# mg/2012_01_04_27162_.xml.gz
# sq/01_04_1106.xml.gz
(src)="1.1"> Tontolo Arabo : Taona Iray An-ttsary - Ny Fantin 'ireo Mpanoratray
(trg)="1.1"> Bota arabe : Një vit në fotografi - Përzgjedhja e autorëve tanë
(src)="1.2"> Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin 'ny fandrakofanay manokana ny :
(src)="5.1"> Hetsi-panoherana Bahrain 2011 Revolisiona Ejipta 2011 Hetsi-panoherana Maraoka 2011 Hetsi-panoherana Syria 2011 Revolisiona Tonizian 2011 Hetsi-panoherana Yemen 2011
(src)="12.1"> Hatramin 'ny nandoroan 'ilay Tanora Toniziana , Mohamed Bouazizi , mpivaro-boankazo ny tenany tao an-tanàna kelin 'i Sidi Bouzid tamin 'ny Desambra 2010 , dia onjam-panoheram-bahoaka iray tsy mbola nisy toy izany no nitsoka tany amin 'ny tontolo Arabo .
(trg)="1.2"> Që kur Mohamed Bouazizi , një shitës i ri tunizian i frutave i vuri flakën vetes në qytetin e vogël të Sidi Bouzid në dhjetor 2010 , një valë e protestave të papara popullore po e p ë rfshin botën arabe .
(src)="12.2"> Nanatri-maso hetsika tsy mbola fahita sy tsy nisy noeritreretiny ny hatrehana mihitsy teo amin 'ny fiainany ny tsirairay .
(trg)="1.3"> Rajoni ka parë ngjarje të papara që askush nuk do ta imagjinonte ndonjëherë që do t 'i dëshmonte në jetë .
(src)="13.1"> Arabo telo mpanao didy jadona no voaongana , ny sasany voatery niditra tamin 'ny fanaovana fanovàna , raha ny tany an-toeran-kafa kosa indray dia namaivay sy feno rà nandriaka ny fifanandrinana .
(trg)="2.1"> Tre diktatorë arab janë përmbysur , disa të tjerë u detyruan të përfshihen në reforma , përderisa në vende tjera kundërvënia po dëshmon të jetë e dhimbshme dhe e përgjakur .
(src)="14.1"> Fa amin 'izany , 2011 dia tahaka ny mijanona ho raiki-tampisaka ao anatin 'ny tantaran 'ny tontolo Arabo sahala amin 'ny taona nanombohan 'ny vahoaka nitsangana hanohitra ny fitondrana tsy refesi-mandidy nifehy azy ireo .
(trg)="3.1"> Sido që të jetë , 2011 duket të mbetet i gdhendur në historinë e botës arabe si viti kur njerëzit filluan të ngriten kundër regjimeve të tyre shtypëse .
(src)="15.1"> Satria nataontsika veloma mandrakizay ny taona 2011 ary mibanjina indray ny taona 2012 , dia nangataka ireo mpanoratray izahay mba hizara aminareo ireo sary izay manamarika iny taona lasa iny eo imason-dry zareo tany amin 'ny fireneny isanisany avy .
(trg)="4.1"> Kur ne i themi lamtumirë vitit 2011 dhe shikojmë drejt vitit 2012 , i kërkuam autorëve tanë të ndajnë me ju fotografitë që sipas tyre kanë shënuar vitin e kaluar në shtetet e tyre përkatëse .
(src)="15.2"> Ity fantina manaraka ity no maneho ny safidin 'izy ireo .
(trg)="4.2"> Pëzgjedhja në vazhdim paraqet zgjedhjet e tyre .
(src)="16.1"> Tonizia
(trg)="5.1"> Tunizia
(src)="17.1"> Sary avy amin 'i Talel Nacer , nampiasaina rehefa nahazoana alàlana
(trg)="6.1"> Foto nga Talel Nacer , e përdorur me leje
(src)="18.1"> Tamin 'ny 14 Janoary 2011 dia an 'arivony ireo mpano hetsi-panoherana nifamory teo akaikin 'ny tranoben 'ny Ministeran 'ny Atitany tao Tunis nangataka ny fialàn 'ny fitondràn 'ilay mpanao jadona Zeine El Abidine Ben Ali .
