# mg/2008_11_28_1387_.xml.gz
# sr/2008_11_mombaj-taj-hotel-gori_.xml.gz


(src)="1.1"> Mumbai : May ny Taj Hotel
(trg)="1.1"> Mombaj : Hotel Taj Gori | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="1.2"> Misy ny maneho ny sary nopihany amin 'ny flickr sy any amin 'ny toeran-kafa ankoatra izay asehon 'ny fampahalalam-baovao mahazatra .
(trg)="2.1"> Pojavljuju se fotografije na flickr i drugim mestima , koje nam dozvoljavjau pogled preko onoga što nam pružaju službeni mediji .

(src)="1.3"> Sary maro dia maro ohatra no asehon 'i Arun Shanbhag amintsika ka hatramin 'ny ra mandriaka , ny diantsaoka ka hatramin 'ny fahamaizan 'ny Taj Hotel .
(trg)="2.2"> Arun Shanbhag ima post koji je pun fotografija – od bazena punih krvi , do znakova napisanih kredom i Taj Hotel-a koji gori .

(src)="1.4"> Azonao jerena ato ny ao amin 'ny flickr .
(trg)="2.3"> Više njegovih fotografija sa flickr-a se može naći ovde .

(src)="2.1"> Ity indray ny sarin 'ny Taj hotel tanatin 'ny afo nalain 'i Soumit Kar .
(trg)="4.1"> Soumit Kar-ova fotografija Taj Hotela koji gori .

(src)="2.2"> Sarin 'ny trano fandraisam-bahiny teo ihany nalain 'i Mayank Austen Soofi tamin 'izy may ny alina .
(trg)="4.2"> Fotografija istog tog hotela koju je snimio Mayank Austen Soofi – noću , dok je hotel goreo .

(src)="2.3"> Ashesh Shah kosa naka ny sarin 'ny nanorenana ireo tohatra fianihana sy fibatana enta-mavesatra hanatanterahana ny asam-pamonjena voina .
(trg)="4.3"> Ashesh Shah ima fotografijiu merdevina i dizalica koje su postavljane kod hotela da bi se pomoglo u spasavanju .

(src)="3.1"> Toerana malaza ahafantarana an 'i Mumbai ny Taj Mahal Hotel .
(trg)="5.1"> Taj Mahal Hotel je značajna građevina u Mombaju .

(src)="3.2"> Sary aseho mandrakariva ho toy ny fivantanana aorian 'ny varavaram-be fidirana any India , toerana manantantara fivantanan 'ny olona malaza manerantany ny efitrano ao .
(trg)="5.2"> Može se često videti na fotografijama kao pozadina za Odlazak u Indiju , to je zgrada baštine , koja je imala nekoliko svetski poznatih ličnosti u svojim odajama kao goste .

(src)="3.3"> Ny tena nanohina ny mpamaham-bolongana moa dia mbola eo ampirehetana ilay toerana , ary efa ravan 'ny afo ny efitra ambony .
(trg)="5.3"> Neki blogeri su bili šokirani time što u zgradi još gori vatra , a gornji sprat izgleda kao da je vatrom uništen .

# mg/2008_12_09_1420_.xml.gz
# sr/2008_12_egipat-definisanje-terorizma_.xml.gz


(src)="1.1"> Ezypta : Famaritana ny fampihorohoroana
(trg)="1.1"> Egipat : Definisanje terorizma | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="2.1"> Mpamaham-bolongana Ezypsiana City Bird no nanao ity lahatsoratra manaraka ity :
(trg)="2.1"> Egipatski bloger City Bird napisao je sledeći blog :

# mg/2008_12_10_1425_.xml.gz
# sr/2008_12_egipat-poziv-na-komemoraciju-sadamu-huseinu_.xml.gz


(src)="1.1"> Ezypta : Antso ho fahatsiarovana an 'i Saddam Hussein
(trg)="1.1"> Egipat : Poziv na komemoraciju Sadamu Huseinu | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="2.1"> Amin 'izao tsingerintaona faharoa namonoana ny filoha Irakiana teo aloha Saddam Hussein izao , ary noho ny fiaraha-mientan 'ny fiaraha-monina Irakiana any Kairo , dia niantso hanao hahatsiarovana ny Filoha irakiana teo aloha ny antoko politika dimy any Ezypta .
(trg)="1.2"> Na drugu godišnjicu pogubljenja zbačenog iračkog predsednika Sadama Huseina , a u saradnji sa Iračkim društvom u Kairu , pet egipatskih političkih stranaka pozvalo je na komemoraciju pokojnom predsedniku .

(src)="3.1"> Taorian 'ny nanatsongana lahatsoratra tao amin 'ny Gazety Al Youm 7 , no nanoratra ny Ezypsiana iray :
(trg)="2.1"> Jedan Egipćanin je napisao sledeće , posle navođenja novina Al Youm 7 :

# mg/2008_12_06_1413_.xml.gz
# sr/2008_12_hrvatska-svade-oko-anti-sadaner-grupe-na-facebook-u_.xml.gz


(src)="1.1"> Kroasia : Vondrona Facebook-n 'ny mpanohitra an 'i Sanader nampiady hevitra
(trg)="1.1"> Hrvatska : Svađe oko anti-Sanader grupe na Facebook-u | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="2.1"> Diso fanantenana amin 'ny mpitondra azy ankehitriny ny vahoaka kroaty eo amin 'ny fitantanana ny toe-karena matotra ka maneho izany eny an-dalambe sy amin 'ny aterineto .
(trg)="1.2"> Hrvatska vlada je naljutila svoj narod zato što treba da predstavi realan ekonomski plan , i zato je narod izašao i na Internet i na ulice .

