesföretag , en mobiloperatör , eller t.o.m. donatorer som vägrade avslöja sin identitet .

(src)="9.2"> Nametraka nomerao finday manokana ho an 'ny vahoaka ihany koa izy ireo mba ahazoana 3 Livre Ejypsiana ( $ 0.50 ) , ary mbola nampiasaina ihany koa ny Twitter entina nanaparitaka ny vaovao .
(trg)="10.2"> De tog också fram ett kortnummer för folk att ringa om de ville donera 3 EGP ( 3 kr och 50 öre ) , och återigen nyttjades Twitter för att sprida informationen .

(src)="10.1"> Manantena ireo mpikarakara ny Tweetback fa vao santatra ambavarano iny araka ny nosoratan 'i Salem tao amin 'ny bilaoginy , " Mbola ho avy ny manetsaben 'ny fandraisana antanana raha notohananao ny santatra ambavarano , izay noho ny anton-javatra maro sy maha-zavabaovao azy , dia miandry fatratra ny fanohananao . "
(trg)="11.1"> Tweetback-organisatörerna anser att detta bara är ett initialt steg , och som Salem skrev i sin blogg , " Fler av dessa initiativ kommer bara tas om ni visar stöd för detta första , vilket i kraft av sin timing , och nymodighet , är i desperat behov av er sponsring . "

(src)="10.2"> Faritan 'ny Peace and Plenty ho santionan 'ny “ faribohitra tsy voarafitra ” mila fampandrosoana i Ezbet Khairalla .
(trg)="11.2"> Peace and Plenty kallade Ezbet Khairalla en prototyp av ett " oplanerat område " i behov av utveckling .

(src)="10.3"> Angamba mety ho avy koa ny fandraisana andraikitra maromaro hafa hanampiana faribohitra tsy voarafitra hafa ihany koa .
(trg)="11.3"> Måhända ser vi snart fler initiativ för att också hjälpa andra oplanerad områden .

# mg/2011_09_05_21724_.xml.gz
# sv/2011_09_248.xml.gz


(src)="1.1"> Iran : " Fifohazan 'ny Islamika " Sa Fandresen 'ny OTAN Ao Libya .
(trg)="1.1"> Iran : " Islamiskt uppvaknande " eller seger för NATO i Libyen ?

(src)="1.2"> Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin 'ny fanadihadiana nataonay manokana momba ny Fikomiana any Libya 2011 .
(trg)="1.2"> Det här är en artikel från vår specialbevakning av Revolten i Libyen 2011 .

(src)="2.1"> Manohy am-pahalinana tokoa ny fanarahana ny fivoaran 'ny toe-draharaha any Libya ny vahoaka Iraniana , ka mirona tanteraka any amin 'ny tontolon 'ny aterineto amin 'ny fanaovana tsikera , lahatsoratra ary bitsika .
(trg)="2.1"> Iranska medborgare fortsätter att följa den senaste utvecklingen i Libyen med stort intresse och flödar cyberrymden med kommentarer , inlägg och twittringar .

(src)="3.1"> Rehefa nantsoin 'ireo olo-manan-kaja sy diplaomaty Iraniana sasantsasany hoe ¨ Fifohazan 'ny Islamika ¨ , ny Revolisionan 'i Libya , dia namoaka sary iray ny bilaogera Iraniana Bedone Onvana izay nahitàna tsy mpankasitraka an 'i Qaddafi iray eo am-panorohana ny sainam-pirenena Amerikana , miaraka amin 'ny teny fanesoana : ¨ Fifohazan 'ny Islamika ! ¨ .
(trg)="3.1"> Samtidigt som vissa iranska ämbetsmän och diplomater kallar Libyens revolution för " ett islamiskt uppvaknande " , publicerade den iranske bloggaren Bedone Onvan ett foto av en rebell och tillika Qaddafi-motståndare som kysser USA : s flagga , med den ironiska bildtexten : " Islamiskt uppvaknande ! "

(src)="4.1"> Manoratra i Andishe :
(trg)="4.1"> Andishe skriver :

(src)="4.2"> Tsy mbola mazava tsara ihany ho an 'ny mponina Libyanana ho tsara na tsia ny fanohanan 'ny OTAN ny fanonganana ny fitondran 'i Qaddafi .
(trg)="5.1"> Det är fortfarande inte klart ifall NATO : s medverkan till att störta Qaddafis regim i slutändan kommer att gynna den libyska befolkningen .

