# it/2009_09_indonesia-adulteri-lapidati-a-morte-nuova-legge-della-provincia-autonoma-di-aceh_.xml.gz
# mg/2009_09_22_3499_.xml.gz


(src)="1.1"> Indonesia : adulteri lapidati a morte , nuova legge della provincia autonoma di Aceh
(trg)="1.1"> Aceh , Indonezia : Hovonoina amin 'ny tora-bato ireo mpijangajanga

(src)="1.2"> Cattive notizie per gli adulteri sposati : la Camera dei Rappresentanti della provincia di Aceh ha approvato una legge che impone la pena di morte agli adulteri sposati .
(trg)="2.1"> Vaovao ratsy ho an 'ireo manambady nefa mijangajanga : ny Antenimieran 'ny Tanàna ao Aceh dia namoaka lalàna fanamelohana ho faty ho an 'ireo manambady nefa mijangajanga .

(src)="1.3"> Le persone colpevoli saranno lapidate a morte .
(trg)="2.2"> Hovonoina amin 'ny alalan 'ny tora-bato ireo meloka .

(src)="2.1"> Brutte notizie anche per gli adulteri non sposati e per gli omosessuali : la nuova legge della provincia di Aceh prevede una punizione di 100 frustate con un bastone e una multa di 100 grammi di oro puro per i colpevoli .
(trg)="3.1"> Vaovao ratsy koa ho an 'ireo tokan-tena mpijangajanga sy ireo manambady ny mitovy aminy : ny lalàna vaovaon 'i Aceh koa dia manomana vely kobay in-jato ary fandoavana onitra volamena 100 grama ho an 'ireo mpandika io lalàna io .

(src)="3.1"> Aceh è una provincia autonoma dell' Indonesia che impone la legge Sharia .
(trg)="4.1"> Aceh dia faritra iray mahaleotena ao Indonezia izay mampihatra ny lalànan 'ny Sharia .

(src)="3.2"> L' Indonesia è il Paese con la maggioranza musulmana più popolosa del mondo .
(trg)="4.2"> Indonezia no firenena silamo be mponina indrindra eran-tany .

(src)="4.1"> The RAB Experience esamina la nuova controversa legge e ne individua le clausole più rilevanti :
(trg)="5.1"> Mandinika ilay lalàna vaovao mahabe adihevitra ny The RAB Experience ary mitanisa ireo andininy azo ampiharina avy aminy :

(src)="5.1"> Quanti commettono adulterio consapevolmente verranno lapidati a morte .
(trg)="6.1"> Ny tora-bato no sazy ho an 'ireo minia mijangajanga .

(src)="5.2"> Tuttavia , ciò riguarda solo coloro che sono sposati e commettono il reato in piena coscienza .
(trg)="6.2"> Na izany aza , tsy mihatra afa-tsy amin 'ireo efa manambady ary minia manao ity heloka ity .

(src)="5.3"> Per quanti non sono sposati , la punizione è di 100 frustate con un frustino .
(trg)="6.3"> Ho an 'ireo izay tsy manambady , tonga hatramin 'ny vely hazo in-jato ny sazy .

(src)="5.4"> Una forma accettata di prova dell' adulterio è il giuramento ufficiale con cui il colpevole accetta che se dovesse mentire sarà dannato sia in questa vita che nell' aldilà .
(trg)="6.4"> Iray amin 'ireo endrika porofo ekena amin 'ny fijangajangana ny fianianana ataon 'ilay voaheloka fa hoe raha mandainga izy dia ho voaozona amin 'ity fiainana ity sy any an-koatra .

(src)="6.1"> Fatto divertente , pur non essendoci nulla di divertente riguardo questo Qanun ( Regolamento Regionale ) , una donna che rimane incinta al di fuori del matrimonio , non può essere accusata di adulterio senza prove sufficienti del reato .
(trg)="7.1"> Ny somary mampihomehy , tsy hoe akory ny momba ity Qanun ( Lalànam-paritra ) ity no misy mampihomehy , dia ny vehivavy mitondra vohoka azo ivelan 'ny fanambadiana dia tsy ho azo melohina ho nijangajanga raha tsy ananana porofo ampy momba izany helony izany .

