# fr/2007_03_02_10_.xml.gz
# mg/2007_09_12_3_.xml.gz


(src)="1.1"> Madagascar : les expulsions des sans-papiers Malgaches en question
(trg)="1.1"> Madagasikara : ny momba ny fandroahana any Frantsa

(src)="3.1"> La peur des immigrés , amplifiée par les tensions raciales et par les émeutes des banlieues de l’ hiver 2005 , ont poussé le Ministère français de l’ Intérieur à intensifier la lutte contre l’ immigration clandestine .
(trg)="1.2"> Ny tahotra mpifindra monina , nampian ’ ny fifampihenjanana eo amin ’ ny samihafa volon-koditra sy ny rotaka tany amin ’ ny faritra manodidina ny tanandehibe tamin ’ ny ririnina 2005 , no nanosika ny Minisiteran ’ ny atitany frantsay hanenjana kokoa ny ady amin ’ ny fifindra-monina an-tsokosoko .

(src)="3.2"> Les immigrés d’ origine malgache sont aussi victimes de cette nouvelle politique d’ expulsion des immigrés sans titres de séjour .
(trg)="1.3"> Voakasik ’ izany politikam-pandroahana mpifindra monina tsy manana taratasy manome alalana hisari-monina ao Frantsa izany ihany koa ireo mpifindra monina Malagasy fihaviana .

(src)="3.3"> La hâte avec laquelle les procédures d’ expulsion du territoire français sont expédiées est un sujet d’ inquiétude pour beaucoup de blogueurs .
(trg)="1.4"> Misarika ny sain ’ ny mpitoraka bilaogy maro ilay halakin ’ ny fanatanterahana ny fombafombam-pandroahana hivoaka ny zaratany frantsay .

(src)="3.4"> Voici les opinions et témoignages de blogueurs malgaches sur cette question .
(trg)="1.5"> Indreto misy hevitra sy fijoroana vavolombelona momba ity raharaha ity .

(src)="3.5"> Blog d’ Hiver souligne que :
(trg)="2.1"> Avoitran ’ i Blog d ’ Hiver ohatra fa :

(src)="3.6"> Depuis quelques années , la chasse aux sans-papiers se résume donc par un objectif chiffré – 25.000 expulsions par an – qui s’ impose aux Préfets et aux services de police .
(trg)="3.1"> Tao anatin ’ ny taona vitsivitsy izay dia nodidiana handroaka olona tsy manana taratasy hatramin ’ ny 25.000 isan-taona Prefe sy ny polisy any an-toerana .

(src)="3.7"> L’ expulsion des familles fut la grande nouveauté de 2006 : en coffrant « en bloc » des parents et leurs enfants , cela permettait d’ expulser toute une famille et de marquer 4 ou 5 points sur les 25.000 à atteindre .
(trg)="3.2"> Ny fandroahana ny ankohonana manontolo no paika vaovao nampiharina tamin ’ ny taona 2006 : Miaraka meloka ny ray aman-dreny sy ny zanany amin ’ izay tonga dia misy 4 na 5 aloha izay voaroaka hanatrarana vetivety ilay tanjon ’ ny 25.000 isan-taona .

(src)="3.8"> L’ exercice s’ est avéré plus compliqué que prévu car des citoyennes et citoyens français – outrés de voir des policiers venir arrêter des écoliers à l’ école ou des enfants en centre de vacances – ont pris leur courage à deux mains ( l’ aide aux sans-papiers est désormais passible de prison ) pour prendre la défense de ces familles .
(trg)="4.1"> Sarotra tsy araka izay nantenaina anefa ny nampiharana ilay didy .
(trg)="4.2"> Nisy mpizaka ny zom-pirenena frantsay maromaro manko raha nahita ny polisy tonga nisambotra ankizy mpianatra tany an-tsekoly na nisambotra zaza tany amin ’ ny tobim-panaovana vakansy nahasahy nandray an-tanan-droa ( efa mampigadra koa manko izao ny fanampiana ireo olona tsy manana antotan-taratasy ijanonana any Frantsa ) amin ’ ny fiarovana ireo ankohonana samborina ireo .

(src)="3.9"> C’ est le cas du Réseau Education Sans Frontières .
(trg)="4.3"> Anisan ’ izany ny “ Réseau Education Sans Frontières . »

(src)="3.10"> Les Malgaches sont bien conscients que l’ immigration est encadrée par des lois spécifiques .
(trg)="6.1"> Mahalala tsara ny Malagasy fa voafehin ’ ny lalana manokana ny resaka fifindra-monina .

