# fil/2009_09_global-voices-mga-usap-usapan-para-sa-isang-mas-mabuting-mundo-conversations-for-a-better-world_.xml.gz
# mg/2009_09_07_3315_.xml.gz


(src)="1.1"> Global Voices + Conversations for a Better World
(trg)="1.1"> Global Voices + Resadresaka hanatsaràna ny tany

(src)="1.2"> Isang bagong panulat na sinuyu ng United Nations Population Fund ( UNFPA ) na tinawag na Conversations for a Better World ay nagpapatulong sa mga manunulat ng Global Voices para bigyang-diin ang mga usap-usapan ukol sa populasyon at pagpapaunlad sa buong mundo .
(trg)="4.1"> Blaogy iray vaovao tohanan 'ny United Nations Population Fund ( UNFPA ) antsoina hoe resadresaka ho fanatsarana ny tany no nanome làlana ny mpitoraka blaogy avy amin 'ny Global Voices mba hanampy azy ireo hampivoitra ny resaka an-tserasera momba ny mponina sy ny fandrosoana manerana izao tontolo izao .

(src)="2.1"> Hindi bababa sa isang dosenang manunulat ng Global Voices ay magbabahagi ng kuwento sa kanilang kabilugang panunulat ukol sa kapaligiran at pagbabago sa panahon , kabataan at kanilang sexualidad , pagiging ina , karapatang makapanganak , at iba pa , sa susunod na buwan sa Conversations for a Better World .
(trg)="5.1"> Raha kely indrindra dia mpitoraka blaogy ampolony mahery avy amin 'ny Global Voices no hizara ny tantaran 'izy ireo miainga avy amin 'ny tontolon 'ny fitoraham-bolongany tsirairay avy momba ny tontolo iainana sy ny fiovaovan 'ny toetrandro , ny tanora sy ny fananahana , ny fiterahana , ny zo momba ny fanjanahana , sy ny maro hafa , mandritry ny enim-bolana ho avy ao amin 'ny Conversations for a Better World .

(src)="3.1"> Bawat buwan may bagong paksa at dalawang bagong manunulat ay mangunguna .
(trg)="6.1"> Hisy lohahevitra iray vaovao isam-bolana ary mpitoraka blaogy roa vaovao no handray an-tanana ny raharaha .

(src)="3.2"> Sina Ayesha Saldanha ( Bahrain ) at Rezwan ( Bangladesh ) ang nag-edit ng kuwento sa buwan ng Agosto , at sila ay susundan ni Ndesanjo Macha ( Tanzania ) at Njeri Wangari sa buwan ng Setyembre .
(trg)="6.2"> Ayesha Saldanha ( Bahrain ) sy Rezwan ( Bangladesh ) no niara-namoaka ireo tantara tamin 'ny Aoguositra , ary hanara-dia azy ireo i Ndesanjo Macha ( Tanzania ) sy Njeri Wangari ( Kenya ) amin 'ny Septambra .

(src)="4.1"> Sa kasalukuyan , may nabalitaan kami galing sa mga manunulat na may HIV sa Aprika at Asya , mga reaksyon ukol sa AIDS sa Gitnang Silangan , at mga manunulat sa Indya ukol sa mga magsasakang nababalot sa matinding kahirapan na nagpakamatay .
(trg)="7.1"> Hatreto aloha , ny rentsika dia ny avy amin 'ireo mpitoraka blaogy mitondra ny otrikaretina VIHavy any Afrika sy Azia , ny teo-tsaina manoloana ny SIDA any Afovoany Atsinanana , ary ireo mpitoraka blaogy Indiana ny amin ' ireo tantsaha mamono tena manoloana ny fahantrana lalim-paka atrehany .

(src)="5.1"> Ito ay magandang pagkakataon para sa atin na iparinig sa mga organisasyon na hindi sakop ng gobyerno at ang madla ng UN , at para sa kabuang manunulat ng Global Voices bilang alternatibong pinagkukunan ng kita .
(trg)="8.1"> Misy vintana lehibe ho antsika izany mba ho henoin 'ireo fikambanana tsy miankina maro sy ny Firenena mikambana , ary ho an 'ny Global Voices amin 'ny ankapobeny dia loharanom-bola iray izany .

(src)="5.2"> Ilalathala din naming ang mga panulat ng Global Voices galing sa Conversations for a Better World sa isang espesyal na pahina sa itong website , and ibabalik ang mga links sa lahat na sinanay na bersyon galing sa mga Lingua websites .
(trg)="8.2"> Apetratsika ao amin 'ny Resadresaka ho fanatsarana ny tany anaty pejy voatokana ao amin 'ity vohikala ity ireo lahatsoratra nalaina tao amin 'ny Global Voices , ampiarahana amin 'ny rohy rehetra mankany amin 'ireo dikanteny rehetra ao amin 'ny Vohikalan 'ny Lingua .

(src)="6.1"> Lumalago pa ang Conversations for a Better World at humahanap pa ng mga boluntaryong magbibigay ng kanilang kontribusyon .
(trg)="9.1"> Resadresaka ho fanatsarana ny tany dia mivoatra miandalana ary mbola miandrandra mpirotsaka an-tsitrapo maro .

