# fa/2007_10_02_173_.xml.gz
# mg/2007_10_03_51_.xml.gz


(src)="1.1"> ایران : یک روز پس از بمباران
(trg)="1.1"> Iran : Ny Ampitson 'ny " zera-baomba " kasaina atao amin 'Iran

(src)="2.2"> بلاگر می افزاید در مورد عراق هم چنین مساله ای به طور بی شرمانه ای در نظر گرفته نشد
(trg)="1.2"> Hoy ny mpiblaogy Chris Weignat ao amin 'ny blaoginy :

# fa/2007_10_16_186_.xml.gz
# mg/2007_10_10_66_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : گرسنگی
(trg)="1.1"> Miharatsy ny tsy fahampiana ara-tsakafo any Zimbabwe

(src)="2.1"> دزیمبیا می نویسد که وضعیت غذایی در زیمبابوه به شدت وخیم است و اکثر دو میلیون نفر از ساکنان پایتخت روزی فقط یک وعده غذا می خورند
(trg)="1.2"> Dzimba dia mamoaka lahatsoratra ao amin 'ny Zimbabwe online momba ny fiharatsian 'ny ara-tsakafo any Zimbabwe : Ny ankabeazan 'ny fianakaviana any Harare , izay misy mponina efa ho roa tapitrisa , dia miaina amin 'ny sakafo iray isan 'andro ary miha-betsaka ny tsy fahampiana ara-tsakafo ao amin 'ny renivohitra zimbabweana , hoy ny manampahaizana ara-tsakafo tamin 'ny atalata teo .

# fa/2007_10_27_202_.xml.gz
# mg/2007_10_22_119_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : جامعه باز و جامعه زیمبابوه
(trg)="1.1"> Zimbabòe : Andrimaso an 'i Zimbabòe

(src)="2.1"> به گفته کوباتانا در سایت جامعه باز سوروز بخشی به نام نگاه به زیمبابوه وجود آمده تا مسایل این کشور را مورد بررسی قرار دهد
(trg)="1.2"> Ny blaogy Kubatana blog dia mitatitra ny fiforonan 'ny tetik 'asa vaovao hitsinjovana ireo fifidiana any Zimbabòe amin 'ny herintaona :

# fa/2007_10_22_196_.xml.gz
# mg/2007_10_23_127_.xml.gz


(src)="1.1"> آفریقا : آمریکا قاره سیاه را مسلح می کند
(trg)="1.1"> Afrika : Fampitaovan 'ny Amerikana an 'i Afrika ara-miaramila

(src)="2.1"> آلکس می نویسد که آمریکا که در حال جنگ با ترور است در حال مسلح کردن آفریقای سیاه است .
(src)="2.2"> بلاگر می نویسد که در ژانویه وی از حضور سیای در آفریقا مطالبی نوشته است
(trg)="1.2"> Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an 'i Afrika ara-miaramila :

# fa/2007_10_26_200_.xml.gz
# mg/2007_10_26_146_.xml.gz


(src)="1.1"> عربستان سعودی : رانندگان مست
(trg)="1.1"> Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo

(src)="2.1"> سعودی جینز می گوید در کشوری که مانند عربستان که الکل ممنوع است هر آخر هفته رانندگان مست سانحه می افرینند
(trg)="1.2"> Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben 'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin 'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo :

# fa/2007_10_29_212_.xml.gz
# mg/2007_10_28_149_.xml.gz


(src)="1.1"> ازبکستان : مرگ خبرنگار
(trg)="1.1"> Ozbekistana : Nampanginina indray ny feo hafa iray

(src)="2.1"> بودی از به قتل رسیدن خبرنگار ازبک در قرقیزستان می نویسد آلیشر سایپوف خبرنگار 26 ساله ازبک از منتقدین دولت ازبک در مورد نقض حقوق بشر بود و به طور وحشیانه ای در قرقیزستان به قتل رسید .
(trg)="1.2"> Ny blaogy Beaudi 's Blog dia midinidinika momba ny famonoana an-kerisatra nahazo ilay mpanao gazety Ozbekistana vao 26 taona monja tao an-tanànan 'i Osh any amin 'ny faritra manolo-bodirindrina amin 'i Kyrgyzstana .