(src)="3.11"> Néanmoins , la manière dont se déroulent ces expulsions laisse un goût amer à de nombreux blogueurs .
(trg)="6.2"> Na izany aza , mangidy mafaitra amin ’ ny mpitoraka bilaogy maro ny fomba anatanterahana ny fandroahana .

(src)="4.1"> Parmi ceux -ci , Harinjaka raconte l’ histoire suivante :
(src)="4.2"> En ce moment même , la police française est en train de se bagarrer avec une GRAND-MERE malgache de 71 ans pour l’ expulser du territoire alors qu’ elle vivait en France depuis cinq ans .
(trg)="7.1"> Anisan ’ izany , Harinjaka izay mitantara toy izao : Amin ’ izao fotoana izao indrindra dia eo ampisintosintonana NENIBE malagasy 71 taona handroaka azy hiala amin ’ ny firenena ny polisy frantsay na dia efa nonina tao Frantsa nandritra ny dimy taona aza .

(src)="4.3"> Sur ses 7 enfants , la moitié vit en France .
(trg)="7.2"> Ny atsasa-manilan ’ ny zanany 7 amin ’ io dia monina ao Frantsa .

(src)="4.4"> Les autres terminent une procédure de naturalisation à Madagascar .
(trg)="7.3"> Ny hafa sisa kosa dia eo ampikarakarana ny fahazoana zom-pirenena ( frantsay raha ny fahazoan ’ ny mpandika teny azy ) eto Madagasikara .

(src)="4.5"> Cette famille est française , ses membres sont intégrés et participent la vie en France .
(trg)="7.4"> Frantsay io fianakaviana io , efa tafiditra sy mandray anjara amin ’ ny fiainam-pirenena any Frantsa .

(src)="4.6"> Je pense qu’ il est temps de réfléchir …
(trg)="7.5"> Efa fotoana amin ’ izay izao hieritreretana …

(src)="4.7"> Un exemple d’ expulsion « express » est relaté dans ce billet
(trg)="8.1"> Misy ohatra amin ’ ny fandroahana « rapida » ihany koa amin ’ ity sombin-dahatsoratra manaraka ity :

(src)="5.1"> Son passage au tribunal est une parodie de justice , comme souvent lorsqu’ il s’ agit d’ étrangers .
(trg)="9.1"> Sarintsarim-pitsarana , tahaka ny fahita mahazatra rehefa misy raharaha mikasika vahiny , ihany ny fandalovany tao amin ’ ny tiribonaly .

(src)="5.2"> La Préfecture n’ envoie pas de représentant .
(trg)="9.2"> Tsy nandefa solontena ny tany amin ’ ny Prefe .

(src)="5.3"> L’ avocat commis d’ office n’ ouvre pas la bouche , ne présente aucun des documents que le comité de soutien lui a remis ; Mélanie a du se défendre seule sous l’ œil goguenard d’ une magistrate qui tournait en dérision ses arguments .
(trg)="9.3"> Tsy nisoka-bava hiaro sady tsy nampiseho ny dôsie avy amin ’ ny komity mpanohana na dia iray akory aza ilay mpisolovava notendrena hiaro ny “ voampanga ” ; voatery niady irery hiaro ny tenany I Mélanie manoloana ilay mpitsara mianjonanjona manao tsinontsinona izay fandresen-dahatra nataony .

(src)="6.1"> Le 25 décembre , la petite Winnie , trois ans et demie , passe un premier Noël sans sa maman , toujours enfermée en centre de rétention .
(trg)="10.1"> Nigadona ny 25 desambra , niaina voalohany izany hoe Noely tsy niaraka tamin ’ ny reniny voatana any amin ’ ny tobim-pitazonana I Winnie kely izay telo taona sy tapany .

(src)="6.2"> Le 26 décembre , Mélanie est conduite à Roissy et embarquée de force dans un avion pour Madagascar .
(trg)="10.2"> Ny 26 desambra , nentina tany Roissy ( seranam-piaramanidina ) mba halefa an-katerena aty Madagasikara amin ’ ny alalan ’ ny fiaramanidina I Mélanie .

(src)="6.3"> Elle laisse derrière elle la France , pays pour lequel elle n’ aura vraisemblablement plus jamais de visa .
(trg)="10.3"> Hilaozany Lafrantsa , firenena azo heverina avy hatrany fa tsy hahazoany visa intsony .

(src)="6.4"> Elle laisse surtout à Paris sa petite Winnie , trois ans et demie , scolarisée dans une école du 18ème arrondissement , sous la garde de son père , mais devenue de fait orpheline de mère .
(trg)="11.1"> Paris dia I Winnie zanany , telo taona sy tapany , mianatra ao amin ’ ny boriborintany faha-18 , ho eo ambany fiahian ’ ny rainy , saingy ho kamboty ( velon-d ) reny tsy fidiny .

