# he/2013_08_22_146_.xml.gz
# mg/2013_08_23_50968_.xml.gz
(src)="1.1"> מצרים : " ממש הרגשתי כדור חולף מעל כתפי "
(trg)="1.1"> Ejipta : " Tena naheno bala nandalo tambonin 'ny soroko aho "
(src)="4.1"> עוד עשן שחור עולה מרבעה .
(src)="4.2"> אפשר לראות את זה כמעט מכל פינה בעיר נאצר .
(trg)="2.1"> Notantarainy tamin 'ny alalan 'ny andian-tsioka an-tserasera ny nahazo azy , ahafahantsika mamantampantatra mialoha hoe tahaka ny ahoana ny nitranga tamin 'ny marainan 'ny nanesorana ny sit-in notontosain 'ny Mpirahalahy Miozolomana tao Nasr City .
(src)="4.4"> twitter .
(trg)="3.11"> Ny tsy fahanfatarana izay iavian 'ny tifitra no ratsy indrindra .
(src)="5.1"> הגעתי סוף סוף לרבעה .
(trg)="3.5"> Tonga ihany ato Rabaa .
(src)="5.2"> קשה מאוד לעמוד בגז המדמיע .
(trg)="3.6"> Tsy zaka ny etona mandatsa-dranomaso
(src)="5.3"> — מוסאב אל-שאמי ( @ mosaaberizing ) August 14 , 2013
(trg)="3.24"> Soa ihany fa nataoko tao anaty bakiraroko ny " carte-mémoire " -ko .
(src)="6.2"> עימותים נמשכים זה שש שעות .
(trg)="3.10"> Manakaiky indrindra ireo mpitifitra miafina any ambadika any i ElShamy :
(src)="6.4"> twitter .
(trg)="3.11"> Ny tsy fahanfatarana izay iavian 'ny tifitra no ratsy indrindra .
(src)="6.5"> com / zVeaKs76GG — מוסאב אל-שאמי ( @ mosaaberizing ) August 14 , 2013
(trg)="3.12"> Miafina ambadiky ny zavatra akaiky indrindra aloha , dia manantena izay mba tsara indrindra ...
(src)="7.4"> .
(src)="7.5"> — מוסאב אל-שאמי ( @ mosaaberizing ) August 14 , 2013
(trg)="3.13"> Fa mbola ao an-toerana ihany izy ary manohy manapika sary hatrany na dia mihamafy aza ny fifandonana :
(src)="8.1"> ממש הרגשתי כדור חולף מעל כתפי .
(trg)="3.15"> Nisy bala nandalo ny ambony sorony .
(src)="8.3"> מבהיל .
(trg)="3.16"> Nisioka izy :
(src)="8.4"> — מוסאב אל-שאמי ( @ mosaaberizing ) August 14 , 2013
(trg)="3.24"> Soa ihany fa nataoko tao anaty bakiraroko ny " carte-mémoire " -ko .
(src)="9.2"> — מוסאב אל-שאמי ( @ mosaaberizing ) August 14 , 2013
(trg)="3.24"> Soa ihany fa nataoko tao anaty bakiraroko ny " carte-mémoire " -ko .
(src)="10.3"> — מוסאב אל-שאמי ( @ mosaaberizing ) August 14 , 2013
(trg)="3.24"> Soa ihany fa nataoko tao anaty bakiraroko ny " carte-mémoire " -ko .
(src)="10.4"> אל תחמיצו את התצלומים של אל-שאמי מן העימותים , באתר פליקר , כאן .
(trg)="3.25"> Aza ilaozana fotsiny ny rakitsarim-panadihadian 'i ElShamy momba ny fifandonana tamin 'ny 14 aogositra ao amin 'ny kaontiny flickr ato .
