# jp/2007_09_20_62_.xml.gz
# mg/2007_09_19_19_.xml.gz


(src)="1.1"> 中国 : クレイジー ・ イングリッシュは本当にクレイジーになってしまったのか ?
(trg)="1.1"> Shina : Very Saina Ve i Crazy English e ?

(src)="1.2"> クレイジー ・ イングリッシュ ( Crazy English ) とは 、 英語学習法の新しい方法を提唱するLi Yang ( 李陽 ) によって設立された私立教育機関である 。
(src)="1.3"> その英語学習法は 、 羞恥心を払い去るために古めかしい英語のフレーズを叫んで 、 英語話者と会話できるあらゆるチャンスをつかむというものである 。
(trg)="1.2"> Toeram-pampianarana tsy miankina mampirisika fomba fampianarana teny anglisy vaovao ny sekoly Crazy English naorin ’ I Li Yang ; izany hoe , manadino amin ’ izay ny fehezanteny anglisy tranainy ary mitady araka izay azo atao ny fomba ahafahana miresaka amina mpiteny anglisy iray , ary manifika amin ’ ny fomba rehetra ny fahamenarana ihany koa ao anatin ’ izany .

(src)="1.4"> 学習者は耳をつんざくほどの大声で力の限りに英語を叫ぶ 。
(trg)="1.3"> Asaina miteny mafy amin ’ ny heriny manontolo ny mpianatra ao aminy rehefa miteny anglisy .

(src)="1.5"> 中国国内の至る所に教室を持ち 、 設立から10年足らずの間に数百万人もの英語学習者が受講したことで知られている 。
(trg)="2.1"> Manana toeram-pianarana manerana an ’ I Shina izy , ary malaza tokoa fa mpianatra anarivo arivony no nandalo nianatra tao hatramin ’ ny niforonany tsy ampy folo taona akory izay .

(src)="2.1"> しかしLi Yangのブログに投稿された写真が物議を醸し 、 非難や嫌味そして擁護論などあらゆる意見が飛び交っている 。
(trg)="2.2"> Na izany aza , niteraka adi-hevitra mafana nahazoana na fanamelohana , na esoeso , eny , fanohanana ihany koa sary iray vao natoraka tao amin ’ ny Blaogin ’ I Li Yang .

(src)="2.2"> ブログ界やメディアの強い反応からしてこれは避けられない話題である 。
(trg)="2.3"> Ny resabe nameno ny haino aman-jery sy ny tontolon ’ ny blaogy no mahatonga ny tantara ho tsy azo idifiana intsony .

(src)="4.1"> 9月4日に投稿された写真では 、 3000人の学生がクレイジー ・ イングリッシュの講師達にひざまずいている 。
(trg)="4.1"> Ny sary izay natoraka tamin ’ ny 4 septambra dia mampiseho mpianatra 3000 mandohalika eo anoloan ’ ireo mpampianatra teny anglisy .

(src)="4.2"> これは内モンゴル自治区のパオトウ ( 包頭 ) 市で2番目にオープンしたクレイジー ・ イングリッシュの訓練センターのオープニング ・ セレモニーで撮影されたものである 。
(trg)="4.2"> Sary nalaina nandritra ny fotoam-panokafana ny Crazy English Training Base faharoa tao Bao Tou , anivon ’ i Mongolia izany sary izany .

(src)="4.3"> 彼らは全て地元の高校に通う生徒達である 。
(trg)="4.3"> Mpianatra avy amin ’ ny sekoly ambony ao antoerana avokoa izy ireo .

(src)="5.1"> 多くの憤慨したネチズン達はすぐに 、 これは教育ではなく隷従や意思を奪う洗脳だと非難した 。
(trg)="4.4"> Olon ’ ny aterineto maron o nisafoaky ny hatezerana raha vao nahita ary nanameloka fa tsy fanabeazana izao fa fanasana ati-doha ho amin ’ ny fanompoana sy ny fahatahorana .

(src)="5.2"> というのも 、 中国ではひざまずくという行為は 、 歴史的に権力に隷従することのシンボルであったからだ 。
(trg)="4.5"> Any Shina manko , ny fandohalehana dia endrika hanehoana fanekena ho andevon ’ ny tompom-pahefana .

(src)="6.1"> ブロガーのTong Wandou ( 铜豌豆 ) は以下のような疑問を投げかけている :
(trg)="4.6"> Nanontany ny mpitoraka blaogy Tong Wandou ( 铜豌豆 ) hoe :

# jp/2007_09_23_63_.xml.gz
# mg/2007_09_20_20_.xml.gz


(src)="1.1"> マダガスカル : 絶望する若者 国外へ移住
(trg)="1.1"> Tanora ary mamoy fo , vonona hiondrana

(src)="1.2"> マダガスカルで 、 ペーパーカンパニーだったとされる人材派遣会社が法律的問題に直面している 。
(src)="1.3"> この会社は 、 現在出国禁止となっている国際コンサルタントのSteve Turmelという人物が経営する会社Gateway Global Consultantsだ 。
(trg)="1.2"> Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan 'ny lalana any Madagasikara .