(src)="7.1"> Il Qanun si occupa anche dello stupro .
(src)="7.2"> Quest' ultimo include sia sesso orale che anale .
(trg)="8.1"> Mihatra amin 'ny fanolanana koa ny Qanun .

(src)="7.3"> Tuttavia , alquanto assurdamente , la definizione implica che lo stupro non può avvenire tra marito e moglie .
(trg)="8.2"> Tafiditra amin 'izany na ny firaisana ara-nofo any amin 'ny vody na ny any am-bava .

(src)="7.4"> L' altro aspetto interessante di questo Qanun è che stabilisce il pagamento delle multe penali in grammi d' oro puro .
(trg)="8.3"> Na izany aza , somary manelingelina ihany ny fanoritana hoe tsy misy ny fanolanana eo amin 'ny mpivady .

(src)="7.5"> Per esempio , se venite colti in fragrante in un atto di Liwath ( sodomia ) o di Musahaqah ( omosessualità femminile ) , la sanzione è di 100 frustate con un frustino e una multa di 100 grammi d' oro puro o 100 mesi in prigione .
(trg)="8.4"> Ny endrika iray hafa mahaliana amin 'ity Qanun ity dia ny fandoavana ny lamady amin 'ny grama-na volamena tsy mifangaro .
(trg)="8.5"> Ohatra , raha tratra nanao Liwath na Musahaqah ianao , ny sazy dia vely hazo in-jato sy volamena tsy mifangaro 1000 grama na 100 volana am-ponja .

(src)="7.6"> binsar pakpahan ritiene che questa norma “ irrazionale ” non sia adatta all' Indonesia :
(trg)="8.6"> binsar pakpahan dia mino fa tsy mifandraika amin 'i Indonezia io lalàna “ tsy misy fotony ” io :

(src)="7.7"> Trovo queste notizie assai sconvolgenti .
(trg)="8.7"> Hitako ho manelingelina be io vaovao io .

(src)="7.8"> Secondo me questa particolare attuazione della legge è più una strategia politica di quanti stanno per abbandonare l' ambito legislativo per guadagnare popolarità rispetto alla loro futura partecipazione nei rispettivi partiti politici .
(trg)="8.8"> Amiko , ity fampiharana lalàna miavaka ity dia tafiditra amina stratejia pôlitikan 'ny olona izay te-hiavaka noho ity toerana fanaovan-dalàna ity mba halaza bebe kokoa ho fitsinjovana ny hoaviny ao amin 'ny antoko politika misy azy manokana .

(src)="7.9"> Questa inoltre è un' altra storia negativa per la maggioranza dei musulmani moderati indonesiani .
(trg)="8.9"> Lasa tantara ratsy ho an 'ny ankamaroan 'ny silamo tony fihetsika any Indonezia koa izy ity .

(src)="7.10"> So che la maggior parte dei miei amici musulmani , se non tutti , troveranno questa legge stupida , irrazionale , gravemente forzata , e totalmente inadatta all' Indonesia .
(trg)="8.10"> Fantatro fa maro amin 'ireo namako silamo , raha tsy izy rehetra , no hahita ity lalàna ity ho lalàna vendrana , tsy misy fotony , misy ambadika ratsy , ary tsy mety mihitsy ho an 'i Indonezia .

(src)="7.11"> Ecco una serie di reazioni via Twitter da Giacarta , Indonesia :
(trg)="8.11"> Fanehoan-kevitra tamin 'ny Twitter avy any Jakarta , Indonezia :

(src)="8.1"> tobybudiartono : Non andrò certo ad Aceh adesso !
(trg)="9.1"> tobybudiartono : Ts mbol radem alou a no hande an Aceh !

(src)="9.1"> tommysiahaan : Perchè stiamo tornando indietro ? ?
(trg)="10.1"> tommysiahaan : Fa manin tsik no miemtr ? ?

(src)="10.1"> dHeeLicious : Credo sia contro i diritti umani
(trg)="11.1"> dHeeLicious : Amiko dia mifanipaka amin 'ny zon 'olombelona io

(src)="11.1"> ohhvi : Lapidazione e frustate di Aceh : credevo esistesse solo nel vecchio testamento della Bibbia .
(trg)="12.1"> ohhvi : tora-bato sy vely kobain 'i Aceh : Raha tsy diso aho dia ao amin 'ny testamenta taloha-ko ihany no misy an 'io .