(src)="4.3"> Kanefa mazava izany , fa raha tsy eo ny fanampian 'ny OTAN dia tsy ho tanteraka mihitsy ny fanonganana ilay Libiana mpanao didy jadona .
(trg)="5.2"> Men det är att uppenbart att utan NATO : s hjälp skulle det vara omöjligt att göra sig av med den libyska diktatorn .

(src)="4.4"> Raha ny hevitro manokana , ny mpanao didy jadona izay mamono ireo mpiray tanindrazana aminy sady tsy manisy olana ny fanaovana heloka bevava mahatsiravina , dia tsy mba hihetsika raha tsy miditra an-tsehatra ny be sandry .
(trg)="5.3"> Min åsikt är , att diktatorer som mördar sitt eget folk och inte ser något problem i att begå vad än otänkbart brott , kommer inte att försvinna från scenen tills det att en mäktigare hand ingriper .

(src)="4.5"> Royal Air Force fiaramanidina Typhoon taorian 'ny iraka tany Libya ny 20 Martsa 2011 .
(trg)="5.4"> Royal Air Force Typhoon-flygplan efter ett uppdrag i Libyen den 20 : e mars , 2011 .

(src)="4.6"> Avy amin 'i O.T.A.N. ao amin 'ny Flickr ( fampiasàna mangarahara nahazoan-dàlana ) .
(trg)="5.5"> Foto : N.A.T.O. på Flickr (

(src)="5.1"> Nametraka fanontaniana iray tamin 'ireo mpamaky azy i Bamdadi hoe : ¨ Iza no firenena manana isa ambony indrindra amin 'ny fampivoarana ny olona ao Afrika ? "
(trg)="6.1"> Bamdadi ställer sina läsare frågan : " Vilket land i Afrika har högst poäng på Human Development Index ? "

(src)="5.2"> Rohy iray namaly ny fanontaniana : i Libya izany !
(trg)="6.2"> En länk ger svaret på frågan : det är Libyen !

(src)="5.3"> Manampy ilay bilaogera , " izay indrindra , izany dia talohan 'ny nipoahan 'ny ady an-trano tao amin 'ny firenena . "
(trg)="6.3"> Bloggaren tillägger , " Givetvis var detta innan inbördeskrig bröt ut i landet " .

(src)="5.4"> Tao aminà lahatsoratra hafa iray , dia nilaza i Bamdadi :
(trg)="6.4"> I ett annat inlägg säger Bamdadi :

(src)="5.5"> Tsy azoko hoe nahoana no tokony hahafaly ny Iraniana ny fahombiazan 'ny OTAN sy ireo firenena Tandrefana ny amin 'ny fitondrana amin-kery antoko politika vaovao any Libya ? ... Angamba heverin-dry zareo fa ny dia mety ho dingana iray hahatongavana any amin 'ny fahafahana ?
(trg)="6.5"> Jag förstår inte varför NATO : s och västerländska länders framgång i att föra en ny politisk grupp till makten skulle göra vissa iranier glada ? ...
(trg)="6.6"> Kanske tror de att en skulle föra landet ett steg närmare frihet ?

(src)="5.6"> Azo antoka fa mivazivazy izy ireo .
(trg)="6.7"> De måste skämta .

(src)="5.7"> Tsy nino an 'izay ireo firenena nandaroka baomba an 'i Libya .
(trg)="6.8"> Länderna som bombade Libyen trodde inte på det .

(src)="5.8"> Fahafahana inona ?
(trg)="6.9"> Vilken frihet ?

(src)="5.9"> Tena vendrana mihitsy ianao raha mino izany ... ny fahafahana dia tokony homen-danja kely kokoa farafaharatsiny nohon 'ny fidirana an-tsehatry ny tafik 'ireo firenena matanjaka sy ny famotehana ireo firenena osa amin 'ny alalan 'ny fampiasàna fitaka .
(trg)="6.10"> Man måste vara väldigt naiv för att tro på det ... frihet borde bära åtminstone lite mer mening än att världens mäktigaste länders militär ingriper och ödelägger ett klent land med hjälp av luriga knep .