(src)="2.2"> بلاگر می گوید وی در کشورهای آسیای مرکزی چهر ه ای شناخته شده و قابل احترام بود
(trg)="1.3"> Ity mpanao gazety ity dia fanta-daza sy fatra-panaja amin 'iny faritra manomorona an 'i Azia Afovoany iny , sady tsy nisalasala ny namoaka ampahibemaso ireo tsikerany mikasika izay pôlitika sy izay mety tsy ho fanajan 'ny Governemanta Ozbeka ny zon ’ olombelona :

# fa/2007_11_05_217_.xml.gz
# mg/2007_11_04_175_.xml.gz


(src)="1.1"> هند : اجلاس جهانی توالت
(trg)="1.1"> Indy : Tsy misy toeram-pivalanana

(src)="2.1"> ایندین دیلی می نویسد که در هفتمین اجلاس جهانی توالت که در هند برگزار شد این موضوع مطرح شده که هشتاد در صد هندی ها دسترسی به توالت ندارند
(trg)="1.3"> Mahakivy ihany izany indrindra raha heverina fa hotanterahina any Indy amin 'ity herinandro ity ny Fivoriambe Iraisam-Pirenena faha-7 mikasika ireo Toeram-Pivalanana na « 7th World Toilet Summit » :

# fa/2007_11_09_223_.xml.gz
# mg/2007_11_06_187_.xml.gz


(src)="1.1"> پاکستان : صفحه ویژه صداهای جهانی
(trg)="1.1"> Hetsika manokana ataon 'ny Global Voices hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana

(src)="2.1"> صداهای جهانی به دلیل وضعیت اضطراری که در پاکستان در سوم نوامبر به وجود آمده صفحه ویژه ای راه اندازی کرده است .
(trg)="1.2"> Ho fanazavana ny toe-draharaha manokana izay mitranga any Pakistana tamin 'ny 3 Novambra 2007 , dia namorona pejy manokana izahay ahafahana manaraka izay vaovao rehetra taterinay momba ny fivoatry ny raharaha any an-toerana miampy fanampim-baovao matetika avy amin 'ireo blaogy miteny Anglisy sy fampahalalam-baovao .

(src)="2.2"> در این صفحه اطلاعاتی در این مورد از بلاگهای انگلیسی زبان و سایر منابع معتبر جمع آوری و منتشر شده است .
(trg)="1.3"> Aza misalasala manopi-maso ny Pejy natokana hitaterana ny toe-draharaha any Pakistana .

(src)="2.3"> به صفحه ویژه پاکستان برای اطلاعات بیشتر رجوع کنید
(trg)="2.1"> Georgia Popplewell

# fa/2007_11_21_232_.xml.gz
# mg/2007_11_08_198_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : دلار آمریکا = یک میلیارد دلار زیمبابوه
(trg)="1.1"> Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin 'ny dolara zimbaboeana

(src)="2.1"> کوباتانا خبر می دهد که دی وی دی جدیدی در مورد سقوط ارزش دلار زیمبابوه منتشر می شود و نام آن از قهرمانی تا سقوط -ترجمه کلمه به کلمه آن از قهرمانی تا صفر- است .
(trg)="1.2"> Milaza ny namoahana ny lahatsary ( ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary ? )
(trg)="1.3"> DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero : Tantaran 'ny dolara Zimbaboeana voafintina ny bolongan 'ny kubatana : " ...

(src)="2.2"> بلاگر می گوید زمانی دلار زیمبابوه برابر با دو دلار آمریکا بود و الان هر یک میلیارد دلار زیمبابوه برابر با یک دلار است
(trg)="1.4"> DVD vaovao , ny aotra no mihoatra , Tantaran 'ny dolara Zimbaboeana voafintina dia milaza ny fihintsanan 'ny sandambola Zimbaboeana antsoina ihany koa hoe Kwacha , hatramin 'ny fahaleovantena 1980 - izay natakalo 2 dolara amerikana ny 1 dolara zimbaboeana , mandra-pahatongan 'ny fotoana ankehitriny tsy afaka atakalo 1 dolara amerikana akory ny 1 000 000 000 dolara zimbaboeana . "

# fa/2007_11_09_218_.xml.gz
# mg/2007_11_09_201_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : آقای موگابه مردم گرسنه اند
(trg)="1.1"> Zimbaboe : Ry Mogabe ô , iangaviana re mba mialà amin 'izay !