(src)="6.2"> Hinihikayat namin ang aming mga sariling komunidad na makihalok sa pamamagitan ng pagsusumite ng kanilang mga istorya , at madali lamang para sa kahit sino na magrehistro at magbahagi ng kanilang kuwento o komento rin .
(trg)="9.2"> Mamporisika manokana ireo ato anatin 'ny fianakaviambentsika izahay mba handray anjara amin 'ny fametrahana ny tantaran 'izy ireny , ary mora ho an 'ny olon-drehetra ny misoratra anarana sy mizara lahatsoratra na mametraka fanamarihana ihany koa .

(src)="7.1"> Maraming trabaho pa ang gagawin para alisin ang mga hdlang sa pag-uunlad na dulot ng kamangmangan at kakulangan ng kamalayan .
(trg)="10.1"> Mbola lavitra ny ezaka tsy maintsy hataontsika hanosehana lavitra ny sakana tsy ho fampandrosoana ateraky ny tsy fahalalàna na ny tsy fahampian 'ny fandraisana andraikitra .

(src)="7.2"> Sa pamamaraan ng pagbabasa at lantarang pagsasalita ng mga bagay na nakikita araw-araw ng mga manunulat sa buong mundo tayo ay makatulong na gumawa ng isang maliit na pagkakaiba .
(trg)="10.2"> Amin 'ny alalan 'ny famakiana na firesahana ankarihary ireo zavatra maro hitan 'ny mpitoraka blaogy maro maneran-tany eo amin 'ny andavanandrom-piainany , azontsika rehetra atao ny mitondra fanampiana mba hisian 'ny fiovana na dia ho bitika aza .

# fil/2009_09_estados-unidos-mehiko-astronaut-jose-hernandez-gumagamit-ng-twitter-mula-sa-panlabas-na-kalawakan-ng-mundo_.xml.gz
# mg/2009_09_07_3326_.xml.gz


(src)="1.1"> Estados Unidos , Mehiko : Astronaut Jose Hernandez Gumagamit ng Twitter Mula sa Panlabas na Kalawakan ng Mundo
(trg)="1.1"> Etazonia , Meksika : Mi-tweet avy eny an 'habakabaka ilay mpanamory sambondanitra José Hernández

(src)="1.2"> Ang astronaut na si Jose Hernandez ay kasalukuyang nag-aaligid sa mundo bilang bahagi ng isang pangkalawakang misyon sa Internasyonal na Pangkalawakang Istasyong , at sya ay gumagamit ng Twitter habang siya ay nasa labing-tatlong araw ng misyon .
(trg)="2.1"> Eo am-piodinana manodidina ny tany izao ilay mpanamory sambondanitra José Hernández ao anatin " ilay iraka ataon 'ny sambondanitra ho eny amin 'ny Toby an 'habakabaka iraisampirenena , ary mi-tweet izy mandritra ity iraka 13 andro ataony ity .

(src)="2.1"> Bilang isang anak na isinilang sa Estados Unidos ng mga imigranteng galing Mehiko , si Hernandez ay tumira halos kalahati ng kanyang buhay sa bansang pinanggalingan ng kanyang mga magulang at ang kalahati sa Estados Unidos .
(trg)="3.1"> Amin 'ny maha zanaka Meksikana mpifindra monina azy teraka tany U.S.A , tany an-tanindrazan 'ny ray aman-dreniny no nandaniany ny antsasaky ny fiainany ary ny ambiny sisa tany Etazonia .

(src)="2.2"> Ayon sa Mexico Reporter , siya ay isang pambansang bayani sa Mehiko at ang kuwento ng kanyang buhay ay inspirasyon sa parehong bansa .
(trg)="3.2"> Araka an 'i Mexico Reporter , mahery fo nasionaly any Meksika izy ary aingam-panahy ho an 'ny olona maro any amin 'ireo firenena roa ireo ny tantaram-piainany .

(src)="2.3"> Si Hernandez ay dating migranteng manggagawa , na nagtrabaho sa tabi ng kanyang mga magulang sa kampo , at ngayon ay ginawa ang unang lakbay nya sa panlabas na kalawakan ng mundo .
(trg)="3.3"> Mpiasa mpifindra monina i Hernández taloha , niasa tao amin 'ilay saha teo anilan 'ireo ray aman-dreniny , ary izao no fivahinianany voalohany any an 'habakabaka .

(src)="3.1"> Ang astronaut na si Jose Hernandez at hango sa Wikimedia Commons
(trg)="4.1"> Ny mpanamory sambondanitra José Hernández , avy amin 'ny Wikimedia Commons

(src)="4.1"> Ang kanyang twitter sa Ingles at Espanyol ay nagbibigay ng mga bagong balita habang sya ay naghahanda sa kanyang paglunsad , na iniskedyul para sa ika-25 ng Agosto .
(trg)="5.1"> Ny kaonty twitter-ny amin 'ny tenim-pirenena roa dia nanome fanampim-baovao foana nandritra ny fanomanana ny fandefasana azy , izay tokony ho tamin 'ny 25 Aogositra .

