# mg/2008_09_27_1321_.xml.gz
# ru/2008_09_28_23_.xml.gz
(src)="1.1"> Ejipta : Jiolahin-tserasera manao Jihad ( na sovoka anaovana jihad )
(trg)="1.1"> Египет : Хакеры джихада
(src)="1.2"> Mihanaka avy eny an-tokontany hiditra amin 'ny tontolo viritoaly ve ny Jihad ?
(trg)="1.2"> Расползается ли джихад из мира сего в мир жиртуальный ?
(src)="1.3"> Soratan 'ny mpamaham-bolongana Ejipsiana Marwa Rakha eto ( sy eto ) ny fahatongavan 'ny adihevitra mandeha eo amin 'ny vondrona lahika sy Isilamika ao Ejipta amin 'izao fotoana izao .
(trg)="1.3"> Египетский блоггер Марва Ракха пишет здесь ( и здесь ) ( на английском ) о том , каким образом Интернет влияет на продолжающиеся дискуссии между светскими и исламскими лагерями в Египте .
(src)="2.1"> Manoratra ary izy :
(trg)="2.1"> Она пишет :
# mg/2009_01_19_1512_.xml.gz
# ru/2009_01_23_29_.xml.gz
(src)="1.1"> Gresy : fanoherana ny fitondrana fitaovam-piadiana ho an 'Isiraely
(trg)="1.1"> Греция : негодование по поводу поставки оружия в Израиль
(src)="2.1"> @ izao ady misy any Gaza izao dia nitroatra ny mitoraka blaogy grika noho ny vaovao nivoaka t @ ity volana ity nilaza fa nisy fitondrana fitaovam-piadiana maro dia maro avy any etazonia ho any isiraely nandalo tao @ seranan-tsambo tanan 'olon-tsotra grika ao Astakos .
(trg)="2.1"> В то время как в секторе Газа полным ходом идут боевые действия , появившиеся ранее в этом месяце сообщения о прохождении чрезвычайно крупного груза с оружием из Соединенных Штатов в Израиль через греческий порт Астакос вызвало негодование среди греческих блогеров .
(src)="2.2"> Nampiasa twitter ry zareo hanaovany famotorana sy hanerena ny governemanta grika hanakatso ny famatsiana ny fitaovam-piadiana .
(trg)="2.2"> Для расследования этой ситуации и оказания давления на правительство с целью приостановления перевозки они использовали сайт Twitter .
(src)="3.1"> Naato ny fampitana ireo fitaovam-piadiana noho ny tifitifitra nataon 'ny antoko mpanohitra ny fitondrana grika sy ny antson 'ny Amnesty International handrara ny fanondranana ireo fitaovam-piadiana .
(trg)="3.1"> Поставка боеприпасов была приостановлена , в то время как правительство подверглось беспощадной критике со стороны оппозиции , а Амнести Интернэшнл ( Amensty International ) стало призывать к наложению эмбарго .
(src)="4.1"> T @ voalohany , nanda ny vaovao notaterin 'ny agence Reuters t @ 9 janoary ny loharanom-baovaon 'ny fanjakana .
(trg)="4.1"> Сначала официальные источники опровергали сообщение , поступившее от международной службы новостей Рэйтерс 9-го января .
(src)="4.2"> Saingy efa azon 'ny mampiasa twitter ny vaovao ary efa nanadihady , naka lahatsoratra nadika avy @ teny grika tao @ Indy.gr sampan 'ny vondrom-baovao iray tsy miankina Indymedia Athens ry zareo .
(trg)="4.2"> Но после того , как Indy. gr , входящая в состав группы Indymedia Athens , предоставила греческий перевод статьи , оно привлекло внимание пользователей Twitter и они занялись расследованием происходящего .
(src)="5.1"> Efa novolavolaina t @ alalan 'ny twitter ny hevitra anaovana barazy eny @ seranan-tsambo :
(trg)="5.1"> Идея организовать эмбарго порта была предложена и активно обсуждалась пользователями Twitter .
# mg/2009_01_21_1520_.xml.gz
# ru/2009_01_26_27_.xml.gz
(src)="1.1"> Faritra Arabo : Fanehoan-kevitra @ fitokanana an 'i Obama
(trg)="1.1"> Ближний Восток и Северная Африка : реакция на инаугурацию Обамы
(src)="2.1"> Androany ( 20 janoary ) no fotoana manan-tantara eto Etazonia hanaovan 'i Barack Obama fianianana amin 'ny maha-prezidà faha-44 azy .
(trg)="1.2"> Сегодняшний день ознаменовался историческим событием для Соединенных Штатов , когда Барак Обама принял присягу , став 44-м президентом страны .
(src)="2.2"> Raha nihanihena ny fanohanana an 'i Obama any @ tontolo arabo nandritra izay volana vitsy nanginany sy nanginan 'ny governemantany nandritra ny fahafihan 'ny Isiraely tany Gaza izay , dia mbola manana zavatra maro hotenenina kosa ny mpamaham-bolongana manerana an 'i Moyen Orient sy Afrika Avaratra .
(trg)="1.3"> В то время , как поддержка Обамы со стороны арабского мира в последние несколько месяцев стала ослабевать , что явилось результатом его формирования кабинета , а также его молчания по поводу израильской агрессии в секторе Газа , блогерам со всех концов Ближнего Востока и Северной Африки все же есть что сказать .
(src)="3.1"> A Syrian in London moa efa mizara amintsika nandritra ny herinandro vitsivitsy izay ny fizotran 'ny fanafihana ataon 'Isiraely , ary dia nomarihany :
(trg)="11.5"> Марокканские сторонники Обамы все еще проводят активную кампанию , чтобы Барак Обама выступил со своей первой зарубежной речью в Рабате .