(src)="1.4"> 同社は 、 数千人のマダガスカル人に 、 B型肝炎と黄熱のワクチンを接種し 、 パスポートを取得し 、 さらに手数料24万アリアリ ( およそ93ドル 。
(trg)="1.3"> Gateway Global Consultants , tarihin 'izany Steve Turmel izany , milaza fa mpanolo saina maneran-tany , dia nahazo fandrarana hialana an 'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin 'ny « West Palm Textiles and Garnments » , raha mameno fombafomba sasantsasany : maka vaksiny miady amin 'ny hepatite B , tazo mavo , maka pasipaoro ary mandoa ny vola fehin-draharaha 240 000 Ar ( eo amin 'ny $ 93 eo ho eo , vola be amin 'ny tany izay ny habetsahan 'ny mponina dia miaina amin 'ny $ 1 isan 'andro ) .

(src)="1.5"> 国民の大半が1日1ドルで生活してる国では大金である ) を支払うという条件で 、 バハマにあるWest Palm Textiles and Garnments社での仕事を約束していた 。
(trg)="2.1"> Nihoatra ny 3000 ny nirotsaka te handeha , rehefa avy nanamidy izay entana nananany ( radio , TVs , tanimbary ) mba handoavana io vola io .
(trg)="2.2"> Ny sasany moa latsaka an-ketra , ny sasany niala tamin 'ny asany .

(src)="2.1"> 手数料を支払うために持てるもの ( ラジオ 、 テレビ 、 田んぼ ) を売り払い3,000以上の応募者が殺到した 。
(trg)="2.5"> Nanontanian 'ny fitondrana malagasy ny fitondrana tany Bahamas ka nilaza fa tsy misy an 'izany « West Palm Textiles and Garnments » izany .
(trg)="2.6"> Ny Gateway Global Consultants company koa moa tsy mahalala an 'i Steve Turmel .
(trg)="2.7"> Kanefa mbola maro ireo te handeha no mbola manantena hiainga amin 'ny elanelan 'ny volana Septambra .

(src)="2.2"> 借金をした人もいれば 、 仕事を辞めた人もいた 。
(trg)="3.1"> Harinjaka miantso antsika mijery ity toe-javatra ity manisy rohy amin 'ny Tribune Madagascar , takelaka gazety malagasy .

(src)="2.3"> Gateway Global Consultantsは 、 学校の校舎にある仮事務所で申し込書みを受け取っていた 。
(src)="2.4"> 現在事務所は閉鎖されている 。
(trg)="4.1"> Jentilisa manontany tena hoe izao ve no porofon 'ny finoanoam-poanan 'ny Malagasy mamoy fo te hahazo asa sy mihevitra fa ny fiainana any andafy no tsara kokoa , na anatin 'ny fomba fiaina hafahafa ratsy indrindra ary .

(src)="2.5"> マダガスカル政府からの連絡を受け 、 バハマ政府はWest Palm Textiles and Garnmentsという会社は存在しないと述べている 。
(trg)="5.1"> “ Nahoana tokoa moa no aty amin ’ ny analiny kilaometatra ( Salay arivony ) no itadiavana mpiasa nefa ny kaontinanta lehibe eo akaiky eo aza be no tsy manana asa ?

(src)="2.6"> Gateway Global Consultants社はSteve Turmelという人物の存在を知らなかった 。
(trg)="5.2"> Ankehitriny vao betsaka no nahasahy niteny fa teo aloha mbola nangina sao voampanga ho mpanatsatso eo . ”

(src)="2.7"> しかし 、 応募者の多くはそれでも9月中旬の出発を期待していた 。
(trg)="6.2"> “ Eo no nampanontany tena hoe raha samy hijaly ihany ; mijaly eto an-tanindrazana no azo ihafiana kokoa sa ny mijaly any an-tanin ’ olona ?

(src)="3.1"> ブロガーHarinjakaは 、 マダガスカルの新聞サイトTribune Madagascarへのリンクを付けて注意を呼びかけている 。
(trg)="6.3"> Nisy manko ireo nasiaka mihitsy hoe tena fadiranovana loatra ny malagasy eto an-tanindrazana ka izany no mampibabababa azy hitady lalana hivoaka .

(src)="4.1"> Jentilisaは 、 これが仕事を切望し 、 どれほどうさんくさい状況下でも海外での生活は絶対にいいと想像しているマダガスカル人が騙されやすいということの証明ではないかという 。
(trg)="6.4"> Moa ny fitaizana natao teto amintsika mihitsy no nampanao paradisa ny any ivelany hany ka be loatra ny manofinofy ny hivoaka na dia ireo tsy mahay teny vahiny akory aza . ”

# jp/2007_09_28_67_.xml.gz
# mg/2007_09_25_26_.xml.gz


(src)="1.1"> 企業ブログ 、 ケニアの総選挙
(trg)="1.1"> Mibilaogy ny fifidianana any Kenya ny gazety malaza any

(src)="1.2"> ケニアで最も広く購読されている日刊紙Daily Nationは 、 2007年の総選挙に向けて新たなオンライン上のプラットフォームを立ち上げた 。
(trg)="1.2"> Nanokatra sehatra vaovao , amin ’ ny aterineto , hisahana manokana ny momba ny fifidianana atao any aminy ny gazety lehibe indrindra misy any Kenya Daily Nation .

(src)="1.3"> この対話式プラットフォームは 、 主だった話題やブログ投稿 、 様々なメディアの報道を取り上げていく予定だ 。
(src)="2.1"> 一般の市民もコメントや政治行事の面白い写真などを投稿できる 。
(trg)="1.3"> Sehatra mivoatra ka ny zava-dehibe malaza mitranga , ny lahatsoratry ny mpibilaogy ary ny lohateny sy fehitsoratry ny haino aman-jery no ho hita ao .

