# ko/2011_01_822.xml.gz
# mg/2010_07_24_7590_.xml.gz


(src)="1.1"> 홍콩 : 시민 캠페인- 타이 롱 해변을 구하라
(trg)="1.1"> Hong Kong : Mifanentana hiaro ny moron-dranomasin 'i Tai Long Wan ny mponina

(src)="1.2"> 많은 이들이 ‘ 홍콩 ’ 하면 고층 빌딩들로 가득한 콘크리트 숲을 떠올린다 .
(trg)="1.2"> Olona maro no mihevitra fa ala-tsimenitra no mandrafitra an 'i Hong Kong noho ireo tranobe mijoalajoala ao aminy .

(src)="1.3"> 그러나 이 국제적인 도시의 75 % 에 달하는 면적은 사실상 미개발된 시골 지역이다 .
(trg)="1.3"> Saigy ny zava-misy dia faritra tsy misy fivoarana ny 75 % n 'ny velarantany amin 'io tanàna io amin 'ny ankapobeny .

(src)="1.4"> 홍콩의 이러한 풍경은 식민 지배 역사의 의도치 않은 결과물이다 .
(src)="1.5"> 세계 2차 대전 종전 후 영국 정부가 도심에 수도를 지속적으로 공급하기 위해 시골 지역에 수개의 저수지를 만들었기 때문이다 .
(trg)="1.4"> Endrika navelan 'ny tantaran 'ny fanjanahan-tany tsy niniana natao io , rehefa niezaka hampaharitra ny famatsiana rano tao an-tanàna tamin 'ny alalan 'ny fananganana siniben-drano maro manodidina ny tanàna ny governemanta Britanika taorian 'ny Ady Lehibe Faharoa .

(src)="7.1"> 위 사진들은 홍콩의 10대 경치 중 한 곳인 타이 롱 완 ( Tai Long Wan ) 해변의 모습을 담고 있다 .
(trg)="7.1"> Ny rindrantsary hitantsika eo ambony no maneho ny topaza-maso 10 mahafinaritra indrindra ao Hong Kong : Ny moron-dranomasin 'i Tai Long Wan .

(src)="7.3"> 그러나 지난 7월 16일 지역 신문인 “ South China Morning Post ” 는 해변 바로 뒤쪽 사이완 빌리지 북부 지역에 개인 저택이 건설 중에 있다는 사실을 밝혀냈다 .
(trg)="7.3"> Na izany aza , tamin 'ny 16 Jolay , nanambara ny gazety eo an-toerana , South China Morning Post , fa misy trano lehibe an 'olo-tsotra eo andalam-panamboarana eo ambonin 'i tanànan 'i Sai Wan izay hita avy hatrany ao ambadiky ny morontsiraka .

(src)="8.1"> 이 뉴스에 대해 우려하는 시민들이 즉각 페이스북에 그룹을 결성해 조치를 촉구하고 나섰다 :
(trg)="8.2"> Sai Wan , Tai Long Wan indray no tafiditra farany amin 'ireo lisitra maintin 'ny fanapotehana ny endrika soa an 'i Hong Kong .

(src)="8.2"> ‘ 타이 롱 완 ’ 에 속한 ‘ 사이 완 ’ 지역은 홍콩의 파괴되고 있는 핵심 자산들의 대열에 최근 합류하게 됐습니다 .
(trg)="8.3"> Ampy izay - " Naman 'i Tai Long Sai Wan " isika , andao hataontsika ho farany amin 'ny tolona ataontsika ity fijoroana ity mba hisian 'ny fandaminana tsaratsara kokoa ny tanànantsika dieny mbola tsy tara loatra .

(src)="8.3"> 우리는 “ 타이 롱 사이완의 친구 ” 입니다 .
(trg)="8.4"> Tsy ampy herinandro akory , mpampiasa facebook mihoatra ny 65.420 no niditra tao anatin 'ny vondrona .

(src)="8.4"> 더 늦기 전에 이번 일을 아름다운 홍콩을 더 나은 설계로 이끌어 가기 위한 마지막 저항으로 만듭시다 .
(trg)="8.5"> Nikarakara fitsangatsanganana teo amoron-dranomasina ireo mpikambana ao amin 'ny vondrona tamin 'ny 18 Jolay , ary niaraka tamin 'ny ekpia tamin 'izany ny mpananom-baovao eg9515 mpandray anjara ao amin 'ny inmediahk.net , nifampitafa tamin 'ny filoham-pokotanin 'i Sai Wan , ary nitatitra ny zava-misy :

(src)="8.6"> 7월 18일에는 그룹 회원들이 ‘ 타이 롱 완 ’ 으로 현장 답사를 다녀왔다 .
(trg)="9.1"> ( 1 ) Na dia an 'olon-tsotra tsy miankina aza ny tany , izany hoe mamboly sy miompy ihany no azo atao eo .

(src)="8.7"> inmediahk .
(trg)="9.2"> Mila ny fankatoavan 'ny governemanta ny fanaovan-javatra ankoatra ny nampiasana azy voalohany .

(src)="8.8"> net에 기고중인 기자 eg9515도 함께 길에 올라 ‘ 사이 완 빌리지 ’ 의 촌장과 인터뷰를 했으며 현지의 상황에 대해 보도했다 .
(src)="9.1"> ( 1 ) 문제의 토지가 개인 소유이기는 하나 애초에 농경지이기 때문에 그 외 목적으로 사용할 경우에는 정부의 허가를 받아야 합니다 .
(trg)="9.3"> Tafiditra ao anatin 'ny fanaraha-maso amin 'ny fampiasana ny tany tao tao anatin 'ny Fanjakan 'andriamanjaka ( famelana fampiasana tany avy amin 'ny fanjakana raha amin 'izao fotoana izao ) izay nandidiana ny tantsaha rehetra taorian 'ny nandaozan 'ny britanika vao tsy ela ny resaka fifanarahana momba ny tany .