(src)="2.2"> Mivantana any amin 'ny praiminisitra Ivo Sanader moa ny ankamaroan 'ny tsikera ary nahatonga ny famoronana ny vondrona Facebook iray antsoina hoe : “ manao fanamby aminareo aho fa hahita mpampiasa Facebook 5 000 tsy tia an 'i Sanader ianareo ! ” .
(trg)="1.3"> Veći deo ljutnje je pao na Predsednika Vlade Ivu Sanadera , što je potstaklo pokretanje Facebook Grupe : ’ Kladim se da ću naći 5000 Facebook korisnika koji ne vole Sanadera ! ’

(src)="2.3"> Mazava loatra fa nahazo mpikambana 15 000 izy amin 'izao fotoana anoratana izao .
(trg)="1.4"> Naravno , dok ovo pišem , ova grupa ima mnogo više od 15,000 članova .

(src)="3.1"> A screenshot of the Facebook group .
(trg)="4.1"> Slika Facebook Grupe

(src)="4.1"> Nanana olana , araka ny nampitain 'i Svetlana Gladkova ao amin 'ny Profy , ny mpanorina ny vondrona Niksa Klečak teo ho eo :
(trg)="5.1"> Kako Svetlana Gladkova prenosi na Pofy , Nikša Kleček , pokretač grupe , zapao je nedavno u nevolje :

(src)="4.2"> … ny olana fototra dia tsy vitan 'ny hoe olom-pirenena tsotra tsy faly amin 'ny praiminisitrany sy ny fomba itantanana ny toe-karenan 'ny governemanta ilay zalahy ity - fa izy koa no filohan 'ny sampan 'ny tanora SDP ( Antoko sosialy demaokraty ) izay mpanohitra ny fitondrana any Kroasia … Fa tafahoatra kosa ny toe-draharaha omaly raha nosamborin 'ny polisy izy satria nolazain 'ny polisy fa mitazona marika sy ny fampielezan-kevitra Nazi sy ny ao an-trano .
(trg)="6.1"> ... glavni problem je bio taj što taj dečko nije samo neki običan građanin koji je nezadovoljan s Predsednikom Vlade i vladinim finansijskim planom ; on je , ustvari , predsednik jedne od lokalnih grana podmlatka SDP-a ( Socijal Demokratska Partija ) , koja je opozicija Hrvatske vlade ...

(src)="4.3"> Rehefa tsy nahita porofo moa ry zareo dia nolazaina indray fa manana fifandraisana amin 'ny sary fametavatana ankizy izy ary antony hafa nisamborana azy koa izany .
(src)="4.4"> Kelikely taorian 'izay moa dia navotsotry ny polisy i Niksa Klecak noho ny tsy fahampian 'ny porofo saingy hipoky ny resaka momba ity nataon 'ny polisy ity ny fampahalalam-baovao tao an-toerana sy ny tambajotram-piarahamonina .
(trg)="6.2"> Ali rezultat ove situacjie je jednostavno sramotan pošto je policija juče uhapsila ovog dečka zato što je u svom domu imao neke nacističke simbole i propagandni materjial .

(src)="6.1"> Eto Kroasia , voarara ny fihaonana virtoaly ao amin 'ny Facebook .
(src)="7.1"> Tsy azoko eritreretina ny mety hanjo ireo mpivarotra saribakoly Vaudou manana ny endrik 'ilay tsy lazaiko izay fa fantatrareo any afovoan-tanànan 'i Zagreb .
(src)="8.1"> … Taorian 'iny toe-javatra iny dia misy ny hafatra ho an 'ny rehetra .
(trg)="6.3"> Pošto nisu mogli naći nikakve dokaze , oni su tvrdili da ima negde veze sa dečjom pornografijom i da bi to mogao biti drugi razlog zbog zatvaranja .

(src)="8.5"> Noho izany , any amin 'ny aterineto ny Mafia ary mafana fo ao amin 'ny Facebook izay mandravarava zavatra maro tsy voatanisa intsony eto amin 'ny firenena .
(src)="8.6"> Efa niala bala tamin 'ny fomba ofisialy ity raharaha ity ny Praiminisitra Sanader , ary ny BBC no nitatitra fa tsy avy aminy izy mihitsy ( ny fisamborana ) , “ … Tsy misy tokony hosamborina na hotazonina noho ny fahasamihafam-pijery . ” mazaa loatra fa mifanohitra amin 'izay inoan 'i Klečak izany araka ny voasoratry Marko Biočina ao amin 'ny Tyche ( HRV ) :
(trg)="6.4"> Na kraju je policija pustila Niksu Klečeka zbog nedostatka dokaza , ali društvene mreže i lokalne medije su pune priča o ovim akcijama policije .

(src)="8.7"> Klečak , izay tsy mpikambana ao amin 'ny fikambanam-panoherana notontosaina ny 5 desambra , araka ny teniny voalohany , no nandresy lahatra fa baiko avy any Zagreb mivantana ny fisamborana azy .
(trg)="8.1"> Veoma važno mišljenje o besmislenosti ovog hapšenja čulo se od stane Vesne Škare Ožbolt , koja je bila član Sanaderovog kabineta .