(src)="2.1"> ماچا می گوید که تظاهرات کوچکی علیه موگابه رئیس جمهوری این کشور برپا شده و یکی از تظاهرکنندگان پلاکاردی در دست داشته که روی آن نوشته شده " آقای موگابه لطفا برو مردم گرسنه اند " .
(src)="2.2"> بلاگر می گوید عکس های دیگری از تظاهرات بر روی فلیکر منتشر شده است
(trg)="1.2"> Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe :

# fa/2007_11_21_236_.xml.gz
# mg/2007_11_20_240_.xml.gz


(src)="1.1"> موازامبیک : رسانه ها تحت فشار
(trg)="1.1"> Mozambika : Ho fahatsiarovana an 'i Carlos Cardoso

(src)="2.1"> فوراور پیمپا می نویسد که روز 22 نوامبر سالگرد کشته شدن روزنامه نگار مستقل موزامبیکی کارلوس کارادوسو است .
(src)="2.2"> وی در سال 2000 پس از آن که چند بار در مورد رشوه خواری در موازمبیک دست به افشا گری زد کشته شد
(trg)="1.2"> Ny blaogy ForEver PEMBA dia mahatsiaro ny fahaverezan 'ny demokrasia ara-pampahalalam-baovao any Mozambika tamin 'ny namonoan 'ny sasany ny mpanao gazety Mozambikana Carlos Cardoso , ny 22 Novambra 2000 :

# fa/2007_11_22_247_.xml.gz
# mg/2007_11_22_246_.xml.gz


(src)="1.1"> امارات متحده : افزایش حقوق ها
(trg)="1.1"> Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70 %

(src)="2.1"> امیرا می گوید که دولت امارات متحده عربی از سال آینده حقوق کارمندان دولت را هفتاد درصد افزایش می دهد
(trg)="1.2"> Ny mpiblaogy Bo7amo0od monina any Kaoeta dia mampita ny fanapahan-kevitr 'ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70 % ny karaman 'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin 'ny taona ho avy .

# fa/2007_12_06_280_.xml.gz
# mg/2007_11_23_248_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : یان اسمیت رهبر سابق سفیدپوست در گذشت
(trg)="1.1"> Mozambika : Fanomezam-boninahitra an 'itompokolahy Ian Smith

(src)="2.1"> موزامبیک پارا تودوس می گوید که یان اسمیت رهبر سابق و سفیدپوست زیمبابوه-رودزیا- در سن 88 سالکی درگذشت .
(src)="2.2"> بلاگر می گوید وی از قهرمانانی بود که علیه هیتلر و نازیسم جنگید و زیمبابوه را مبدل به یکی از پیشرفته ترین کشورهای منطقه کرد
(trg)="1.2"> Ny blaogy Para Todos avy any Mozambika dia mamoha fahatsiarovana mikasika an 'itompokolahy Ian Smith :

# fa/2007_12_06_286_.xml.gz
# mg/2007_11_30_274_.xml.gz


(src)="1.1"> زامبیا : سرمایه گذاری
(trg)="1.1"> Zambia : Hetra isan 'ny iva indrindra

(src)="2.1"> ماچا می نویسد که زامبیا به نظر جای مناسبی برای سرمایه گذاری به شمار می اید چرا که مالیات در این کشور برای شرکت ها از همه کشورهای آفریقا کمتر است و در جهان نیز در رده ششم جای دارد
(trg)="1.2"> Vaovao tsara hoan 'ireo izay manam-pikasana ny hampiasa vola any Zambia no ampitain 'ny blaogy New Zambia :

# fa/2007_12_04_269_.xml.gz
# mg/2007_12_04_283_.xml.gz


(src)="1.1"> نیجریه : مربی سفید پوست کجاست
(src)="2.1"> جرمی می نویسد که خود نیجریه ها که سیاه پوست هستند برخی اوقات سفید پوستان را برتر از سیاهان می بیند .
(trg)="1.1"> Nizeria : Mpanofana fotsy hoditra no ilainay

(src)="2.2"> این بلاگر می نویسد .
(src)="2.3"> برخی زمانی تیم های خوب نیجریه را می بیند می پرسند مربی سفید پوست کجاست ؟ ما مربی سفید پوست لازم داریم
(trg)="1.2"> Ny mpiblaogy Jeremy dia manoratra momba ny « fanaovana ho ondry botry ny an 'ny tena » mba alaivo sary an-tsaina kely ny fanahiany mirongo ireto mpiara-dia Nizeriana hiringiriny miaraka aminy ( izay manana traikefa ny ankamaroany ) , ireto olona ofanina ( mpiasam-panjakana ) anefa manontany / mitsikera :