(src)="3.5"> そして大統領候補者なしに 、 このことがKanuが愛国的な政党や集中主権的な選挙戦略を組織することに繋がってきたのだろう 、 2002年の大統領選挙の時のように議員候補者の半数を立候補させることができたら奇跡だろう 。
(trg)="1.4"> Asaina hilaza ny heviny ao kosa ny olom-pirenena ary raha misy sary mety hahaliana ny maro eo amin ’ ny sehatry ny politika dia azo apetraka ao ihany koa izany .

(src)="3.6"> ケニアを最悪の状況に導き 、 選挙で勝利することは別として 、 大統領候補者を擁立するためだけの組織としてKanuに見切りをつけ 、 半殺しのまま生き埋めにするような屈辱を被らせたモイ元大統領へのシェークスピアの報復のようなものでもある 。
(src)="3.7"> ケニアで2番目に広く購読されている新聞紙The Standardも選挙欄を設けたが 、 今のところ対話式ではない 。
(trg)="1.5"> Ny blaogy moa dia saiky avy amin ’ ireo Oloben ’ ny firenena tahaka an ’ i Chares Onyango Obbo mpiandraikitra ny filankevitry ny haino aman-jery sy ny vokatra vaovao .

(src)="4.1"> ケニアの大統領および議会選挙は2007年12月に予定されている 。
(trg)="1.6"> Tao amin ’ ny toraka blaogy iray ny lehilahy dia nanaika fa vita hatreo ny amin ’ ny KANU antoko politika nitondra teo aloha .

(src)="5.1"> 原文 : Bankele
(trg)="1.7"> Nolazainy fa :

# jp/2007_10_03_69_.xml.gz
# mg/2007_09_29_41_.xml.gz


(src)="1.1"> ウガンダ : 大洪水に対するブロガーたちの反応
(trg)="1.1"> Ogandà : Miverina amin 'ireo tondra-drano be ny mpiblaogy

(src)="1.2"> この2週間 、 ウガンダのブロガーたちの間で最も関心を集めている話題は 、 サハラ以南アフリカ全域を襲った大洪水である 。
(trg)="2.1"> Tena nataon 'ny mpiblaogy Ogande ho vain-dohan-draharaha nandritra iny tapa-bolana lasa iny ny mitantara ireo tondra-drano be izay nianjady tamin 'ny faritry Afrika ambanin 'i Sahara .

(src)="1.3"> ウガンダ北 ・ 東部が特に大きな被害を受け 、 250人が死亡し15万人が避難した 。
(src)="2.1"> Omar Basawadは 、 自然災害がウガンダにもたらす永久の代価について記述している 。
(trg)="2.2"> Tena isan 'ny voa mafy tamin 'izany tondra-drano izany tokoa mantsy ny faritra Avaratra sy Atsinanan 'i Oganda , ka olona 250 no namoy ny ainy ary mihoatry ny 150 ' 000 ireo nitsoa-ponenana .

(src)="2.12"> FLOODと記入し 、 198へ送信するだけで 、 1人の洪水犠牲者が救われます 。
(src)="2.13"> Elitは 、 この悲劇に対するウガンダ政府の対応を痛烈に批判している 。
(trg)="3.1"> Tanisain 'i Omar Basawad ireo takaitra navelan 'ity voina ity izay tsy maintsy hozakain 'ity firenena ity mandritra ny fotoana maharitra :

# jp/2007_10_07_70_.xml.gz
# mg/2007_10_02_45_.xml.gz


(src)="2.1"> 非営利報道組織で現在でもミャンマーからのニュースを流している数少ない媒体 「 ビルマ民主の声 」 ( DVB ) は 、 軍隊が僧侶たちに宗教的生活を放棄するよう働きかけているとビルマ語で伝えている報道を掲載している 。
(src)="2.2"> 数日前に逮捕されたおよそ300人の僧侶たちがインセインGTI大学すぐ外のガレージに移送された 。
(trg)="1.2"> Ny Feo demokratikan 'i Birmania ( DVB ) , fikambanana mpamoaka vaovao tsy mikatsaka tombotsoa , hany ahenoana ny vaovao avy ao Myanmar mbola maratra amin 'izao fotoana izao no mitantara fa miezaka ny hampitsahatra ny fiainam-pahamasinan 'ny mpanokatena ny miaramila .

# jp/2007_10_11_71_.xml.gz
# mg/2007_10_03_49_.xml.gz


(src)="1.2"> 一部のアラブ諸国では 、 お役所主義は生活の一部だ 。
(trg)="2.1"> Any amin 'ny firenena Arabo sansantsasany , ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy .

(src)="1.3"> エジプト人ブロガーNora Younisは 、 官僚主義が信仰調査と混合するとどうなるかについて書いている 。
(trg)="2.2"> Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana » ireo mpiasa birao , nadika avy amin 'ny teny arabo ity lahantsoratra ity .

(src)="3.1"> 昨日の朝 、 弁護士を指名するため公正証書に署名しに不動産登録所へ行きました 。
(trg)="5.1"> Tany amin 'ny biraom-panjakana miandraikitra ny fanoratana tany aho omaly , mba hanao sonia ireo taratasim-baditany izay ahafahako manendry ny mpisolovava hiandraikitra ny raharahako .

(src)="3.2"> そこで私は 、 自分の宗教と 、 私が指名したい弁護士の宗教を証明しなければいけないということを知りました 。
(trg)="5.2"> Tao dia zendana aho rehefa nangatahin-dry zareo aho ny hanaporofo izay foto-pivavahako sy ny an 'ilay mpisolovava nofidiko .