(src)="4.2"> Dahil sa mga problema sa makina , ito ay naantala ng ilang araw .
(trg)="5.2"> Noho ny olana ara-mekanika anefa dia nahemotra andro maromaro izany .

(src)="4.3"> Ang maling pagsimula at ang mga paulit-ulit sa mga karaniwang paghahanda ay nagsimula na magkaroon ng pamilyar na pakiramdam pagkatapos :
(trg)="5.3"> Taoriana kely dia lasa fahatsapana tsy vaovao intsony ny fiaingana tsy tena izy sy ny raharaha fanomanana miverimberina :

(src)="4.4"> Pupunta para sa isang magandang takbo .
(trg)="5.4"> Ndeha hihazakazaka kely aloha .

(src)="4.5"> Panahon mukhang makipagtulungan para sa gabing 1 : 10 umagang EDT lunsad !
(trg)="5.5"> Toa tsa ho an 'ny fiaingana rahalina amin 'ny 1 : 10 izany toetr 'andro androany izany !

(src)="4.6"> Pakiramdam katulad ng Ground Hog Day ! : - )
(trg)="5.6"> Ohatran 'ny Andron 'ny ' Ground Hog ' !

(src)="4.7"> Dito sa mga panahon ng paghahanda , nang nagkaroon si Hernandez ng pag-uusap sa telepono kay Mehikong Presidente Felipe Calderon .
(trg)="5.7"> Nandritra ireny fanomanana ireny no niresahan 'i Hernández an-tariby tamin 'ny filoha Meksikana Felipe Calderón .

(src)="5.1"> Sa wakas ang araw ay dumating , at ang paglunsad ng Space Shuttle sa orbito ng ika-28 ng Agosto .
(trg)="6.1"> Tonga ihany ilay andro nony farany , ary nalefa hiodidina ny tany ilay sambondanitra tamin 'ny 28 Aogositra .

(src)="5.2"> Nang nasa pangkalawakan na si Hernandez , nagbigay siya ng kanyang mga saloobin sa unang araw nya sa kalawakan :
(trg)="6.2"> Vao tonga tany an 'habakabaka i Hernández dia nizara ny eritreriny momba ny androny voalohany any an 'habakabaka any :

(src)="5.3"> Nag-aayos at natanto ang aking pangarap … Napakadakila ng Micro G. Natapos ang pag-aayos ng mga computer at naghahanda para matulog !
(trg)="6.3"> Mipetraka aho ary manatanteraka ny nofiko … Milay be ny ' Micro G ' .
(trg)="6.4"> Avy nandrindra ny solosainako ka ndeha hatory aho !

(src)="5.4"> Hinid ko kailangan ng unan !
(trg)="6.5"> Tsy mila ondana !

(src)="5.5"> Sa sunod na mag dalawang lingo , nagbigay si Hernandez ng mga balita ukol sa mga gawain ng misyon at ang mga kinabukasang gawain :
(trg)="6.6"> Ho an 'ireo roa herinandro manaraka , hanome fanampim-baovao momba ireo asa atao amin 'ny iraka sy ireo asa manaraka i Hernández :

(src)="5.6"> # onorbit Natapos ang araw ng ika-tatlong paglakbay at dumating sa istasyon .
(trg)="6.7"> # onorbit Vita ny sidin 'ny andro faha-3 ary efa tonga aty amin 'ny toby aho .

(src)="5.7"> Nakilala ko ang aking 6 na kapitbahay at mukhang mabait sila !
(trg)="6.8"> Nifankahita tamin 'ireo mpiray vodirindrina 6 ary mahafinaritra be ry zareo ireo !

(src)="5.8"> Sobrang bait na bibigyan namin ng sakay pauwi ang isa sa kanila !
(trg)="6.9"> Tena mahafinaritra loatra ka dia ho entinay mody ny iray amin 'izy ireo !

(src)="5.9"> Sundin ang mga tweets sa misyon sa @ Astro _ Juan
(trg)="6.10"> Araho ny tweet-ny momba ny andro sisa amin 'ilay iraka ao amin 'ny @ Astro _ Jose

# fil/2009_10_pagdadalantao-at-bilangguan-kalusugan-at-karapatan-ng-kababaihan-sa-likod-ng-rehas_.xml.gz
# mg/2009_10_26_3973_.xml.gz


(src)="1.1"> Pagdadalantao at Bilangguan : Kalusugan at Karapatan ng Kababaihan sa Likod ng Rehas
(trg)="1.1"> Fitondrana vohoka sy ny fonja : Ny fahasalamana sy ny zon 'ny vehivavy voafonja

(src)="2.1"> Pantay-pantay ba ang mga nagdadalantao pagdating sa karapatang pantao , o para lamang ito sa mga malalaya ?
(trg)="3.1"> Manana ny zony feno ve ny vehivavy bevohoka rehetra , sa tsy manan-jò intsony rehefa voafonja ?