(src)="8.8"> Anisan 'ny anatin 'ny hetsika nizotra tao anatin 'ny andro vitsy izay ny “ fandraisana andraikitra hanohitra ” , izay nitarika ny maro hiantso amin 'ny fihetsehana izay araka ny voasoratra ao amin 'i Opurba ( HRV ) :
(trg)="8.2"> Napisala je na svom blogu , Funky Politika ( HRV ) :

# mg/2008_12_19_1357_.xml.gz
# sr/2008_12_neka-svet-nastavi-da-govori-dajte-donaciju-global-voices-u_.xml.gz


(src)="1.1"> Fikiro ilay tontolo miteny-manomeza ho an 'i Global Voices !
(trg)="3.1"> Upravo smo postavili našu online stranicu za donacije .

(src)="2.1"> Vao nanokatra ny takelaka an-tserasera hanaovana fanampiana izahay izao ary manantena fa mba heverinao ny hanohana ara-bola ny Global Voices .
(trg)="3.2"> Nadamo se da ćete razmisliti o pružanju podrške Global Voices-u u vidu novčanih priloga .

(src)="2.2"> Efa misy tokoa ny mpanohana ara-bola anay miezaka ny mamonjy aanay araka izay tratrany , mila fanohanana bebe kokoa sy avy amin 'ny isam-batan 'olona izahay ahafahanay hahaleo tena , afaka ary manam-paharetana , indrindra amin 'izao fotoanan 'ny fahasarotana izao .
(trg)="3.3"> Sponzori su nam pomogli da dospemo ovako daleko , ali nama je potrebna podrška naših čitalaca kako bismo ostali nezavisni , slobodni i nastavili sa radom , naročito u ovim teškim vremenima .

(src)="3.1"> Ity olana ity no manamarika ny faha-efataona nivorian 'ny mpamaham-bolongana avy amin 'ny lafy valon 'izao tontolo izao tao amin 'ny Harvard University niresaka ny ahafahan 'ny bolongana ( bilaogy , blaogy ) sy ny haitao vaovao manatsara ny fifampiresahana manerantany sy miaro ny fanehoan-kevitra politika , niteraka ny fiforonan 'ny Global Voices .
(trg)="4.1"> Ovog meseca se obeležava četvrta godišnjica od kada se grupa blogera iz celog sveta okupila na Harvardu i razgovarala o tome kako bi blogovi , a potom i ostale nove tehnologije mogli poboljšati globalni online dijalog i političko zastupanje , što je rezultiralo osnivanjem Global Voices .

(src)="3.2"> Ankehitriny efa manana firaisankinan 'olona mpanolotena hanoratra sy handika teny mihoatra ny 150 izahay ary manana toniam-paritra sy tonian 'ny fandikanteny mahaleo tena mihoatra ny 20 , ary iray amin 'ireo sehatra fampitam-baovao vaovao ifandrimbonana avy amin 'ny firenena an-dalam-pandrosoana .
(trg)="4.2"> Danas smo mi zvučno ime sa više od 150 aktivnih autora i prevodilaca volontera i više od 20 honorarnih regionalnih i jezičkih urednika , i vodeća aktivna media news soba za glasove iz zemalja u razvoju .

(src)="4.1"> Ny fanampianao dia mampahery anay tokoa ny ezaka maharitra ataon 'ny mpanoratra sy ny mpandika teny hitondra mandrakariva ny vaovao any amin 'ny faritra miady , tratran 'ny voina , ary any amin 'ireo sehatra mitolona ho amin 'ny fahalalaham-pitenenana .
(trg)="6.1"> Vaša donacija će pomoći našim autorima i prevodiocima koji rade 24 sata da bi Vam pružili najnovije informacije iz područja u kojima se dešavaju sukobi , prirodne katastrofe kao i informacije sa prvih linija fronta u borbi za slobodu izražavanja .

(src)="5.1"> Na dia fandraisana anjara kely aza dia efa ahafahana mandoa ny lany amin 'ny fandanian 'ny serasera ( server ) , ny vola aloan 'ny tonia isam-bolana , ary ekipa mpitarika kely ihany .
(trg)="7.1"> Čak i mali prilog će pomoći da se plate troškovi servera , honorari za urednike i članove malobrojnog rukovodećeg tima .

(src)="6.1"> Ny fanampiana fanampiny dia ahafahanay havitrika amin 'ny fandikana ny votoatin 'ny lahatsoratra avoakanay ho amina fiteny mihoatra ny 15 , sy manampy ihany koa teny hafa mba ho ampidirina , mba hananan 'ny fampitam-baovao matihanina sy ny tsirairay manerantany mahazo loharanom-baovao isan-karazany avy amin 'ny fampitam-baovaon ' olo-tsotra anatin 'izao fotoana mampatahotra ny fakam-baovao sy ny fampitana azy eo amin 'ny sehatra iraisam-pirenena izao .
(trg)="8.1"> Dodatno finansiranje će nam pomoći da nastavimo sa aktivnim prevođenjem naših sadržaja na više od 15 jezika , i da dodamo nove jezike .
(trg)="8.2"> Tako bi osigurali da pojedinci i profesionalci širom sveta imaju pristup raznovrsnim glasovima iz građanskih medija u vreme kada je izveštavanje o međunarodnim događajima izloženo ozbiljnim pretnjama .

