# mg/2014_12_07_66213_.xml.gz
# ro/2014_12_50.xml.gz


(src)="1.1"> " Minisitra Vaovao Ao Okraina Hisahana Ny Fahamarinana " Nalàm-baraka Tao Amin 'ny Tambajotra Sosialy
(trg)="1.1"> Noul " Minister al adevărului " al Ucrainei ridiculizat de presă

(src)="1.2"> Sary nafangaron 'i Tetyana Lokot .
(src)="2.1"> Nampivanàka ireo Okrainiana rehetra mihitsy ny namoronana teo anivon 'ny governemanta Okrainiana ny Ministera iray vaovao hisahana ny Politikan 'ny Fampahalalam-baovao , nahatonga ny sasany hametaka anarana azy ho " Ministeran 'ny Fahamarinana . "
(trg)="2.1"> Crearea unui nou Minister de Politici Informaţionale din cadrul guvernului ucrainean a provocat consternare pe scară largă în rândul ucrainenilor , ceea ce-i duce pe unii să-i dea porecla de " Minister al Adevărului " .

(src)="2.2"> Lazain 'ireo kiana fa ny departemanta Orwellian , natao hiaro ny Okrainiana amin 'ny adin 'ny seraseram-baovao ifanaovana amin 'i Rosia , dia tsy hitondra afa-tsy ny fanelingelenana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fametrahana savaranonando hitera-doza , hahahafan 'ilay governemanta vaovao hanana fifehezana midadasika kokoa amin 'ireo media Okrainiana .
(trg)="2.2"> Criticii spun că departamentul lui Orwellian , care vizează protejarea Ucrainei în războiul de informații cu Rusia , va împiedica doar libertatea de exprimare și va stabili un precedent periculos , permiţând noului guvern o masură mai mare de control asupra mass-mediei ucrainene .

(src)="3.1"> Ministera vaovao tantanan 'i Yuriy Stets , tale taloha tao amin 'ny Departeantan 'ny Fiarovana ny Vaovao tao amin 'ny " Garde Nationale " tao Okraina .
(trg)="3.1"> Noul minister este condus de Yuriy Stets , fostul şef al Departamentului Securităţi de Informare al Gărzii Naţionale a Ucrainei .

(src)="3.2"> Fahiny i Stets dia lehiben 'ny famokarana tao amin 'ny Fantsona faha-5 , ilay fantson 'ny TV izay mbola ny filoha Petro Poroshenko no tompony hatramin 'izao .
(trg)="3.2"> Anterior , Stets a fost producător executiv al postului de televiziune Canal 5 , încă deţinut de preşedintele Petro Poroșenko .

(src)="4.1"> Ireo mpiaro ny media sy ireo mpanao gazety no tena miasa loha manokana amin 'ny ho mety hanelingelenan 'ilay ministera vaovao ny asan 'ny mpanao gazety , indrindra fa any amin 'ny faritra ianjadian 'ny ady any atsinanan 'i Okraina , toerana izay efa olana rahateo ny fahafahan 'ny media miditra ao aminy , ary efa marobe no niampanga tao amin 'ny media sosialy sy nanohitra tao amin 'ny parlemanta an 'io finiavana vaovao io .
(trg)="4.1"> Susţinătorii media şi jurnaliștii sunt deosebit de îngrijoraţi de faptul că noul Minister poate inhiba activitatea jurnaliștilor , în special în estul devastat de război al Ucrainei , în cazul în care accesul presei este deja o problemă , mulți au vorbit deja în presă şi au protestat în parlament împotriva noii inițiative .

(src)="4.4"> . @ HromadskeTV saribe tsy fankasitrahana ny ' Minisiteran 'ny Fahamarinana ' nogiazan 'ny mpiambina ny parlemana ao Okraina - sary avy amin 'i @ UkrpravdaNews pic.twitter.com / zNkxpdR2UR
(src)="5.1"> Tao amin 'ny Facebook , i Stets , mpitarika ilay departemanta vaovao , izy tenany mihitsy no niaro ny filàna ilay ministera , tamin 'ny filazàna fa ny fiarovana ny fampahalalam-baovao dia " iray amin 'ireo teboka fototry ny filaminam-pirenena , " ary firenena maro no efa fantatra fa namorona birao tahakahaka izany rehefa fotoana tsy milamina .
(trg)="6.1"> Stets , șeful noului departament , şi-a apărat necesitatea ministerul printr-un post pe Facebook , spunând că securitatea informațiilor este " unul dintre parametrii cheie ai securității naționale " , și că multe ţări au fost cunoscute pentru crearea unor birouri similare în vremuri de criză .

(src)="5.2"> Kanefa , zohin-kevitra tsy naharesy lahatra hampitony ireo mpanakiana ilay ministera ny azy .
(trg)="6.2"> Raționamentul lui , cu toate acestea , a făcut puţin pentru calmarea temerilor criticii ministerului .

