# eo/2014_01_888.xml.gz
# mg/2011_12_07_26138_.xml.gz


(src)="1.1"> Orienta Timoro : Konstrui unu landon el multaj lingvoj
(trg)="1.1"> Timor Atsinanana : Manangana Firenena Iray Avy Amina Fiteny Maro

(src)="1.2"> Ĉi tiu artikolo estas parto de nia speciala temo Lingvoj kaj la Interreto .
(trg)="1.2"> Ity dia anisan 'ny lahatsoratra manokana ataoany mikasika ny Fiteny sy ny Aterineto .

(src)="2.1"> En Novembro 28 , 1975 , Orienta Timoro unuflanke proklamis sian sendependecon , post preskaŭ kvar jarcentoj de portugala koloniigo .
(trg)="2.1"> Tamin 'ny 28 Novambra 1975 , nanambara samirery ny fahaleovantenany i Timor Leste taorian 'ny fanjanahantany Portigezy efa ho taonjato efatra .

(src)="2.2"> La deklaro estis legita en la portugala , sed nur kelkajn tagojn poste Indonezio invadis la landon , kaj la uzo de tiu sama lingvo estis malpermesita dum la dudek kvar jaroj , kiujn la okupacio daŭris ( 1975-1999 ) .
(trg)="2.2"> Na dia novakiana tamin 'ny teny Portigezy aza ny fahaleovantena , dia andro vitsy taorian " izay , dia niakaran 'i Indonezia ary ny firenena ary noraràna ny fampiasana io teny io nandritra ny efatra amby roapolo taona , fotoana naharetan 'ny fanjakazakana ( 1975-1999 ) .

(src)="3.1"> Kiam Orienta Timoro iĝis sendependa lando en 2002 , kaj la tetuma kaj la portugala lingvoj estis elektitaj kiel oficialaj por la novnaskita lando .
(trg)="3.1"> Samy nofidiana ho fiteny ofisialy avokoa na ny Tetum na ny fiteny Portigezy ho an 'i Timor Atsinanana izay firenena vao teraka raha nahazo ny fahaleovantenany izy tamin 'ny taona 2002 .

(src)="3.2"> Tamen , la nombro de naciaj lingvoj estas ĝis 16 , kaj dekoj da aliaj dialektoj estas uzataj ĉiutage de la timoraj civitanoj .
(trg)="3.2"> Na izany aza , maherin 'ny 16 ny isan 'ny fiteny nasionaly , ary roambinifolo mahery ny isan 'ireo tenim-paritra hafa ampiasain 'ireo mponina Timorezy amin 'ny andavanandro .

(src)="5.1"> Hau nia lian , hau nia rain ( Mia lingvo , mia hejmlando ) .
(trg)="4.1"> Fiteny famantarana
(trg)="6.1"> Hau nia lian , hau nia rain ( Ny teniko ny taniko ) .

(src)="5.2"> Bildo de Sapo Noticias Timor Leste ( publika havaĵo ) .
(trg)="6.2"> Sary nalain 'i Sapo Noticias Timor Leste ( sehatra ho an 'ny daholobe ) .

(src)="6.1"> En la praktiko , la tetuma , la pontolingvo de Orienta Timoro , estas la plej vaste parolata tra la tuta teritorio .
(trg)="7.1"> Raha ny fomba fanao , ny Tetum , ny teny fampiasan 'i Timor Atsinanana , no tena be mpampiasa manerana ny fanjakana .

(src)="6.2"> Aliflanke , " La portugala ne estas la lingvo de unueco , sed ĝi estas la lingvo de identeco " , diris Mari Alkatiri , la estro de Fretilin ( la opozicia partio ) , en artikolo de 2007 al la Portugala ĵurnalisto Paulo Moura .
(src)="6.3"> La teksto estis republikigita en la blogo Ciberdúvidas da Língua Portuguesa ( Ciberduboj el la portugala ) .
(trg)="7.2"> Etsy andanin 'izany kosa , " tsy ny Portigezy akory no teny fampiasa iraisana fa kosa izy no fiteny famantarana " , hoy i Mari Alkatiri , mpitarika ny Fretilin ( antoko mpanohitra ) , tanàty lahatsoratra iray tamin 'ny 2007 avy amin 'ilay mpanao gazety Portigey Paulo Moura , izay navoaka indray toa amin 'ny bilaogy Ciberdúvidas da Língua Portuguesa .