(src)="7.1"> J’ ai moi aussi eu du mal à le croire , mais c’ est bien ce qu’ ils ont fait : expulser une maman en la séparant de sa petite fille née en France .
(trg)="12.1"> Tsy nampino ahy ny tantara , saingy izao tokoa no vitany : Noroahiny ny reniny ary nosarahany tamin ’ ny zanany vavikely teraka tao Frantsa .

(src)="7.2"> Qu’ on ne nous parle pas de droits fondamentaux ou de droits de l’ enfant après cela …
(trg)="12.2"> Aoka indrindra re tsy hiteniteny aminay ny momba ny zo fototra na zon ’ ny ankizy aorian ’ izany tantara izany …

(src)="8.1"> Vola , sur son blog Brotherhood nous presse de lire les témoignages des immigrés expulsés et recommande de les diffuser :
(trg)="13.1"> I Vola kosa ao amin ’ ny bilaoginy Brotherhood dia niangavy mba hamaky ny fijoroana vavolombelon ’ ireto voaroaka iretono nampirisika ihany koa hampiely azy :

(src)="8.2"> Imprimez -les et lisez -les : les publications de cette association qui travaille auprès des réfugiés , des immigrés , des demandeurs d’ asile donnent un tout autre regard sur la question de l’ immigration .
(src)="8.3"> Elle conclut par ces mots :
(src)="9.1"> Il faut arrêter de voir l’ immigration comme un problème !
(trg)="14.1"> Ataovy vita printy sy vakio ange ny traktan ’ ity fikambanana miasa anilan ’ ireo efa mialokaloka , mpifindra monina sy mangataka fialokalofana fa maneho fijery hafa mihitsy momba ity fifindra-monina ity.Ary hoy izy namehy ny teniny : Tsy maintsy atsahatra hatreo ny mijery ny fifindra-monina ho olana !

(src)="10.1"> Perso , je pense que l’ immigration , c’ est même une partie de l’ avenir de la France : imaginez un peu le dynamisme de ces personnes qui se donnent tous les moyens pour travailler afin de simplement s’ intégrer .
(trg)="15.1"> Mihevitra ihany koa izy ( tsindrio eto ) fa singa amin ’ ny ho avin ’ i Lafrantsa io : Alaivo sary an-tsaina kely ange ny fahavitrihan ’ ireo olona ireo mitady ny fomba rehetra iasana mba ahafahany miditra anaty fiaraha-monina fotsiny ihany .

(src)="10.2"> Le mot de la fin appartient à Sipakv : à propos du film Indigènes de Rachid Bouchareb ( consacré au sacrifice pour la France ,en 1944-45 , des parents et grands-parents des sans-papiers d’ aujourd’hui ) , elle écrit :
(src)="10.3"> En tout cas , je voulais surtout dire : “ MERCI Mr Bouchareb !
(trg)="17.1"> Anjaran ’ i SipaKV ny namaran-teny mikasika ilay oronantsarimihetsika nosoratan ’ i Rachid Bouchareb mitondra ny lohateny hoe « Indigènes » ( miresaka ny momba ny fanolorantena hatao sorona ho famonjena an ’ i Frantsa , tamin ’ ny taona 1944-45 , nataon ’ ireo ray sy raiben ’ ireo tsy manana atontan-taratasy ipetrahana ankehitriny ) , nanao hoe : Na izany na tsy izany , ny tena tiako lazaina dia hoe : “ MISAOTRA anao Atoa Bouchareb !

(src)="10.4"> MERCI les acteurs indigènes ”
(trg)="17.2"> MISAOTRA ry mpilalao ny sarimihetsika " ( Indigènes ) " .

(src)="10.5"> Lova Rakotomalala
(trg)="19.1"> Lova Rakotomalala

# fr/2007_09_04_314_.xml.gz
# mg/2007_09_12_4_.xml.gz


(src)="1.1"> FMI : Le temps des dirigeants non-occidentaux
(trg)="1.1"> Guadeloupe : Anjaran ’ ny tera-tany tsy Amerikana na Eoropeanina amin ’ izay izao no mitantana ny FMI