(src)="5.3"> Henatra , henatra , henatra - izay no azoko iantsoana ny hevitra nentina namorona ny Ministeran 'ny Fahamarinana .
(src)="5.4"> Amin 'ny maha-mpanao gazety ahy ao amin 'ny Fantsona faha-5 dia taitra aho , menatra , tohina
(trg)="7.1"> Ucrainenii au exercitat online ridicolul , cea mai puternică armă împotriva opresiunii guvernului şi a nedreptăţii , şi situația în jurul valorii " Ministerului Adevărului " pare a nu fi diferită .

(src)="5.5"> Fitaovana matanjaka fampiasan 'ny Okrainiana hanoherany ny famoretan 'ny governemanta sy ny tsy rariny ny fanaovana hadrohadro feno eso ety anaty aterineto , ary raha ny hita dia tsy misy hafa amin 'izay ny raharaha manodidina ny " Ministeran 'ny Fahamarinana " .
(src)="6.1"> Ny sosokevitra hamoronana ilay ministera vaovao dia tsy hafa fa andrana diso làlana hiatrehana ireo kiana tsy an-kitsitsy atao amin 'ny governemanta vaovao sy ny zavatra ataony .
(src)="6.2"> Namoronan 'ireo mpisera kaonty " ministerialy " sandoka tao amin 'ny media sosialy .
(trg)="8.1"> Sugerând crearea noului minister nu este altceva decât o încercare greşită de a aborda critica deschisă a noului guvern şi a acțiunilor sale , utilizatorii au creat conturi " ministeriale " false pe paginile de socializare .

(src)="6.3"> Efa nahazo anaram-petaka sahady ny Ministeran 'ny Politikan 'ny Fampahalalam-baovao , hoe " Ministeran 'ny Hakamoana sy ny Fandroràna eny amin 'ny Valindrihana / Mpandrora mitsilàny " ary ny hoe " Ministeran 'ny Politikan 'ny Filàna ara-nofo , " sarinteny amin 'ny tsy fisian 'ny hilàna an 'ilay birao vaovao sy ny fifampitankosenana akaiky eo amin 'ireo manampahefàna samihafa ao amin 'ny governemanta .
(trg)="8.2"> Ministerul Politicii de informare a fost deja redenumit creativ ca fiind " Ministerul Lenii și a scuipării la tavan " și " Ministerul Politicii sexuale " , aluzie la inutilitatea noului birou și conexiunile prea-strânse între diferiţi oficiali guvernamentali .

(src)="7.1"> Ny kaonty Twitter an 'ny " Minisiteran 'ny Mazia " Okrainiana no naneho ilay finiavana vaovao hiarovana ny vaovao ho toy ny " vahaolana mazika " amin 'izay maharary eo amin 'ny firenena .
(trg)="9.1"> Un cont de Twitter pentru ucraineanul " Minister al Magiei " a expus noua inițiativă pentru securitatea informațiilor ca o " soluție magică " pentru problemele țării .

(src)="7.2"> Miasa izahay !
(src)="7.3"> FIRENENA MAHAVITA AZY .
(src)="7.4"> Kaonty Twitter hafa , " Ministeran 'ny Fahamarinana , " no maka aingam-panahy avy amin 'ilay ministera mitovy anarana amin 'izay ihany ao anatin 'ny tantara noforonin 'i George Orwell tamin 'ny 1984 , sady mitondra ny teny faneva iray " ATO ny ady .
(trg)="11.1"> Un alt cont Twitter , al " Ministerului Adevărului " , se bazează pe lucrarea cu același nume din romanul lui George Orwell 1984 , și vine cu un slogan " Războiul este ATO .

(src)="7.5"> Antoko ny Svoboda .
(trg)="11.2"> Svoboda este o petrecere .

(src)="7.6"> Politikan 'ny RH ny kiantranoantrano , " nandikàna ny an 'i Orwell hoe " Fandriampahalemana ny Ady .
(trg)="11.3"> Nepotismul este o politică de resurse umane " , ecou lui Orwell " Războiul este Pace .

(src)="7.7"> Fanandevozana ny Fahalalahana .
(src)="7.8"> Tanjaka ny Tsy Fahalalàna . "
(trg)="11.4"> Libertatea este sclavie .

(src)="7.9"> Izay izany ry zalahy sy zavavy a !
(trg)="11.5"> Ignoranța este putere " .