# he/2013_09_25_191_.xml.gz
# mg/2013_09_20_52023_.xml.gz
(src)="1.1"> " אשה תהיה נשיאה בטג 'יקיסטן רק כשימות אחרון הגברים "
(trg)="1.1"> " Rehefa Tapitra Maty Ny Lehilahy Ao Tajikistan Vao Afaka Ny Ho FilohamPirenena Ny Vehivavy "
(src)="1.2"> בטג 'יקיסטן , כל אזכור של מערכת בחירות מניב מאנשים על פי רוב רק פיהוק של שעמום , אך מסתמן שהמרוץ הקרב לנשיאות יהיה מרתק במיוחד .
(trg)="1.2"> Mampitanatàna vava ny olona ao Tajikistan na dia ny fitenenana fotsiny ny hoe fifidianana aza , saingy mahabe fanantenana ny hiovàn 'izany tsy ho zava-mahasorena amin 'io fifidianana ho filoham-pirenena ho avy eo io .
(src)="1.3"> לראשונה בתולדות המדינה , אשה מתמודדת על המשרה הבכירה ביותר .
(trg)="1.3"> Sambany eo amin 'ny tantaran 'ny firenena no misy vehivavy iray mifaninana ho amin 'io toerana politika avo dia avo io .
(src)="1.4"> אויניהול בובונאזרובה , עורכת דין מובילה ופעילת זכויות אדם , החלה את המרוץ שלה לנשיאות ב-9 בספטמבר 2013 , לאחר שמועמדותה הוצגה על ידי חזית מאוחדת של מפלגות אופוזיציה טג 'יקיות וארגונים לא ממשלתיים .
(trg)="1.4"> Tamin 'ny 9 Septambra 2013 , Oynihol Bobonazarova , mpisolovava manana ny maha-izy azy sady mpikatroka mafàna fo amin 'ny fiarovana ny zon 'olombelona , no nirotsaka hihazakazaka ho filoham-pirenena taorian 'ny nanendren 'ireo antoko mpanohitra Tajik sy ireo ONG azy ho kandidàn 'izy ireo .
(src)="2.1"> ' הדבר הטוב ביותר שיכול לקרות '
(trg)="2.1"> ' Misy zavatra tsara noho izany indray va re '
(src)="3.1"> אויניהול בובונאזרובה .
(trg)="3.1"> Oynihol Bobonazarova .
(src)="3.2"> צילום באדיבות ASIA-Plus , שימוש ברישיון .
(trg)="3.2"> Sary avy amin 'ny ASIA-Plus , nahazoana alàlana .
(src)="4.1"> מועמדותה של בובונאזרובה , והעובדה שהיא נתמכת על ידי מפלגת התחיה האסלאמית במדינה , עוררה את דעת הקהל בקרב חברה בעלת מסורת פטריארכלית עמוקה .
(trg)="4.1"> Ny safidin 'i Bobonazarova ho filoha - ary indrindra ny maha-tohanan 'ny Antoko Fanavaozana Islamika ao Tajikistan azy - dia nanetsika betsaka ny fanehoankevitry ny olona teny anivon 'ny fiarahamonina teny , izay ny fahefan-dehilahy no tena namàka lalina tao anatin 'ny fomba fisaina .
(src)="4.2"> אמנם רק מעטים מאמינים בסיכוייה לנצח בבחירות , אך בלוגרים ומשתמשי מדיה חברתית רבים מביעים את התלהבותם מעצם השתתפותה .
(trg)="4.2"> Raha misy olona vitsivtsy mino fa mety hanam-bintana handresy amin 'ny fifidianana izy , betsaka ireo bilaogera sy mpampiasa media sosialy no miarahaba / faly na dia noho ny fandraisany anjara amin 'ilay fifaninanana monja aza .
(src)="4.3"> טומיריס כותבת בבלוג שלה :
(trg)="5.1"> Ao amin 'ny bilaoginy , manoratra i Tomiris hoe :
(src)="4.4"> לדעתי , העובדה שאויניהול בובונאזרובה נבחרה להיות המועמדת היחידה לנשיאות מטעם מפלגות האופוזיציה היא הדבר הטוב ביותר שהיה יכול לקרות בבחירות האלה .