(src)="1.2"> Le blog Convention Pour Une Nouvelle Guadeloupe critique le choix probable d' un Européen comme prochain dirigeant du FMI , et écrit qu' il est temps pour un candidat d' Asie , d' Amérique Latine , des Caraïbes ou d' Afrique de prendre le gouvernail de l' institution .
(src)="1.3"> La gouvernance globale doit être réformée afin qu' elle " prenne en considération les intérêts de toutes les civilisations qui la compose " .
(trg)="1.2"> Notsikerain ' ny mpanoratra ao amin 'ny Blog 'ny C.P.N.G ( na ny Vovonana Hanorenana Guadeloupe Vaovao ) ny fikasana azo vinanina atsy ho atsy hanendrena Eoropeanina ho Tale Jeneralin 'ny F.M.I. : Efa tonga ity ny fotoana , hoy ity mpanoratra , hanendrena Tera-tany avy aminy Afrika , na Azia , na Amerika-Atsimo , na Karaiba hitantana io Foibe io ; Ny Fitantanana ankapobeny , hoy ihany ity mpanoratra , dia tsy maintsy avaozina tanteraka , hitandrovana ny zo sy anjaran 'ny Sivilizasionina rehetra ao anatiny .

# fr/2007_08_13_266_.xml.gz
# mg/2007_09_12_5_.xml.gz


(src)="1.1"> Chine : Des informations dangereuses
(trg)="1.1"> Shina : Ny vaovao mampidi-doza

(src)="1.2"> William long a traduit du chinois en anglais une directive du gouvernement , appelée Réseaux informatiques et sécurité d' Internet : Règlement d' administration et de protection , qui comporte une définition très précise de ce que sont des " informations dangereuses " .
(trg)="2.1"> Nadikan 'i William Long avy amin 'ny teny shinoa ho amin 'ny teny anglisy ny atao hoe " vaovao mampidi-doza " .
(trg)="2.2"> Notsoahiny avy amin 'ny lalàna fanaraha-maso ny tambazotram-pamoaham-baovao sy izay apetraka anaty aterineto ( avy amin ’ ny teny anglisy manao hoe : “ Computer Information Network and Internet Security , Protection and Management Regulations ” ) ny tranga sivy famaritana azy ireo .

(src)="1.3"> Les deux premières:1- Inciter à violer la constitution et les lois , résister à l' application de la constitution , des lois , des règlements administratifs .
(trg)="2.3"> Indreto atolotra anareo aloha ny roa voalohany fa anjaranareo ny manohy azy .
(trg)="3.1"> ( 1 ) Mandrisika ny olona hanohitra na handika ny lalampanorenana , ny lalàna na ny didim-pifehezana navoakan ’ ny mpitondra .

(src)="1.4"> 2-Inciter à renverser le gouvernement ou le système socialiste .
(trg)="4.1"> ( 2 ) Manaika ny olona hanohitra , hioko na hanongana ny governemanta na ny rafi-pitondrana sosialista .

(src)="1.5"> Oiwan Lam
(trg)="5.1"> Oiwan Lam

# fr/2007_09_14_327_.xml.gz
# mg/2007_09_12_6_.xml.gz


# fr/2007_09_14_324_.xml.gz
# mg/2007_09_14_11_.xml.gz


(src)="1.1"> Blogosphère swahilie : Discutant de la race et de l' identité nationale
(trg)="1.1"> Tanzania : Adihevitra Momba Ny Volonkoditra Sy Firazanana Mahaolompirenena .

# fr/2007_08_29_303_.xml.gz
# mg/2007_09_15_12_.xml.gz


(src)="1.1"> Congo : L' absence de nouveaux livres d' écrivains francophones noirs
(trg)="1.1"> Kôngô ( RDK ) : Ny tsy fisian 'ny boky vaovao nosoratan 'ny mpanoratra mainty hoditra amin 'ny teny frantsay

(src)="1.2"> Alain Mabanckou regrette qu' il n' y ait pas de nouveaux livres d' écrivains francophones noirs pour cette rentrée littéraire 2007 en France .
(trg)="1.2"> Mitaraina sy mahonena i Alain Mabanckou fa tsy namoaka boky vaovao amin 'ny teny frantsay ny mpanoratra mainty hoditra tamin 'ity taom-panoratana ity .

(src)="1.3"> " Nous nous réjouirons toutefois de lire les derniers ouvrages de nos amies Mauriciennes Ananda Devi , auteur d’ Indian Tango chez Gallimard .
(src)="1.4"> L’ autre Mauricienne , Nathacha Appanah , publie Le Dernier frère chez L’ Olivier " ajoute -t-il .
(src)="2.1"> Mialy Andriamananjara
(trg)="1.3"> Soa ihany , ary ifaliana izany , fa misy ho vakiana ny bokin 'ny namantsika Maorisianina Ananda Devi , nanoratra ny " Indian tango " ( gallimard ) sy i Natacha Appanah , Maorisianina ihany koa , nanoratra ny " Le dernier frere " ( L 'Olivier ) .