(src)="7.11"> Ny fanehoankevitra avy hatrany sy toy ny felaka avy amin 'ireo Okrainiana olon-tsotra mpisera ety anaty aterineto ho an 'ilay " fitiavana hiaro " ny vaovao ataon 'ny governemanta vaovao dia toy ny fanairana hoe lasa mailo ny Okrainiana raha vao resaka finiavana avy amin 'ny fanjakana no resaka ary azo eritreretina hanery ireo manampahefana mba hitandrina .
(trg)="13.1"> Reacția imediată și nimicitoare a sferei publice online ucrainiene pentru ideea noului guvern de protecționism informațional " bine intenționat " pare a semnala că ucrainenii au devenit mai vigilenţi atunci când vine vorba de inițiative de stat și probabil va contina să mențină autoritățile pe vârfuri .

(src)="7.12"> Farafaharatsiny , manana tsara izay azony araraotina hanefena ho tsaratsara kokoa ny fomba fanoherany ry zareo Okrainiana , hatramin 'ny fahaiza-miady amin 'ny adin 'ny fampahalalam-baovao .
(trg)="13.2"> În orice caz , cetățenii ucraineni au avut ampla posibilitatea de a perfecționa arta protestului , precum și arta războiului de informații .

# mg/2015_01_13_67076_.xml.gz
# ro/2015_01_129.xml.gz


(src)="1.1"> ' Raha Tsy Misy Hehy , Maty Daholo Isika Rehetra ' : Mpanao Sariitatra Manome Voninahitra Ireo Namany Lavo Taorian 'ny Fanafihana ny Charlie Hebdo
(trg)="1.1"> ' Fără umor , suntem cu toții morți ' : Caricaturiștii aduc un omagiu camarazilor pierduți în urma atacului asupra revistei Charlie Hebdo

(src)="1.2"> " Charlie izahay " natifitra teo amin 'ny Place de la République tao Paris taorian 'ny fanafihana nahazo ny Charlie Hebdo .
(trg)="1.2"> " Nous sommes Charlie " proiectat în Place de la République din Paris după atacul împotriva revistei Charlie Hebdo .

(src)="1.3"> Sary avy amin 'i Claire Ulrich
(trg)="1.3"> Fotografie via Claire Ulrich .

(src)="2.1"> Ny marainan 'ny 7 Janoary tao amin 'ny arabe iray tony dia tony tao , novonoin 'olona roa tamin 'ny basy ny olona 12 ary efatra no naratra mafy tamin 'izany fanafihana natao tamin 'ny gazety-boky frantsay Charlie Hebdo izany .
(trg)="2.1"> În dimineața zilei de 7 ianuarie , pe o stradă liniștită a Parisului , doi oameni înarmați cu au omorât 12 oameni și au rănit grav alți patru în timpul unui atac asupra revistei franceze Charlie Hebdo .

(src)="2.2"> Tao anatin 'ny taona maromaro izay , dia nahazo fandrahonana maro avy amin 'ny ekstremista manerana izao tontolo izao , noho ny fahasahiany , ary matetika mahatafintohina ny hatsikana nataony .
(trg)="2.2"> Ani la rând , publicația a primit numeroase amenințări de la extremiști din toată lumea din cauza satirelor îndraznețe și adesea ofensive .

(src)="3.1"> Nisy sora-baventy iray nandritra ireo fiareta-tory fandrehetana labozia izay nijoro tsy nilàna fanentanana manerana an 'i Frantsa taorian 'ity fanafihana efa voaomana ity izay " nahafaty olona 12 sy naharatra olona 66 tapitrisa " .
(src)="3.2"> Ao Frantsa , indrindra taorian 'ny fandripahan 'olona nampahonena iny , dia noheverina ho fototra tsy azo hozongozonina intsony , tahaka ny voninkazo lilia ao amin 'ny kolontsaina frantsay sy ny andron 'ny matso 14 jolay , ireo mpanao sariitatra dimy ireo tao anatin 'ny efapolo taona izay .
(trg)="2.3"> Un banner în cadrul unei adunări în cinstea celor asasinați care s-au raspândit în Franța după asalt afirma că acest atac plănuit " a omorât 12 oameni a rănit 66 de milioane " de cetățeni.În Franța , șocul cauzat de atac a constituit pe baza faptului că cei cinci caricaturiști au fost luați de buni , la fel ca și mare parte din cultura franceză cum ar fi crinii în mai sau ziua Bastiliei .

(src)="3.3"> Natao hoe dadatoa tsy maty ambavany Cabu , Wolinski , Charb , Honoré ary ry Tignous izay mampitsiky sy manala azy ny zavatra rehetra hoan 'ny rehetra .
(trg)="2.4"> Cabu , Wolinski , Charb , Honoré și Tignous erau " unchii obraznici " care făceau haz din orice si oricine .

(src)="3.4"> Tsy mahalala fetra ny tsy fanajan 'izy ireo ; mety hahazo hehy avy amin 'ny tanora sy ry efa zokiolona ry zareo nefa mety ho manohina an-dry zareo ihany koa izany .
(trg)="2.5"> Ireverența lor nu cunoștea limite .
(trg)="2.6"> Erau capabili să facă sa zâmbească adolescenți și bunici laolaltă , jingnindu-i în același timp .