(trg)="5.2"> Heveriko fa ny fanendren 'ny antoko mpanohitra an 'i Oynihol Bobonazarova ho kandidà tokana avy amin-dry zareo amin 'ny fifaninanana ho filoham-pirenena no zavatra tsara indrindra afaka hita mandritra ireo fifidianana ireo .
(src)="4.5"> אני לא תמימה מספיק כדי לחשוב שיש לה סיכוי כלשהו לנצח בבחירות האלה , או לזכות אפילו ברבע מקולות הבוחרים .
(trg)="5.3"> Tsy vendrana aho akory ka hihevitra hoe manana vintana faran 'izay bitika izy ho lany amin 'ireo fifidianana ireo na hahazo farafahakeliny ny ampahefatry ny vaton 'ny mpifidy .
(src)="4.6"> מעטים בלבד יצביעו עבורה .
(trg)="5.4"> Vitsy ny olona no hifidy azy .
(src)="4.7"> אך המועמדות שלה היא עדיין הדבר הטוב ביותר שיכול היה לקרות .
(trg)="5.5"> Saingy efa zavatra tsara aloha ny nanendrena azy .
(src)="4.8"> טומיריס מסבירה מדוע היא נלהבת מן הרעיון של אשה מועמדת במרוץ לנשיאות :
(trg)="5.6"> Avy eo Tomiris manazava ny antony mampientanentana azy mikasika ny fisianà vehivavy mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena :
(src)="4.9"> אפילו כשתפסיד , בובונאזרובה תהווה דוגמה לכך שאשה יכולה להתמודד על המשרות החשובות במדינה .
(trg)="5.7"> Na dia ho resy aza , ho ohatra iray ho antsika i Bobonazarova , nampiseho fa afaka ny hifaninana hitàna toerana politika ambony eto amin 'ny firenena ny vehivavy .
(src)="4.10"> תהיה לכך השפעה חיובית עצומה ומרחיקת לכת על כל הבנות והנשים בטג 'יקיסטן .
(trg)="5.8"> Hisy fiantraikany goavana , miabo sy maharitra ho an 'ireo ankizivavy sy vehivavy rehetra aty Tajikistan io .
(src)="4.11"> יהיה לנו מודל לחיקוי .
(trg)="5.9"> Hanana ohatra halain-tàhaka isika .
(src)="4.12"> בנוסף , ייתכן שהגברים יתחילו להבין שיש לייחס לבנות חשיבות רבה יותר , ושמקומה של האשה אינו רק במטבח אלא גם על כס הנשיאות .
(trg)="5.10"> Mandritra io fotoana io ihany , ho takatr 'ireo lehilahy fa tokony hojerena amin 'ny fomba matotra ireo ankizivavy , sy hoe tsy any anaty trano fahandroan-tsakafo ihany akory no toeran 'ny vehivavy , fa koa eny ambony seza maha-filoham-pirenena .
(src)="4.13"> ' רק כשימות אחרון הגברים '
(trg)="5.11"> ' Rehefa fongana ny lehilahy rehetra '
(src)="5.2"> בתגובה לכתבת חדשות אודות מועמדותה של בובונאזרובה באתר ozodi .
(trg)="6.1"> Na dia marobe aza ireo mpampiasa media sosialy ao amin 'ilay firenena no nanambara ny fanohanan-dry zareo an 'i Bobonazarova , na dia topimaso kely amin 'ireo fanehoankevitra navela ao amin 'ny sehatra fifanakalozan-dresaka momba ny vaovao ihany aza dia efa mampiseho fa maro kokoa ireo olona ao Tajikistan no tsy vonona hanome ny vatony ho anà vehivavy .
(src)="5.3"> org , שאם כותב :
(trg)="7.1"> Eo ambanin 'ny fitateram-baovao iray ao amin 'ny ozodi.org mikasika ny fanendrena an 'i Bobonazarova ho kandidà ho filoha , manoratra i Sham :
(src)="5.4"> שאשה תנהיג את המדינה ?
(trg)="7.2"> Vehivavy hitondra firenena hoe ?