(src)="3.1"> May mga ilang katanungan na naiisip tungkol sa karapatan ng mga nagdadalantao na mabuhay at palakihin ang kanilang anak kapag sila ay nakulong dahil sa isang krimen : Ano ang pakiramdam nila kapag nagdalantao sila at nanganak sa loob ng bilangguan ?
(trg)="4.1"> Izany no fanontaniana tonga ao amin 'ny tena rehefa mieritreritra ny zon 'ny vehivavy bevohoka voafonja hamelona sy hitaiza ny zanany raha voaheloka amin 'ny heloka sasantsasany izy : Tahaka ny ahoana moa amin 'izy ireo izany hoe bevohoka na mananjanaka nefa voafonja izany ?

(src)="3.2"> Dapat ba silang mabigyan ng karapatang mauna kung may mga kababaihan sa labas ng bilangguan na hindi nagkakamit ng atensyong medikal ?
(trg)="4.2"> Tsy maintsy hoe laharam-pahamehana ve izy ireo raha misy ny vehivavy hafa tsy voafonja tsy mahazo fanaraha-maso ara-pahasalamana ?

(src)="3.3"> Dapat bang mas manaig ang pagka-ina sa kahit na anong kalagayang legal upang masiguro ang kanyang karapatang pantao ?
(trg)="4.3"> Ny maha-reny ve no mandrava ny lalàna hafa rehetra mba iantohana ny zon 'ny vehivavy bevohoka ?

(src)="4.1"> USA : Hindi na Pinoposasan ang mga Babaeng Nanganganak
(trg)="5.1"> Etazonia : Tsy azo ekena intsony ny fametahana menôty eo ampiterahana .

(src)="5.1"> Naiisip mo ba ang isang babae na nanganganak habang nakaposas ang kanyang mga kamay at paa sa kama ?
(trg)="6.1"> Inona no mitranga ho an 'ny zanaka voafonja rehefa teraka ?

(src)="5.2"> Sinasabi sa atin ni Malika Saada Saar , tagapagtatag at tagapamahala ng Rebecca Project for Human Rights na ang ganitong eksena ay nangyayari pa rin sa Estados Unidos ng Amerika , kung saan ang pagposas sa mga nagdadalantao na nakabilanggo ay tila karaniwan na lamang sa ilang bilangguan , kahit na ito ay mapanganib sa kalusugan ng ina at anak .
(trg)="7.1"> Samy manana ny lalàny avy ny isam-pirenena momba ireny zaza teraka tany am-pamonjana ireny .

(src)="7.1"> Iba-iba ang pamamalakad ng iba ’ t-ibang bansa tungkol sa mga bata sa bilangguan .
(src)="7.2"> Sa Argentina halimbawa , ayon sa Ajintem , isang sentro ng kaalaman para sa kabatiran ng mga dayuhan , isang batas ang naipasa noong nakaraang taon ang nagsasaad na ang mga nagdadalantao , mga kababaihang may anak na wala pang limang taong gulang o mga may kapansanan ay mabibiyayaan ng karapatan na masailalim na lamang sa house arrest .
(trg)="7.2"> Any Arzantina , ohatra , araka ny lazain 'ny Ajintem , fampahalalam-baovao an-tserasera mampahafantatra ny momba ny fifindra-monina , dia nisy lalàna manokana ho an 'ny vehivavy bevohoka voafonja nolaniana tamin 'ny herintaona , izay mametraka fa mahazo mamita ny saziny any amin 'ny fonenany saingy mahazo alalana vao mahazo mivoaka sady arahi-maso ny vehivavy manan-janaka latsaky ny dimy taona na manana zaza sembana .

(src)="7.3"> Hindi lamang ang ina ang makikinabang sa batas na ito , kung hindi maging ang bata na malalayo na sa posibilidad na mapalaki sa isang hindi ligtas na kapaligiran na tinanggalan ng kalayaan at walang sapat na pamamahala sa kalusugan at pagkain , o mapalayo sa ina na maaaring magdulot ng mas maraming suliranin .
(trg)="7.3"> Mahasoa tsy ny reny ihany izany lalàna izany , satria tsy hahazo fikarakarana ara-pahasalamana azo antoka ho azy izy mandritra ny fotoana itondrany vohoka , fa ny zaza ihany koa , izay mety ho notezaina tao anatin 'ny tontolo tsy misy fahafahana sady tsizarizary ny sakafo sy ny fanaraha-maso ara-pahasalamana , na mety hotezaina lavitra an-dreniny , izay mety hiteraka olana maro isan-karazany ihany koa .

(src)="7.4"> Gayunpaman , dapat itong maging mensahe sa mga hukom na sundin ang diwa ng batas at ipagkaloob lamang ang karapatan na ito sa mga babae na hindi naging bahagi ng mga marahas na krimen , upang masiguro sa taumbayan na hindi sa lahat ng oras ay maaaring magamit ang pagbubuntis upang makaligtas sa pagkakakulong .
(trg)="7.4"> Na izany aza dia hafatra ampitaina amin 'ny Mpitsara io hanarahany ny hevitry ny lalàna sy hanomezany alalana ireo vehivavy tsy tafiditra amina heloka miharo herisetra , ary hanomezana toky ihany koa ny mponina sivily fa tsy lalana malalaka ivoahana ny fonja tsy akory ny fitondrana vohoka .