# fr/2007_09_03_305_.xml.gz
# mg/2007_09_17_15_.xml.gz


(src)="1.1"> Mauritanie : Ignorance et Traditions
(src)="1.2"> La beauté est affaire de goût .
(trg)="1.1"> Maoritania . : Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?

(src)="1.4"> Plus la femme est charnue , plus elle est considérée belle .
(src)="1.5"> Etre gros est aussi un signe d' opulence et la recherche de la beauté et des signes extérieurs de richesse amène à certaines méthodes peu orthodoxes : gavage , forçant les femmes à avaler deux kilos de couscous mélangés à deux verres de beurre en un repas .
(trg)="2.1"> Ny atao hoe “ tsara sy meva ” dia arakarak ’ izay maso mijery : Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania ; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “ manja ” .Ny olona vaventy dia heverina ho mpanankarena .Noho izany , misy tokoa ireo izay mampiasa fomba tsy marim-pototra mba ho manja kokoa araka ny heviny na koa hiseho ho manan-karena : ny fanatavezan sesi-mototra toy ny fanerena ny vehivavy hitelina couscous roa kilao miaraka amini ’ ny dibera 2 vera , indray homana .

(src)="2.1"> Le gavage des Mauritaniennes était le sujet d' un post de " Politique au Senegal " post , écrit par Naomed , et un commentateur remarque que :
(src)="2.2"> " mais ce n’ est pas de leur faute , ils ont été eduqués de la sorte "
(trg)="4.1"> Ny fanatavezana ny maoritanianina vavy no nahatonga ny lahatsoratry i Naomed ( Politique au Sénégal ) izay novalin ’ ny mpamaky iray hoe : “ tsy azo omen-tsiny ry zareo satria izany no fomba nanabeazana azy ”

(src)="2.7"> et puis il retourne cet argument :
(src)="3.1"> " Si un comportement actuel condamnable est toléré et justifié par une tradition et une éducation , il serait juste d' appliquer ce principe de manière universelle .
(src)="3.2"> Ce qui est bon ( à appliquer ) pour nous doit l' être pour les autres .
(trg)="5.1"> Nanontany tena ary Naomed ( Archiblog ) hoe ny tsy fahaizana sy ny fomba amam-panao dia ampy hanome rariny an ’ izy ireo .

# fr/2007_09_17_332_.xml.gz
# mg/2007_09_17_16_.xml.gz


(src)="1.1"> Thaïlande : Le crash aérien de Phuket
(trg)="1.1"> Thailand : Fiaramanidina nianjera tao Phuket

(src)="2.1"> Les blogueurs thailandais et de la région ont publié des billets sur le crash d’ un avion sur l’ aéroport de Phuket cet après-midi .
(trg)="3.1"> Manoratra momba ilay fiaramanidina nianjera tao amin 'ny seranan 'i Phuket androany tolakandro ny mpitoraka blaogin 'i Thailand .

(src)="2.2"> Phuket est une destination touristique populaire en Thaïlande et beaucoup de touristes thaïlandais ou étrangers visitent l’ île pour ses plages .
(trg)="3.2"> Phuket dia toerana fizahantany be olona tokoa ary tian 'ny mpizahatany na avy any ivelany na avy ao an-toerana amin 'ny moron-dranomasiny .

(src)="2.3"> Le vol OG269 , affrété par une ligne aérienne low cost , avait décollé de Bangkok avec des passagers thaïlandais et étrangers à bord .
(trg)="3.3"> Tonga avy any Bangkok ity zotra OG269 , izay tantanan 'ny budget airline , ity ary nitondra mpandeha Thai sy vahiny .

(src)="2.4"> Les derniers rapports font état de 88 victimes .
(trg)="3.4"> Ny vaovao farany dia nilaza fa nisy hatramin 'ny 88 ireo namoy ny ainy .

(src)="3.1"> The Lost Boy , le blog d’ un résident de Phuket , décrit les raisons du crash .
(trg)="4.1"> Toa izao no nanoratan 'i The Lost Boy izay avy ao Phuket azy tao amin 'ny about the cause of the crash .

(src)="4.1"> A environ 15h45 , le pilote a tenté d’ aterrir mais a rencontré des difficultés à cause de rafales de vent .
(trg)="5.1"> At about 3.45 pm , the pilot attempted to land the plane but got into difficulties due to strong winds .