(src)="7.1"> Moura plu klarigas , kial post la sendependiĝo restas " grandega plejmulto de la loĝantaro " , kiu ne parolas la portugalan :
(trg)="8.1"> I Moura kosa manazava lavidavitra ny antony nahatonga ny " hamaroan 'ny vahoaka tsy misy toy izany " izay tsy miteny Portigezy taorian 'ny fahaleovantena :

# eo/2013_12_885.xml.gz
# mg/2012_02_28_29429_.xml.gz


(src)="1.1"> Kolombio : Paroli hispane estas malfacile , kaj estas kanto pri tio
(trg)="1.1"> Kolombia : Sarotra Be Ny Miteny Espaniola Ary Misy Hira Miresaka An 'izany

(src)="1.2"> Fratoj Juan Andrés kaj Nicolás Ospina
(trg)="1.2"> Juan Andrés sy Nicolás Ospina mirahalahy

(src)="2.1"> La kanto kaj filmeto Paroli hispane estas malfacile ricevis preskaŭ 1,5 milionojn da spektoj en ses tagoj : la reago estis tiom grandioza , kvankam neatendite , ke la fratoj kaj muzikistoj Juan Andrés kaj Nicolás Ospina devis krei novan retejon por respondi al la intereso kaj petoj pri aliaj kantoj kaj tekstoj .
(trg)="2.1"> Ilay hira sy lahatsary Sarotra be ny miteny Espaniola dia nahazo mpijery efa ho 1,5 tapitrisa tanaty 6 andro : goavana be ny akony , na tsy noheverina akozy aza , ka nahatonga ireo mpirahalahy sady mpiangaly mozika , Juan Andres sy Nicolás Ospina , ho tonga hatramin 'ny fanokafana tranonkala iray vaovao ho famaliana ny hetaheta sy ny fangatahana ireo hira hafa sy ny tonon 'izy ireny .

(src)="3.1"> La kanto spegulas la problemojn , kiujn plejparto de la hispanparolantoj , eĉ denaskaj , havas , kiam ili iras de unu regiono al alia , kie vortoj signifas tute malsamajn aferojn depende kie oni estas .
(trg)="3.1"> Ilay hira dia azo itarafana ny olana ananan 'ny ankamaroan 'ny mpiteny Espaniola , eny fa na ireo teraka tanatin 'izany aza , rehefa mikisaka any aminà fairtra iray mankany aminà iray hafa ry zareo , izay ny teny iray dia mety hanana dikany tena hafa tanteraka miankina amin 'ny toerana misy ilay olona .

(src)="3.2"> En la kanto , eksterlandano decidas lerni la hispanan , kaj post tio alfrontas frustriĝon , rimarkante ke negrave kiom li studas , li malsukcesas kompreni la bazajn aferojn , kiam ajn li iras de unu loko al la alia .
(trg)="3.2"> Ao anatin 'ilay hira , dia nanapa-kevitra ny vahiny iray fa hianatra teny Espaniola , ary avy eo nisedra fahasorenana tamin 'ny fahatsapana fa na toy inona ezaka fianarany , ho sarotra aminy foana ny hahafantatra ny teny fototra isak 'izay mikisaka izy miala toerana iray ho aminà toerana iray hafa .

(src)="4.1"> Ekzemple , ĉi tiu parto temas pri la vorto " pana " , kiu signifas specon de ŝtofo , sed estas ankaŭ maniero nomi iun via amiko , kaj la vorto " porro " kiu estas certa kanta ritmo , sed ankaŭ maniero nomi mariĥuanan cigaredon .
(trg)="3.3"> Ohatra , ity ampahany ity izay manondro ny teny pana , midika karazan-damba iray nefa koa midika fomba fiantsoana ny namanao iray , ary ny teny porro izay hira mientanentana sady anarana iantsoana karazan-tsigara iray vita tamin 'ny marijuana .

(src)="4.2"> La tekstoj estas de ilia retejo :
(trg)="3.4"> Ireo tononkira dia avy ao amin 'ny tranonkalan-dry zareo :

# eo/2013_12_882.xml.gz
# mg/2012_07_22_35116_.xml.gz


(src)="1.1"> Puerto-Riko : Dulingvaj lernejoj revivigas lingvan debaton
(trg)="1.1"> Pôrto Rikô : Namerina Indray Ny Adihevitra Mikasika Ny Fampiasana Fiteny Roa Any An-tsekoly

(src)="1.2"> La anonco de la puertorika registaro , ke ekde la nova studjaro , kiu komenciĝos venontaŭguste , la instrulingvo en la publikaj lernejoj estos iom post iom ŝanĝita de la hispana al la angla .
(src)="1.3"> Tio estigis fortajn reagojn kaj flanke de la subtenantoj , kaj de la kritikistoj .
(trg)="1.2"> Niteraka fanehoan-kevitra avy amin 'ireo mpanohana ary hatramin 'ny mpanakiana ny fanambarana nataon 'ny governemanta tao Pôrtô Rikô izay milaza fa manomboka amin 'ny fidiran 'ny taom-pianarana vaovao amin 'ity volana Aogositra ho avy ity , ny fiteny ofisialy ampianarana ny kilasy rehetra any amin 'ny sekolim-panjakana manerana ny firenena dia ovaina miandàlana ho amin 'ny fiteny anglisy raha tamin 'ny fiteny Espaniola izany teo aloha .