# mg/2009_09_18_3494_.xml.gz
# ru/2009_09_22_101_.xml.gz
(src)="1.1"> Indonezia : voamarina fa maty tokoa ilay lehilahy natao savahao indrindra
(trg)="1.1"> Индонезия : самый опасный преступник признан погибшим
(src)="2.1"> Voatatitra fa nanafika vondrona islamista vitsy mahery fihetsika iray tao amin 'ny manodidina an 'i Solo , afovoan 'i Java , tamin 'ny alakamisy maraina teo ny Sampana manokana Indoneziana miady amin 'ny fampihorohoroana Densus 88 .
(trg)="2.1"> В четверг утром в прессу поступило сообщение о том , что Специальное антитеррористическое подразделение Индонезии Densus 88 находится в центре перестрелки с небольшой группой радикальных исламистов в пригороде Соло , Центральный Ява .
(src)="2.2"> Fantatra nandritra io fifampitifirana io fa tsipalotra ho Noordin M. Top , ilay Indoneziana atao savahao indrindra ny iray amin-dry zalahy mpampihorohoro .
(trg)="2.2"> Одим из участников данного происшествия был назван Мухаммад Нурдин Топ – самый разыскиваемый преступник в Индонезии .
(src)="3.1"> Maty nandritra ny fifampitifirana izay naharitra 9 ora tamin 'izany i Top sy ny namany efatra .
(trg)="3.1"> Топ и четыре его сообщника были убиты после 9 часовой перестрелки .
(src)="4.1"> Nilaza ny Lehiben 'ny Polisim-pirenena , ny Jeneraly Bambang Hendarso Danuri fa misy 14 ny teboka mifampitontona amin 'ny dian-drantsan-tanan 'ilay mpiady voatahirin 'ny polisy .
(trg)="4.1"> Глава Национальной полиции , Генерал Полиции Бамбанг Хендарсо Данури заявил , что 14 частей отпечатков пальцев убитого террориста совпали с данными отпечатков пальцев , имеющихся у полиции .
(src)="4.2"> Nilaza ihany koa i Danuri fa fitahiana izao fahombiazana tanatin 'ny volana Ramadany izao .
(src)="5.1"> Mihoby izao zavabita izao ny mpisioka an-tserasera :
(trg)="4.2"> Также , по словам Данури , успех данной операции был обеспечен благодаря священному месяцу Рамадан .
(src)="9.2"> Tsara izany .
(src)="10.1"> @ noorfiltriani Mankany amin 'ny afobe aloha i Noordin
(trg)="5.1"> Эта новость обрадовала многих пользователей Twitter
(src)="11.3"> Maty voatifitry ny # Densus88 i # Noordin M Top
(src)="12.1"> Nilaza ny filoha Yudhoyono , raha nampiato ny fifadian-kanina niaraka tamin 'ny mpanao gazety tao amin 'ny lapam-panjakana fa tena ankasitrahany indrindra ny nataon 'ny polisy sy ny vondrona 88 noho ny asa lehibe nataon 'izy ireo hiadiana amin 'ny fampihorohoroana .
(trg)="7.1"> Заканчивая свой дневной пост ( в месяц Рамадан можно есть только после захода солнца ) вместе с журналистами в Президентском Дворце , Президент Йудхуйоно ( Yudhoyono ) выразил свое уважение и благодарность Полиции и Отделению 88 за их тяжкий труд в борьбе с терроризмом .
(src)="13.1"> Nilaza ihany koa ny filoha ny tokony mbola hahamailo ny firenena hatrany , na dia efa maty aza i Noordin fa mbola mbola tsy voasambotra akory ireo vondrona isn-karazany naoriny , ka mbola ilaina ny hifampitantanan 'izao tontolo izao amin 'ny famongorana ny fakan 'ny extremisma sy ny fampihorohoroana .
(trg)="8.1"> Также президент отметил , что тем не менее власти должны оставаться бдительными , так как , не смотря на смерть Нурдина , террористическим формированиям , которые он создал , пока еще удается избежать поимки , поэтому мир должен объединиться для искоренения экстремизма и терроризма .
# mg/2009_09_24_3565_.xml.gz
# ru/2009_09_22_117_.xml.gz
(src)="1.1"> Etazonia : Hajian 'ny Idy miteraka fankahalana any Tennessee
(src)="2.1"> Andian 'ilay hajia taona 2008 , nialoha ny fiakaran 'ny vidim- piainana
(trg)="1.1"> США : Почтовая марка в честь мусульманского праздника Хаит провоцирует расизм в Теннесси
(src)="3.1"> Raha eo am-pankalazana ny Idy al-Fitr , manamarika ny fiafaran 'ny volana Ramadany , indrindra ny Miozolomana any Etazonia , dia mivezivezy haingana dia haingana any ny rojon 'imailaka feno fanaratsiana .
(trg)="2.1"> В то время как мусульмане США празднуют Рамазан Хаит ( Ид аль-Фитр ) , который ознаменовывает окончание месяца Рамадан , оскорбительное электронное письма завершает свое шествие по стране .
(src)="3.2"> Miampanga lainga ny filoha Obama ho mamoaka hajia vaovao fahatsiarovana ny Idy roa sosona ilay imailaka ary mandrisika ny mpamaky azy hanao ankivy ilay hajia , noho ny fanafihan 'ny mpampihorohoro tamin 'i Etazonia nandritra ny roapolo taona .
(trg)="2.2"> В тексте письма говорится о том , что Президент Обама выпустил новую почтовую марку в честь празднования двух Хаитов , звучит недвусмысленный призыв бойкотировать марку , при этом упоминается несколько террористических атак на США в течение последних 20 лет .