(src)="3.3"> 私はこの弁護士と結婚するわけでもないので 、 それまで彼の宗教について聞こうとも思い付きませんでした 。
(trg)="5.3"> Ary satria tsy isan 'ny fikasako mihitsy ny hanambady ity mpisolova ity , dia tsy niserana tao an-tsaiko akory ny hanontany izay mombamomba ny fiainany ara-panahy na izay fivavahana arahiny .

(src)="3.4"> 私はただ特定の役割に有能な弁護士が欲しいだけで 、 彼がユダヤ人であろうと神道であろうと 、 はたまたにんじんを拝んでいようと 、 私やエジプト国家に影響することなどないと思います 。
(trg)="5.4"> Zavatra tsotra mantsy no notadiaviko , olon-dalàna mahafehy ity asa manokana ampanaoviko azy ity , sady izaho koa tsy nihevitra fa hisy fiantraikany amiko na amin 'ny fanjakana Egyptiana izay fivavahany na jiosy izy na Shintoista na mpanaraka ny fivavahan 'ny karoty masina aza ! .

(src)="3.5"> 非イスラム教徒がイスラム教徒を 、 または非コプト教徒がコプト教徒を指名できないとする法律がなかったので 、 私はエジプト国家が市民に否応にも互いを差別し合うことを強要しているという以外に説明のしようがありませんでした 。
(trg)="6.1"> Ary satria any Egypta dia tsy mbola misy lalàna izay mandràra fa tsy afaka mampiasa Moslimo ny tsy-Moslimo , na Kôpta , ny tsy-Kôpta , ny hany fanazavana mba hitako mety hanazavana ity raharaha ity dia ny hoe , teren 'ny fanjakana ireo mpiara-monina Egyptiana mba hifankahala na dia ireo tsy mihevitra akory ny hanao izany aza .

(src)="3.6"> 他人に向かってその人の宗教を尋ねる日が来ようとは思ってもいませんでした 。
(trg)="7.1"> Tsy tiako hosaintsainina akory ilay andro iray izay hahavoatery ahy hanatona olom-bahiny mba hanontaniako izay fivavahany .

# jp/2007_10_16_75_.xml.gz
# mg/2007_10_16_89_.xml.gz


(src)="1.2"> ブロガーが世界的ニュースの一次情報源になることはそうめったにあるわけはない 。
(trg)="1.2"> Tsy dia mahazatra loatra izany hoe ny mpibilaogy no loharano fototra tamin ’ ny fitantaram-baovao .

(src)="1.3"> 最近のミャンマーでの抗議デモは 、 国内外で全てのリスクを負いインターネットを通じニュース 、 写真 、 そしてビデオなどを広めようとした勇気ある人びとがいなければ 、 これほど大きな話題にはならなかっただろう 。
(trg)="1.3"> Ny fihetsiketsehana farany tany Myanmar iny dia tsy ho nahoraka loatra raha tsy teo ireo olona maromaro na tao anatiny na tany ivelan ’ ny firenena nanao vivery ny ainy mihitsy hanapariaka ny vaovao , ny saripika ary ny rakitsarimiaina tamin ’ ny alalan ’ ny aterineto .

(src)="2.1"> ビルマ人ブロガーたちは 、 彼ら自身もニュースの話題となり 、 主流メディア各方面でも見出しを飾り 、 彼らの口を封じようと軍事政権はインターネットを封鎖した 。
(trg)="2.1"> Nanjary nanana ny tantarany momba ny zony mihitsy aza ireo mpibilaogy Birmana ireo raha nahasarika ny lohatenin ’ ny gazety malaza eran-tany , ary nampahoraka ny vaovao nanakatsoan ’ ny fitondrana jadona ny aterineto hanampenam-bava azy ireo .

(src)="3.1"> 抗議デモが最高潮に達したとき 、 Global Voicesの東南アジアエディターPreetam Raiはビルマ人筆者たちの熱心な協力のもとに連日レポート 、 リンク 、 翻訳を掲載した 。
(trg)="2.2"> Teo amin ’ ny faratampon ’ ny fihetsiketsehana kosa dia namoaka vaovao isan ’ andro mihitsy ny tonia Preetam Rai , nametraka ny rohy ary nandika teny hanampiana ireo mpanoratra Birmana namantsika .

(src)="3.2"> Global Voicesではこれらのエントリーを 、 主流メディアでビルマ人ブロガーについて書かれた記事へのリンクや 、 講義者を支持する市民メディアによるキャンペーンへのリンクなどとともに特別報道 ( Special Coverage ) ページに集約した 。
(trg)="2.3"> Nangoninay ireny lahatsoratra rehetra ireny ka napetrakay ho amina pejy manokana .

(src)="4.1"> MSNBCの技術者ブロガーのWill Ferniaはこの様に書いている :
(src)="4.2"> この類の国際ニュースにおいては 、 ニュースのみならずより詳細なリンクや翻訳を探すには 、 最初にGlobal Voices をクリックするべきだ 。
(trg)="2.4"> Tafiditra ao avokoa ny lahatsoratra momba ireo mpiblaogy Birmana any amin ’ ny gazety malaza ary manaraka ihany koa ny haino aman-jerin ’ ny olompirenena manohana ireo mpanao fihetsiketsehana .