(src)="7.1"> Manomeza izao ho an 'i Global Voices , ary ambarao ( asehoy ) ny fandraisana anjaranao amin 'ny fanomezana vahana ireo tantara , sary sy lahatsary avy amin 'olo-tsotra manerantany mampiasa ny aterineto hifandraisany amin 'ny mponin 'izao tontolo izao namany ( ianao izany ! ) .
(trg)="10.1"> Dajte donaciju za Global Voice i pokažite da podržavate širenje priča , slika i videa od strane običnih ljudi širom sveta koji koriste Internet da bi komunicirali sa svojim prijateljima širom sveta .

(src)="8.1"> Misaotra tompoko !
(trg)="11.1"> Hvala vam !

# mg/2008_12_17_1263_.xml.gz
# sr/2008_12_prijavite-se-na-global-voices_.xml.gz


(src)="2.1"> Afaka mandefa mailaka ( amin 'ny endrika miloko ) isan 'andro , isan-kerinandro sy filazana manokana ho an 'ny mpamaky ankehitriny ny Global Voices izay miezaka ny hanamora sy hanatsara mandrakariva ny fampitana vaovao iraisam-pirenena araka ny voalazan 'ny mpamaham-bolongana .
(trg)="1.2"> Čitaocima koji lako i na atraktivan način žele da budu u toku sa međunarodnim događajima o kojima pišu blogeri , Global Voices sada e-mail-om šalje informacije o dnevnim , nedeljnim i specijalno objavljenim postovima .

(src)="5.1"> Amin 'ny mahampamaky Global Voices anao , dia fantatrao tsara ny fahamatoranay sy ny fiezahanay hampifandray mandrakariva ny mponina .
(trg)="3.1"> Kao Global Voices 'ov čitalac , znate da vrlo ozbiljno gradimo mostove među ljudima .

(src)="5.2"> Miangavy anao izahay hanao famandrihana ( maimaipoana ) amin 'ny lisitra imailakanay !
(src)="5.3"> Afaka mifidy tsara ianao amin 'izay fepotoana ( fahatetehana ) hahenoanao vaovao avy aminay .
(trg)="3.2"> Zato vas molimo da se prijavite na našu mailing listu i izaberite koliko često želite da nas čitate .

(src)="6.1"> Ankoatra izany hifanampiana ihany koa ?
(trg)="4.1"> Želite li da pomognete više ?

(src)="6.2"> Miangavy anao izahay hampirisika ny fianakavianao , ny namanao , ny mpiara-miasa aminao hamandrika amin 'ny alalan 'ny mailaka ny Global Voices ihany koa .
(trg)="4.2"> Molimo vas da ohrabrite članove vaše porodice , prijatelje i kolege da se prijave na Global Voices mailing listu .

(src)="6.3"> Arakaraky ny hamaroan 'ny mponina no hahatsara ny fifampiresahana ankapobeny .
(trg)="4.3"> Što više ljudi učestvuje u ovoj vrsti konverzacije , utoliko je ona bolja .

(src)="7.1"> Misaotra tompoko !
(trg)="5.1"> Hvala vam !

(src)="8.1"> Ho antsika rehetra hafa kosa , mbola mandeha soa aman-tsara ny RSS feeds .
(src)="8.2"> Solana Larsen
(trg)="6.1"> Za sve ostale postoji RSS feeds .

# mg/2008_12_12_1431_.xml.gz
# sr/2008_12_srbija-facebook-grupa-srpskih-nacionalista_.xml.gz


(src)="1.1"> Serbia : Vondrona mpanandratra firenena Serba ao amin 'ny Facebook
(trg)="1.1"> Srbija : Facebook grupa srpskih nacionalista | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="2.1"> " Antsilava , tadivy , Srebrenica ! "
(trg)="1.2"> " Nož , žica , Srebrenica " je jedan od omiljenih slogana srpskih nacionalista .

(src)="2.2"> ( Nož , Žica , Srebrenica ! ) no iray amin 'ny teny filamatra tian 'ny mpanandratra ny Serba indrindra ; mampahatsiahy ny Fandripahana tao Srebrenica tamin 'ny taona 1995 indrindra izany .
(trg)="1.3"> On aludira na masakr u Srebrenici 1995 .

(src)="3.1"> Nisy ny fotoana nitsangana ny vondrona Facebook iray ( SRP ) manana mpikambana 1 045 mitondra io anarana io sy vondrona iray hafa manohitra azy ( SRP , ENG ) kosa manana mpikambana 10 584 ary mitaky ny mpandrindra ny Facebook hanakatona ny vondrona NOŽ ŽICA SREBRENICA ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! satria " manome voninahitra ny fandripahan-dehilahy sy zazalahy 8000 nitranga tany Srebrenica " io vondrona io .
(src)="3.2"> Fanampin 'izany , dia mampiely ny fankahalana ny miozolomana rehetra ity vondrona ity raha jerena ny soratra hoe “ za sve koje mrze Muslimane ” izay midika hoe “ Ho an 'izay rehetra mankahala Miozolomana . ”
(src)="3.3"> Tezitra ka namaly am-pihenjanana tao amin 'ny bolongany ny mpamaham-bolongana Serba Nikola Knežević , ka nirohy tamin 'ny vondrona Facebook roa tonta .
(trg)="2.1"> Nedavno se pojavila Facebook grupa sa istim imenom i sa 1,045 članova kao i suprotstavljena grupa čijih 10,584 članova apeluje kod administratora Facebook-a da zatvori grupu " Nož , žica , Srebrenica ! ! ! " zato što " glorifikuje genocid koji se dogodio u Srebrenici , gde je ubijeno 8,000 odraslih muškaraca i mladića " .