(src)="2.1"> La paŝo , instigita de la gubernatoro de Puerto-Riko , Luis Fortuño , strebas al tio , ke ĉiuj landaj publikaj lernejoj instruu en la Angla ene de la venontaj dek jaroj , kun la escepto kun du studobjektoj , la hispana kaj la historio .
(trg)="2.1"> Io fepetra noraisin 'i Luis Fortuño , Governoran 'i Pôrtô Rikô , io dia mikatsaka ny fampiasana ny fiteny anglisy any amin 'ny kilasy rehetra any amin 'ny sekolim-panjakana ato anatin 'ny folo taona ho avy , afatsy ny taranja Espaniola sy tantara , ka ny tanjona amin 'izany dia ny mba ahafahan 'ny tanora rehetra mifehy tanteraka fiteny anankiroa any amin 'ny faran 'io fotoana voafetra io .

(src)="2.2"> La celo estas , ke la junulara loĝantaro estu tute dulingva en la fino de tiu tempoperiodo .
(src)="3.1"> Anglalingva instruado en la puoertorikaj publikaj lernejoj estas io , kion la lando jam travivis dum la unua duono de la 20-a jarcento .
(trg)="3.1"> Ny fampianarana amin 'ny teny anglisy any amin 'ny sekolim-panjakana ao Pôrtô Rikô dia efa niainan 'ny firenena nandritry ny tapany voalohan 'ny taonjato faharoapolo .

(src)="3.2"> La registaro de Usono , kiu invadis la eksan hispanan kolonion en 1898 , en 1900 enkondukis leĝon kiu deklaris , ke publikaj lernejoj devas instrui en la angla kiel parto de la projekto por la " usonigo " de la puertorika loĝantaro .
(trg)="3.2"> Ny governemantan 'i Etazonia , izay tsy ela akory no nanjanaka ity zanatany Espaniola taloha ity tamin 'ny taona 1898 , dia nametraka lalàna tamin 'ny taona 1900 izay nanambara fa tsy maintsy amin 'ny fiteny anglisy no ampianarana ny kilasy rehetra any amin 'ny sekolim-panjakana , tafiditra ao anatin 'ny tetikasa iray miompana amin 'ny " fanapariahana ny fisaina Amerikana " ho an 'ny vahoaka rehetra ao Pôrtô Rikô .

(src)="3.3"> La projekto malsukcesis de la komenco , sed nur en 1948 la hispana estis fiksita kiel oficiala lingvo en edukado .
(trg)="3.3"> Tsy nahomby hatrany am-boalohany io tetikasa io , saingy efa taorian 'ny taona 1948 vao voapetraka fa ny fiteny Espaniola no fiteny ofisialy ampiasaina amin 'ny fampianarana .

(src)="4.1"> Kun la memoro de tiuj jaroj ankoraŭ vivas tra granda parto de la landa loĝantaro .
(src)="4.2"> La fakto ke la iniciato por dulingvaj lernejoj havas klarajn politikajn motivojn ne venas kiel surprizo .
(trg)="4.1"> Miaraka amin 'ny fahatsiarovana ireny taona maro ireny mbola mbola raiki-tampisaka amin 'ny ampahany betsaka amin 'ny vahoakan 'ilay firenena , toa tsy mahataitra loatra ny fisian 'ny antony ara-politika mazava tsara manosika io tetikasa famporisihana amin 'ny fampiasana fiteny roa any an-tsekoly io .

(src)="4.3"> Sur sia blogo , ortizfeliciano , Roberto " Pachi " Ortiz Feliciano diras :
(trg)="4.2"> Hoy i Roberto " Pachi " Ortiz Feliciano tao anatin 'ny bilaoginy antsoina hoe ortizfeliciano :

# eo/2013_12_861.xml.gz
# mg/2012_08_04_36328_.xml.gz


(src)="1.1"> La unika nomsistemo de Birmo
(trg)="1.1"> Ny Rafitr 'Anaran-Tokana Ao Myanmar

(src)="1.2"> Ĉiufoje kiam birmano malkaŝas ke li aŭ ŝi ne havas familinomon , eksterlandanoj kutime demandas kial .
(trg)="1.2"> Raha misy olom-pirenena Myanmar milaza fa tsy manana anaram-pianakaviana izy , manontany foana matetika ny vahiny hoe nahoana .

(src)="1.3"> Birmo povas esti unu el la tre malmultaj landoj en la mondo , kie almenaŭ 90 procentoj el la loĝantaro ne havas familian nomon .
(trg)="1.3"> Angamba iray amin 'ireo firenena vitsy manerantany na farafahakeliny 90 isan-jaton 'ny mponina ao Myanmar no tsy manana anaram-pianakaviana .