# fa/2007_12_04_268_.xml.gz
# mg/2007_12_04_284_.xml.gz


(src)="1.1"> نیجریه : لپ تاپ های سبز صد دلاری
(trg)="1.1"> Nizeria : Manja ireo solosaina-findainay

(src)="2.2"> این لپ تاپ در چارچوب برنامه سازمان ملل و حمایت شرکت های مختلف برای استفاده کودکان جهان سوم درست شده است .
(trg)="1.2"> Ny mpiblaogy Sokari dia manapariaka sarina mpianatra maro mirongo solosaina any Nizeria :

# fa/2007_12_04_277_.xml.gz
# mg/2007_12_05_286_.xml.gz


(src)="2.1"> کمپین حمایت از کریم ماهی صد دلار برای حمایت از بلاگر زندانی مصری کریم سلیمانی به زندان می فرستد .
(trg)="1.2"> Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan 'i Kareem dia mamatsy an 'i Kareem Sulaiman ( migadra ) 100 $ isam-bolana avy amin 'ny ireo vola voangona avy amin 'ireo mpanohana sesehena eran-tany .

(src)="2.2"> وی به چهار سال زندان محکوم شده است
(trg)="1.3"> Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny fanopàna ny filoham-pirenena Egyptiana Hosni Mobarakà .

# fa/2007_11_21_231_.xml.gz
# mg/2007_12_08_294_.xml.gz


(src)="1.1"> مصر : پلیس شکنجه می کند
(trg)="1.1"> Egypta : Fanolànana nodidian 'ny Pôlisy

(src)="2.1"> عربیست به داستانی لینک داده که در آن از مسئولیت پلیس در تجاوز به یک دختر خبر می دهد و بلاگر می گوید تا کی می خواهد چنین وضعیتی ادامه یابد .
(src)="2.2"> بلاگر از ادامه شکنجه در پاسگاه های پلیس مصر می نویسد
(trg)="1.2"> Ny blaogy The Arabist avy any Egypta dia mitatitra ny fitarainan 'ireto zatovo roa izay mandrohirohy Pôlisy roa izay nandidy ny mpiara-migadra tamin 'izy ireo mba hanolana ireto zatovo :

# fa/2007_12_09_296_.xml.gz
# mg/2007_12_08_296_.xml.gz


(src)="1.1"> چین : ساختمانی به شکل کیبرد کامپیوتر
(trg)="1.1"> Shina : Haitao-trano hafa kely

(src)="2.1"> کنت تام عکسی را از یکی از ساختمان های عجیب در شانگهای در چین منتشر کرده است .
(src)="2.2"> ساختمان شبیه کیبرد کامپیوتر است .
(src)="2.3"> وی می گوید اگر هم برخی از نواوری های معماری در چین زیبا نباشد ولی متفاوت است
(trg)="1.2"> Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mitatitra ao amin 'ny blaogy Shanghaiist sarina haitao-trano hafa kely , miendrika :

# fa/2007_12_11_304_.xml.gz
# mg/2007_12_12_308_.xml.gz


(src)="1.1"> پاراگوئه : اینترنت گران
(trg)="1.1"> Paraguay : Ny vidin 'ny tambanjotra Aterineto

(src)="2.1"> بلاگی به نام پاراگوئه و اینترنت می نویسد که هزینه اینترنت در پاراگوئه بسیار بالا است و هفت برابر کشور برزیل است .
(src)="2.2"> بلاگر می پرسد آیا واقعا دولت از وضعیت اینترنت در کشور راضی است
(trg)="1.2"> Ny blaogy Internet en Paraguay dia manambara ny tsy hafaliana eo anoloan 'ny fampitaham-bidy izay mampiseho fa avo fito heny ny vidin 'ny tambanjotra miridiridy 1Mbps Aterineto any Paraguay raha mihoatra amin 'ny any Brazila indrindra nohon 'ny fanambarana ny fahafaham-pon 'ny fanjakana any Paraguay amin 'ny taham-pandrosoan 'ny Aterineto any an-toerana :

# fa/2007_12_09_294_.xml.gz
# mg/2007_12_13_305_.xml.gz


(src)="1.1"> جامائیکا : فقط برای 14 سنت
(trg)="1.1"> Jamaïka : “ Wine ” amin 'ny vidiny mirary

(src)="2.1"> ساتنر افلیکیشن می گوید که دختران دبیرستانی جامائکایی برای ده دلار جامائیکا که برابر با 14 سنت آمریکا است تن فروشی می کنند .
(trg)="1.2"> “ Wine ” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran 'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka .

(src)="2.2"> بلاگر می گوید عمل جدی در این مورد باید صورت بگیرد
(trg)="1.3"> Ny blaogy Stunner 's Afflictions dia mihevitra fa “ tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao ” :

# fa/2008_01_13_321_.xml.gz
# mg/2008_01_04_385_.xml.gz


(src)="1.1"> مصر : چرا بلاگرها زندانی می شوند
(trg)="1.1"> Ezipta : efa fantatra mialoha ny hanaraha-maso ny bilaogera

(src)="2.1"> ابو اردواک در بلاگ خود در مورد زندانی شدن بلاگرها می نویسد .
(trg)="1.2"> Abu Aardvark no miresadresaka amin 'ny fanetsiketsehana hanafahana ny mpamaham-bolongana Arabo ato amin 'ity lahatsoratra ity .

(src)="2.2"> وی می گوید این امر که بلاگرهای عرب زندانی شوند قابل پیش بینی بود چرا که نفوذ و اهیت آنها روز افزون بوده و توجه نیروهای امنیتی این کشورها را به خود جلب کرده است
(trg)="1.3"> “ Efa fantatra mialoha ny zavamahazo ny mpamaham-bolongana Arabo amin 'izao fotoana izao : Ny fitomboan 'ny mpamaky azy sy ny fandresen-dahatra politika matanjaka ananany na ao an-toerana na any ivelany no tsy maintsy manaitra ny sampam-piarovana izay mitady haneritery sy hifehifehy ity sehatra ity , ” hoy ny nosoratany .

# fa/2008_01_05_312_.xml.gz
# mg/2008_01_04_388_.xml.gz


(src)="1.1"> کنیا : بلاگی برای صلح
(trg)="1.1"> Kenya : Bolongana ho amin 'ny fandriampahalemana

(src)="2.1"> .
(src)="2.2"> هاری کرانجا بلاگی برای صلح در کنیا راه اندازی کرده است و بلاگر می خواهد به بر قراری صلح و هارمونی در این زمان نا آرام کمک کند
(trg)="1.2"> Nanangana bolongana ho amin 'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana , ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin 'izao fotoanan 'ny hotakotaka izao . ”

# fa/2008_01_18_326_.xml.gz
# mg/2008_01_15_472_.xml.gz


(src)="1.1"> مصر : بریتنی اسپیرز مسلمان
(trg)="1.1"> Ejipta : Britney Spears sy ny finoana Islamo

(src)="2.1"> بلاگر مصری سندز مانکی می نویسد که شایعاتی وجود دارد و به گوش می رسد که خواننده معروف آمریکایی بریتنی اسپیرز تصمیم گرفته مسلمان شود
(trg)="1.2"> Hanaraka ny finoana Islamo hoe ilay mpihira fanta-daza ( heverina ho misy olana momba ny tenany ) Britney Spears ?
(trg)="1.3"> Ilay Ejipsiana Sandmonkey no manazava momba izany ato .
(trg)="1.4"> Voasoratra ao moa fa misy silamo miara-mivoaka aminy efa roa herinandro izay ka noho ny fitiavany io rangahy io dia te-hanambady azy io izy ary hanaraka ny finoana Islamo miaraka amin 'izay .

# fa/2008_01_18_327_.xml.gz
# mg/2008_01_17_491_.xml.gz


(src)="1.1"> ژاپن : عکس های از عروس های جهان
(trg)="1.1"> Japàna : Ireo “ ampakarina ” eran 'izao tontolo izao

(src)="2.1"> کیمیکو یوشیدا عکاس ژاپنی خود را به شکل عروس های جهان در آورده است از ژاپن تا افغانستان
(trg)="2.1"> Misy rohy mankany amin 'ny vohikalan 'i Kimiko Yoshida , mpanakanto “ makasaritena ” , izay ahitana sary 150 mahery .

# fa/2008_01_18_332_.xml.gz
# mg/2008_01_19_511_.xml.gz


(src)="1.1"> ژاپن : حق رای
(src)="2.1"> جیمز از بلاگ ژاپن پروب در مورد بحث داغ در ژاپن در مورد این که باید به خارجی هایی که در ژاپن اقامت دارند حق رای در انتخابات محلی داده شود یا نه نوشته است .
(trg)="1.1"> Japàna : Zom-pifidianana hoan 'ireo vahiny ?