(src)="9.2"> 국토부는 토지이용통제 시행을 담당하는 있는 정부관계기관입니다 .
(trg)="9.4"> Ny departemanta momba ny tany no masoivohon 'ny governemanta miandraikitra ny fampiharana ny fanaraha-maso ny fampiasana ny tany .

(src)="11.1"> ( 3 ) 농업 생산과 직결되는 주택을 건축하기 위해서는 토지부의 승인이 필요합니다 .
(trg)="11.2"> Azoko mihitsy fa afaka havaozina tsara ireo tranokely misy eo fa saingy voafehin 'ny zaridainam-boninkazo kosa sy ny lanjany .

(src)="11.2"> 기존에 있던 건물들을 재건축 하는 것에는 아무런 문제가 없으나 그렇게 되면 넓이와 높이에 엄격한 규제가 생기게 됩니다 .
(trg)="11.3"> Mino aho fa tsy misy izany tranokely izany teo aloha na ireo fanorenana hafa , noho izany , tsy manana zo ny hanao trano eo ny tompony vaovao .

(src)="11.3"> 하지만 문제의 토지에는 애초에 건물들이 없었으므로 새로운 토지 소유자에게는 그 땅에 건물을 지을 권리가 없습니다 .
(trg)="12.1"> ( 4 ) Ny drafitry ny fari-mpambolena tamin 'ny taona 2006 no mandrakotra ny mifampihorirana ny morontsirak 'i Tai Long Wan .

(src)="12.1"> ( 4 ) ‘ 타이롱 완 ’ 뒤쪽에 난 작은 구역은 2006년 부로 Rural Outline Zoning Plan ( ROZP ) 에 포함됐습니다 .
(trg)="12.2"> Nambara ho ao anatin 'ny Faritra Arovana indrindra io tany fambolena io , ary nofaritana ho Toerana manokana mahaliana ara-tsiantifika ( SSSI ) ny ampahan 'ny tany eo akaikin 'ny moron-dranomasina .

(src)="12.2"> 또한 이 농지는 보호구역 ( CA ) 으로 지정돼있습니다 .
(trg)="12.3"> Nofaritana ho tanàna ao anatiny ( V ) ireo tanàna roa misy , antsoina hoe Ham Tin sy Tai Long .

(src)="12.3"> ‘ 타이롱 완 ’ 해변 옆으로 난 작은 땅은 자연보호협회 특별 지정 지구 ( SSSI ) 로 지정돼있습니다 .
(trg)="12.7"> Noho ny tsy firaharahiana na ny fanadinoana no nahatonga ny faritra voakasika eto ho tsy voaaron 'ny drafi-piarovana ny tany fambolena .

(src)="12.4"> ‘ 함 틴 ’ 과 ‘ 타이 롱 ’ 빌리지는 촌락 ( V ) 으로 지정돼있습니다 .
(trg)="12.8"> ( 5 ) Raha mikasika ny hoe hitady taratasy fampiatoana avy amin 'ny fitsarana hanajanonana ny asa indray , mino aho fa manana fahefana ny governemanta ny hampiato azy ity ary tsy mila manaraka ny fombafomba fanao amin 'izany .

(src)="12.6"> ‘ 타이 롱 사이 완 ’ 지역도 역시 이와 비슷한 지형과 토지 사용 역사를 간직하고 있습니다 .
(trg)="12.10"> Raha mandà ny hanao izany ny fanjakana dia manahy aho fa mila manao ny dingana hahazoana ny taratasy fampiatoana ny fokonolona .

(src)="12.7"> ‘ 타이 롱 사이 완 ’ 의 보존이 갖는 가치는 ‘ 타이 롱 완 ’ 의 그것과 동일합니다 .
(trg)="12.11"> Ny zavatra tena mampalahelo dia mbola mitohy ny asa fanapotehana raha toa kosa ka mbola mijery ireo hetsika afaka tokony atao ny fitondrana .

(src)="12.11"> 정부가 조치를 취하기를 거부한다면 community가 개입하여 법원의 명령을 받아내려 하는 수 밖에 없다고 생각합니다 .
(src)="12.12"> 가장 슬픈 것은 현재 정부가 가능한 조치를 고려하고 있는 와중에도 파괴적인 공사는 여전히 진행되고 있다는 사실입니다 .
(trg)="12.12"> Miantso amin 'ny fanaovana fitarainana amin 'ny alalan 'ireo fampielezan-kevitra amin 'ny mailaka sy antso an-tariby ireo mponina amin 'ny aterineto , mba hanerena ny governemanta hampiato ny tetik 'asa .

(src)="12.13"> 정부가 이 프로젝트를 중단시키게 하기 위해 네티즌들은 이메일과 전화로 항의메시지를 보내는 캠페인을 펼쳤다 .
(trg)="12.13"> Nanao dingana ihany tamin 'ny farany ireo departemantan 'ny governemanta ary nanome fampitandremana amin 'ny fanamboarana .