(src)="3.3"> Hitanao ao amin 'ny lahatsoratr 'i Missives from Marx , izay nilazany ny fahasorenany rahateo , ny lahatsoratra feno fanaratsiana iray manontolo :
(trg)="2.3"> Полный текст электронного письма можно прочитать в статье Missives from Marx .
(src)="3.4"> Nahazo ity mailaka manaraka ity avy tamin 'ny havako aho .
(trg)="2.4"> Автор выражает свое полное разочарование письмом и говорит :
(src)="3.7"> Rehefa jerena ihany koa dia tsy misy zava-baovao loatra mikasika ilay taratasy , na ilay hajia .
(src)="3.8"> Azavain 'ny About.com fa efa nivezivezy teny hatrany ity taratasy ity hatramin 'ny taona 2002 raha kely indrindra , nefa efa tamin 'ny 1 Septambra 2001 no nivoahan 'io hajia io .
(src)="4.1"> Velabelarin 'i Aziz Poonwalla ao amin 'ny bolongan 'ny BeliefNet City of Brass , ny tantaran 'ity imailaka ity :
(trg)="3.1"> История электронного письма , которое циркулирует по Интернету уже несколько лет , не раз объяснялась , но тем не менее , оно все еще существует .
(src)="4.2"> Tratra hatrany taloha ny ( laingan ) ' itony imailaka , nivezivezy an-tserasera nandritra ny taona maro itony , nefa dia mbola indro eo ihany ry zareo .
(src)="4.3"> Efa nazoto namaham-bolongana ny momba ny tantaran 'ny hajian 'ny Idy , ny adi-hevitra naterany teo am-pivoahany voalohany ( matetika ny Repoblikana mpitazona nentim-pahazarana no tia hiady hevitra azy ity ) , ary ny fiarovan-tena nataon 'ny filoha Bush sy ny Mpitondra teny Hastert aho .
(trg)="3.2"> Я очень много писал на блогах об истории почтовой марки , посвященной Хаиту , о спорах , сопровождавших ее с самого момента появления ( инициированных в основном Республиканцами ) , и о защите марки со стороны Президента Буша и Спикера Хастерта .
(src)="4.4"> Raha fehezina , tamin 'ny 1 Septambra 2001 , folo andro mialoha ny fanafihan 'ny 9-11 no nivoahan 'ny hajia , nandritra ny fitondran 'i Bush .
(trg)="3.3"> В двух словах , марка была представлена публике 1 сентября 2001 года , за 10 дней до событий 11 сентября , во время пребывания Буша на президентском посту .
(src)="4.5"> Tafiditra ao amin 'ny lisitry ny manao politika mpandala ny nentim-pahazarana tsy manakana ny isian 'ny hajia ho fahatsiarovana ( na fankalazana ) ny Hanukkah , Kwanzaa , eny fa na dia ny teh taombaovaon 'ny Shinoa aza ny Ben 'ny tanàna Piper - fa manavaka ny hajian 'ny fankalazana ny fety miozolomana Idy kosa ho mampatahotra , ka mila valinteny avy amin 'ny “ tia tanindrazana ” Amerikana ?
(trg)="3.4"> Мэр Пайпер принадлежит к длинному списку консервативных политиков , которые ничего не имеют против марок в честь Хануки , Кванза , даже Китайского Нового года , но марка , посвященная мусульманскому празднику Хаит , является , на их взгляд , знаком угрозы , требующим ответа от « патриотичных » американцев .
(src)="4.6"> Lahatsoratra iray hita ao amin 'ny Clarksville Online , bolongana ho an 'ny tanànan 'i Clarksville , Tennessee , no ahitana ny mahatonga ny imailaka hivoaka lohateny lehibe amin 'ny gazety tamin 'ity taona ity :
(trg)="5.1"> Автор статьи на сайте Clarksville Online – блоге города Кларксвилл ,
(src)="5.3"> Nanompo amim-pahamendrehana ny firenentsika sy ny fahafahantsika izy ireny .
(src)="5.4"> Tsy misy sokajin 'olona azo atao ho ambinambin 'olom-pirenena , noho ny finoany , na noho ny hadalan 'ny extremista sasantsasany .
(trg)="6.1"> Теннесси , объясняет , почему электронное письмо имело такой большой резонанс в этом году :
(src)="5.5"> Miteraka henatra ho an 'ny tananantsika , ny fanjakantsika ary ny firenentsika ity nataon 'ny Ben 'ny tananantsika ity .
(src)="5.6"> Nozohin 'i Sheila Musaji tao amin 'ny The American Muslim ( TAM ) ny fihodin 'ilay rojon 'imailaka hatramin 'ny 2005 no mankaty , ary tamin 'ny fanakotrihana nataony , no nanamarihany ny fihetsika mihoam-pampana nataon 'ny Ben 'ny tanàna Piper :
(trg)="7.1"> Как настоящий мэр , я был удивлен ифтаром ( ифтар -бесплатная раздача еды в любой день недели , во время месяца Рамадан ) , который устроил Президент Обама в Белом Доме .
(src)="6.1"> Hitako tsara hoe hanakory ny hagagan 'ny Ben 'ny tanàna raha mahalala ny nanaovan 'ny filoha Obama Iftar ( fanapahana fifadian-kanina ) tao amin 'ny Trano Fotsy ( fr : Natomboky ny filoha Clinton ) .
(src)="7.1"> Ary mazava loatra fa ho fiarovan-tenany tahaka ny mpivavaka tery saina rehetra dia hoe : “ Manana namana miozolomana ihany koa aho , ” hoy ny fanampi-teniny . ”
(trg)="8.1"> И , конечно , в качестве оправдания , как и все фанатики , он тут же добавил : « У меня есть несколько хороших друзей мусульман » .
(src)="7.2"> Angamba afaka manazava azy tsara hoe nahoana no manohintohina ITY ( PDF ) .