(src)="11.2"> Datemi un pizzicotto , sono nel 2009 o nel 2000 Avanti Cristo ?
(trg)="12.2"> Lety e , fa 2009 sa 2000 taona alohan 'i Jesosy Kristy ve no misy ahy izany e ?

(src)="12.1"> yogibeau : BUUU !
(src)="12.2"> Giuro su Dio che non andrò mai laggiù
(src)="13.1"> erdina : E le cose si sono fatte ben più terribili ad Aceh
(trg)="13.1"> yogibeau : BOOOOO ! miniana amin 'Andriamanitra aho fa tsy ho any mandrak 'izay

(src)="14.1"> erdina : Continuo a scuotere la testa per l' incredulità ogni volta che leggo del piano della provincia di Aceh di approvare la legge sulla lapidazione .
(trg)="14.1"> erdina : Dia lasa mampatahotra hatrany ny toe-javatra any Aceh erdina : Mihivingivina mihitsy ny lohako ary tsy mino isaky ny mamaky momba ny fampandaniana ity lalànan 'ny tora-bato any Aceh ity .

(src)="14.2"> Come possiamo permettere che ciò accada ?
(trg)="14.2"> Ahoana no hamelantsika ny hitrangan 'izany ?

(src)="14.3"> Anche i gruppi di difesa dei diritti umani hanno criticato la nuova legge definendola “ crudele e degradante per l' umanità . ”
(trg)="14.3"> Ireo vondrona mpiaro ny zo koa dia nitsikera ilay lalàna vaovao ho “ loza be sy mampitotongana ny maha-olona . ”

# it/2009_09_usa-un-francobollo-di-vecchia-data-per-le-festivita-musulmane-suscita-controversie-e-discriminazioni_.xml.gz
# mg/2009_09_24_3565_.xml.gz


(src)="1.1"> USA : un francobollo di vecchia data per le festività musulmane suscita controversie e discriminazioni
(trg)="1.1"> Etazonia : Hajian 'ny Idy miteraka fankahalana any Tennessee

(src)="2.1"> Il francobollo nella versione del 2008 , prima dell' aumento di valore .
(trg)="2.1"> Andian 'ilay hajia taona 2008 , nialoha ny fiakaran 'ny vidim- piainana

(src)="3.1"> Mentre i musulmani residenti negli Stati Uniti stavano celebrando il Eid al-Fitr , festività che segna la fine del Ramadan , ha preso a circolare una strana catena di email .
(trg)="3.1"> Raha eo am-pankalazana ny Idy al-Fitr , manamarika ny fiafaran 'ny volana Ramadany , indrindra ny Miozolomana any Etazonia , dia mivezivezy haingana dia haingana any ny rojon 'imailaka feno fanaratsiana .

(src)="3.2"> Vi si afferma falsamente che il Presidente Obama avrebbe fatto emettere un nuovo francobollo commemorativo in onore di tali festività , e incita i lettori al suo boicottaggio , ricordando i numerosi attacchi terroristici avvenuti negli USA negli ultimi vent’anni .
(trg)="3.2"> Miampanga lainga ny filoha Obama ho mamoaka hajia vaovao fahatsiarovana ny Idy roa sosona ilay imailaka ary mandrisika ny mpamaky azy hanao ankivy ilay hajia , noho ny fanafihan 'ny mpampihorohoro tamin 'i Etazonia nandritra ny roapolo taona .

(src)="3.3"> Il testo integrale della email si può trovare in questo post di Missives from Marx , che esprime frustrazione per un simile messaggio , scrivendo :
(trg)="3.3"> Hitanao ao amin 'ny lahatsoratr 'i Missives from Marx , izay nilazany ny fahasorenany rahateo , ny lahatsoratra feno fanaratsiana iray manontolo :

(src)="3.4"> Oggi ho ricevuto la email che segue , inoltratami da un parente .
(trg)="3.4"> Nahazo ity mailaka manaraka ity avy tamin 'ny havako aho .