(src)="5.5"> הם לא יכלו למצוא אפילו גבר אחד ביניהם , במקום להריץ מועמדת ?
(trg)="7.3"> Fa angaha dia tsy afaka nahita mihitsy ry zareo na dia lehilahy iray tao amin-dry zareo tao mba tsy hanendrena vehivaviìy ?
(src)="5.7"> !
(trg)="7.5"> Anaty fihetsika toy izay koa , Mahmadullo milaza fa :
(src)="5.10"> העם שלנו עדיין לא מוכן לאשה בתפקיד ראש המדינה .
(trg)="7.6"> Tsy mbola vonona ny hanana vehivavy ho filoham-pirenena izany ny vahoakantsika .
(src)="5.11"> אולי היא מוכנה , אבל דרך החשיבה שלנו והמנטליות שלנו שונות .
(trg)="7.7"> Angamba izy no vonona ho amin 'izany , fa ny fomba fisainantsika sy ny toe-tsaintsika dia hafa .
(src)="5.12"> אנחנו צריכים שגבר ינהיג אותנו עכשיו .
(trg)="7.8"> Amin 'izao fotoana izao aloha dia mila lehilahy isika ho mpitarika antsika .
(src)="5.13"> זה טוב שהם מציגים מועמדת אשה , אבל זה מוקדם מדי .
(trg)="7.9"> Tsara ny nanendren-dry zareo vehivavy , saingy aloha loatra raha izao no manao izany .
(src)="5.14"> באתר news .
(trg)="7.10"> Ao amin 'ny news.tj , Tokhir Muzhik manontany amin 'eso hoe :
(src)="5.16"> אשה נשיאה ?
(trg)="7.11"> Vehivavy ho filoha ? ? ?
(src)="5.17"> ?
(src)="5.18"> ?
(trg)="7.12"> Sao sangy ratsin 'ny 1 Aprily sahady ? ? ?
(src)="5.19"> כבר הגיע האחד באפריל ?
(src)="5.20"> ?
(trg)="7.13"> Ary ao ambanin 'ny lahatsoratra am-bilaogin 'i Tomiris , Gafur milaza hoe :
(src)="5.23"> אישית אני חושב שאישה יכולה להיות נשיאה רק כשימות אחרון הגברים בטג 'יקיסטן .
(trg)="7.14"> Izaho manokana dia mihevitra fa afaka ny ho lasa filoham-pirenena ny vehivavy iray rehefa tapitra fongana ny lehilahy rehetra eto Tajikistan .
(src)="5.24"> וגם אז , זה ממש נוגד כל היגיון .
(trg)="7.15"> Ary na izany aza , sarotra ny hahatanterahany .
(src)="6.1"> אך מקצת ממשתמשי האינטרנט בטג 'יקיסטן מאמינים שבובונאזרובה עשויה לנצח בבחירות ולהיות מנהיגה טובה .
(src)="6.2"> באתר ozodi .
(trg)="8.1"> Ny sasany amin 'ireo mpampiasa aterineto ao Tajikistan anefa dia mino fa afaka ny handresy amin 'ny fifidianana i Bobonazarova ary ho mpitarika tsara .
(src)="6.3"> org רמזיה כותבת , בתשובה לתגובה הטוענת שעדיף שגבר ינהיג את המדינה ולא אשה :
(trg)="9.1"> Tamin 'ny famaliana fanehoankevitra iray izay nanoso-kevitra hoe lehilahy no tokony hitantana ny firenena fa tsy vehivavy , manoratra ao amin 'ny ozodi.org i Ramziya :
(src)="6.4"> אנחנו רואים מה הגברים עוללו לארצנו ולעם שלנו כשהיו המנהיגים .
(trg)="9.2"> Afaka mahita ny efa nataon 'ny lehilahy ho an 'ny firenentsika sy ny vahoakantsika isika nandritra ny fotoana nitarihan-dry zareo .
(src)="6.5"> בנום מוסיף :
(trg)="9.3"> Benom manampy hoe :
(src)="6.6"> רק אשה תחלץ אותנו מן התקופה האפלה הזו .