(src)="2.2"> بلاگر کاریکاتوری را که یکی از سایت هایی که مخالف حق رای داشتن خارجی ها است منتشر کرده است
(trg)="1.2"> James no mitatitra ao amin 'ny Japan Probe ny adihevitra mikasika ny fikasana hanome ny zom-pifidianana hoan 'ireo vahiny any Japàna :

# fa/2008_01_19_335_.xml.gz
# mg/2008_01_22_523_.xml.gz


(src)="1.1"> کنیا : رسانه ای برای اطلاع رسانی
(trg)="1.1"> Kenya : Tao-tsaritanin 'ireo aloka sy ireo hazavàna

(src)="2.2"> به گفته زاکرمان اگر می خواهید در مورد کنیا و تظاهرات و اعتراض در این کشور اطلاعات به دست بیاورید می توانید به اوشاهیدی که رسانه ای است که توسط بلاگر راه اندازی شده ات .
(trg)="1.2"> Ethan Zuckerman no mitatitra momba ny vohikala Ushahidi.com :

# fa/2008_01_27_351_.xml.gz
# mg/2008_01_22_524_.xml.gz


(src)="1.1"> کنیا : هنرمندان بسیج می شوند
(trg)="1.1"> Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan 'ireo fery

(src)="2.1"> سوسیولینگو می نویسد که هنرمندان کنیا بسیج شده اند تا زخم های مردم کنیا را که پس از انتخابات ریاست جمهوری این کشور در خشونت روزمره زندگی می کنند " شفا " بخشند
(trg)="1.2"> Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin 'ny fitsaboana ireo ferin 'ny firenena :

# fa/2008_01_26_347_.xml.gz
# mg/2008_01_22_526_.xml.gz


(src)="1.1"> کوبا : قرادادهای تجاری با ونزوئلا
(trg)="1.1"> Kioba : Fifidianana sy ethanol

(src)="2.1"> کوبن تریانگل می نویسد که قراردادهای تجاری بین کوبا و ونزوئلا بالغ بر یک میلیارد و سیصد میلیون دلار می شود و شامل 76 پروژه است
(trg)="1.2"> Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution ( Zanaky ny Revolisiona ) ary indro kosa ny nampitain ’ i The Cuban Triangle mikasika ny “ fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin ’ ny Kioba sy Venezoela vokatry ny fifanarahana hiaraka hanao tetiksa miisa 76 mitentina $ 1.300.000.000 nosoniavina omaly . ”

# fa/2008_01_27_350_.xml.gz
# mg/2008_01_23_535_.xml.gz


(src)="1.1"> قزاقستان : حمله به یک خبرنگار
(trg)="1.1"> Kazakhstana : Mpanao gazety Alemàna nisy nanafika tany Astana

(src)="2.1"> بن می نویسد که مارکوسبنسمان خبرنگار آلمانی در قزاقستان مورد حمله قرار گرفته و زخمی شده است .
(src)="2.2"> این حمله در آستانا پایتخت قزاقستان صورت گرفته است
(trg)="1.2"> Ben no mitatitra fa ny mpanao gazety Alemàna Marcus Bensmann dia naratra mafy rehefa avy notafihin 'olona tany Astana , renivohitry Kazakhstana :

# fa/2008_01_26_343_.xml.gz
# mg/2008_01_26_569_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : اسکناس هایی با تاریخ مصرف محدود
(trg)="1.1"> Zimbaboe : Vola mety lany daty

(src)="2.1"> آرون در سودان می نویسد که تورم و بحران اقتصادی در زیمبابوه هرگز دیده نشده است .
(trg)="1.2"> Zavatra mampihomehy mampalahelo no hitan 'i Aaron avy any Sodana ka zarainy amintsika ary izy io dia momba ny krizin 'ny vola mitranga any Zimbabwe : “ Tsy afa-milaza aho tsy mbola nisy toy izay hatramin 'izay .

(src)="2.2"> اسکناس ها دارای تاریخ مصرف هستند و تورم حدود صدو پنجاه هزار درصد است .
(trg)="1.3"> Namoaka vola misy soratra manao hoe " best before " izany hoe tsara ampiasaina alohan 'ny ( toy ny fanafody amin 'ny ankapobeny ) arahina daty ny Governemanta any .