(src)="3.5"> Matetika ry zareo no lasa lavitra loatra , manongotra ny fonon 'izay rehetra azo hananihaniana , izay mirona manokana any amin 'ny fanesoesoana ara-pivavahana .
(trg)="2.7"> Mergeau mereu mult prea departe , nu aveau limite în ceea ce privește umorul și aveau o plăcere deosebită pentru satira religioasă .

(src)="4.1"> Talen 'ny fanoratana Charb , izay Stéphane Charbonnier ny anarany manontolo , dia efa eo ambany fiarovan 'ny polisy , ary maty nandritra ny fanafihana ny mpiambina azy .
(trg)="2.8"> Editorul șef , Charb , al cărui nume real era Stéphane Charbonnier , era sub protecția poliției , iar bodyguard-ul său a fost ucis în timpul atacului .

(src)="4.2"> Eto ambany eto ny tsonga avy amin 'i Charb tamin 'ny 2012 izay toa manambara mialoha ny tranga mety hoavy :
(trg)="2.9"> Dedesupt , găsiți un citat de-al său din anul 2012 , care parcă prezice tragicul eveniment .

(src)="5.1"> " Tsy matahotra famaizana aho .
(trg)="3.1"> " Nu îmi este frică de represalii .

(src)="5.2"> Tsy manan-janaka aho , tsy manambady , tsy manam-piara , tsy manana karabola .
(trg)="3.2"> Nu am copii , nevastă , mașină sau credit .

(src)="5.3"> Mety hoe fireharehana angamba fa aleoko maty mitsangana toy izay velona mandohalika . "
(trg)="3.3"> Poate sună pompos , dar prefer să mor în picioare decât să trăiesc in genunchi . "

(src)="5.4"> Sary naely fatratra an-tserasera .
(trg)="3.4"> Imagine care a circulat online .

(src)="6.1"> Ny bilaogera @ Le _ M _ Poireau misaona ny fahaverezan 'i Cabu :
(trg)="4.1"> Blogger-ul @ Le _ M _ Poireau își arată regretul față de pierderea lui Cabu :

(src)="6.2"> Mieritreritra ilay olona malefaka tahaka an 'i Cabu ary mirotsa-dranomaso # CharlieHebdo
(trg)="4.2"> Mă gândesc la sufletul lui Cabu si plâng . # CharlieHebdo

(src)="6.3"> Ary ny kaontin 'esoeso natao hihomehezana noheverina ho an 'Andriamanitra mampahatsiahy amin 'izao tontolo izao ny fahafatesan-dry zareo ao anatin 'ny hatsikana :
(trg)="4.3"> În timp ce o parodie cu referire la Dumnezeu a amintit lumii de pierderea lor cu o notă de umor :

(src)="6.5"> Miala tsiny raha tsy miaraka aminareo intsony izy ireo .
(trg)="4.5"> Desenează goi și ne distrăm de minune .

(src)="6.6"> Maro dia maro tokoa ny azo lazaina raha tsy efa niadian-kevitra fotoana maharitra dia maharitra ao amin 'ny media sosialy izany .
(trg)="4.6"> Ne pare rău pentru voi , cei de pe Pământ , că i-ați pierdut .

(src)="6.7"> Koa ireto ny vitsivitsy amin 'ireo sariitatra tsy manaja indrindra izay efa navoakan 'ny Charlie Hebdo ary niely ihany koa an-tserasera ho fahatsiarovana ireo mpanao sariitatra novonoina .
(trg)="4.7"> Nu mai este nimic de spus din ce nu a fost deja dezbătut în amănunt în media și pe rețelele de socializare.Mai jos găsiți câteva din cele mai controversate caricaturi publicate de Charlie Hebdo și câteva imagini care au circulat online în cinstea celor decedați .

(src)="6.8"> Tahaka an 'i Chapatte , namana mpanao sariitatra Frantsay izay naoratra toy izao tamin 'ny sariitatra fahatsiarovana : " Raha tsy misy hehy , Maty daholo isika rehetra " .
(trg)="4.8"> Cum a scris Chapatte , un alt caricaturist francez : " Fără umor , suntem cu toții morți " .

(src)="7.1"> Indreto ny sasantsasany amin 'ny sariitatra navoakan 'ilay gazety-boky izay mirona any amin 'ny fivavahana :
(trg)="4.9"> Câteva caricaturi controversate cu temă religioasă :

(src)="8.1"> Lasa lavitra loatra ny Papa ! : " Ity ny tenako ! " sary avy amin 'ny pejy Facebook Charlie Hebdo .
(trg)="5.1"> Papa merge prea departe ! : " Acesta este corpul meu ! " Imagine preluată de pe pagina de Facebook Charlie Hebdo

(src)="9.1"> Ny Mpaminany Muhammad leo ireo ekstremista : ” Mafy izany tiavin 'ny adala izany . ”
(trg)="6.1"> Profetul Mohamed este sătul de extremiști ” Este o provocare sa fii iubit de idioți ”

(src)="10.1"> -Tsy misy Andriamanitra.-Eny ( kosa ) !
(trg)="7.1"> -Nu există Dumnezeu.-Da !