(src)="4.3"> 貴重なブログコンテンツを探すのに手当たり次第にブログのディレクトリをクリックしていくよりも確実に良い 。
(src)="4.4"> 原文 : Solana Larsen
(trg)="3.1"> Araka izay nosoratan ’ ny teknisian ’ ny bilaogin ’ ny MSNBC , Will Fernia nanao hoe :

# jp/2007_10_24_78_.xml.gz
# mg/2007_11_05_181_.xml.gz


(src)="1.1"> 台湾 : ゲーマーの国旗掲揚論争
(trg)="1.1"> Shina : Sainam-pirenena nampiady

(src)="1.2"> 台湾のeスポーツプレイヤーLiu You-chenは 、 アメリカのシアトルで行われたWorld Cyber Games ( ワールドサイバーゲームズ ) ( WCG ) 2007の表彰式で銅メダルを受け取った際 、 中華民国旗を突然掲げた 。
(trg)="2.1"> Nampiseho tampoka ny sainan ’ ny Repoblikan ’ I Shina ( tsy Repoblika Entim-bahoaka an ’ i Shina izany ) i Liu You-chen , mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin ’ ny Lalaon ’ ny Aterineto manerantany notontosaina tany Seattle USA nandritra ny fotoam-panolorana medaily .

(src)="1.3"> この行動はSha Junchun ( 通称 PJ ) やLi Xiaofeng ( 通称 SKY ) などの中国からの参加プレイヤー達を激怒させた 。
(trg)="2.2"> Nampirongatra ireo mpilalao tahaka an ’ i Sha Junchun ( aka PJ ) sy Li Xiaofeng ( antsoina ihany koa hoe SKY ) sy ny mpampahalala vaovao avy any Shina izany fihetsika izany .

(src)="1.4"> 台湾のメディアUnited Daily News ( 聯合報 ) は 、 2人の中国人ゲーマーが警察やイベント主催者達が割って入るほど台湾人参加者達を侮辱し責めたと報じた 。
(trg)="2.3"> Nilaza moa ny avy any Taiwan ( United Daily News ) fa nanompa sy nihazona ny vozon ’ akanjon ’ ny mpilalao avy any Taiwan ny roa tamin ’ ny mpilalao mandrapahatongan ’ ny polisy sy ny mpikarakara nanasaraka azy ireo haingana .

(src)="2.1"> 中国本土で最も有名なゲーマーの1人であるLi Xiaofengは 、 star sport内の自身のブログでWCG決勝戦での強迫について説明した :
(trg)="3.1"> Nanazava ny nampitroatra azy tao amin ’ ny bolongana azy manokana ao amin ’ ny star sports tamin ’ ny lalao famaranan ’ ny WCG i Li Xiaofeng , iray amin ’ ny mpilalao malaza indrindra avy amin ’ ny Tanibe :

# jp/2007_11_07_96_.xml.gz
# mg/2007_11_06_184_.xml.gz


(src)="1.1"> 中国 : 韓国人教授 非難浴びる
(trg)="1.1"> Shina : Profesora Koreana matintsikera

(src)="2.1"> 10月31日 、 中国の各ポータルサイトが以下の様なニュースを発信した : 韓国梨花女子大学の鄭在書教授は 、 常識に反し 、 中国の伝説の起源は主に韓国にあったと提言した 。
(trg)="2.1"> Navoakan 'ny siniben-tserasera maro teny Shina ity vaovao ity tamin 'ny 31 aogositra lasa teo : Nametraka hevitra ny profesora Koreana antsoina hoe Zengh Zaishu avy ao amin 'ny Onivesiten 'i Ehwa fa , tsy araka ny fiheverana mahazatra hatramin 'izay fa , avy any Korea ny ankamaroan 'ny Shinoa .

(src)="2.2"> 彼の学説は 、 中国の伝説 「 山海経 」 に登場する神々の多くが高句麗の壁画に描かれていることに基づいたものだ 。
(trg)="2.2"> Ny petrakevitra napetrany dia nifototra tamin 'ny fahamaroan 'ny andriamanitra Shinoa hita ao amin 'ny Anganon 'ny tendrombohitra sy ny ranomasina izay ahitana ny tombatsarin 'i Goguryeo .

(src)="3.1"> サイトではさらにこの文章の下に 、 端午節や印刷 ( 中国四大発明のひとつ ) 、 そして伝統中国医学などの起源に関し 、 2005年から現在までに中国と韓国の間に起きた文化的議論をリストを挙げている 。
(trg)="3.1"> Eo ambanin 'ny lahatsoratra moa dia notanisaina ny mampifanohitra ny kolontsaina koreana amin 'ny kolontsaina shinoa hatramin 'ny taona 2005 no mankaty , ka tafiditra ao ny fetin 'ny sambo dragona , ny niandohan 'ny printy ( iray amin 'ny zavatra lehibe noforonina Shinoa ) ary ny raokandro Shinoa .

(src)="4.1"> この学説に対し中国のブログ界はすぐさま抗議を始めた 。
(trg)="4.1"> Nanohitra izany petra-kevitra izany haingana dia haingana ny tontolom-bolongana Shinoa .

(src)="4.2"> 例えば 、 163 .
(src)="4.3"> comでは 、 鄭在書教授を批判するコメントが300件以上寄せられた 。
(trg)="4.2"> Ao amin 'ny 163.com ohatra dia mihoatra ny 3000 ny isan 'ny setrin-kevitra mitsikera ny profesora Zheng Zaishu .