(src)="5.10"> Manoratra i Secular :
(trg)="6.11"> Secular skriver :

(src)="5.11"> Ny fahasamihafàna eo amin 'ny Iraniana sy Libyana dia ny fanohanan 'ity farany ireo mpanao politika fanta-daza nandositra ny fitondran 'i Qaddafi , raha tsy nanohana ny Mir Hussein Mousavi ny Iraniana sasantsasany na dia tsy teo amin 'ny fitondrana mahefa andritran 'ny 20 taona teo ho eo aza izy .
(trg)="6.12"> Skillnaden mellan iranier och libyer är att de sistnämnda stödde avhoppade politiska personligheter som bröt med Qaddafis regim , medan vissa iranier inte ville stödja Mir Hussein Mousavi trots att han stått utanför regimens maktstruktur i ungefär 20 år .

(src)="5.12"> Matetika ny Iraniana no miteny fa dia mitovy avokoa .
(trg)="6.13"> Iranier säger vanligtvis att de är alla likadana .

(src)="5.13"> Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin 'ny fanadihadiana nataonay manokana momba ny Fikomiana any Libya 2011 .
(trg)="6.14"> Det här är en artikel från vår specialbevakning av Revolten i Libyen 2011 .

# mg/2011_09_08_22230_.xml.gz
# sv/2011_09_279.xml.gz


(src)="1.1"> Vehivavy Afrikana Miezaka ho Mpitondra Fanjakana
(trg)="1.1"> Afrikanska kvinnor strävar efter att bli statsöverhuvuden

(src)="1.2"> Nisantatra ny lalana i Ellen Johnson-Sirleaf tamin 'ny taona 2006 , raha voafidy ho Filohan 'i Liberia ary nanjary vehivavy Afrikanina voalohany tafakatra amin 'ny toerana ambony indrindra .
(trg)="1.2"> Ellen Johnson-Sirleaf banade väg år 2006 när hon valdes till Liberias president och blev den första afrikanska kvinnan att nå denna högsta post .

(src)="1.3"> Nanomboka hatreo , dia maro ireo vehivavy Afrikanina nanapa-kevitra hirotsaka hofidiana filoham-pirenena , vao haingana indrindra tao Benin , Kamerona , Ganà , Ginea , Repoblika Demokratika Kongo ary Nizera .
(trg)="1.3"> Sen dess har flera afrikanska kvinnor beslutat sig för att ställa upp i presidentval , senast i Benin , Kamerun , Ghana , Guinea , Demokratiska republiken Kongo och Niger .

(src)="1.4"> Samy nanana ny fahombiazany avokoa ny fizotry ny fampielezan-kevitra notanterahin 'izy ireo hatreto ary vitsy ireo manantena fa hahavita hanaradia an 'i Johnson-Sirleaf izy ireo amin 'izao fotoana izao .
(trg)="1.4"> Kampanjernas resultat har hitintills varierat i framgång och få av dem förväntas än så länge följa i Johnson-Sirleafs fotspår .

(src)="1.5"> Mbola maro ireo fifidianana hotontosaina ao Afrika mandritra ny taona 2011-2012 ary tsy azo isalasalana fa dingana iray mankamin 'ny làlan-tsara ho an 'ny kaontinanta ny fitomboan 'ny kandidà vehivavy izay mbola mitolona ankehitriny ny amin 'ny fisoloan-tena ara-drariny mba hisian ' ny vitsy an 'isa ao anatin 'ny rafitra politika .
(trg)="1.5"> Ändå har många afrikanska länder val planerade för 2011-12 och det växande antalet kvinnliga kandidater är otvivelaktigt ett steg i rätt riktning för en kontinent vars politiska system ännu stöter på problem när det kommer till rättvis representation av minoriteter .