(src)="3.4"> Tamin 'ny zavatra maro nosoratany no nanoratany ( SRP ) :
(trg)="2.2"> Onog čega se normalan čovek stidi , budala se ponosi .

(src)="3.5"> Menatra amin 'izay zavatra mampireheraha ny adala ny olona salama saina .
(src)="3.6"> After everything … Taorian 'ny fihetsika maharikoriko nataon 'ny Maingoka nandripaka ny Miozolomana , tsy mazava amiko mihitsy ny mahatonga ny tanora ho heniky ny fankahalana ny olona hafa tsy mitovy ( finoana ) amin 'izy ireo …
(trg)="2.3"> Posle svega ... posle onih gnusnih snimaka na kojima Škorpioni likvidiraju Muslimane , nije mi jasno kako neko tako mlad može da bude zadojen tolikom mržnjom prema nekom ko je drugačiji od njega ...

(src)="3.7"> Nahazo hafatra mihoatra noho ny 270 izy tamin 'io lahatsoratra nataony io .
(trg)="2.4"> Bloger je primio preko 270 komentara na post .

(src)="3.8"> Toy izao ny sasantsasany amin 'izy ireo :
(trg)="2.5"> Slede neki od njih :

(src)="4.1"> Zazito :
(trg)="3.1"> Zazito :

(src)="4.2"> Raha miresaka fandrarana indray moa … tsy hevitra ratsy izany saingy tsy tiako ny endrika sivana rehetra … rahampitso manko dia hanangatra indray ianao raha misy ny manorina vondrona hiaro ny fomba sy ny soatoavina nentin-drazana … Heveriko fa ny tsara kokoa dia miditra ao anatin 'ny vondrona dia manazava amin 'izy ireo ny fahadisoana ataony …
(src)="4.3"> Vracarac92 :
(src)="4.4"> Miainga avy amin 'ny tsy fahalalana ny marina , tahaka ny tahotra ny zavatra tsy fantatra ny ankamaroan 'ny fanavakavahana , ny fankahalana pelaka sy izay ankahalaina rehetra ( dia mandika tokoa aho na dia misy tsy ankasitrahako aza eto ) .
(trg)="3.2"> Što se tiče zatvaranja ... hmm , nije loša ideja , ali ne sviđa mi se nijedna vrsta cenzure ... sutra ćete tako da reagujete i kad neko otvori grupu za očuvanje tradicionalnih vrednosti

(src)="4.5"> Piro001 :
(trg)="3.3"> Vračarac92 :

(src)="4.6"> Tsy faly ny olona noho ny fahantrany sy tsy fananany harena , ary ny fijerena ny ho avy mampihazohazo ary dia misy ny adala manararaotra izany …
(trg)="3.4"> Ljudi su nezadovoljni siromaštvom i bedom i neizvesnom budućnosti i tu se nađu neke budale koje to zloupotrebe .

# mg/2008_12_02_1393_.xml.gz
# sr/2008_12_zasto-pisem-blog-o-africi_.xml.gz


(src)="1.1"> Nahoana no hamaham-bolongana ho an 'i Afrika
(trg)="1.1"> " Zašto pišem blog o Africi " | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="1.2"> Andro vitsivitsy lasa izay dia nitagy ny mpamaham-bolongana namany i Théophile Kouamouo , mpamaham-bolongana mipetraka any Abidjan ( Côte d 'Ivoire ) , hilazalaza ny eritreriny tsirairay avy amin 'ny antony hamahanam-bolongana momba an 'i Afrika :
(trg)="1.2"> Pre nekoliko dana , Théophile Kouamouo ( FR ) bloger iz Obale Slonovače došao je na ideju da pita blogere zašto pišu o Africi :

# mg/2009_02_19_1573_.xml.gz
# sr/2009_01_balkan-cija-je-ovo-pesma_.xml.gz


# mg/2009_01_19_1512_.xml.gz
# sr/2009_01_grcka-protest-povodom-isporuke-naoruzanja-izraelu_.xml.gz


(src)="2.1"> @ izao ady misy any Gaza izao dia nitroatra ny mitoraka blaogy grika noho ny vaovao nivoaka t @ ity volana ity nilaza fa nisy fitondrana fitaovam-piadiana maro dia maro avy any etazonia ho any isiraely nandalo tao @ seranan-tsambo tanan 'olon-tsotra grika ao Astakos .
(trg)="1.2"> Dok besni rat u Gazi , ranije ovog meseca , objavljena je vest o povlačenju izuzetno velike isporuke oružja Izraelu od strane Sjedinjenih Država koja je trebalo da bude obavljena preko jedne privatne luke u Astakosu u Grčkoj .

(src)="2.2"> Nampiasa twitter ry zareo hanaovany famotorana sy hanerena ny governemanta grika hanakatso ny famatsiana ny fitaovam-piadiana .
(trg)="1.4"> Iskoristili su Twitter da to istraže i izvrše pritisak na Vladu da zaustavi transfer .

(src)="3.1"> Naato ny fampitana ireo fitaovam-piadiana noho ny tifitifitra nataon 'ny antoko mpanohitra ny fitondrana grika sy ny antson 'ny Amnesty International handrara ny fanondranana ireo fitaovam-piadiana .
(trg)="2.1"> Isporuka municije je suspendovana upravo kada su Vladu napadale opozicione partije , a Amnesty International pozivao na embargo oružja .