(src)="4.4"> 半分以上のコメントが 、 燐国の中国から文化を盗み自己欺瞞に慰めを求めようとする自己卑下の国として韓国を侮蔑した 。
(trg)="4.3"> Mihoatra ny atsasaky ny setriny no manakiana ny koreana ho firenena mitady fahabetsahan-karena anatin 'ny fanadisoam-panantenana ny tenany amin 'ny alalan 'ny fangalarana ny kolontsain 'ny mpiray sisintany amin 'ny dia i Shina izany .

(src)="4.5"> 多数のネット市民は 、 韓国人は中国人の子孫であると主張し 、 教授の考えに反論した 。
(trg)="4.4"> Maro moa ireo mamerina ny petra-kevitry ny profesora ihany ary milaza fa ny tena marina dia avy amin 'ny Shinoa no nohavian 'ny Koreana .

(src)="4.6"> 整形手術に関係した比喩を用い広く引用されたコメントでは 、 韓国を遠慮なく侮辱している 。
(trg)="4.5"> Ny tena niteraka adihevitra indrindra moa dia ny fanoharana momba ny fitsaboana miaraka amin 'ny plastika , moa dia tena nanivaiva tanteraka an 'i Korea mihitsy .

(src)="4.7"> ほとんどの非難が無礼な発言であったため 、 ある韓国のネット市民 ( サイトでは場所が表示される ) は中国のネット市民に罵りは止めるよう呼びかけたが 、 すぐに100ページのおよぶディスカッションに飲み込まれてしまった 。
(trg)="4.6"> Noho ny fahamaroan 'ny kiana tsy misy fanajana dia mba namporisika ny Shinoa ny Koreana iray ( hita eo amin 'ny fametrahan-kevitra manko ny toerana nihavian 'ny soratra ) mba tsy hanararaotra toy ny banga mihomehy loatra saingy rendriky ny adihevitra mahatratra 100 pejy avy hatrany ilay fanamarihana .

(src)="4.8"> 163 .
(src)="4.9"> comの調査によると 、 1960人が韓国は 「 小さな田舎者の国 」 と投票した一方で 、 1244人が 「 中国人は 、 他人と言い争うよりも我々の文化を救済したほうが良い 」 と考えている 。
(trg)="4.7"> Tamin 'ny fitsapan-kevitra tao amin 'ny 163.com dia 1960 ny isan 'ireo mihevitra fa " firenena bitika onenan 'ny olona avy any amin 'ny faritra ( toy ny tany lavitr 'andriana ) i Korea " raha 1244 kosa ireo olona nihevitra fa " tsy mila miady amin 'ny mponina hafa isika Shinoa fa ny famonjena sy ny fikolokoloana ny kolontsaintsika no imasoana " .

(src)="5.1"> ( 議論をさらに広がるこことを避けるため 、 ネット市民のコメントは直接引用していない )
(trg)="5.1"> ( niniana tsy napetaka mivantana ny hevitry ny mpamaky hisorohana ny adihevitra hafa indray )

(src)="6.1"> 原文 : Bob Chen
(trg)="6.1"> Bob Chen

# jp/2007_11_08_99_.xml.gz
# mg/2007_11_06_187_.xml.gz


(src)="1.1"> 特別報道 : パキスタン非常事態
(trg)="1.1"> Hetsika manokana ataon 'ny Global Voices hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana

(src)="1.2"> 2007年11月3日 、 パキスタンで非常事態宣言が発令されたのを受け 、 Global Voices Onlineでは独自の報道に加え 、 特定の英語ブログサイトからの最新情報やその他の関連情報を集約した特別報道ページを開設しました 。
(trg)="1.2"> Ho fanazavana ny toe-draharaha manokana izay mitranga any Pakistana tamin 'ny 3 Novambra 2007 , dia namorona pejy manokana izahay ahafahana manaraka izay vaovao rehetra taterinay momba ny fivoatry ny raharaha any an-toerana miampy fanampim-baovao matetika avy amin 'ireo blaogy miteny Anglisy sy fampahalalam-baovao .

(src)="1.3"> 詳しくは2007年パキスタン非常事態特別報道ページをご覧ください 。
(trg)="1.3"> Aza misalasala manopi-maso ny Pejy natokana hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana .

(src)="2.1"> 原文 : Georgia Popplewell
(trg)="2.1"> Georgia Popplewell

# jp/2007_11_15_114_.xml.gz
# mg/2007_11_20_238_.xml.gz


(src)="1.1"> イスラエル : アラブ系イスラエル人 、 奉仕に反対する
(trg)="1.1"> Isiraely : manohitra ny fanompoam-pirenena ny olom-pirenena Arabon ’ Isiraely

(src)="1.2"> 「 アラブ系イスラエル市民 」 は 、 ユダヤ人ではないがイスラエル国民であるアラブ人またはアラビア語を話す人びとを指すのに使われる言葉である 。
(src)="1.3"> ( 定義 : Wikipedia )
(trg)="1.5"> « Olom-pirenena Arabon ’ Isiraely » no fehezanteny ampiasaina ireo Arabo na mpiteny Arabo izay tsy jiosy , fa olom-pirenen ’ ny Firenena Isiraely . ( famaritan ’ ny Wikipedia )

(src)="2.1"> アラブ系イスラエル人コミュニティーは140万人あまりから成っている ( イスラエル人口のおよそ19 .
(src)="2.2"> 8 % ) 。
(trg)="2.1"> Maherin ’ ny 1.400.000 ny isan ’ ny Arabo Isiraeliana ( eo ho eo amin ’ ny 19,8 % n ’ ny mponina ao Isiraely ) .