(src)="8.1"> Sa Canary Islands , ayon sa Prisiones y Penas blog na sumusulat tungkol sa mga usaping bilangguan , ang mga babae ay pinapayagan na maalagaan ang kanilang mga anak hanggang tatlong taong gulang sa loob ng kanilang mga selda kasama ang ilan pang bilanggo , na hindi pa rin nakabubuti .
(trg)="8.1"> Any amin 'ny nosy Canary indray , araka ny filazan 'ny bolongana Prisiones y Penas , izay miresaka ny momba sy ny lohahevitra mahakasika ny toera-pamonjana , dia mahazo alalana hitazona ny zanany hatramin 'ny faha-3 taonany hiray efitra aminy ao am-ponja ny vehivavy , saingy miaraka amin 'ireo vehivavy hafa miara-voafonja aminy ihany koa , izay tsy ny tontolo tsara indrindra .

(src)="8.2"> Sa gayon , ang mga nagdadalantao o mga babaeng may anak na tatlong gulang pababa ay pinapayuhan sa pagpasok nila sa bilangguan na hindi makabubuti para sa bata ang lumaki sa likod ng rehas , at bibigyan sila ng karapatang makapili kung saan nila gustong ipadala ang bata upang mapalaki .
(trg)="8.2"> Avy amin 'izany dia efa nilazana ny vehivavy bevohoka na manana zaza latsaky ny 3 taona hiditra ny fonja fa tsy mahasoa ny zaza ny mitombo any ambadiky ny fefy vy , ka omena safidy izy ireo ny hamoaka ny zanany ho any amin 'ny fianakaviana .

(src)="8.3"> Ito rin ang kalagayan sa Peru at Russia .
(trg)="8.3"> Tahaka izany ihany koa no mitranga any Peru sy Rosia .

(src)="8.4"> Sa Estados Unidos , dalawa lamang ang bilangguan na pumapayag sa ganitong kaparaanan , at ito ay sa New York at sa Nebraska , ayon sa tanyag na litratista na si Jane Evelyn Atwood sa kanyang tatlong bahagi na photo documentary para sa Amnesty International na tinaguriang Too Much Time , kung saan dinalaw niya ang karamihan sa mga bilanggo sa buong mundo at ikinuwento ang buhay ng mga ito .
(trg)="8.4"> Any Etazonia dia toera-pamonjana roa ihany no manome alalana tahaka izany , any New York sy any Nebraska , araka izay nolazain 'ilay mpaka sary malaza Jane Evelyn Atwood ao amin 'ny sary fanadihadiana misy fizarana 3 nataony ho an 'ny Amnesty International , antsoiny hoe Too Much Time , izay nitsidihany toera-pamonjana ampolony manerantany sy nandraketany sy nanangonany fanadihadiana ny fiainan 'ny voafonja .

(src)="9.1"> Bakit nga ba hindi lahat ng bilangguan sa Estados Unidos ay pumapayag na makupkop ng mga ina ang kanilang mga anak ?
(trg)="9.1"> Nahoana moa ny rafi-piarenana any Etazonia amin 'ny ankapobeny no mtsy mamela ny vehivavy hitazona ny zanany hiaraka aminy ?

(src)="9.2"> Ipinaliwanag ni Atwood na dahil sa posibilidad ng isang hostage situation kaya hindi ito pinapayagan .
(trg)="9.2"> Nohazavain 'i Atwood fa tsy navela natao izany noho ny mety hisiana fanaovana takalon ' aina .

(src)="9.3"> Sinagot ito ng Prison Photography Blog :
(trg)="9.3"> Ao amin 'ny Prison Photography Blog no hanaovan 'izy ireo izao filazana izao :

(src)="9.4"> Dalawa lamang ang bilangguan sa Estados Unidos ang pumapayag na magkaroon ng bata sa likod ng rehas .
(trg)="9.4"> Tsy mahazo miditra ny fonja afa-tsy amin 'ny toerana roa ny kilonga any Etazonia .

(src)="9.5"> Isang dahilan nito ay ang banta sa kaligtasan : ang pagkakaroon ng bata sa loob ng bilangguan ay maaaring maging hostage target .
(trg)="9.5"> Eo amin 'ny fiarovana no ambara fa anton 'izany : aina marefo lalandava sy mety ho lasa takalon 'ania mandrakariva izany kilonga any am-ponja izany .

(src)="9.6"> Ang pahayag na ito ay maaaring hindi totoo kung ang bilangguan sa ibang bansa ang pag-uusapan .
(trg)="9.6"> Mihanjahanja izany fanambarana izany rehefa itodihana ny rafi-piarenan 'ny firenen-kafa .