(src)="1.4"> La anoj de la sama familio povas havi tute malsamajn nomojn kaj la nombro de vortoj en ĉiu nomo povas varii grande .
(trg)="1.4"> Mety samy manana anarana samihafa ny fianakaviana iray ary samihafa tanteraka ihany koa ny halavan 'ny anarana .

(src)="2.1"> WhatIsMyanmar skribas pri la unika nomanta praktiko en Birmo :
(trg)="2.1"> WhatIsMyanmar nanoratra ny fampiasana rafitra anarana tokana ao Myanmar :

(src)="2.2"> Sed por ni , birmanoj , familia nomo estas nur unu vorto en fabeloj skribitaj en la angla .
(trg)="2.2"> Saingy ho anay , Myanmar , teny fotsiny ihany avy amin 'ny tantara nosoratana tamin 'ny teny anglisy ny anaram-pianakaviana .

(src)="2.3"> Kredu aŭ ne !
(trg)="2.3"> Tsy mampino nefa tena marina !

(src)="2.4"> Ni tute ne havas familian nomon .
(trg)="2.4"> Tsy manana anaram-pianakaviana mihitsy izahay .

(src)="2.5"> Kaj en ajna formularo en Birmo , estas neniu spaco por alia kesteto apud la kolumno Nomo por plenigi .
(trg)="2.5"> Ary tsy misy toeran-kafa hanoratana anarana fanampiny amin 'ny taratasy fenoina na fisoratana anarana AO MYANMAR .

(src)="2.6"> Vendisto de sukerkana suko de Birmo .
(trg)="2.6"> Mpivarotra ranom-boakazo fary ao Myanmar .

(src)="2.7"> Biildo de Flickr-paĝo de Michael Foley uzita sub la CC Permesilo
(trg)="2.7"> Sary tao amin 'ny pejy Flickr an 'i Michael Foley , CC License

(src)="3.1"> Kaj la aŭtoro eksplikas kiel homoj el Birmo kutime plenigi formularojn , kiuj postulas kaj antaŭnomon kaj familinomon :
(trg)="3.1"> Ary nanazava ny fomba famenoan 'ny olona avy ao Myanmar ny taratasy fisoratana anarana ahitana anarana sy fanampin 'anarana :

(src)="3.2"> Sed kiam ajn ni klopodas plenigi la retajn formularojn , ni ne havas elekton krom plenigi la spacon de familia nomo , ĉar oni markis ĝin devige .
(trg)="3.2"> Rehefa mameno taratasy fisoratana anarana amin 'ny aterineto , tsy manan-tsafidy afatsy ny mameno ny toerana hanoratana ny anaram-pianakaviana izahay , izay tsy maintsy fenoina .

(src)="3.3"> Kaj , kion ni plenigas ?
(trg)="3.3"> Ka inona ary no soratanay ?

(src)="3.4"> Por mi , mi metas du vortojn de mia nomo kiel unuan nomon , kaj la lastan vorton kiel familinomon .
(trg)="3.4"> Ho ahy manokana , teny roa voalohany amin 'ny anarako aloha no soratako eo amin 'ny anarana voalohany ary avy ny ambiny apetrako eo amin 'ny anarana farany .

(src)="3.5"> Tre hazarda ?
(trg)="3.5"> Hafahafa ?

(src)="3.6"> Nu , en tiu punkto , vi eble volas scii kiom da vortoj estas en ĉiu nomo ?
(trg)="3.6"> Amin 'izany , mety manontany ianao hoe firy ny litera isaky ny anarana ?

(src)="3.7"> Mia saĝa respondo estas " tio dependas " .
(trg)="3.7"> Ny valin-teniko mazava dia hoe “ arakaraka ” .

(src)="3.8"> Jes , tio tute dependas de kiel kreaj la gepatroj aŭ kiu ajn donis la nomojn estas .
(trg)="3.8"> Eny , arakaraky ny anarana nomen-dray aman-dreny na ny olona nisafidy ilay anarana .

(src)="3.9"> Twobmad menciis kiel malfacile estas trakti birmajn nomojn en fremdaj komunumoj :
(trg)="3.9"> Twobmad nilaza ny olana hatrehin 'i Birmania any ivelany :

(src)="3.10"> Mi kutime estas konfuzita , plenigante la nomon , kiel unua , meza kaj familinomo .
(trg)="3.10"> Sahirana foana aho rehefa tsy maintsy mameno ny anarana sy ny fanampin 'anarana .

(src)="3.11"> La sama afero okazas , vivante en fremdalando , pri amikoj , kiuj ŝatus scii kiel ili vokus min .
(trg)="3.11"> Mipoitra ihany koa izany olana izany rehefa misy namana manontany ny anarana fiantso ahy .

(src)="3.12"> Ankaŭ ili konfuziĝas .
(trg)="3.12"> Sahirana kely ihany koa anefa izy ireo .