(src)="3.5"> È a causa di cose simili che mi dovrò usare le quattro settimane del mio corso di Religioni occidentali per demolire gli stereotipi contro i musulmani .
(trg)="3.5"> Noho itony zavatra itony indrindra no mahatery ahy handany efatra herinandro any amin 'ny Anjerimanontolo , mandritra ny taranja fivavahana tandrefana no hanapotehana ny fampahafantarana ratsy momba ny Islam .

(src)="3.6"> Questo perché il pensiero critico rimane un elemento essenziale di tutti i miei corsi .
(trg)="3.7"> Rehefa jerena ihany koa dia tsy misy zava-baovao loatra mikasika ilay taratasy , na ilay hajia .

(src)="3.7"> About.com spiega che quel messaggio circola almeno dal 2002 , mentre il francobollo in sé è stato emesso il 1 . settembre 2001 .
(trg)="3.8"> Azavain 'ny About.com fa efa nivezivezy teny hatrany ity taratasy ity hatramin 'ny taona 2002 raha kely indrindra , nefa efa tamin 'ny 1 Septambra 2001 no nivoahan 'io hajia io .

(src)="4.1"> Aziz Poonwalla , sul blog City of Brass del circuito BeliefNet , spiega la storia della e-mail :
(trg)="4.1"> Velabelarin 'i Aziz Poonwalla ao amin 'ny bolongan 'ny BeliefNet City of Brass , ny tantaran 'ity imailaka ity :

(src)="4.2"> Diverse versioni di tale messaggio , che girano da anni , sono state più volte smascherate come bufale in passato , ma continuano a circolare .
(trg)="4.2"> Tratra hatrany taloha ny ( laingan ) ' itony imailaka , nivezivezy an-tserasera nandritra ny taona maro itony , nefa dia mbola indro eo ihany ry zareo .

(src)="4.3"> Ho scritto estesamente sulla storia del francobollo dell' Eid , la polemica che l’ ha accompagnato quanto è stato introdotto ( alimentata soprattutto dai conservatori repubblicani ) e la sua difesa del francobollo da parte di Bush e del Presidente della Camera Hastert .
(trg)="4.3"> Efa nazoto namaham-bolongana ny momba ny tantaran 'ny hajian 'ny Idy , ny adi-hevitra naterany teo am-pivoahany voalohany ( matetika ny Repoblikana mpitazona nentim-pahazarana no tia hiady hevitra azy ity ) , ary ny fiarovan-tena nataon 'ny filoha Bush sy ny Mpitondra teny Hastert aho .

(src)="4.4"> In poche parole , il francobollo è stato emesso il 1 . settembre 2001 , dieci giorni prima dell' attentato dell’ 11/09 , durante l’ amministrazione Bush .
(trg)="4.4"> Raha fehezina , tamin 'ny 1 Septambra 2001 , folo andro mialoha ny fanafihan 'ny 9-11 no nivoahan 'ny hajia , nandritra ny fitondran 'i Bush .

(src)="4.5"> Il sindaco Piper si aggiunge a una lunga lista di politici conservatori che non muovono obiezioni nei confronti di emissioni commemorative dell’ Hanukkah , di Kwanzaa o persino del Nuovo Anno Cinese – ma un francobollo dedicato al digiuno islamico viene invece trattato come una minaccia tale da richiedere le forti proteste degli americani “ patriottici ” ?
(trg)="4.5"> Tafiditra ao amin 'ny lisitry ny manao politika mpandala ny nentim-pahazarana tsy manakana ny isian 'ny hajia ho fahatsiarovana ( na fankalazana ) ny Hanukkah , Kwanzaa , eny fa na dia ny teh taombaovaon 'ny Shinoa aza ny Ben 'ny tanàna Piper - fa manavaka ny hajian 'ny fankalazana ny fety miozolomana Idy kosa ho mampatahotra , ka mila valinteny avy amin 'ny “ tia tanindrazana ” Amerikana ?