(src)="12.15"> 이 사건은 자칫하면 자연 풍경을 파괴하는 일을 허락할 수 있는 현지 입안의 구멍을 드러냈다 .
(src)="12.16"> 홍콩의 국회의원들과 환경단체들은 홍콩 정부가 법을 수정하여 국립공원 근처 지역에 계획된 모든 건설 계획에 환경에 기반한 평가과정을 거쳐 환경부의 승인을 받도록 할 것을 지속적으로 촉구하고 있다 .
(trg)="12.14"> Niteny tamin 'ny haino aman-jery matanjaka i Mr. Lo androany fa haatony ny fanamboarana .Hatramin 'ny nisian 'ny loza izay naneho ny lesoka amin 'ny rafitra eo an-toerana izay saika nanimba ny zava-boahary manodidina , dia nanohy ny nanao antso maika ny governemanta hamoaka lalàna sy tokony hanana ny fijerena azy manokana sy ankatoavin 'ny departemantan 'ny tontolo iainana ny fangatahana ireo drafitry ny fanamboarana manakaiky ireo faritra misy ny toerana fitahirizan-java-boahary ireo mpanao laàna eo an-toerana sy ire vondrona ara-tontolo iainana .

# ko/2010_10_57.xml.gz
# mg/2010_08_16_8277_.xml.gz


(src)="1.1"> 일본 : 있으나 마나한 유급 휴가
(trg)="1.1"> Japana : toerana izay tsy ekena mihitsy ny fialan-tsasatra

(src)="1.3"> 이게 휴일을 보내는 일반적인 방법이 아닐까 싶다 .
(trg)="1.2"> Mitsotsotra malaindaina eo ambanin 'ny alokaloky ny elo eny amoron-dranomasina , ho mpizahantany ary hitsangatsangana mitety ny lalàn 'ny tanàna mbola tsy naleha miaraka amin 'ny boky mpitari-dalana eny an-tanana , na hoe maka aina ao an-trano tsotra izao manararaotra ny fotoana malalaka .

(src)="1.4"> 그러나 많은 일본인들은 직장에서 최대한 휴가를 내지 않으려 이러한 휴일을 매년 날려 버리곤 한다 .
(trg)="1.3"> Fomba fialan-tsasatra mahazatra angamba ireo , saingy , Japoney maro no mihamanadino izany isan-taona ka tsy mahalala ( manararaotra ) ny andro vitsy mba tsy hiasana .

(src)="2.1"> 익스페디아 ( Expedia ) 일본지부가 선진국 11개국을 대상으로 한 ‘ 휴가 부족 ( Vacation Deprivation ) 상황에 관한 설문조사 ’ 에 따르면 일본 노동자들은 1년에 평균 7 .
(trg)="2.1"> Araka ny fanadihadiana nataon 'ny Expedia Japan izay nijery akaiky ny ‘ tsy fahafahana miala sasatra ao amin 'ireo firenena mandroso 11 , manana 7.9 andro tsy iasana fotsiny isan-taona ireo mpiasa Japoney .

(src)="2.2"> 9일의 휴가를 보낸다 .
(src)="2.3"> 일본에서는 평균적으로 15일의 유급 휴가가 주어지는데 이는 미국에 이어 두 번째로 낮은 수다 .
(trg)="2.2"> Japana , miaraka amin 'ny salan 'isa-na tambin-karama 15 andro tsy iasana fa andraisan-karama isan- taona , no firenena vitsy andro tsy iasana indrindra andoavan-karama aorian 'i Etazonia .

(src)="2.4"> 사용하지 않은 휴가 일수로는 일본이 가장 높은 것으로 나타났다 .
(trg)="2.3"> Na izany aza , voalohany izy amin 'ny tsy fandehanana miala sasatra .

(src)="3.1"> 이는 일본인들이 경제적 위기에 중압감과 불안감을 느끼고 있고 , 또한 휴가를 사용함으로써 “ 동료에게 업무 부담을 늘리는 폐 ’ 를 끼치지 않고자 하는 직장 내 분위기 때문인 것으로 보여진다 .
(src)="4.1"> 기존 ‘ 부재중 ’ 메시지의 대체 이미지로 제안됨 .
(trg)="3.1"> Lazaina ho isan 'ireo antony mahatonga izany ny tsindry hazo lena sy ny tebiteby noho ny krizy ara-toe-karena sy ny tontolo iainan 'ny asa izay olona vitsy ihany no sahy manapaka amin 'ny asany mba hialana amin 'ny " fanelingelenana ireo mpiara-miasa aminy " amin 'ny fampitomboana ny anjara asan 'izy ireo .

(src)="4.2"> by Luis Gosalbez .
(trg)="4.2"> Avy amin 'i Luis Gosalbez .

(src)="4.3"> CC License
(trg)="4.3"> Fahazoan-dalana CC

(src)="5.1"> 하테나라보 ( Hatenalabo ) 의 익명의 한 사업가는 사원들에게 휴가를 승인해주는 권한이 있는 담당자로서 본인의 경험을 적었다 .
(trg)="5.1"> Mizara ny traikefany ny lehilahy mpandraharaha tsy mitonona anarana iray ao amin 'i Hatenalabo noho izy mitana andraikitra sy fahefana ambony amin 'ny famelana ireo tanora mpiara-miasa aminy hiala sasatra .

(src)="5.2"> 임원진부터 각 부서의 팀장에 이르기까지 그 누구도 휴가 신청에 “ 좋다 ” 라고 자신의 이름으로 승인하는 것을 꺼려한다 .
(trg)="5.2"> Avy amin 'ireo mpanapa-kevitra no midina hatrany amin 'ireo lehiben 'ny sampan-draharaha kely indrindra , tsy misy olona te-ho tompon 'andraikitra amin 'ny " fanekena " mpiara-miasa hahazo andro tsy iasana izay zony voasoratra ao amin 'ny fifanekena .