(src)="3.13"> Ĉar kiam ili volas voki min laŭ mia unua nomo , tio ne estas la maniero kiel mi estis vokita en mia familio aŭ en mia antaŭa komunumo .
(src)="3.14"> Ili uzas mian unuan nomon por voki min , sed mi sentas min strange se mi estas vokita per nomo , kiun mi neniam antaŭe aŭdis .
(trg)="3.13"> Satria rehefa miantso ahy amin 'ny " fanampin 'anarako izy " , tsy toy izany ny fiantson 'ny fianakaviako ahy na ny fiarahamonina manodidina ahy , izay miantso ahy amin 'ny fanampin 'anarako , hafahafa amiko kosa rehefa miantso ahy amin 'ny anarana izay tsy mba fandreko sy mahazatra ahy ny namako

(src)="3.15"> Ba Kaung blogis pri la nompraktiko en Birmo , kiu inkluzivas ankaŭ astrologiajn kredojn :
(trg)="3.14"> Ba Kaung nanoratra lahatsoratra bilaogy momba ny fanomezana anarana ao Myanmar , izay mifandraika amin 'ny finoana ara-panandroana :

(src)="3.16"> Kelkaj jaroj poste , atestinte malsamajn kulturajn praktikojn tutmonde , mi rimarkis ke la birma kutimo de nomado estas sufiĉe unika .
(trg)="3.15"> Taona vitsy lasa izay , rehefa nahita ireo fanao ara-kolontsaina samihafa manerana izao tontolo izao aho , dia nahatsikaritra fa hafa mihitsy no sady tokana ny fomba amam-panao Birmana amin 'ny fanomezana anarana tokana .

(src)="3.17"> Ĝi simbolas la kombinon de la speciala virto de la persono kaj astrologia kalkulo de la tago de la semajno , en kiu la persono naskiĝis , surbaze de la luna kalendaro jaro de Birmo .
(trg)="3.16"> Manamarika ny fikambanan 'ny mampiavaka ilay olona sy ny kajikajy fanandroana amin 'ny andro nahaterahan 'ilay olona , andro amin 'ny alimanaka birmana ny anarana .

(src)="3.18"> Ĝi ankaŭ kovras la nomadon en la birma lingvo , kiu estas grava por la birma popolo sed kelkfoje konfuzas eksterlandanojn kiel " U " en " U Thant " .
(trg)="3.17"> Nitantara momba ny tovona birmana " U " ( tononina hoe òu ) amin 'ny " U Thant " ihany koa izy izay zava-dehibe ho an 'ny Birmana saingy afangaron 'ny vahiny matetika .

(src)="3.19"> Krome , homoj kun unu-vortaj nomoj kutime alfrontas malfacilaĵojn difinante kial la familian nomon la unuan vorton , ekzemple " U " , " Ma " , " Daw " kaj tiel plu , kiuj ne estas iliaj nomoj teknike :
(trg)="3.18"> Fanampin 'izany , misedra olana lehibe ihany koa matetika ireo olona tsy manana anarana afatsy litera iray toy ny hoe " U " , " Ma " , " Daw " , sy ny sisa amin 'ny fitadiavana anaram-pianakaviana , izay tsy tena anarany rehefa tononina :

(src)="4.1"> Esprimo de respekto estas ankaŭ unu afero de grandioza graveco por elparoli nomojn de la birma popolo .
(trg)="4.1"> Anisan 'ny zava-dehibe ihany koa ny fanajana rehefa miantso ny anaran 'ny mponina ao Myanmar .

(src)="4.2"> Oni povas esti alparolita per taŭga honoriga vorto antaŭ la donita nomo , depende de la nivelo de aĝo , laŭ parenceco , kaj laŭ sekso .
(trg)="4.2"> Alohan 'ny hanononana ny anaran 'olona iray , miarahaba aloha ho mariky ny fanajana , izay fiarahabana arakaraky ny taonan 'ilay olona , ny fifaneraserana misy eo amin 'ny roa tonta miresaka , sy ny karazana ( lahy sa vavy ) .

(src)="4.3"> Diri ies nomon sen aldonaĵo estos konsiderata malĝentila alparolo .
(trg)="4.3"> Sokajiana ho toy ny tsy fahalalam-pomba ny tonga dia miantso ny anaran 'olona iray .

(src)="5.1"> Por alparoli junulojn kaj amikojn , antaŭ iliaj nomoj :
(trg)="5.1"> Rehefa miresaka amin 'ny olona mbola tanora na mitovy taona aminao , ireto no ampiasaina alohan 'ny hanononana ny anarany ,

(src)="6.1"> " Ko " estas uzata kiel vira formo .
(trg)="6.1"> “ Ko ” ampiasana amin 'ny lahy .