(src)="7.3"> Jillian C. York
(trg)="9.1"> Хочется надеется , что эти хорошие друзья мусульмане просветили его , почему ЭТО ( PDF ) является оскорбительным .
# mg/2009_09_30_3579_.xml.gz
# ru/2009_09_25_137_.xml.gz
(src)="1.1"> Honduras : fakana sary mandritra ny tsy fahazoana mivezivezy
(trg)="1.1"> Гондурас : видео жителей страны , в которой действует комендантский час
(src)="2.1"> Telo volana taorian 'ny naharesen 'ny filoha Mel Zelaya tamin 'ny alalan 'ny fanonganam-panjakana izay heverin 'ny sasany fa rariny ary ataon 'ny hafa kosa ho tsy ara-dalàna , dia niverina tany Honduras izy ny 21 septambra lasa teo ary mialokaloka ao amin 'ny tranon 'ny masoivohon 'i Brésil any Tegucigalpa renivohitra .
(trg)="2.1"> Через три месяца после свержения со своего поста ( некоторые считают это оправданным , а другие – нелегальным ) Президент Гондураса Мел Зелая 21 сентября вернулся в страну в поисках убежища в Посольстве Бразилии в столице Гондураса - Тегусигальпа .
(src)="2.2"> Niteraka savorovoro politika sy tsy fitovian-kevitra eny an-dalana rehetra eny izany fiverenany izany , niteraka horohoro ho an 'ny mponina izay hianjadian 'ny tsy fisian 'ny sakafo hohanina vokatry ny tsy fahazoana mivezivezy manerana ny firenena navoakan 'ny governemantan 'i Roberto Michelitti .
(trg)="2.2"> Возвращение Зелаи вызвало обострение политического конфликта и появление на улицах Гондураса оборонительных сооружений , которые очень пугают жителей .
(trg)="2.3"> Ведение временным правительством Роберто Мичелетти по всей стране обязательного комендантского часа привело к нехватке продовольствия в домах большинства граждан .
(src)="3.1"> Any amin 'ireo tana-dehibe manerana ny firenena dia tsy miraharaha izany tsy fahazoana mivezivezy izany ny mpanara-dia an 'i Zelaya ary manomana fihetsiketsehana foana , na dia eo aza ny fampitandremana ataon 'ny governemanata sy ny mpitandro ny filaminana .
(trg)="3.1"> Несмотря не предупреждения временного правительства и полиции , сторонники Зелаи игнорируют комендантский час и организовывают протесты по всей стране .
(src)="3.2"> Vokany , nisy ny fifandonana tamin 'ireto farany ireto ary nahitana fahavoazana sy fisamborana an-jatony .
(trg)="3.2"> В результате , произошли столкновения сторонников Зелаи с полицией , в ходе которых , как сообщается , несколько человек пострадали и около сотни были арестованы .
(src)="3.3"> Natsahatra vonjy maika ny tsy fahazoana mivezivezy manomboka amin 'ny 10 maraina hatramin 'ny 4 hariva ny 23 septambra mba hahafahan 'ny mponina mividy izay zavatra ilainy .
(trg)="3.3"> Действие комендантского часа было временно приостановлено 23 сентября между 10 часами утра и 4 часами дня .
(trg)="3.4"> В течение этого времени гондурасцам было позволено пополнить свои запасы еды .
(src)="3.4"> Nanoratra i Aaron Ortiz avy any Pensieve :
(trg)="4.1"> Аарон Ортиц ( Aaron Ortiz ) , Pensiev , пишет :
(src)="4.1"> Maro tamin 'ny olona no mbola tany am-piasana raha nanambara ny fiverenany i Zelaya ka tsy afaka niomana ho amin 'ny tsy fahazoana mivezivezy mandritra ny andro maro izy ireo .
(trg)="5.1"> Когда Зелая объявил о своем возвращении , большинство людей по всей стране были на работе и поэтому не смогли подготовиться к комендантскому часу длиною в несколько дней .
(src)="4.2"> Ankoatry ny filaharam-be , ny “ venta loca ” ( varotr 'adala = varo-boba ) eny an-tsena sy ny talatalana foana any amin 'ny fivarotana lehibe , satria mponina an-tapitrisany no manangona sakafo , labozia , solika sy ny zavatra hafa mety ilainy .
(src)="6.1"> Habla Honduras dia vohikalan 'ny fikambanan 'ny mpanao gazety manaiky ny vaovao azo avy amin 'ny aterineto , mailaka na finday .
(trg)="6.1"> Повсюду можно наблюдать невероятно длинные очереди , “ venta loca ” ( сумасшедшие продажи ) на рынках и голые прилавки в супермаркетах , так как миллионы гондурасцев ринулись на закупку продовольствия , свечей , топлива и других товаров первой необходимости .
# mg/2009_09_30_3673_.xml.gz
# ru/2009_09_29_162_.xml.gz
(src)="1.1"> Global Voices sy ny Blog Action Day 2009
(trg)="1.1"> Global Voices и День Активных Блогов 2009
(src)="2.1"> Amin 'ny 15 Oktobra , hiaraka ireo mpitoraka blaogy maneran-tany hanoratra blaogy momban ny fiovaovan 'ny toetr 'andro ao amin 'ny iray amin 'ireo hetika ara-tsosialy lehibe eto amin 'ny aterineto : ny Blog Action Day .
(trg)="1.2"> 15 октября состоится одно из самых масштабных социальных событий в сети Интернет : Blog Action Day ( День Активных Блогов ) , когда блоггеры со всего мира соберутся для обсуждения проблемы глобального изменения климата .
(src)="3.1"> Ity dia hetsika iray isan-taona mampiray an 'ireo mpitoraka blaogy maneran-tany amin 'ny fanoratana mombana lohahevitra iray amin 'ny andro mitovy .