(src)="5.4"> 근무 연차가 높은 직원은 휴가를 사용하지 않는다 .
(src)="5.5"> 따라서 신입사원도 휴가를 사용하지 못한다 .
(trg)="5.3"> Tsy maka ny fotoam-pialan-tsasatra ireo mpiara-miasa efa tranainy noho izany tsy manao izany koa ireo vaovao .

(src)="5.6"> 이런 방식이다 !
(trg)="5.4"> Izay no fanao !

# ko/2011_01_851.xml.gz
# mg/2010_08_26_8301_.xml.gz


(src)="1.1"> 모로코 : 영어를 제 2외국어로 선정한다면
(trg)="1.1"> Maraoka : Ny teny Anglisy ho Teny fampiasa faharoa

(src)="1.2"> 모로코계 미국인 작가 래일라 랄라미 ( Laila Lalami ) 는 최근 African Writing Online과의 인터뷰에서 자신의 어린 시절 교육환경에 대해 자세히 이야기했다 .
(trg)="1.2"> Ao anatin 'ny resadresaka nifanaovana vao haingana niaraka tamin 'ny African Writing Online , mamelabelatra mikasika ny fanabeazana ara-pampianarana azony i Laila Lalami , mpanoratra Maraokana - Amerikana .

(src)="1.3"> 랄라미는 모로코식 아랍어를 구사하며 자랐다 .
(trg)="3.5"> Tsy izany mihitsy , angamba aza tokony hanao izany misimisy kokoa isika .

(src)="1.5"> 이는 그녀가 프랑스인 학교를 다녔기 때문이었다 .
(trg)="3.8"> Tsy tokony ho fiteny fampiasa faha-3 na faha-4 akory ny teny Frantsay amin 'izany resaka izany .

(src)="1.6"> 그녀는 이렇게 말했다 :
(trg)="3.24"> Mandahatra ireto antontan 'isa manaraka ireto i Hicham :

# ko/2010_10_180.xml.gz
# mg/2010_09_21_9136_.xml.gz


(src)="1.2"> 이 글은 글로벌보이스 퓰리쳐 식량안보센터에 올라온 글 이다 .
(src)="1.3"> 글로벌보이스 퓰리쳐 식량안보센터에 올라오는 글들은 대중매체에서도 많은 관심을 갖고 , 블로거들도 그 주제로 토론을 한다 .
(trg)="1.2"> Iray amin 'ny andian-dahatsoratra nampanaovin 'ny Pulitzer Center sy ny Global Voices Online ity lahatsoratra vakianao etoana ity hiresahana amin 'ny alalan 'ny haino aman-jery isan-karazany ( multimedia ) ny famakafakana ataon 'ny Pulitzer Gateway to Food Insecurity ( Vavahadin-tserasera momba ny tsy fahampian-tsakafo ) sy ny adihevitry ny mpamaham-bolongana maneratany momba azy ity .

(src)="1.4"> 식량안보와 관련된 글은 이 사이트에 개제하면 된다 .
(trg)="1.3"> Zarao ato ihany koa ny tantaranao momba ny tsy fahampian-tsakafo .

(src)="2.1"> 멕시코만의 브리티위 페트롤리움 ( BP : British Petroleum ) 석유 유출사건과 그 사후 처리 문제에 온 관심이 집중 된 가운데 , 세계 다른 곳의 석유 관련 이야기에는 관심을 기울 이지 않았다 .
(trg)="2.1"> Raha mbola mihanaka ao amin 'ny helodranon 'i Meksika sy miseho ho lohateny lehibe amin 'ny gazety hatrany ny soliky ny BP Amerikana ( Etazonia ) , dia nisy loza nanintona kely ny fampahalalam-baovao manerantany ihany koa any amin 'ny firenena iray hafa — Nizeria .

(src)="2.2"> 나이지리아는 석유로 인한 마음 아픈 이야기가 나온 곳이다 .
(trg)="3.1"> Firenena Afrikana be mponina indrindra ary iray ao anatin 'ny 10 mpanondrana solika be indrindra manerantany i Nizeria ary izy ihany koa no mpitrandraka voalohany ity solika ity eto Afrika .

(src)="3.2"> 1970년대 나이지리아 바다에서 석유가 발견된 이후로 석유는 나이지리아의 대표적인 돈 벌이가 되어왔다 .
(trg)="3.2"> Lasa loharanon-karena goavana ho azy ny solika hatramin 'ny nahitana azy tamin 'ny moron-dranomasin 'i Nizeria nandritra ny taompolo 1970 .

(src)="3.3"> 이 나라 수출의 90 % , 정부수입의 80 % 의 원천이 바로 석유이다 .
(trg)="3.3"> Mameno 90 isanjaton 'ny fanondranan 'entan 'i Nizeria sy mahasahana ny mihoatra ny 80 isanjaton 'ny fidiram-bolan 'ny governemanta nizeriana io solika io .

(src)="4.1"> 니제르 델타 오일 재해 , 노르웨이 사회 청년 연대가 플리커 사이트에 게제함 ( CC-BY-ND )
(trg)="5.1"> Voina nateraky ny fianahan 'ny solika eo amin 'ny vinanin 'i Niger , Saripikan 'ny Ligin 'ny tanora sosialista ao Norvezy ao amin 'ny Flickr ( CC-BY-ND )

(src)="5.1"> 하지만 석유 수익은 경제 성장으로 연결 되지 않았고 국민 대부분의 식량 안보에도 별 도움이 되지 못했다 .
(trg)="6.1"> Saingy tsy niaraka tamin 'izany loharanon-karena avy amin 'ny solika izany ny firoboroboan 'ny toekarena na ny fahatomombanana ara-tsakafo ho an 'ny ankabeazan 'ny mponina ao an-toerana .