(src)="10.2"> Sarin 'i Cabu
(trg)="7.2"> Imagine de Cabu

(src)="11.1"> karavasy 100 raha tsy tapa-tsinay ianao ! Sary avy amin 'ny pejy Facebook an 'i Charlie Hebdo .
(trg)="8.1"> 100 de lovituri de bici dacă nu râzi ! Imagini de pe pagina de Facebook Charlie Hebdo

(src)="12.1"> Tamin 'ny fonon-gazety farany indrindra nialoha ny fanafihana , Toy izao ny sary navoakan 'ny Charlie Hebdo nosoratan 'i Charb :
(trg)="9.1"> Pe ultima copertă dinainte de atac , Charlie Hebdo a publicat o caricatură stranie realizată de Charb :

(src)="13.1"> Mbola tsy misy asam-pampihorohoroana eto Frantsa .
(trg)="10.1"> Încă nu au fost atacuri în Franța .

(src)="13.2"> Andraso fa mbola manana hatramin 'ny faran 'ny volana janoary isika hirarian-tsoa ny olona amin 'ny taombaovao.Sary avy amin 'ny pejy Twitter an 'i Alexandre Hervaud .
(trg)="10.2"> Stați , avem până la sfârșitul lui ianuarie sa le urăm oamenilor un an nou excelent.Imagine de pe contul de Twitter a lui Alexandre Hervaud

(src)="14.1"> Ary ireto ny sasantsasany amin 'ny sary sy sariitatra izay manohina indrindra ato amin 'ny tranonkala azy miely mba ho fahatsiarovana ireo novonoina .
(trg)="11.1"> And here are some of the most striking cartoons and images on the web that have circulated in tribute to those killed .

(src)="14.2"> Ny sasany amin 'ireo dia noforonina taorian 'ny fanafihana , ary ny hafa kosa dia efa nivoaka ela fa navoaka indray noho ity voina vao haingana ity .
(trg)="11.2"> Some were created after the attack , while others were older images repurposed for this recent tragedy .

(src)="14.3"> Mpanao sary 4 any an-danitra , tankina i Muhammad sy i Jesoa ...
(trg)="11.3"> 4 caricaturiști în rai , Mohamed și Iisus sunt alarmați ...

(src)="15.1"> " Tsy antokom-pivavahana ity " - Dorian Danielsen
(trg)="12.1"> " Aceasta nu este o religie " - Dorian Danielsen

(src)="16.1"> Afa-mirehareha amin 'ireo niara-niasa tamiko .
(trg)="13.1"> Mândru de foștii mei colegi .

(src)="16.2"> Efi-panoratan 'ny gazety CBC ao Montreal manohana ny # CharlieHebdo
(trg)="13.2"> Sediul CBC din Montreal susține # CharlieHebdo

(src)="16.3"> Mandria am-piadanana ary misaotra amin 'ny fahatsiarovana .
(trg)="13.3"> Odihniți-vă în pace și vă mulțumim pentru amintiri .

# mg/2015_01_19_67126_.xml.gz
# ro/2015_01_147.xml.gz


(src)="1.1"> Tsy Hoan 'ny Rehetra Ao Frantsa Ny Tantaran 'ny ' Charlie Hebdo ' Navoakan 'ny Media Frantsay
(trg)="1.1"> Povestea ' Charlie Hebdo ' din mass media franceză nu este pentru toată lumea din Franța

(src)="1.2"> A drawing by a student showing a machine gun surrounded by blood stream in the shape of a heart - via Sarra Abrougui
(trg)="1.2"> Copiii din Saint Denis aduc un omagiu victimelor.Imagine distribuită pe Twitter de @ leducentete.Folosită cu permisiune .

(src)="2.1"> Nahasarika olona 1,7 tapitrisa ny Diabem-piraisankina teny amin 'ny araben 'i Paris tamin 'ny 11 Janoary .
(trg)="2.1"> Marșul pentru unitate națională a adunat 1.7 milioane de oameni pe străzile Parisului pe data de 11 ianuarie .

(src)="2.2"> Maro ireo ray aman-dreny nitondra ny zanany , nilanja sora-baventy sy sarisary , izay toa namboarina tany an-trano .
(trg)="2.2"> Mulți părinți și-au adus copiii , care aveau postere și desene , aparent făcute acasă .