(src)="4.2"> L’ avion a échappé à son contrôle et le pilote a tenté de redécoller mais sans vitesse suffisante , l' avion est sorti de piste et s' est écrasé contre des arbres et des murs avant de se briser en deux morceaux .
(trg)="7.2"> Tsy tafatombina araka ny tokony ho izy nefa izany ka niezaka niakatra indray ilay mpanamory .
(trg)="8.1"> Koa satria efa tsy voafehy tsara intsony ary tsy ampy koa ny hafainganam-pandeha ilaina hampiainga ny milina dia nibolisatra nivoaka ny seranana ilay fiaramanidina ka nidona tamin 'ny hazo sy ny rindrina nanodidina teo ary nizara roa .

(src)="6.1"> Le billet de The Lost Boy décrit aussi les événements à l' aéroport de Phuket .
(trg)="9.1"> Nisy ihany koa lahatsoratra izay nosoratan 'i The Lost Boys izay maneho ny toerana nitrangan 'ny loza tao amin 'ny seranam-piaramanidin 'i Phuket

(src)="7.1"> Bangkok Pundit met à jour son blog au fur et à mesure que de nouvelles informations lui parviennent .
(trg)="10.1"> Bangkok Pundit moa dia manavao hatrany ny blaoginy mitantara ny vaovao farany .

(src)="8.1"> Lilian présente ses condoléances aux familles des passagers décédés et aux habitants de Phuket. .
(trg)="11.1"> Naneho ny fiaraha-miory ho an 'ny fianakavian 'ny mpandeha sy ny mponin 'i Phuket i Lilian :

(src)="9.1"> Mon coeur va à ces passagers , à leurs familles .
(trg)="12.1"> My heart goes out to the passengers , the families .

(src)="9.2"> Mais aussi au personnel médical , à la police , aux sauveteurs etc qui ont eu plus que leur part de blessures et de morts à affronter après tout ce qu’ ils ont déjà vécu après le tsunami …
(trg)="13.1"> Mahatsiaro manokana ny mpandeha , sy ny fianakaviany aho .
(trg)="13.2"> Fa indrindra koa ireo mpiara-miasan 'ny hopitaly , ny polisy , ny mpamonjy aina sns izay nanao mihoatra izay zakany tokoa ho an 'ireo naratra sy namoy ny ainy efa hatramin 'izay nisian 'ny tsunami ...

(src)="11.1"> Le site Internet de la compagnie aérienne procure une liste de numéros de téléphone pour ceux qui veulent des informations au sujet du crash .
(trg)="14.1"> Namoaka ny lisitry ny laharan 'ny azo antsoina moa ny takelaky ny tompon 'ny zotra ho an 'izay hanadihady bebe kokoa momba ny loza :

(src)="12.1"> Pour toute information sur le crash du vol OG/OX269 à Phuket , vous pouvez appeler ces numéros temporaires en Thaïlande :
(trg)="22.1"> Azo antsoina ireto laharana ambany ireto ( ankoatry ny 1126 ) ho an 'ireo izay mila fanazavana kokoa momba ny loza nitranga tamin 'ny OG / OX269 tao Phuket

(src)="13.1"> 085-155-4622
(trg)="23.1"> 085-155-4622

(src)="14.1"> 085-911-5092
(trg)="24.1"> 085-911-5092

(src)="15.1"> 085-918-3422
(trg)="25.1"> 085-918-3422

(src)="16.1"> 02-535-7662
(trg)="26.1"> 02-535-7662

(src)="17.1"> 02-504-3227
(trg)="27.1"> 02-504-3227

(src)="18.1"> 02-504-3641
(trg)="28.1"> 02-504-3641

(src)="19.1"> ( l’ indicatif téléphonique de la Thaïlande est le 00 66 )
(trg)="29.1"> ( Ny code hiantsoana an 'i Thailand dia 66 )

(src)="20.1"> Preetam Rai
(trg)="30.1"> Preetam Rai

# fr/2007_10_03_333_.xml.gz
# mg/2007_09_20_20_.xml.gz


(src)="1.1"> Madagascar : Jeunes et désespérés , prêts à émigrer
(trg)="1.1"> Tanora ary mamoy fo , vonona hiondrana

(src)="1.2"> Une société de recrutement , présumée frauduleuse , a des problèmes légaux à Madagascar .
(trg)="1.2"> Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan 'ny lalana any Madagasikara .