(src)="4.1"> T @ voalohany , nanda ny vaovao notaterin 'ny agence Reuters t @ 9 janoary ny loharanom-baovaon 'ny fanjakana .
(trg)="3.1"> Službeni izvori su prvo osporavali tu priču koju je prenela medjunarodna agencija Reuters 09. januara .

(src)="4.2"> Saingy efa azon 'ny mampiasa twitter ny vaovao ary efa nanadihady , naka lahatsoratra nadika avy @ teny grika tao @ Indy.gr sampan 'ny vondrom-baovao iray tsy miankina Indymedia Athens ry zareo .
(trg)="3.2"> Medjutim , skinuli su je korisnici Twitter-a i istražili je nakon što je Indy.gr - jedan izdanak grupe Indymedia Athens - obezbedila prevod ovog članka na grčki .

(src)="5.1"> Efa novolavolaina t @ alalan 'ny twitter ny hevitra anaovana barazy eny @ seranan-tsambo :
(trg)="4.1"> Bilo je predloženo da se organizuje embargo luke a ta ideja je široko rasprostranjena posredstvom Twitter-a :

# mg/2009_01_27_1531_.xml.gz
# sr/2009_01_snalazljiva-deca-madagaskara_.xml.gz


(src)="1.1"> Madagasikara : fitadiavam-bolan 'ankizy
(trg)="1.1"> Snalažljiva deca Madagaskara | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="2.1"> Green Boy sarin 'i Patrick
(trg)="2.1"> Zelenog Dečaka je snimio Patrik

(src)="3.1"> Lahatsary roa roa avy aty Madagasikara no maneho antsika ny fikaratahan 'ny ankizy mikarokaroka sy mamoron-javatra ary fahasahiana kely mba hihoirany eo amin 'ny fiainana .
(trg)="3.1"> Ove nedelje , dva snimka sa Madagaskara nam pokazuju kako se deca snalaze u uslovima u kojima žive i prevazilaze ih domišljatošću , kreativnošću i trunkom smelosti .

(src)="3.2"> Voalohany amin 'izany i Toky izay mampiasa kapoaka sy fitaovana hafa efa nampiasaina hanaovana fiara kapoaka , ny iray hafa indray mampiseho an 'i Green Boy , izay miasa any an-dalam-be tsy amin 'ny fangatahana fa amin 'ny alalan 'ny talenta mitsingeringerna .
(trg)="3.2"> Prvi je Toki , koji pravi limene automobile od otpadnih materijala , a drugi je Zeleni Dečak , dete koje zarađuje za život na ulici , ali ne proseći već pokazujući svoje akrobatske veštine .

(src)="4.1"> Koloina izay manoratra ao amin 'ny Gasykool 's Weblog no milaza ny tantaran 'i Toky :
(trg)="4.1"> Koloina koja piše za Gasykool 's Weblog priča o Tokiju :

(src)="4.2"> Raha i Toky manokana no resahina dia Tovola kely mahafinaritra izy ary azo lazaina hoe anisan 'ireo ankisy lahy tia karokaroka sy matsilo saina izy.Zazalahy kely tsy mba azonao ambakainy izy ary tsy azonao resen-dahatra raha tsy mazava aminy izay tianao atao miaraka aminy , fa raha tsy izay dia tsy ho azonao mihitsy izy .
(trg)="4.2"> Sa 14 godina , Zeleni Dečak je još uvek suviše mlad da bi radio .

(src)="4.6"> Efa nahavita be dia be izy ary maro karazany mihintsy fa araka ny fantatsika fa mila miovaova ny zavatra avoka sy ny kilalao dia lasa pièce détaché no niafaran 'ny fiara sasany .
(trg)="4.3"> Ali , kao sva deca , i on ima svoj san .

(src)="4.7"> Na dia efa vitsy aza ny ankizy manao izany dia ho an 'ny toky dia anisan 'ny fahafinaretana ny manao izany ary sady faly be ery izy satria nahavita kilalao ho lalovina .
(src)="4.8"> Naka an-dahatsary ny fomba fiasan 'i Toky mampiasa kapoaka , taratasy tapatapakazo eny fa na dia kiraro rovitra aza hanaovany ny famoronany i Koloina :
(trg)="4.4"> Želi da jednog dana priredi veliki šou na sceni , ali , kako kaže , nema previše nade u svoj poduhvat , jer je veoma siromašan i nema mogućnosti ni da ide u školu .

# mg/2009_01_21_1520_.xml.gz
# sr/2009_01_srednji-istok-i-severna-afrika-reakcije-povodom-obamine-inauguracije_.xml.gz


(src)="1.1"> Faritra Arabo : Fanehoan-kevitra @ fitokanana an 'i Obama
(trg)="1.1"> Srednji Istok i Severna Afrika : Reakcije povodom Obamine inauguracije | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="2.1"> Androany ( 20 janoary ) no fotoana manan-tantara eto Etazonia hanaovan 'i Barack Obama fianianana amin 'ny maha-prezidà faha-44 azy .
(trg)="1.2"> Polaganje zakletve Baraka Obame kao 44. predsednika SAD predstavlja istorijski trenutak .