(src)="9.7"> Ang Atwood documentary sa website ng Amnesty International ay may bahagi na nagpapakita ng proseso kung paano nanganganak habang nakaposas gaya ng Vanessa ’ s Baby , mga bilangguan at pagiging ina , na may kalakip na larawan ng mga babae habang binabasa ng litratista ang isang sanaysay tungkol sa kanyang mga karanasan habang dumadalaw sa mga bilanggo at kumukuha ng larawan .
(trg)="9.7"> Ny ango-panadihadian 'i Atwood ao amin 'ny songadin 'ny vohikalan 'ny Amnesty International no ilazany izany miteraka mipetaka menôty izany araka izay efa navoakan 'i Vanessa 's Baby sy ny momba ny rafi-piarenana sy ny fiainana maha-reny , omban 'ny sary mandritra ny hamakiany ny lahatsoratra miresaka ny zavatra hitany tany am-pitsidihana fonja isan-karazany sy nakany saripika .

(src)="10.1"> Pagdadalantao bilang Kasangkapan ?
(trg)="10.1"> Entina mifampiraharaha ve ny fitondrana vohoka ?

(src)="11.1"> Bakit nga ba sobrang pinagtatalunan ang karapatan ng mga nagdadalantao sa bilangguan ?
(trg)="11.1"> Nahoana no mampiroanahana tahaka izany ny zon 'ny vehivavy bevohoka voafonja ?

(src)="11.2"> Sa Russia Today , isang broadcasting channel sa Russia , binanggit ang paksang ito noong pinag-uusapan ang pagkapanganak at pagpapalaki sa mga bata sa loob ng bilangguan sa Russia :
(trg)="11.2"> Ao amin 'ny Russia Today , televiziona Rosiana iray , dia voatonona ity lohahevitra ity rehefa noresahina ny momba ny zaza teraka sy nobeazina tany amin 'ny rafi-piarenana rosiana :

(src)="11.3"> May mga nag-iisip na may mga inang nagpapabuntis para lamang mapagaan ang buhay nila sa loob ng bilangguan .
(trg)="11.3"> Misy ny mihevitra fa manao izay hahabevohoka azy fotsiny ny reny sasantsasany hahamora kokoa ny fiainany any am-pamonjana .

(src)="11.4"> May mga hospital leave , tapos may nakalaang oras para sa iyong anak – sinasabi nilang mas mabuti pa ito kaysa umupo sa selda .
(trg)="11.4"> Miaina any amin 'ny Hopitaly , manana fotoana be dia be voarafitra ahafahana miaraka amin 'ny kilonga – tsara kokoa izany rehetra izany noho ny mipetraka anaty tranovato , hoy ny filazan 'izy ireo .

(src)="11.5"> At mga mga babae na nag-iisip na ang pagdadalantao ay ang tanging paraan upang makatakas sila sa hatol sa kanila , gaya ng nangyari noong nakaraang Hunyo , kung saan ang isang babaeng British ang nahatulan ng kamatayan at nakaligtas , dahil hindi pinahihintulutan ng pamahalaang Laos ang pagpataw ng hatol sa mga nagdadalantao .
(trg)="11.5"> Ary misy ny vehivavy taratra ihany fa ny fitondrana vohoka no lalana tokana ahafahana miala amin 'ny fanefana sazy , tahaka izay nitranga tamin 'ny volana jona teo , raha nogadraina sy nohelohina ho faty ny vehivavy anglisy iray tany Laos noho ny raharaha zavamahadomelina fa bevohoka tany am-pigadrana izy , rehefa tsy mamono ho faty ny vehivavy bevohoka ny fitondrana any Laos .

(src)="11.6"> May mga nagsasabi , ayon sa Daily Express , isang pahayagang British , na sinadyang magpabuntis ng babae upang makatakas sa hatol na kamatayan .
(trg)="11.6"> Ny filazana nataon 'ny Daily Express , gazety anglisy iray , no nahafantarana fa natsaika tamin 'ny fomba artifisialy ravehivavy mba hanavotana azy .

(src)="12.1"> Sa ibang salita : nasa babae ang kapasyahan
(trg)="12.1"> Mitantara ny amin 'ny zanany sy ny fiainana voafonja araka ny fiteniny ny vehivavy

(src)="13.1"> Si Geraldin Rodríguez ay isang Argentinean na nakabilanggo sa Ecuador dahil sa pagbebenta ng ipinagbabawal na gamot .
(src)="13.2"> Sinabi niya kay Marcos Brugiati , isang manunulat para sa maka-sining na pahayagan sa Internet na Plastica-Argentina , ang kanyang kwento tungkol sa pag-arte at pagpapalabas sa loob ng bilanggo at pagkakaroon ng anak .
(trg)="13.1"> Geraldin Rodríguez , Arzantiniana voafonja any Ekoatera noho ny fanondranana zava-mahadomelina no niresaka tamin 'i Marcos Brugiati , mpanoratra sady nampiroborobo tamin 'ny famoahana an-tserasera ny resaka zavakanto Plastica-Argentina , ny tantaran 'ny fanaovana teathra any am-pigadrana , izany bevohoka any am-ponja ary ny nananany zaza .

(src)="13.3"> Pinayagan siyang kupkupin ang kanyang sanggol , ngunit napagpasyahan niyang dapat lumaki ng malaya ang anak niya :
(trg)="13.2"> Nahazo alalana ny hitazona ny zanany hiaraka aminy izy saingy naleony mihalehibe any ampahalalahana ny zanany :

(src)="13.4"> Habang nagsisilang , walang pwedeng pumasok sa loob ng delivery room .
(trg)="13.3"> Tsy misy mahazo miditra ao an 'efitra mandritra ny fiterahana .