(trg)="7.1"> Më 14 janar 2011 mijëra protestues u mblodhën afër ndërtesës së Ministrisë së Brendshme në Tunis duke kërkuar rënien e regjimit të diktatorit Zeine El Abidine Ben Ali .
(src)="18.2"> Taoriana kely tamin 'io andro io ihany , nandositra nankany Arabia Saodita i Ben Ali .
(trg)="7.2"> Më vonë , në të njëjtën ditë , Ben Ali u largua për në Arabinë Saudite .
(src)="19.1"> Afef Abroughi
(trg)="8.1"> Afef Abroughi
(src)="20.1"> Syria
(trg)="9.1"> Siria
(src)="21.1"> mpanoratra tsy fantatra anarana
(trg)="10.1"> Autori i panjohur
(src)="22.1"> Hafatra mafonja iray avy amin 'ny " tanànan 'i Kafar Nabel natao fahirano " , Syria .
(trg)="11.1"> Një porosi e fuqishme nga " qyteti i pushtuar i Kafar Nabel " , Siri .
(src)="23.1"> Leila Nachawati
(trg)="12.1"> Leila Nachawati
(src)="24.1"> Libanona
(trg)="13.1"> Liban
(src)="25.1"> Sary avy amin 'i KrikOrion , nampioasaina rehefa nahazoana alàlana
(trg)="14.1"> Foto nga KrikOrion , e përdorur me leje
(src)="26.1"> Na dia tsy niatrika revolisiona aza i Libanona tamin 'ny 2011 , ilay tanin 'ny Cèdres dia nizaka mafy ihany koa ny fivoaran-draharaha sy fiantraikan 'ny sahotaka tany amin 'ny faritra .
(trg)="15.1"> Edhe pse Libani nuk ka kaluar revolucion në vitin 2011 , Toka e Kedërve u ndikua shumë nga zhvillimet dhe trazirat në zonë .
(src)="26.2"> Saingy ho an 'ireo Libane dia ny findangan 'ny vidim-piainana no tena nanahirana azy ireo betsaka .
(trg)="15.2"> Por për libanezët është kostoja e jetesës ajo që po i besdis ata më së shumti .
(src)="26.3"> Manaraka hatrany ny fampiakarana karama ataon 'ny governemanta ary na ny talohan 'ny naneken 'ny parlemanta ny drafitra aza , misondrotra tsy misy toy izany ny vidin-javatra .
(trg)="15.3"> Pas çdo rritjeje të pagës nga qeveria dhe madje para se plani të miratohet nga parlamenti , çmimet rriten jashtëzakonisht .
(src)="27.1"> Thalia Rahme
(trg)="16.1"> Thalia Rahme
(src)="28.1"> Palestina
(trg)="17.1"> Palestinë
(src)="29.1"> Sary avy amin 'i Jillian C. York , nampiasaina eo ambany CC license ( CC BY-NC-SA 2.0 )
(trg)="18.1"> FFoto nga Jillian C. York , e përdorur nën lejen CC ( CC BY-NC-SA 2.0 )
(src)="30.1"> Palestina : " Miara-mizotra Ho amin 'ny Fahalalahana "
(trg)="19.1"> Palestinë : " Marshojmë të Bashkuar Drejt Lirisë "
(src)="31.1"> Jillian C. York
(trg)="20.1"> Jillian C. York
(src)="32.1"> Yemen
(trg)="21.1"> Jemen
(src)="33.1"> Fizakà-manana Shohdi Al-Sofi , nampiasaina rehefa nahazoana alàlana
(trg)="22.1"> E drejta e autorit Shohdi Al-Sofi , e përdorur me leje
(src)="34.1"> Ireo diabe am-pilaminana tao Yemen izay tsy nitsahatra mihitsy nandritra ny taona no vavolombelona iray amin 'ny maha-tsy azo hozongozonina sy ny fahavononan 'ny Yemenita ary manaporofo , tahaka izay mivaky eo amin 'ilay takelaka be , hoe " an 'ny vahoaka ny fandresena " .