(src)="3.2"> Ny tanjon 'ity fanehoana maneran-tany ity dia ny hanaitra ny fahatsiarovan-tenan 'ny tsirairay sy hanentana ny fifanakalozan-kevitra iraisana momba ireo lohahevitra manan-danja atrehan 'izao tontolo izao .
(trg)="2.1"> Это ежегодное событие объединяет блогеров со всего мира , когда все они в один и тот же день могут писать на одну и ту же тему .
(src)="5.4"> Tamin 'iny fanatontosana voalohany iny , nampirisika mpitoraka blaogy maherin 'ny 20.000 mba hanokanana andro iray hanoratana momba ny olana ara-tontolo iainana ireo mpamorona .
(src)="5.5"> Ny taona manaraka , tamin 'ny 2008 , nanasongadina ny olan 'ny fahantrana izy ireo niaraka tamin 'ireo mpitoraka blaogy nizara fomba fijery sy hevitra hitadiavana vahaolana .
(src)="6.1"> Amin 'ity taona ity , ny fiovaovan 'ny toetr 'andro no lohahevitra , izay fotoana lehibe hanandratana ireo resadresaka rehetra sy fanentanana amin 'ny aterineto izay karakarain 'ny fivorian 'ny Firenena Mikambana COP15 mialoha ny any Denmark ny volana Desambra 2009 .
(trg)="2.2"> Цель этой глобальной акции – поднять уровень сознания и способствовать межрегиональному общению по важным задачам , которые стоят перед всеми нами .
(src)="7.3"> Anisan 'ireo mpanohana ny Blog Action Day ireo fikambanana toa an-dry Oxfam , Avaaz , TckTckTck , Greenpeace ary Amnesty International .
(src)="8.1"> Amin 'ny maha-blaogy mpiara-miasa ofisialy azy , Global Voices dia hanohana ny Blog Action Day amin 'ny fampirisihana ireo mpitoraka blaogy maneran-tany mba haneho anaty aterineto ny fanohanany ary handray anjara .
(trg)="3.1"> На официальном блоге Робин Бек ( Robin Beck ) объявил тему Дня Активных Блогов 2009 :
# mg/2009_09_23_3505_.xml.gz
# ru/2009_10_08_235_.xml.gz
(src)="1.1"> Kazakhstan : Tsy fahazakàna fampielezan-kevitra
(trg)="1.1"> Казахстан : Аллергия на пропаганду
(src)="1.2"> Araka izay amaritan 'i megakhuimyak azy , tamin 'ny herinandro lasa iny tao Kazakhstan , “ miha-henjana ny fikorosiana . ”
(trg)="1.2"> В Казахстане на минувшей неделе , по выражению megakhuimyak , « маразм крепчал со страшной силой » .
(src)="1.3"> Mbola manalokaloka sy mibahana ao an-tsain 'ny firenena iray manontolo ny vinantolahin 'ny filoha teo aloha , Rakhat Aliev , fahavalo émigré ho an 'ny fitondrana # 1 .
(trg)="1.3"> В стране не стихает ажиотаж по поводу экс-зятя президента Рахата Алиева , ныне – врага государства № 1 в эмиграции .
(src)="1.4"> Ny tahotry ny olona ny fiandrianana mahafehy ny zavatra rehetra sy ny mpiasam-mpanjakana mpitsikilo dia nivadika ho tahotra ny ho voarohirohy ho mifandray tendro amin 'ny mpandositra fitsarana , izay vao mainka niharatsy kokoa noho ireo fepetra vaovao ifehezana ny vontoatin-javatra amin 'ny aterineto :
(trg)="1.4"> Боязнь граждан перед некогда всемогущим олигархом и спецслужбистом сменилась страхом быть обвиненным в связях с беглым преступником , и умножилась новыми стандартами регулирования Интернета :
(src)="1.5"> Ny Center of Gravity izao dia mampitandrina ireo mpampiasa mba tsy hitendry ny teny hoe “ Aliev , ” izay ovàny avy hatrany ho ellipses .
(trg)="1.5"> На Центре тяжести оказывается в сообщении нельзя написать слово “ Алиев ” , вместо него программа ставит точки .
(src)="1.6"> Mitranga koa io raha toa ny “ aliev ” ka singa iray ao anatin 'ny fanampin 'anarana hafa .
(trg)="1.6"> Причем это действует , если даже “ алиев ” – составная часть другой фамилии .
(src)="1.7"> Taorian 'ny fifanakalozana mafana vay momba ilay fepetra vaovao , dia naàton 'ny mpandrindra ilay forum ny fibahànana ny anarana ary nofafany ny dinidinika momba izany .
(trg)="1.8"> Правда , вскоре после оживленного обсуждения нововведения администрация форума исправилась , отменила цензуру фамилии , а тему с обсуждением удалила .
(src)="1.8"> “ Mba nanome sombim-pahalalàhana kely ho antsika ry zareo nony farany , ” hoy i megakhuimyak manamarika .
(trg)="1.9"> « Пару капелек из себя выдавили все-таки » , комментирует megakhuimyak .
(src)="2.1"> mnatali33 mitanisa fanambaràna iray nosoratan 'ny mpanohitra mikasika ny fitsarana ilay mafana fo Kazakhstani mpiaro ny zon 'olombelona , Yevgenii Zhovtis , izay voaheloka hifonja 4 taona an-tranomaizina .
(src)="2.2"> Milaza ilay fanambarana fa ny sazy dia nobaikoin 'ny tsikera nataony momba ny fomba fampiharana ny lalàna , ny rafitra ara-pitsarana sy ara-politika .
(trg)="2.1"> mnatali33 цитирует заявление оппозиции на тему осуждения главного казахстанского правозащитника Евгения Жовтиса , в котором приговор – 4 года заключения – называют следствием его принципиальной критики правоохранительной , судебной и политической системы .