(src)="1.3"> La société appelée Gateway Global Consultants et présidée par un certain Steve Turmel , un consultant international , qui est sous l' interdiction de quitter le territoire , avait promis à des milliers de Malgaches un job aux Bahamas pour la compagnie " West Palm Textiles and Garnments " , sous certaines conditions : Vaccination contre l' hépatite B et la fièvre jaune , obtention d' un passeport et paiement de frais de dossier de 240 000 Ar ( soit à peu prés $93 , une somme conséquente dans un pays ou un grand pourcentage de la population subsiste avec $1 par jour ) .
(trg)="1.3"> Gateway Global Consultants , tarihin 'izany Steve Turmel izany , milaza fa mpanolo saina maneran-tany , dia nahazo fandrarana hialana an 'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin 'ny « West Palm Textiles and Garnments » , raha mameno fombafomba sasantsasany : maka vaksiny miady amin 'ny hepatite B , tazo mavo , maka pasipaoro ary mandoa ny vola fehin-draharaha 240 000 Ar ( eo amin 'ny $ 93 eo ho eo , vola be amin 'ny tany izay ny habetsahan 'ny mponina dia miaina amin 'ny $ 1 isan 'andro ) .

(src)="2.1"> Plus de 3000 candidats se sont précipités , ayant vendu les quelques biens qu' ils avaient ( radios , télévisions , rizières ) pour payer les frais de dossier .
(trg)="2.1"> Nihoatra ny 3000 ny nirotsaka te handeha , rehefa avy nanamidy izay entana nananany ( radio , TVs , tanimbary ) mba handoavana io vola io .

(src)="2.2"> Certains s' endettèrent , d' autres démissionnèrent de leur travail .
(trg)="2.2"> Ny sasany moa latsaka an-ketra , ny sasany niala tamin 'ny asany .

(src)="2.3"> Gateway Global Consultants recevaient les candidatures dans leur bureau provisoire , dans le bâtiment d’ une école .
(trg)="2.3"> Gateway Global Consultants nandray ny taratasin 'ireo te handeha tao anatin 'ny birao vonjimaika tanaty tranon-tsekoly .

(src)="2.4"> Le bureau est maintenant fermé .
(trg)="2.4"> Ankehitriny efa mihidy io birao io .

(src)="2.5"> Contacté par le gouvernement malgache , le gouvernement des Bahamas a fait savoir qu' il n' existait pas de compagnie nommée " West Palm Textiles and Garnments " .
(trg)="2.5"> Nanontanian 'ny fitondrana malagasy ny fitondrana tany Bahamas ka nilaza fa tsy misy an 'izany « West Palm Textiles and Garnments » izany .

(src)="2.6"> Gateway Global Consultants ne connaît pas Steve Turmel .
(trg)="2.6"> Ny Gateway Global Consultants company koa moa tsy mahalala an 'i Steve Turmel .

(src)="2.7"> Mais beaucoup de candidats gardent espoir pour un départ vers la mi-septembre .
(trg)="2.7"> Kanefa mbola maro ireo te handeha no mbola manantena hiainga amin 'ny elanelan 'ny volana Septambra .

(src)="3.1"> Harinjaka appelle notre attention en reliant au site du quotidien Tribune Madagascar .
(trg)="3.1"> Harinjaka miantso antsika mijery ity toe-javatra ity manisy rohy amin 'ny Tribune Madagascar , takelaka gazety malagasy .

(src)="4.1"> Jentilisa se demande si ceci est une preuve de la crédulité des Malgaches désespérés d' obtenir un emploi et imaginant que la vie est certainement meilleure ailleurs même sous les conditions les plus douteuses .
(trg)="4.1"> Jentilisa manontany tena hoe izao ve no porofon 'ny finoanoam-poanan 'ny Malagasy mamoy fo te hahazo asa sy mihevitra fa ny fiainana any andafy no tsara kokoa , na anatin 'ny fomba fiaina hafahafa ratsy indrindra ary .

(src)="5.1"> " Pourquoi donc chercheraient -ils des travailleurs à des milliers de kilomètres alors que le grand continent tout proche regorge de chômeurs ?
(trg)="5.1"> “ Nahoana tokoa moa no aty amin ’ ny analiny kilaometatra ( Salay arivony ) no itadiavana mpiasa nefa ny kaontinanta lehibe eo akaiky eo aza be no tsy manana asa ?

(src)="5.2"> Maintenant beaucoup osent exprimer ce qu' auparavant ils taisaient de crainte d' être accusés de cynisme . "
(trg)="5.2"> Ankehitriny vao betsaka no nahasahy niteny fa teo aloha mbola nangina sao voampanga ho mpanatsatso eo . ”

(src)="7.1"> Malgré la vérité qui se dévoile peu a peu , certains osent dire qu' ils préfèrent encore souffrir à l' étranger parce que la vie ici est insupportable .
(trg)="6.1"> “ Hany ka na dia nivoaka tsikelikely aza nmarina mbola nisy ny nahasahy niteny fa aleony mijaly any an-tanin ’ olona fa tsy izy intsony ny fiainana eto . ”

(src)="9.1"> Certains se posent la question si pour la même souffrance galérer au pays est plus supportable qu’ à l' étranger ?
(trg)="6.2"> “ Eo no nampanontany tena hoe raha samy hijaly ihany ; mijaly eto an-tanindrazana no azo ihafiana kokoa sa ny mijaly any an-tanin ’ olona ?