(trg)="23.1"> Marshet paqësore masive të Jemenit që nuk u ndalën kurrë përgjatë vitit janë një dëshmi e qëndrueshmërisë dhe elasticitetit të jemenasve dhe dëshmon së fundi , si shkrimet në reklama , se " fitorja është e popullit " .
(src)="35.1"> Noon Arabia
(trg)="24.1"> Noon Arabia
(src)="36.1"> Bahrain
(trg)="25.1"> Bahrein
(src)="37.1"> Sary nalefan 'i @ almakna tao amin 'ny Twitter
(trg)="26.1"> Fotografi e postuar në Twitter nga @ almakna
(src)="38.1"> Ny sary etsy ambony , nozarain 'i @ almakna tao amin 'ny Twitter , dia maneho ny isan 'ireo faritra voalaza fa voadaroka baomba mandatsa-dranomaso , nataon 'ny manampahefana tao Bahrain tanatin 'ny alina iray monja .
(trg)="27.1"> Fotografia e mësipërme , e shpërndarë nga @ almakna në Twitter , tregon fushat që thuhet të jetë hedhur gaz lotsjellës nga autoritetet bahreine për një natë .
(src)="38.2"> Tamin 'io andro io indrindra , na izaho manokana aza dia mba sempotry ny entona mandatsa-dranomaso , nandany ny alina sy ny andro manaraka io tamin 'ny faharariana sy fanarahana akaiky ireo bitsika aman-tarainan 'ny mpampiasa Twitter avy amin 'ny faritra rehetra nanerana ny firenena .
(trg)="27.2"> Në atë ditë të veçantë , vet mua mu mor fryma nga gazi lotsjellës , duke kaluar natën dhe ditën në vazhdim dhe duke përcjellë cicërimat dhe ankesat nga përdoruesit e Twitter nëpër gjithë vendin .
(src)="39.1"> Amira Al Hussaini
(trg)="28.1"> Amira Al Hussaini
(src)="40.1"> Sary nakarin 'i @ SanabisVoice tao amin 'ny Twitter
(trg)="29.1"> Foto e postuar në Twitter nga @ SanabisVoice
(src)="41.1"> Ity sary avy amin 'i Sanabis Voice ity dia maneho ireo fononà baomba mandratsa-dranomaso avy nampiasaina , nangonina tamin 'ny faritra kely iray , tao anatin 'ny andro iray .
(trg)="30.1"> Kjo fotografi , nga Sanabis Voice , tregon kutitë e zbrazëta të gazit lotsjellës , të mbledhura në një zonë të vogël , për një ditë .
(src)="41.2"> Sary toy itony no hita mameno ny aterineto , ifampizaràn 'ireo mpiondana aterineto any anaty tambajotra sosialy any , ary milaza tantara iray izay marina nandritra ny 11 volana - tantara iray tsy dia nahataitra loatra an 'izao tontolo izao .
(trg)="30.2"> Fotografi të tilla gjenden me bollëk në internet , të shpërndara nga përdoruesit e internetit në faqet e rrjeteve sociale , dhe tregojnë një ngjarje që po rindodh për 11 muaj - një ngjarje për të cilën bota nuk kujdeset dhe aq .
(src)="42.1"> Amira Al Hussaini
(trg)="31.1"> Amira Al Hussaini
(src)="43.1"> Ejipta
(trg)="32.1"> Egjipt
(src)="44.1"> sary avy amin 'i rouelshimi , nampiasaina eo ambanin 'ny CC license ( CC BY-NC-SA 2.0 )
(trg)="33.1"> Foto nga rouelshimi , e përdorur nën lejen CC ( CC BY-NC-SA 2.0 )
(src)="45.1"> 25 Janoary , ny onjam-panoherana voalohany nandeha ho ao aminn 'y kianja Tahrir .