(src)="5.2"> 올해 초 , 나이지리아 북부에는 수 자원 고갈 , 가축 가격 하락과 곡식 가격 상승으로 인한 식량난이 예측되었다 .
(trg)="6.2"> Vao tsy ela akory izay tamin 'ity taona ity dia niomana amin 'ny mety tsy hisian 'ny sakafo ny any amin 'ny faritra avaratr 'i Nizeria , noho ny tsy fisian-drano namely dia namely tokoa , ka nampihena vetivety ny isan 'ny biby fiompy sy nampiakatra avo dia avo ny vidin 'ny voamaina .

(src)="5.4"> 나이지리아의 지속 가능한 성장 분야의 전문가 호아킴 이베지아코 에제지 ( Joachim Ibeziako Ezeji ) 은 그의 블로그에 식량난의 영향에 대해 이렇게 설명했다 .
(trg)="6.3"> Ao amin 'ny bolongany ilay Nizeriana Joachim Ibeziako Ezeji , manampahaizana manokana momba ny fampandrosoana maharitra , no mamehy ny fiantraikan 'ny itony karazana tsy fahampiana itony .

# ko/2010_09_40.xml.gz
# mg/2010_09_27_9422_.xml.gz


(src)="1.1"> 이탈리아 : 밀라노의 국제 소셜 미디어 주간
(trg)="1.1"> Italy : Herinandron 'ny haino aman-jery sosialy any Milan sy eran 'izao tontolo izao

(src)="2.1"> 이 기사는 2010년 9월 18일 글로벌 보이스에 이탈리아어로 먼저 게재되었습니다 .
(trg)="1.2"> Naseho voalohany tao amin 'ny Global Voices tamin 'ny teny Italiana ity tantara ity tamin 'ny 18 Septambra 2010

(src)="3.1"> ' 소셜 미디어 주간 ’ 은 각종 뉴 미디어 ( 소셜 , 모바일 ) 안에서 일어나는 신생 트렌드와 관련한 인적 관계 , 컨텐츠 , 담론을 연결하는 특이한 , 다국적인 행사이다 .
(trg)="2.1"> Lanonana iraisam-pirenena nifangaroan-javatra maro , nihaonan 'ny tanàna samihafa ny Herinandron 'ny haino aman-jery sosialy ( 20-24Sept ) izay natao hampifandray ny olona , ny votoatiny sy ny resadresaka manodidina ny fironana mipongatra ao amin 'ny haino aman-jery sosialy sy fitaovana fitondra mandehandeha .

(src)="3.2"> ( 9월 20일-24일 ) 지난 2월의 소셜 미디어 주간은 뉴욕 , 베를린 , 런던 , 샌프란시스코 , 상파울루 , 토론토 등지에서 열린 200여가지 행사를 통해 7500명 이상의 참가자들을 끌어 모았다 .
(trg)="2.2"> Nahasarika olona mihoatra ny 7,500 ireo lanonana 200 isa natao tany New York , Berlin , Londre , San Francisco , São Paulo sy Toronto nandritra ny andiany farany tamin 'ny volana Febroary lasa teo , raha toa tamin 'ity herinandro ity ka fotoan-dehibe mifanotona maro no nomanina tany Los Angeles , Bogotà , Buenos Aires , Mexico , ary Milan .

(src)="3.3"> 이번 소셜 미디어 주간에는 로스앤젤레스 , 보고타 , 부에노스아이레스 , 멕시코시티 그리고 밀라노에서 여러 행사들이 동시에 열릴 예정이다 .
(trg)="2.3"> Tany New York tamin 'ny volana Febroary 2009 no natao voalohany ny herinandron 'ny haino aman-jery sosialy ary nahitana olona maherin 'ny 2,500 nanatrika ireo fotoan-dehibe maro samihafa niisa efapolo .

(src)="3.4"> 2009년 2월 뉴욕에서 처음 개최된 소셜 미디어 주간에서는 40여가지 행사를 통해 2500명 이상의 인원이 참여했다 .
(src)="4.1"> 밀라노에서만 250명이 넘는 블로거 , 사업가 , 전문가들이 주관하는 90가지의 행사가 준비되어 있다 .
(trg)="3.1"> Fotoan-dehibe maherin 'ny 90 no nomanina tao Milan fotsiny , izay karakarain 'ny olona maherin 'ny 250 , anisan 'izany ny mpitoraka bilaogy , ny mpandraharaha ary ny manampahaizana manokana .

(src)="4.2"> 9월 20일 ( 월 ) 밀라노 대학교에서 열릴 개막행사는 ‘ City 2 .
(src)="4.3"> 0 : IT 기술 , 소셜 미디어가 미래 도시의 지속 가능한 개발을 어떻게 도울 수 있는가 ’ 에 초점을 두고 있다 .
(trg)="3.2"> Fotoan-panokafana manetriketrika no hatao ny Alatsinainy 20 Septambra ao amin 'ny Anjerimanontolo any Milan izay hifantoka amin 'ny resaka City 2.0 momba ny fomba hahafahan 'ny teknolojia , ary ny haino aman-jery sosialy indrindra indrindra , hanohana ny fampandrosoana maharitra ho an ' ireo tanànan 'ny ampitso .

(src)="4.4"> 어떤 추정에 따르면 2050년에는 세계 인구의 70 % 이상이 도시 지역에 살게 된다고 한다 .
(trg)="3.3"> Raha araka ny vinavina sasantsasany , dia maherin 'ny 70 % n 'ny vahoaka eran-tany no hipetraka any amin 'ny tontolo an-drenivohitra amin 'ny taona 2050 .