(src)="13.5"> Hindi nga alam ng pamilya ko na nanganganak na ako .
(src)="13.6"> Nalaman lang nila noong lumabas na ako ng ospital .
(trg)="13.4"> Tsy nahalala ny niterahako zazavavy akory ny fianakaviako raha tsy efa nandao ny hopitaly aho .

(src)="13.7"> Sa loob ng tatlong araw may ilang beses na may bantay ako sa loob ng silid , pero kadalasan sinasabihan sila ng nurse na manatili na lamang sa labas ng silid at sumunod naman sila .
(trg)="13.5"> Mipetraka ao an 'efitra ny mpiambina nandritra ny telo andro , saingy mimenomenona matetika ry zareo rehefa asain 'ny mpitsabo mpanampy hivoaka ny efitra .

(src)="13.8"> Nakakarinig na ako ng mga nakakatakot na kwento tungkol sa mga babae na nakaposas sa kama .
(trg)="13.6"> Efa reko ny tantara mampihorokoditra milaza fa petahina menôty eo am-pandrianany ny vehivavy .

(src)="13.9"> Nakapaswerte ko dahil hindi ko naman naranasan ang ganoon .
(trg)="13.7"> Faly tokoa aho fa tsy mba nanaovana izany .

(src)="13.10"> Tao ang turing sa akin ng mga nurse dito , at hindi bilanggo .
(trg)="13.8"> Maro tamin 'ny mpitsabo mpanampy no nikarakara ahy amin 'ny mahaolona fa tsy amin 'ny mahavoafonja ahy .

(src)="13.11"> Maaari mong mabasa ang ilan pa sa kanyang sanaysay tungkol sa kanyang pagiging magulang sa loob ng bilangguan at ang mga pagbabagong mararanasan ng mga bilanggong babae sa mga anak nila sa Women and Prison .
(trg)="13.9"> Mbola misy tantara hafa azonao vakiana momba ny fitomboana miaraka amin 'ny havana any am-ponja sy ny fiantraikany isan-karazany amin 'ny zanaky ny vehivavy voafonja koa ao amin 'ny Women and Prison .

(src)="14.1"> Ano sa tingin mo ?
(trg)="15.1"> Koa ahoana ary ny eritreritrao ?

(src)="14.2"> Maraming mga nagdadalantao sa buong mundo ang hindi nakakatanggap ng kahit na anong atensyong medikal .
(trg)="15.2"> Mahita ireo vehivavy bevohoka manerantany tsy mahazo fikarakarana ara-pahasalamana , mbola tokony hisy ve ny ezaka fanampiny omena ireo vehivavy voafonja ?

(src)="14.3"> Dapat bang magkaroon ng mga pagkilos para mapagaan ang buhay ng mga kababaihan sa loob ng bilangguan ?
(trg)="15.3"> Misy ve ny fahasamihafana eo amin 'ny vehivavy mamita sazy sy ireo izay ivelan 'izany ?

(src)="14.4"> May kaibahan ba ang mga ina na nasa loob ng bilangguan at nasa labas ?
(trg)="17.1"> Ny sary nampiasaina handravaka ny lahatsoratra dia “ 17 de noviembre ” an 'i daquella manera .

(src)="14.5"> Dapat bang magkaiba ang turing sa kanila ?
(trg)="17.2"> Juliana Rincón Parra

# fil/2009_11_pilipinas-tv-ads-para-sa-mga-kandidato-sa-pagkapangulo_.xml.gz
# mg/2009_11_24_4280_.xml.gz


(src)="1.1"> Pilipinas : TV Ads para sa mga Kandidato sa Pagkapangulo
(trg)="1.1"> Filipina : Dokambarotra kandidà ho filoham-pirenena amin 'ny fahitalavitra

(src)="1.2"> Magkakaroon ng halalan para sa pagkapangulo sa Pilipinas sa susunod na taon .
(trg)="1.2"> Hisy fifidianana filoham-pirenena any Filipina amin 'ny taona ho avy .

(src)="1.3"> Nagsimula na ang panahon ng halalan noong nagsipasa ang mga kandidato ng kanilang mga certificates of candidacies sa mga tanggapan pang-halalan ng pamahalaan sa buong bansa .
(trg)="1.3"> Efa nanomboka ny fotoan 'ny fifidianana amin 'ny famenoana ireo antontan- taratasy filatsahana any amin 'ireo biraom-panjakana manerana ny firenena .

(src)="2.1"> Upang makaakit ng pansin at upang maipaalam sa mga botante ang kanilang kagustuhang tumakbo , kinailangan ng mga kandidato sa pagkapangulo na lumikha at magbayad para sa pagsasaere ng kanilang mga TV Ads .
(trg)="2.1"> Ho fanairana sy fampahafantarana ny mpifidy mikasika ny firotsahana ho fidiana manao fandaharana sy mandoa ny vola mifandraika amin 'izany ireo mpifaninana ho filoham-pirenena .