(trg)="34.1"> 25 janar , vala e parë e protestuesve shkojnë në sheshin Tahrir .
(src)="45.2"> Io no ilay vao mangiran-dratsin 'ny revolisiona .
(trg)="34.2"> Është lindja e revolucionit .
(src)="46.1"> Tarek Amr
(trg)="35.1"> Tarek Amr
(src)="47.1"> Maraoka
(trg)="36.1"> Marok
(src)="49.1"> Fizakà-manana Amine Hachimoto. nampiasaina rehefa nahazoana alàlana .
(trg)="37.1"> E drejta e autorit Amine Hachimoto .
(src)="50.1"> Ilay ankizivavikely miandrandra mijery ity Superman Maraokana miantrana manoloana ny parlemanta ity dia tahaka ny manontany tena raha afaka manidina ilay zalahy io .
(trg)="38.1"> Vajza e vogël që po ngre sytë drejt Supermenit maroken që është ndalur para parlamentit duket që po pyet veten nëse ai mund të fluturojë .
(src)="50.2"> Mety ho ' ultra-nationaliste ' miezaka manangona isa ve izy ?
(trg)="38.2"> Mbase ai është një ultranacionalist që po përpiqet të arrijë diçka ?
(src)="50.3"> Na angamba mety ho mpanohana ny vondrona 20 Febroary mpandàla ny fanovàna ?
(trg)="38.3"> Ose është mbështetës i grupit pro-reformave 20 Shkurti ?
(src)="50.4"> Tsy dia olana izany .
(trg)="38.4"> Në të vërtetë kjo nuk ka rëndësi .
(src)="50.5"> Satria ao ambadik 'io sary mahatsikaiky avy amin 'i Amine Hachimoto io no misy ny tena zava-marina iainana ao Maraoka : 2011 no taona nampanjary ho sehatry ny fanehoan-kevitra politika tam-pilaminana ny arabe .
(trg)="38.5"> Sepse prapa kësaj fotoje të mahnitshme nga Amine Hachimoto qëndron një realitet i ri në Marok : 2011 është viti kur rruga është bërë teatri i shprehjes jo të dhunshme politike .
(src)="50.6"> Zavatra izay toa mbola hitohy amin 'ity taona vao miandoha ity .
(trg)="38.6"> Diçka që duket të vazhdojë në vitet që vijnë .
(src)="51.1"> Hisham Almiraat
(trg)="39.1"> Hisham Almiraat
# mg/2016_12_17_93468_.xml.gz
# sq/01_05_1936.xml.gz
(src)="1.2"> Gnaid , afovoany , miaraka amin 'ny zanany vavikely vao teraka sy ny fianakaviany .
(trg)="1.2"> Neidi , në qendër , me bijën e sapolindur dhe familjen .
(src)="1.3"> Nahazoana alàlana .
(trg)="1.3"> Përdoret me leje .
(src)="2.1"> " Velona i Aleppo Ary Tsy Ho Faty ! "
(trg)="2.1"> “ Halepi është i gjallë dhe nuk do të vdesë ! ”
(src)="3.1"> Izany no nosoratan 'i Gnaid mpanao gazety mpamokatra lahatsary tao amin 'ny Facebook rehefa nanambara ny fahaterahan 'ny ny zanany vavikely izy , izay zanany faharoa , tamin 'ny Alakamisy , 24 Novambra 2016 .
(src)="4.1"> Miasa miaraka amin 'ny vondrona mpikatroka fampitam-baovao ( AMC ) Foibe Fampitam-baovao ao Aleppo i Gnaid any amin 'ny faritra atsinanan 'ny tanànan 'i Aleppo any Syria .
(src)="4.2"> Manana fifandraisana aterineto tsindraindray amin 'ny alalan 'ny zanabolana izy ary afaka mifandray amin 'ny Global Voices avy amin 'izany .