(src)="2.3"> 二つの民族性の間でいまだ続く争いにより引き裂かれた国で 、 彼らの二重アイデンティティーは非常に複雑である 。
(trg)="2.2"> Sarotra dia sarotra ny miresaka momba azy ireo noho ny fifanoheran ’ ny fihaviany sy ny zom-pireneny ao anatin ’ ny faritra ifandrafian ’ izy roa indrindra .

(src)="2.4"> イスラエルのアラブ市民の多くは 、 本質的に 「 ユダヤ国家 」 であるというだけで 、 国家が積極的に彼らを差別していると感じている 。
(trg)="2.3"> Betsaka manko ny Olom-pirenena Arabon ’ Isiraely no mihevitra fa avakavahan ’ ny firenena izy ireo , satria ny firenena dia Jiosy .

(src)="2.5"> アラブ系イスラエル人の青年は 、 彼らが同胞と戦うといった困難な立場に置かれることがないよう 、 兵役の義務が課せられていない 。
(trg)="2.4"> Tsy noterena hanao fanompoana tao amin ’ ny tafika ny tanora Arabo Isiraeliana , mba tsy hiady saina loatra amin ’ ny hoe hifanandrina amin ’ ny rahalahiny izy ireo .

(src)="2.6"> しかし 、 最近では 、 全てのアラブ系イスラエル人青年が何らかの国家奉仕に関わることを命じる法案を通過させようとする政府のイニシアチブがある 。
(trg)="2.5"> Na izany aza vao haingana teo dia nanapa-kevitra ny fitondrana hametraka lalàna handrisika ny tanora Arabo isiraeliana rehetra hanao fanompoam-pirenena amin ’ ny endrika hafa kosa indray .

(src)="2.7"> これには恵まれないコミュニティーや町にある組織での様々なボランティア活動が考えられる 。
(trg)="2.6"> Tafiditra amin ’ izany ny mety hiarahana miasa amin ’ ny fikambanana any amin ’ ny fiarahamonina sy tanàna mahantra .

(src)="3.1"> この提案は 、 アラブ系イスラエル人リーダーの多くから不評であった 。
(trg)="3.1"> Tsy namparisika loatra ny mpitarika avy amin ’ ny Arabo Isiraeliana io tolokevitra io .

(src)="3.2"> ここでは 、 マイノリティのこの複雑な社会的立場についてブライ語で書かれたユダヤ人とアラブ人のイスラエル市民のブログエントリーをいくつか紹介する 。
(trg)="3.2"> Indreto misy dikam-bolongana avy amin ’ ny teny hebreo nosoratana Jiosy sy Arabo olom-pirenen ’ Isiraely maneho ny heviny amin ’ ity toe-draharaha manahirana ity .

(src)="4.1"> イスラエルの弁護士でコンサルタントのAvraham Pechterはブログの中で 、 国家奉仕案についてアラブ系イスラエル人コミュニティーの数人のリーダーたちの問題ある反応のし方について説明している :
(trg)="4.1"> Avraham Pechter , mpanolotsaina sy mpitsara Isiraeliana , ohatra ao amin ’ ny bolongany dia mamaofivaofy ny petrak ’ olana nasehon ’ ny mpitarika avy amin ’ ny fiaraha-monina Arabo Isiraeliana momba ity tolo-dalàna amin ’ ny fanompoam-pirenena ity :

(src)="5.1"> 政府は2か月前に 、 アラブ系イスラエル人コミュニティー内での国家奉仕を促すことを決めた 。
(trg)="5.1"> Roa volana lasa izay no namporisihan ’ ny governemanta ny hanaovan ’ ny avy amin ’ ny Arabo isiraeliana fanompoam-pirenena .
(trg)="5.2"> Asam-panolorantena io ary ny vondron ’ ny Arabo Isiraeliana no nokinendry .

(src)="5.2"> 現在兵役を免除されている青年は 、 病院 、 コミュニティー ・ センター 、 薬物リハビリセンター 、 学校 、 診療所 、 または他の慈善事業などでボランティアをするよう求められた 。
(trg)="5.3"> Amporisihana hanolotena hikarakara ny any amin ’ ny hopitaly , sekoly , toera-pitsaboana , toeram-panarenana ireo miankina amin ’ ny zavamahadomelina na toerana misahana ny fikarakarana sosialy hafa ny tanora tsy manao raharaha miaramila .

(src)="5.3"> 明らかな安全保障と倫理上の理由から 、 イスラエルのアラブ人は兵役義務を免除されている 。
(src)="5.4"> パレスチナ人と戦うという厄介な立場には置かれていないのだ 。
(trg)="5.4"> Afaka amin ’ ny tsy maintsy hanaovana raharaha miaramila moa ny Isiraeliana Arabo noho ny antony fandriampahalemana sy ny ara-drariny mazava loatra ; tsy mety aminy kosa raha terena hiady amin ’ ny Palestiniana izy ireo .

(src)="5.5"> それでいながら 、 この国家奉仕法案が大いに有益になるであろうアラブ系イスラエル人コミュニティーの社会的地位向上や同化への意図も示さずに 、 この国での平等を求めている 。
(trg)="5.5"> Efa tadiaviny rahateo ny fitoviana eto amin ’ ity firenena ity nefa tsy marisika izy ireo ny hampakarana ny hajan ’ ny fiaraha-monina Arabo Isiraeliana , izay mety ho azo vetivety amin ’ ny alalan ’ ity fiantsoana fanompoam-pirenena ity .