(src)="2.2"> Raha nihanihena ny fanohanana an 'i Obama any @ tontolo arabo nandritra izay volana vitsy nanginany sy nanginan 'ny governemantany nandritra ny fahafihan 'ny Isiraely tany Gaza izay , dia mbola manana zavatra maro hotenenina kosa ny mpamaham-bolongana manerana an 'i Moyen Orient sy Afrika Avaratra .
(trg)="2.1"> Dok je podrška arapskog sveta Obami bledela tokom poslednjih nekoliko meseci nakon izbora njegovog kabineta i zbog ćutanja tokom napada Izraela na Gazu , blogeri iz Severne Afrike i sa Srednjeg Istoka još uvek imaju mnogo toga da kažu .

(src)="3.1"> A Syrian in London moa efa mizara amintsika nandritra ny herinandro vitsivitsy izay ny fizotran 'ny fanafihana ataon 'Isiraely , ary dia nomarihany :
(trg)="11.4"> Postoje neki koji su tako netalentovani , tako nepristupačni zajednici , razumu , bez sažaljenja , tako da predstavljaju ruglo .

# mg/2009_01_30_1534_.xml.gz
# sr/2009_01_tajvan-knjige-pisci-i-spotovi_.xml.gz


(src)="1.1"> Taiwan : Boky , mpanoratra ary ampahan-tsary
(trg)="1.1"> Tajvan : Knjige , pisci i spotovi | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="1.2"> Isaky ny alahady ao amin ’ ny gazety China Times ( 中國時報 ) any Taiwan , betsaka ny mpamaky miandry ny pejy roa manome tatitra fohy momba ny boky .
(trg)="1.2"> Svake nedelje mnogi čitaoci lokalnih novina China Times ( 中國時報 ) na Tajvanu , iščekuju pregled knjiga koji se objavljuje na pune dve strane .

(src)="1.3"> Isaky ny faran ’ ny taona , ireo tonian-dahatsoratra dia milaza ireo nofinidiny ho “ Bokin ’ ny taona ” ( 開卷好書獎 ) , ny boky sinoa tsara indrindra navoaka tany Taiwan tamin ’ iny taona iny .
(trg)="1.3"> Na kraju godine , kolumnisti objavljuju svoj izbor za " Knjige godine " ( 開卷好書獎 ) , najbolje kineske knjige objavljene na Tajvanu tokom te godine .

(src)="1.4"> Nanomboka tamin ’ ny 2006 , manomana “ ampahan-tsary momba ny boky ” ihany koa io gazety io ho an ’ ireo mpanoratra nahazo fankasitrahana , ka maneho ny asan 'izy ireny amin ’ ny soratra , feo sy sary .
(trg)="1.4"> Od 2006 objavljuju se i " Spot Knjige " u kojima su prikazani nagrađeni pisci i njihov rad u reči , zvuku i slici .

(src)="2.1"> Tamin ’ ity taona ity dia mpanoratra 11 no nasaina handray anjara ao anatin-na ampahan-tsary , isan ’ izany ireo mpanoratra tantara foronina , ireo mafana fo ( activists ) , ary ireo mpanoratra " andrana " .
(trg)="2.1"> Ove godine 11 pisaca , uključujući pisce romana , aktiviste i pisce eseja , je pozvano da učestvuje u snimanju spotova .

(src)="2.2"> Any Ireo mpanoratra ireo dia mizara ny fomba fijeriny sy ny vina momban ’ ny asa sorany , sy izay tiany ampitaina amin ’ ny alalan ’ ny sorany .
(trg)="2.2"> U njima pisci objašnjavaju svoje radove iz svog ugla , kao i na šta žele rečima da skrenu pažnju .

(src)="2.3"> Na dia amin ’ ny teny sinoa daholo aza ireo ampahan-tsary ireo , antenaintsika fa ho afaka mandika sy mamerina ny tontolo voizina sy iainana ao anatin ’ ireo asa soratra ireo .
(trg)="2.3"> Iako su spotovi na kineskom , nadamo se da ipak mogu da prenesu i ožive scene iz njihovih dela .

(src)="2.4"> Any amin ’ ny faran ’ ny ampahan-tsary tsirairay avy , misy feo miteny sy manome toky fa ireo dia “ Boky tsara , ary tsara hovakiana ” .
(trg)="2.4"> Na kraju svakog snimka , komentator uverava da su to " Dobre knjige , koje treba pročitati " .

(src)="3.1"> Ireto manaraka ireto dia ampahan-tsary nofantenana ary nasiako dikateny avy amin 'ny fitantaran ’ ireo mpanoratra .
(trg)="3.1"> Slede odabrani snimci sa engleskim prevodom .

(src)="4.1"> Plastic Opium
(trg)="4.1"> Plastični opijum

# mg/2009_02_03_1537_.xml.gz
# sr/2009_02_etiopija-koliko-znaci-voda_.xml.gz


(src)="1.1"> Etiopia : Ny fiovàna entin 'ny rano
(trg)="1.1"> Etiopija : Koliko znači voda | Globalni Glasovi na srpskom

(src)="1.2"> Tamin ’ ny faran ’ ny taona lasa teo , fianakaviana dimy no nanapa-kevitra fa ny fitsidihana an ’ i Etiopia miaraka amin ’ ny zanany vavy no fomba tsara indrindra ho azy ireo mba ahafantarany hoe hatraiza no nahafahan ’ ny fanampiana nomeny hampidirana rano madio sy azo antoka nanova ny fiainan ’ ny fianakaviana maro sy tanàna iray manontolo .
(trg)="1.2"> Krajem prošle godine , pet porodica je odlučilo da je najbolji način da vide kako njihove donacije za obezbeđivanje izvora sveže , čiste i zdrave vode utiču na život porodica i sela , upravo poseta Etiopiji .