(src)="2.3"> Mbola miezaka mamantatra ny dikan 'iny zava-nitranga vao haingana iny i Frantsa , izay manano-sarotra ny fanazavana izany amin 'ny ankizy tanora .
(trg)="2.3"> Franța încă încearcă să descifreze înțelesul evenimentelor recente , ceea ce le îngreunează misiunea de a le explica generației tinere .

(src)="2.4"> Eny , matetika mahery vaika ireo sary manesoeso ; eny , tolona maharitra ny famaritana ny fahalalaham-pitenenana izay mila adihevitra isan-karazany ; ary , eny , mila mahay miara-miaina sy mifankahazo ny Frantsay .
(trg)="2.4"> Da , caricaturile satirice au fost oarecum jignitoare ; da , a defini libertatea de exprimare este o luptă continuă care necesită multe discuții nuanțate ; și , da , francezii trebuie să mai lucreze la capacitatea lor de a trăi împreună și de a se înțelege reciproc .

(src)="3.1"> Nanohina ireo mpamaky marobe ny lahatsoratra bilaogy fijoroana vavolombelona avy amin 'i Marie , mpampianatra kolejy ao Saint-Denis , ao an-tanàna ambanivohitra avaratr 'i Paris izay mampiantrano vitsy an 'isa marobe .
(trg)="3.1"> O mărturisire de pe blogul unei femei numite Marie , o profesoară de la o școală din Saint-Denis , o suburbie din nordul Parisului unde locuiesc foarte multe minorități , a atins coarda sensibilă a multor cititori .

(src)="3.2"> Tamin 'ny lahatsorany , namaly ny tatitra tamin 'ny gazety Le Monde i Marie izay nilaza fa nankasitraka ny fanafihana ny gazety frantsay mpanesoeso Charlie Hebdo ny ankizy tao Saint Denis noho ny endrika manevateva amin 'ny sariitatrany .
(trg)="3.2"> Marie a reacționat la un reportaj din ziarul Le Monde , care afirma că în Saint Denis , copiii au susținut atacul asupra revistei satirice Charlie Hebdo din cauza naturii blasfemice a acelor desenelor .

(src)="3.3"> Miahiahy amin 'izany fomba fitateram-baovao manavakavaka ny ankizy vitsy an 'isa izany i Marie .
(trg)="3.3"> Marie își exprimă îngrijorarea în legătură cuaceastă abordare , pe care o consideră o discriminare față de copiii minorităților .

(src)="3.4"> Tamin 'ireo fanehoan-kevitry ny mpianany tamin 'ny vono olona tamin 'ny Charlie Hebdo , hoy i Marie nanoratra :
(trg)="3.4"> Despre reacțiile elevilor săi în legătură cu atacul , ea scrie următoarele :

(src)="3.5"> Nangataka tamiko mba hijery ny sasany tamin 'ireo sary navoakan 'ny Charlie Hebdo ny mpianatro .
(trg)="3.5"> Elevii mei mi-au cerut să le arăt câteva caricaturi publicate în revista Charlie Hebdo .

(src)="3.6"> Nasehoko tamin 'ny solaitra be izany ary nohadihadianay miaraka .
(src)="3.7"> Mampihomehy ity iray ity Madama .
(src)="3.8"> Tafahoatra kosa ity hafa ity Madama , hoy izy ireo .
(trg)="3.6"> Am proiectat câteva pe tablă și le-am analizat împreună .

(src)="4.1"> Miankina amin 'ny tokony handinihana lalina , ny fikarohana ny zava-miafina misy ara-potoana , miaraka amin 'ny saina tia mitsikera , miaraka amin 'ny vakinteny ny sary an-gazety , ny sariitatra , na koa ireo lahatsoratra mpanesoeso .
(trg)="3.7"> Reacțiile au variat de la : " Este amuzant , doamna profesoară " la " Acesta este foarte stupid totuși . " sau " Poate au mers puțin prea departe cu acesta " .

(src)="4.2"> Nampatsiahy ireo mpianatro izay zavatra nolazaiko tamin 'izy ireo isa-kerinandro aho , fa ny faharanita-tsaina no tena sarobidy hananantsika , ary amin 'ny alalan 'izany no ahafahantsika mahatakatra tsy ireo teny sy sary ihany fa izay ambadik 'izany koa , izay tiany ampitaina , sy izay tsy lazainy mivantana .
(trg)="4.3"> În acea zi , le-am amintit elevilor mei ceva ce le spun în fiecare săptămână-inteligența este ceea ce ar trebui să valorificăm cel mai mult deoarece , fără ea , nu numai că nu putem înțelege cuvinte și imagini , dar și conceptele pe care le ascund și le sugerează , sau care ies la iveală doar după puțină analiză .

(src)="5.1"> Mazava tamin 'ireo mpianatra avokoa ny rehetra .
(trg)="5.1"> Toți au dat din cap aprobator .