(src)="5.1"> 밀라노 프로그램에 있을 토론과 프레젠테이션에는 엔터테인먼트 , 새로운 전자기계와 플랫폼 , 패션 , 기업가정신 관련 이슈들뿐만 아니라 비영리 영역 , 뉴미디어 그리고 시민 미디어와 관련된 이슈들도 다룰 것이다 .
(trg)="4.1"> Eo ankilan 'ireo resadresaka maro sy fampahafantarana maro mifandray amin 'ny fialamboly , kasinga vaovao sy seha-pifaneraserana , lamaody , fandraharahana , sy ny sisa , dia hiresaka ireo olana mifandray amin 'ny tontolon 'ny tsy maka tombony , ny haino aman-jery vaovao ary ny haino aman-jerin 'olon-tsotra ny fandaharan 'i Milan .

(src)="5.2"> 그 예로 , Socialidarity 2 .
(src)="5.3"> 0 ( 사회적 & 비영리적 뉴스 ) 와 Eticmedia ( 기업의 사회적 책임을 바탕으로 한 웹 텔레비전 ) 와 같이 이탈리아를 근거지로 하는 프로젝트들의 발표가 있을 예정이며 현지 팀은 연장자들을 위한 인터넷 워크샵을 진행할 예정이다 .
(trg)="4.2"> Ohatra hoe , hisy izao ny fampahafantarana ireo tetikasa atao any Italy toy ny Socialidarity 2.0 ( vaovao sosialy & tsy maka tombony ) sy ny Eticmedia ( Fahitalavitra an-tranonkala miorina avy amin 'ny Fandraisana Andraikitra ara-tsosialin 'ny orinasa ) , raha mandritra izany fotoana izany ny ekipa eo an-toerana kosa dia hanolotra tsy an-kiato fampianarana aterineto ho an 'ireo efa zokinjokiny .

(src)="6.2"> 현재 블로그의 발달과 , 트위터 , 페이스 북이 정보유통에 있어서 이룬 엄청난 성과를 다룰 예정이다 .
(trg)="5.1"> Ny tolakandron 'ny Alarobia 22 Septambra , hanentana andiana lohahevitra maro mikasika ny votoatin-javatra novokarin 'ireo mpampiasa kaonty , indrindra indrindra ny manodidina ny fivoaran 'ny bilaogy amin 'izao fotoana izao sy ny fahombiazana tsikelikelin 'ny Twitter ary ny Facebook amin 'ny fizaram-baovao ny mediateca Santa Teresa .

(src)="6.3"> 이 뿐 아니라 전통적 미디어와 최근 온라인 출처에 의존하는 새로운 트렌드 간의 관계에 대해서도 알아볼 것이다 .
(trg)="5.2"> Ho resahina ao ihany koa ny fifandraisan 'ny haino aman-jery nentim-paharazana sy ny fironana vao misonga izay miankina tanteraka na amin 'ny amoahany fotsiny amin 'ny loharanom-baovao avy amin 'ny aterineto .

(src)="6.4"> 즉 , 소셜 미디어가 어떤 식으로 뉴스 취재 현장과 정보 산업에 영향을 미치는지 , 또한 시민 미디어가 그러한 환경의 윤곽을 잡는 데에 앞으로 더 큰 역할을 할 수 있는 지에 대해 토론할 예정이다 .
(trg)="5.3"> Raha adika tsotsotra izany dia , ahoana no fiantraikan 'ny haino aman-jery sosialy amin 'ny tontolon 'ny fanangonam-baovao sy ny indostrian 'ny fampahalalam-baovao ?

(src)="6.5"> 원탁 토론에는 엘레노라 판토 ( Eleonora Panto ) 가 글로벌 보이스 이탈리아를 대표해 참석한다 .
(trg)="5.4"> Afaka handray anjara lehibe amin 'ny famaritana ny tontolo tahaka izany ve ny haino aman-jerin 'olon-tsotra amin 'ny ho avy ?

(src)="7.4"> 로스앤젤레스 팀이 개시한 모금활동의 목적은 사회의 밑바닥에 소외된 아이들을 후원하고자 함이며 크게는 네티즌들의 직접적 사회참여를 홍보하고 강화하는 데에 있다 .
(trg)="5.5"> Ny resaka an-databatra boribory dia ahitàna ny Global Voices amin 'ny teny Italiana , soloin 'i Eleonora Pantò tena .

(src)="8.1"> 현지 행사와 더불어 소셜 미디어 주간의 행사 진행자들은 광대한 전세계의 대중에게 다가가기 위한 방편으로 웹사이트 ( socialmediaweek .
(trg)="6.2"> Nanao fampielezan-kevitra hanangonam-bola ny ekipan 'ny Los Angeles hanohanana ireo ankizy eo afovoan 'ny Skid Row — hanapariahana sy hanamafisana ny fandraisan 'anjara mivantana ataon 'ireo mponina nomerika ao anatin 'ny fiarahamonina mivelatra kokoa .

(src)="8.2"> org ) 를 통해 여러 행사들을 생중계하는 한편 시청자들과 실시간으로 대화도 가질 예정이다 .
(trg)="7.1"> Fanampin 'ireo fotoan-dehibe ifanatrehana , ny mpikarakara ilay herinandron 'ny haino aman-jery sosialy dia hanao fampitana mivantana ihany koa an 'ireo fotoan-dehibe maro sy ny fotoana ahitana ireo resadresaka nifanaovana tamin 'ny vahiny ao amin 'ny socialmediaweek.org , mba hahatratrarana ireo vahoaka maneran-tany .