(src)="4.6"> Un post apparso su Clarksville Online , un blog dedicato alla città di Clarksville , Tennessee , spiega perchè quest' anno la email è apparsa sulle prime pagine dei giornali :
(trg)="4.6"> Lahatsoratra iray hita ao amin 'ny Clarksville Online , bolongana ho an 'ny tanànan 'i Clarksville , Tennessee , no ahitana ny mahatonga ny imailaka hivoaka lohateny lehibe amin 'ny gazety tamin 'ity taona ity :

(src)="5.1"> Il sindaco di Clarksville ( Tennessee ) , Johnny Piper , ha inviato un’ esplosiva email anti-islamica agli impiegati del Comune , incoraggiandoli a boicottare un francobollo emesso dal Servizio postale statunitense … …Il sindaco Piper ha poi tentato di difendere il suo operato , che in realtà è semplicemente indifendibile .
(trg)="5.1"> Nandefa imailaka mirehidrehitra mamely ny miozolomana ho an 'ny mpiasa ao amin 'ny tanàna , sy mandrisika ny hanaovana ankivy ny hajia avoakan 'ny paositr 'i Etazonia ny Ben 'ny tanànan 'i Clarksville Tennessee , Johnny Piper … … Niezaka ny nanamari-tena amin 'izay ataony ny Ben 'ny tanàna Piper hatramin 'io fotoana io , saingy tsy fiaro velively ny heviny .

(src)="5.2"> I musulmani sono parte integrale di questo Paese .
(trg)="5.2"> Efa singa anatin 'ity firenena ity ny Miozolomana .

(src)="5.3"> Servono con onore nelle nostre forze armate , difendendo la nostra nazione , e la nostra libertà .
(trg)="5.3"> Nanompo amim-pahamendrehana ny firenentsika sy ny fahafahantsika izy ireny .

(src)="5.4"> Nessuno dovrebbe essere trattato come cittadino di serie B per il suo credo religioso , o per le azioni di una frangia radicale .
(trg)="5.4"> Tsy misy sokajin 'olona azo atao ho ambinambin 'olom-pirenena , noho ny finoany , na noho ny hadalan 'ny extremista sasantsasany .

(src)="5.5"> Il caso creato dal sindaco è stato fattore di imbarazzo per la nostra città , lo Stato e il Paese .
(trg)="5.5"> Miteraka henatra ho an 'ny tananantsika , ny fanjakantsika ary ny firenentsika ity nataon 'ny Ben 'ny tananantsika ity .

(src)="5.6"> Sheila Musaji segue il caso della catena di email sul francobollo per The American Muslim sin dal 2005 , e in un aggiornamento commenta le ripugnanti affermazioni del sindaco Piper :
(trg)="5.6"> Nozohin 'i Sheila Musaji tao amin 'ny The American Muslim ( TAM ) ny fihodin 'ilay rojon 'imailaka hatramin 'ny 2005 no mankaty , ary tamin 'ny fanakotrihana nataony , no nanamarihany ny fihetsika mihoam-pampana nataon 'ny Ben 'ny tanàna Piper :

(src)="6.1"> Sono sicura che il nostro caro sindaco dev'essere rimasto parimenti sorpreso dall' Iftar del Presidente Obama alla Casa Bianca .
(trg)="6.1"> Hitako tsara hoe hanakory ny hagagan 'ny Ben 'ny tanàna raha mahalala ny nanaovan 'ny filoha Obama Iftar ( fanapahana fifadian-kanina ) tao amin 'ny Trano Fotsy ( fr : Natomboky ny filoha Clinton ) .

(src)="7.1"> E , ovviamente l' ultima spiaggia di tutti i bigotti : “ Ho dei buoni amici musulmani , ” ha aggiunto immediatamente .
(trg)="7.1"> Ary mazava loatra fa ho fiarovan-tenany tahaka ny mpivavaka tery saina rehetra dia hoe : “ Manana namana miozolomana ihany koa aho , ” hoy ny fanampi-teniny . ”

(src)="7.2"> Forse quei suoi buoni amici musulmani potrebbero chiarirgli perchè QUESTO sia offensivo .
(trg)="7.2"> Angamba afaka manazava azy tsara hoe nahoana no manohintohina ITY ( PDF ) .