(trg)="3.1"> Këtë e shkroi Neidi , gazetari televiziv , në Fejsbuk kur e shpërndau lajmin e lindjes së fëmijës së dytë , bijës foshnje , të enjten e 24 nëntorit të vitit 2016 .
(src)="4.3"> Miara-mipetraka amin 'ny vadiny , ny zanany lahy , sy ny zanany vavikely vao teraka ary ny havany roa izy .
(trg)="4.1"> Të dy fëmijët janë të lindur dhe jetojnë gjatë kohës së okupimit .
(src)="5.1"> Teraka sy nihalehibe tao anatin 'ny ady ireo zanany roa .
(src)="5.2"> Tamin 'ny herinandro lasa teo , nilaza tamin 'ny Global Voices tamin 'ny andianà fifandraisana i Gnaid fa roa kilometatra monja miala amin 'ny tranony no misy ny tafiky ny fitondrana Syriana , ary matahotra mafy ny olon-tsotra sy ireo matihanina amin 'ny fampitam-baovao izay mbola any atsinanan 'i Aleppo .
(trg)="4.2"> Në fillim të javës së kaluar , Neidi në mënyrë të vazhdueshme ka thënë për “ Global Voices ” se forcat shtetërore të Sirisë janë disa kilometra larg shtëpisë së tij dhe se qytetarët dhe gazetarët të cilët janë në lindje të Halepit janë në panik .
(src)="6.1"> Tamin 'ny fotoana nanoratana , voalaza fa mifehy ny ankamaroan 'ny faritra atsinanan 'i Aleppo ny tafika izay manohana ny Filoha Bashar al-Assad rehefa nanao fandrosoana haingana tao anatin 'ny andro vitsivitsy noho ny daroka baomba Rosiana sy ny fanohanana lehibe avy amin 'ny milisy tohanan 'ny Iraniana .
(trg)="5.1"> Për momentin , kemi informata se për shkak të zhvillimeve të hovshme të ditëve të kaluara të përfshira nga bombardimet ruse dhe përkrahjes së madhe për tërheqje të ushtrisë iraniane , forca të cilat e përkrahin kryetarin Bashar al Asad , veprojnë në pjesën më të madhe të Halepit lindor .
(src)="6.2"> Nanomboka tamin 'ny taona 2012 , nizara roa ny tanàna ka an 'ny mpioko ny atsinanan 'i Aleppo ary an 'ny fitondrana ny ao andrefan 'ny Aleppo .
(trg)="5.2"> Prej 2012 qyteti është i ndarë ndërmjet rebelëve të cilët veprojnë në pjesën lindore të Halepit dhe shtetit i cili qeverisë me pjesën perëndimore të Halepit .
(src)="6.3"> Tamin 'ny Desambra 2013 no nandatsahan 'ny fitondrana ny baomba barika voalohany tao Aleppo , ary nanomboka teo dia maro ny karazana fitaovam-piadiana nampiasaina , nanomboka tamin 'ny fitaovam-piadiana simika ka hatramin 'ny baomba mitsipotipotika , ary nahatonga ny faritra atsinanan 'ny tanàndehibe ho rava tanteraka .
(trg)="5.3"> Në dhjetor të 2013 në Halep u gjuajtën bombat e para të qeverisë , prej atëherë përdoren armë të llojllojshme , prej armëve kimike e deri te bombat , duke e lënë pjesën lindore në një gërmadhë të madhe .
(src)="6.4"> Nametraka fahirano feno herisetra ny fitondrana avy eo tamin 'ny Jolay 2016 satria nanambara ny fikasany haka indray ny atsinanan 'i Aleppo ao anatin 'ny volana vitsivitsy izy .
(trg)="5.4"> Më pas , në korrik të 2016 shteti bëri një rrethim mizor ku i tregoi qëllimet që për disa muaj të rimarrë pjesën lindore të Halepit .
(src)="7.1"> Tojo sakana maro i Gnaid sy ny fianakaviany rehefa nieritreritra ny hiala tao atsinanan 'i Aleppo .