(src)="2.1"> Clarisse Juompan-Yakam namoaka lahatsoratra momba ny lohahevitra , izay nanamarika fa maro ireo hevitra itovizan 'ireo kandidà : matetika dia nahavita fianarana ambony izy ireo , mpanao politika mijoro amin 'ny heviny ka sahy nirotsaka an-tsehatra amin 'ny adihevitra ampahibemaso tahaka ny mpiaro ny zon 'olo-tsotra .
(trg)="2.1"> Clarisse Juompan-Yakam skrev en djupgående artikel i ämnet , där hon påpekar att kandidaterna delar många liknande egenskaper : de är ofta välutbildade , ihärdiga politiker som till en början involverade sig i den offentliga debatten genom medborgarrättsaktivism .

(src)="3.1"> Nizera
(trg)="3.1"> Niger

(src)="4.1"> Nanoratra i Juompan-Yakam fa i Mariama Bayard Gamatié , izay resy tamin 'ny fifidianana filoham-pirenena farany teo tao Nizera , dia tsy faly noho ny tsy fahampian 'ny fandefasan 'ny fampahalalam-baovao ny fampielezan-kevitra nataony :
(src)="4.2"> Tsy ekena ny fitrandrahana tsy manara-dalàna rehetra eto Madagasikara .
(src)="4.3"> Mikasika ny fitrandrahana ny andramena , dia efa nanomboka ny taona 2001 no nisian ’ izany voalohany .
(trg)="4.1"> Juompan-Yakam skriver att Mariama Bayard Gamatié , som nyligen förlorade i Nigers presidentval , var besviken över den bristande mediabevakning hennes kampanj fick :

# mg/2011_09_13_22286_.xml.gz
# sv/2011_09_316.xml.gz


(src)="1.1"> Meksika : Hero Reports , Fampidirana An-tsarintany Ireo Hetsika Mahafinaritra
(trg)="1.1"> Mexiko : Hero Reports kartlägger vänliga handlingar

(src)="1.2"> Dikasarin 'ny sarintanin 'ny Juarez avy amin 'ny Heroreports .
(trg)="1.2"> Skärmdump från Juarez Heroreportskarta

(src)="2.1"> Ny Heroreports dia tetikasa tsy itadiavan-tombotsoa manokana naompana tamin 'ny fanangonana vaovao avy eny ifotony sy fananganana sarintany itaterana ny risika sy ny fitondrantena mendriky ny olom-pirenena eny anivon 'ny fiainam-piarahamonina eny .
(trg)="2.1"> Heroreports är ett ideellt projekt som hänger sig till crowdsourcing och att kartlägga rapporter om mod bland medborgare samt positiva sociala beteenden .

(src)="2.2"> Nanomboka tao Ciudad Juárez , Meksika izy ity , toy ny hoe fandraisana andraikitra nataon 'ny Foibe MIT ho an 'ny Media-n 'olon-tsotra antsoina hoe " Crónicas de Héroes " , eo ambany fitarihan 'i Yesica Guerra , mpikaroka iray momba ny fanomezana endrika amam-bika ny tanàn-dehibe tafiditra anatin 'ny fanomanana diplaoma ambony Master amin 'ny Foto-drafitrasa sy Fanitarana ny Tanàn-dehibe avy amin 'ny MIT .
(trg)="2.2"> Det började i Ciudad Juárez , México på MIT Center for Civic Medias initiativ .
(trg)="2.3"> Det kallades för " Crónicas de Héroes " och leddes av Yesica Guerra , en forskare inom stadsplanering med en mastersexamen i arkitektur och stadsplanering från MIT .

(src)="2.3"> Ciudad Juarez fantatra amin 'ny maha-iray azy amin 'ireo tanàn-dehibe isan 'ny be herisetra indrindra eto an-tany , noho ny fisian 'ny herisetra ataon 'ny ' cartel ' -n 'ny zava-mahadomelina sy ny vono olona miharo fanolanana .
(trg)="2.4"> Ciudad Juarez är känd för att vara en av de mest våldsamma städerna i världen på grund av dess våld som är relaterat till drogkarteller och kvinnomord .

(src)="3.1"> Manoritsoritra ny tetikasa i Yesica Guerra ao anatin 'ity lahatsary iray ity , tafatafa niarahana tamin 'ny bilaogin 'ny Knight Foundation :
(trg)="3.1"> Yesica Guerra beskriver projektet i denna videointervjun med Knight Foundation-bloggen :