# it/2010_04_balcani-le-somiglianze-tra-facebook-e-il-partito-comunista-yugoslavo_.xml.gz
# mg/2010_04_06_5599_.xml.gz


(src)="1.1"> Balcani : le somiglianze tra Facebook e il Partito comunista yugoslavo ...
(trg)="1.1"> Balkans : ny itovizan 'ny antoko komonista Yogoslavy sy ny facebook

(src)="1.2"> Nel consueto stile ironico che lo contraddistingue , Sead Dzigal offre una lista di similitudini tra Facebook e il Partito comunista yugoslavo :
(trg)="2.1"> Ao anatin 'ny fampihomehezana mahazatra azy no anoloran 'i Sead Dzigal ny lisitry ny fitoviana misy eo amin 'ny Facebook sy ny Antoko Komonista tao Yogoslavia ( CPY ) :

(src)="1.3"> Facebook - social network .
(src)="2.1"> PCY - network socialista .
(src)="2.2"> Se non sei un membro di Facebook non sei nessuno .
(trg)="2.2"> Facebook - tambajotran-tsosialy CPY - tambajotran-tsosialista Tsinontsinona rehefa tsy mpikambana FacebookTsinontsinona rehefa tsy mpikambana CPY Namanao daholo ny ao amin 'ny Facebook na tsy fantatrao aza ny antsasak 'izy ireo .

(src)="3.1"> Se non sei un membro del Partito comunista yugoslavo non sei nessuno .
(trg)="2.3"> Kamaradinao * daholo ny ao amin 'ny CPY na tsyfantatrao aza ny antsasak 'izy ireo .

(src)="3.2"> Tutti su Facebook sono tuoi amici , anche se la metà di loro non li conosci .
(trg)="2.4"> Ao amin 'ny Facebook ianao manohana zavatra atao isan-karazany tsy manao na inona na inona .

(src)="4.1"> Nel Partito comunista yugoslavo tutti sono tuoi compagni* , anche se la metà di loro non li conosci .
(src)="4.2"> Su Facebook sostieni varie attività e cause senza bisogno di muovere un dito .
(src)="5.1"> Nel Partito comunista yugoslavo sei membro di un' infinità di commissioni , consigli , assemblee senza bisogno di muovere un dito .
(trg)="2.5"> Ao amin 'ny CPY ianao mpikambana amina komity , vaomiera , fitarihana isan-karazany tsy manao na inona na inona .

(src)="5.2"> Su Facebook hai FarmVille .
(src)="6.1"> Nel Partito comunista yugoslavo hai zadrugas e di riforma agraria .
(trg)="2.6"> Ao amin 'ny Facebook ianao mahita FarmVille , Ao amin 'ny CPY ianao mahita zadrugas sy fanavaozana ny fizakan-tany .

(src)="6.2"> Su Facebook hai " mi piace " ,
(trg)="2.7"> Ao amin 'ny Facebook ianao mahita hoe “ Like , ” ao amin 'ny CPY ianao mahita hoe “ Ho ela velona kamarady … ! ! ! ”

(src)="7.1"> Nel Partito comunista yugoslavo hai " Lunga vita compagno … ! ! ! ” .
(trg)="4.1"> .aNTI namaly tamin 'ny alalan 'ny fampiasana ny fehezanteny fampiasan 'i Vaclav Havel matetika :

(src)="7.2"> Facebook spesso invade la tua privacy .
(src)="8.1"> Il Partito comunista yugoslavo spesso invade la tua privacy .
(trg)="5.1"> Feno fomba fijery fanaratsiana ny komonista io lahatsoratra io .

(src)="9.2"> Questo post è zeppo di cliché e propaganda anti-comunista .
(src)="9.3"> L' unica cosa peggiore dei comunisti sono gli anti-comunisti .
(trg)="5.2"> Ny hany ratsy kokoa noho ny komonista dia ny anti-komonista .

(src)="9.4"> Recenzent è d' accordo , e tentando di dimostrare quanto siano sbagliati i pregiudizi anti-comunisti dei giorni nostri riguardo a quanto le cose siano cambiate , annota :
(trg)="7.1"> Mitovy hevitra amin 'izany i Recenzent , ary niezaka ny nanaporofo ny hitsin-dalana diso ataon 'ny anti-komonista amin 'izao fotoana satria efa be ny zavatra niova , hoy ny fanamarihany hoe :

(src)="9.5"> Una volta i media erano controllati dal partito .
(trg)="7.2"> Heverina fa ny antoko politika no mpamelona ny fampahalalam-baovao .