(trg)="6.1"> Kur Neidi dhe familja e tij i shqyrtuan mundësitë për lëshim të pjesës lindore të Halepit hasën në shumë pengesa .
(src)="7.2"> Sarotra ny fandehanana ao Torkia mpifanolo-bodirindrina , ary atahorana ho an 'ny mpikatroka ara-pampitam-baovao matahotra fisamborana , fampijaliana na fahafatesana mihitsy aza ny faritra ao Syria tazonin 'ny fitondrana .
(trg)="6.2"> Shkuarja në Turqinë fqinjë është e vështirë , kurse zonat siriane të marra nga qeveria ishin të rrezikshme për aktivistët medial të cilët frikësohen nga arrestimi , torturimi por edhe vdekjes .
(src)="7.3"> Nanamarika i Gnaid fa raha mitolo-batana sy mitondra ny sarin 'i Assad izy dia ho velona , kanefa tsy manaiky izany ny reharehany sy ny fahamendrehany .
(trg)="6.3"> Neidi tha se mund te mbijetonte vetëm në rast se dorëzohet dhe mban pamje të Asadit por , krenaria dhe nderi i tij nuk e lejojnë atë .
(src)="7.4"> Mampietry loatra izany hoy izy tamin 'ny Global Voices .
(trg)="7.3"> Për momentin duhet të ketë zgjedhje .
(src)="7.5"> Nanapa-kevitra ny hijanona any amin 'ny faritra atsinanan 'i Aleppo noho izany i Gnaid sy ny fianakaviany .
(trg)="7.4"> E drejta jonë është që të jetojmë me dinjitet dhe të lirë sikur edhe të gjithë njerëzit në këtë botë .
(src)="8.1"> " Mipoaka mafy ny baomba androany alina " hoy i Gnaid tamin 'ny Alarobia 7 Desambra .
(trg)="7.5"> Por , për fat të keq zëri ynë nuk dëgjohet prej zërit të armës !
(src)="8.2"> " Mampihorohoro sy mampatahotra , lasa tanànan 'ny horohoro i Aleppo . "
(trg)="7.6"> Një numër i madh i njerëzve i humbën shtëpitë e tyre dhe u larguan nga dhuna dhe bombat .
(src)="8.3"> Miampanga ny vondrom-piarahamonina iraisampirenena izy noho ny tsy fieritreretana " ny maha-olombelona " :
(trg)="7.7"> Ndoshta rajoni ynë do i përket shtetit .
(src)="8.4"> Tsy manana pasipaoro izaho sy ny vadiko .
(trg)="7.10"> Unë edhe gruaja ime nuk kemi pasaporta .
(src)="8.5"> Tsy afaka mifindra toerana izahay , kanefa afaka mivelona eto Aleppo ihany , na dia nandritra ny ady aza .
(trg)="7.11"> Nuk mund të udhëtojmë por , mund të mbijetojmë këtu në Halep edhe përgjatë okupimit edhe atë .
(src)="8.6"> Misy ny vahaolana ankehitriny .
(trg)="7.12"> Për momentin duhet të ketë zgjedhje .
(src)="8.7"> Zonay ny miaina am-pahamendrehana sy am-pahalalahana , toy ny olona rehetra eto amin 'izao tontolo izao .
(trg)="7.13"> E drejta jonë është që të jetojmë me dinjitet dhe të lirë sikur edhe të gjithë njerëzit në këtë botë .
(src)="8.8"> Saingy indrisy tsy re ny feonay noho ny tabataban 'ny fitaovam-piadiana !
(trg)="7.14"> Por , për fat të keq zëri ynë nuk dëgjohet nga zëri i armës !
(src)="8.9"> Olona maro no namoy ny tranony ary noroahina tamin-kerisetra sy baomba .
(trg)="7.15"> Një numër i madh i njerëzve i humbën shtëpitë e tyre dhe u larguan nga dhuna dhe bombat .
(src)="8.10"> Angamba hiverina amin 'ny fitondrana ny eto amin 'ny manodidina anay .
(trg)="7.16"> Ndoshta rajoni ynë do i përket shtetit .