(src)="8.3"> 또한 , 시간대가 비슷한 도시들에 한해서 세계 여러 도시들의 참가자들 간에 실시간 대화도 예정되어 있다 .
(trg)="7.2"> Nomanina ihany koa ny fiarahana miaina mivantana ny anjara asan 'ireo mpandray anjara any amin 'ireo tanàna samihafa ( izay faritra mitovitovy ora ka azo anaovana an 'izay ) .

(src)="8.4"> 전세계에 입 소문을 내기 위해서는 전 세계의 자원봉사자들이 내년 각 도시에서 있을 행사를 조직하고 홍보하는 것이 필요하겠다 .
(trg)="7.3"> Ary mazava ho azy , misy foana ny filàna ireo mpilatsaka an-tsitrapo hanampy amin 'ny fikarakarana na fanapariahana ireo fotoan-dehibe ao an-tanànanao amin 'ny herintaona , mba hanaparitaka ny teny eran 'izao tontolo izao …

# ko/2010_12_429.xml.gz
# mg/2010_09_28_9464_.xml.gz


(src)="1.1"> 에콰도르와 콜롬비아 : 보이지 않는 국경선 문제
(trg)="1.1"> Ny sisintany tsy hita maso eo anelanelan 'i Ekoatora sy Kolombia

(src)="1.2"> 콜롬비아와 에콰도르의 국경 문제가 다시 한 번 수면 위로 떠올랐다 .
(trg)="1.2"> Olana maha-be resaka indray izao ny sisintany eo amin 'i Ekoatora sy Kolombia .

(src)="1.4"> 라울 레예스 ( Raúl Reyes ) 는 콜롬비아의 반군단체인 FARC ( 콜롬비아 무장 혁명군 ) 의 일원이었다 .
(trg)="1.3"> Ny firenena roa tonta dia manana sisintany mahatratra 586 km ( tokotokony ho 365 miles ) ary miaraka amin 'izay koa ny tantaran 'ny fifandirana , ny fifanamelohana avy amin 'ny andaniny na ny ankilany sy ny tatitra momba ny fifandonana ara-tafika ary ny famindran-toerana ny mponina .

(src)="1.5"> 그의 죽음은 아마도 두 국가의 국경 분쟁 중 가장 잘 알려진 사건일 것이다 .
(trg)="1.4"> Ny fahafatesan 'i Raúl Reyes , mpikambana iray tao amin 'ny vondrona mpanao ady anaty akata Kolombiana FARC ( Revolutionary Armed Forces of Colombia ) , angamba no tena ady sisintany isan 'ny nalaza indrindra .

(src)="1.6"> 레예스는 에콰도르 영토에서 2008년 3월 죽음을 맞았다 .
(trg)="1.5"> Maty tany amin 'ny tanin-dry zareo Ekoatoriana nandritra ny fanafihana ny tobin 'ny FARC tao Angostura tamin 'ny Martsa 2008 i Reyes , araka ny fampahatsiahivan 'i bc10 .

(src)="1.8"> El radar de la frontera 는 또 다른 심각한 영토분쟁의 예로는 불안정감과 공포가 있다고 보도한다 .
(trg)="1.6"> Mbola olana hafa mikasika ny ady sisintany koa ny resaka tsy fandriam-pahalemana sy horohoro , hoy i El radar de la frontera mitatitra .

(src)="1.9"> 그러나 블로그 La Historia del Día 에 따르면 이 지역에서 일어나는 범죄는 처벌 대상이 아니라고 한다 .
(trg)="1.7"> Ny blaogy La Historia del Día dia mitatitra fa ireo heloka bevava mitranga ao amin 'ilay faritra dia tanterahana ao anatina tontolo tsy tan-dalàna .

(src)="2.1"> 9월 19일 월요일부터 콜롬비아와 에콰도르의 트위터 사용자들과 뉴스 채널들은 각기 다른 자료를 인용하여 콜롬비아 군대가 FARC 기지를 공격한 사건 , 즉 가장 최근 국경 지대에서 일어난 사건의 사망자 수를 발표했다 .
(src)="2.2"> infobae .
(trg)="2.1"> Hatramin 'ny Sabotsy 19 Septambra , be ny mpikirakira Twitter users sy ireo fantsom-baovao avy amin 'ny firenena roa tonta no nanambara , miaraka amina antontan 'isa tsy mitovy , ny isan 'ireo maty tamin 'ny ady farany tao amin 'ny sisintany izay nahitana fahafatesana mpikambana tao amin 'ny FARC maty nandritra ny fanafihana nataon 'ny tafika Kolombiana , raha ny filazan 'ny infobae.com : “ Tafakatra any amin 'ny 60 any ny mpanao ady anaty akata maty tao amin 'ny sisntany manasaraka an 'i Ekoatora sy Kolombia .

(src)="3.2"> 에콰도르의 트위터 사용자들은 에콰도르 정부가 콜롬비아 군대를 돕지 않았을 거라는 설을 부정했다 .
(trg)="3.1"> Ny fanehoan-kevitra avy amin 'ny ankilany Ekoatoriana dia mifanipaka amin 'izay .

(src)="4.3"> 웹사이트 La Silla Vacía의 포럼에서는 이 프로젝트의 건설물들이 일으키는 문제들에 관한 토론이 이루어지고 있다 .
(src)="4.4"> Pio 는 이 포럼에 이 지역에서 일어나는 분쟁에 대해 이렇게 설명했다 .
(trg)="3.2"> Be ireo mpampiasa Twitter no namaly tamin 'ny fomba henjana ny fiheverana fa hoe tsy nanampy ny tafika Kolombiana i Ekoatora , araka izay hita ao amin 'ny rohy iray nalefan ' i Douglas Weber ( @ HCJBVozAndes )

# ko/2010_10_74.xml.gz
# mg/2010_10_06_9619_.xml.gz


(src)="1.1"> 쿠웨이트 : 토마토 가격 폭등
(trg)="1.1"> Koweit : Aleo ho lò ny voatabia !