(src)="1.3"> Amin ’ ny alalan ’ ny blaoginy sy ampahan-tsariny , afaka nampiseho izy ireo ny torena lehibe noraisin 'ny charity : water tamin ’ ny fanatanterahana izany , ary manantena fanampiana bebe kokoa sy handrisika olona bebe kokoa hanampy .
(trg)="1.3"> Svojim blogovima i video snimcima uspeli su da prikažu važnost organizacije charity : water ( dobročinstvo : voda ) u realizaciji ovog projekta i nadaju se još većem broju donacija i uključenju još većeg broja ljudi u ovaj program .

(src)="1.4"> Tamin ’ ny lohataonan 'ny 2008 , nisy mpanome fanampiana avy ao amin ’ ny charity : water nilaza fa hitondra ny zanany vavy 9 taona handeha any Afrika .
(trg)="1.4"> U jesen 2008. godine jedan od većih donatora organizacije charity : water pomenuo je da bi želeo da povede svoju devetogodišnju kćerku na put u Afriku .

(src)="1.5"> Nangataka taminy aho raha afaka miaraka amin-dry zareo miaraka amin ’ ny zanako vavy Julia izay sivy taona ihany koa .
(trg)="1.5"> Ponudio sam se da im moja devetogodišnja kćerka Julia i ja pravimo društvo .

(src)="1.6"> Toa izay efa mpitranga hatrizay miaraka amin 'i Scott Harrison , mpanangana ny charity : water , nitatra be ilay drafitra .
(trg)="1.6"> I kao što se često dešava koje svoje prste umeša Scott Harrison , osnivač charity : water , stvari su počele da se šire .

(src)="1.7"> Tao anatina herinandro vitsy dia nahavory zazavavy dimy miaraka amin ’ ny rainy tsirairay avy ny dia .
(trg)="1.7"> Nekoliko nedelja kasnije , pet očeva sa kćerkama bilo je spremno za put .

(src)="1.8"> Indrisy anefa , niala an-daharana ilay mpanome fanampiana izay nipoiran 'io dia lavitr 'ezaka io ka nentiko ny zanako vavy matoa , Katie .
(trg)="1.8"> Nažalost , donator koji je sve inicirao je morao da odustane od puta , a ja sam uključio i svoju stariju kćerku , Katie .

(src)="1.9"> Noho izany zaza vavy dimy sy ray efatra ary Scott no handeha any Ethiopia ny herinandro manaraka .
(trg)="1.9"> Sledeće nedelje , pet devojčica , četiri oca i Scott putuju u Etiopiju .

(src)="1.10"> Nampitondrainay “ camera ” Flip kely efatra ireo zazavavy , amin ’ izay dia samy ho afaka miteny ny mombamomba azy avy , afaka mitantara ny androny sy ny tantaran ’ ny olona izay mifanena taminy .
(trg)="1.10"> Naoružali smo devojčice Flip kamerama , tako da nam mogu pričati o sebi i putovanju i zabeležiti priče ljudi koje budu srele i sve to podeliti sa nama .

(src)="1.11"> Five for Water no anaran ’ ny blaogy noforonin ’ ireo fianakaviana ireo mba hanentanana ny olona amin ’ ny toe-piainan ’ ny zaza any Etiopia : mba hampisehoana hoe mety hanova zava-dehibe eo amin ’ ny fiainany ny rano madio , ary izany no antony tokony hirosoan 'ny olona bebe kokoa ( sy ireo sekoly ) amin ’ ny ezaka fanampiana .
(trg)="1.11"> Five for Water ( Pet za Vodu ) je ime bloga preko koga su ove porodice pokušale da podignu svest ljudi o životu dece u Etiopiji : kako čista voda možda bude i najveća promena koju će u životu videti i zašto više ljudi ( i škola ) treba da se priključi ovoj akciji .

(src)="4.1"> Ao amin ’ ny ampahan-tsary etsy ambony , izay hita ato amin ’ ity lahatsoratra ity , hitan ’ i Campbell kely fa betsaka ny zavatra iraisany amin ’ ireo zaza Etiopiana fa tsy araka izay noeritreretiny tany am-boalohany : mitovy ny zavatra resahana ao amin ’ ny fampianarana matematika .
(src)="5.1"> Na izany aza , misy fahasamihafana goavana vitsivitsy ihany , toy izay soratan ’ i Chloe , iray hafa tamin ’ ireo zazavavy :
(trg)="4.1"> Na prethodnom snimku , koji se može naći u ovom postu , mlada Campbell otkriva da možda ima i više zajedničkog sa decom u Etiopiji nego što je u početku mislila : uče istu matematiku koju i ona uči .

(src)="5.4"> Nitantara tamiko i Gebre fa naka sary ankizilahy telo izy , dia nampiseho izany tamin 'ny iray tamin ’ ireo ankizilahy sady nanontany azy hoe iza no eo amin ’ ilay sary .
(src)="5.5"> Niteny ilay ankizilahy hoe “ ny namako roa ireo , fa tsy fantatro hoe iza ity iray ity ( sady nanondro ny tenany teo amin ’ ny sary izy ) .
(trg)="5.1"> Međutim , ima i malih ali značajnih razlika , koje nam druga deojčica , Chloe , opisuje :