(src)="2.2"> Marami-rami na ring mga videos ng mga kandidato ang sumasahimpapawid ngayon sa mga telebisyon nitong mga nagdaang buwan .
(trg)="2.2"> Sarimihetsika maro momba ireo mpilatsaka ho fidiana ireo no efa nandeha tamin 'ny fahitalavitra nandritra ny volana vitsivitsy izay .

(src)="2.3"> Lahat ng mga TV ads na ito ay naka-upload din sa YouTube .
(trg)="2.3"> Efa tafiditra ao amin 'ny YouTube avokoa ireny fandaharana ireny .

(src)="3.1"> Nagbigay si Pinoy Picks ! ng isang inisyal na listahan ng mga kandidato sa pagkapangulo sa bansa .
(trg)="3.1"> Pinoy Picks ! no namoaka ny lisitr 'ireo mpilatsaka ho fidiana .

(src)="3.2"> Hindi kuntento si Shalapog ’ s Blog sa mga kandidato ngayon :
(trg)="3.2"> Tsy afa-po amin 'ny fanangonana ireo anarana ireo ny bilaogin 'i Shalapog :

(src)="4.1"> Sa paggising mo sa umaga , maamoy mo na agad na parating na ang kapanahunan .
(trg)="4.1"> Rehefa mifoha ianao amin 'ny maraina dia tsapanao fa mihamanakaiky ny fotoana .

(src)="4.2"> Makikita mo ito sa lahat ng kanto , sa mga musika sa radyo , sa mga taong abala sa pagtingin sa kanilang mga listahan at maging sa mga commercial sa TV .
(trg)="4.2"> Hitanao izany eny an-dalana rehetra eny , amin 'ny hirahira ao amin 'ny radio , ny fahasahiranan 'ny olona mijery ny lisitra sy mampiditra izany amin 'ny dokam-barotra ao amin 'ny fahitalavitra .

(src)="4.3"> At narito na nga sila , ang mga PRESIDENTIABLES !
(trg)="4.3"> Hita eo ireo ... azo fidiana ho filoham-pirenena !

(src)="4.4"> Hindi ako nasasabik sa darating na halalan sa 2010 , dahil hindi ako kuntento sa mga kandidato at sa kanilang mga nagawa .
(trg)="4.4"> Fifidianana 2010 , tsy dia mamparisika ahy loatra satria tsy mahafa-po ahy ireo mpilatsaka ho fidiana sy ny laharany ao amin 'ny rejistra .

(src)="4.5"> Wala akong masyadong alam tungkol sa pulitika , pero kumuha ako ng Political Science noong ako ay nasa kolehiyo .
(trg)="4.5"> Tsy dia mahay politika aho , na dia nianatra siansa politika aza tany am-pianarana .

(src)="4.6"> Gayunpaman , may malasakit pa rin ako sa kung ano ang mangyayari sa bansa sa ilalim ng susunod na pangulo .
(trg)="4.6"> Na izany aza fantatro hoe hanao ahoana ny firenena miaraka amin 'izay ho filoha manaraka eo .

(src)="4.7"> Narito ang ilan sa mga TV ads ng mga kandidato sa pagkapangulo :
(trg)="4.7"> Indreto ny fandaharana mikasika ireo mpilatsaka ho fidiana :

(src)="5.1"> Nais ni Senador Manny Villar na ipakita ang kanyang mga mapagkumbabang simulain :
(trg)="5.1"> Manindry mafy ny amin 'ny fanombohany amm-panetren-tena ny loholona Manny Villar :

(src)="7.1"> Gumanap si Senador Chiz Escudero bilang isang superhero :
(trg)="7.1"> Manao izay hampalaza azy ny loholona Chiz Escudero

(src)="9.1"> Binigyang diin ng Kalihim ng Tanggulan at kandidato ng administrasyon na si Gilbert Teodoro na ang galing at talino ang kailangan sa pamahalaan :
(trg)="9.1"> Mila fahaiza-manao sy fahaizana ny governemanta hoy ny sekreteran 'ny fiarovana , kandidan 'ny fitantanana Gilbert Teodoro

(src)="11.1"> Ang anak ng dating pangulo na si Senador Noynoy Aquino ang may pinakamaraming personalidad na napabilang sa kanyang political TV ad-music video
(trg)="11.1"> Ny loholona Noynoy Aquino , zanaka lahin 'ny filoha , no manao sary mihetsika miaraka amin 'ny mozika tsara indrindra

(src)="13.1"> Si dating Pangulong Joseph Estrada ay literal na tumatakbong muli , sa pamamagitan ng kanyang commercial para sa isang gamot laban sa arthritis .
(trg)="13.1"> Ny filoha teo aloha Joseph Estrada milatsaka ho fidiana indray ao ambadiky ny fivarotana fanafody artrita

(src)="15.1"> Nilingon ni Iskolar Danny Arao ang mga ads na ito :
(trg)="15.1"> Scholar Danny Arao no mandinika ireo fandaharana ireo :

(src)="16.1"> Malalakas ang mga ito sa anyo , ngunit kulang sa diwa .
(trg)="16.1"> Mody jerena matanjaka ara-batana izy ireo kanjo tsy ampy hery .