(src)="7.1"> " Ma " estas uzata kiel ina kaj formala formo .
(trg)="7.1"> “ Ma ” ampiasana amin 'ny vavy izay fiteny fahalalam-pomba .

(src)="8.1"> " Maung " estas uzata kiel vira formala formo .
(trg)="8.1"> “ Maung ” kosa no ampiasana amin 'ny lahy izay fiteny mahalala fomba ihany koa .

(src)="10.1"> " U " aŭ " Oo " estas uzata kiel vira kaj formala formo .
(trg)="10.1"> “ U ” na “ Oo ” amin 'ny lahy izay fiteny mahalala fomba .

(src)="11.1"> " Daw " estas uzata kiel ina kaj formala formo .
(trg)="11.1"> “ Daw ” amin 'ny vavy izay fiteny mahalala fomba .

(src)="11.2"> Ĉar ne estas familia nomo por birmanoj , virinoj ne bezonas ŝanĝi ajnan parton de sia nomo eĉ post kiam ili edziĝas , Dharana skribas :
(trg)="11.2"> Satria tsy manana anaram-pianakaviana ny olom-pirenena ao Myanmar , tsy mila manova ny anarany ihany koa ny vehivavy rehefa manambady , Dharana nanoratra hoe :

(src)="11.3"> Mia tria projekto temas pri tio , kiel korekte prononci miajn kolegajn nomojn .
(trg)="11.3"> Ny fanononana tsara ny anaran 'ireo mpiara miasa amiko no tanjoko fahatelo .

(src)="11.4"> Birmaj nomoj dependas de tio , en kiu tago de la semajno la persono estis naskita , kaj ili ne havas unu konsistigaĵon de familia nomo .
(trg)="11.4"> Miankina amin 'ny andro anatin 'ny andro izay nahaterahana ny anaran 'ny olona Birmana ka izany no antony tsy isian 'ny anaram-pianakaviana .

(src)="11.5"> Tio signifas ke virinoj konservas sian tutan donitan nomon eĉ post geedzeco - io , pri kio miaj koleginoj ŝajnas sufiĉe fieri !
(src)="11.6"> Aliflanke , kelkaj etnoj en Birmo , posteuloj de hindianoj kaj kristanoj , sekvas la praktikon havi familian nomon .
(trg)="11.5"> Midika izany fa tazomin 'nyvehivavy hatrany ny anarany feno na aoriana ny fanambadiana aza – zavatra iray tena mahafa-po ireo mpiara-miasa amiko vehivavy izany Etsy andaniny , manaraka ny fomba fametahana anaram-pianakaviana kosa ny foko sasany ao Myanmar , ary ny taranaka Indiana sy ny Kristianina .

(src)="11.7"> Lionslayer skribas ke malmultaj homoj en Birmo havas familinomojn :
(trg)="11.6"> Lionslayer nanazava fa manana anaram-pianakaviana ny olona vitsivitsy ao Myanmar :

(src)="11.8"> Kelkaj homoj ŝatas preni sian patran nomon , uzante britan nomsistemon .
(trg)="11.7"> Misy ireo olona sasany tia mitondra ny anaran-drainy araka ny rafitra Britanika .

(src)="11.9"> Aung San Suu Kyi estas filino de Aung San kaj Hayma Nay Win estas filino de Nay Win .
(trg)="11.8"> Aung San Suu Kyi ohatra zanaka vavin 'i Aung San ary i Hayma Nay Win kosa zanaka vavin 'i Nay Win .

(src)="11.10"> Tamen vi eble malofte vidas tiujn specojn .
(trg)="11.9"> Mety mahita izany toe-javatra miavaka izany ianao .

(src)="11.11"> La birma popolo emas nomi siajn novnaskitajn bebojn laŭ astrologio anstataŭ nomi ilin laŭ iu persono .
(trg)="11.10"> Efa te-hanome anarana ny zaza voateraka arakaraky ny fanandroana ny mponina Birmana fa tsy anaran 'olo-kafa intsony .

(src)="11.12"> Kelkaj etnoj en Birmo havas familinomojn .
(trg)="11.11"> Manana anaram-pianakaviana ny foko sasany ao Myanmar .

(src)="11.13"> Kaj kelkaj islamanoj kaj kristanoj ankaŭ nomitaj laŭ siaj patroj aŭ avoj
(trg)="11.12"> Mitondra ny anaran-drainy na ny anaran-draibeny kosa ny Miozolomana sy ny Kristianina sasany

(src)="11.14"> Li konkludis ke la Birma registaro devus starigi familian registradon ĉar estas malfacile spuri sian familian arbon :
(trg)="11.13"> Nofeheziny hoe tokony hametraka rejistra na bokim-pianakaviana ny governemanta ao Myamnar satria sarotra ny mamantatra ny tetiarana :

(src)="11.15"> Estas malavantaĝo ne havi familian nomon .
(trg)="11.14"> Misy lafy ratsiny ihany ny tsy fananana anaram-pianakaviana .