(src)="2.1"> 쿠웨이트에서 토마토 가격이 한 달 사이 무려 8배나 뛰었다 .
(trg)="1.2"> Lafo avo valo heny amin 'ny vidiny tamin 'ny iray volana lasa izay ny voatabia any Koweit - ary tsy ataon 'ny mponina tsinontsinona izany fiakarana izany .

(src)="2.2"> 네티즌들은 이런 가격 변동에 불편해 하며 , 왜 토마토 한 박스의 가격이 며칠 만에 반 디나르 ( 1 .
(trg)="1.3"> Tsy hitan-dry zareo izay hanazavana ny antony niakaran 'ny kesika iray amin 'ny vidiny 1 dinar ( 1,70 dôlara ) ho KD4 ( 14 dôlara ) tato anatin 'ny andro vitsy monja .

(src)="3.1"> 알데스터라는 블로거는 :
(trg)="2.1"> AlDestor manoratra :

(src)="3.2"> 문제는 장사의 기본적인 순환 구조를 이해하지 못하는 소비자들에 있습니다 .
(trg)="5.1"> Ein Bagzee milaza fa tsy olana ny hoe fiakaran 'ny vidin 'entana , fa ny olana dia ny fomba hiainana izany :

(src)="3.4"> 물건을 팔고 싶어하는 사람들은 엄청나게 많습니다 .
(trg)="5.2"> Ny olana dia ny tsy fahalalan 'ny mpanjifa ny kodiaran-tsaretin 'ny fizotran 'ny tsenat iankinan 'ny mpivarotra .

(src)="3.5"> 그 중 어떤 상인이 오늘 1디나르를 손해본다고 칩시다 .
(trg)="5.3"> Tsy afaka hivarotra ny entany amin 'ny vidiny mora hitazonany ny mpanjifany ny mpivarotra , satria amin 'ny farany dia misy ny fatiantoka ary tsy misy te ho fatiantoka tanteraka izany eo .

(src)="3.6"> 그렇다면 그 상인은 미래에 2 쿠웨이트 달러로 상품을 살 단골을 얻는 것입니다 .
(trg)="5.4"> Te hahalafo daholo ny rehetra ary raha matiantoka iray dinar ny mpivarotra iray androany , dia mety hahazo tombony izy amin 'ny manaraka raha misy mpividy mividy KD2 ary toy izany hatrany ny fizotran 'ny tsena .

(src)="3.7"> 그리고 이렇게 악순환이 계속되는 것이죠 .
(trg)="5.5"> Omaly , niakatra ny vidin 'ny atody , ary androany dia ny voatabia indray .

(src)="3.9"> 미래에는 빵이나 밥 가격 폭등이 있을 수도 있겠죠 ; 파키스탄의 페샤와르 지방의 농산물이 홍수로 인해 엄청난 피해를 입었다는 걸 감안하면 말입니다 .
(trg)="5.6"> Rahampitso mety ho ny mofo na ny vary , tsy adino koa ny vokatry ny fambolena any Peshawar - Pakistan - izay potiky ny tondra-drano .

(src)="4.1"> 엠-비타민즈는 왜 국회의원들이 가격 폭등에 분노하지 않는지 되물었다 :
(trg)="6.1"> m-vitaminz manontany hoe maninona ny parlemantera no tsy mananga-tanana amin 'izao fiakaran 'ny vidin 'entana izao :

(src)="4.2"> 왜 국회의원들과 반대파들은 반대 연설을 하거나 토마토 가격 인상에 대한 집회를 열지 않는 거죠 ?
(trg)="6.2"> Maninona kay ny mpikambana ao amin 'ny parlemantera sy ny mpanohitra no tsy mivory , miady hevitra ary miaraka manohitra ny fiakaran 'ny vidin 'ny voatabia ?

(src)="4.3"> 왜 가격 폭등에 대해 총리를 몰아 세우지 않는 거죠 ?
(trg)="6.3"> Maninona no tsy ampitahorina ny praiminisitra amin 'ny alalan 'ny fametrahana aminy fanontaniana ao amin 'ny parlemanta mikasika ny fiakaran 'ny vidin 'entana ?

(src)="4.4"> 왜 이 엄청난 가격 폭등을 초래한 사람이 누구인지 밝히고 조사위원회를 발족하지 않는건가요 ?
(trg)="6.4"> Maninona no tsy apoaka izay nahatonga izao fiakarana izao ary hatsangana ny komitin 'ny fanadihadihana ?

(src)="5.1"> 그리고 쿠웨이트의 모든 문제에 대해 그랬듯 , 트위터에는 이 주제에 대한 농담과 코멘트가 넘쳐났다 .
(trg)="7.1"> Ary tahaka ny mahazatra rehefa misy olana any Koweit , dia feno hanihany sy fanehoan-kevitra mikasika ny zavatra resahana foana ny twitter .

(src)="6.1"> 보자이즈 :
(trg)="8.1"> BoJaij milaza :

(src)="6.2"> 모든 의회주의자들은 의회의 새로운 단어를 만든 걸 기념하기 위해 공짜 토마토 한 박스를 각각 받을 겁니다 .
(trg)="8.2"> Hahazo kesika voatabia maimaim-poana tsirairay avy ny solombavambahoaka hanamarihana ny fiandohan 'ny fe-potoana hiasany indray .