(src)="5.2"> Tsy nisy nilaza tamiko hoe : « Tsara ho azy ireo izany » , « Izany no tadiavin 'izy ireo » , « Faly aho » .
(trg)="5.2"> Nimeni nu a spus că victimele " și-au făcut-o cu mâna lor " sau " mă bucur că s-a întâmplat . "

(src)="5.3"> Tsy nisy .
(trg)="5.3"> Nimeni .

(src)="5.4"> Tsy nitarika azy ireo hilaza na inona na inona aho .
(trg)="5.4"> Nu le-am sugerat eu nimic .

(src)="5.5"> Izy ireo ihany no nilaza izay tany an-tsainy .
(trg)="5.5"> Au spus-o ei înșiși .

(src)="5.6"> Tsy adala ireo ankizy ao Seine Saint-Denis , na koa ny tenako izay mpampianatra .
(trg)="5.6"> Copiii din Saint Denis nu sunt proști .

(src)="5.7"> Tsy milomano ao anatin 'ny zavatra mampandoa hanendrikendrehana anay hatrany aho .
(trg)="5.8"> Nu cred în naivitatea dezgustătoare de care noi profesorii sunte des acuzați .

(src)="6.1"> Raha nahita gazety nasionaly nanao fanadihadiana tao amin 'ny 93 [ fiantsoana ny faritr 'i Saint Denis ) mba ahafantatra ny hevitr 'ireo ankizy aho , andro vitsy taorian 'ny fanafihana ny Charlie Hebdo , nanontany tena aho satria tsy dia tsara loatra ny vokatra avoakan 'ny fanadihadiana ataon 'ny fampahalalam-baovao tahaka izany .
(trg)="5.9"> Când , cu câteva zile după atacul asupra revistei Charlie Hebdo , am văzut într-un ziar național o publicație cu privire la minoritățle care locuiesc în 93 ( denumirea administrativă a zonei Saint Denis ) care avea scopul de a afla reacțiile studenților , știam foarte bine ce urmăresc .

(src)="7.1"> Nahoana no 93 ?
(trg)="6.1"> De ce 93 ?

(src)="7.2"> Tsy misy tamin 'ireo mpampihorohoro avy ao Seine Saint-Denis .
(src)="7.3"> Tsy misy .
(trg)="6.2"> Niciunul dintre teroriști nu provenea din această zonă .

(src)="7.4"> Koa nahoana no 93 ?
(trg)="6.3"> Atunci de ce 93 ?

(src)="8.1"> Nahoana no tsy nohadihadiana ireo zava-doza nolazain 'ireo mpianatra izay nifidy ny Front National ny ray aman-drenin 'izy ireo ?
(trg)="7.1"> De ce nu fac investigații despre comentariile terifiante făcute de elevii ai căror părinți susțin partidul de dreapta Front National ?

(src)="8.2"> Nahoana ireo mpanao gazety no tsy nandeha tany amin 'ireo sekolin 'i Béziers ?
(src)="8.3"> Fréjus ?
(src)="8.4"> D ’ Hayange ? sy D ’ Hénin-Beaumont ?
(trg)="7.2"> De ce nu stau jurnaliștii în fața școlilor cu primari din partide de dreapta ca Béziers , Fréjus , Hayange sau D 'Henin-Beaumont ?

(src)="8.5"> Nahoana no tsy omena antsika ny zo ho tezitra amin 'ny fanehoan-kevitra avy amin 'ireo ankizy voasariky ny foto-kevitr 'ireo ray aman-dreniny sy ny manodidina azy ireo tahaka ireo ankizy azo isaina amin 'ny rantsa-tanana ao Saint Denis ?
(trg)="7.3"> De ce nu avem dreptul să fim revoltați de comentariile copiilor care sunt influențați de ideile părinților și de mediul în care trăiesc la fel ca și puținii elevi din Saint Denis ?
(trg)="8.1"> Regret profund că elevii din Saint Denis sunt stigmatizați în acest mod , la doar o zi după atacul terorist .

(src)="9.1"> Malahelo tokoa aho fa nohavakavahana ny mpianatry ny 93 ny ampitson 'ny asam-pampihorohoroana , ary tsy mazava amiko hoe nahoana ireo fampahalalam-baovao no misafidy lohatenim-baovao maharikoriko ahy : « Tsy Charlie avokoa ireo mpianatr 'i Seine Saint-Denis » .
(trg)="8.2"> Nu înțeleg de ce media ar alege să publice așa o știre de senzație .
(trg)="8.3"> Văzând titlul din ziar " Nu toți studenții din Saint Denis sunt Charlie , " pur și simple mi s-a făcut rău .