(src)="9.2"> Des voix sévères ont dit que les Malgaches au pays étaient trop misérables et c' est pourquoi ils s' évertuent à vouloir partir .
(trg)="6.3"> Nisy manko ireo nasiaka mihitsy hoe tena fadiranovana loatra ny malagasy eto an-tanindrazana ka izany no mampibabababa azy hitady lalana hivoaka .

(src)="9.3"> Et nous avons été éduqués de telle manière que les pays étrangers sont vus comme des paradis et trop de Malgaches rêvent d' émigrer , même parmi ceux qui ne parlent même pas de langues étrangères .
(trg)="6.4"> Moa ny fitaizana natao teto amintsika mihitsy no nampanao paradisa ny any ivelany hany ka be loatra ny manofinofy ny hivoaka na dia ireo tsy mahay teny vahiny akory aza . ”

# fr/2007_09_14_326_.xml.gz
# mg/2007_09_22_14_.xml.gz


(src)="1.1"> Egypte : Pourquoi les Arabes soutiennent Ben Laden ?
(trg)="1.1"> Egypta : Inona moa ny antony anohanan ’ ny arabo an ’ i Bin Laden ?

(src)="1.2"> D' Egypte , Big Pharaoh écrit : “ Le soutien à Ben Laden provient du fait que les USA veulent désespèrement le capturer .
(trg)="1.2"> I Big Pharaoh ( Egypta ) no manoratra ny antony hanohanan ’ ny arabo an ’ I Ben Laden eny fa na dia manao izay tratran 'ny heriny hisamborana azy i Etazonia .

# fr/2007_09_18_334_.xml.gz
# mg/2007_09_23_23_.xml.gz


(src)="1.1"> Iran : Les blogueurs et l' affaire des cafards
(trg)="1.1"> Iran : ny mpibilaogy sy ny raharahan ’ ny « kadradraka » .

(src)="2.1"> Voici environ une semaine , le journal de Chicago The Colombus Dispatch a publié un dessin de presse qui représente l’ Iran comme un égout grouillant de cafards .
(trg)="1.2"> Herinandro lasa izay , namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an ’ Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka .

(src)="2.2"> Le dessin a provoqué des débats intenses parmi les blogueurs iraniens , particulièrement ceux qui vivent en Amérique du Nord .
(trg)="1.3"> Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin ’ ny mibilaogy iranianina , indrindra moa fa ireo monina eto Amerika avaratra .

(src)="3.1"> Les Iraniens en cafards
(trg)="2.1"> Ny Iranianina toy ny kadradraka

(src)="4.1"> Le blog Iranian Truth estime qu’ il s’ agit d’ un incident grave :
(trg)="3.1"> Ny bilaogy “ Iranian Truth ” dia mihevitra fa toe-zavatra mavesatra izany : “ Raha dinihana dia misy fanimbazimbanana ny maha-olona hatrany mialoha ny tantaran ’ ny famonona olona anarivony , ny ady sy fampijaliana toy ny famonona tany Cambodge , Serbia sy Bosnia nandritry ny ady an-trano tany Yougoslavia , ny famonona tany Armenia sy ny Holocauste ” .

(src)="5.1"> “ Suite à la polémique sur le dessin de presse paru dans The Columbus Dispatch , j’ ai effectué une recherche rapide dans le journal d’ Etat Kayhan , dont le directeur est nommé par le Guide Suprême .
(trg)="5.1"> Karnangir dia tsy mitovy hevitra amin ’ izany : noho ny ady hevitra nateraky ny sary tao amin ’ ny “ The Columbus Dispatch ” dia nanao fanadihadihana tsotsotra tao amin ’ ny gazetim-panjakana iranianina “ Kay ” izay voatendrin ’ ny filoha farantampony .

(src)="5.2"> Le résultat ?
(src)="5.3"> Jugez par vous -même . ”
(trg)="5.2"> Inona no vokany ?

(src)="8.1"> Le blogueur poursuit :
(trg)="5.3"> Anjaranao ny mitsara .

(src)="9.1"> “ Certaines personnes dans la blogosphère iranienne se sont senties insultées après la publication par The Columbus Dispatch .
(trg)="5.4"> Hoy ihany ity mpanoratra : misy ny mpibilaogy iranianina no nahatsiaro tena ho voaompa tamin ’ ny Columbus Dispatch .