(trg)="9.4"> Ny vehivavy irery ihany no afaka hitondra antsika hivoaka amin 'izao vanim-potoana maizina izao .
(src)="6.7"> בעוד רוסתם מכריז :
(trg)="9.5"> Raha i Rustam kosa manambara fa :
(src)="6.8"> היא המועמדת הטובה ביותר .
(trg)="9.6"> no mpirotraka tsara indrindra .
(src)="6.9"> אני מברך אותה ומתכוון להצביע עבורה .
(trg)="9.7"> Alefako ho azy ny fiarahabako sy ny faniriako hifidy azy .
(src)="6.11"> סבירות נמוכה לניצחון
(trg)="9.9"> Sahala amin 'ny tsy handresy
(src)="7.1"> עמדות פטריארכליות אינן הסיבה היחידה להפסדה הצפוי של בובונאזרובה במרוץ לנשיאות .
(trg)="11.1"> Tsy ny toetsaina manompo lehilahy ihany no hany antony manakana an 'i Bobonazarova tsy ho lasa filoha .
(src)="7.2"> מוסטפו כותב בבלוג שלו שייתכן שקיימים גורמים פוליטיים ובינלאומיים משמעותיים אשר מפחיתים את סיכויי הצלחתה של בובונאזרובה בבחירות :
(trg)="11.2"> Ao amin 'ny bilaoginy , Mustafo mandroso ny hoe misy koa ireo singa manana ny lanjany ara-politika sy iraisam-pirenena izay mahatonga ny fahombiazan 'i Bobonazarova mandritra ireo fifidianana ireo ho toy ny nofinofy tsy azo tanterahana :
(src)="7.3"> בובונאזרובה לא תנצח בבחירות בנובמבר .
(trg)="11.3"> Tsy handresy amin 'ny fifidianana hatao amin 'ny Novambra i Bobonazarova .
(src)="7.4"> יש לכך מספר סיבות .
(trg)="11.4"> Betsaka ny anton 'izany .
(src)="7.5"> ראשית , יש שאלה ששאלתי גם אני את עצמי לאחרונה : מי זו בכלל , לכל הרוחות ?
(trg)="11.5"> Voalohany indrindra , misy fanontaniana iray napetrako tamin 'ny tenako ihany tato ho ato : fa mba iza eto amin 'ity tontolo ity aloha izy e ?
(src)="7.6"> רוב הבוחרים אינם מכירים אותה ולכן אין להם שמץ של מושג איך היא .
(trg)="11.6"> Tsy mahalala azy ny ankamaroan 'ny mpifidy ary tsy manana hevitra kely akory hoe tahaka an 'iza izy izay .
(src)="7.7"> שנית , היא אשה , ואנשים רבים במדינה שלנו לא יצביעו עבור אשה .
(trg)="11.7"> Faharoa , vehivavy izy , ary tsy maro ny olona hifidy vehivavy ato anatin 'ny firenentsika .
(src)="7.8"> זה פשוט סוג החברה שלנו , חברה פטריארכלית .
(trg)="11.8"> Io no karazam-piarahamonina misy antsika , mpandàla ny fitondràn-dehilahy .
(src)="7.9"> שלישית , היא אינה צעירה .
(trg)="11.9"> Fahatelo , tsy tanora izy .
(src)="7.10"> הרפובליקה שלנו צריכה מישהו צעיר בהנהגה - מישהו עם מספיק אנרגיה לפרק ולבנות הכל מחדש .
(trg)="11.10"> Olona tanora no tokony hitondra ny repoblikantsika - olona iray hanana ny hery sy tanjaka ampy handrava sy hamerina hanorina ny zavatra rehetra .
(src)="7.11"> לא נראה שלבובונאזרובה יש יותר מדי אנרגיה .
(trg)="11.11"> Tahaka ny tsy manana hery sy tanjaka betsaka i Bobonazarova .
(src)="7.12"> ויש גם סיבה רביעית .