(src)="2.3"> بلاگر عکسی از این اسکناس ها ی جدید با تاریخ مصرف منتشر کرده است
(trg)="1.4"> Mbolamanamarika izany hoe tahaka ny ahoana tokoa moa ny halalin 'ny toe-javatra mampalahelo mihatra amin 'ny fiainana andavanandro any Zimbaboe . ”

# fa/2008_01_26_344_.xml.gz
# mg/2008_01_26_571_.xml.gz


(src)="1.1"> نیجریه : توسعه اینترنت
(trg)="1.1"> Nizeria : Haingam-pivoarana ny toetoetry ny Aterineto

(src)="2.1"> یومی از نیجریه می نویسد که اینترنت در ده سال گذشته در این کشور توسعه قابل ملاحظه ای کرده است .
(src)="2.2"> ده سال پیش تنوع امروزی وجود نداشت و سرویس های اینترنتی مختلف در اختیار کار بران نبود
(trg)="1.2"> Yomi no miresaka mikasika ny fivoaran 'ny toetoetry ny Aterineto any Nizeria :

# fa/2008_05_02_409_.xml.gz
# mg/2008_03_20_695_.xml.gz


(src)="1.1"> اتیوپی : نقاشان علیه ازدواج کودکان
(trg)="1.1"> Etiopia : Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra

(src)="2.1"> لوا می گوید که نقاشان اتیوپی کمپینی بر علیه ازدواج کودکان و نوجوانان در این کشور راه انداخته اند .
(src)="2.2"> به نقاشی های آنها در این مورد توجه کنید
(trg)="1.2"> Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon 'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra amin 'ny alalan 'ny zavakanto izay ataon 'izy ireo ( tsindrio ny rohy hahitanao ny sary ) .

# fa/2008_03_31_436_.xml.gz
# mg/2008_03_27_724_.xml.gz


(src)="1.1"> ژاپن : 40 درصد مطالب وبلاگها اسپم است
(trg)="1.1"> Japan : bolongana spam

# fa/2008_03_28_425_.xml.gz
# mg/2008_03_28_727_.xml.gz


(src)="1.1"> کنگو : آفریقایی ها در اروپا
(trg)="1.1"> “ Tantely amam-bahona ” ny fiainana any Eorôpa araky ny fijerin 'ny mpiblaogy Kongoley Cédric Kalonji

(src)="2.1"> سدریک کلانوجی که از شهروندان کنگویی ساکن اروپای غربی است می نویسد برخی موقع از خود سوال می کند زندگی در جهنمی به نام آفریقا خوب است یا در اروپای غربی که مردم ان نظر چندان مثبتی در مورد آفریقایی ها ندارند
(trg)="1.2"> Mifototra amin 'izay niainany , ny mpiblaogy Kongôley Cédric Kalonji dia mizara ny fijeriny momba izay “ tantely amam-bahona ” sedrain 'îreo Afrikana misafidy ny hiaina any Eorôpa :

# fa/2008_03_31_432_.xml.gz
# mg/2008_03_31_740_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : عکس های انتخابات
(trg)="1.1"> Zimbaboe : Tantara an-tsary ny fifidianana filoham-pirenena

(src)="2.2"> مجموعه این عکس ها را اینجا می توانید ببینید
(trg)="1.2"> Ngizwani-Ndinzwei no manapariaka tantara an-tsary ny fifidianana jeneraly any Zimbaboe :

# fa/2008_04_07_444_.xml.gz
# mg/2008_04_08_790_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : سرکوب رسانه ها
(trg)="1.1"> Zimbaboe : Fanaovana “ haza-lambo ” ny mpanao gazety

(src)="2.1"> پیتا تورنی کرافت در مورد سرکوب رسانه ها در زیمبابوه می نویسد : گروه کوچکی از خبرنگاران تحت فشار شدید هستند و بسیاری از آنها مجبور شده اند بطور مخفیانه به تهیه گزارش و نوشتن مقاله بپردازند
(trg)="1.2"> Peta Thornycroft monina any Harare , no mitatitra ny “ haza-lambo ” sedrain 'ny mpanao gazety sasany any Zimbaboe :

# fa/2008_04_16_452_.xml.gz
# mg/2008_04_19_870_.xml.gz


(src)="1.1"> زیمبابوه : آهنگی به نام نان و گل های رز
(trg)="1.1"> Zimbaboe : Mofo sy Raozy