(src)="11.16"> Estas tre malfacile spuri ies praulojn pli ol 5 generaciojn .
(trg)="11.15"> Satria sarotra ny mamantatra ny taranaka tany aoriana efa mihoatra ny taranaka 5 .

(src)="11.17"> Ne estus granda problemo , se Birmo havus familian registradan oficejon .
(trg)="11.16"> Tsy dia olana lehibe izany raha manana rejistra momba ny fahaterahana i Myanmar .

(src)="11.18"> Mi esperas , ke la registaro starigos tian registron kaj enketan servon .
(trg)="11.17"> Antenaiko fa hametraka izany fanamby sy sampan-draharaha-pitadiavana izany ny governemanta .

(src)="11.19"> Ĉiaokaze , ni ne estas solaj sur la tero sen familiaj nomoj .
(trg)="11.18"> Na dia izany aza , Tsy irery eto ambonin 'ny tany isika amin 'ny tsy fananana anaram-pianakaviana .

(src)="11.20"> Mi ĵus eksciis , ke estas ankaŭ kelkaj pliaj aziaj etnoj sen familiaj nomoj .
(trg)="11.19"> Satria vao avy nahare aho fa maro amin 'ny fokoAziatika sasany ihany koa no tsy manana anaram-pianakaviana .

# eo/2013_12_841.xml.gz
# mg/2012_11_15_40913_.xml.gz


(src)="1.1"> Iniciato por konservi instruadon de la portugala en francaj universitatoj
(trg)="1.1"> Fanetsehana Hitazonana Ny Fampiasàna Ny Portioge Ho Isan 'ny Teny Fampianarana Ao Frantsa

(src)="2.1"> La portugala lingvo estas parolata de ĉirkaŭ 250 milionoj da homoj , farante ĝin la sesa plej vaste parolata lingvo en la mondo .
(trg)="1.2"> Miisa 250 tapitrisa eo ny mpiteny portioge , izy no teny faha enina be mpiteny indrindra eto an-tany .

(src)="2.2"> Estas ĉirkaŭ du milionoj da parolantoj de la portugala en Francio .
(src)="2.3"> Ili estas ĉefe enmigrintoj kaj ties idoj .
(trg)="1.3"> Ambara ho misy eo amin 'ny 2 tapitrisa eo ny miteny portioge ao Frantsa , izay ny betsaka dia ireo mpifindra monina na ny taranaka portioge mpifindra monina .

(src)="2.4"> En la 30a de Aŭgusto , Geneviève Fioraso , la Ministro de Supera Edukado kaj Esplorado , donis intervjuon al Mediapart pri la bezono restrukturi universitatojn , en kiuj ŝi deklaris :
(trg)="1.4"> Ny 30 aogositra 2012 dia nanao tafatafa ho an 'ny Médiapart ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony , Geneviève Fiorasor , mikasika ny fanavaozana ny eny amin 'ireo Anjerimanontolo , ka tao anatin 'izany no nilazàny hoe :

(src)="2.5"> Ĉu estas esence havi la Portugalan en ĉiuj universitatoj ?
(trg)="1.5"> Hampiasa ny teny portioge any amin 'ny Anjerimanontolo rehetra , tsy maintsy ve ?

(src)="2.6"> Mi amas la Portugalan , sed havi tiun ĉi raran studfakon en tuto da niaj universitatoj ne povas esti utila .
(trg)="1.6"> Tiako ny portioge saingy ny hànana sampam-piofanana iray tsy fahita firy any amin 'ny anjerimanontolo rehetra , angamba tsy dia ilaina loatra " .

(src)="2.7"> La intervjuo kaŭzis maltrankvilon ene de la portugala komunumo en Francio , kaj unu apelacio estis lanĉita de Casa Amadís , portugala asocio situanta en Montpellier , por protesti kontraŭ la propono de la ministro :
(trg)="2.1"> Nahatohina ny vondrom-piarahamonin 'ireo mpiteny portioge rehetra any Frantsa ity tafatafa ity , ary dia nisy antso iray nalefa tao amin 'ny Facebook , avy amin 'ny Casa Amadis , fikambanana miteny portioge ao Montpellier hanoherany ny fanambaràn 'ny Minisitra :

(src)="2.8"> Gravas rekoni ke la portugala estas la tria plej komuna eŭropa komunika lingvo .
(src)="2.9"> Ĝi estas parolata de pli da homoj ol la franca en la mondo , kaj ĝi estas la lingvo de unu el la G20-ŝtatoj , Brazilo .
(trg)="2.2"> Tsy maintsy fantarina kosa fa ny portioge no teny eoropeana fahatelo ifandraisana , ary ampiasain 'olona betsaka eran-tany mihoatra noho ny teny frantsay sady tenin 'ny firenena iray ao anatin 'ny G20 , dia i Brezila . ( ... )

(src)="2.10"> Protekti la instruadon de la portugala , la araba kaj la itala en Francio ankaŭ kontribuas al la defendo de la franca lingvo .
(trg)="2.3"> Ny fiarovana ny fampianarana teny portioge , italiana , arabo ... aty Frantsa , araka izany dia fandraisana anjara ihany koa amin 'ny fiarovana ny frankofonia .