(trg)="11.12"> Ary misy koa ny antony faha-efatra .
(src)="7.14"> אני לא חושב שרוסיה תסכים שמועמדת פרו-אמריקאית תשלוט בטג 'יקיסטן .
(trg)="11.14"> Tsy heveriko hamela olona mpirotsaka hofidiana mpomba Amerikana tahaka izany ho tonga eo amin 'ny fahefana ao Tajikistan i Rosia .
(src)="7.15"> מעבר לכך , פקידי הממשל ושירותי הביטחון שלנו לא ירצו ראש מדינה שדואגת לזכויות אדם .
(trg)="11.15"> Etsy andaniny , ireo manampahefantsika sy ireo mitandro filaminana tsy te-hahita olona miresaka zon 'olombelona izany ho lasa mpitondra firenena .
# he/2013_09_19_176_.xml.gz
# mg/2013_09_22_51887_.xml.gz
(src)="1.1"> הסופה הטרופית ' מנואל ' גורמת להצפות נרחבות באקפולקו
(trg)="1.1"> Rivo-Doza ' Manuel ' Manafo-Drano An 'i Acapulco
(src)="1.2"> הסופה הטרופית מנואל גרמה להצפת עיר הנמל ההיסטורית אקפולקו ולבידודה , כמו גם חלקים נרחבים ממדינת גואררו .
(trg)="1.2"> Nataon 'ny rivo-doza Manuel safo-drano sy mitoka-monina tanteraka ny seranana manan-tantaran 'i Acapulco sy ny ampahany betsaka amin 'ny fanjakan 'i Guerrero .
(src)="2.1"> אקפולקו היא מיעדי התיירות החשובים במקסיקו .
(trg)="2.1"> Iray amin 'ireo toerana tsara falehan 'ny mpizaha tany i Acapulco .
(src)="2.2"> כ-40 אלף תיירים לכודים בה כעת וממתינים לפתיחת דרכי היציאה מן העיר .
(trg)="2.2"> Mpizaha tany 40.000 no mihitsoka miandry ny fisokafan 'ny làlana amin 'izao fotoana izao .
(src)="2.3"> עד כה דווח על 34 הרוגים ואלפי נפגעים מן ההצפה .
(trg)="2.3"> Ankoatra izay , 34 no maty ary an 'arivony ireo tra-boina araka ny tatitra .
(src)="2.4"> הרשויות ביקשו מן התושבים הממתינים לסיוע , " להפגין סבלנות " .
(trg)="2.4"> Miangavy " faharetana " amin 'ny vahoaka izay efa mitady fanampiana ireo manam-pahefana
(src)="4.1"> לואיס וולטון אבורטו , ראש עיריית אקפולקו , אמר :
(trg)="4.1"> Izao no nolazain 'i Luis Walton Aburto , ben 'ny tanànan 'i Acapulco :
(src)="4.2"> אנו מעריכים שכמחצית משכונות אקפולקו מוצפות כעת , והגשמים מוסיפים לרדת .
(trg)="4.2"> Inoantsika fa androany dia ny 50 % -n 'ny velaran 'i Acapulco no safo-drano nefa mbola mitohy ny orana .
(src)="4.3"> בדרך לאזור דיאמנטה מוצפים מקומות אחדים במים שעומקם שלושה עד ארבעה מטרים , כך שהמעבר בהם בלתי אפשרי , וזאת בנוסף לזרם החזק המונע תנועה .
(trg)="4.3"> Mba hahatongavana eny amin 'i Diamante , misy toerana izay telo na efatra metatra no haavon 'ny rano ary tsy azo atao ny mankany , fanampin 'izany manakana ny fihetsehana ny hamafin 'ny rano .
(src)="4.4"> התחלנו בחלוקת מזון באמצעות כלי רכב צבאיים ומסוקים .
(trg)="4.4"> Manomboka taterina amin 'ny fiaran 'ny tafika sy ny angidimby ny sakafo .