(src)="8.11"> Kanefa hifikitra eto amin 'ny taninay izahay !
(trg)="7.17"> Por , ne do ti qëndrojmë besnik vendit tonë !
(src)="8.12"> An 'ny Firenena Mikambana sy ny fikambanana iraisam-pirenena rehetra ny henatra izay tokony hamonjy ireo naratra kanefa nanda ny hanao izany !
(trg)="7.18"> Turpi i takon Kombeve te Bashkuara dhe të gjithë organizatave ndërkombëtarë të cilët mund ti shpëtojnë të lënduarit , thjesht ato refuzojnë !
(src)="8.13"> Nandefa hafatra iray hafa i Gnaid avy eo :
(trg)="7.19"> Më pas Neidi dërgoi një tjetër mesazh :
(src)="8.14"> Tena sarotra ny toe-draharaha .
(trg)="7.20"> Situata është e vështirë .
(src)="8.15"> Tsy hitako izay holazaina .
(trg)="7.21"> Nuk e di çfarë të them .
(src)="8.16"> Mijery ireo vahoaka aho .
(trg)="7.22"> I shikoj njerëzit .
(src)="8.17"> Tsy te-hiala eto aho .
(trg)="7.23"> Nuk dua të largohem .
(src)="8.18"> Tsy te handao an 'i Aleppo aho .
(trg)="7.24"> Nuk dua ta lëshoj Halepin .
(src)="8.19"> Reraka aho ary drodroka tanteraka .
(trg)="7.25"> Unë jam i lodhur dhe i rraskapitur .
(src)="8.20"> Kanefa tsy misy azoko atao afa-tsy ny mijanona .
(trg)="7.26"> Nuk mund të bëj asgjë përveç se të qëndroj .
(src)="8.21"> Eto ny taniko .
(trg)="7.27"> Ky është vendi im .
(src)="8.22"> Tsy misy zavatra hafa ho ahy ankoatra an 'i Aleppo .
(trg)="7.28"> Për mua nuk ekziston asgjë tjetër përveç Halepit .
(src)="8.23"> Tsy fantatro intsony izay tokony hatao .
(trg)="7.29"> Tashmë se di çfarë të bëj .
(src)="8.24"> Eo am-pelatanan 'Andriamanitra izany .
(trg)="7.30"> Tash gjithçka është në duart e Zotit .
(src)="8.25"> Farany , tamin 'ny Alakamisy 8 Desambra , nandefa izay noheveriny fa hafatra farany i Gnaid .
(trg)="7.31"> Në fund , të enjten e 8 dhjetorit , Neidi na dërgoi një mesazh për të cilën mendonte se do të jetë e fundit .
(src)="8.26"> Antsasakadiny lasa izay no nanomboka ny ady teto .
(trg)="7.32"> Para gjysmë ore këtu filloi lufta .
(src)="8.27"> Misy ny sahotaka goavana .
(trg)="7.33"> Ka penik të madhe .
(src)="8.28"> Indrindra amin 'ny ankizy .
(trg)="7.34"> Sidomos ndërmjet fëmijëve .
(src)="8.29"> Tena sarotra dia sarotra ankehitriny .
(trg)="7.35"> Për momentin është shumë , shumë rëndë .
(src)="8.30"> Misy ny fanafihana amin 'ny alalan 'ny balafomanga ataon 'ny tafika Syriana .
(trg)="7.36"> Ushtria siriane sulmoi me raketa .
(src)="8.31"> Tsy ho ela dia ho raikitra ny ady ankehitriny .
(trg)="7.37"> Së shpejti do të ketë përleshje .
(src)="8.32"> Soa ihany fa nahavita nandefa raki-peo fanamarihana fohy taty amin 'ny Global Voices ny marainan 'ny Talata 13 Desambra izy , nanao hoe :
(trg)="7.38"> Për fat , mëngjesin e 13 dhjetorit , ai arriti të dërgojë një audio regjistrim të shkurtër deri te “ Global Voices ” në të cilin thotë :