(src)="2.3"> Manampy ilay mpitoraka blaogy , ketraka :
(trg)="2.2"> Блоггер добавляет в отчаянии :
(src)="2.4"> Na rahoviana na rahoviana no mbola hitelemantsika ampahanginana azy ity ho toy ny sakafo maraina , antoandro sy hariva , tsy hanana mandrakizay isika – renareo ve aho e ? – MANDRAKIZAY tsy hanan-jo , na olona mpiaro ny zon 'olombelona , na fanjakana tan-dalàna .
(trg)="2.3"> Пока мы молчим и хаваем все это на завтрак , обед и ужин , не будет , слышите , НИКОГДА не будет у нас ни прав , ни правозащитников , ни правового государства
(src)="2.5"> Ho toy ny fanamafisana , dass dia mitanisa antontan 'isa ofisialy momba ny fanodikodinam-bola niseho hatramin 'ny niandohan 'ity taona ity – manodidina ny sivy lavitrisa tenge ( eo ho eo amin 'ny 60 tapitrisa dolara eo ) – ary ampiany amin 'ny kajikajy matematika avy aminy manokana :
(trg)="2.4"> Словно в подтверждение этого dass приводит официальную статистику хищений из госбюджета с начала года – около девяти миллиардов тенге ( более 60 млн. долларов ) – и дополняет его приблизительными математическими выкладками :
(src)="2.6"> Ity famoahana ity dia mandrakotra fotsiny ny enim-bolana voalohany tao anatin 'ny taona , ary miaty fotsiny koa ireo halatra voasazin 'ny didim-pitsarana amin 'ny fomba ofisialy .
(trg)="2.5"> Озвучены цифры за полгода и только те , которые подтверждены судебными решениями .
(src)="2.7"> Raha raisina hoe ny ankamaroan 'ny halatra dia mbola tsy tratra , ary misy ampahany mbola eo andalam-panadihadiana , dia heveriko fa ny hadiry mitambatry ny fanodinkodinana dia manodidina ny 200 lavitrisa tenge ho an 'ity taona diavina ity .
(trg)="2.6"> Предполагая , что большая часть хищений еще не раскрыты , а часть находится в стадии досудебного расследования , оцениваю объем хищений в текущем году примерно в 200 миллиардов тенге .
(src)="2.8"> Mantrovkz kosa miverina amin 'ilay resaka Aliev , izay nilaza tsy ela akory izay ny fananganana hetsika fanoherana iray :
(src)="2.9"> Ny fanoherana any Kazakhstan dia fivondronanan 'ireo mpiasam-mpanjakana taloha , tratra noho ny fanodikondinana .
(trg)="2.7"> Mantrovkz возвращается к теме Алиева , который на днях объявил о создании некого оппозиционного движения :
# mg/2009_10_31_4001_.xml.gz
# ru/2009_10_15_252_.xml.gz
(src)="2.1"> Manohy ny resaka momba ny fifandraisana ara-sosialy ireo mpitoraka blaogy any Kazakhstan .
(trg)="1.2"> Блоггеры Казахстана продолжают обсуждать общественные темы .
(src)="2.2"> Tamin 'ny herinandro lasa teo , ny adihevitra teto amin 'ny aterineto dia nampiseho lohahevitra samihafa .
(trg)="1.3"> На минувшей неделе онлайн-дискуссии развернулись на разные темы .
(src)="3.1"> Ny mpitoraka blaogy Lord-Fame dia novangian 'ireo tomponandraikitry ny hetra izay nanambara fa tsy ampy araka ny tokony ho izy ireo mpiasa ao amin 'ny orinasany , ambanin 'ny “ salanisa ho an 'ny orinasa ”
(trg)="1.4"> Так , блоггера Lord-Fame посетили налоговые инспекторы , которые нашли нарушение в его компании - недостаточное число работников , ниже " среднего показателя по отрасли " :
(src)="3.2"> Iza no tsisy saina nahita izany fitsipika izany ?
(trg)="1.5"> Интересно , какой налоговый кретин выдумал это нарушение ?
(src)="3.3"> Hatraiza ny hadalanao ka hametrahanao ireo orinasa REHETRA ho anaty lasitra iray mitovy ?
(trg)="1.6"> И каким уровнем тупости нужно обладать , чтобы грести ВСЕ компании в одной отрасли под одну гребенку ?
(src)="3.4"> Mbola mikasika ny sehatra ara-ekonomika ihany , Thousand-pa dia tsy mahazo hoe nahoana , na dia teo aza ny filazana entin 'ny fanjakana , no nolavin 'ireo tomponandraikitra ny volavolan-kevitra mikasika ny hanondrotana ny karaman 'ireo mpiasan 'ny fikambanana izay vatsin 'ny fanjakana vola :
(trg)="1.7"> Продолжая тему экономики , Thousand-pa недоумевает , почему на фоне оптимистичных заявлений правительства , власти отказались от запланированного повышения зарплат работникам организаций , финансируемых из госбюджета :
(src)="3.5"> Inona no antony ilazana fa tapitra ny krizy raha toa ka afaka iray volana aty aoriana dia ho mbola io krizy teo aloha io ihany no teti-dratsy ampiasaina mba hahafahana miverina amin 'ny fampanantenana taloha ?
(trg)="1.8"> Зачем надо было говорить про то , что кризис закончился , чтобы ровно спустя месяц отказываться от ранее принятых на себя обязательств , ссылаясь на тот самый кризис ?