(src)="10.1"> Tsy nitaky na inona na inona ireo mpianatr 'i Seine Saint-Denis.Tian 'izy ireo ny hamelana azy ireo hilamina amin 'izany , ka ajanony ny fitodihana any amin 'izy ireo raha milaza zavatra na manao zavatra mampivarahontsana ny vondrona mpampihorohoro .
(trg)="9.1"> Elevii din Seine Saint Denis nu au cerut nimic din toate acestea .
(trg)="9.2"> Daacă ar fi posibil , ei și-ar dori doar să fie lăsați în pace odată pentru totdeauna , fără atenția media care se îndreaptă asupra lor imediat ce un grup terorist face ceva teribil .

(src)="11.1"> Farany , malahelo aho satria fantatro fa tezitra ianareo .
(trg)="10.1"> Titlul articolului m-a întristat pentru că am știut , încă din momentul în care s-a întâmplat tragedia , că elevii mei vor fi nevoiți să înfrunte un val de comentarii negative .

(src)="11.2"> Tsia , tsy ny ankizy rehetra ao Seine Saint-Denis no miombon-kevitra amin 'ny islamista mahery fihetsika .
(trg)="10.2"> Nu , elevii din Saint Denis nu sunt de partea teroriștilor-dimpotrivă .

(src)="11.3"> Fa ny mifanohitra amin 'izany aza no izy .
(src)="11.4"> Ny sasany namoaka lahatsoratra sy tononkalom-piarovana ny fahalalaham-pitenenana .
(src)="11.5"> Ny hafa kosa nanao fanamarihana misaina sy miavaka lavitra noho ny an 'ireo olondehibe .
(trg)="10.3"> Unii au scris texte și poezii despre libertatea de exprimare ; unii au făcut comentarii mult mai înțelepte decât majoritatea adulților din țara aceasta .

(src)="11.6"> Ny sasany namaky ny " Liberté " an 'i Paul Eluard tamim-pitomaniana .
(trg)="10.4"> Unii au citit " La Liberté " de Paul Eluard și au plâns .

(src)="11.7"> Amin 'ny fanotofana fakana ny sary sy ny feon 'ireo adala vitsy an 'isa , manadino ny fahaizan 'ireo hafa sy ny an 'ny tena isika .
(trg)="10.5"> Când media își îndreaptă atenția asupra comentariilor făcute de câțiva idioți , insultă inteligența celorlalți copii , dar și pe a noastră .

(src)="11.8"> Ireto ambany ireo ny sary nangonin 'ilay mpikambana ato amin 'ny Global voices , Sara Abrougui avy ao amin 'ny sekolin 'ny ankizy ao Strasbourg , ho fanomezam-boninahitra ireo niharam-boina :
(trg)="10.6"> Mai jos mai multe desene colectate de contribuitoareaGlobal Voices Sara Abrougui de la elevi din Strasbourg , în cinstea victimelor :

(src)="12.1"> " Novonoina noho ny fanaovana sary fandeferana sy fahalalahana " Sary nataon 'ny ankizy avy ao Strasbourg .
(trg)="12.1"> " Omorâți pentru că au desenat pentru toleranță și libertate " desen al copiilor din Strasbourg

(src)="13.1"> " Ny ranomainty no tokony hikoriana , fa tsy ny rà "
(trg)="13.1"> " Ar trebui să curgă cerneală , nu sânge "

(src)="14.1"> " Pensilihazo mifanandrina amin 'ny basy "
(trg)="14.1"> " Un creion împotriva unei arme "

# mg/2015_01_16_67134_.xml.gz
# ro/2015_01_151.xml.gz


(src)="1.1"> Vonona Handray TEDx ao Damaskosy Ve i Syria Nefa ireo Mpihevitra ao Aminy na any Am-ponja na any an-tsesitany Na maty ?
(trg)="1.1"> În timp ce liber-cugetătorii săi sunt morți , în închisoare sau în exil , este oare Siria pregătită pentru conferința TEDx Damasc ?

(src)="1.2"> Syriana iray avy ao Ghouta mandefa hafatra manohitra ny fanatontosana ny TEDx ao Damaskosy .
(trg)="1.2"> Un sirian din orașul Ghouta trimite un mesaj împotriva organizării conferinței TEDx în Damasc .

(src)="1.3"> Sary : pejy Facebookn 'i Kesh Malek .
(trg)="1.3"> Sursa : pagina de Facebook a grupului Kesh Malek

(src)="2.1"> " Aza atao ao Damaskosy izany azafady " , izany no hafatra nozarain 'ilay Syriana avy ao amin 'ny faritra iharan 'ny fahirano ao Ghouta mikasika ny fankalazana ny kaonferansa TEDx amin 'ny 29 Janoary .
(trg)="2.1"> „ Vă rog să nu o organizați în Damasc ” - acesta a fost mesajul distribuit de un sirian , locuitor al zonei asediate a orașului Gouta , cu privire la organizarea unei conferințe TEDx în Damasc , pe 29 ianuarie .