(src)="9.6"> Oggi essi possono essere a favore o contro il Governo , ma sono comunque controllati dai partiti .
(trg)="7.3"> Ankehitriny metyho mpanohana izy ireo na mety ho mpanohitra , saingy ny antoko politika ihany no mpamelona azy ireny .

(src)="9.7"> Niente di più facile per ottenere un lavoro che essere membro di un partito politico .
(trg)="7.4"> Mora mahazo asa kokoa ianao raha mikambana amin 'ny antoko politika .

(src)="9.8"> Non importa se sia il Partito comunista yugoslavo , SDSM o VMRO-DPMNE .
(trg)="7.5"> Fa tsy jerena izany hoe antoko CPY ve sa SDSM sa VMRO-DPMNE .

(src)="10.1"> E fa poi notare che il “ sostegno ” passivo a varie azioni rimane anche oggi il modo di fare dei partiti , così come combattere i dissidenti facendo leva su teorie cospiratrici .
(trg)="9.1"> Nomarihany ihany koa fa ny “ fanohanana ” malaindaina amin 'ny hetsika isan-karazany dia mpanjo ny antoko politika ankehitriny ihany koa , tahaka ny mpiady hevitra mpampiasa ny " théories du complot " .

# it/2010_05_egitto-vegetariani-per-effetto-delleconomia_.xml.gz
# mg/2010_04_28_5827_.xml.gz


(src)="1.1"> Egitto : vegetariani per effetto dell' economia ?
(trg)="1.1"> Ejipta : Ny toe-karen 'ny tsy mihinan-kena

(src)="1.2"> Nelle ultime settimane i prezzi della carne rossa hanno subito un drammatico aumento in Egitto .
(trg)="2.1"> Niakatra izay tsy izy ny vidin ’ ny hen ’ omby tany Ejipta tao anatin ’ ny herinandro maromaro ..

(src)="1.3"> Che ciò sia dovuto o meno all' attuale stato dell' economia globale , è chiaro che molti egiziani sono spinti verso la dieta vegetariana a causa dei prezzi troppo alti .
(trg)="2.2"> Mety hisy ifandraisany na tsia amin ’ ny toe-karena ankapobeny amin ’ izao fotoana izao izany saingy ny tsapa aloha dia mihavoasarika any amin ’ ny tsy fihinanan-kena intsony ny Ejiptiana noho ny halafosany .

(src)="1.4"> Recentemente ci sono stati appelli dei cittadini a boicottare la carne , nella speranza che ciò possa contribuire all' abbassamento dei prezzi .
(trg)="2.3"> Nisy aza moa farany teo fanaingana hitokona tsy hihinan-kena nataon ’ ireo mponina mba hampihena ny vidiny .

(src)="2.1"> Mercato della carne nei pressi di Ataba ; foto di Furibond su Flickr
(trg)="3.1"> Ny tsenan ’ ny hena eo akaikin ’ i Ataba , Ejipta , nalain ’ i Furibond tao amin ’ ny Flickr

(src)="3.1"> Il 15 aprile Masr Al Youm ha citato la notizia sul suo blog : تبدأ جمعيات حماية المستهلك، اليوم، إطلاق حملتها لمقاطعة استهلاك اللحوم فى القاهرة وجميع المحافظات، احتجاجاً على ارتفاع أسعار اللحوم البلدية .
(trg)="4.1"> Nampita ireo vaovao ireo tamin ’ ny alalan ’ ny blaoginy i Masr Al Youm tamin ’ ny 15 Aprily .

(src)="3.2"> Oggi l' Associazione a Tutela dei Consumatori darà inizio a un boicottaggio della carne , al Cairo e in tutte le altre province egiziane .
(trg)="4.2"> Manomboka androany ny fanentanana ny olona ao Cairo sy any amin ’ ireo faritany Ejiptiana hafa mba tsy hividy hena , tarihin ’ ny fikambanana miaro ny zon ’ ny mpanjifa .