(src)="3.6"> D-lov dia miahiahy ny tsy fahampian 'ny ady hevitra ao Kazakhstan mikasika ny fanararaotana ara-nofo any ampiasana :
(trg)="1.9"> А вот D-lov задалась вопросом - почему в Казахстане не стоит проблема сексуального харасмента на рабочем месте :
(src)="3.7"> Eto ireo vehivavy dia manaiky ny fanjakan 'ny lehilahy amin 'ny sehatra rehetra sy amin 'ny endriny rehetra , izay hita taratra eny amin 'ny firenena Aziatika efa mba mandroso .
(trg)="1.10"> Потому что женщины здесь заведомо признают и принимают мужской шовинизм на любом уровне и в любой форме , характерный для азиатской страны второго мира .
(src)="3.8"> Ny miara-mandry amin 'ny lehibe dia voninahitra ho azy ireo .
(trg)="1.11"> А спать с начальником считается высшей честью .
(src)="3.9"> Raha misy vehivavy mahasarika ny maso nefa tsy manam-pikasana hisarika ny hafa amin 'ny filàna , ary , fanampin 'izay , mbola vehivavy mahira-tsaina eo amin 'ny asany , dia lasa “ mpifaninana ” , na “ mpilalao mampidi-doza ” , lasa “ vehivavy tsy maha-te ho tia ” , sns .
(trg)="1.12"> Если же сотрудник женского пола и привлекательной внешности кокетничать с руководством не собирается , а ко всему прочему демонстрирует работоспособность и интеллект , то она становится " конкурентом " , " опасным игроком " , " заигравшейся стервой " , ну и так далее .
(src)="3.10"> Megakhuimyak dia matahotra momba ny kalitaon 'ny fikarohana ara-tsiantifika sy ara-panabeazana ao Kazakhstan :
(trg)="1.13"> Megakhuimyak обеспокоен сегодняшним качеством научно-исследовательского и образовательного потенциала Казахстана :
(src)="3.11"> Ny famakafakana ny tantaran 'ny siansa any Kazakhstan dia nampiseho fa ny mpitarika antsika izay tsy mety aongana dia avy amin 'ny siansa voajanahary : mpahalala momba ny vohontany , injenieran 'ny harena ankibon 'ny tany , ary ireo manampahaizana momba ny zava-manan 'aina rehetra .
(trg)="1.14"> Анализ истории науки в Казахстане показывает , что лидерами были естественники - геологи , горные инженеры , затем биологи .
(src)="3.12"> Tsy manana siantifika afaka mantanteraka asa amina sehatra toy izany intsony ny firenena – ary , raha ny fandehan 'ny fampianarantsika amin 'izao , dia mety tsy hanana intsony tahaka azy ireo mihitsy isika .
(trg)="1.15"> Сейчас в стране не осталось ученых , которые смогли бы дать работу такого уже уровня .
(src)="15.1"> The paradox is that the country has no culture , yet it has a Ministry of Culture .
(src)="15.2"> On the other hand , there is corruption everywhere , yet there is no Ministry of Corruption .
(trg)="1.16"> А с учетом качества образования - уже больше никогда и не будет
(src)="16.1"> Also posted on neweurasia ( translated by Andrey )
(trg)="1.17"> Подводя итог , pycm выдает в своем блоге саркастичный афоризм :
# mg/2009_11_27_4182_.xml.gz
# ru/2009_11_12_291_.xml.gz
(src)="1.1"> USA : Mampivoitra manokana ireo Silamo ao amin 'ny tafika ilay vono-olona tao Fort Hood
(trg)="1.1"> США : стрельба в Форт Худ привлекла повышенное внимание к мусульманам в армии
(src)="1.2"> Nahatonga ireo Silamo any Amerika ho eo ambanin 'ny jirobe mpanazava indray , indrindra fa ireo ao anatin 'ny tafika ilay Tifitra variraraka iray nataon 'i Nidal Malik Hasan , manamboninahitry ny tafika Amerikana , nahafatesana 13 sy naharatrana 31 tao Fort hood , Texas .
(trg)="1.2"> Стрельба , устроенная майором американской армии Нидаль Маликом Хасаном на военной базе Форт Худ в Техасе , и повлекшая за собой смерть 13 человек и ранение 31 человека , снова привлекла внимание к мусульманам Америки , особенно к тем из них , кто служит в армии .
(src)="2.1"> Fotoana vitsy taorian 'ny nilazana fa ny Manamboninahitra Hasan no voatondro ho ilay mpitifitra , nahitàna fahasahiranana lalina teo amin 'ireo mpanolotra vaovao sy mpanadihady ny amin 'ny fiaviany ara-poko sy ara-pinoana .
(trg)="2.1"> Сразу же после объявления того , что майор Хасан находится под подозрением , среди новостных агентств и комментаторов возник явный дискомфорт по-поводу его религиозной и этнической принадлежности .
(src)="2.2"> Notaterina betsaka ihany koa fa matetika no iharan 'ny antsojay avy amin 'ireo olona avy ao anatin 'ny antokon-tafika misy azy ihany ireo Silamo .
(trg)="2.2"> Поступили сообщения , что военнослужащие мусульмане иногда подвергаются нападкам со стороны своих сослуживцев .
(src)="3.1"> Howard M. Friedman , mpampianatra lalàna fanta-daza ao amin 'ny Anjerimanontolon 'i Toledo , dia milaza ao amin 'ny blaoginy ReligionClause :
(src)="3.2"> “ Ny tafika dia nanao fandraisana Silamo noho ny fananana traikefa amin 'ny tenim-pirenena sy ny kolontsaina ilaina hiatrehana ny adin 'i Iraka sy Afganistana .
(src)="3.3"> Na izany aza anefa dia misedra ny fiahiahian 'ireo manamboninahitra mpifehy azy ireo Silamo . “
(trg)="3.1"> Ховард Фридмен - Профессор Права Университета Толедо пишет в своем блоге ReligionClause :
(src)="3.4"> Na izany aza anefa , ny fiahiahiana ireo Silamo mpikambana ao anatin 'ny antokon-tafika dia efa nisy talohan 'ny nitrangan 'ny tifitra , fa ny tena atahoran 'ny tsirairay izao dia ny ho fitomboan 'ireny noho ny vono-olona tao Fort Hood .