(src)="2.1"> کامراد فاستو بلاگر و آهنگ سازی در زیمبابوه است و اخیرا آهنگ وی به نام نان و گل های رز مورد استقبال بسیاری قرار گرفته است .
(src)="2.2"> این اهنگ بر علیه سیاست موگابه رئیس جمهوری این کشور است .
(trg)="1.2"> Ny namana Fatso izay mpanakanto miblaogy no manolotra antsika sombiny amin 'ny hirany farany Bread and Roses , izay mivoaka any Zimbaboe :

# fa/2008_05_16_492_.xml.gz
# mg/2008_04_20_863_.xml.gz


(src)="1.1"> ایدز : تابویی در جهان عرب
(trg)="1.1"> SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an ’ i Arabo

(src)="2.1"> ایدز ، بیماری مرگباری که موجب می شود سیستم دفاعی آدم از بین برود ، یک کلمه تابویی در جهان عرب است ولی این کلمه مخوف در خیلی از مقاله های و بلاگ ها ی این هفته از جمله بلاگ های ارد نی و عراقی و فلسطینی و بحرینی و یمنی به وضوح به چشم میخورد
(trg)="1.2"> Ny SIDA , syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty , dia tsy firesaka any amin 'ny tontolo Arabo .
(trg)="1.3"> Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin 'ireo blaogy maro tamin 'ity herinandro ity – avy any Jordana , Iraka , Palestina , Bahran sy Yemena .

(src)="3.1"> بلاگر اردنی هریگا که پزشک است گفتگویش را با یکی از اشنایانش در یک کلینیک بیماران اچ ای وی و ایدز در رابطه با کارش با ما در میان می گذارد
(trg)="2.1"> Hareega , jordaniana mpitoraka blaogy , izay mpitsabo no anton 'asany , dia mitatitra ' resaka manafintohina nifanaovany tamin 'olom-pantany iray momba ny asany ao amin 'ny toeram-pitsaboana miady amin 'ny VIH :

(src)="5.1"> -این ماه کارت چطور پیش میره
(trg)="3.1"> Nanontany ny namana iray , " Nanao ahoana ny asanao tamin 'ity volana ity "

(src)="6.1"> - خوب , سه بار در هفته موارد اچ ای وی را ویزیت می کن
(trg)="4.1"> " Tsara , in-telo isan-kerinandro aho no nisahana ny VIH "

(src)="7.1"> اچ ای وی یا ایدز
(trg)="5.2"> SIDA izany ? "

(src)="8.1"> - اره
(trg)="6.1"> " Eny "

(src)="9.1"> - مراقب باش !
(trg)="7.1"> " Tandremo "

(src)="10.1"> - مراقب چی باشم ( او من را یک جوری نگاه می کرد انگار که احمقم )
(trg)="8.1"> " Tandremo amin 'ny ahoana ? "

(src)="11.1"> - مراقب اچ ای وی باش
(trg)="9.1"> Toy ny adala no fijeriny ahy , " Mitandrema amin 'ity VIH ity "

(src)="12.1"> - چرا باید مراقب باشم
(trg)="10.1"> " Nahoana aho no tokony hitandrina ? "

(src)="13.1"> - چونکه ایدز و اچ ای وی است
(trg)="11.1"> " ie , tandremo , VIH anie io e , SIDA "

(src)="14.1"> - اره ولی چرا من مراقب باشم من که با مریضهام در کلینیک نمی خوابم
(trg)="12.2"> Tsy niara-nandry tamin 'ireo marariko aho tao amin 'ny toeram-pitsaboana "

(src)="15.1"> - می دونم احمق ولی مراقب باش ایدز است دیگه
(trg)="13.1"> " Fantatro izany ry ilay adalabe ity a , nefa tandremo ihany , Sida anie io e "

(src)="16.1"> - من حتی برای تزریق مواد هم سرنگهاشون را استفاده نمی کنم
(trg)="14.1"> " Tsy hoe niara-nitsindrona zava-mahadomelina tamin 'ny iray tamin 'izy ireo aho "

(src)="17.1"> - میدونم میدونم اما مراقب باش
(trg)="15.1"> " Fantatro fantatro , nefa tandremo ihany e "

(src)="18.1"> - از چی
(trg)="16.1"> " Amin 'ny inona e ? "