(src)="2.11"> Naciaj flagoj de Portugalio kaj de Francio ( Wikimedia Commons- publika havaĵo ) La apelacion poste republikigis Lusojornal , ĵurnalo por la portugalaj komunumoj en Francio kaj Belgio .
(trg)="4.1"> sainam-pirenen 'i Portugal sy Frantsa ao amin 'ny wikimédia commons- Domaine Public Noraisin 'ny Lusojornal avy eo ity antso ity , gazetin 'ny Vondrom-piarahamonin 'ireo miteny portioge ao Frantsa sy Belzika .

(src)="2.12"> En numero 94 Aleksandra Custodio de Saint-Etienne deklaris :
(trg)="4.2"> Miteny i Alexandra Custodio de Saint-Etienne ao amin 'ny laharana faha-94 :

(src)="2.13"> Estas du milionoj da francoj kaj 60 000 da entreprenistoj de portugala origino , kiuj kontribuas ĉiutage por la ekonomio de nia lando , kaj kiuj estas tute dulingvaj en la portugala kaj en la franca .
(trg)="4.3"> Ireo Frantsay 2 tapitrisa , ireo mpandraharaha 60.000 manam-piaviana portioge izay mandray anjara isanandro amin 'ny toekaren 'ny firenentsika ary mahafehy tsara ny teny roa portioge / frantsay , hatramin 'ny andro anio , dia andry iray ho an 'i Frantsa , tetezana iray voajanahary hidirana amin 'ireo tsena mampiasa ny teny portioge , nefa ankehitriny izy ireo dia mahatsapa ho « anjorom-bala » ka mitroatra .

(src)="2.14"> Ili kutime estas atuto por Francio kaj natura ponto por aliri la portugale parolantajn merkatojn .
(trg)="5.1"> Isanandro dia mandray maro amin 'ireo nahazo diplaoma , mpiasam-barotra , injeniera , sns ... ireo orinasa eto Frantsa .

(src)="2.15"> Sed nun ili sentas sin " ignoritaj " kaj protestas .
(trg)="5.2"> Tsy maintsy mila mpianatra nofanina tamin 'ny teny portioge i Frantsa .

(src)="2.16"> Ĉiutage firmaoj en Francio dungas multajn diplomitojn , komercistojn , inĝenierojn ktp . , kiuj parolas la portugalan .
(src)="2.17"> Francio bezonas studantojn , kiuj estas instruitaj en la portugala .
(src)="2.18"> Ĉu vi sciis ke diplomitoj de francaj universitatoj , kiuj estis instruitaj en la portugala , havas dungo-proporcion de pli ol 90 elcentoj ?
(trg)="5.3"> Mba fantatrareo ve fa ireo mpianatra nivoaka ny Anjerimanontolo Frantsay , novolavolaina tamin 'ny teny portioge , dia manana taham-pahombiazana amin 'ny asa mihoatra ny 90 % ?

(src)="2.19"> Rilate al scienca esplorado kaj teknologia novigo Francio estas la dua plej granda komerca partnero de Brazilo ( post Usono ) .
(trg)="6.1"> Frantsa no firenena faharoa lehibe indrindra miara-miasa amin 'i Brezila raha amin 'ny lafiny fikarohana siantifika sy famoronana ara-teknolojika , aorian 'i Etazonia .

(src)="2.20"> Multaj brazilaj universitatoj aktivas en internaciaj kunlaboraj projektoj kun Francio per esplorprojektoj , kutime kun la subteno de duflanka financado kiel CNPq aŭ CNRS .
(trg)="6.2"> Marobe ireo Anjerimanontolo Breziliana mirotsaka an-tsehatra aminà tetikasam-piaraha-miasa iraisam-pirenena miaraka amin 'i Frantsa ao anatin 'ny sehatry ny fikarohana , izay amin 'ny ankapobeny dia miaraka amin 'ny fanohanana ara-bola avy amin 'ny andaniny sy ankilany , toy ny CNPq-CNRS .

(src)="3.1"> Cape Magellan - Portugalio Sen Kliŝoj substrekas la gravecon de tiuj akademiaj interŝanĝoj :
(trg)="7.1"> Cap Magellan- Le portugal sans clichés dia manindry ny maha-zava-dehibe ireny fifanakalozana eo amin 'ny samy anjerimanontolo ireny .