(src)="4.5"> לפניכם מבחר ציוצי טוויטר ותצלומים שהועלו על ידי משתמשים המבקשים סיוע , מפיצים מידע , או מלינים על התכנון העירוני הלקוי של עיר הנמל ושל מדינת גואררו ועל תוצאותיו .
(trg)="4.5"> Zarainay eto ireo bitsika sy sary sasany avy amin 'ireo mpibitsika mila vonjy , mampahafantatra vaovao , na mampiseho ny drafitra mahantran 'ny fanavaozana ny seranana ary ny fanjakan 'i Guerrero , sy ireo vokany .
(src)="4.6"> הם בנו על ביצות , על יערות ועל דיונות , ועכשיו הם משלמים את המחיר .
(trg)="4.6"> Manangana foto-drafitrasa eny amin 'ny honahona , ala ary havoana kely ry zareo ary mizaka ny vokany izy izao .
(src)="4.7"> תארו לכם מה יקרה בקהילות אחרות , אם זה המצב באקפולקו , שבה התשתיות פחות בעייתיות מאשר בשאר מדינת גואררו .
(trg)="4.7"> Alaivo sary an-tsaina fotsiny hoe tahàka ny ahoana izany ireo vondrom-piaraha-monina hafa raha toy izay i Acapulco , izay mbola azo leferina ny faharavan 'ny foto-drafitrasa raha oharina amin 'ny an 'i Guerrero .
(src)="4.8"> אקפולקו בהריסות , 41 עיירות הוצפו .
(trg)="4.8"> Rava i Acapulco , tanàna 41 safo-drano .
(src)="4.9"> כמה טוב שאנשים אוהבים את אקפולקו !
(trg)="4.9"> Lehibe ny fitiavan 'ity olona ity an 'i Acapulco !
(src)="4.10"> לפי מה שידוע לי , יש לכודים בקולוסיו .
(trg)="4.10"> Nolazaina tamiko fa misy olona mihitsoka any COLOSIO ampio izahay miaraka amin 'ny lapelina , lapika , fandraka ary maritoa
(src)="4.11"> אנחנו צריכים עזרה עם אתים , מכושים , אזמלים ופטישים .
(trg)="4.11"> Mila fanafody fandroahana bibikely , lafika , fanafody ary sakafo ho an 'olona 1500 izay mialoka any COLOSIO , Acapulco izahay .
(src)="4.14"> # אושר # ברגעים _ אלה תיירים ישהו באקפולקו לילה חינם ביום שני , כך מאשר @ peraltanet71 , שר התיירות המחוזי
(trg)="4.14"> Ho maimaim-poana ny alin 'ny Alatsinainy any Acapullco ho an 'ireo mpizaha tany , araka ny fanamafisana nataon 'i @ peraltanet71 , Sekretera Monisipalin 'ny Fizahan-tany .
(src)="4.15"> בתמונה , אורחי מלון קלינדה באקפולקו מתלוננים על המצב ( 16 בספטמבר בשעה 11 בבוקר בקירוב )
(trg)="4.15"> sarin 'ireo vahiny mitaraina ao amin 'ny trano fandriam-bahinin 'i Calinda any Acapulco ( 16 Septambra amin 'ny 11 ora maraina eo ho eo )
(src)="4.16"> אחרים רק מעוניינים ליידע את העולם בהרס שגרמה מנואל , לא רק באקפולקו אלא בכל מדינת גואררו .
(trg)="4.16"> Ny sasany indray dia te-hampiseho tsotra izao amin 'izao tontolo izao ny faharavana navelan 'i " Manuel " , tsy ao Acapulco irery ihany fa amin 'ny fanjakan 'i Guerrero manontolo mihitsy .
(src)="4.17"> הכביש הראשי לאקפולקו באזור פטאקווילאס , הסגור כעת
(trg)="4.17"> mihidy ny làlana federaly mankany Acapulco , eo amin 'i Petaquillas .
(src)="4.18"> הים והנהרות התחברו באזור לה קונדסה .
(trg)="4.18"> mitambatra ny renirano sy ny ranomasina any amin 'ny faritr 'i La Condesa .