(src)="3.3"> Questa campagna intende essere una protesta riguardo i prezzi della carne troppo alti .
(trg)="4.3"> Natao izao fanentanana izao mba hanehoana ny tsy fankasitrahana sy ny fanoherana ny halafon ’ ny hena .

(src)="4.1"> Weekite poi ha scritto di come negli ultimi anni il prezzo della carne rossa abbia avuto un andamento fluttuante . الطريقة اللي بيشتغل بيها السوق
(trg)="5.1"> Nanoratra mikasika io fiovaovan 'ny vidin 'ny hena tao anatin ’ ny taona vitsivitsy io moa i Weekite avy eo .

(src)="5.1"> إنك لما تلاقي السعر مش مناسب ليك
(trg)="6.1"> إنك لما تلاقي السعر مش مناسب ليك

(src)="6.1"> إنك تقلل من الاستهلاك شوية
(trg)="7.1"> إنك تقلل من الاستهلاك شوية

(src)="7.1"> طبعاً احنا كل ما يزيد سعر اللحمة نشتري برده عادي
(trg)="8.1"> طبعاً احنا كل ما يزيد سعر اللحمة نشتري برده عادي

(src)="8.1"> لحد ما كيلو اللحمة وصل
(trg)="9.1"> لحد ما كيلو اللحمة وصل

(src)="9.1"> 30 جنيه
(trg)="10.1"> 30 جنيه

(src)="10.1"> وبعدين 40
(trg)="11.1"> وبعدين 40

(src)="11.1"> 50
(trg)="12.1"> 50

(src)="12.1"> قلنا لأ بأه
(trg)="13.1"> قلنا لأ بأه

(src)="13.1"> مش ممكن يزيد عن كده
(trg)="14.1"> مش ممكن يزيد عن كده

(src)="14.1"> بأه 60
(trg)="15.1"> بأه 60

(src)="15.1"> وبعدين 70
(trg)="16.1"> وبعدين 70

(src)="16.1"> سبعين جنيه كيلو اللحمة ولا مؤاخذة؟
(trg)="17.1"> سبعين جنيه كيلو اللحمة ولا مؤاخذة ؟

(src)="17.1"> ليه؟ Secondo l' andamento del mercato , quando il prezzo di alcuni beni cresce , si smette di comprarli o se ne acquista una quantità minore .
(src)="17.2"> Ma in questo caso abbiamo continuato a rifornirci di carne normalmente nonostante i continui aumenti di prezzo .
(trg)="18.1"> ليه ؟ Toy izao ny fisehon ’ ny tsena : raha miakatra ny vidin ’ entana sasany dia ajanonao na ahenanao ny habetsaky ny entana vidianao , saingy mbola nanohy nividy hena toy ny mahazatra ihany isika hatramin ’ izao na teo aza izany fisondrotana izany .

(src)="18.1"> Finché non ha raggiunto i 30 EGP al chilo , poi 40 e poi 50 EGP .
(trg)="18.2"> Niakatra ho 30 EGP ny kilao , avy eo 40 ary 50 EGP .

(src)="18.2"> Solo allora ci si è chiesti se sarebbe aumentata ancora , e ha continuato a salire fino a toccare 60 e poi 70 EGP .
(trg)="18.3"> Nanomboka nanontany tena noho izany isika hoe mbola hiakatra ambony noho izao ihany ve io vidiny io ?
(trg)="18.4"> Ary mbola niakatra indray izany mandrapahatonga tany amin ’ ny 60 sy 70 EGP .

(src)="19.1"> Un chilo di carne a 70 EGP !
(trg)="18.5"> 70 EGP ny kilao !

(src)="19.2"> Cosa diamine succede ! ?
(trg)="18.6"> Fa dia nahoana loatra re ! ?

(src)="20.1"> Il blogger ha poi aggiunto di voler boicottare la carne finché i prezzi non torneranno a livelli normali : لحد ما السعر ينزل ويرجع للخمسين تاني
(trg)="19.1"> Nilaza izy noho izany fa tsy hividy hena intsony mandra-piverin ’ ny vidiny ho amin 'ny tokony ho izy indray .

(src)="21.1"> من النهاردة مقاطع اللحمة
(trg)="20.1"> من النهاردة مقاطع اللحمة