(trg)="4.1"> Всего лишь через несколько дней СМИ уже объясняют данное событие этническими / расистскими / религиозными оскорблениями , которые свели Нидала с ума .
(src)="3.5"> Mipoitra ny fanontaniana sao ny Major Hasan ka isan 'ireo henjam-pihetsika izay manao fanafihana mifototra amin 'ny resa-pinoana irony , na koa marary saina tsotra izao fotsiny .
(trg)="4.2"> В конечном счете ответственными за трагедию были плохие люди , делающие неамериканские вещи , и сейчас этому настал конец .
(src)="4.1"> Any Canada , ny mpanoratra Gwynne Dyer , ao amin 'ny gazety maimaim-poana mpivoaka isan-kerinandro any Vancouver Straight.com , dia manoritra fa mamohafoha zavatra maro saro-pady ny fanondroana ny foto-pinoan 'ilay mpamono :
(src)="5.1"> “ Andro vitsy taty aoriana , raha mbola nihazohazo ny fanadihadiana nanoloana ny fahasamihafan 'ireo fitantarana , ny mpampahalala vaovao dia efa nametraka ny fanazavana hoe resa-poko / fihodirana / finoana no nahatonga ny hadalan 'i Nidal .
(trg)="5.1"> Единственное объяснение , которое упускается , это то , что Американские войны в мусульманских странах за океаном сделали более радикальными мусульман и дома .
(src)="5.3"> Ny fanazavana iray tsy naroso dia ny hoe ireo ady ataon 'ny Amerika any amin 'ireo tany Silamo ampitan-dranomasina any dia vao mainka manamafy fo ireo Silamo ao aminy .
(src)="5.4"> Tsy miraharaha hoe ireo mpampihorohoro Silamo ao an-toerana izay nanafika ny rafi-pitateran 'ny Londres tamin 'ny 2005 , na ireo mpiray tsikombakomba Silamo isan-karazany izay voasambotra tany amina firenena Tandrefana samihafa talohan 'ny hahatanterahan 'ny tetik 'izy ireo dia saika nanameloka ny fananiham-bohitry ny Tandrefana any amin 'ny tany silamo avokoa ka vao mainka manamafy ny fon 'izy ireo .
(trg)="5.2"> Никто и не задумывался , что исламский террорист , который атаковал транспортную систему Лондона в 2005г . , и различные исламские заговорщики , которые были пойманы в других западных странах еще до исполнения их планов , почти все они осуждали в своих радикальных настроях вторжение Запада в мусульманские страны .
(src)="5.5"> Tsy miraharaha , indrindra indrindra , hoe ny tena vao mainka nanamafy fo azy ireo dia ny tsy fisian 'ny fifandraisan 'ireny fananiham-bohitra ireny amin 'ny resaka fandriampahaleman 'ny Tandrefana akory ”
(trg)="5.3"> Кроме того , никто не упоминает , что к радикальным настроям действительно привел тот факт , что данные вторжения не играли абсолютно никакой роли для безопасности Запада .
(src)="5.6"> Ny Fox News , voatsikera matetika noho ny fitsaratsaràna ataony momba ireo olana mifandraika amin 'ny fifindra-monina sy ny pôlitikan 'ny fikombonana , dia voalaza fa nanao antso avo ho an 'ny “ fitiliana ireo Silamo ” ao amin 'ny tafika .
(trg)="6.1"> По некоторым данным , Fox News , часто критикуемый за свою наклонность к обсуждению вопросов иммиграции и к консервативной политике , призывает к « отсеиванию » мусульман в армии .
(src)="5.7"> Ao amin 'ny vohikala Veterans Today , manamboninahitra taloha iray tao amin 'ny Mpiambina ny morontsirak 'i Amerika , Tom Barnes , dia miteny fa mamoromporona hevitra hambolena fifandroritana tsisy fotony " isika mifanandrina amin-dry zareo " ilay fantsom-baovao :
(trg)="6.2"> На сайте Veterans Today офицер береговой охраны в отставке Том Барнес говорит , что новостной канал еще более преувеличивает стереотипные понятия для создания напряжений вокруг темы « мы по сравнению с ними » :
(src)="6.1"> “ … raha fintinina dia " tsy misy ilàna azy " ilay fantsom-baovao , raha ny filazana tsy dia masosotra tany amboalohany azy ity no hivadika ho tafika masin 'ny Fox Channel mifanandrina amin-dry “ zareo ” atsy ho atsy ity fanontaniana azo leferina ity atsy ho atsy .
(trg)="7.1"> ... новостной канал оказывается абсолютно « бесполезным » даже для того , чтобы сказать , обернется ли данный вопрос в скором времени в очередной крестовый поход Fox Channel против « них » .
(src)="6.2"> Tsy hoe lasa mitarazoka ihany ity zavatra ity , fa sady mampidi-doza ihany koa .
(trg)="7.2"> Все это становится не только старым , но и опасным .
(src)="6.3"> Eto ny tantara .
(trg)="7.3"> История здесь .
(src)="6.4"> Araka ny efa nolazaiko tery aloha , efa nitranga taloha tao amin 'ny Tafika Amerikana ny tranga toy izao .
(trg)="8.1"> Как я уже сказал , вещи подобного плана уже случались в Вооруженных Силах США .
(src)="6.5"> Efa leon 'ny Fox News manondro amiko hoe iza avy no fahavaloko aho .
(trg)="8.2"> Мне уже надоедает , что Fox News постоянно говорят мне , кто есть мои враги .