(src)="5.6"> これは現状を維持しようとする偽善的な行動だ 。
(src)="5.7"> 違いを強調し 、 貧困や犯罪を深刻化し 、 結果的には彼らの内部的な政治的利益をもたらすのだ 。
(trg)="5.6"> Fihatsarambelatsihy raha mbola avela toy izao hatrany ny zavamisy : Manao izay hampiharihariana ny fahasamihafana , mampitombo ny fahantrana sy ny fanaovan-keloka bevava , ary miantraika any amin ’ ny vokatry ny politika ao anatin ’ ny fiarahamonina ao amin-dry zareo izany .

(src)="6.1"> アラブ系イスラエル人国会議員ジャマル ・ ザハルカは 、 国家奉仕委員会が設置されるのを受けて 、 「 アラブ人社会は 、 国家に奉仕する者を除外し 、 そして彼らは世間からつまはじきにされる 」 と主張した 。
(trg)="7.1"> Niteny kosa Atoa Jamal Zahalka Arabo Isiraeliana mpikambana parlemantera ho setrin ’ ny fananganana ny vaomieran ’ ny fanompoam-pirenena fa “ Horoahin ’ ny ao amin ’ ny fiarahamonina Arabo sy heverina ho toy ny boka ( tsy azo iarahamonina ) izay manolotena hanao izany fanompoampirenena izany ” .

(src)="6.2"> ザハルカの見解を支持する他のアラブ人コミュニティーのリーダーたちは 、 「 国家奉仕はアラブ人を物理的に根絶させるための第一歩だ 」 と述べた 。
(trg)="7.2"> Ny mpitarika Arabo Isiraeliana hafa izay manohana an ’ i Zahalka moa dia manambara fa ny fanompoam-pirenena no dingana voalohany handripahana ny Arabo .

(src)="7.1"> この話の道理はどこにあるのか聞きたい 。
(trg)="8.1"> Dia manontany tena aho hoe aiza izay fitohizam-pahamarinana amin ’ io ?

(src)="7.2"> アラブ人の青年たちは彼らのリーダーが請願したために免除されている一方で 、 なぜイスラエルの青年たちは奉仕しアラブ系コミュニティーの福祉を手助けしなければいけないのか ?
(trg)="8.2"> Ahoana moa no hakana tanora Isiraeliana hikarakara sy hanampy amin ’ ny fanatsarana ny fiainan ’ ny Arabo raha tsy mahazo mirotsaka ho amin ’ izany fanompoam-pirenena izany ny tanora Arabo noho ny fiangavian ’ ny mpitarika ao amin ’ izy ireo ?

(src)="7.3"> アラブ系コミュニティーのリーダーたちは当然のように 、 彼らのコミュニティーで犯罪 、 薬物使用 、 暴力などが増加していると訴えているが 、 国家奉仕のボランティアや財政的支援をもっと要求している 。
(src)="7.4"> その一方で 、 ボランティアをしようと希望する人を 「 裏切り者 」 や 「 邪魔者 」 とレッテルを貼っている 。
(trg)="8.3"> Mitaraina ny mpitarika Arabo fa misy ny fitombon ’ ny fanaovan-keloka , fihinanana zavamahadomelina sy ny fanaovana herisetra ao anatin ’ ny fiarahamonina iainandry zareo , ary mbola mitaky hanampiana ny isan ’ ireo mpanolotena sy hampakarana ny vola hikarakarana azy ireo izy , nefa soketainy ho “ mpamadika ” na “ boka ” izay mitady hanolotena avy amin-dry zareo .

(src)="8.1"> 他のイスラエル人はブログでこのように反応している :
(trg)="9.2"> Tao amin ’ ny bolongana hafa no nisy izao valitenina Isiraeliana izao :

(src)="9.1"> イスラエル政府は 、 アラブ系イスラエル人コミュニティーに対する国家奉仕を義務付ける法案を通過させようとしている 。
(trg)="10.1"> Miezaka ny tsy maintsy hampanaovan ’ ny Isiraeliana Arabo ny fanompoam-pirenena ny governemanta isiraeliana .

(src)="9.2"> やはり抗議が起こり 、 この法律についての彼らのコメントや主張を読むとぞくっとするようなものもある 。
(src)="9.3"> 「 これは我々の若者のイスラエル化に繋がるものだ 」 と 、 アラブ系イスラエル人議員は主張している 。
(src)="10.1"> ちょっと待って 。
(trg)="10.2"> Tsy niandry ela ny fanoherana izany fikasana izany , nitsangam-bolo ny sasany teo ampamakiana ilay lalàna ary nilaza fa “ tadiavina ho Isiraeliavana ny tanoranay ” araka ny fitenenana parlemantera Isiraeliana Arabo iray .

(src)="10.2"> あなたたちはもうイスラエル人じゃなかったの ?
(trg)="11.1"> Aza fady hoe , fa angaha moa tsy efa Isiraeliana ianareo ?

(src)="10.3"> それとも 、 国家奨学金や 、 政府の年金 、 健康保険 、 水道や電気サービスを受けるときだけイスラエル人になるとか ?
(trg)="12.1"> Sa amin ’ ny sandan-karama raisina , fandraisana ny vola fanampiana avy amin ’ ny governemanta , saram-piantohana ny fahasalamana , fikarakarana ny jiro sy ny rano ihany no mahaisiraeliana anareo ?

(src)="10.4"> 今日ハイファで 、 この新法案について話し合うために委員会が召集された 。
(trg)="12.2"> Eo ampivoriana momba ity lohahevitra ity moa androany ny komity iray ao Haifa .